text
stringlengths
10
11k
Manaraka izany, ny fiforonana fanovana anarana, isehoan’ny fitaovana misolo toerana ny vokatry ny asany ny peniny no fitaovana izay miseho eo amin’ny fehezanteny. Ny asa sorany kosa no vokatry ny asan’ny peniny. Amin’izany dia ny peniny no nentiny nanondro ny asa sorany. Mazava ho azy fa natao ho niray seha-kevitra tam...
Fiarahamonina aza dia sakana sarotra ialana ho amin’ny fampandrosoana ara toe-karena sy fiarahamonina mirindra. 46 vokatr’izany toe-javatra izany dia ireo tomponandraikitra avy any amin’ny urcecam no avy hatrany dia manao ny asa ary matetika izy ireny no mahazo tsiny amin’ireo mpikambana sy ny fiarahamonina manodidina ...
Kilasy faharoa tokony hisy ora hamakiana boky aty am-pianarana ampitomboina ny ora fianarana tokony hoentina amin’ny alalan’ny tantara ny lesona tokony hanana fahalalana betsaka ny mpampianatra taranja malagasy atao mazava tsara ny lesona tokony hanao famelabelaran- kevitra vao afaka bepc ianarana ny lesona ary atao ny...
Ny teny izany, dia fitaovana mamolavola saina, mampifandray ny olona sy andriamanitra, ary ny olona samy olona. Natao hanabe voa ny literatiora izay maha izy azy ny firenena ihany koa. Eo amin’ny firenena fototry ny maha iray ny firenena ny teny. Eto madagasikara, ohatra, dia teny iray ihany no tenenina, ary azon’ny ma...
Andranokely, ny ao ambatoatrano, ny ao befody sy vohimasina, ny ao andoharano sy andreniniry. Tsara homarihina fa ireo rano misy mpanompo azy ireo, dia tsy maintsy ampifandraisina amin’ny ranon’andriana any kirioka .
Voalohany, nofantarina sy nojerena ireo gazety maro samihafa noheverina fa namoahan’ireto mpanoratra ireto ny asa sorany.
Enti-mody 10 mn zaraina aminareo ity ny lahatsoratra mikasika ny fomba famorana hita ety amin’ny faritra misy antsika. Hadihadio any an-trano ireo mety ho fitsimbinana ny aina taratra ao anatiny. Bava ny fanontaniana.
Mbola nandeha an-taratasy fifandraisana tsara ny fifandraisana tratra ny 1 tanjona
Masiaka mpanampy reniny 5 vavy 4 misariaka mpanampy tsy misy
Université d’antananarivo
Marina fa samy manana ny fomba fiasa takiny ny lalan-tsaina tsirairay. Na izany aza, mitovy ihany amin’ny ankapobeny ny dingana arahina eo amin’ny fanatontosana ny asa. Araka izany, dia nisy dingana telo hatrany tamin’ny fampiharana ny lalan-tsaina tsirairay nofidina tamin’ity asa ity ny famantarana ny singa hodinihina...
Nahasaro-piaro anao ilay sata maha-gasy ka tsy dia mba sitrakao ny ho vazaha an-taratasy ! Na izany aza anefa dia niaiky ianao fa tena ilaina ny mifehy teny hafa, mba ho fivelaran-tsaina, ary koa mba ho fitaovana hahazoana manambara amin’ny any dilambato fa hafakely i gasikara !
Ny hazo sy ny tany, na koa ny zava-maniry sy ny biby ihany akory no manome ny tontolo iainana, fa eo indrindra koa ny olona 186 tamin’ny fomba maro samihafa no nentin’ny mpanoratra naneho io fanentanana mba hiarovana ny tontolo iainana io. Anisan’izany ny fanehoana fa tsy hita intsony ny endrika kanton’ny zava-boary sy...
Importance du asa ampinga dans la société
Toy izao no filazany azy hono, ry aina somparan’aretina hakimpinao mantsy ny maso mipy? Hono, ry fasana moa ve ho entina anatin’ny maizina ity nofo ity?
Wellek et warren, la théorie littéraire, collection poétique, editions du seuil, paris 1971, p 141 la littérature est un mirroir de la vie , une reproduction , et donc bien sûr, un document social. 54 r. R raolison, op-cit, tak 1056 55 pluridictionnaire, éditions larouse, 1977 principe d organisation du monde ensemble ...
Ohabolana 22 6
Ii.3.1.1.5 ny mpanoritra ry amin’ny ankapobeny, mirafitra amin’ny anarana ny mpanoritra ry ; manondro ny maro izy amin’izany. Ohatra tratran’ny fandrika ry lita
Loharano vpei cream monographie 2009
Miainga amin’ny fandinihana ny tekinikan’ny fanoratana an-gazety eto dia tsara raha omena ny mpianatra mialoha ny dikan’ireo fiantsoana ny drafitra isan-karazany ireo
Antsoina ho toy ny olona ny aina. Ny personnification dia mametraka ny maha zava-dehibe ny aina eto. Mandoko ilay firedaredam-pitiavana i haingo tsy mitombin-tsaina fa manontany tena foana !
Fafana 1 tononkalo ahitana fampiasana sora-baventy 194 fafana 2 tononkalo mampiasa ny voambolana nalaina avy amin’ny zava-boary 198 fafana 3 tononkalo ahitana fampiasanaa ny fitenin-jatovo 203
Janoary 1950 9 ora alina
Eo amin’ny lafiny fanentanana zavatra iray banga amin’ny asa ataon’ireo tomponandraikitra ao amin’ny cecam ao an-toerana ny tsy fahampian’ny fanentanana ataon’izy ireo. Matetika dia ao anaty fivoriam-be izay atao indray mandeha isan-taona ihany no ahitana ny fanentanana ireo mpikambana mba handray anjara mavitrika amin...
Zava-poana itony nofo, tsinotsinona ny bika; vovon-tany mbola hiofo zava-poana mantsy isika!
Andalana telo avy hieritreritra aho misy andininy 6 andalana enina avy fay hanadino anao misy kosa anefa dia tsy mitovy ny isan’ny andalana amin’ny andininy ao amin’ny tononkalo iray. Handray ohatra isika. Ao amin’ny iny olon-tiako iny andriamanitra ô
Présenté par hanitriniaina florida stéphanie
Ny fomba fandrafetana ny tombana
Hery nilalao tao an-dalalantsaratsika. Tovo inona izao ny kilalao tena tian’i hery? Hery taomôbilina. Tovo fa angaha hanao saofera ianao rehefa lehibe?
Tanaty alim-pahavaratra feno tselatra mitaratra tany! Tany no nandefasako ny vetso sy hafatro tamin’izay ianao reko nahatsiaro niarina tsy nahy namaly ny hiakako tanaty vetsovetsom-po misento ho an’ireny tao! Tao no niantsoko ilay anaranao nanjeny tany am-poko tamin’izay ianao njay fa nanimbolo ny fiarahantsika tamin’o...
Latsa-paka ao amin’ny mpianatra marenina ny fanomezan-danja ny fianarana, satria tsapany fa lalana iray ahafahany mihoatra ny sakana ateraky ny tsy fahatomombanany ara-batana ny fananana fahaizana amam-pahalalana. Afaka miahy ny tenany sy miatrika ny ho aviny izy rehefa tafita amin’ny fianarana, hany ka miezaka fatratr...
Ny lalan-tsaina na ny teoria sy ny paika nenti-niasa taranja natao handinihana sy hamotopotorana ny fiainan’ny fiarahamonina ny antrôpôlôjia sy ny sôsiôlôjia. Hoy j. Beattie ny antrôpôlôgy dia mandalina sy mamotopototra ny fomba amam- panao, ny soatoavin’ny mponina ary ny fomba ifandraisan’izy rehetra ireo. ?4 ny sôsiô...
Moa ny masonao mitsiky tojo dingam-piezahana, sa irony vazivazy nihorahanay mazàna, no nitambatra ho dina ka netezanay hangina nony injay hiteny ianao hanomboka asa vaovao? Be dia be ny tsiaro misari-monin-tsy mifindra, saingy asa fa ianao no velon-tsoratra indrindra izay nambaranao anay no hany marina eto an-tany, fa ...
Fanapariahana ny vokatra ho any amin’ny mpanjifa anjaran’ny mpamokatra ny manao izay ahatongavan’ny entana na ny vokatra ananany eo anoloan’ny mpanjifa. Paikady fampiasan’ny mpamokatra maro ny manolotra ny asa vitany amin’ny mpanjifa amin’ny alalan’ny fanapariahana ireny vokatra ananany ireny eny an-tsena, amin’ny vidi...
Montandon, rémarques sur la classification des sciences anthropologiques du dr félix regnault, in revue anthropologique, t, xli, paris , 1931; ethnie française, paris, 1935 p 22 néanmoins le vocabulaire apporte des indices pour saisir la structure d’une société. Il fait apparaître la classificattion des liens familiaux...
Ny tokony hataon’ny zanaka, voalohany indrindra, amin’i haingo, dia ny mankato ny ray aman-dreny, ny manaraka ny lalana nosoritan’izy ireo, satria tsy hanolo-bato mafana ny menaky ny ainy akory ny ray aman-dreny. Zanaka feno fahendrena, handova ny fahendren’ireo nahitany masoandro sy nikolokolo azy izay no andrasana. H...
Ny maha-kristianina an’ ny eja. Mialoha ny hijerena ny maha-krsitianina azy dia handramana ho faritana ny teny hoe kristiana
Jakana lavnra anqriana, ka i lj. Jy hifanarahan’izy irco fa mahaso azy ireo no hararaolinv. Qiana rahatelo marihik o etoana fa ny o! Ona iz iy name uahana fi10jdsana no mivadika amin’ny toky izay nomcna azy
Ny sary pihina avy any ambany avy any ambany no maka ny sary ny mpaka sary ka ny sary aseho dia lehibe ny ambany fa kely ny ambony, miendrika telozoro mitsangana izany fomba fanehoana sary izany indray, dia anehoana mpandray anjara manana toetra masiaka, mandrahona izany hoe manjaka amin’ny hery ; anehoana olona feno f...
Indraindray toa velom-bolo misaina izay mety hisy. Indraindray toa matilolo sao miandrandra ny tsy misy !
Randriamiadanarivo
Anisan’ny fikarohana manana ny maha izy azy ny fandinihana ny teny. Ahafantarana ny trangan-javatra eo amin’ny fiarahamonina ny teny ; mety miafina ireny zava-misy eo amin’ny fiarahamonina ireny ka mila fandinihana manokana indraindray ny fanehoana izay voatahiry ao aminy. Mirakitra ny kanto ihany koa ny teny. Izany in...
Mpanao hira gasy sy vako-drazana
Manan-danja amin’ny fampitan-kafatra ny fomba filazan-javatra ampiasain’ny mpanentana. Tafiditra ao anatin’izany ny fampiharana ireo haingom-pampitana izay hojerena mifanesy eto ny feon’olona manamarika ny mpanentana na an’onjam-peo na mivantana ny filalaovana amin’ny feo eo am-pampitan-kafatra. Anisan’izany ny fahaiza...
Fampiasana
Ny toky, hono, fitaka fa ny atao no hita noho izany tsy hanao kabary ambony vavahady fotsiny izahay fa aoka ny asa izay ataonay no hitsarana anay. Matoky sy mino izahay fa hahavita sy hahatontosa an-tsakany sy an-davany ity asa fikarohana ity. Maro ny porofo azo hanamarinana izany. Antoka hahavitana ny asa ny fahavonon...
Vola aleo hamonjy ny efitranoko amin’izay aho e, reraka aho izany!
Fianakaviana voalohany voatendry hiasa teto antananarivo ilay raim-pianakaviana rehefa vita ny fiofanany nandritra ny taona iray tany amin ny sekoly fanofanana ireo pôlisim-pirenena. Tany am-boalohany dia, nahatsapa ho sahirana aoka izany izy ireo, satria 30 000 ariary teo no karaman ireo pôlisy farany ambany galona in...
Ny mpisolo manondro ihany koa dia azo ilazana fotoana noho izy afaka mirafitra amin’ny voambolana milaza fotoana ka azo amaritana ny elanelana eo amin’ny fotoana nitrangan’ny toe-javatra miolotra amin’ny fotoana itenenana. Isan’izany ohatra ireto ny taona ito sy taona ity dia manondro ny taona itsahina izay mifanandrif...
Ny fampianarana
Toy ny zava-kanto rehetra dia misy akony eo amin’ny fiarahamonina ny fanehoana azy. Ny malok’ila rahateo dia ahitana taratra tombontsoa maro sady misandrahaka amin’ny lafi-piainana mikasika ny malagasy. Mitondra fanabeazana, fialam-boly, anatra, mampahafantatra ny zava-misy eo amin’ny fiarahamonina, fampitan-tserasera,...
Hita, araka ireo, fa tsy misy ny dingam-pahasarotana eo amin’ny fanontaniana. Toy izao manaraka izao mantsy no tokony ho fisesin’ny valiny andrasana amin’ny fanontaniana mitanisa, milaza toetra, mamahavaha, mandravona. Izany hoe, tokony ho fanontaniana momba ny fahazoana ny lahatsoratra no voalohany, manaraka izany, ny...
Manam-piadanam-po
Taranja malagasy, mémoire de
Mba hahazoan’ny mponina sakafo betsaka sy ara-pahasalamana dia ny famokarana no mila jerena voalohany. Ny tantsaha rahateo no betsaka any amin’ny kaominin’andramasina 95 -n’ny mponina araka ny tombana nataonay eran’ny nosy manontolo mihitsy aza. Araka izany dia mila atodika amin’ny fanatsarana ny tontolo ambanivohitra ...
Noho ny fahasahiranana ara-pivelomana anefa, dia tsy tomombana araka ny tokony ho izy ny asan’ny mpampianatra. Mahaketraka ny sain’izy ireo ihany koa ny fahitana ny tsy fitoviana eo amin’ny samy mpiasam-panjakana. Ambaran’ny ankamaroan’ny mpampianatra fa ambanian’ny mpitondra malagasy mihitsy izy ireo. Olona mitovy dip...
Vontoatiny
Viii. Fibeazana miaina sy mitia
Rabemanahaka , tantara sy fanabeazana, editiona antso, imarivolanitra antananarivo, jona 2000, tak 07
Ny andinin-tononkalo ahitana andalana enina140
Vkp tak 04 70 vkp tak 14 71 vkp tak 06-15 72 vkp tak 38 73 vkp tak 38-39 74 vkp tak 19 75 vkp tak 23
Rabena kosa no solona anarana entiny rehefa manoratra ho an’ireo mpiray tampo aminy izy. Io mantsy no anarana niantsoan’ireo ralahiny azy rehefa nahatsangy no àry izy. Santionany amin’izany ny hoe fa ny tolona io lehiroa ilaina herin-tsaina lalina im-piry akory moa i dada fony isika mbola kely no nibedy antsika ireny 9...
Ny fampihaonana ny tantsaha asa azo atao tsara ka ireo olona efa nahita tombontsoa no mizara amin’ny mpikambana namany ny dingana rehetra nolalovany tamin’izany. Tsy diso anjara anefa ireo tsy mpikambana na ny mpihaino tsotra. Andraikitry ny fampielezam-peo ratia no mitatitra ny vokatra azo sy ny fijoroana vavolombelon...
Ny fandanian ny salezianina 390.000ar
Antony avy amin’ny tenan’ny mpianatra manokana avy amin’ny tenany hoy ny mpianatra no mahatonga azy ireo tsy hifantoka amin’ny fampianarana fianarana, araka ny valin’ny fanadihadiana natao taminy. Maro àry ireo antony mety mahatonga izany, toy ny 2.1.1.1. Harerahana ny 20 tamin’ireo mpianatra nanaovana fanadihadiana no...
Mamofompofom-paty ilay mena midorehitra ireo te-ho mpanjaka tokan’i madagasikara jodasy nahariana mpidradra fahafahana mpitsentsitra vahoaka, mpivaro-tanindrazana ! !
Ny firafitry ny tantara tarafina amin’ny fizotrany modèle de bremond
Toko faharoa ny fomba filazan-javatra mampijoro ny fitondran-tena ananan’ny tsirairay.
Tva déductible
Vavaka fifonana
Fihaingiona
Ireo taranaka taty aoriana sy efa nahita fahalalana no tena manatanteraka ny fomba fanao vaovao. Teo koa ireo izay nanaraka ny fivavahana kristianina ka namela tanteraka ny fomban-drazana. Hita izany teo amin’ny sehatry ny fambolena eny hatramin’ny fiainana andavanandro mihitsy aza. Tsy manatanteraka intsony ireo fomba...
Ny fanaitra na ny fahalalana omena ny mpianatra na ny mpandray hafatra dia miantefa any amin’ireo vavahadin-tsaina, ary avy eo dia mandeha any amin’ny tadidy amperinasa; mety hahita valiny avy hatrany ny tadidy amperinasa, fa raha tsy mahita eo no ho eo izy dia mandefa izany indray any amin’ny tadidy maharitra. Ny tadi...
Teny frantsay
Tanjona ara-pitondran-tena fahafahana maneho ny maha izy ny tena ny fiaviana, ny kolontsaina fahaleovan-tena sy fandraisana andraikitra.
Mavitrika ny saina,
Amin’ny lisea mahitsy. Efa nolazaina ihany koa fa tsy dia mifidy sarangam- piainana firy fa saika hita ao amin’io sekoly io daholo na ny zanaky ny sahirana na ny zanaky ny manan-katao. Saika mpamboly sy mpiompy ny ankamaroan’ny ray aman-dreny mampianatra ny zanany ao amin’ny lisea. Amin’ny maha ambanivohitra ny toerana...
Anantitranterana ny lazaina ihany koa ity fehezanteny ity tahotr’i hasina no nanondroany an’i miora sy ny nilazany ny marina, fa tsy izy no nanao ny asa nampanaovina azy. Fomba heveriny fa hahamaivana ny fahatezeran’ ny renibeny izany. Hanao ahoana ny mety ho fihetsiky ny renibeny? .
Eto dia mampitady izay fifandraisan’ny tononkalo amin’ny fiainan’ izay nanoratra azy ny tombana. Nokendrena ny hahaizan’ny mpianatra mitaratra ny fiainan’ny mpanoratra ao anatin’ny tononkalo nosoratany mialoha izany anefa , dia tokony hisy ny fahazoana ny lahatsoratra. 2 araka ny fihevitry ny mpandinika sasany, dia mis...
Fafana 16 sehatra iainana momba ny vola
Raha ara-bakiteny, dia ny voninkazo na ny zanakazo mitsimoka no ambara hoe mitsiry eto anefa, dia ny fony no lazainy fa mitsiry. Raha hazavaina fohifohy ny hevitra raketin izany, dia manomboka mitepo fitiavana amina olona iray ny fony
Ny mpanoratra nankafiziny
Mpitarika dr. Ravalitera jean rabenalisoa
Izahay mpikaroka dia manana tolo-kevitra enti-manatsara ny fiompiana akoho gasy. Marihina fa ezahina ny hitazona ny fomba fiompiana ny akoho gasy nentin-drazana hatramin’izay toy ny hoe mikarenjy, mihinana eny rehetra eny ary tsy mifanohitra amin’izany ny fanatsarana atao.
Fa ny soratro sakaiza tsy hoe rediredin-tsaina te hanonofy volana ka tsy fantatra ho aiza tsy hay izay tanisaina fa manodinkodim-bolana
Valolombelona 1977
Nisafotofoto ny fiainam-boahoaka vokatry ny fahantrana. Tsy niseho intsony ny fifankatiavana sy ny fifampitokisana izay nampalaza ny malagasy fahiny. Tsy nisy araka izany ny lamina manara-penitra fa efa samy revo amin’ny tolona amin’ny adim-piainana ny olona. Toa tsy hay tohinina be ihany ny ankamaroany. Hoy i solofo j...
Ny vanim-potoana fotoanan’ny fanalalahana fampiharana ny lesona tononkalo mampalahelo a. F feno , des 2000
Tsy afaka mirafitra amin’ny anarana ny mpisolo tena mitovona amin’ny teny swahili fa amin’ny matoanteny foana. Amin’ity teny ity koa, araka ny voalaza any amin’ny i-1-1-3, dia mahalaza hevitra feno ny matoanteny iray ka azo lazaina hoe fehezanteny noho izy io efa misy em sy l ao anatiny. Toy izao no firafitra farany ts...
Ny tantaran’ny skotisma isan ny miantoka ny fijoroan ny vondrona iray ny fananany tantara. Manana izany ny skotisma, izay niainga tany amin i baden powell ary noho ny firoboroboany dia ahitana izany eto madagasikara.
Araka ny rakibolana français-malgache malzac44, ny teny hoe serasera dia manana hevitra hoe fifanatonana , fifamangiana , fifampitondran- javatra azo lazaina koa hoe fiombonana , firaisam-po , firaisan-tsaina no nandika ny teny frantsay communiquer sy communication avy amin’ny teny latina communicare mettre en commun ê...
Gault, père pedro ou les collines du courage , paris, allin michel, 1994
Menrs, ny fitadidiana, achevé d’imprimerie sur les presses de b 1 s pour le compte de l’imprimerie pierron, août 2006 , tak 18 -programme scolaire classe de première v. Asa fikarohana -ralalaniaina elisoa j. I , andrana fanatsarana ny fampitana ny lohahevitra andriamanitra zanahary- razana miainga amin’ny lalan-tsaina ...
Ohabolana 29 15 a sy 19a, baiboly, tak.608
Nihira ny zavaboary ihany koa ireo mpanoratry ny takariva. Nataony izany mba hanehoany ny hakanton’ny tontolo eny ambanivohitra, ary mba hahazoany midera ny zoto sy ny herim-po ananan’ireo tantsaha malagasy. Nifono tao amin’ny fihirana ny zavaboary ihany koa anefa ny hetahetam-pahafahana ara-kolon-tsaina.
Ambohijoky taona 2005.
Araka izany ny mpanentana dia tokony hiverina any amin’ny toerana nanaovany fanentanana hanao fanadihadiana ireo olona nentanina. Ka ny atao amin’izany dia midina eny ifotony. Ka tsy ho voatery ireo ray aman-dreny mivantana no hanaovana fanadihadiana fa mety tsy hilaza ny marina izy ireo fa ny olona izay mety hahavaly ...
Lohatenin-desona. Ohatra, amin’ny fampianarana ny fahefana amam-pitondrana , dia ny rafi-pitondrana misy ankehitriny no asongadina ary hadihadina hanakarana ny rafi- piarahamonina tranainy ka azo tanterahina amin’ny alalan’ny ady hevitra izany izay ataon’ny vondrona roa na telo ka ny mpampianatra no mpandrindra azy. To...
Antoine rahajarizafy, filozofia malagasy, tak.20-21 59 c. Rakotohova, fokonolona sy fivoarana, tak.8
Collin. R 1965