text stringlengths 10 11k |
|---|
Amin’io fotoana io dia tsy mahazo mitafy ny fanamiana maha mpanjaka azy ny mpanjaka rehetra afa tsy ilay mangataka tsodrano ihany. Ny antony dia ny iavahany amin’ny maro ary indrindra hisantarany manokana izany fanamiana izany ao amin’ny lapa masina. Amin’io fotoana io ihany koa dia ny mpanjaka lahy ihany no mandeha en... |
Akanjony avy ao an-damosina. Ny kiraro lamba somary kelikely vodin-tongotra ary mifatotra anoloana. Miloko fotsy sy manga malefaka. Mifanendrika avokoa amin’ny fihetsiny izany rehetra izany. |
Boky i tak 129 159 boky i tak 159 |
Andriamalala, hetraketraka ii, tak.128-130 |
Misy kosa ny feon-teny maka ny toetry ny renifeo sy maka ny toetry ny zanapeo; izany toe-javatra izany no ilazana azy ireo hoe sarirenifeo na sarizanapeo. Roa izy ireo eo amin’ny teny indonezianina sy ny teny malagasy, dia ny feon-teny j sy w ilay feon-teny voalohany dia miasa ao amin’ny voanteny indonezianina yakin ja... |
Eo amin’ny vanin-teny faharoa na amin’ny faran-teny 2 e i- beli vidy, kelek helika, pepet fefika, rezeki riziky |
Ireo sary ao amin’ny tononkalon’ny r. Fidimanantsoa fomba iray ahafahana mikaroka ny lafika tokana ihany koa ny fandalinana ny sary, saingy eto izy, dia hiasa ho fanamafisana, na fandrodanana ny lafika tokana fo mitomany hita tamin’ny fanisana ireo voambolana mateti-piherina. Koa, hiroso amin’ny fandinihana ireo sary m... |
Ireo antonantony mahatonga fahoriana fafana no ndeha anehoana ireo teny manondro ny antony mahatonga fahoriana. |
Tahaka ny olon-drehetra eto amin’izao tontolo izao ; saingy tiany kokoa ny fitsinjarana amin’ny mpiara-monina izay ananany fa tsy ny fampiasana izany samirery 124 endri-piharian-karena hatrizay ny fifanakalozana, saingy niha tsy hita tsikelikely rehefa niditra ny vola ka nahazo laka mandraka ankehitriny. Tsy foana tant... |
Ny vola. Notorian ingahy |
Raha ory ny saina ka miferinaina io ilay tiana eto an-tany hanala tomany. |
Atolotray am-panetren-tena izany, tompoko. Tsapanay tokoa fa ny ondrilahy be hofaka no tokony ho sahaza anareo; fa ny valala tsy an-tanana hono tsy atolo-jaza, ny tany mena tsy mirehitra. Ka isoronanay ny tsiny fa sahazanay manolotra tompoko, fa tsy sahaza anareo tolorana azy. |
Fampielezan-kevitra ho an’ny mpanao pôlitika ifandrombahana ho an’ny mpanao fampielezan-kevitra amin’ny fotoam-pifidianana isan’ambaratonga ny andro talata, tsena ao amin’ny kaominina talata volonondry, satria tsy sarotra ho an’ny tantsaha ny fandraisana hafatra ampitaina amin’io. Toy izao no filazan’i faranirina esoav... |
Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezia amin’ny teny malagasy. Imprimerie f. F. M. A faravohitra. Antananarivo. |
Ny fiainana. Sarotra anefa ny mahita izany fiainana tsy ahitana olana izany. Nentina hampaherezan-tena ihany araka izany ny hyperbole eto. Tahaka izany koa no hita amin’ny hoe ataoko havana daholo ny olona rehetra. Endrika isehoan’ny ezaka atao’ny mpandray anjara fototra io hihoarana amin’ny olam- piainana izay mianjad... |
Izao ny fiafaran’ny tanindrazana. Nofaranany tamin’ny fitarihana ny vahoaka izany, ka hoy indrindra izy ka noho izany, hovelomina ny nentin-drazana, hofohazina ny sampy masina, hohamasinina ravololona ka na iza hisakana izao hevitra izao, na iza hitsivalana, na iza hanatsatso, na iza hanakivy; fatambary hariva izao ka ... |
Fafana 02 ireo an-kibon-tanin’ny faritra 18-19 |
Mipaka amin’ny tenany sy ny ataony ny fanambonian-tena ataon’ny mpiteny. |
Ny renifeo ? |
Ra ho- mai nty no i ndre ny 8 |
Tsy rano natondraka an-damosin-gana akory ireny fitiavana natosaky ny ray aman-dreny amin’ireny zanaka ireny, fa tsapany sy tsaroany tokoa. |
Ny fitaovana iaingana itondrana ny lesona dia tsara raha fantenana mba hifanaraka amin’ny tanjona kendrena aty amin’ny vontoatim-pampianarana azo atao ny miainga amina lahatsoratra na lahabolana na resadresaka aorian’ny fampifanatrehana mivantana lanonam-pianakaviana na aorian’ny fanadihadiana amina sokajin’olona manan... |
Ny tanindrazana iombonana |
Ny fahatsiarovana sy ny fifandraisana am-po ary ny fitia tsy te hisaraka intsony. Tsy mahita teny entina hampiononana anao aho ka aleoko mangina dia fanginana tokoa no tohin’izany teny izany. Niantoraka teny aminy aho nifokofoko nitomany. Ary taorian’ny patrapatra- dranomaso niraraka teny amin’ny endriko ary namoto ny ... |
Ohatra fehezan- kevitra fototra ery amin’ny efitra fandriana, raymond rabarivelo. Tovolahy maranidranitra sady bikàna. |
Hay ve ny tady mba misy tariby a! A! Mahavita azy ny jomakanay at? He roy e! Tsara milalao re niany a! |
Antenaina fa ho maro ireo mpikaroka izay hanabe voho hatrany ny literatiora malagasy, indrindra ny tantara foronina momba ny fitandroana ny filaminana roman policier izay manampy amin’ny fanolokoloana sy fanabeazana ireo taranaka, ary mitahiry ny soa toavina maha-malagasy. Zava-kendrena amin’izao asa fikarohana izao mo... |
Dany, madagascar tribune , n 361, 26 febroary 1990 |
Miavaka ny andininy rehetra amin’ny lahatsoratra , ka mora vakina sy mora azo ny hevitra raketiny. Manisy faritra fotsy ihany koa ny mpanoratra; somary mihataka kely miankavanana izy rehefa manomboka ny andininy , ka tsy sarotra fantarina araka ny nambaran’i richaudeau mantsy, dia ny faritra fotsy no manomboka ny andin... |
Ny fanetren-tena. 1 12,13,14 setriny omen’ilay solemita an’i solomona 2 1 misongadina amin’izany ny fifikirany |
Tsy ananan’ny teny indonezianina noho izany ny mpampitohy maneho fananana tahaka ny endrika -n- amin’ny teny malagasy, ary fahita amin’ny teny maro maneran-tany. Mety ampidirin’ny mpanoritra si na faranan’ny endrika aman-tovana -nya ilay voalohany amin’ireo anarana mifanesy. Ohatra pacar si temanku amaton’ny’ ny namako... |
Takelaka fifampilazam-baovao, laharana 00, janoary 2010. Endémique voambolana fampiasa matetika hilazàna ireo harena voajanahary, biby na zava-maniry, mivelona ara-boajanahary amin’ny toerana iray voafaritra mazava tsara, eny na dia nentina nambolena na nompiana any amin’ny toeran-kafa aza tak 2 |
Manamafy izany ny mpandinika r. P. Rahajarizafy antoine fa na eo aza io fanahiana sy fahatahorana fahafatesana io, raha tonga amin’ny anjarany ny teraky ny nosy dia mionona 104. Ankoatra ny anjara dia nanana ny fiheverany mikasika ny vintana ihany koa ny malagasy. |
Takila lohatenin’ny tononkalo fitsipi-drafi-pehezan-teny ao amin’ny tononkalo fitsipi-drafi-pehezan-teny andavanandro |
Toy izany no atao amin’ny fandrosoana izay mahatsiaro tena no miezaka manatsara ny zavatra ataony mba hahatsara ny fari-piainany. Manentana ny namany izy avy eo mba hanao toa azy sy hiara-misalahy aminy. Ireo no fanalahidin’ny fandrosoana. Amin’izay rehetra atao dia ilaina ny manao fandinihana, ny manao fikarohana. Reh... |
Fiarahamonina manakantsakana ny fampivoarana na ny famolavolana ny maha olona? 2.1.2. Eo anivon’ny fiarahamonina |
Objet hahazoany fahafahana sy fiainana vaovao miaraka amin’i felana zaza natsangany |
Manokana ny vehivavy miteraka v. A. Tak.163 ranabavy entina ilazan’ny lehilahy ny vehivavy mpiray tam-po aminy na namana akaiky. Tsy maintsy mitandrina, ranabavy, hoy ilay lehilahy tsy fantany akory v. Tak.218 vehivavy iray tam-po amin’ny lehilahy iray15 regis rajemisa raolison, 2003, tak.71 rafozambavy renin’ny vadin’... |
Telozoron ny haifampianarana arak i houssaye |
Fa fantatro marina hatramin’izao ny lalam-pitiavana ’zay mora taitra mafana izy anio ka tsy mba fantatrao fa ny afak’ampitso dia be haitraitra |
Toko voalohany 1. Ireo olana samihafa miteraka tsy fahombiazana eo amin ny fampianarana 1.1. Momba ny teny malagasy. 1.1.1. Ho an ny mpampianatra. 1.1.2. Ho an ny mpianatra. 1.2. Momba ny taranja malagasy. 1.2.1. 1.2.2. |
Lozanao mirehareha amin’ny fananam-bola, 10 ka na dia mividy toerana hahafahana midola; resinao aho androany nefa mbola ho tafarina hofafako ny tomany, mbola hiseho koa ny marina |
Ny endri-pirafetan’ny tononkalo |
Raha sendra ny ankaso izy no hanafosafo, indro ilay vady fa manan-kiady. |
Famaranana |
Mitaky fifamenoana hetsika eo amin’ny rafitra isan’ambaratonga ny fanandratana vakoka. Manana andraikitra lehibe amin’ny fampianarana ny vahoaka ireo rafitra sy fikambanana tsy miankina isankarazany. Voalohany amin’izany ny fampahafantarana ireo lalàna mifehy ny vakoka sy ny fiarovana azy izay anjaran’ireo fiarahamonim... |
Lettrés avp 1,867 -4,708 297,500 -0,029 -0,083 1,342 -1,525 1,083 1,175 3,717 |
Farany, ampiasainy ho fampahatsiahivana tenin’olona na fomba fiteny efa fandre matetika. Hita izany ao amin’ny baraingo 133. |
No atao telimoka, tadiavin-kosena. |
Pédagogie par objectif |
Raha fehezina izay rehetra izay dia azo lazaina fa anisan’ny fitaovana tsara azo trandrahana ny angon-kevitra avy amin’ny mpianatra. Mila fitandremana sy fahamailoana anefa ny fanaovana izany. Tokony ho olon’ny serasera sy mahafehy tsara ny fifandraisana ny mpampianatra hisafidy ity fomba ity, ary tokony hanana fahalal... |
Cadre general de la recherche |
Ny tratrany dia nihantsy ny hatsiaka tamin’ izato akanjo ambony nanara-tena. |
Zao dia afaka’lay tanindrazako ka rontsoniko indray ny lokanga ’zao dia afaka ’lay tanindrazako ka mitraka ny fo ato anaty ’zao dia afaka ’lay tanindrazako ka ho tapitra hatreo ve ny asa?251 |
Raha vao roa taona monja i monique, dia voatendry hiasa tany antsiranana nandritra ny efa-taona ny rainy. Tany izy no nampidirina an-dakilasy voalohany, raha vao feno enin-taona ny 1975. Rehefa vita ny fe-potoana niasan-drainy tany antsiranana, dia nanomboka nianatra teto antananarivo izy ny taona 1978. 1978-1984 ny ta... |
Fa fanahy iniana b |
Toko iii ny fomba filazan-javatra ijoroan’ny hira ahitana andalana valo ka hatramih’ny roapolo isan’andininy |
Pierre boiteau, marthe boiteau, lucile allorge-boiteau, dictionnaire des noms malgaches de végétaux, editions alzieu, 1999, p.410 29 idem, p.349 30 idem, p.34 31 idem, p.242 32 idem, p.266 |
Misy koa ny satroka mandrisika, izay manolotra kosa ny lohahevitra |
Eto dia hita fa eo amin’ny b2 ihany no haabon’ny hairaha omen’ny tanjon’ny fandaharam-pianarana, kanefa ny c. E. C. R dia mbola misy hatramin’ny c2, izany hoe mbola misy dingana roa hafa eo ambonin’ny omen’ny fandaharam-pianarana malagasy. Izany anefa dia mahatonga fahatarana eo amin’ny lafiny fampianarana ny taranja t... |
Tsy lala-migodana ny lalana ombàna raha vonona tokoa 5-hanaiky an’i jesoa ! |
Ii.1.2 ny zanapeo e |
Ravelojaona, tanindrazana sy firenena ary isika malagasy, imprimerie speciale, anjohy, 1972, tak72. 7 harizo raoelimanana , ny endri-panabeazana araka ny ahitana azy ao amin’ny tantara foronin’i eric ravalisoa fa velona indray , mémoire de capen 2012, tak16 |
Maneho izany fa maro ny seha-pampianarana manome anjara toerana lehibe ny fahazoana heverina ihany koa fa io singa io no mitarika ho amin’ny fampiharana, aorian’izany vao miroso ho amin’ny fandalinana sy ny fandravonana ny mpandranto fahalalana. Vita izany rehetra izany vao misy ny fanombanan-tena manoloana ny fahazoan... |
Ny tamberim-peo s , ts , r , o , i , no nampiasaina eto hanehoana ny fihetseham-pon’i miaro noho ny finiavan’i felana mijery azy tsy mijanona. Ny euphonie dia natao hanasongadinana ny fiheveran’i miaro fa sarintsarim-pitiavana araka ny fiheverany no tian’i felana hatao. Ny tamberim-peo koa nefa eto dia miteraka rindram... |
Ny fitsirin’ny fitiavana |
Ny fokontany antanimena dia iray amin ireo fokontany 34 mandrafitra ny boriborin-tanin antananarivo, izay ao anatin ny faritra analamanga. Io fokontany antanimena io dia mirefy 2 ha sy 500 metatra , ahitana sekitera roa ka ny sekitera laharana voalohany dia mirefy 1ha sy 250 metatra, ary ny sekitera laharana faharoa ko... |
Michail, la personnalité de l’écrivain et l’évolution, moscou, edition du progrès, 1978 la conception d’une uvre a le plus souvent son origine dans l’observation de la réalité ; dans les impressions que provoquent en l’écrivain les phénomènes de la vie et les évènements sociaux ou historiques , tak 25 184 g bouthoul, l... |
Amin’ny faritra misy azy no fahombiazana iorenan’ny fandrosoana. Hoy i riaka tokony hotandreman’ny mpanao asa fampandrosoana ny asa fampandrosoana atao mba hifanentana amin’ny kolontsaina misy ao amin’ilay faritra izay hita fa mora mandray ilay asa fampandrosoana 37 |
Ny fifampitondran’ny ray aman-dreny sy ny zanaka |
Taf tehamaina mirefotra |
Fanafohezan-teny |
Rafitra ny ady teoary niezaka nanohitra i felana saingy resy noho ny hery tsy mitovy. Ary vaky nandositra nony nahazo aina. I miaro kosa nahatsiaro ho maivamaivana rehefa lasa i felana. Falifaly ny fo ary tonitony ny eritreritra. Dia ny antithèse no nanehoan’ny mpanoratra izany toe-javatra nisy teo amin’izy roaizany. R... |
He ! Manda fiarovana andriamanitsika, ampinga mahatohana izay manjo antsika, mamely fatratra, satana sompatra, mpandoza hatrizay, mpamitaka mahay, tsy manam-paharoa |
Ny olona levona tsy mba manana na tany na fasana na tantara; tsy misy hifikirana, hifaharana, hoenti-milaza sy manambara ny izao sy izaon’ny fiaviana |
Dia tadidiko hatrany ary tsoriko fa zary toa nampiova ny fisainako nanafoana ireo tarainako. Ny eja 2002 |
Zana-kevitra |
Ny trano ry dada mangina tsy misy anao mba hitrerona kanefa raha izahay no tsy tiana mijanona any fa aza miverina! |
Vata-mangatsiaka sarak’aman’aina no indro manoloana sy hany notsenaina. |
Fantsona fandehanan ny rano maloto 62 halavany 0,60 sakany |
Tovo miferinaina be anie ianao izany ry tina e! |
Ohatra 2 ao am in’ny nofy lalina has ina m ifona aho fa ts y ham erina ints ony ry bebe hary an! 92 em l |
Jo andrianasolo, le poete de la dualite de la vie |
Ankoatra ny mpampianatra izay tompona andraikitra voalohany amin’izay mety ho tsy fahombiazan’ny fampianarana, dia tsy afa-miala amin’izany koa ny mpianatra. Miankina aminy ny hahatafita na tsy ny fahalalana aroso. Koa raha tiana ny hanatsara ny fampianarana, dia tokony hialana ireo vato tsy mampahomby ny fianaran’ny m... |
Mandresy ny ankaso. 172 b raha miresaka ny momba ny haingam-panahiny indray i niry-solosoa, dia milaza azy ho adala hendry araka ny lohateny nomeny ny tononkalony. Adala hendry satria toa biby adala ilàna fitandremana fatratra ny fananana azy indraindray, kanefa koa biby hendry satria afaka miaritra izay rehetra iainan... |
Ny haifampianarana no zana-taranja nosafidiana hanaovana asa fikarohana, satria mahatsapa izahay fa manana anjara biriky amin’ny fampandrosoana ny fampianarana ny taranja malagasy eto madagasikara. Naompana tamin’ny fanatsarana ny boky hoenti-mampianatra izany , ny boky mantsy no fitaovana manan-danja sy tsy afa-misara... |
Va tak 152 ; and 1-2-3 ; andl 1-27 |
Dinika natao ny volana septambra 2012 |
Ingahifara matahotra aho izany ry zoky elson aza taitaitra foana r’ingahifara a! Randrianoely tsy ny aotomobilin’ingahy ravelonahina ve iry lasa iry? Ingahifara ary toa lasa tokoa izy iry. Elson izay izany no nahatonga an’i edmond chauffeur nampidina ny entantsika teto? Ary dia izy nandroso ery aloha akaikin’ny birao e... |
Olivier husson et rakotondramanana, voly rakotra op cit, tak52 |
Akili akili saina e endea endea mamonjy, mihazo a baba baba ray o moto moto afo |
Norme fenitra o objectif toetra marina hentitra objet iharan’ny hetsika opération linguistique kajy ara-pitsipika opinion hevitra manokana opposant antagonist mpanohitra ouverture fanokafana ny ady hevitra ouverture tari-dresaka famakiana p péjoratif enti-manabanty personne mpandray fitenenana phatique fampifandraisana... |
Miteny fa tsy mamaky izay voasoratra sady mijery ny mpanatrika 1 fahamafisan’ny feo 1 tsy fahadisoan’ny fiteny 1 hafainganam-pitenenana 1 fahaizana misarika ny mpiteny 1 fahaizana mamaly fanontaniana 1 fampiasana fitaovana toy ny solaitrabe 2 kalitaon’ny asa aseho mazava, mampiasa loko 2 fanajana ny fotoana natokana it... |
Le fokonolona et le pouvoir centre de droit, antananarivo 83 |
Ny fampandraisana anjara dia mifampiankina amin’ny fomba fiasan’ireo singa enti-mitrandraka izany. Anisan’izany ny fikrifama |
Mahatsapa ho finaritra sy feno fahafinaretana tanteraka ny mpanoratra rehefa miaina miaraka amin’ny olon-tiany. Iza tokoa moa no tsy hahatsiaro fahafinaretana tahaka izany rehefa miara- miaina am-pitiavana? Toy izao ny endriky ny fitiavana asehon’ny mpanoratra ao amin’ny hoe izay tena tia84 |
Ankoatra ny fahaverezan’ny fomba malagasy toy ireo voalaza ireo, dia ao koa ny fahapotehan’ny soatoavina malagasy. 1.2.2.2. Ny fahasimban’ny soatoavina malagasy |
Resaka nifanaovana tamin-drazafindrasoa odette taranaky ny mponina voalohany teto ambohimanga |
Miohatra amin’ny hafa. Hoy i michel zeraffa ny tantara foronina no zava-kanto voalohany indrindra maneho ny olombelona eo anivon’ny fiaraha-monina 2 . |
Amin’ny maha zokiolona, nametrahan’ny fianakaviana fitenenana ahy, dia mamela ahy ianareo hifamara amin’ny dratompok koa satria efa mby amin’ny toerana iandrasana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ianao ratompok. Izany hoe tonga any amin’ny razana sy ny ray aman-dreny, ka mipetraka tsara, mitahia anay sisa fa hatreo ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.