text
stringlengths
10
11k
Tantara fohy momba ny sekoly
Raivo mitomany dia izany no antony mahatonga ny masoko toy izao ry solo a. Tsy nahita tory aho halina fa ady no nisarahanay mianaka.
Indroa isan-kerinandro ny tsena ato amin’ny kaominina andranovorivato, dia ny alatsinainy tsena be sy ny alakamisy tsena kely ao andranovorivato no anaovana izany. Amin’ireo andro ireo dia miakatra mamonjy tsena ao avokoa ny ankamaroan’ny olona ao anatin’ny kaominina marihina moa fa mandavan-taona ny fotoanan’ny tsena ...
Na ny asa fanabeazana teo anivon’ny fiangonana, na ny fiainam-pirenena naharevo antsika ireny; tao ny olo-nanabanty nilaza izany ho tonantonana nefa hatramin’ny ora farany, i charles, eny, mbola teny !
Rivotra pôlitika mitsoka tamin’io vanim-potoana io ny tohan-kevitra ampiasaina. Manamarina izany ny fampiasana ny andian-teny hoe maro be mantsy ny feo re etsy sy eroa fa ; efa tsapa hatry ny ela fa ; ary na ny olom-pirenena tsotra aza dia mahatsikaritra fa , entina mitatitra ireo tohan-kevitra ampiasain’ny mpiteny. Hi...
Eo amin’ny lafiny firafitra, dia ny fifanakalozana enina no mandrafitra ny dinika, ka ny f3, f4, f5 dia misy tombana. Inenina miteny avy izany izy mianaka. Mitsinjara ho anjara fitenenana valo ny an-dravalo ary enina ny an-dratovo.
Ny gradation fitanisan-javatra na fandaharan-kevitra manao an-tanan- tohatra, na lanja miakatra, na lanja midina no atao hoe gradation natao indrindra hampibaribary ny fifandraisan’ny hevitra sy ny fihetseham-po hovahavahana ny gradation .
Faharesen’ny fitiavana, kanefa fampodina izany fitiavana efa lany izany 5 2-6a fahatairan’ny fitiavana resin-tory.
Ny toa anao izao rafara no lazaiko hoe fitia ilain’ny tanindrazantsika raha hanangana doria !
Ny lohateny fary mamy, kilasy famaranana
Jereo amin’ny zana-pizarana 2.2.1.2 70 amin’ny fitantarana baolina amin’ny onjam-peo ihany no azo heverina ny hisian’ny maha iray zotra ny t. F sy ny t. N
Na olona vao nifankatia na mpifamofo na mpivady dia afaka manolotra peratra avokoa mba hanaporofoana ny fitiavana. Ny mahazatra dia matetika ny lehilahy foana no manao ity fihetsika ity afa-tsy amin’ny fotoanan’ny fampakaram-bady ihany izay vao ahitana fihetsika mifamaly izany hoe samy manolotra ny lahy sy ny vavy.
Bref, en les survolant, nous avions vu la situation des deux écoles en terme environnemental dans le domaine des infrastructures et pédagogique et nous concluons à travers cette analyse qu’il existe une différence en terme de gestion. Si un environnement de qualité est essentiel pour un apprentissage de qualité, ce nou...
Ecole normale supérieure
Atsanga tsy aman’orana mba hiantefan’ireo ahiahy amin’ireo zaza
Aza mampian-trano ny saina maramara fa rehefa mahazo lasy izy dia mivadika ho saina bobongolo.
Tsy misy vao tsy ho tonta
Tolory toky ny milonjy entana mamaky tratra,
Andl 9 16 firy sisa, moa ho ela 10 sa hadiva kely monja dia hidify ny masoandroko? Ka tsy hisy izay hivela na ny ilam-boloko aza sahy hanohy izany androko firy sisa, ô! Ry vintana no ahafahako handika izato tanin’ito tany 15 hahatrarako itsy kintana? Hilasiako an-toeran-kafa, hiventesako any ho any.
Maro ireo haifanatona pedagojika azo ampiasaina eo amin’ny fanatanterahana ny fampianarana toy ny pedagojia araka ny fahaiza-manao apc , pedagojia araka ny tanjona ppo , pedagojia araka ny zava-misy aps ny politikam-pampianarana no mamaritra ny fampiasana azy ireny eto madagasikara. Tsy mahita ny zava-misy eny anivon’n...
Nahoana moa ny tany no loza sy mavany, nahoana ny tomany no tsy mba mety lany?
Teny hoe maty izany ? Fantatrao moa fa fasika iray eo amin’izao tontolo izao ity tany onenantsika ity ? Fantatrao moa fa tsy ampy antsasaky ny singam-bolo iray akory mitaha amin’ny fidadasiky ny lanitra ny halavan’ny fotoana hatramin’ny nahariana ka hatramin’ny famongorana azy, raha alahatra amin’ny fotoana tsy manam-p...
Toy ny manao tsindrio fa lavo ny fiainana ka izay iharan’izany dia tsy mahita masoandro mihiratra mihitsy na lehibe na kely. Lafin-javatra roa no maneho ny enji- dresin’ny fiainana. Voalohany, tsapa fa nahazo vahana ny fahoriana; ny faharoa kosa ny hetraketraky ny manodidina.
Advantista 1 1
Araka ny fandinihana izay natao teo aloha , dia fo mitomany no lafika tokana manindry ao amin’ny asa soratry ny r. Fidimanantsoa. Mbola atao ho petra- kevitra ihany aloha izany satria, hoy ny voalazan’i weber ny lafika tsirairay, dia atao petra-kevitry ny asa ihany aloha ny fandalinana ny rohy taratra misy eo amin’ny a...
Ifonako tokoany ’reo sarindry voaloto feno dia-molotra sy patra-dranomaso ireo no mampitony ny ketok’embonembona tsaroako miharomotra tia anao aho manko!
Fampitahana fanaon ny mpanoratra ihany koa, ny mampitaha zavatra roa. Nentiny nanavahana ny toetran izany zavatra nampitahainy izany, dia ny fampiasana rima mifaningotra.
Ny fanadihadiana dia fomba azo anombanana ny mpianatra eo amin ny fanangonana fahalalana amin ny alalan ny fanontaniana olona na fifampiresahana aminy mivantana. Ny tanjona amin izany dia mba hananana angona betsaka sy fahalalana feno momba ny lohahevitra iray izay faritana mialoha. I andriar samuel 2017 31 dia milaza ...
Mpihinana andiany voalohany tsy mihinana afa -tsy zavamaniry mpamokatra ny zavamaniry afaka mamboatra ny taharony amin’ny alalan’ny famaitso ataony amin’ny herin’ny masoandro sy ny raha mineraly trohin’ny fakany.
Hahamora sorisorena sy hahamora kizitinjitina azy izany toe- javatra izany. Te hanao zavatra, te hihetsiketsika tokoa mantsy izy, saingy toa tsy mamela azy hanatanteraka izany ny toe- batany. Reraka ny vatany rehefa manao asa mafimafy; dia reraka ihany koa ny sainy. Izany hoe, tsy mbola azo ampanaovina asa vatana sy as...
Rotaka maty paika aogositra 1978
Ny mpanao fanafody nakan i tojia ny ody hamelezana an i sahondra. Tao ihany koa no nalehan i sahondra sy i benja ary ramatoa razay raha nitsabo an i bakoly. Matahotra ny enjehin ny mpitandro ny filaminana ity
Fanavahana ny mponina araka ny karazany sy ny volon-kodiny ary ny fahalalana ananany. Fitahirizana ny toetra manokana sy ny maha-izy azy avy ireo ankolafy tsirairay. Sarahina ara-bolon-koditra noho izany ny fampandrosoana, satria hono, tsy tokony hifangaro ny ràn’ny tompo sy ny an’ny mpanompo araka ny soratra masina. N...
Ny antony nifidianana ny lohahevitra fifindra-monina sy fomba amam-panao ary fampandrosoana. Tranga misy amin ny fianakaviana ao amin ny 67 ha avaratra atsinanana. Faritra analamanga no lohahevitra nofidina. Antony maromaro no nahatonga ny fisafidianana io lohahevitra io voalohany indrindra, dia ny fitiavana sy ny fank...
Maneho ny antony tsy anapahan’ny mpianatra ny fianarana amin’ny taranja malagasy
Karetsaka iny? Hoy i noro nikoropaka. Halazany izao isika! Aleo hisaraka fandrao tratran’idada eto! Vonjeo ny lalanao, fa lasa aho!
Hahatsiaro ianao hahatsiaro hitafa ianao hitafa hiteny ianao hiteny hitady ka hitady
Pejy voalohany tapi-dalan-kaleha naparitak’ireo jiolahy ny vola hanavotany ny ainy, saingy
Hampitombo hatrany ny fitaizan-tsaina, ny fikoloana ny harem-pirenena ary ny fanajana ny lova sarobidy navelan’ny razana ho an’ireo mpiara-belona aminy. Anjara biriky azonay raisina izany, ka izany no antony nisafidiananay ny literatiora an-tsoratra. Efa niainanay koa nandritra ny fizarana asa nataonay fa anisan’ny ola...
Io ankaso io no nandratra ka nampitomany ny fony. Ny alahelo tsy ambara havana, hono, mantsy, zakan’ny tompony ihany, fa ny fitiavana tsy voaboraka kosa no namela ako maharary tao am-pon’ny r. Fidimanantsoa.
Fa foana izao ny tanako, lasa ilay fananako 88 vary raraka mazana, feo tafondro anaty alina. Ny maty? Sivy alina. 89 tamin’ny fotoan’ny ady dia maro ireo lehilahy tsy nanan-tsafidy nalefa tany an’ady, tsy vitsy tamin’ireny no maty. Nampahory ireo renim-pianakaviana loatra izany fisarahana izany, kanefa, tsy nisy azo na...
Epp ambatoharanana -epp anjanazana -epp ambodivoanio -epp ambodimandrorofo -epp andrakanana -epp andasibe epp madiotsifafana -epp ankadimbazaha -epp maroantsafa -epp maharanina -epp sahanama -epp sahasindro -ecole communautaire ambodivoanio -epp vohidravina ecole communautaire nosy manambolo -ecole communautaire tanamb...
Lany andro ve?
Novahavahana tato amin’ity fizarana ity ny tara-kevitry ny fiarovam-pirenena izay hita fa misongadina ao amin’ny asa soratr’i faralahy. Mialoha ny nanadihadiana io tara- kevitra io no nampahafantarana ny tantaran’ny re satria ahitana taratra asa fitsikilovana ireo tantara foronina nosoratan’i faralahy.
Ny fepetra amin’ny fanaovana petra-bola
Sahamadio, mahazoarivo, tatamalaza, fiadanana, ankarinoro ary milamaina no nahazoana angona nandritra ny fotoana nanaovana fanangonana tany an-toerana. Zafindraony 125 no voaangonay tamin’izany, saingy rehefa nanao fantina izahay dia ireo 82 ireo no noraisinay hokirakiraina entina manangana izao asa fikarohana izao. Na...
Concepts sur l’exclusion sociale et sur la théorie de la hiérarchie des besoins qui parle de réinsertion évoque d’abord la notion d’exclusion. Avant d’aborder la réinsertion sociale et économique, il faut d’abord disposer d’une certaine connaissance sur l’exclusion sociale qui permet de comprendre la situation générale...
Misa nahazo tompon-trano vaovao marina ny villa dina, ka ny zanaka an-trano indray itý no et? An-joron-tanàna. Fitia aleo ho eto sao dia tsy hitantsika ny hidirany eo. Misa hono ho’aho ry fitia? Fa inona marina moa no tena antony nampisaraka an’i landy sy i tovo? Fitia fa maninona moa raha i neny no hanontanianao ny mo...
Andriamatoa randriamahazo jean claude lehiben’ny sampana teny malagasy mendrika ny isaorana, na dia ho an-taratasy mantsy! Tsy azo odian-tsy hita ny zava-bitanao nandritra ny dimy taona, eny hatramin’izao mahefa amin’ny adidy dia misondrota voninahitra tompoko.
Le marakely est un type de poisson qui circule très rapidement et qui est très difficile à saisir.
Teny fampidirana
Analakely 23 mey 2012 amin’ny 4 ora sy sasany
Raha mba fantatrao r’ingahy ’zato rofiko am-panahy maniry mafy aho hahalala ’lay mpamonjiko malala
Mahantra sady ory, toa voaozon- dava hisolo vaika akalana!
Ny tohin’ny lahatsoratra no manome ireo fanazavana fanampiny trano sekoly tonga trano fonenana fianakaviana 10 no traboina adiny iray sy sasany vao matin’ny mpamonjy hain-trano ny afo kila forehitra ny entana sarobidy maro
Ny rano etsy ikopa misosa, mande miankandrefana any ny masoandro mandrorona kosa manjohy azy lava hatrany .
Misy ihany koa ny olona manan-katao, rehefa mba hitarainan’ny mahantra izy dia fahatezerana sy fiavonavonana no asetriny azy. Na ihany koa mba miangavy ny mpiasa hoe ataovy antonony ny karama na ampifanaraho amin’ny habetsaky ny asa ny karama dia karamakely ihany no valiny ary tsy miraharaha izany fitarainana izany ako...
Torotahaka amin’ny fanehoan-kevitra mandinika ny fomba fanehoana hevitra ny taranja malagasy. Miditra an-tsehatra amin’ny fanehoana hevitra ireo karazana lahatsoratra. Raha vao miteny mantsy ny olona dia efa mamokatra lahatsoratra izy izay. Mba hampirindra tsara ny fanehoan-kevitra dia tokony hamafisina mandritra ny fa...
Voninahitra ho an’andriamanitra ary fiadanana ho an’ny olona fahagagana lehibe
Ny fampianarana dia mihodidina amina singa telo, dia ny mpampianatra, ny mpianatra ary ny fahalalana. Miompana amin’ireo singa ireo ny teny fototra amin’izao asa fikarohana izao. Ny fahalalana no mampifandray ny mpampianatra amin’ny mpianatra. Ny fahalalana fototra mandrafitra ny taranja malagasy, amin’ny maha taranja ...
Roapolo taona ! Toa tsaroana foana llay andro volamena nanaovantsika voady ; nanaovam-panekena fa isika roa hivady. Mainka koa tsaroana !
Izato molotrao dia manitra misy fofom-boninkazo 15- mankahery sy mandranitra ny herim-po malazolazo.
Fitaovam-panaikana ny saina amam-pahalalana
Tarika avy ao maharivo
Solo amin’ny anaran’i jesoa kristy, miala ianao ry satàna, andevon’ny ota ianao, ary any andavaky ny helo no sahaza anao. Mialà amin’ny anaran’i jesoa! Raivo raha totohondry avy hatrany no ilainao. Iny ny anao. Izany koa ny fanampiny e! Mitonantonana toy ny vinanto tsy mahare fosa ha, ha, ha. Solo kay vonjeo aho tompo ...
Has ina f fa m aninona ianao ry nenibe a? Te hitom any fa m aninona ianao no hoatr’iz ao e? An?
Ny fifandraisan’ny anaran’ny mpandray anjara sy ny vontoatin’ny tantara
Ny madagasikarantsika, tena kanto koa raha kanto fa izao tontolo izao mahalala ny hareny izay koboniny ao anaty, iravahany eto ivelany, milomano an-dranomasiny v. A lah 90 manoloana izay hakanton’i madagasikara izay, hoy ihany ny mpanoratra, dia maro ireo vahiny mpitsiriritra sy mpijirika, te handroba ny harena misy et...
Kisary laharana 05 ny môdely nomen’i engestrom, navoakany tamin’ny taona 1987 momba ny fanatanterahana asa iombonana 1 fitaovana
Fikarohana ahazoana ny mari-pahaizana certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale
Nasehony tamin’ny teny sy ny soratra ny fanambaràna nataony.
Fianakaviana mpamoaka eny àry tompokolahy sy tompokovavy
Fimpatema fikambanan’ny mpampianatra teny malagasy , aingam-pivoarana , tak 4 226 boky i, analandolo, fiz 26, tak 22
Injao ny kalom-boronkely 10 injao miritsoka aok’izany, manonofy ireo anjely, tsy mba semban’ny tomany .
Voambolana fampiasa amin’ny tsihy na lamba nefa enti-manoritra ny volana izay famaritam-potoana tsy azo fehezina eo amin’ny ara-batana madio mangarangarana. Voambolana roa enti-mamaritra ny hafainganam-pandehan’ny zavatra azo arahi-maso, tahaka ny fiarakodia , kanefa dia enti-mamaritra foana ihany ny fotoana , izay tsy...
Actuellement, la majorité de ces pratiques jeu éducation est méconnue, elles tendent à disparaître dans la société moderne. Sous l’influence de la mondialisation, le marché est submergé par des jeux électroniques et autres jouets derniers cris, importés de l’étranger et envahissent notre monde. Or, étant donné que la p...
Nikiry aho hahalala
Loharano ratolojanahary fitian. S
Rabemanahaka , tantara sy fanabeazana, editiona antso, imarivolanitra antananarivo, jona 2000, tak 07
Tena laharana tena laharana
Ambioka. Lah. 31. Desambra 2000 lah. 33. Febroary 2001 -aingam-pivoarana 6 -express de madagasikara. 8 novambra 1997 -fanasina lah 597 29 marsa 1965 madagascar tribune lah 58 21 febroary 1989 lah 747. 12 jona 1991 .
Tany; ka raha voahetsika ny lafiny iray amin’io rafitra io dia isehoam-piovana ihany koa ny lafiny hafa. Manaraka izany, ny lafin’ny rafi-piaraha-monina dia tsy hoe mifameno fotsiny fa mifanohitra ihany koa, toy ny tanan-kavia sy havanana, ny lanitra sy ny tany, ny andro sy ny alina sy ny toy izany ireo lafiny mifameno...
Ny filan’ny vatan’olombelona ny vatan’olombelona dia mandany hery tsy an-kitsahatra, isan-tsegondra ary isana ampahan-tsegondra mihitsy aza ; na dia atao aza hoe eo amin’ny fotoanan’ny fialan-tsasatra tanteraka ilay olona, izany hoe na matory sy mitsilailay tsy manao na inona na inona mihitsy na hetsika ara-batana izan...
Taorian’ny famotorana nataon’ireo mpitandro filaminana notarihin’i andry tamin’ireo jiolahy, dia naseho tamin’ny vahoaka hatrany ny asa vitan’izy ireo.
Any mahajanga tsararano, amboaniho, boanamary, antafia, ambatomalama, bombetoka, ampasika ivelan’antananarivo sy mahajanga bongolava, ankaratra, ampamoizankova, andriba, maevatanana ireo toerana alaina sary an-tsaina -any ambanivohitra niavian’i tsiry, nisy ny ray aman-dreniny -any andafy any am- pitandranomasina nampa...
Fampahafantarana ny toerana , ny tantarany, ny mponina sy ny toe-karena, ny tetika asa mijoro ary ny olana eo anivon’ny kaominina antanetikely- ambohijoky
Mety misy sarom-bava tsy ahafahana milaza ny hetahetan’ny vahoaka.
Faraingio faraingo
Fizarana lehibe telo no nitondrana ny asa fikarohana. Misy fifandrohizana avokoa anefa ireo hevitra voalaza ao. Nampahafantarina tao amin’ny fizarana voalohany ny sehatra nanaovana fanadihadiana. Navoitra tamin’izany ny mombamomba ny fivondronam- pokontany manjakandriana amin’ny ankapobeny. Noresahina ny lafiny sôsialy...
Na izany aza anefa dia niezaka hatrany ny frantsay hanatratra ny tanjony. Teo amin’ny sehatry ny fampianarana no fitaovana nampiasainy voalohany ny teny frantsay dia lasa taranja nampianarina tany amin’ny sekoly rehetra, araka ny baikon’i galliéni. Niezaka ny mpitondra mba ho i frantsa no hanjaka ao am-po sy ao an-tsai...
Voakendry mialoha ny soa hifanaovana, fa hiantoka tsara ny fiaina-mirindra ; mahay miara-dia ireo ampy fitaovana ; fitia mifamaly no maminy indrindra.
Misy feona fiara
Ikalavao atsinanana 35 16
Mpandray anjara fototra raketaka. Nirona tamin’ny fiheverana fa zava-poana ny eto an-tany, ary raha toa ka miaritra ny fahoriana ety dia hanana fiainan-tsambatra mandrakizay. Tsy miafina ihany koa eto ny maha mpitandrina an-drabary. Ohatra 3 fofombadiko, nosoratan’i emilson daniel andriamalala hita ao ny finoan’i lala ...
Misy karazany telo ireo vokatra naseho tamin ny fafana eo ambony mba hahafahana mamantatra ny hery ao anatiny sy ny tombontsoa amin ny fihinanana azy. Ny vokatra katsaka no tena fototry ny asa fikarohana, mametraka hatrany ny maha zava- dehibe ny fihinana katsaka ny isa hita eo amin ny fafana. Singa vitsivitsy no azo a...
Andininy 26 tsy fanaovana famotorana manoloana ny halatra omby 100.000 ar sokajy fahadimy filazana izay heverina ho halatr’omby andininy 27 ny atao hoe tratra ambodiomby dia 1- ny olona tratra mandroaka omby halatra.
Tanindrazana , v. A, tak.124 mijanona ho teny filamatra fotsiny araka izany ny fitiavan-tanindrazana. Tsy misy tsy milaza ireo mpanao pôlitika fa ny tombontsoa ambonin’ny firenena no katsahiny sy arovany, ary ho an’ny tanindrazana no itolomany. Toa samy manana ny fiheverany ny atao hoe tanindrazana anefa. Tena manova n...
Ny asany efa nanao asa maromaro tokoa ny mpanoratra nialoha ny tena nifotorany ho amin’ny asa fanoratana sy ny filalaovana tantara fotsiny. Ny taona 1991 hatramin’ny 1995 izy dia nanao mpanentana sy mpanao gazety tao amin’ny onjam-peo feon’ny vahoaka. Marihina moa fa efa tsy misy intsony io onjam-peo io ankehitriny. Ny...
Tovo fa tsy hipetraka hiaraka aminay sy i mama eto?
Ny fanalaviran-kevitra ny fanamasahan-kevitra dia fanalana ny tontolon-kevitra raiki-tampisaka ao an- tsain’ny itenenana, mahakasika zavatra na toe-javatra iray, amin’ny alalan’ny fanivanana ireo lafin-javatra heverina fa tsara, na ratsy ananan’ilay zavatra na toe- javatra. Izany hoe, ireo no iaingana andrafetana ny to...