text stringlengths 10 11k |
|---|
Hanin-kavana ’njay vesatra manindry mafimafy, ao anaty mila hanapaka ny aina tsy ho tanty, mahafaty teraky ny hanin-kavana lalaina, tena tiana ka dia malomalok’endrika sy sina, ka mangina. Fa ny dobodobok’oraha hariva, ’zay madiva toa manaitra hanafaingana ny dian’ireo antsiva tonga koa hamohafoha ny alahelo ato am-pok... |
Io raha atao soratra manara-tonona ny endrik’ilay ampahan-kabary. Mba hampazava bebe kokoa an’io ohatra io dia hadikanay amin’ny fanoratana mahazatra amin’ny teny malagasy izy io, araka izay nahenoana ny feo, mba hahitana ny zavatra mety maningana miohatra amin’ny teny ôfisialy, amin’ny maha fitenim-paritra azy. Natao ... |
Efa amin’ny 1 alina izao, ravero, ka atao ahoana ? Mbola hiandry eto ihany isika ? Efa nilazako koa ianao velaro ireo bodofotsy ireo hatoritoriana eo amin’ny tany aloha na aroa anaty aotomobilina an ! An ! Tsy hahita tory aho akory, fa aoka izao fa. Jereo hoe, randria iry amin’ny arabe iry. Aoka tsy ho taitra ny fonao,... |
Ny mampiavaka ity asa fikarohana ity |
Ohatra 2 ny hita ao amin’ny asa maizina ramanga milaza izy fa amin’ny dimy no hanakatona ny coiffureny, dia izay vao hody aty.130 tahaka ny teo ambony ihany; ny teny frantsay hoe coiffure no nampiarahina amin’ny mpisolo tena tampisaka ny misy ny interférence morphologique araka izany, satria tenim-pirenena roa no atamb... |
No nosafidiany. |
Samy manana andraikitra avy ny tsirairay ao anaty rafitra. Ny birao izay ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpitam-bola, ny mpitan-tsoratra ary ny mpanolo-tsaina no manatanteraka izay hevitra notapahana tamin’ny fivoriana. Maharitra roa taona ny fe-potoana iasany. Toy izao ny andraikitry ny tsirairay ao amin’ny b... |
An’ila ihany no nasainy notapahina , mba hisy rà raraka amin’ny tany izany dia noho ny fangorahany azy sy ny fahatsapany ny halehiben’ny fitiavany. Raha nasain’ny mpanjaka nifidy tamin’ny harena isan-karazany ho valisoa izy , dia ny hitsimbinana ny zanany mandra-pahafatiny no nasain’ny vadin-dratrimo nofidiny. Sady nan... |
Ny rivotra iainana ao amin’ny mpiray faribolana. Ny fifamatorana am-po misy ao aminy sy amin’ny mpamaky ny fifamaliana tononkalo ataon’ny mpanoratra ao amin’ny sandratra dia efa ahitana taratra sahady ny fifandraisana am-po misy ao aminy. Vao mifanerasera indray mandeha monja amin’izy ireo dia tsikaritra avy hatrany ny... |
Nivo tiana a |
Il faut bien noter que ces activités traditionnelles font partie intégrante de la culture malgache, et qui font la richesse de notre pays ; tant sur le plan éducatif que sur le plan économique. La culture fait l’identité d’un pays, elle tient une importance majeure dans le choix qui incite le touriste à visiter un endr... |
Miovaova loko tahaka ny tanalahy mianika hazo ny fahitana ny tara-kevitra voizin’ny mpanao teatra, ka manaraka ny trangan-javatra izay miseho ao anatin’ny vanim- potoana iainantsika no itondran’ny mpanao asa soratra azy. Toa miendrika mpamily fiara ireo mpanoratra ny piesy teatraly amin’izany. Fa hoy razafindravony har... |
Morondava kodiaram-by manana tanamasoandro 12. Lehibe kokoa izy satria mahatratra 1m ny sakany, mivelatra kokoa ny arofanina aminy ary ny bilankara45 dia vita tanan-jioga izany. Miendrika v n- tsarety. Iavahan |
Ry nosy tian’ny nofinofiko va tsy manan-jo ho ravo isika? |
Toerana manana endrika azo inoana |
Arahaba fa tratran’izao andro izao, dia ny andro malazan’ny taombaovao ! Ny zavatra lasa nitondra alahelo aoka havela ho tsiambaratelo ! |
Haimah mba mihinam-bary sy laoka dia izao. |
Afa-tsy ny hanimba ny tontolo iainan’ ny nosintsika ity. Indrisy re, indrisy may ! Ary vetivety, fantatro ny fiainana fa hovidiana lafo |
Priaaa ! Feona japy . |
Sondrotra sondrotsondrotra |
Olon-tiana no hikalo amim-peo somebiseby ’rony mpialona mandalo tsy hahay mandrebireby in ny tanamasoandro, 16 aprily 1929 |
Rajaona s , ny zava-kanto vita amin’ny teny, edd ambozontany-analamahitsy antananarivo, 2006, tak 130 127 rangotra folo vondrona ambara takila 115 -116 |
Androany, aty boanamary, mbola atakalonao izay masaja. 92-93- 96 antafia tonga teo antafia izy roa. 93 -95 ampasika tsy maintsy nisara-tsy fidiny teo ampasika. I fetra sy bako 99 fafana 5 toerana any mahajanga |
Fa ny hirako ho anao tsy mba toy izany kosa fa ho vitanao an-tsaina sy tsianjery tsy nianarana. |
Asa fikarohana |
Vi-4-3 après les compétitions s’étirer il fait partie intégrante de la préparation physique pour les entraînements et après les compétitions du labour de la terre. Etirez-vous 5 à 10 minutes pour aider vos muscles à évacuer les tensions accumulées tout au long de l’épreuve. Ils accélèrent aussi le retour à la normale e... |
Fanombohana ny lesona manome asa soratra ny mpampianatra; tonon-kalon’i jean narivony, rajakom- bazaha 18 fanontaniana manodidina ny asa soratra mametraka fanontaniana ny mpampianatra ary mamaly am-bava ny mpianatra |
Ohatra amin’izany , ny ao amin’ny takila faha-146 ; ao anatin’ny fizarana fahadimy asa soratra mitondra ny lohateny hoe ny vola ve? Tononkalo nosoratan-drafanoharana, ahitana fanontaniana miisa 3 1 mahita ohatra mahatsiravina kokoa momba ny asa ratsin-dravola ve ianao ankoatra ireo voatanisan’ny mpanoratra ireo? |
Raha ireo rehetra ireo no jerena, dia azo ambara fa ny hafatra na fahalalana ampitaina, dia tokony hahitana ireto tanjona manaraka ireto. |
No mamparary ny kiboko. Aleo handeha haingana sao ho avy eo indray ny kapoka. Mozika |
Ran e 1993 kirimba tak 40 |
Ny mpamerin-taona |
Fifanintsanana amin’ny fikarakarana ny fametrahana ny fotodrafitrasa aorian’ny fitsarana ny tanàna voalohany ka ahitana ireo tanàna nihintsana sy lany, ary aorian’ny jerisava eo amin’ny lafiny tekinika no anaovana indray ny fikarakarana ny fametrahana ny fotodrafitrasa. Ireo tanàna lany tamin’ny fifanintsanana voalohan... |
Ohatra1 sao dia izaho kibobo sakaizan’antsoro ianao tsiriry efa zatra kamory, izaho zana-tany eny an-tampon-tanety ianao zana-drano eny anivon’ny lalina izaho fandrotrarana an-tanàna haolo ianao raozy gasy fanirin’ny maro izaho ’lay mpizaka ny tsy eran’ny aina ianao ’lay mpandratra fitia langalanga ! Izaho zanak’omby e... |
Sarin-teny lahateny vakodraza? A takila ohatra lanjan’ny sarin-teny anaphore tamberim- boan-teny arahaba ry ray aman- dreny 6 arahaba ry ray aman- dreny arahaba ry zoky sy zandry maneho ny fahalalam-pomba ao amin’ny fiaraha-monina ny fifampiarahabana rehefa an-dohan’ |
Tsara raha tonga dia ohatra avy hatrany no handinihana ny mpamaritra isa. |
Souvent on observe en surface une couche rouge infertile et argileuse appelée latérite. C’est pourquoi madagascar est appelée ile rouge |
Satria fiarahamonina no resahina amin’ny ankapobeny. Vokatr’izany, nampiasanay ny teorian’ i levistrauss momba ny structuralisme izay milaza ny fifampiankinan’ny kasinga tsirairay eo amin’ny toe-javatra iray. Ny fiarahamonina dia fitambarana olona maromaro miara-miaina, ary heverina fa mifampiankina sy mifampila hatran... |
Sur les vitesses de rotation, celle des matières premières est de 97 jours, 92 jours pour les marchandises et 123 jours pour les produits finis. |
Tableau 1 village de l’asa tableau 2 résultats des examens des progénitures de la casa3 tableau 3 recette journalière par ménage en casa3 revenu minimal tableau 4 recette journalière par ménage en casa3 revenu maximal tableau 5 niveau de revenu annuel des ménages en casa 3 tableau 6 utilisation d’éclairage tableau 7 ha... |
Ny hanihany izay fanao saika isaky ny mihaona hay moa izaho sy ianao samy efa tsindrin-daona ? |
Mijaly koa ny tantsaha, satria terena hiasa maimaim-poana ho an’ny fanjakana amin’ny alalan’ny asam-pokonolona izy, ilonjeran’ny hetra isan- karazany. 76 tsy nifidy karazan’asa ny fahavoazana araka izany, fa samy nilanja ny anjarany avokoa ny tany ambanivohitra sy ny teto andrenivohitra. |
Ekena tokoa fa mampiasa ny andalana fohy ny mpanoratra rehefa milaza mivantana ny ao am-pony. Misy koa anefa ny karazana andalana izay mifangaro, sady ahitana andalana lava no ahitana lava no ahitana andalana lava sy fohy. |
Fafana lah. 4 ny endrika isehoan’ny vanin’andalana ao amin’ny tononkalon’ireto mpanoratra ireto eliza freda samuel ratany vanin’andalana niraisana |
Fomba inona ity? Miseho masoandro ’reo adala, ka dia faly ery mikianja milaza tena ho ideally. Ny sainy anefa toa molaly amin’izato fomba fiaina, ’zay narafiny hombàna ny zava-mahadiky. Fa manohitra lalàna. Voahary roa mitovy fomba, no miezaka hiombona aina dia mikendry sy mikiry. Ho mpivady ara-dalàna. K’indro fa mana... |
Has ina izay! Ary aleo aho hidina. Dia hidina ny fiara. Izay. ! |
Vangavanga |
Nahatonga an’i maurice rasamuel hilaza hoe matoky aho, fa izay hahasoa ny zanany no heverin’ny ray aman-dreny mandrakariva. 86 manana adidy mavesatra eo amin’ny zanaka ny ray aman-dreny satria ny anton’ny fiainana dia ny fanefana ny adidy ; ary ny fanefana ny adidy dia fanaovana ny sitrapon’ilay nahary tongotra aman-tà... |
Tsy misy fiainam-piarahamonina vanona raha tsy eo ny rafitra ifampifehezana iainana sy tandrovina mba ho arofanina eo amin’ny samy mpiara- belona, mpiray tanàna. Ny lamim-piarahamonina nentim-paharazana. |
Razaiarimanana na i lydiary, tontolo isainana, teny fanolorana sandratra, amboaran-tononkalo faharoa, antananarivo 1991, imprimerie berti marohoho, tak 5 3 a. Arnaudies, le nouveau roman, hatier, paris, 1994, p. 30 un roman, c’ est avant tout une histoire |
Fiainany izay, no nolazain’ i bako fa filan’ ny fony efa nokatsahany hatry ny ela tokoa izany, ary hitany tany amin’ i fetra. Rehefa nandeha ny andro sy ny volana ka nivadibadika ho taona, dia naniry ny mba hanan-taranaka tamin’ i fetra i bako. Voatery niakatra nitsabo tena taty antananarivo izy, araka izany, sao misy ... |
Misangy loza ve izay nandoro azy sa fisainana inona no ao anaty lohany ? Satria raha olom-banona, tsy hisy haniry sazy na hanampy trotraka ny kapoka iantsorohany ! |
Ny fanoritsoritana dia ikendrena indrindra ny hahazoana ny mombamomba sy ny bika aman endrik ilay tovolahy izay antsoina hoe jaona. Miroso mankamin ny fijerena zana-kevitra izany ka ao no ahitana ireo dingana arahina mba hampirindra ny hevitra rehetra. Ankoatra ireo fomba nenti-nanangana azy dia misy firafitra manokana... |
Ny andininy manaraka aoriana, manomboka eo amin’ny toko fahefatra dia maneho izany. Nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy amin’ny vehivavy? Nivily nankaiza ny malalanao? Mba hiarahanay aminao hitady azy tdt 6 1 mamintina amin’ny fomba miaingitra ny alahelo, mila tsy ho zakan’ilay solemita io andininy io. Ory ny endrin... |
Mail rabearimalalasandra gmail. Com |
Tononkalon’i jacques prévert38no nadikan’i ran e amin’ireo tononkalo miisa 54 hita ao amin’ny anjambolana. Ny fanatontosana ny fandikana teny teto dia nahitana lafiny nampiavaka azy satria ny tontolo malagasy no noezahin’izy ireo navohitra tao 39 ahitana izany ihany koa alin’ambohitromby 40 araka izany ny asa soratra n... |
Tonditra tonditonditra manonditonditra |
Resaka nifanaovana taminy ny 03 janvier 2013 tato an-trano fonenanay ary telo volana izay no nahazoany io asa io. Tsy nanaiky ny hanononana ny anarany izy noho ny tahotra. 137 e. D. Andriamalala, ny fanagasiana, tak 34 |
Fofona fofopofona fonina |
Ny anaran-tsamirery amin’ny teny indonezianina, ny anaran-tsamirery, izay zavatra tokana ao anatin’ny vondrona misy azy, dia mety manondro olona, toy ny hoe ratna, sunarti, arif, udin ; |
Ny sojaben’ ny fakiolten’ teny aman-tsoratra sy siantsa maha olona ny talen’ny sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy. Sitraka sy telina ihany koa no atolotra an’ andriamatoa randriamarolaza louis paul, filoha mpitarika amin’izao fanohanana ny asa izao andriamatoa randriamanalina daniel jules, mpitsara ny asa fik... |
Anisan’ny lehibe indrindra amin’ny varotra ny fitondrana ireo vokatra mankany an-tanan-dehibe, indray mandeha isan-kerinandro, dia ny sabotsy izany. Amin’ny efatra maraina no manainga ny fiara fitateram-bahoaka voalohany ; miainga ao tritriva mankany an-tanan-dehibe antsirabe manenjika io ora io ny mpivarotra ka amin’n... |
L’élevage concernant le caractéristique globale de l’élevage dans la région du vakinankaratra, il se répartit de façon presque équitable entre les bovins et les porcins. Les caprins et ovins étant presque inexistant au maximum 10 dans le district de faratsiho. Pour le petit élevage, on assiste à une prédominance du pou... |
Ny niandohan’ny anarana feraomby misy tantarany avokoa ny niandohan’ny zava-drehetra; araka izany dia tsy nataotao foana ilay anarana hoe feraomby fa misy heviny. Fiaro aomby no anarana niantsoana azy teo aloha fa noho ny fanitsihana nataon’ny tanororo eo am-panononana dia nahitsiny hoe feraomby. Izany hoe fiarovana ao... |
Fizarana voalohany ny lalao filazam-potoana misy karazam-potoana indroa miantoana ny fitantarana ny fotoan’ny zavatra tantaraina sy ny fotoam-pitantarana azy5 genette, 1972, tak. 77 ny fotoan’ny zavatra tantaraina dia ny fotoana nitrangan’ny trangan-javatra tantaraina. Ny fotoam-pitantarana dia ny fotoana itantarana il... |
Fiandrasam-paty ny alin iny ihany dia manomboka ny fiandrasam-paty. Manatrika izany avokoa ny fokonolona izay afaka miari-tory eo an-tanàna. Tolorana sakafo izy ireo amin izany vary sy hena omby , tolorana kafe, divay, toaka. Ireo mpiandry faty kosa amin izany dia mihira, ka hiram-pivavahana tsikirepika 56 hira betsimi... |
Hojerena anatin’izany zava-nisy mialoha kelin’ny 1957-1960 izany ny zava-nisy tany ivelany sy ny zava-nisy teto an-toerana. 2.1.1 ny zava-nisy tany ivelany |
Fafana 04 tahan’ny mponina andrenivohitra 21 |
Ii-3.1.1. Famaritana ny ohabolana |
Ala sarona namela hafatra taminay ravoajanahary charles, mpampianatra, hoc any ho any tsy maintsy misy mpanoratra tsy fantatra na tsy nampahafa. Ntarina, kanefa mahay manana baren-tsaina miafina tokony ho fatatry ny taranaka. Anjaranareo ny mitrandraka izany ka mampahafantatra ny besinimaro ny fisiany. Indraiodray aza,... |
Sous l’encadrement de encadreur professionnel encadreur pedagogique |
Fa tsy azo hadinoina ny namana sy tapaka, ny fianakaviana manontolo, ireo ray ama-dreny, izay nanampy ara-kevitra sy ara-pitaovana. |
Nanoratra tantaran’olo- malaza ihany koa izy , dia ny tantaran-dramatoa ravelonjanahary tany manolotrony tamin’ny 1927-1928 ilay antsivan’ny finoana 1979 ankoatra ireo , nanoratra boky maro momba ny fanofanana sy tari-dalana samihafa izy fanofanana biraom-piangonana, tari-dalana momba ny litorjia, tari- dalana momba ny... |
Dinihina ao amin’ny lafiny sôsialy ny lamim-piarahamonina, ny lafiny fahasalamana, ny fianarana sy fanabeazana ary ny finoana sy ny fomba amam-panao izay misy ao amin’ny kaominina tritriva. 1.2.1.1. Ny lamim-piarahamonina amin’ny fanatontosana ny asa aman-draharaha dia manana rafitra sy lamina mifehy azy ny fiarahamoni... |
Nivetso ny faharavam-pitiavana ihany koa ny mpanoratra ao amin’ny hoe farany48 |
Teraka tao an-tranon’omby izy ka nijaly sy nahantra koa nefa tonga mba hanasoa an’izao tontolo izao |
Ohatra i père pedro izay miahy tanteraka ny mahantra; antenaina fa hisy valisoa lehibe homen’andriamanitra azy rahatrizay. |
Processus d’amélioration fizotry ny fihatsaran’ny fari-piainan’ny mpandray anjara |
Asa vadi-drano ka tsy vita raha tsy ifanakonana ny fikajiana sy ny fanandratana vakoka. Tanjak’ireo rafitra misy eto madagasikara ny fisian’ny fiaraha-miasa voafaritra mazava eo amin’ny rafi-panjakana miainga amin’ny ministeran’ny kolontsaina sy ny vakoka ary ireo rafitra tsy miankina sy ny fikambanana iraisam-pirenena... |
Ny fitsaboana |
Tovo fa lasa aiza i tina? |
Naloy ny zanany. Reharehany kosa ny fiadanan izy telo mirahavavy teo anatrehany, ka tsy nataony ho ambanin-javatra. Mampitombo haja azy eo amin ny fiarahamonina rahateo izany. |
Fizarana fahatelo ny tolo-kevitra aroso ho fifehezana ny fahasamihafana |
Nifarana tamin’io taona 1972 io ny repoblika voalohany. Nijoro ny repoblika faharoa taorian’ny fitondrana tetezamita ny 1975. Rivo-baovao indray no niainan’ny fampianarana. Natao nifanojo tamin’ny fitakian’ny mpianatra sy ny vahoaka ny rafitra vaovao hitantanana ny fampianarana malagasy. Nirosoana ny fanalalahana ny fa... |
Mitolona aho satria |
Tsy ny -tra ihany no ahitana izany fa ny faranteny -ka ihany koa; tsy mitovy tanteraka amin ny -tra izy eto satria miala ny renifeo h fanombohana. |
Madagasikara 1947 indro mivalampatra eo, toa matory, mitsikasina, tao anaty nofinofy, tao no indro nahitako nosy lavalava iray, eo anaty ranomasina, nosin-tany izay voadidy fa ho nosy hiafarako, , , |
Compte-tenu de la hausse des prix, la banque mondiale a relevé en 2015 ce seuil de 1,25 à 1,90 dollars. Http ; consulté le 21 09 2016. |
Libération archive la femme pas encore un homme politique |
Manamafy izany i olivier reboul27 raha nilaza fa raha eo amin’ny sehatry ny pôlitikan’ny varotra, ny fandrisika dia fitambaran’ireo hanentanana ny mpanji fa hividy ny entana. Izany no antony anaovana dokam-barotra. Azo ampiharina amin’ny fampianarana ihany koa izany, ka ny mpianatra no mandray ny toeran’ny mpanjifa, iz... |
Ny orana eto no anoharana ary ranomaso no oharina. Ity farany dia takatra avy amin’ny teny maneho fanovana endri-javatra masoko. Ireo fanovana endri-javatra tsirairay ireo dia narahan’ny fomba filaza miendrika filaza masaka avokoa safomorona nitobaka tomany izay maneho ny habetsahan’ny ranomaso sy orana mangotraka izay... |
Ny tsy manana hatoraka ny fahafahana akory tsy nangoraka. |
Ny voambolana saika hita tao amin’ireo vondrona ambara avokoa ireo voambolana na fomba fiteny tena manavanana ny maro ary fampiasany matetika. Anisan’izany ny teny verindroa, ny fomba fiteny malagasy na ny fanoharana, ny voambolana fampiasa andavanandro, ny voambolana fampiasan’ny tanora, ny voambolana kristianina, ny ... |
Tableau n 5 tableau récapitulatif des activités |
Mety aminareo ve ny fiaraha-miasa amin’ny fanamby ? Inona ny antony ? |
Ilam-pitandremana ny fanefana sorona, ka hatonina mandrakariva ny mpanandro na mpimasy ijerena ny andro tsara anatontosana izany sy ny omby hampiasaina satria ny tononandro tsy mahalehilahy. Araka izany, ankinina amin izy ireny ny fanarenana sy fampilaharana ny vintana sy ny tononandro hifanaraka amin ny volon omby. At... |
Rabearivelo, 13-9-26 |
Izato hasambarana sy hafaliana hitohy lalandava hatrany aoriana ; haharitra anie ireto tsiky sy hehy ambaran’izato hamiranan-tarehy ! |
Ny lokony dia fotsy mari-pahadiovana sahaza ny safidiko ka raisiko ho adidiko ny miarahaba anao, amin’ny anarany |
Abaribariny eo am-panombohana ny tononkalo fa tsy tandra vadin- koditra ny fahantrana, ka azo sorohina tsara. Izany anefa, hoy izy, dia mila ny finiavan’ny tsirairay hiavo-tena. Manome ohatra ny mpanoratra, fa ny fambolena sy ny fampivoarana izany mba hifanaraka amin’ny toetr’andro, dia fomba azo atao hoentina mioitra ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.