text stringlengths 10 11k |
|---|
Zotram-piofanana fandinihana ny lahabolana malagasy |
La théorie littéraire, edition du seuil, collection poétique, paris |
Tsy mbola nafoy ho faty novohainy ny hidin’ny lanitra, ka nanolotra an’i zezo |
Ministère de la défense nationale ny lehilahy tamin’izany, mba hanoratra ny volan’andriana nampandoavina ny olona mba hividianana basy any amerika tsy nisy nokianina ny asa nataony tamin’izany, ka nokasain’ny lehibeny hampidirina ho mpiasam-panjakana raikitra izy, ary homena karama ambony. Nolaviny izany, fa ny hanohy ... |
Raha fehezina amin’ny alalan’ny kisary ireo tombana sy ny hairaha mifanaraka aminy izay hita tao amin’ny fandaharam-pianarana dia azo aseho toy izao izany rehefa natambatra ny isany ary naseho tamin’ny alalan’ny taha isan-jato. |
Eto ny mpnoratra dia manambara dia manambara amin’ny mpiray firenena aminy fa manana ny maha-izy azy tokoa raha i madagasikara mandoko ny fihetseham-pony manoloana ny fitiavan-tanindrazana izy. |
Ny fampiasana ny anaphore misy dia entina manantitrantitra ny fahamarinan’ny foto-kevitry ny hira gasy ampiasao ny pôlitika fa rehefa mitady tsy maintsy hahita ny sokajin’ny olona rehetra ao amin’ny fiarahamonina dia samy |
Takariva ankehitriny lah.409 , 05 mai 19946. |
Fisehoana v miditra daholo ny vahiny ary mifampitantana i vololona sy rajemiarimanana dokotera fofombadiny. Mifampiarahaba daholo |
Ny antsoina hoe gazety |
Toe-javatra roa no tsikeraina eto amin’ity zana-pizarana ity. Ireto avy izany ny faharetan’ny ora anaovana ny taranja malagasy ny fotoana anaovana izany taranja izany hojerena misesy eto ny momba izany. |
Tamin’ny asabotsy 19 sepitambira 1846 notredame dia lasalety dia niseho tamin’ny ankizy roa tery an-tendrombohitry lasalety tery |
Ny fomba filazan-javatra nananganana ny tenin-drangahy |
Ny baiboly, joba 28-28 226 r. R rajemisa, teny fanolorana nataon’i samuel rajaona, fomba amam-pahendrena malagasy, kilasy faha 6 sy 5, librairie mixte, ambondrona-analakely-antaninandro-antananarivo 1972 |
Ilay fitiavana adala |
Mihidy, voahombo , voaloko , ka tsy azon’ny hafa fitahina. |
Partenariat privé public 12 hita any amin’ ny tovana , tak 167 a |
1, , o j , asa ampanaovin’ny mpampia natra ? Nahoana ? |
Eo ny fahanteran’ny efitrano fianarana, toy ny hita amin’ireto sary ireto. Tsy mba misy fikojakojana izy ireny na fanamboarana rehefa misy fahasimbana noho ny loza voajanahary toy ny rivodoza na orana be loatra. Tamin’ny fahavaratra lasa teo izao febroary 2015 dia nisy fianjerana avokoa ny sekoly isam-pokontany ny epp ... |
Ireto no zavatra ataon’ny mpikambana amin’ny ankapobeny mifampizara traikefa, manao tahiry iombonana, mifanampy na amin’ny fifaliana na amin’ny fahoriana, mananatra sy manabe, manoro hevitra ny tanora. |
Ny sarinao no sisa ataoko tsara jery am-pisentoana irery ’lay fiainam-paradisa iarahana mikolo fa ny salovantsika tsy afaka mihaona. |
Tovana 04 sary samihafa |
Ny fizarana fahatelo farany kosa dia haompana amin’ny haifampianarana. Hojerena amin’izany ireo tsikera samihafa manoloana ireo tranga hita nandritra ny fanadihadiana sy ny firotsahana an-tsehatra izay natao. Izany rehetra izany, dia arahina tolo-kevitra sy andram-bahaolana ho fanatsarana ny fampianarana ny taranja mal... |
Isany 2nde 2 2nde 16 pl 8 ps 5 ta 8 ta 10 td 4 td 9 |
Rôles des structures d’opération les dren assurent le transfert direct des subventions aux écoles suivant les décrets ministériels en vigueur afin d’assurer leur arrivée à temps lors de la rentrée scolaire. En fait, c’est la déconcentration des fonds alloués aux écoles. Des structures d’opération existent aussi au nive... |
Ny ktlm dia sady kristiana tanora no antoko mpihira trompetra fanantenana raha ny tokony ho izy anefa dia ny tanora rehetra ao amin ny fiangonana no tokony ho ktlm fa miankina amin ny safidin ny tsirairay izany. Mikolo sy mitrandraka ny talenta ananan ireo tanora no anjara asany. |
Sainte bible 1978 |
Fa reko avy izy misosa moramora tsy re fikopaka elatra kanefa tena avy tsy reny koa ny feoko miteny hoe mihemora! Tsy ahoany ny fijeriko, resy ka miangavy! |
Rakibolana claude r. , |
Ankoatra izany, dia nankafiziny niaraka tamin’ny namany koa ny roman d’aventure nosoratan’i bob moran. Tsy mbola naharaka ny vola tamin’izany, hoy izy, ka atakalo eny amin’ny mpivarotra boky tonta izay efa voavaky mba hahazoana boky hafa hovakina. |
Amin’ny maha olombelona azy dia manana ny tantarany manokana i clarisse ratsifandrihamanana. |
Eto izao dia maneho fitsorana sy fibaboana ny fitiavany an’ ilay olon-tiany ny eja. Azo sintonina avy amin’ ireo voalaza ireo fa anisan’ ireo mpifankatia nisafidy ny hifanoroka amin’ny olon-tiany na dia vao mpifamofo fotsiny aza ny eja. Tsy nitovy hevitra tamin’ i lisy izay resahin’ i e. D andriamalala ao amin’ny fofom... |
Ny fiheverana araka ny mpandinika maro ny mpandinika manambara ny momba ny tdt tao ny pretra, ny mpitandrina, ny mpitarika fikambanana masina maro, saingy noho ny hevitra tsy mifanalavitra amin’ireto roa 2 ireto dia tsy natolotra eto izy rehetra. I pierre jeannin, tao amin’ny sondez les écritures 58 dia manambara fa fa... |
Gazety mitaiza eo amin’ny lafiny haisoratra sy ny kanto |
Iii- ny tranonkalam-pifandraisana webographie |
Ao an-toerana ihany koa dia mamokatra ireo karazan-gazety samihafa ireo. Ireo fikambanana miankina amina fiangonana, ireo tetikasa samihafa ary ihany koa ireo fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana no mamokatra sy manaparitaka azy ireny. Ny fikambanana fifata, ohatra, dia mamoaka gazety isam-bolana mitondra ny anar... |
Vezaveza mameravera |
Notadiavina tsirairay tao amin’ny arisivam-pirenena ny piesy teatraly nipoiran’izy ireo izay mbola votahiry. Nodinihina tsirairay izy ireo avy eo, mba hamantarana izay lohahevitra mivohitra. |
Rakibolana |
Manuel qualifié manuel non qualifié |
Ny fanaovana domiverina feed-back manoloana ny valinteny avy amin’ny mpianatra. Ny fananana fahalalana mivelatra mahakasika ilay lohahevitra sy ny zavatra rehetra manodidina izany. |
Tsy vahaolana eo amin’ny fahantrana akory izany, fa vao mainka aza manabe voho ny haren’ny firenena avy any ivelany. Ny kely ananana indray no mety ho fongotra tanteraka. Taratry ny tsy fisian’asa ihany koa ny fandanian’andro amin’ireny lalao ireny. |
Andrianantenaina dimbison alfred 05 05 99 4e b 15 oui ? ? 01h 30’ de marche ray mpamboly reny mpamboly henintsoa paul davidson 04 03 00 3e a 14 oui |
Ny fahafaham-pon’ny talen-tsekoly |
Nenibe dry, ary toa tezitra ry itony e! Fady anay ny mitsoatsoaka izany. |
Ny tsy fananan-tany anisan’ny sakana lehibe eo amin’ny asa fampandrosoana ny tsy fananan- tany. Raha ny eto madagasikara manokana dia maro amin’ny tany no tsy voasoratra ara-dalàna amin’ny tompony. Manamafy izany ny map , ao amin’ny takila 64 |
Eo ihany koa ny vesatry ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao samihafa amin’ny vehivavy. Na izany aza azo lazaina ihany fa manana anjara toerana amin’ny fanatanterahana ny fomba amam-panao ny vehivavy. Misy ihany anefa ny tranga tsongaina dia rehefa ao anatin’ny fadim-bolana ny vehivavy, amin’io fotoana io dia tsy afak... |
Boky i tak 27 94 boky i tak 25 |
Les méthodes hormonales |
Amin’ny maha zava-kanto ny piesy teatraly dia misy ireo lafin-javatra ampiasain’ny mpanoratra mba hiavahany amin’ireo karazana asa soratra tsy literatiora. Ny zava-kanto mantsy dia manaitra. Manaitra satria tsy fahita andavanandro mihataka amin’ny mahazatra. Izay toetra miavaka, tsy fahita firy ananany izay no mahatait... |
Naka rabemanantsoa, henjan-droa , |
Fadio indrindra àry ny mitsipa-drindrina ! |
Ny fandinihana ny fifandraisan’ny métaphore sy synecdoque teto dia nahafahana nisintona fahalalana, ankoatra ny fiheverana hotoy ny olona azo itarainana amin’ny mahaory an’andriamanitra; dia misy fianarana hiaina amin’ny fitiavana, ny fahaiza- mifandry eo amin’ny fiarahamonina. Hita ihany koa fa na teo anivon’ny ankoho... |
Fantatrao ve fa mpanoratra izy? E my |
Responsable et de la classe de les idées forces |
Karazana fanovan-javatra telo no hita ao amin’ny tononkiran’i abel ratsimba ny synécdoque , ny fanovana anarana ary ny fanovana endri- javatra. |
Rajemisa raolison r. 1972 fomba amam-pahendrena malagasy, kilasy faha 6 sy faha 5. Librairie mixte. Antananarivo. 161 p. |
Ratavimanana pauline 2 |
Fanadihadiana sy andrana fampitahana asa soratra tantara foronina |
Eo an-tananao, ry raiko, raha avy izay hodiako, eo an-tananao no mamy, eo an-tananao no tiako ; eo no toera-nofidin’ilay mpamonjy izay narahiko, ka mba eo an-tananao hiantsapazan’ny fanahiko ! |
Ankoatra izany dia mampiasa ny fanovana anarana na metonymie ihany koa ny mpanoratra. Toy ny hoe haingo aza mody mihatsaravelatsihy eo ry ilay kala tsy vanona mpangala-badin’olona ity a! Eto dia ny toetra no ilazana ny anaran’ilay olona. Izany hoe, fitsarana ivelany nataon’i haingo tamin’i nanja io. Nitsara avy hatrany... |
Sedra sedra no anarako. |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure département de la formation initiale littéraire cer langue et lettres malgaches |
Mompera naninona angaha ramaka no samborinareo toy izao? Barimaso izy ihany no mahavanon-doza mandrehitra ny afo etsy sy eroa io, mompera, ka tratra izy androany. Mompera tena vitanao ve izany, tovolahy? Barimaso tena vitany, mompera! Mompera eny! Tratra ambodiny omby izao! Barimaso voalazanao! Azafady, mompera! Mba as... |
Ny mpanoratra no manala ny hetahetan’ny olona. Izy no mamaly ny filan’ny fiarahamonina. Mikaroka izay ilain’ny mpiara-belona izy, ary |
Arakaraka ny zavatra izay feheziny izy io. Izany no mahatonga ny hoe andriamanitry ny rano, andriamanitry ny ala, andriamani-dahy sy andriamani-bavy sns araka ny finoan’ny malagasy ihany koa dia ny fanahin’ireo andriana no manjary andriamanitra. Izany hoe io anarana io dia avy amin’ny teny roa nakambana andriana manitr... |
Tsikaritra avy hatrany amin’ireo antotanisa anaty tsanganana fa vitsy ny mpivavaka rehefa alatsinainy sy talata. Heverina fa efa namonjy ny alahady ny olona dia vitsy no tonga amin’ireo andro roa ireo. Mitombo kely ireo mpivavaka ireo ny andro roa manaraka dia ny alarobia sy ny alakamisy izany. Ny zoma no tena be mpiva... |
Randriamamonjy. Rary ranto. 1995. Tak. 7. 15 edmond jaloux. François mauriac, romancier le romancier et ses personnages. Le roman est une chose simple, très touchante, il a un style brisé, souple, éloquent, humble, arrogant p. 49, 50. 16 edmond jaloux. Ibid. |
Sampan’asa fampandrosoana fjkm sous l’abréviation saf fjkm est un département crée au sein de la fjkm depuis 1972, rendu fonctionnel en 1974. Sa création a pour objectif principal de promouvoir le développement de l’homme, de le faire sortir de tous contraintes de pauvreté. Saf a principalement opéré ses actions de dév... |
Mpanoratra angano ny mpanoratra hita izany amin’ny voambolana ampiasainy ilazana ny fitsoriahan’ilitsika nanenjika ny lakana nisy ilay zazalahy zanaky ny mpandeha lasa teny ampovoan- drano toy ny zana-javatry ny angano fahiny ilitsika teto nanenjika ilay lakana. Tak53 |
Fampahafantarana ny sehatry ny kolontsaina sy ny fanabeazana raha hiresaka momba ny tantaran’ny literatiora dia tsy azo adinoina fa ny zava-misy no resahina, ary anisan’izany ny fiatrehan’ny fiarahamonina ireo kolontsaina samihafa. Koa resahina ny momba ny finoana ato anatin’ity zana- pizarana ity, satria miainga amin’... |
Tantara ny andriana. 2tomes. Imprimerie officielle. Tananarive. |
Ny andraikitra nosahaniny |
Ny saraka an-tsaha ao amin’ny fokontanin’imerinkanjaka dia maro ny olona no manao ny fikaramana isan’andro ho asa fivelomana mihitsy. Saraka an-tsaha no iantsoana azy ity izay fikaramana isan’andro amin’ny fanaovana ny asa aman-draharaha eny an-tsaha. Ireo zanaka am-pielezana manao ny fambolena maro, na ireo lazaina fa... |
Pedagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N |
Manampy ny mpampianatra amin’ny fanatontosana ny fampianarana ny fandaharam-pianarana. Toy ny fampianarana ankapobeny, dia manana ny fandaharam-pianarana azy manokana ny fampianarana tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana. Misy ny lasitra iraisam-pirenena enti-mandrafitra ny fandaharam- pianarana, ka miainga amin’izan... |
Faharoa, dia ny fitrandrahana ny gazety no natao rehefa avy nozarina nikirakira azy ny mpianatra. Nojerena teto ireo zava-dehibe omen’ny gazety ny mpamaky azy. Nosinganina tamin’izany ny famolavolana ny maha-olona sy ny maha-olom-pirenena. Nizara telo ny fanazarana niainga tamin’ny zava-misy eto an-toerana, avy eo ny m... |
Dia noraisiny avokoa ireo fitaovana an-kiroa tsy miala am-paosiny ao mpanaraka azy tsy mandao dia penina sy taratasy ho famehezana irony izay mety ho fihetseham-pony. |
Raymond i. R vaovao frantsay malagasy t-57, lah-2894 , 16 11 1951 |
Fa ny fomba fitenenana, ny angano, ny ankifidy, ny ankamantatra sy ny ohabolana no maneho izany 4. Ohatra lasan-ko vavany toa haron-tabebaka malaza tsy ihinanana toa vilian-tsahona ny famoronan’ny ntaolo ny ohabolana izany dia miainga amin’ny fandinihana ny manodidina, tsy izany ihany anefa, fa ao koa ny fiaingana amin... |
Mba kôzikôzio ihany dadan’lah. Andn 1 183 |
Ity ny reniko. |
Mpanolotra rasolofoarivony hasinantenaina narimampionona |
Misy tokoa ny dingana fototra arahina manoloana izany rafitra combi izany mba entina hanatsarana ny asa izay tanterahina amin’izany, manoloana izany ary dia andeha hojerentsika ao amin’ny zana-pizarana voalohany ny fametrahana ny tanjona ankapobeny, manaraka izany kosa dia ny tanjona manokana amin’ny asa, fahatelo fara... |
Karazany am-bava, an-tsoratra 2- sokajiny l fandresy lahatra |
Fisaka ny marina ka sarotra tadiavina voahitsaky ny vola izay tsy maintsy toavina! |
Tsy hoe boloky ianao tsy trondro an-drano koa ka dia hilomano anaty ! ? Honahona |
Ratsimba georges mpampianatra |
Anjara asan’ny mpampianatra ny manao domiverina eo anatrehan’ny valin- teny na fihetsika ataon’ny mpianatra ka toy ny fihetseham-po teo ihany dia mety ho miabo izany na ho miiba feed-back et tsy ho tontosa anefa ireo zavatra rehetra voatanisa ireo raha tsy misy fanomanan-tena maty paika ataon’ny mpampianatra. |
Eto dia ela ny firosoan’ny toe-javatra tantaraina, miolakolaka pasitera, fa tsy mivantana. Mba hanalefahana ny fomba filaza hoe aza tenenina amin-drajao izany dia ampiasainy ny famenon-kevitra mba tsy handratra an-drandrenja ny hafenoany samy ampiasain’ny mpanoratra sy ny mpanatontosa ny fehezanteny fohy sy lava. Azo a... |
Ny nefaravelo a |
Moa hadisoako ve ny mbola hanantena ihany, nefa koa nangina foana fa tsy nanambara izany fitia tsy mifamaly manko, sao tsy izay no sitrakao rehefa tsy anjara ihany, aoka ho rava dieny izao. |
Fomba fiasa manome lanja ny famerenana amin’ny fampianarana ny mpianatra marenina dia zava-dehibe ny famerenana. Io mantsy no fitaovana manampy ny mpianatra amin’ny fitadidiana, ary manaitaitra ny sainy mba hahatsiaro ny lesona efa vita. Araka ny fanazavana nomen’ny mpampianatra, tsapa ho mora manadino ny mpianatra mar... |
Sokajin-teny ohatra heviny malalaka ny ahitana azy |
Lahy sy iray vavy. Mipetraka ao amin’ny lot vl prés 35 ter ampamantanana androndra antananarivo 101 madagasika izy, izay toerana misy ny orinasany ihany. Nianatra sy niofana manokana momba ny teknikan’ny haino aman-jery izy talohan’ny nananganany sy nitantanany ny orinasa scoop digital. Niasa tao amin’ny top système i ... |
Questionnaires auprès du personnel de la tpflm |
Porofoy tsirairay avy ao amin’ny lahatsoratra àry ireo voatanisa ireo. |
E! Ny lalam-boninkazo feno felana madera 15 toa tsy teny no nihazo ilay maraina soa nianjera |
Ii.4.6.3. Fitantarana hoenti-mandresy lahatra |
Niova hatrany ny mpitondra ny firenena isaky ny nisy tolom-bahoaka teto amin’ny firenena. Samy nanana ny pôlitikany ireo mpitondra ireo. Tsy nahomby ny fomba fitantanana nampiasainy avy, ka taona vitsy monja no nitondrany, dia naongan’ny vahoaka izy ireo. 2 2 2 ny vokatry ny tolona teo amin’ny lafiny fiarahamonina sy k... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.