text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny fanabeazana atolotry ny mpanoratra ankolaka ho fanarenana ny lesoka matoa mamotsipotsitra ireny trangan-javatra samihafa ireny iharilanto patrick andriamangatiana, dia misy fanabeazana tiany hatolotra ny mpamaky ao, na dia tsy nolazainy mivantana aza izany. Izany fanabeazana izany dia nataony ho an’ny sokajin’olona ... |
Cette croyance en un séjour des morts à ambondrombe est commune aux merina et aux betsileo. Ce culte des ancêtres représente la religion de cette époque. Celui que pratiquait les vazimba était plus simple. Les demandes ou v ux étaient seulement accompagnés du sacrifice d’un b uf, d’un mouton ou d’un poulet, selon la ci... |
Maro ireo karazana fitaovam-piadiana izay nampiasain’ i solomona ho anoharana mba handokoana ny fiteny. Amin’ny alalan’ny fanoharana hatrany moa ny sarin-teny ampiasainy amin’izany. Manaporofo izany ny fisian’ireto toko sy andininy ireto toy ny adala izay manely afo sy zana-tsip ka ary fahafatesana, ohab 26 18. Dia toy... |
Fils toussaint maheu, y crevait maintenant et ses petits fils, et tout son monde, qui logeait en face, dans le coron. P5. Plus précisément toute une génération de cette famille y passe en allant des petits jusqu’aux grands. A 1 b la promiscuité du logement cette misère est aussi perçue à travers l’opposition entre l’en... |
86; 90; 93; 94; 95; 99; 100; 102; 103; |
Pédagogique du premier cycle nampanao cours pédagogique tamin’ny fitata tao ihany. Niandraikitra ny radio scolaire, fandaharana amin’ny teny malagasy mitondra ny lohateny hoe dinika ho an’ny mpampianatra, ny sekoly sy ny zanantsika, matière littéraires aux primaires fitsipi-pitenenana, fanabeazamboho, fanazarana hiteny... |
Fanankinana ny fiainana aminy |
Ireo mpiara-mianatra, ny fianakaviana, ary ny tapaka sy namana, nanaitaitra anay mpamily tsy hatory na hilalao an-dalana be loatra. |
Hiraiko ny lanitra somambisamby ianao no nanjary anilako etoana kaloiko ny erika tonga mamangy ianao no tsaroako mamikitra foana. |
Fahalalana tiana haorina ary mamorona sahanasa amin’izany, ahafahana manetsika sy mampandray anjara ny mpianatra. Araka ny fandinihan’i tardif, mantsy, ny mpampianatra dia mpieritreritra, mpandray fanapahan-kevitra, mahafehy ny fahalalana, filamatra , mpanelanelana 1992 303 74. I rogers ihany koa dia mamaritra fa ny an... |
Ny anjara toerana omen’ny mponina ao antanetibe mahazaza ny akoho gasy |
Ny fon’ny olona raha ny havany akaiky no ianjadian’izany. Rehefa misy olona tsy tiana dia ozonina ho levona izy. Ohatra 216. Matesa faingana ty! |
Raha hidirana misimisy kokoa ny fe-potoana ivelaran’ny tantara sy ny fitantarana, refesina amin’ny takila nandraketan’ny mpanoratra azy, dia toy izao asehon’ny fafana etsy ambany izao fe-potoana ft1 ff1 takila misy azy toe-javatra tantaraina 2 taona 03-17 ny fiainan’i tsiry tao amin- dramily 1 andro 18-20 nirenireny, t... |
Anisany manampy betsaka amin’ny asa fikarohana ny manadihady olona maro mba hahalalana ny tena zava-misy ao amin’ny tontolo dinihina. Miseho matetika eo amin’ny fiarahamonina iray, na fianakaviana iray na ny mpiara-belona ny tsy fitoviam-pijery manoloana ny zava-miseho. Amin’izay fotoana izay, mandray izay tandrify sy ... |
Qu’est ce que la littérature ? Edition gallimard, paris |
Famintinana karazana literatiora najoro tamin’ny karazan-tsarin-teny maro ny tdt. Ny fitiavana no vontoatin-kevitra ao, ary mifototra amin’ny fiarahan’olon-droa izany. Azo amakina azy ny maha- tantara azy, nefa tsy latsa-danja amin’izany koa ny maha-hira azy ireo ventin-kevitra rehetra hita ao dia voasarona ao anaty sa... |
Fafana iii ny mpandray anjara ao amin ny tantara fahatsiarovana nangidy |
Raha fehezina izay rehetra izay dia hita fa tena nanana ny maha- izy azy tokoa i samuel ratany teo amin’ny filalaovany ny vanin’andalana. Mifameno ny hevitra amam-pihetseham-po tiany havoaka sy ny fomba nanehoany izany. |
Fasan’andriantsimitoviaminandriana ao ambohimiadana manjakandriana i-3-3- ny tantara nanamarika ny kaominina6 ny taona 1902 no niforonan’ny kaominina manjakandriana ary andriamatoa randriamamonjy no nitondra voalohany tao. Efa nifandimby nitondra tao ny goverinora madinika sy ny officier d’etat civil tamin’ny voalohany... |
Ny fiaraha-miaina mivantana amin’ny vondron’olona ifotoran’ny fanadihadiana na ny observation participante no mampiavaka ny antrôpôlôjia mitaha amin’ny siansa hafa. I malinowski no nampiditra azy ity ho fomba fiasa amin’ny fikarohana antrôpôlôjika. Ka ny fiarahana mientana sy fandraisana anjara ataon’ny mpirotsaka an-t... |
Dia manontany ianao iza no mahery? Ny aotra sa ny iray? Samy mifamono ireo tarehimarika ka misy iray very rehefa mifameno dia samy mifanjono. Dia tahaka izany ihany koa ny roa sy ny sisa |
Maro ny boky izay be mpankafy fa mamiko loatra ity boky ity izay novinidin-dry dada sy neny ary nianarako namaky teny ! |
Satria tiako ianao an-kira |
Tanora indonezianina, izay niezaka nampiray ny mponina tamin’ny alalan’ny fampiasana tenim-pirenena. Teny filamatra tamin’izany ny hoe satu nusa, satu bangsa, satu bahasa izay azo adika tsotsotra hoe firenena iray, vahoaka iray, fiteny iray. Antony roa lehibe no nahatonga anay hisafidy io lohahevitr’ity asa fikarohana ... |
An-dalana 15. Raha tenenina fohifohy ny ambaran’izany angano izany, dia toy izao ny vehivavy no tompon’ny fahefana teo anivon’ny tokantrano tany am-piandohana. Naharafitra trano tataro tsihy hisatra mantsy, hono, rafotsibe, fony mbola tsy nisy trano nitoerana. Ary dia niantrano tao aminy ilay rangahy. Nanao ezaka lehib... |
Tsara homarihina anefa fa ao anatin’ny sokajy tsirairay dia ahitana zana-tsokajy maromaro. Nohamarinina tamin’ny alalan’ny isa mifanandrify amin’ny laharana misy azyny zana-tsokajy tsirairay. Raisina ohatra raha hijery toka voalohany, ny isa 1 nomarika nentina nanamarika izany, isa 2 marika faharoa. Mitovy amin’izany a... |
Efa nakambana ho mpivady ianareo roa, ary dia ho nofo iray ihany ianareo mandrakizay. Miteraha fito lahy sy fito vavy ho fara sy dimby. |
Tsy mionona amin’ny fanambatambazana ny vahoaka fotsiny aza ny mpanao pôlitika mba hahazoany fahefana, fa misy ireo mampiasa vola be mihitsy. Toy izao ny anehoan’i botsaiky izany efa ela hatramin’ny andron’ny ngeza rabefihavanana no niady seza fa nianatra mafy ny ho be fikafika mba hiroso hatrany amin’ny pôlitika |
Aok’izay ny ranomaso fa tsy hampiverina azy akory ineny anie tsy handeha hankaiza fa hifindra sy matory. |
Tsy hiala eo amin’ny ohabolana sy ny fomba fiteny isika amin’izany saingy tsy hohadinoina koa ny angano izay fototry ny fahendrena malagasy sekolin’ny ntaolo sy ny tantara teo amin’ireo mpanjaka nifandimby. |
Ity no tsarovy ry elatra tiako tsy nenina akory no nitomaniko fa fomban’ny tany iny ka mba nasiako . |
Nihena ny tahan’ny voka-bary sy ovy tao an-toerana; niakatra kely kosa ny vokatra mangahazo noho ny antony ara-toetr’andro. Tsy ampy ny filana ara-tsakafon’ny mponina anefa ireo. Maro ny antony mahatonga izany efa voalaza tary aloha ny amin’ny olan’ny régulateur d’eau sy ny lakan-drano ka mampijaly ny olona amin’ny ran... |
Présenté par rakotomandimby jo line |
Tsoa-kevitra ny fampiasana ireo mpanampy ireo, dia manana ny lanjany tokoa eo amin’ny fanabeazana. Ny zavatra voarara sy voasakana matetika, na ho an’ny tsirairay izany, na ho an’ny fiaraha-monina, na ho an’ny firenena, dia azo heverina fa tsy tokony hatao. Mety ho zavatra harovana ihany koa, ary dia izany no nandraisa... |
Tsy nisy ny fiaraha-misakafo sy ny korana, fa nifarana teo amin ny fanomezana tsodrano ho azy roa fotsiny. |
Sekoly fanabeazana fototra epp folo, any toliara, mahajanga, ambatolampy, lisea roa toliara sy alasora fampianarana asa telo; toy ny zaitra sns any ambatondrazaka, alasora, fianarantsoa trano fitaizana zaza kamboty na orphelinat iray any mahajanga dispensaire iray any zomabealoka antananarivo |
Ny fiangonana f. J. K. M. |
Aho, no dia ny lohataona fipoiran’ny tsara sady ivelaran’ny soa, no miova ho fela-tanana manala ny voaly efa nasaroko ny ala-heloko? Saika hanome tsiny ny lohataona aho, anefa nihahotra fa nisy feo nibitsika tao anatiko tao, ka nanao hoe aoka! Mangina! Borahy io entan-kely nalefan’ny eritreritra ho fiarahabana anao ami... |
Niry-solosoa 17.01.11 amin’ny 8 ora sy fahefany maraina |
Ny endrika fampiharana azo lazaina fa tena nahitam-bokatra mikasika ny pragmatique dia ny paika fanehoana tohan-kevitra théorie de l’argumentation linguistique izay novahavahan’i o. Ducrot sy i j-c. Anscombre2. Ho azy ireo, ny fanehoan-kevitra ataon’ny olona iray dia mitondra ho amin’ny fampanekena izay mihaino azy, la... |
Nanome tsiny an andriamanitra sy nandà mihitsy ny fisiany, ohatra, ramatoa razay rehefa tsy nahazo taranaka handimby, kanefa nony nahare ny fiangaviana azy hitaiza ny zanak i sahondra izy, dia nisaotra an andriamanitra indray. |
Ny tohan-kevitra maneho fanoharana na fifanahafana araka ny mpandinika reboul, ny fampiasana ny lalan-tsain’ny fanoharana dia fanamboarana ny fandaminana ny zava-misy vokatry ny fitoviam-pifandraisana38. Misy toe-javatra roa samy manana ny manavaka azy avy eto, kanefa ezahina hampifandraisina hanohanana hevitra iray; n... |
Ny 148 , 149 ary 150 dia ahitana fampitahana ny olona ompana amin’ny olon-dratsy. Mpanao ny ratsy avokoa na ny mpamosavy na ny mpangalatra na ny makorelina saingy ny zavatra ataony no samy hafa. Mety tsy hanana izany toetra izany ny olona itenenana eto saingy oharin’ny mpiteny amin’ireo ny olona itenenany mba hanaratsi... |
Ny soatoavina eo amin’ny mpitarika |
Telo loha no azo amaritana io zava-kendren’ny lahatsoratra mampahalala io natao hamaly ny saina te hahafanta-javatra izy, koa noho izany dia manampy fotsiny ihany ny angom-pahalalan’izay mandray azy. |
Ny traikefan’i dada mamirifiry mafy ny hatsiaka. Mahery fiantefa ny tafiotra, arahin’ny herika hariva. Efa mitehika ho maizim-bavavilaly sahady ny fotoana. Mahalana sisa ahitana mpandeha eny an-dalam-be. Ririnina tokoa ny andro. Fa ao anatin’ny trano iray tsy lavitra ny arabe kosa; tapa-dabozia kely efa madiva ho lany ... |
Destinataire miaro |
Ny fotoanan’ny fitantarana ff2 |
Araka ny fanadihadiana nataon’ny ministeran’ny rano sy ny ala tamin’ny 2000 dia mahatratra 1, 2 tapitrisa hektara ny ala sy ny tanety no may isan-taona 12 tapitrisa hektara sisa ny ala tavela 89 |
Voalazan’i dodwi rajaofetra ao amin’ny dia hanoratra aho koa |
Famintinana ataon’ny mpampianatra mamintina am-bava ny vanim-potoana efa hita tao amin’ny ambaratonga teo aloha ny mpampianatra. Natomboka tamin’ny literatiora am-bava izany, ary nofaranana tamin’ny taona nahazoana ny fahaleovan-tena 1960. |
Ambohimandry 408 12 0 114 21 0 |
Tsy namaly 1 |
Mémoire de master |
Ny ririrniko izao efa tonga, 10- ny voloko maitso efa fotsy, dia ketraka ilay feon’amponga, nidoboka mandrotsirotsy . |
Himasoana ihany koa ny hampahafantatra amin’ny mpamaky fa tena zava- kanto vita amin’ny teny ny tononkalon’i eliza freda sy i samuel ratany, ka ny fifaningoan’ny hevitra sy ny fanehoan-kevitra no tena hoezahina havohitra. |
Nohararaotin’ireo jiolahy izany. Tany toamasina ohatra ao amin’ny rmp dia nisy ny fandoran’ireo jiolahy ny hotely sy ny trano fonenan’ny malagasy namany. Nandritra izany dia nisy ny antsoantso sy ny fihantsiana ady. Toy izao no anehoan’ny mpanoratra izany tak 53 kanjo injao nisy antsoantso avy any amoron-dranomasina an... |
Fizahan-takila lisitry ny fanafohezan-teny lisitry ny fafana. Lisitry ny kisary lisitry ny sary fizahan-takila 0- teny fampidirana 0.1. Ny sehatra nirotsahana. 0.2. Ny fikarohana efa nisy nanao momba ny sarimihetsika 0.3. Ny anton’ny safidy. 0.4. Ny tanjona kendren’ny asa fikaohana 0.5. Ny petraka olana sy ny petra-kev... |
Ny elanelana eo amin’ny hairaha kendren’ny fampianarana ny taranja teny sy ny hairaha hetsehina amin’ny asa ampanaovina ny mpianatra ary ny hairaha tarafina amin’ny zana-taranja teny malagasy hojerena ny fifandrifian’ny hairaha kendrena amin’ny fianarana ny teny malagasy sy ny hairaha hetsehina amin’ny asa ampanaovina ... |
Chiffre d’affaires -3 379 263,52 |
Fy fa ity hiboika toy ny rano velona ary tsy ho antaravelona ny fidahik’ito vatana rehefa injay mangotatana ny fiteleman’ny fasana. Tsy mbola hoe andrasana fa efa ao ireo sombiniaina zanaka azo antenaina hitadidy dinik’hafatra. Ary izao vao tena lafatra fa tsy terena na iniavana ny tena fin’ny fitiavana |
Tsy mitovy intsony ny foto-kevitra itondrana ny fiainana. Taloha, ohatra, dia mifanotrona ny mpiaramonina na ny fianakaviana rehefa misy famadihana, miara- manasina rehefa tsinam-bolana, tsy hita intsony izany taty aoriana satria samy manana ny finoany ika ny sasany tsy manatrika intsony, ny sasany mandeha ihany fa toa... |
Ny fari-piainana |
Sary2 tanànan’ambohitsarabe |
Ny enti-mody |
Boky i tak 127 |
Fanampin’izay voalaza izay, mandray an-tanana ny fiainan’izay mino azy ihany koa andriamanitra. Tsy mamela ny mpanara-dia azy ho very izy. Izany hoe, manitsy ny dian’izay mino azy. Eto an-tany mantsy, be ny fakam-panahy mety hisarika sy handavo ny olombelona. Tsy ho resin’ireny anefa ny olona tantanan’andriamanitra, sa... |
Resaka nifanaovana tamin’i mompera rakotonandratoniarivo guillaume, tonian’ny lahatsoratry ny gazety lakroan’i madagasikara tamin’ny 11 ora antoandro, tao antanimena antananarivo, ny 18 jiona 2014. 259 arikaomisa randria, kitroka, op cit, tak 69 260 boky i, analandolo, fiz 38, tak 32 261 boky i, adala sitrana, fiz 15, ... |
Miara-miasa akaiky amin’ireo sehatra iankinan’ny aim-pirenena toy ny fahasalamana, fampianarana, fambolena, fampandrosoana ny eny ambanivohitra mampihatra ireo paika ady napetraky ny pnn izay nilazany fa andraisany anjara -manao izay hahatomombana ny asa eny am-potony ary mampivelatra ny 3p11 |
Ny media mafana |
Hatrizay tadiavina nirina sy notiavina; tsy olona ankiray no dodona sy may, fa kintana alinkisa, |
Zava-kanto vita amin’ny teny. Editions ambozontany |
Santionany amin’ny fiainan’i asiniony amin’ny maha-olon-tsotra azy izay nambaranay izay. Andeha hofakafakaina kosa ny fiainany amin’ny maha mpanoratra azy . |
Indro lehilahy iray 10 izay mitrotro haron-kely ; he mandraoka sy mandray ka mamafy sy manely. |
Bitsihiko aminao, ry lisy, fa feno fandrika ny tany! Ny mpankahala mety hisy, ka mitandrema sao dia tiàny! |
Hita fa ny mpampianatra ny taranja ankapobeny no maro an’isa. Tsy hoe ny taranja ankapobeny no maro noho ny taranja tekinika, fa noho ny tsy fisian’ny fandraisana mpampianatra raikitra sy ny tsy fahampian’ny mpampianatra dia voatery nandray mpampianatra mpanampy ny sekoly. Mpampianatra any amin’ny sekoly hafa izy ireny... |
Fiandohany fivoarany fiafarany 7 ny fahorian’i sahondra vao nanomboka nitokan-trano. Fomba fitondran’ny mpampiasa an’i sahondra tao ampiasany. Tsara tarehy ianao ! Hoy ingahy p miramirana ihany sy nitehika ny sorony tamin’ny felatanany havanana tak 96, i fisavorovoroan’ny fiainan’i sahondra. Nianjady tamin’i sahondra a... |
Tak.107-108 |
Hery ts y hay toherina tsy izy roalahy ihany no nizaka ny fijaliana vokatry ny vaky fasana nataon’izy ireo, fa narary mafy koa rainibozaka natao daholo izao fitsaboana rehetra izao, kanefa dia herim-po very maina izany. Toa vao mainka nihombo aza ny aretina. Sempotsempotra tsy avy miaina. Niangavy an-drasoahary nenitoa... |
Fitaovana enti-mampianatra |
Efa ao amin’ny kilasy famaranana anefa ireo mpianatra ireo, ka tsy tsara izao. Ankoatra izany, tsy voahaja ihany koa ny ambaratongam-pivoaran’ny fanontaniana tokony hisy fitanisana aloha, avy eo fandalinana, ary farany, fikarohana na famoronana mihitsy aza. Tsy ahitana izany ireto andiam-panontaniana ireto. |
Manontany lalana demander le chemain asking direction |
Ny renifeo anivon-teny no mitamberina. Antsoina hoe allitération izany. Toy izao ny fisehon’izany ao amin’ny safobemantsina 189. |
Jeune relation dans le couple |
Total 12 5 34 49 16 114 17 217 61 6 18 61 610 |
Ny fahatsapana izany lanjan’ny fomba filazan-javatra na stylistique izany no anisan’ny nanosika anay handalina azy. Ankoatra izay, mitaky fahaiza-maneho hevitra ny asa fampianarana nanofanan- tena satria iray amin’ireo zana-taranja ao amin’ny fandaharam-pianarana izany, indrindra ao amin’ny ambaratonga faharoa. Raisina... |
Ny firodanan’ny repoblika fahefatra tany frantsa36 nanomboka niala aina ny repoblika fahefatr’i frantsa, tamin’ny taona 1958. Nananontanona ny ady an-trano, ka nanita-kevitra ny mpitondra mba |
Ny tsenan’omby malaza ao sabotsy ambohitromby |
Le pape ne veut et ne peut remettre d’autres peines que celles qu’il a imposées lui-même de sa propre autorité ou par l’autorité des canons. |
Alefa anatiny ny tany eo amin’io zoron-trano alahamady io, zoron-trano eo avaratra atsinanana, fa tsy avoaka rehefa miroso amin’ny fihadiana ny fototra. Eo amin’ny zoron- trano atsimo andrefana na zoro adimizana kosa, dia avoaka any ivelany ny tany. Heverina ho ratsy sy ihandronan’ny ratsy mantsy ny atsimo ary any no f... |
Dia samy mpamitaka tsy azonao |
Zava-dehibe ny fanajana ny fomba amam-panaon’ny hafa rehefa hirotsaka an- tsehatra handalina fiainam-piarahamonina. Efa nomena tato amin’ny ens ny torolalana sy ny paika rehetra mahakasika ny fomba na dingana amin’ny fanadihadiana fiarahamonina nandritra ny fanarahana fiofanana. Azo tsapain-tanana ny fahombiazana, satr... |
Ahitana taratra izany ao amin ny tononkalo hoe ranomasom-pandresena 29. Tsy maty satria amin ny maha kristiana azy, dia mino izy fahalalana hizorana ho any amin ny fiainana mandrakizay ny fahafatesana, satria izay mino an i jesoa kristy na maty aza dia ho velona indray, ka izany no mahatonga ny kristiana ho sahy hihant... |
Hasiako sandra-kalo handrontsina isan’ora, mba hampahazo vahana ’lay hevitro nandalo somary goragora maniry fahafahana! T26 183 |
Koa raha ny fananan-tsiny no loza mandondona antsika, dia ny fihavanana atao, ny firaisan-kina hajao mandritra izao dinidinika izao. |
Araka izany, rehefa tojo olana ny olona dia mazana mila ny hafa hamborahana ny zava-manjo. Izany tokoa no hananan-kavana, miara-paly amin’ny androm-pifaliana ary miombona alahelo amin’ny fotoan-tsarotra. Ohatra nifampila hevitra ny fianakaviana tao ambohijafy rehefa nanao hadisoana rasolomanana sy razanajaza. Nantsoina... |
Ces entretiens exploratoires et la revue documentaire ont permis de préciser et de cadrer notre étude, de dégager les objectifs et d’élaborer un questionnaire d’enquête. |
Mifandray ny zava-misy ara-kolontsaina sy ny tantaran’ny literatiora. Ny singan-kolontsaina rehetra mantsy dia raiketin’ny literatiora avokoa, amin’ny alalan’ny fandinihana ny firehana ao aminy fomba amam-panao, finoana, fiheverana ny tontolo mivoatra araka ny toerana, fotoana, fiarahamonina, ny tsirairay, ny kolontsai... |
Ambanilalandrano 33 4,5 |
Nisetra olana izahay teo am-panatontosana izao asa izao. Teo aloha ny tsy fahampian’ny fotoana nitrandrahana ny akora. Voafetra ho herintaona ny fotoana nanaovana ny fikarohana, noho izany dia tsy nisy fotoana nivalaparana nifampiresahana tamin’ny mpanoratra sy ny manodidina azy. Nanahirana ihany koa ny fitadiavana olo... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.