text
stringlengths
10
11k
Régis rajemisa-raolison, rakibolana malagasy.
Tsy vitsy ireo mpikaroka izay nanao asa famakafakana niainga avy amin’ny ohabolana. Santionany amin’izany ny nataon’i ramarolahy, rakitry ny elan’ny ntaolo malagasy, imprimerie catholique, antananariivo, 1972 misy ihany koa ireo niezaka nanasokajy ireny araka ny lohahevitra fonosiny. Azo asongadina amin’izany ny notont...
Critères qualitatifs
Mba satriko loatra e! Tsy vazivazy 10- hitoetra eo aminy, hamboatra azy; matetika anefa aho tena voatery hamoy azy iny tahaka zay very!
Interrogation oratoire mahatonga ny mpamaky handray anjara amin’ny asa famoronana. Maneho ankolaka fa tsy ilàna ny hevitr’ilay solemita, ny olana vaovao miseho.
Ny serasera amin’ny ankapobeny hasin-javatra maro no hasongadina ato amin’ity zana-toko ity. Anombohana izany ny famaritana ny voambolana, ny siansa mandalina ny serasera, ny teny sy serasera, ary farany, ny lanjan’ny sary eo amin’ny serasera.
Ireo hadisoam-panantenana tao amin’ny malagasy izay niandrandra fiainam- baovao no fonosin’ny teboka telo, eto. Resy ilay hetahetam-panovana tao amin’ny vahoaka. Ny tena nanohina ny fon’ny mpanoratra dia ny tsy fahafantarana izay olona sahy nihetraketraka ary tena fahavalom-pirenena. Ny teboka telo, mampisaintsaina ny ...
Rehefa midona ilay fara-fotoana ho fara-famoizako ity tany ity ny zava-tadiaviko dia ny hihaona hihaona aminao, raiko tia mby ary. 446
Anarany ka i aly no iantsoako azy.
Eo amin’ny ohatra tafadhali sy azafady, mifamaly amin’ny aotra ny renifeo swahili t , dia nisy ny fifamadiahan-toeran’ny f sy d fanovan’ny
Ny omby maty menaky ny vilany. Menaka manta, menaka lapoaly; mangodohodo lalana alehan’ny zandary deuxième birao tsy mitana marary. Ny olombelona samy manana anjara. Ao ny maty aloha ao ny maty afara
Ranaivoarson, op. Cit. , tak 79 tsapan’ny mpanjaka ny fankafizan’ny vahoaka ny fampitaha ka noraisiny sy nampiasainy ho fanangonam-bahoaka amin’ny andro anaovany kabary 66 ranaivoarson, op. , tak 71. 67 d. Mauro, op. , tak 360 le hira gasy est aussi thérapie en ce sens qu’il exprime, dédramatise et contribue à la résol...
15 31,92 12 25,53 12 25,53 ps 5 0 0 3 12,5 7 29,16 10 41,67 4 16,67
Mpianatra. Iray fanontaniana fampiasana
Ny fijerena ny zava-misy
Tena oroka mamadika mikotrika ny fialonana. 25 lasalasa tsy tsaroana ny orokoroka fanao f’ao am-po miteny foana fahavaloko ianao
Ny zana-taranja iray ao amin’ny haiteny no niantefan’ny safidinay dia ny stylistique fandinihana fomba filazan-javatra no atao amin’izany, ka mandray anjara betsaka ny sarin-teny, amin’ny maha-fitaovana nenti-naneho ny hevitra sy fihetseham-po azy ireny ao amin’ny hira maintimolaly. Midika izany fa ny tena imasoana aty...
Nyhita miharihary tsy mbola mba manomboka angamba maty momoka ilay paika efa nomanina
Ry ora toa mamitaka , tsy mba tratry ny antso akory dia mivioka any ho any sy mihelina mahory ; 15- e ! Ry namako variana, misonenika eto izao, mitongilana, ry lahy, ny masoandro tazanao.
Claude randrianantenaina, tontolo isainana, 1991
Directeur du mémoire madame solo-raharinjanahary raharimalala anatolie professeure titulaire
Ny zava-tsy tantiko indrindra, zalahy, tsy lanin’ny foko, tsy tian-ny fanahy dia ireo adi-rima fanaon’ny bandro maraina , atoandro 10 sy maty masoandro.
Vàdika vadibàdika vadihana
Au sein du saf, la séparation des taches n’est pas très frappante en matière de gestion financière et comptable. Les gestionnaires comptables assurent toute la phase de traitement comptable de la préparation de décaissement, la régularisation, jusqu’à la comptabilisation sur un logiciel comptable de ce fait, les fraude...
Ny taona 2009 ireo sekoly miankina amin’ny fanjakana ireo dia anahitana mpampianatra mpiasam-panjakana 2 977, sy karamain’ny fikambanan’ny raiamandrenin’ny mpianatra 2 850.
C’est un organe d’approbation des grandes orientations stratégiques définies préalablement par le ca, le statut organique et les éventuels amendements suivant les propositions du ca. Il approuve également le programme et le budget prévisionnel du saf, les rapports moral et financier présentés par le ca. Une partie du m...
Ray aman-dreniny
Fafana 12 ny mpanolotra milaza toerana amin’ny teny malagasy
Fandinihana sy fampitahana ny fahendrena ;
Sedra tsy ratsy ange i rojo e.
Ny orony petaka sy ny molony matevina mimolo-tsenegaly. Tak 12
Dia mana isan’ andro
Mpitantana razafindravony harisoa juliette
Raha ny salan-taona no jerena, dia tokony ho eo amin’ny faha 13 taonany eo izany. Misy ihany ny lasa aloha, ary mety hisy ny ho tratra aoriana kely. Rehefa manao ahoana àry izany ny olona iray vao azo antsoina hoe tanora na zatovo? Araka ny famaritan’ny larousse ny tanora dia olona tsy mbola maro taona niainana. Olona ...
Fety m nahoana no avondrona ho fokonolona isika? Ed salohy, tak 57
Ny lanjan’ora anaovana ireo lohahevitra isan-kilasy
Eo alohan ny zana-peo a
Summary often the genses confound the merina dialect spoken on the tray haut with the malagasy official spoken in all form of administering to madagascar. Besides, the concentration of the official administering services to antananarivo leads the genses to think that that is his dialect, the merina, there is used. That...
Ny vainga toerana maromaro ihany ireo vainga toerana hita ao amin’ny tononkalo. Hodinihina manokana ireto noho izy misy rohy taratra amin’ny lafika tokana i madagasikara, ny tanàna, ary ny lalana.
Nitetitety tavirana e voromintina namonjy tany matsinjo ramalala alina ny andro e ! Miakara anô ramalala nitetitety tavirana o. T.48 tomany zanako ity tomany zanako ity tsisy mpanambitamby atero amin’ny iabany aka y tsisy amboarako bal viavy kris e alaka anô diako ô tokatoka tonga teto i lekamisy e nody nandry alakamis...
Victor hugo
Ny zafindraony ao amin’ireo lahabolana hiraina ireo koa ny zafindraony izay fototr’ity asa ity, ary hohadihadiana ao amin’ny fizarana faharoa. Amin’ny ankapobeny dia tononkira nalaina tao amin’ny soratra masina ka nohiraina tamin’ny ngadon-kira malagasy ny zafindraony. Fampirisihana sy fitarihana ankolaka ny olona hiva...
Bina 3 dinitra 1
Raha lany ny toaka ka tapitra ny fihinanana ny anahandro saotra dia samy mandeha mamonjy ny torotra ony indray ny vahiny rehetra tao an-dapa ary samy mihinana
Raha nanameloka azy ho jiolahy raindahany amin’ny famonoan-tena ny ankamaroan’ny olona, izaho kosa nanasokajy azy ho mpilatsaka an-tsitrapo tojo kizo rako-tsilo ka hany hery, rehefa samy tsy ho tafavoaka ihany, nifidy ilay marani-doha indrindra mba hiantsapazana hanafaingana ny safidy na fiainana na fahafatesana. Tojo ...
Universite d’antananarivo ecole normale superieure formation initiale c. E. R. Lettres malgaches
Malo-tava t15 1 1 hirifiry t81 1 1 mitoreo
Ny lahatsoratra
Angola fa tena zava-dehibe tokoa angaha ity holazain i nenibe no toa 180- hafahafa mihitsy anie izany fijeriko an i nenibe izany e. Toa ohatra ny olona mitaintaina izany nefa ny tarehy noravahina manjamaso sy lokomena, fa misy inona e?
Havatsa-upem
Ii.3.1.1.4. Ny mpanoritra i afaka mamaritra anaran’olona, biby na tany ny mpanoritra i. Ohatra masiaka i lita, very i fitamena, tiako i madagasikara.
Any ny ondry tavaratra, ry rahalahy.
Ankoatra ireo dia nindramin’ny mpanakanto ireny anaran-toerana fahita amin’ny angano sy haintenin’ny ntaolo ireny, toy ny hoe ankaratra, andringitra, ambohimanoa st 8 .
Souvent sur plusieurs années les conceptions que le romancier se fait de la vie , du sujet du livre qu’il compose de l’écriture, ont amplement le temps de se modifier dans ces conditions 76 resadresaka nifanaovana tamin’i hortanse randriamanantena, ankatso 22 09 16, tamin’ny 10ora
Rehefa avy mamonjy ’’fampianarana tosika’’ izy ireo vao miverina ao amin’ny kilasimandry
Ny vontoatim-pahalalana miandry ny mpianatra any amin’ny lisea fafana 43 mamintina ny fahalalana momba ny literatiora omena ny mpianatra any amin’ny lisea
Nisy ny tsy fetezan’ny pôlitikam-pampianarana izay niteraka ny tolon’ny mpianatra sy ny rafitra vaovao. 1.2.1.1 ny pôlitikam-pampianarana nisy
Voafetra ihany anefa izao asa fikarohana izao , ny momba ny literatiora ihany no voadinika ao. Amin’ny fiafaran’ny asa dia niezaka izahay nanao tari- dalana. Ampahany ihany no natolotra tamin’izany. Lafin-javatra mbola azo jerena manokana ny momba ny riba sy ny haiteny .
Mialy i mamanay no sahaza anao azafady fa hikarakara sakafo aho.
En effet, force est de constater que le nombre d’enfants est un facteur de risque pour la santé maternelle. Plus le nombre d’enfants vivants est élevé, plus la charge maternelle est lourde et plus la mère en subit les conséquences.
Ohatra ry tenin-drazako tak.17 ary moa ho lany tsiro ny herinao raha toa fakaina
Vao fantatra hoe lahikely dia velona ny tsipisandry tsy voalaza azy ireo velively fa ny reniny anie nodimandry
L’école , 5 intelligence , 6 valeur de la tâche , 7 exigence de la tâche , 8 contrôlabilté de la tâche p.94 28 dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i vygotsky taterin’i ivic, 2000 c’est par l’intermédiaire des autres que l’enfant s’engage dans ses activités. Absolument tout dans le comportement de l’enfant es...
Ny fampiharana ny fironan-tsaina amin ny lohahevitra
Misy karazany enina ny seho araka ny namaritan’i adam azy. Hovahavahana mifanesy eto izy ireo ary horaisina tsiroaroa araka izay toetra mety iombonany. 2.2.2. Ny seho ampiasaina amin’ny fandinihana
Ny fitsapan-kevi-bahoaka
Il est vraiment important et intéressant de connaître les différents problèmes causés par le développement sur l’élevage traditionnel et l’élevage qui suit la nouvelle technologie surtout sur le plan économique, culturel et sanitaire. D’après ce qu’on a vu dans la commune rurale d’antanetibe mahazaza, comparé à l’avicu...
Dia mba ovaiko ity eritreritra ka milefa any aminy ihany izaho ve dia maharehitra lahijiro efa ho lany ?
Mizara roa mazava tsara izy ireo dia ny mpiasan’ny fari-piadidiam-pampianarana izy ireo no misahana ny fitantanana sy ny fampandehanana ny fampianarana ao amin’ny distrika. Manana ny rafitra mifehy azy ny fari-piadidiam-pampianarana izay ahitana ny lehibeny sy ny lefiny ary ireo mpiara-miasa aminy. Izy ireo no misahana...
Mari-bola vola miditra
Tamin’ny taona enim-polo, ro nahazoana ny fahaleovantai? A ka nosoratana volamena ô! ! Ho ela velona anie ! Madagasikara tanindrazana .
Teo ihany koa ny lalan-tsaina mifototra amin’ny fifandraisana miako na interaction nampiasain’ny sôsiôlôgy guy rocher. Ity lalan-tsaina ity no nahafahana nitaratra ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ny mpampianatra sy ny mpampianatra , teo amin’ny mpampianatra sy ny mpianatra ary teo amin’ny mpianatra s...
H7 talata alakamisy zoma lesona ny fahefana amam-pitondrana fampiharana fampiharana
Izany rehetra izany no antony ianarana ny famoaboasan-kevitra, na ilay nantsoina hoe famakafakan-kevitra eny amin’ny lycée. Eo ihany koa anefa ny ilàna azy mandritra ny fianarana mbola hatao. Andeha horesahina indray ny momba izany.
Harahin-kilonga izay hahombiazana, dia zaza fideran’izay mitazana sy ho reharehan’ny tanindrazana !
Seheno satria izy rahavaviko! Izay manjo ahy fantany avokoa, toy izany koa izay mahazo azy. Tsy misy afa-tsy izahay roa irery no mpihavana eto ambonin’ny tany, ka nahoana moa izahay no tsy hifankatia sy hifamboraka tsiambaratelo toy izao?
Lahateny mandresy lahatra
Ny fetran’ny asa
Mbola alina izao fotoana mandemy ny hery rehetra tian-kijoroana kanefa indrisy ny fo dia miteny. 20 sento sy nenina fiahina foana.
Ny mbola fananany harena voajanahary betsaka
Ny herinay tsy hiletsy d
Be ny zava- manodoka mila hampiraviravy be ny resaka matavy misy aza miangavy mihitsy anao hanara- dia azy, ka ny hariny avy no isandany ilay fitia.
Ranaivo nangataka azy ho vady aho anaka izy moa tsy nandà ary raibeny koa nanaiky rahateo. Kanjo teo no nitondrako ny ngidim-pitia mafy indrindra. Voahangy fa nahoana ry dada ? Ranaivo zatra loatra ny fiainana tany an-tanàna izy ka nifindran’ny rendrarendram-pitia manadala tany koa. Voahangy mampalahelo izany izy. Rana...
Ireo antony tsy maharaka ny asa fikarohana tokony hatao ny mpianatra, hita tsara koa amin’izay ny asa tena takina aminy hahafahany manao fanazaran- tena irery ahena ny mpanoratra ianarana efa betsaka ny toe-javatra miova, ka tokony hampifanarahana amin’ ny zava-misy sahiran-tsaina ny mpianatra isaky ny misolo ny mpampi...
Le devoir des évêques et des pasteurs est d’admettre avec respect les commissaires des indulgences apostoliques.
Rajaona s , zavakanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak. 67
Ambodivatolampy, fokontany ambalavao granite. Ilan-tendrombohitra. Manana haavo 80 m miala aty ambany; ambodivato, fokontany ambodivato, atsinana’i sisaony. Manana haavo 100 m miala aty ambany tanimbary ; ambatolampy kely, fokontany andramasina granite. Vato eo ambony havoana, anaty tany no misy azy fa kely fotsiny no ...
Fo tokana ihany no fanafodin’ny fo te ho sambatra. Ka ny fahatokian’ny fo izany, dia anisan’ny antoka hahasambatra azy.
Hanao izany asa izany. Andrahana izao asa izao ny fandalinana tsirairay ireo antony telo voalaza ireo.
Ahena arakaraky ny haben’ny zanak’ akoho toy izany ihany koa ny hafanana ao anaty trano ny herinandro voalohany hatramin’ny fahefatra 32 c ny hafanana ilaina ny herinando fahadimy ahena ho 30 c ny hafanana ny herinandro fahenina ahena ho 28 c ny hafanana
Ma tak 145 izaho no yannick connor mizaha tany lian-karena tak 193 mitety faritany samihafa eto amintsika hono ny vahiny vitsivitsy milaza azy ho mpizaha tany, izay mampiahiahy eny am-piandohan’ny tantara, dia tsy fantatra mihitsy hoe olon-dratsy anie izy ireo. Any amin’ny farany vao miseho ny asa ratsiny, tahaka izay ...
Milatsaka ny zana-peo -a amin’ny faran-teny -ka, tra amin’ny laharana voalohany o , faharoa amin’ny tokana ao sy maro areo ary amin’ny voalohany amin’ny maro manavaka ay milatsaka tanteraka kosa izy io amin’ny laharana fahatelo amin’ny tokana sy maro ny sy amin’ny laharana voalohany amin’ny maro tsy manavaka tsika iret...
Ny métalepse dia natao ilazana zavatra an-kolaka, ahitana angolan-kevitra manify misisika mba haningotra ny fo amam-panahy ny mpamaky. Ny alahelo mitarika
Maro ny hazo
Tina izany re ry neny rakalo a! Amidiko daholo mantsy ireo entana rehetra ato an-tranoko, hiala ao amin’io trano io koa izahay mianaka mba tsy hisy hofa- trano. Dia aty aminao aloha izahay mianaka no hipetraka. Rakalo dia ahoana?
Nivory ny fokonolona hiara-midinika ny raharaha rehefa tonga i beny tompon-tsabo. Nanamafy hatrany i beny fa potika tsy misy azo raisina ny fary novoleny rehetra. Niaiky ny fahadisoany rafaly, satria tsy nanaovany vala ny omby. Omby efatra no niveverimberina tao isan’alina ary natory tao mihitsy ka nanapotika ny farin’...
Ny fanabeazana ankehitriny nanomboka tamin’ny andron-dradama i no nisian’ny sekoly voalohany teto madagasikara. Ny 26 martsa 1823 no noraiketina ny fomba fanoratra ny abidia malagasy. Nanomboka teo dia nalefa nianatra nandranto fahalalana tany an-tsekoly ny zaza malagasy. Ny sekoly moa, dia anabeazana mpianatra maro av...
Ao ny andro mangatsiaka, ao ny andro izay migaina, ao ny andro mibaliaka, misy mampiferin’aina.
Avy an- kavanana na an-kavian’ny x ny y ka ny xy yx. Lazaina fa mamaritra ny x ny y raha toa ka manazava an’ny x izy na manampy fanazavana mikasika azy. Mifototra amin’ny lafiny hevitra ny famaritan’ny mpandinika eto ka mila hamafisina amin’ny lafiny anjara asa. Araka ny famaritana omen’i siméon rajaona, mifanandrify a...
Nombre d’enseignants