text stringlengths 10 11k |
|---|
Na ny fambolena na ny fiompiana , eny hatramin’ny fidiram-bola ao an-tokantrano aza dia azo ijerena andro avokoa mba hiroboroboany sy tena hifanaraka amin’ny vintan’ny tsirairay. Ary tsy mitarain-tana-miepaka amin’izany ireny mpanandro ireny fa manao hatrany izay azony atao hanarenana ny lesoka rehetra. |
Nandefa tekinisianina hisava ny loharano nandefa tekinisianina hitsara ny tanàna amin’ny fifanintsanana miaraka amin’ny solontenan’ny mponina |
Ilay dian-tananao no tazako, nitsinjo foana ny taranako dia manamafy ny finoako; itokiako sy ijoroako ! |
Fotoana voafetra no hanatanterahan ny mpianatra ireo. |
Eliza freda, vetsovetso takariva , and.5, 6 in vondrona ambara1, tak.105 |
Lay manolotra kapoaka hanesoranao ny tsetra; lay manala sy mandroaka ny aretinao rehetra |
Hita amin’ireo famahavahana ireo fa ny aina no zavadehibe indrindra amin’ny fahavelomana. Fomba miavaka no ampiasain’ny mpanandro mpitaiza mba ho fanjariana io aina io. Mandrindra ny herin’izao tontolo izao izy amin’izany, dia ny herin’ny voaarin’ny lanitra ary ny herin’ny voaarin’ny tany. Ny vintana sy ny fanandroana ... |
Hasinteny telo koa mandrafitra ny mpisolo manondro amin’ny ankapobeny. Ny tsirinteny roa farany dia mitovy tanteraka na araka endrika na ara-kevitra. Ny tsirinteny voalohany no mahasamihafa azy a na e- ny an’ny mpisolo toerana ary i- kosa ny an’ny mpisolo manondro ety na aty ity ; eny na any iny. Ankoatra izay, dia mam... |
Tsirinala 04.042014 4 ora maraina |
Izay ny fampitahana ny fiainana tao anatin ny fanjanahan-tany sy ny fony vao nahazo fahaleovan-tena. Hampitahaina manaraka indray ny fiainana taoriana kelin ny fahaleovan-tena sy ny fiainana amin izao fotoana izao. |
Le maître henri mémento de la littérature, histoire littéraire, p90-97 ed gallimard 1983 |
Rado dia ohatrinona tokoa moa izany no karamanao? |
Zava-misy no heverinay fa hitondra fanatsarana hatrany. Ankoatra izay ny fanomezan- danja izay laharam-pahamehana eny anivon’ny sekoly izay heverina fa hitondra fampandrosoana kokoa raha miolotra amin’ny teny midina tsy maintsy arahina. Manaraka izany ny talen-tsekoly sy ireo tompon’andraikitra voalohany ao an-tsekoly.... |
Dia maneso manakora |
Ohatra 1 ninoany ramatoa razay fa hany fanapahan-kevitra hendry ny fandehanan i sahondra. 145 ny oharina eto dia ny fanapaha-hevitr i sahondra hanaiky hody any amin ireo ray aman-dreniny, ary hamela ny zaza ho ao marovoay. Ny anoharana kosa, dia ny toetry ny olona. Ampitafiana ny fanapahan-kevitra eto ny toetra tsaran ... |
Famintinana ny fizarana voalohany |
Ora roa no samy nanatontosan’ny mpampianatra ny seho iray tao amin’ireo sekoly roa ireo. Hofintinina ao amin’ny fafana manaraka ny dingana narahiny tamin’izany. |
Hampihintsana ny voa avy amin’ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. Dia taterina mody misy voambolana maromaro fampiasan’ny olona avy any an-toerana ihany koa hita taratra ao amin’ny boky toy ireto manaraka ireto gaona tak.7 ankizilahy besisika tak. 9 trondro vahiny, anisan’ny mampalaza an’amb... |
Nasolo, polisy , in v. A, tak. 30 189 nasolo, in v. A, op. Cit, tak. 36, and. 6 |
Amossy, op. Cit, tak.70 on appelera ethos ou image préalable l’image que l’auditoire peut se faire du locuteur avant sa prise de parole. |
Ny fomba fifantenana ny tanjona ankoatra ny toetra mampiavaka ny tanjona dia tokony hiavaka ihany koa ny fomba fandrafetana ny tanjona, mba hahazoana manatanteraka sy manombana azy. Maro ny mpandinika nanao petrakevitra mikasika ny fomba fandrafetana tanjona, anisan’izany i tyler28 dia nanao kisary hoentina mifantina n... |
Tampoka ny fahatongavan’ny dahalo mangalatra omby, noho izany maro ny zavatra tsy vonona; ny sakafo, fitaovana; ny fandamina eo amin’ny mpitandro ny filaminana. Efa lasa adiny telo na efatra mialoha ny dahalo vao mandeha ny mpitandro ny filaminana, sarotra ny fahatratrarana azy, etsy andanin’izany ihany koa ny fahalani... |
Rakotonaivo, rakibolana frantsay malagasy, natonta fanindroany, baingan’ny ambozontany fianarantsoa , 2003, rak 828. 48 ja lala- rakotoson raholisoa, boky efa hita, tak 82.83 49 jean narivony, amboaran-tononkalo, trano printy loteriana, 1966. Tak 96 50 jean narivony, boky efa hita, tak 99 51 rado, dinitra, tranopirinti... |
Fa misatroka aho dia mipaoka izany miondrika amy tany ho fanajako anao noho ny asanao |
Nom de l’association |
Mandritra ny fotoana hifandraisan-tanana rehefa mifampiarahaba no anatanterahana ity fihetsika ity. Na tsy misy resaka hatao aza dia tazonina maharitra eo ny tanany sady fihinina mafy mandra-pitarainan’ilay olona hoe marary. |
Raivo soa ihany aho fa mba efa nianatra kely, nahazo ny mari-pahaizana bepc vao nijanona fa raha tsy izany toy ny baolina fingotra fandakan ny ankizy, atontontontona amin izay tiana hanaovana ahy no nanaovan i dadabe ahy. |
Araka ny fanadihadiana natao tamin ny mpianatra momba ny fahalianany amin ny fampianarana taranja malagasy dia namaly ny 78 fa mahaliana azy ny taranja malagasy. Ny eo amin ny asa fanadihadiana lahatsoratra kosa anefa no tena ahitany fahasarotany na dia tsapan izy ireo aza ny lanjan izany eo amin ny fianarany. Ny 65 n ... |
Présenté par barison richard |
Tdt 4 1-5 204 ny famahavahana mahakasika ilay zazavavy dia andininy iray, fa ny an’ilay zazalahy kosa dia andininy efatra. |
Anatiny ao ; mifanojo koa amin’ilay fitiavany hianatra sy haka tahaka ny ataon’ny olon-dehibe 19 hita araka izany fa manefy ny zaza sy mampivelatra azy, ara-batana sy na ara- tsaina ny lalao, ary manomana azy amin’izay asa aman-draharaha hosahaniny amin’ny fahalehibeazany. Karazan-dalao maro no azo tanterahina, saingy ... |
Efa mba manomboka voahaja ny figadona sy ny firindran’ny tononkalo vokatr’izany ? ? Amphibraque avokoa no ba nandrafetan’ny poeta ireo asasorany ireo amin’ny ankapobeny, saingy misy tsy fetezany kely ihany izany indraindray. Mba hampirindra tsara azy dia misy ny tsy maintsy natao amboletra , u toy izay hita ao amin’ny ... |
Jean nary fandrosoam -baovao lah 701, 10 07 1959 |
Tsapa fa manodidina ny 100 ariary na 500 fmg ka hatramin’ny 150 ariary na 750 fmg eo ho eo avokoa ny vidin’ireo boky tantara foronina nosoratan’i faralahy tamin’ny taona 1978 ka hatramin’ny taona 1982. |
Tsy ho vita am-bava izany fa ny mondrokely ho lany raha tsy tojo sy manerana ny fiainako ny fahanterana 15 mino aho fa tsy hijanona ny asa mafy, hahavanona ny tokantrano sy ny zanako adidy izany ka ho tanako! ’zay vao mendri-badabadan’ 20 ireto ankizy hoe dada ny tenako |
Ny ambin-damba sisa nangoniny avy eo dia teo namisavisa fa tsy nahaloa-peo. |
Efi ihazofotsy |
Aron-tsehatra atao amin’ny fiara |
Tsy mitovy eritreritra ny olona eo amin’ny fiainana. Toa izany koa rehefa mandinika lafin-javatra iray mahakasika ny rariny. Mety hisy fiheverana mifanipaka ary izany no mahatonga ny fiandaniana. Fihetseham-po matetika no mahatonga ny olona hiandany. Mazàna dia fiarovana tombontsoa ireny ary mety hanohintohina ny rafi-... |
Ny fomba fandinika nampiharina |
Ireo olana momba ny fahazoana ny fampianarana tarafina amin’ny asa ataon’ny mpianatra ao amin’ny efitrano fianarana |
Dina talman vaky, lay manao hoe hy omby j, y mh tr. Jira v lon, dilr h vlh. Lm omb, y , iryatao eo no ho eo lh ny; ny lanavahana. Tan1erak1 so, , , man-tsara ! Zany. Lua ho 34x’l 102 34 136, lzany ny ombln’ ilay rangahy, very omby a min’ iza, otot ana lzao, nef d a saika n11na. Sa1ina na mlhitsy. Soa lhany l1 tao ny di... |
Anthropologie structurale, plon, paris.1973, 454p |
In gazety mpanolotsaina, lah. 19, janoary 1908 |
Harlen w enseigner les sciences comment faire. Ed. Le pommier. France.2004. 205p |
Wikipedia la crise politique de 2009 à madagascar , c’est toujours l’hésitation qui permet aux autres de lancer un ultimatum 12 wikipedia la crise politique de 2009 à madagascar , personne de sensé, qui se dit militant de la démocratie, ne devrait lancer d’ultimatum |
Hamafisin’i henri randzavola amin’ity teny ity zavatra voatondro, voafaritra, voatokana, voalahatra ho an’ny olona tsirairay avy, tsy azo lavina, na fidiana, na idifiana 103. Nampiasa ihany koa izy ny tamberin-kevitra izay hita ao amin’ny zaza navela miverina ao anatin’ny teny hoe kamboty ; ireo teny ireo dia samy ahit... |
Fifantenana ny fomba ampitana ny fahalalana. Rehefa voafantina tsara ny fahalalana na ny hafatra ampitaina, dia fantenana indray izay fomba ampitana izany. Ilaina mandrakariva anefa ny mampifanaraka izany fomba fampitana izany amin’ny vontoatin-kafatra sy ny iantefan’ilay hafatra. Fomba maro no azo ampiasaina hoenti-ma... |
Ny fambolena mba hiatrehana ny fiainana dia manao voly maro karazana ny mponina ao imerikanjaka sy ao mangatany. Ao ny voly hitsinjovana ny fotoana tsy fambolem-bary, antsoina hoe voly avotra, ao ny voly vary, ny voly an-tanety. Ny hany mampiavaka ny fambolena ao amin’ireto fiarahamonina ireto dia ny fambolena voasary ... |
Rary ranto, ed. Trano printy fj. K. M, imarivolanitra. |
Ny gazety gazetiko |
Toy izao ny momba ity tononkalo ity andininy misy andininy efatra ny tononkalo ka andalana efatra hatrany no mandrafitra ny andininy tsirairay. Rima mifaningotra abab no nampiasain’ny mpanoratra vanin-teny tsy voahaja ny isan’ny vanin-teny hita any amin’ny andalana voalohany any amin’ny andalana voalohany dia miisa eni... |
Manoloana izany dia misy ny fomba atao hanalana ny ratsy vita mba hampadio indray ny olona izay nanaovana fahadisoana na ilay zava-boahary nozimbazimbaina ka hiverenan’ny hasiny indray amin’ny alalan’ny toamena na rano, ram-biby toy ny akoho, osy ary omby no anaovana izany. Io ram-biby izay novonoina io dia afafy amin’... |
Abba abba ccdeed na abba abba ccdede |
Vokatra iray ifaninanan’ny fokontany any an-toerana amin’izany ihany koa ny fahaizana miangaly ny vakodraza? A. Mandray anjara amin’izany ny tarika mpanao vakodraza? A isaky ny fokontanysatria misy loka omena ho an’izay tarika mendrika. Tsara homarihina fa tontosaina eo amin’ny volana mey no fanaovana ny tsenabe any fa... |
Didim-panjakana laharana faha-2002-1007 manangana ny rafitra fiaraha-miombon’antoka ho anin’ny fampandrosoana ny sekoly sy mamaritra ny sata mifehy azy |
Sary 3 sary maneho olona manao malom-pianakaviana |
Crs catholic relief services madagascar |
Eo amin’ny sehatry ny varotra noho ny fisian’ireo fitaovana maro samihafa ireo, nisy ny fiovana teo amin’ny sehatry ny varotra, lasa nivelatra sy nihamora kokoa ny serasera ara-barotra. Azo atao ny mitondra na mandefa ny vokatra any amin’ny toerana maro samihafa noho ny fisian’ny fitaovam- pitaterana toy ny fiaramanidi... |
Raha ho faty rahavana, matesa raomby 103. |
Memoire pour l’obtention de certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale |
Combettes sy r. Tomassone, tanisain’i j. M adam, les textes types et prototypes, 1995, tak 128 un texte explicatif a sans doute une base informative structure d’une sequence informative qui ? Quoi ? Quand ? Où ? Pourquoi ? Comment ? |
Taranja malagasy kilasy famaranana |
Iharan ny fiovana sy fivoarana ny zava-drehetra sy ny fiarahamonina, ka azo antoka fa misy ny fiovana sy ny fivoarana eo amin ny fiangonana ôrtôdôksa eto madagasikara. Izany fiovana sy fivoarana izany dia avy amin ny zava-nisy eran-tany teo amin io fiangonana io, sy avy amin ny zava-nisy tao amin ny fiangonana ôrtôdôks... |
Onin-draza e b9 |
Ohatra lahatsoratra ny anjara toeran’ ny lalao teo amin’ ny |
Aleo very tsikalakalam-bola, toy izay very tsikalakalam-pihavanana afo mandika raty na rano dikain’ny zinga akoho voatoto alo92 ka maladia93 ny kiso94 ano raha tsarabe è enga anie ho salama androngo mitatao vato, hono, aleo fisaka ny loha toy izay tsy hahavita adidy ami y lèha omena izay ady ambany farafara tsy misy hi... |
Ny kilasy famaranana |
Total des capitaux propres |
Dia nifanaraka izy roa f’ao indray no haka vola; ny any an-kafa manahirana fa ao tokoa no mora, vitsy olona ao manko sady tsotra ny fidirana na hiverina isan’andro aza ts’isy manahirana. |
Fitambaran ny mpanoratra, ny asasoratra, ary ny mpamaky ny literatiora. Tsy teraka ny asasoratra, ary tsy misy ny mpamaky, raha tsy eo ny mpanoratra. Ireo telo ireo izany no toko telo mahamasa-nahandro ny literatiora. Ka hojerena amin ity toko manaraka ity ny maha-mpanoratra an i eric ravalisoa ny nanombohany nanoratra... |
Miroso avy hatrany amin ny fakana ny tanimasina ny olona rehefa vita izay. Misy lamina napetraka hoenti-manatanteraka izany. Misesy isam-bohitra ny fakana ny tanimasina ka izay vohitra voaantso no manatona. Ny mpita-marika no miandraikitra ny fakana izany. Toy izao no fomba ataony amin izany ; mitsatoka eo ambony lampy... |
Ny lanjan’ny ohabolana eo anivon’ny fiarahamonina tahaka ny literatiora rehetra dia manana ny anjara toerany ny lahabolana eo amin’ny fiarahamonina, koa nentina indrindra izy ho fametrahana ny anjara asa sy andraikitry ny sokajin’olona tsirairay eo amin’ny fiarahamonina, izay mametra azy ireo amin’ny anjara toeran’izy ... |
Nary tovovavy oly volo, hatreny an-tsorony monja nefa tsara tefy, randram-bolony matevina, ny hodiny malambolambo, ny volomasony manamalo-pijery sy molotra jobojobo v. A. Tak.9 |
Rado mifona aminao aho ry seheno a, aza entina amin’ny fo misamboaravoara toy izao ny fiainana, fa ento amin’ny fo tony sy saina mieritreritra tsara! |
Ny don-tany sy kapo-tandroka dia lalao natao hialana voly sy handranitan-tsaina. Fanaon’ny tanora indrindra izy ity rehefa takariva vita lahasa ny mpiara-monina fahizay 15 mitovy lenta amin’ny angano izay lahabolana am-bava mirakitra tantara fototra tena marina tany am-boalohany saingy efa niova tarehy sy nitatra be, k... |
Vkp tak 5-6 |
Soritsoritra ankapobeny momba ny boky anarana mevaharisoa dina maminiaina adiresy immeuble p. T. T andranonahoatra itaosy, antanan madagascar |
Ny niatombohan’ny fihetsiketsehan’ny mpianatra ho dokotera teto antananarivo nanomboka nitokona indray ny mpianatra miisa eo amin’ny 210 eo, ny 23 janoary 197239. Marihana aloha fa efa nitokona izy talohan’io daty io. Ireto no antony nahatonga izany tsy famelana ny mpitsidika hamangy ny mpianatra intsony aorian’ny saka... |
Misakafo maraina 7ora sasany misakafo maraina |
Amin’ny fandrafetana ny lahatsoratra àry, dia toe-javatra telo loha no tsy maintsy asongadin’ny mpanao gazety mba hahatomombana feno ny reportage , ary hahamora ihany koa ny famakiana ny lahatsoratra, dia ny lohateny, ny sary, ary ny vatan-dahatsoratra. |
Kijana toerana midadasika feno ahitra firaofan’ny omby any an’efitra. Régis rajemisa raolison, rakibolana malagasy, edition ambozontany, analamahitsy antananarivo 2003. |
Taorian’ny fahaleovan-tena taorian’ny fahaleovan-tenan’ny fierenena malagasy dia prefekitiora tao anatin’ny farintanin’antananarivo i vakinankaratra. Ny didy 2004-001 tamin’ny fito amby folo jona 2004 izay nitsinjara an’i madagasikara ho faritra 22 no namaritra azy ho faritra. Mpitondra maro no nifandimby tao. Ireo leh... |
Fampiha- rana ny malagasy, dia resy ihany. 29septambra 1895 tafakatra teto antananarivo ny frantsay tao fort duchesne ry zareo no nitifitra ny rova. 30 septambra 1895 nanangana saina fotsy ny mpanjaka. Mitory faharesena izany. 06 aogositra 1896 lasa zana-tany frantsay i madagasikara. |
Atolotra an’i solofo josé sy lydiary |
Tsiahy ny zava-nisy nialoha sy nandritra ny vanim-potoana 2006-2009 1.3.1. Ny zava-nisy tamin’ny 2002- 2006 1.3.1.1. Ny zava-nisy tany ivelany 1.3.1.2. Ny zava-nisy teto madagasikara 1.3.2. Ny zava-nisy nandritra ny 2006-2009 1.3.2.1. 1.3.2.2 2. Ireo tara-kevitra voizin’ny tononkalo nivoaka tao amin’ny gazety ngah ny t... |
De plus, les pièces de trésorerie telles que les relevés bancaires et les avis de débit ou de crédit bancaire doivent être envoyées par la banque régulièrement à l’entreprise. Les états de rapprochement ne peuvent être dressés qu’à l’arrivée de ces pièces. Quelquefois, elles parviennent tardivement. Les pièces non arri... |
Manamafy ny baiboly fa misy fonenana soa tokoa any an-danitra any, hovantanin’ny kristianina, rehefa miala ety an-tany izy mino sy manantena izany ny kristianina rehetra, satria ilay kristy izay arahiny mihitsy no efa nilaza hoe aza malahelo ny fonareo; minoa an’andriamanitra ary minoa ahy koa. Ao an- tranon’ny raiko m... |
Maro tamin’ireo mpanoratra no nametraka ny toe-javatra tantaraina tao anatin’ny vanim-potoanan’ny fanjanahan-tany. Ny tantara foronina ramose dia nahitana taratra izany. Ndeha hohadihadiana ny lafiny samihafa teo amin’ny zava- nisy tamin’izany. |
Ambalamisaony 19 12 |
Lafin-javatra telo no hovahavahana sy hitondrana ity lohahevitra momba ny fahatanoran’ny mpanoratra ity. Holazaina sy hotanisaina amin’izany ireo mari- pahaizana azony sy ananany ary ny fiainany tamin’ny fony mbola tanora sy ny |
Ny literatiora famaritana, ny hasina -tatitra vaky |
Ny karazan-drakotrasy ny fampiasana azy nampianarina ny tantsaha nandritra ny fiofanana nataony ireo karazan- drakotra sy ny fomba fampiasana izany. Toy izao ny mahakasika izany. Karazan-drakotra roa no nampahafantarina ny tantsaha dia, ny rakotra maina sy ny rakotra velona izany. Rakotra maina azo ampiasaina ho rakotr... |
Ambar atonga ny tanjona ao amin’ny fandaharam- pianarana ny hafary ny mpanabe fizarana lehibe lohatenin- kafatra tak |
Ahoana moa ny atao hoe manao soa? |
Eo amin’ny lafiny varotra, mila amboarina ny momba tsena, tsy tokona hianina amin’ny tsena ao an-toerana ireo mpanjono fa hijery lalam-barotra any ivelan’ny faritra ary izay no ilana ny fampiasana ny teknolojia toy ny finday, ny -internet? , ? Ny face book? Hifandraisana amin’ny olona maro mba hahitana lalam-barotra ha... |
Raha sendra ka tomany ny masonao manganohano izany hirako izany no fihino sy mba tano. |
Midadasika ny saha amafazana ny voa |
Ny anjara andraikitry ny trano famoaham-boky mametra ny isan’ny takilan’ny boky miantoka ny fanontana ny boky mitady olona hiara-mitsikera ilay boky manaparitaka ny boky any amin’ny trano fivarotam-boky isan-karazany. |
Ratovoarimanga t. C. A. P. E. N 2015 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.