text stringlengths 10 11k |
|---|
Ragly ah ! Ah ! Ah tena film ity ! Adversaire tsy hita maso ! Ah |
Ny voan-teny tokana sahondra eto no miverina an-dohan’andalana mifanesy. Endrika hafa nampiasan’ i ran e ny filalaovana amin’ny tam-berimm-boan-teny an-dohan’andalana izy ity satria nampilahariny amin’ny voninkazo avoko ny sahondra eo ami’ny andalana faharoa izay maneho ny fanantintranterany ny hakanton’ireto voninkazo... |
Ny tombana tsy maintsy mifandray amin’ny fomba fiaina, toetra amam-pihetsika, fahaiza-mamolaka na fahaiza-manaon’ny mpianatra voatanisa etsy ambony ny programmes dia tsy maintsy manaja ny dingam-pivoaran’ny mpianatra, nefa voahaja hatrany ny zava-kendren’ny fanabeazana. |
Mpino kristianina nanana andraikitra tao amin’ny flm12 ihosy ny ray aman- drenin’i niry-solosoa. Tsy nataony ho ambanin-javatra araka izany ny nitaiza ireo zanany tamin’ny fomba kristianina. Raha vao feno telo taona i niry-solosoa, dia nampidirina hianatra sekoly alahady tao amin’ny fiangonana. Nazoto fatratra tamin’ny... |
Vao bibidia iray, mbola aiza iry andiany no rifatra mandositra ? Mbola lavitra ezaka ny havoana hohanihina ka tsy hahery tosika ? |
Xavier roegiers, in l’école et l’évaluation, de boeck université, 2004, p44 au sens étymologique du terme, évaluer vient de ex valuere c’est -à-dire extraire la valeur de , faire ressortir la valeur de on valorise ce que l’élève produit de positif |
Izany hoe ny laniny havia dia mifanohitra amin’ny laniny havanana. Araka izany dia hita voalohany fa misy ny olona sasany mandany ny hareny hanampiany ny mahantra. Izay no fomba hampiasany ny hareny. Arakaraka ny hanomezany ny fananany ho an’ny mahantra no vao mainka mitombo hatrany izany fananany izany. |
Ny mpiara-monina aminy ihany no namoriky an’ity renim-pianakaviana iray, hevi- dratsy naterakin’ny fialonana noho ny fahatsaran’ny fari-piainan’ity namany ihany. Nanantona an’i soatahy ary ilay renim-pianakaviana mba hangala voina azy, hampandeha tsara ny asa fitadiavany. Toy izao ny vavaka natao tamin’izany eny, manga... |
Fandrao hiorim-paka |
Moa hadalako ve ny tsy namboraka aminao fa nitahiry fitia tao anaty foko tao ankehitriny nefa aho nitomany tena indrisy naniry mba hotiavinao nanantena ny tsy misy. |
Foto-porin-dreniny ty! |
A2 alarobia c d |
Quels sont les domaines d’intervention de votre association ? |
Acte 23 ratefy, navela avy eny amin’ny fasana ratefy ka afaka ity voninkazo ity aloha ao, atsofohy tsara ato anatin’ity kitapoko ity aloha iny voninkazo iny fa mety misy ilàna azy ihany any amin’ny pôlisy. Navela misaotra indrindra ramose a ! Raha tsy nampianao aho mety tsy sahy nankety irery akory ratefy eny e ! Tokon... |
Fafana 10 ny fandraisana anjaran ny mpiray kibon omby tamin ny fanomanana famadihana f2, f3, f5 izay tsy nanolotra omby |
Cf v. A tak 4 163 cf v. A tak 72 164 cf v. A tak 89 |
Misy amin’ireo lahatsoratra no mba ahitana tombana maromaro ihany , kanefa tsy misy afa-tsy ambaratonga iray ihany mitovy daholo izany , tsy misy afa-tsy fanontaniana mikendry ny fahazoana ny lahatsoratra fotsiny na fandalinana fotsiny. Tsy ampy hanovozan’ny mpianatra fahalalana anefa ny tahaka izany. |
Budget du projet |
Ny anjara toeran’ny vehivavy araka ny hita ao amin’ny tantara foronina fahavaratra sy ny zanako, nosoratan’i clarisse ratsifandrihamanana, mémoire de capen ens, ny tolona araka ny ahitana azy ao amin’ny tonokalon’i di , mémoire de capen ens, antananarivo. |
Resy lahatra aho ry zama fa ity taona ity tsy mba hampiantso mama fa ho tsara sady fy. |
Cf t84 tak 78 131 cf v. A tak 17 132 cf v. A tak 86 |
Nisy gidro kely nompian’i robena tao marovoaikely nantsoiny hoe rakoko ka votsotra tao amin’ny tranony tamin’ny fotoana tsy nahateo azy nandositra rakoko tapa-tady tamin’ny herin’ny androany tak248 afaka tamin’ny fatorany rakoko, afaka tao anaty tranony izay nigadrany. Afaka miriaria eny rehetra eny. Hoy i robena rehef... |
An’andriamatoa ranjivason jean théodore sy ny maro hafa, ny mpiray fikambanana namany andriamatoa rakoto ralarosy andré , fa poeta izy. Iray mbola mampiavaka azy dia izy poetan’ny fanabeazana manaporofo izany ny voambolana nampiasainy mifanitsy amin’ny beazina hafa ho an’ny zaza, ny tanora, ny lehibe. Hainy ny mifidy t... |
Antananarivo ankehitriny tanavo vao miakatra. Nanindrona kely ny eritreritro io fitenintsika io, ka dia indro ny hevitro izaho samy irery , mba hovelabelariko fohifohy eto na ho ekena na ho lavina miavaka tokoa ny mponina amin’ny tanan-dehibe sy ny mipetraka any ambanivohitra; samy manana ny fomba fihetsiny izy ireo. N... |
Département communication ce service est chargé de la communication interne et externe de l’asa. Elle assure les relations entre les différents services de l’asa. Elle assiste la direction dans les relations publiques et les relations avec les bailleurs de fonds. |
Fa nalentiky ny rano maria tak 114 sns |
Ny tohan-kevitra maneho fampifantohana, fampitodihana cadrage miompana amin’ny fanovàna ny fomba fijery ho hafa mihitsy ity tohan-kevitra ity manoloana zava-misy efa mahazatra53. Miezaka mamboatra tontolo iray vaovao ho tontolo môdely ho an’ny itenenana araka izany ny mpiteny ka tsy ampiasana ireo fomba fijerin’ny iten... |
Andalana maromaro no andrafetan’i haingo ny andininy iray rehefa lafin-javatra maromaro, na anton-javatra no tiany hotanisaina. |
T60, t61, t62, 63, t64, t66, 67 |
Tolatolaka i nanisana malomaloka ny eny izany, |
Ny hanihany izay fanao saika isaky ny mihaona hay moa izaho sy ianao |
Manamarika ny fihetseham-po mibosesika ao amin’i nanja io raha mitopy any amin’ny tantaram-piainany tany aloha ny sainy. Ny fiverimberenan’ny hoe tantara dia manamafy ny alahelo tsy mety mitony ao am-pon’i nanja. Ny hoe tantara mantsy eto dia entina milaza ny toe-javatra izay niainan’i nanja tany aloha. Tsy nambaran’ny... |
Ny asa fikarohana momba ny fampianarana dia mitaky lalan-tsaina mifanentana amin’izany. Tsy lalan-tsaina vitsivitsy no hampiarahina. Anisan’izany ny fomba fijery mifototra amin’ny fampitahana paikam-pampianarana samihafa no hoentina mampandray anjara ny mpianatra, ka tsy maintsy atao ny fampitahana azy ireo. Hampiasain... |
Pasteur ravelojaona, ny literatiora , in mpanolo-tsaina, lah. 19, antananarivo, janvier 1908 254 r collin, littérature africaine d’hier et de demain, a. D. E. C, col, afrique univers, n 5, 6, paris 1965, p. 15, elle contient des choses qui se rapportent au sens de la vie de l’homme et au sens du monde, de quelque maniè... |
Nisy ny fifaninanana nanoratra nantsoina hoe concours de belles lettres izay nanentanana ireo tanora tamin’ny taona 1933. Nahazo ny laharana voalohany tamin’izany i auguste rajaonarivelo tamin’ilay asa soratra mitondra ny lohateny hoe bina. Roa ny tanjona tamin’ity fifaninanana ity ny fanehoana ny mahaizy azy ny malaga... |
Ii- ny tantara nofintinina t. N |
Ny teny hoe dogme dia avy amin’ny teny grika hoe dogma izay midika hevitra ary dokéô izay midika miseho, mieritreritra, mino .66 ny dôgma dia fanambarana heverina ho fototra, tsy azo iadian-kevitra ary tsy miova, najoron ny manam-pahefana pôlitika, filôzôfia na ara-pinoana. Raha ny ara- tantara no jerena, ny dogma dia ... |
Ravoajanahary sy ny namany, nankaiza ny baiboly antso, edisiona antso, t. P. F. J. K. M imarivolanitra, 1835 |
Support didactique |
Mpianatra ao amin’ny kilasy fahefatra amin’ny sekolin-dry masera masimbavy terezy ilanivato, faritra analamanga. Fafana 3 ny zanany sy ny sehatra misy azy ireo ary ny mari-pahaizany avy. |
Unité monétaire en ariary |
Source photo personnelle, aout 2013 |
Maharitra ora 70 ny fianarana ny zana-taranja riba, ho an’ny kilasy voalohany. Ianarana amin’izany ny rafi-pisainana malagasy tarafina amin’ny fomba fiainany ary ny hasin’ny tanindrazana sy ny fahefana amam-pitondrana. Ny marina, rariny, hitsiny |
Sarandrana sadika na salaka anaovan-dehilahy 28tsongavavy zatovovavy vatombatony |
Ton 22 madagasikara afaka |
Saram-pianarana na fitaovam-pianarana |
Teo amin ny lafiny finoana toa tsy matahotra ny tsiny sy ny tody intsony ny olona. Ravalohery, ohatra, dia sahy namela an i sahondra ho irery. Tahaka izany ihany koa i sahondra naniry ny hanala ny zanany. Ny ray aman-dreniny nanary azy. |
Azo sokajiana roa lehibe ny karazam-pivavahana misy amin’ity faritra ity dia ny fivavahan-drazana sy ny fivavahana kristiana. Hojerena voalohany amin’izany ny fivavahan-drazana. 2.2.1.1. Ny fivavahan-drazana |
Hirotsaka aminao ny soa tsy manam-petra. |
Mbola milaza izany i arni, ka manamafy ny fisian’ny fahoriana iainan’ny vahoaka, sy ny fampanantenana tsy tanteraka ataon’ny mpitondra. |
Rahoviana no ho faly, ny tanora samy tia? Ka tsy hijalijaly, fa ho afaka hitia. |
Fitadiavana ampahan-dahatsoratra maromaro nivoaka tamina vanim- potoana iray na tenina mpandinika mahakasika lohahevitra iray |
Fanoherana ny tsy rariny ampiharina amin’ny madinika |
Gazety izy ireo fitantarana ny ady lehibe faharoa; |
Fahaizana mampifameno ny an’ny tena sy ny an’ny hafa. Tsara ny mihazona ny soan’ny tena. Izany anefa tsy midika hoe tànana hatrany izay mety ho endriny hatrany am-boalohany. Ilana fanatsarana sy fanolokoloana izay hananana mba hahatonga ny taranaka ho tia ny fampiasana azy. Toy izao ny fomba nanehoan’i e. D. Andriamala... |
Vroum tak! Feona fiara mijanona |
Takila fafana 1 isan’ny mponina ao mahamasina 37 fafana 2 toeram-pampianarana ao mahamasina. 40 fafana 3 takelaka famantarana vakoka. 54 fafana 4 hery, fahalemena, fanararaotra, loza mitatao. 56 fafana 5 endriky ny rafitra sy andraikitra. 98 fafana 6 tetikasa fanandratana vakoka 102 |
Nivady izy nosomparan lasa ny zanany sy rasolo draketamalala ny zanany ary maty i m. Courdy |
Kisary 5 ny telozoron’ny haifampianarana mifanaraka amin’ny vanin’andro ankehitriny. |
Mauro, op. Cit. , tak 63 les hommes portaient un ensemble deux pièces formé d’une chemise longue unie, descendant jusqu’à la taille, le pantalon étant de même couleur |
Misy ny anarana amin’ny u- tsy manana endrika tsotra mifamaly aminy. Ohatra u- meme herinaratra |
No mitobaka eny an-tsena, ka mamono mahafaty ny vita gasy sarobidy , dia manjaka ny fripy fa io no mora vidy, na dia fanary sy fanipy |
Rajaona s takelaka notsongaina, boky i, ambozontany 1972 fianarantsoa, 201 tak |
Rehefa voavahavaha ireo, dia hojerena indray ny fampianarana taranja malagasy ao amin’ny kilasy famaranana. Hojerena amin’izany ny zava-misy eny anivon’ny fampianarana tekinika. Nofotorana akaiky ihany koa ny fomba fampianarana izany taranja malagasy izany araka ny hita nandritra ny firotsahana an-tsehatra. Ny famarana... |
Sy mandrotsy ahy izao. |
Raha hofintinina fohy ny foto-kevitra iompanan’ny lahatsoratra dia hoe misy valiny avokoa izay atao rehetra ny mikasika ny tody amin’ny ankapobeny no ambaran’ny lahatsoratra eto. Raha atao indray mijery izany, dia hita ao ny loharano ipoirany, izay volazany fa avy amin’ny lanitra sy ny tany. Izany hoe na tsy misy mahit... |
Professeur olie ven srein claude medecin-chef du centre médical marmottan , 1990 les jeunes et la maladie, édition puf, boulevard saint germain, paris ils ont page des défis. Tout est à venir, en devenir. Pourtant, ils ont des maladies qui visitent fréquement |
Fipoahan’ny ady tamin’ny 1947 fisarahan-toerana teo aminy sy i nary -tsy fahitana asa -fahantran’ny malagasy -fikasana hamono azy -fivadihan’ireo namany -fisalasalana -fahafatesany |
Façade endri-trano soubassement ou fondation fototra construction fanorenana orientation fitodika |
Balisama tsy mahasitrana ny fanomezan-toky fa ny fampiharana ny fanasitranana no tokony hotanterahina. |
Araka ny voalazan’ny rakibolana, régis rajemisa raolison ny tanindrazana dia tany noharian’ny razana, nonenany sy nivelomany ary nilevenany, mbola navelany ho lovan’ny taranaka. 10 hoy kosa i pasitera ravelojaona ny tanindrazana dia tsy inona fa fonenan’ny razana hatrany, tany, fasana mirakitra ny karan-doha sy sy taol... |
Mikisolosolo mampianjera ny tany tsy marina. |
Fanondroan-takila teny fampidirana 0.1. Ny vontoatin’ny asa fikarohana 1 0.2. Ny anton’ny safidy 1 0.3 ny zava-kendrena 2 0.4 ny fomba fandinika nampiasaina 3 0.5 ny olana sy vahaolana 4 0.6 ny fetran’ny asa fikarohana 5 0.7 ny drafitra itondrana ny asa 5 fizarana voalohany jery faobe mahakasika ny amboaram- pahendrena... |
Fahafatesan-drandria, izay nampahazo vahana ireo vato mpanoha riana tao amin’ny tantara. Tantarana tokantrano iray no nentin’ny mpanoratra nananganana ny tantara ho avy ny maraina , saingy ahatarafana tantaram-pirenena ihany koa ao. Voasoratra tamin’ny 8 martsa 1979 ny tantara. Mampiharihary ny zava-nitranga teto amin’... |
Olivier de sardan jp. Anthropologie et développement. Essai 1995 en socio-anthropologie du changement social marseille. Paris apad- karthala, 221 p. |
Arachides tabac canne à sucre cafe ambohitrandriamanitra 30 8 merinkanjaka liadanandriana ambohitrolomahitsy 12.75 0.75 25.5 anjepy 0.15 ambohitrony |
Ny sekoly amin’ny maha mpampianatra sady mpanabe an’iharilanto patrick andriamangatiana, dia mahatsiaro ho tompon’andraikitra izy amin’izay hahatonga ny mpianany ho olom-banona hiatrika ny fiainany iray manontolo. Mety hizara fahalalana sy manome lesona fotsiny ny mpampianatra sasany. Fa ny mpanabe kosa, dia mihevitra ... |
Fampitahana ny tantara foronina sy ny sombin-tantara |
Jereo sava lalana p.14 42 tari-dalana fianarana baiboly ho an’ny lehibe fanomezam-pahasoavanan’ny faminaniana telovolana voalohany, janoary febroary martsa 2009, lesona fahadimy, p43, 44; 128p |
Ny ankininy etsy very faly izany saina na hisy mba hitoetra hoy ny valin-teny nefa izany tsetra aoka mba ho reny miainga samirery tsy reraka ny aina; |
Ny tsy tsapan’ny mpianatra anefa dia ilain’izy ireo eo amin’ny fiainana ny taranja malagasy, na ny teny malagasy. Mahagaga ihany ny mahita azy ireo toa manilika ny taranja malagasy, nefa rehefa tonga ny fotoana anaovana fampiharana any amin’ny atelier , dia mitaraina ny mpianatra raha toa ka tsy mampiasa afa-tsy teny v... |
Mandamina mandamina ny lahatsoratra araka ny fisesin’ny toe-javatra tantaraina. |
Fa tsy azo hadinoina ny namana sy tapaka, ny fianakaviana manontolo, ny ray aman-dreny, izay nanampy ara-kevitra sy ara-pitaovana. Singanina manokana eto ny vady aman-janako izay niara-niaina ny tebiteby sy ny fanahiana isan-karazany nandritra ny fotoana lava nanatanterahana ity asa ity. Mampanantena anareo aho fa hito... |
Orana nilatsaka, hany ka tsy nisy fambolena vanona. Mosarena sy kere ny mponina tany. Maty ny biby fiompy toy ny akoho amam-borona, ny osy aman’ondry ary ny omby. Matin-kanohanana toy izany koa ny vahoaka. Fahasahiranam-be ho an’ny fanjakana ny fiatrehana izany. Faharoa, nandalo ny volana febroary 1994 ny rivo-doza ger... |
Ny fiainan’itsiry tao amin-dry voahangy anabaviny mandra-pialany tao. |
Ary farany, ny mampiavaka ny osika isam-paritra dia ny fiteny amin’ny fiteny betsimisaraka ny osika betsimisaraka raha fiteny tsimihety kosa ny osika tsimihety, ary amin’ny fiteny sihanaka ny osika sihanaka. Raha izany àry ireo toe-javatra iavahan’ny osika isam-paritra, inona kosa no itoviany ? 3.2.2. Ny mampitovy azy |
Tsy azo sarahina, tsy azo asiana elanelana izy sy ilay tovolahy malalany angolainy amin’ny hoe mpanjaka araka izany ilay zava-manitra any anaty akanjony188, dia mampifaly sy hanadinoan’ilay malalany ny zava-drehetra afa-tsy izy irery ihany. Io seho io dia faminaniana ny nataon’i maria tamin’ny tongotr’i kristy fony izy... |
Ny vontoatin’ny fifandraisana no ahitana fa manana ny tantarany sy ny fomba fiainany miavaka amin’ny hafa ny mponina eny amin’ny tanàna ambony. Na izany aza, noraisiny sy nampidiriny tao anatin’ny fiaraha-monina ny mpitondra fivavahana sy ireo teratany vahiny maro monina eny na dia tsy mitovy fomba fiaina aminy aza. |
Ny zava-kanto vita amin’ny teny, éditions ambozontany antananarivo,2ème edition,120tak. |
Ny lohatenin’ny tantara ahitana azy |
Aro andao ianao izao dieny izao hoentiko any amin ny dokotera mandinika momba ny saina ry nenibe fa sao misy nahafahana a! Sady misintona ny sandrin’i nenibe |
Mifamatopatotra eto, irony tsiky sy tomany , matokia, ry fo misento, ny mangidinao ho mamy. |
Mamonjy ny fitsaboana maoderina. Vokany na sitrana ilay marary na izy mihareraka, ary miafara amin’ny fahafatesana ny ankamaroany. Amin’ny ankapobeny, ny zaza ihany no mahataitra ny olona entina mamonjy ireny tobim-pahasalamana ireny. Araka ny fiheverany mantsy ny zaza no mora andairan’ny aretina, fa ny tanora sy ny ol... |
Fa foana izao ny tanako, lasa ilay fananako midradradradra izy, miantsoantso tody fa tsy mampiverina ny varo-tsy-mifody 197 |
Zavatra soa saro-bidy ny rariny! Zezika foana mandoto ny sisa! Zinga voatavo ley sisam-boalavo! Zoro ny lala mahitsiny rariny! Abidian’ny rariny |
Ny fehezanteny mivadi-drafitra nanome loko ny tononkalony sasany koa ny fehezanteny mivadi- drafitra. Ohatra mazana ny vola no mahery loatra 153 l em ny fampiasana ny kianteny no eto, dia mamadi-drafitra ny fehezanteny. Kianteny mampifamaly ny lazaina l amin’ny l hafa rehetra. |
Type d’approche |
Asa fanasoavana ny mpiara-belona izy ireo. Noho izany dia azo lazaina fa manamaivana ny fahasahiranan’ny vahoaka ny malo. Mampandray anjara ny rehetra eo amin’ny fiarovana, fikajiana ny fananan’ny tsirairay ny malo. Eo amin’ny fananan’ny tsirairay dia ireto no ao an-tsaina , ohatra ny fambolena , ny fiompiana , ny tran... |
Fandefasana an-drandria nianatra taty antananarivo |
Fa mangata-tsaotra ny eto ifaitra na i farihimena faitrakely ha ome saotra ha ome vavaka ka hoy aho manao hoe reo a areo zana-draza a, nikarakara an’izao zavatra izao ’zay mitady hisopatra anareo die harovan’ireo raza a ’zay natsôina ho tonga eto hiaro anareo mianakaby, aho tsa ha alava fa hataoko fohifohy a, ny vola z... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.