text stringlengths 10 11k |
|---|
Amin’ny fanasongadinana ity tontolo iainana ifandraisan’ny samy olombelona ity dia mbola niangalian’iran e b ny tamberim-boan-teny na andian-teny am-param-pehezan-teny na am- paran’andalana sy andoham-pehezanteny na andohan’andalana mifanesy anadiplose v a tak 27 saina feno horohoro horohoro-ndrahalahy rahalahy avo toe... |
Fahatsiarovan-dramavo ny fahazazany rehefa nieritreritra ny tanànan’i moramanga izy |
1 mi ki mpia dia mi ki mpia a vt 7 1 2 3 4 5 6 7 ? U 2 a za a sia na je ry a ko ry b vt 8 1 2 3 4 5 6 7 8 ? U 3 ny a ndro la sa nao fa hi ny d vt 8 1 2 3 4 5 6 7 8 u u u 4 fa ny sai no dia ity a vt 6 1 2 3 4 5 6 u u u -u -u 5 ny fo nao izay ori ory b vt 6 1 2 3 4 5 6 u u u u 6 fe noy tsi ky a nke hi tri ny d vt 8 1 2 3... |
Ny niandohan’ny koba tao amin’ny fkt talata volonondry azo lazaina fa talohan’ny taona 1940 dia tsy mbola nisy mpanao koba tao amin’ny fkt talata volonondry. Izany hoe anarana fotsiny ny hoe koban’i talata volonondry fa mbola ambohimiadana sy antanetilava no tena tao amin’ity seha-pamokarana ity, ary tao anatin’ny tsen... |
Ny fananana vady aman-janaka |
Fafana 14 fanasokajiana ny isa azon’ny mpianatra tao amin’ny l. A. |
Noho izany dia misarika ny sain’ireo mpamaky mpihaino ny asa sorany izy mba handalina sy hitsakotsako izany hevitra arosony izany. B- ny fanovana anarana synecdoque |
Ii-3-1 ireo voambolana frantsay |
Ny fahafahan’ny tany |
Matihanina tk.33 , ohatra, dia ampiasainy hitanisana ireo fihetsiky ny mpangataka ny teboka roa, toy izao manaraka izao ilay vola roanjato namonkinanao ny tanany sy ilay tapa-mofo kely tampim-bava taminao nahavonjy poritra iny fa tsy hahavitaona; ka mbola hoy indray izy loak’andro vao maraina hitalaho, hitaraina, hamor... |
Tiako ianao ry soratro rakotoson emeralda |
Ny fomba malagasy, antananarivo edisiona md. Paoly, natonta fanindroany ,98 pages riaka, le développement de a à z, s. M. E. , 1995 antananarivo, 189 pages rabearimanana g paysanneriemalgache dans la crise le boina |
225 000,00 |
Tombon’andro ho anay b. |
E! Mahadonga ’ty gobok’aponga mainka miray amin-doza sy tsetrra 15 satria fitiavana tsy misy fetra tiana sy tia no tafara-dia. |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale |
L’atteinte des objectifs communs suppose l’existence de relations professionnelles entre les acteurs qui animent la vie des associations. Cette vie en association impose des attentes réciproques. Cependant, la réalité est plus complexe que ce à quoi on pourrait s’attendre. Sur le plan individuel, ces acteurs sont issus... |
Ny ankaso eto no oharina. Ny anoharana azy kosa, izay tsy tazana eto, dia biby manana toetra masiaka toy ny alika, liona, fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fifamaritan’ny oharina sy ny anoharana. Ohatra 1 ry lasa izay famisavisa mirakitra nofy tantely |
Ny fahafolahana ny hairaha momba ny serasera dia ny fitambaran’ny fahalalana ao amin’ny olona tsirairay izay miditra an-tsehatra mandritra ny serasera amin’ny alalan’ny teny moffet et demalsy, 1994 26 93. Tondroina manokana eto ny fahafahan’ny olona iray manetsika ireo angom-pahalalana ao aminy any anatin’ny serasera i... |
Mba ventienteso sy vontovontosy dia veliveleso ary volovolosy ! Somary ampangino |
Nijoro kosa ny fiangonana faharoa teo ambatonakanga ny 5 jona 1831. Tamin’ny 1835, dia mba nahatratra roanjato isa ny mpandray ny fanasan’ny tompo tao. |
Fitondrana ; fitondrana. |
Anisan’ny toetry ny alika koa ny minaonaona araka ny fitenenana hoe minaonaona ohatra ny alika mitomany valala ny alika indraindray dia mivovo fotsiny tsy misy antony satria ny valala izay itomaniany dia tsy tiany akory araka ilay fitenenana hoe valalan’amboa ka ny tompony aza tsy tia . |
Rahantasoa misa valérie, promotion du tourisme durable à madagascar; un exemple concret avec le saha forest camp anjozorobe. Mémoire de fin d’études pour l’obtention d’une maîtrise transversale de recherche en langues, culture et communication. Sous la direction de pr. Raharinirina rabaovololona lucie, professeur unive... |
Brousse avant d’aller en ville. Avec la dotation de ces différents matériaux agricoles, ils sortent facilement de la misère et commencent à vivre une vie stable. Ils ont une forte capacité d’adaptation en milieu rural et peuvent suivre le rythme d’un paysan. Par leurs efforts, ils ont généralement assez de récoltes qui... |
Ny teny hoe fito amby efapolo , ihany koa, dia nasehony toy izany, hampibaribariany ny fotoanan’ny ady nahery vaika teto madagasikara, ka nahafaty ireo mahery fo sy vahoaka maro. Fotoana nitrangan’izany toe-javatra mampalahelo izany teto amin’ny nosy. Tsara ho fantatry ny olona sy ho tsarovany hatrany, ka nasongadin’ny... |
Amin’ny lohateny dia mila dinihina manokana na ny vontoatin’ny hevitra na ny endrika anehoana izany sy ny halavany. Raha tiana hahomby, izany hoe hahasarika ny mason-tsain’ny olona ny hafatra iray manontolo, dia tokony haneho ny iray amin’ireto tanisaina manaraka ireto ny vontoatin’ny hevitra aroso. 1- lohateny manome ... |
La littérature tient une place majeure dans une société. Elle est aussi la garante du développement d’une région, même de la nation. Elle est très vaste mais ce qui nous intéresse ici c’est la littérature traditionnelle. Notre travail s’intitule la place de la litterature orale vue a travers le rango ce thème s’est dév... |
En défendant la morale conjugale dans son intégralité, l’eglise sait qu’elle contribue à l’instauration d’une civilisation vraiment humaine; elle engage l’homme à ne pas abdiquer sa responsabilité pour s’en remettre aux moyens techniques; elle défend par là même la dignité des époux. Fidèle à l’enseignement comme à l’e... |
Ny endrika ivelan’ny boky |
Doany ao ambohitranandriana isan’ny doany malaza indrindra any amin’ny faritra, ary tsy maintsy misy mamono omby foana ao isan-taona |
Nalaina tao amin’ny tantara tsangana le cid nosoratan’i corneille no enti-manazava izany. |
Fitanisana manao an-tanan-tohatra lanja miakatra, izay maneho ny hagagan ireo mpiasa vaovao toa an-dry tsiresy sy i mamy rehefa tonga ny ora fisakafoana. Ny mpiasa tranainy efa nivonona sakafo masaka fa izy ireo kosa tsy niomana ny hitondra, ka teo vao nikaroka paosy ary nandeha nividy izay sakafo kely takatry ny vola ... |
Izany ao kosa ireo mikendry ny haningotra ny fo amam-panahin’ny mpamaky; ka miteraka fangorahana sy fitserana na alahelo ankoatra izay , toy ny mampiaina ny zavatra resahina, na ny fahalalana tiana hampitaina ireo karazan- tsary ireo toy ny manatri-maso izany mantsy ny mpamaky, ka voarainy avy hatrany ny fahalalana ary... |
Tsy fasana akory. Tsikaritra eto araka izany ny fanovana endrika ny zavatra tenenina. Noho izany misy ny hevitra ankolaka fonosin’ireo teny ireo ka nahatonga ny fifamenoan-kevitra eo aminy. Ny teny hoe tsy maty dia midika hoe velona, na mbola miaina ; ny voalavo kosa dia biby ratsy mpanapotipotika zavatra, ny kibo dia ... |
Fely! Felan-draozy malefaka ianao ka tsy handratra ny aty foko. |
Ampy ho an’ny andro tak.187 tak.193 raki-tsary tak.194 tak.218 tsy efan’ny irery tak.214 tak.219 tokatranon-dahy tak.220 tak.229 tsy nampoizina tak.230 tak.241 voamaintilany tak.242 tak.248 fizarana fahatelo voalohan-dingana tak.249 tak.252 tamberi-nofy tak.253 tak.257 tsy nofy tak.258 tak.260 lasa i dina nisolo dina t... |
Dia mora amboarina, sao mantsy tsy misy fotoana hividianana sy hanjairanao azy intsony fa efa antomotra be ihany ny fotoana e ! Vololona faly ary mijerijery bika amin’ilay akanjo. Ataony eo amin’ny sorony fotsiny fa tsy ampidirina akory misaotra anareo aho, nefa ny fotoana hiakarako izany dia amin’ny zoma fa ilazao i l... |
Maro ny toe-javatra nanamarika ny fahatanoran’i niry-solosoa. Anisan’ny misongadina amin’izany ny nahafatesan’ny rainy raha vao 16 taona izy. Niahy samy irery ny fiainany izy nanomboka teo. Teo anatrehan’izany, azo lazaina ho nihafy tanteraka izy, ary nihevitra mihitsy aza fa tsy ho tsizarizary ny fiainany. Nanao asa a... |
Fanoritsoritana an’andranosamonta. Tak. 72 |
Tolo-kevitra azonay aroso amin’izany ny mahakasika manokana ny interview amin’ny maha lahateny lehibe azy, ary iorenan’ny asa famakafakana rehetra ihany koa. Tsapanay tao anatin’izao fikarohana izao fa fototra iaingana amin’ny fandalinana hevitra rehetra, ny asa famokarana rehetra ny interview ny fandalinana izany, dia... |
Tsanganana 02 ny mpianatra mamaky ny gazety araka io fafana io, dia tsapa fa liana amin’ny famakiana gazety ny mpianatra, ary ny ankamaroany dia mamaky ny gazetiko. Ny mamaky na mijery ny a. P kosa dia tena vitsy raha ny antontan’isa no jerena. Isan’ny nanosika anay handinika ny a. P ny mba hahafantaran’ny olona fa ten... |
Manjakatompo |
Dika, hanebaka, dirina, handrorona am-bava |
Ny loharano nipoirany sy ny tanindrazany 10 1.1.1.1 ny loharano nipoirany 11 1.1.1.2 ny tanindrazany 11 1.1.1.3 ireo iray tampo aminy 12 1.1.2 ny tokontanim-pahazazany 14 1.1.2.1 ny kilalao fanaony 14 1.1.2.2 ny fanabeazana azony 15 1.1.3 ny fianarana nataony sy ny asany 15 1.1.3.1 ny sekoly nianarany sy ny mari-pahaiz... |
Ny fomba filazan-javatra nananganana ny lohahira |
Teny manao ahoana no mahaliana anao kokoa ? Teny bemiray tenin-jatovo teny malagasy ranoray teny frantsay tanteraka |
Sary 7 ny biraon’ny zandarimariam-pirenena poste avancée ao amin’ny kaominina antanetibe mahazaza, sary nalain’ny tenanay, septambra 2012 |
Fafana 18 ny fomba filalao sy fitsipi-dalao |
Manasongadina ny hevitra famoronana ireo voalaza ireo, dia ny famoronana miainga amin’ny fahatsapana anaty. Tsy maneho ny misy izay hita, tsapa sy re fotsiny, fa mamboraka ihany koa ny tsy misy nefa tsapan’ny fo amam-panahy, hany ka toa hafahafa sy tsy marin-tombina ny zava-boalaza. Tsy ny misy azo tsapain- tanana ihan... |
Ireto avy ireo zava-maniry entina hanasoavana ny velona efa voalaza tany aloha, fa tsy ny maty ihany no karakaraina mandritra ity fotoam- pahoriana ity, fa ny velona ihany koa. Misy amin’ireo zava-maniry ireo ihany koa voatokana hanasoavana ny velona ny ravindongoza mahasolo sotro isakafoana sy anamboarana trano heva h... |
Ny antrôpôlôjia sy ny hevitra fototra ao aminy |
Lalangina ambalakely 11 km ceg ambalakely miankina 01 |
Fizarana faharoa ny amin’ny boky fary mamy, kilasy famaranana |
Ny famahoaka raha ny fiarahan’ny mpiray tanàna manao ny raharaha fambolem-bary sy ny fiaraha-milanonana eny an-tanàna no sehatra nanaovana ny mamahoaka tamin’ny |
Etudes historique de madagascar edition nathan m car f labatut raharinarivonirina |
Laharana karazana takila 01 ny isan ny mponina ao amin ny fokontany 67ha afovoany andrefana 16 02 ireo sekoly ao amin ny fokontany 67ha sy ny mombamomba azy 17 03 ireo faritra misy ny mpino ao amin ny flm 67ha 28 04 ny isan ny mpanazava ao amin ny flm 67ha ny taom- pibeazana 2013-2014 65 05 ny sakafo ara-pahasalamana s... |
Hiorim-paka anatintsika ka hitsimoka sy hamelana ao am-po sy am-bavan’ izay rehetra mahatsiaro fa izy anie ka mbola gasy ! V. A lah 38 |
Boky i , tak 23 220 a rakotoarison , lesona stylistique , taona faharoa , ens 221 boky i , tak 78 222 boky i , tak 45 |
Teny atao ohatra hilazana hevitra. Ny maha samihafa ny ohabolana sy ny fitenenana dia noho ny ohabolana misy sary sy sarin-teny ary ohatrohatra. 54 araka ny fijerin’ireo mpandinika vahiny, dia proverbe no andikany ny teny hoe ohabolana amin’ny teny malagasy. Hoy ny famaritany izany araka ny ohabolana ny ohabolana dia s... |
Ny fizotran ny fotoam-pivavahana ao amin ny fiangonana ôrtôdôksa |
Isan’ny sekoly miankina amin’ny fanjakana isa-paritra, taom- pianarana 2010 2011 73 18. Isan’ny mpampianatra isa-paritra, sekoly miankina amin’ny fanjakana, taom-pianarana 2010 2011 74 19. Isan’ny mpianatra isa-paritra, sekoly miankina amin’ny fanjakana, taom-pianarana 2010 2011 75 20. Isan’ny sekoly tsy miankina amin’... |
Fizahan- takila |
Anjaran’ny mpampianatra ihany koa ny mieritreritra mialoha izay atao mba hahatafita ny lesona, indrindra ny fisafidianana ireo fomba sy fitaovana ilaina amin’ny fanatontosana izany 19. |
Ohatra 1 ny hita ao amin’ny ratra lalina rado ary tena lava volo be, tsara tarehy na dia mihorirana aza izao fahitako azy izao. Ny tena mahavariana ahy dia ny fanombanako ny endrika amam-bikany. Ohatra ireny tsy zanaka kaomôriana ireny. Jereo ity izy fa anjely latsaka an-tany mihitsy e! Sao dia mba mandainga kosa aza n... |
Sokaji-teny anarana |
Rahajarizafy rpa ny filôzofia malagasy, 3ème edisiona. Ambozontany 1970 fianarantsoa, 155 takila |
Fehiny tao amin’ny fizarana faharoa no nandalinana an’i nampoina amin’ny maha- mpanoratra azy. Teo amin’ny fandalinana ny tononkalo izay novokariny no nafahana namariparitra ny endrika nanehoan’ny tononkalony. Raha ny endrika ivelan’ireo tononkalony, ohatra, no nojerena dia hita tao ny endrika ny lohateny, ny firafitry... |
Loharanon-kevitra christian rakotoarinivo chef ta. Fa ambatondrazaka |
Fernandez, comntribution à l’étude du peuplement ancient du lac alaotra , in taloha, p23. Mais l’introduction du christianisme ne devait pas pour autant faire disparaître les traditionnelles coutumes |
Na iza na iza matoky an’ny tompo dia hahery tokoa raha izay no santionany amin’ny tantara niseho tany ivelany, dia andeha àry hojerena indray ireo zava-nitranga teto an-toerana izay tsy azo odian-tsy hita ny fisongadinany, ka tsy maintsy ambara ampahibemaso eto. |
Consulté le 27 07 2016 10 consulté le 27 07 2016. |
Ao no ahitako ny fahasambarana ho avy hitsena hamoha varavarana ho amin’ny lapan’ilay fiadanana ; 40 ho any ny diako ka tsy azo sakanana ! |
Nitombo isa ny 4-mi indreo fa mitsindroka eny amin’ny fako mba hahitana izay harapaka ireny olona ireny. Ny dabam-pako no miantoka ny sakafony rehetra en tous ces coins des rues au parfum de poubelles ces garde manger ouverts jour et nuit. V. A lah 44 |
Miresadresaka momba ilay lahatsoratra ary mitarika izany ho any amin’ny lesona. |
Moussa nampiantso an’ialahy aho ry fetra, satria misy zavatra tiako haseho an’ialahy ireto dieny mbola eto tàna ialahy. |
Rmp fanarahan’i andry sy fely an’i letody hatrany mahajanga noho ny fahafantarana ny asa ratsy kasain’izy ireo hatao. Ma fandehanan’i andry tany afrika niaraka tamin’ny lehiben’ireo jiolahy ao amin’ny camp n 04 mba hahafantarany ny asa ratsy ataon’ireo jiolahy. As niaraka tamin’i jomo samora ho any afrika atsimo i andr... |
Ny fijery siantifika, |
Lasa nentiny any |
Leo izahay |
Raha fintinina izay rehetra izay dia azo ambara fa nibahan-toerana lehibe teo amin’ny fiainana ara-politika ny re tany etazonia. Nanjary fitaovam-pifandraisana iray mahomby ho an’ny sarambabem-bahoaka izy. Nahitana azy avokoa ny tany amin’ny gazety, na tany amin’ny fahitalavitra, na tany amin’ireo fitaovam-pifandraisan... |
Kaominina ambanivohitra andranovorivato fokontany halavirana andranovorivato 0 km vohiambanasomaina 3 km fenoarivo 4 km ambatosoa i 4 km ankaritsananana 4,5 km ambatosoa ii 4,5 km vinanitsareana 5 km mahasoa 5 km sahavanana 6 km somaina ii 6,5 km andrainjato 7 km ambalavohimay 10 km sahanavelo 12 km sangasanga 12 km am... |
Araka izao, dia samy manana ny haben’ny tarehin-tsoratra mifanentana aminy avy ny tsirairay, ary araka ny sokajin-taona misy azy raha hamolavola boky ho an’ny mpianatra any amin’ny ambaratonga fahatelo izany, dia tokony ho ao anatin’ny tarehin-tsoratra manana habe 10 hatramin’ny 12 no ampiasaina eo amin’ny fanehoana az... |
Maka ohatra mazava tsara hatrany isaky ny manadihady lahatsoratra, na manao famakafakan-kevitra. Iny no ahafahana na handraisana fampiharana hatrany miaina amin’izay misy fotsiny, satria tsy manan-tsafidy adina an-tselika no matetika atao mba hanaitaitra ny sain’ny mpianatra 1 |
Fiangonana noely ! ! Andriamanitra no asa raha finaritra nijery ! |
Tsapanay tokoa ny ahiahinareo, sitraka sy telina ny finiavanareo tsy nanafim-bato hanafintohina anay. Teny aroson’ny manam-panahy izany, tompoko, ka raha ny tena tokony ho izy dia izy tenany no hamosaka ny am-pony eto. Nefa anjarako no efa nomena handahatra ny fitenenana eto, koa aza matahotra ianareo. |
Tsy nataon’ny mpanoratra ho latsa-danja ny fanolokoloana ny maha olona. Ny lafiny fampianarana sy fanabeazana indrindra no tiana horesahana amin’izany. Samy mahazo ny anjarany avokoa ny sokajin-taona tsirairay ao amin’ny tononkalo. 2.4.1.1. Ny lafiny fampianarana |
Manana andalana miovaova tsy voafaritra mazava ny isan’ny andalana mandrafitra ny andalana isaky ny andininy ao amin’ny tononkalo enina ambinifolo 16 ao anatin’ny vondrona ambara no mampiasa ity rafitra miovaova ity, dia ny va lah 02-29-57-58-59-60-65-68-71-75-76-77-78-89-90-100. Izany hoe ny 15 n’ny tononkalo ao anati... |
Ramambasoa sy ny namany, ny tantaran’ny fiangonana cours complémentaire, éd salohy , tpflm , 1964 martin luther 1483-1546 tera-tany alemaina, notezaina tsara araka ny finoana katôlika. Kinga saina ka nampidirin-drainy tao amin’ny oniversiten’i erfurt ho tonga mpisolovava. Niharam-pahoriana teo amin’ny fiainana noho ny ... |
Psychologie des adolescents |
Ny vontoatin’ny fandaharam-pianarana nisy ny fanavaozana ny fampianarana tao anatin’ity vanim-potoana ity. Raha ny fandaharam-pianarana kosa dia tsy nahitana fanavaozana firy fa fandrindrana no natao. Izany hoe, ny endrika nanehoana azy sy ny filaharany no nasiana fanamboarana araka ny lalàna 76 890 men com izay nataon... |
Mpianatry ny ltpa izy. Folo ireo mpianatra taona voalohany nanontaniana ka ny valo tamin’izy ireo dia avy amin’ny sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ary nilaza ireo antony eo ambony ireo. Ireo roa izay avy amin’ny sekolim-panjakana kosa indray dia nilaza fa efa fahazarany hatramin’izay ny manala aron’akanjo rehefa m... |
Eto am-pamaranana, dia tsara ny mampahatsiahy, fa ny sehatry ny literatiora an-tsoratra no nirotsahanay tamin’izao asa fikarohana izao. Naompana tamin’ny lohahevitra hoe ny fitiavana tarafina ao amin’ny tononkalon’i ny eja, araka ny ahitana azy ao amin’ny amboara ilay fitia izany. Ny tanjonay moa, raha nisafidy ny hana... |
Fahanana ny olona fa tsy mandray vola, |
Le asa ampinga est un mouvement d’ensemble produit par quelques gamins du village et tiré des activités guerrières de l’ancien temps. Les mouvements consistent à simuler un engagement à distance avec l’ennemi. Ils utilisent un bout de bâton et un bouclier. Le choc du bâton contre le bouclier donne un son, accompagné de... |
Mpanome aina ny tantara ny mpandray anjara, satria izy no tantaraina ao amin’ny ankapobeny. Tsy tokony hafangaro amin’ny mpandray anjara anefa ny mpitantara sy ny mpanoratra. |
Tompokolahy sy tompokovavy, ny any amoron’alaotra fararanon- jozoro, maitso mavana loatra tsy mena-mijoro ny amoro’itasy fararano tatamo, mahaliana ny maso fa tsy mahamamo. Ny any imamo fararanon-tapia , fa ny eto amintsika kosa fararanon-pitia satria tafahaona ny tia sy ny manina. Koa azafady manembana tompokolahy , a... |
Ny fomba nampitany ny fampianarana samy manana ny paikady enti-mampita ny fampianarana ny mpampianatra tsirairay. Antoka iray mampahomby ny fampitana fahalalana ny tetikady ampiasana. Ho azy roa ireto dia toy izao ny mpampianatra a tsy nampianatra ny fomba famakafakan-kevitra izy. Ho hita etsy ambany, ao amin’ny kilasy... |
Di 13.10.97 |
Nandritra ny ady nifanaovan’i andry tamin’ireo fahavalony dia niharihary hatrany ny fahasahian’i andry sy ny tahotr’ireo fahavalo nanoloana izany. Vokatry ny fifandonana dia nisy ny naratra, ary nisy ny maty. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.