text
stringlengths
10
11k
Tsy mitovy koa ny fipetraky ny tsindry amin ny fototeny sy ny sampan-teny matetika. Mikisaka ny tsindry rehefa tovanana ny fototeny; mijanona ao amin ny toerany kosa izy rehefa tovonana. Izany hoe tsy mitovy ny endrika isehoan ny tsindrim-peo am- panovonana sy am-panovanana. Tsy mivoaka ao anaty fototeny ny tsindrim-pe...
Heverina fa ity asa fikarohana nimasoana ity izay hijerena ny olana sy ny soso- kevitra maro haroso dia hiantefa amin’ireo sokajin’olona voakasik’izany. Mety ho lakilosy fanairana ho an’ny rehetra ny asa toy itony, ho fisintonana lesona sy ho fampivoarana ny orinasa sahala aminy, ary indrindra ho fampandrosoam- pirenen...
Vilevile tt, manambara fiveren’ny hetsika velively miasa anaty fehezanteny mandà ihany 370. Vingirika m mamadibadika varingarina
Antananjaza
Tsy tambo isaina ireo voavidy, tsy afa-maneho ny safidy nandritra ireny fifidianana niandradra fahafahana kanjo, fandetehana fisainana no vao mainka koa niainana. Tampi-maso hafa kely no nohirifana naely. Nampandevozina an-dravalo ny fisainan’ny tanora! Ka potika ny fiandrianako. Simba izao ny hoavin-janako.
Filazana momba ny boky
Ny ray ny ray dia ilazana ny lehilahy manan-janaka tokana na maro. 136 misy ny ray izay tena niteraka tokoa rado ka izaho rainy niteraka azy izany tsy raharahainao mihitsy? Seheno rainy a rainy! Mandreraka ahy ianao, fa mandehana mivoaka ny hôteliko! Rainy koa tsy nikarakara sy nikolokolo azy hatrizay! 137
Ary misy koa fanomezany fahalalana mikasika ny zava-misy eo amin’ny toerana iray,
Ny atao hoe parallélisme dia sarin-teny ahitana fehezan-teny roa na mihoatra mifanesy na tsia, fa mitovy tsinjara toerana ao anaty ampahan- dahatsoratra, ka mifamaly daholo ny vanim-pehezan-teny rehetra. Izany fifamaliana izany dia miseho amin’ny hevitra lazain’ny fehezan-teny, ary eo amin’ny vahany. Maro ny mety ho en...
Fanampin’izany tsy nisy na dia fehezanteny iray aza narafitra tao anatin’io hasin’ny tanindrazana io, raha samy nisy fehezanteny roa avy kosa ny hasin’ny tsirairay sy hasin’ny fiarahamonina, izany hoe notanisaina teo fotsiny izy io. Noho izany, midika ho fanamaivanan-danja ny hasin’ny tanindrazana ny tsy nametrahana az...
Jolay 1981 ratsimaholy francinet
Aprily i ii iii iv famerenana fandrasan-teny ds3
Ny onjam-piainana, tsy tsapanao mazana dia hitany sy reny 74
Madagascar, les médecins privés, certains médecins de la fonction publique et des organismes privés non gouvernementaux offrent des services de la planification familiale. On constate actuellement que ces services sont encore insuffisants.
Ao amin’ny kilasy voalohany, ny ray aman-drenin’ny mpianatra ao amin’io kilasy io, ary ny mpianatra ao amin’io kilasy io ihany koa heverinay fa hanampy amin’ity asa fikarohana ity ny fanadihadiana ny valin-tenin’izy ireo isaky ny andiam-panontaniana natokana ho valian’ny tsirairay. Tsy nitovy akory ny isan’ny fanontani...
Raha ireo ny momba ny andiam-panontaniana natao tamin’ny mpianatra dia andeha hidirana ny fanadihadiana asa soratra.
Loharano fao 2016
Has ina tena tsy mivoka tsara araka ilay ilàko azy ilay akanjo a!
Summary we can use the natural silk for different things not only in madagascar but also in many countries. In the daily life, especially during the parties, it is used as very as shrouds for deceased people burial an exhumation. The cultural weather brought by the natural silk makes the malagasy people personality ver...
Rehefa hanakatra ny hevitr’io fehezanteny io ravalo, dia izao no ao an-tsainy araka ny fahalalam-pomba, dia manahirana ny hitsara olona na hilaza ny toetra tsy mahomby ananany. Noho izany, namboarin-dratovo ny fomba filaza ny zava-misy, ka voambolana mifanohitra amin’ny tena izy ialohavana ny mpanampy maneho fandavana ...
Tanisa roa aza igagana fa mainka manoatra ny hakingana
Tsoa-kevitra mandravona ny fanazavana dia manamafy ny hevitra naroso tany am- piandohana, tao amin’ny famakian-dresaka ny mpanoratra ka fepetra ampidiridirin’ny hoe raha manamafy ny hevitra nohazavaina
Anarana sy na fanampiny lahy na vavy tokony ho taona
Mbola tohizany ao amin’ny fk 6154 izany teniny izany andl 4 8 ny teny malagasy no antoky ny fahaveloman’ny firenena malagasy, fa izy no afaka hitana sy hanolokolo ny fanahim-pirenena. Raha atao valalan’amboa ny tenin-drazana dia ho voakosoka eo amin’ny laharam-pirenena ity firenentsika ity ary tsy ho velon-tsoratra int...
Nanao sariolona ny tany, hitan’andriananahary izany. Nanontaniany ny tany hoe tsy misy aina io zavatra io ? Nalain’andriananahary ho vady ny tany. Tsy manaiky aho, hoy ny tany, raha tsy ataonao izay hahasoa io zavatra io ahoana, hoy andriananahary, asiako aina io zavatra io, raha velona dia entiko ianao eny, hoy ny tan...
Hanara-dia an-jokin’ialahy ka hiditra ho fonksionera, kely karama am-panombohana aza, azo antoka ny fisondrotana rehefa tsara fiasa, ary azo antoka koa ny fisotroan-dronono amin’ny amdrom-pahanterana. Valinteny tsotra tahaka ny fanaoko mandrakariva ihany no nataoko taminy fanombohan-javatra aloha ity ry dada, hoy aho, ...
Ny lohateny lava
Fankahalana an’ i miora azy mianaka
Rtôdôksa izay faritana arakaraka ny lafiny tantara fa tsy amin’ny isan’ny mpino ao aminy amin’izao fotoana izao. Mitovy lanja eo amin’ny lalàna mifehy ny fiangonana sy ny resaka finoana ny eveka rehetra ao amin’ny fiangonana ôrtôdôksa, izany hoe, mandidy mahatapaka amin’izay tranga misy eo amin’ny fiangonany izy ireo. ...
Tsara hotsiahivina ihany fa atodika amin ny fandinihana lahateny sy ireo karazan-dahateny ny vahaolana aroso ka ny fahafehezana ny endrika ivelan ny lahatsoratra izay fototra ampijoroan ny mpanoratra ny karazan-dahateny araka ny anjara asany no fomba mahomby hahafantarana ny karazan-dahateny. Azo atao ohatra avy eo ny ...
Tamin’ny fizarana voalohany no nampahafantarana an’ikongo sy ny fomba amam-panaony. Nosoritana manokana ampiringalava izay ivon’izao asa fikarohana izao. Amin’ny ankapobeny tsy mbola lefy laza ny fomba amam-panaony amin’ny fahafatesana. Eo amin’ny lafiny fampandrosoana no hita fa mila ezaka be ity fiarahamonina ity. Vo...
Famotopotoran-kevitra ato kosa indray no amahavahana ny momba ny ny fanahy sy fahendrena ary ny marina-rariny-hitsiny .
Sexe et genre
Mémoire de fin d’études en vue de l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N
Mahatsangy no ampiasain’ny mpanoratra ao amin’ny tononkalo nampitondrainy ny lohateny tsy mahavaly fitia tk.23 , ao amin’ny andalana faha iraika ambin’ny folo manao hoe nataonao ampoka sakafo mbamin’ny efa mahatsangy mbola nahazo anjara tambitamby avy eo imolotrao hatrany
Vonton’alahamady dilan’alakaosy ny vano very dia tokana eo anosy very jery irery ny tiana moa fihambo maharary izay tsy tiana tsy mandray ny tsy atolotra tsy maka izay tsy omena malahelo taon-dasa fenofeno fahoriana ny loha manevitevika lalindalin’endrika miferiferin’aina verivery saina misento fa mijoro velom-pahorian...
Ampy hamaly ny hetahetanao ve ny fijoroan’ny ratia?
Andraikitra anankiroa no sahanin’ny mpampianatra mba hananana tanora mendrika voalohany, mpanova ny toetra hita fa mety hanimba ny ankizy, mpanova azy mba hanana toetra tsara, mpilaza na mpampita ny toetry ny zanany amin’ny ray aman-dreniny, ary miara-miasa amin’izy ireo hanitsy izany toetra ratsy izany .
Andram- pamolavolana boky ho
Laradihamana lahabolana na laha tsora a rnruha-manao; f fon i labpjanrn-kpvitra ataona 1
Ny vain’afo tononkira no nanetsika ny tady hihovitra hanafak’onja, onjan-tsaina sy ebakebaka, feno mason-kery mason-kerin’ny mahery338
Zay rehetra notakarina nitsipaka mba hikodia hay ka hantsa-mahafanina fahoriana ny mitia !
Action éduquer les familles sur la gestion du budget familial la séance d’information s’est déroulée à la grande salle de réunion du casa1. Grâce au cours éducation familiale en première année, l’information sur la gestion du budget familial a été possible. Cela a eu pour objectif qu’au moins 25 des familles puissent f...
Ny dian’i donga sy feno ho any moramanga no iantefan’ny fitantarana ny fandalovana tao amin’ny toby faharoa ka nandraisany anjara tamin’ny fanafihana an’ilay vazaha nantsoina hoe beomby, ny fanafihana ireo miaramila nampandry tany tao ankodahoto ary ny fandraisan’izy roalahy anjara tamin’ny fandravana toby miaramila at...
Mihofahofa, mampitsangana,
Le guern, m.1973, sémantique de la métaphore et de la métonymie, librairie larousse, paris, 124 t.
Fiainana an-tany métaphore 2 mifono ny maha-fandalovana ny eto an-tany, sady manentana ny olona tsy ho varimbariana foana. Ny fiantorahana tamin’andriam anitra ny fahitana ny fahalehibeazan’ andriamanitra fanomezan’andri amanitra an’i kristy métaphore 2 mamintina ny fitiavan’andriamanitra momba ny fanolorany an’i krist...
Mazava ny zotra narahin’ny mpanoratra miainga amin’ny hita maso aloha vao miroso amin’ny toetra anaty. Tsapa ihany koa fa ny firindran’ny toetra anaty amin’ny fihetsika no tena tian’ny mpanoratra hasongadina, satria hihodina eo amin’izay fahatsoran- dradafy izay ny tantara mpampianatra hira no foto-pilany, nitia an-dra...
Satrana koa no iantsoana an’io tapany mailamalaka io araka ny filazan’i p. R. Ranaivoarson. 34 p. A. Ranaivoarson, op. Cit. , tak 47 sady miaiky ny maha-kanto ny feom-baliha ireo mpamoron-kira toa an-dranaivoson jean louis avy amin’ny tarika ambohi-manjaka no mahatsapa ny tsy ahazoana mampiasa ny valiha amin’ny hira ga...
Kaominina, izany hoe fokontany iray no tsy manana19. Ahitana kôlejim- panjakana iray ihany koa ao amin’ny kaominina. Ahitana sekoly tsy miankina efatra ao amin’ny kaominina sekolim- pinoana katôlika telo, sekoly tsotra kosa ny iray. Ny iray amin’ireo sekoly katôlika no efa misy kôlejy, fa ny ankoatra izay dia ambaraton...
Febroary 1986
Hoy ny mpanao gazety ahiana ho mety hanasaritaka ity firenena kely efa osa sy mahantra ary vitsy mponina ity ny referendum 44 mifanaratsy an-toerana toy ny boka mitanina andro sy samy mitompo teny fantatra ny malagasy. Nanjary nampisara-bazana, halako bika tsy tiako tarehy , ireo olom-boafidy malagasy. 45 mahatsiaro te...
Ny manana zaza kiriana, no fara-fangirifiriana; tsy zakan’ireo tany aloha, ka tena tsy tantiko koa.
Toy izao ny fanehoan’i faniry vatosoa ny fiainan’ny olon-tiany, izay mitondra fahoriana ho azy, izay asehony amin’ny tononkalo manana andalana antonony manao hoe, ry fitiavako .
Haingo mey 2000
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra tany an-tranony ny alatsinainy 31 janoary 2011 tamin’ny telo ora tolakandro. 27 raolison r. R. , revio tatamo, janoary 1971, tak.43
Rehefa misafidy ny hanao zavatra iray dia misy foana ny antony miteraka izany safidy izany, ary ny tanjona tiana hotratrarina.
Tokana maro tokana misy ny mpiteny inty indreto
Rehefa hoe manolo-tena tsy fo ihany no omena, f’atolory koa ny harena!
Randriantsimiala aritra nanoinarivony, 2012, ny paradisa takarina ao amin’ny tantara foronina ilay vohitry ny nofy, nosoratan’i emilson daniel andriamalala, maîtrise ès-lettres vintanarimalala harivola nadinina, 2017, ny fenitra kristiana, fototra iorenan’ny tantara foronina ny zanako nosoratan’i clarisse ratsifandriha...
Siradjee mohamed 2012 etude des impacts des prélèvements de bois de feu dans la commune rurale d’ambohimahavelona, mémoire de fin d’étude en vue de l’obtention du diplôme licence professionnelle. Biodiversité et environnement université de toliara, 52 p.
Nandripaka olona maro tao turin ny kolera, isan ny lasibatra tamin izany ireo tanora ka nirotsaka an-tsitra-po izy sy ireo tanora vitsivitsy niaraka taminy. Nisy koa ny fihaonan i don bosco tamin ilay tanorany masin-toetra antsoina hoe dominique savio tao amin ny oratorio. 1856 nodimandry ny renin i jean bosco. 1857 no...
Fehin’ny fizarana voalohany ny fanomezan-danja ny maha tantara foronina ny boky mitaraina ny tany no nasongadina tao amin’ity fizarana voalohany ity. Rehefa fantatra mantsy ny tantaram- piainan’ny mpanoratra sy ny fomba fanorany dia nampifandraisina tamin’ny boky mitaraina ny tany ireo ka nahatsapana tokoa ny fifandrai...
Tena azo antoka zato isan-jato- ho avy hangata-bato sady folo hafatra
Fari- panononana a-molotra amolotr a a-nify a-nify andoha- lanilany ampovoa- lanilany ampara- lanilany antenda mikatona p b
Hatsohatso manatsohatso
Tany etazonia araka ilay fiteny mahazatra ny fahorian’ny sasany, fifaliana ho an’ny hafa nampahazo aina an’i etazonia, ny faharavan’ny vondrona kaominista, tany rosia. Azo lazaina fa nanjaka tokana tokoa ny amerikanina. Afaka naneho ny heriny teto amin’izao tontolo izao izy. Nanana ny tanjany rahateo izy. Nahitana izan...
Andraikitra ao amin’ny fiarahamonina, na ao amin’ny fanjakana izay azo lazaina ho nahita fianarana no nantsoina hanatrika izany toy ny mpampianatra, mpitsabo, filoham-pokontany, sns araka izany dia ny hevitr’ireo mpanapa-kevitra ao amin’ny fiarahamonina no soloany tena ho an’ny vahoaka, ka mahatonga ny tantsaha hilaza ...
Randriamamonjy f 2006
Roraka roradroraka rorahana
Rullier f. Et theuret 2003 le texte de théâtre, paris hachette, 128p.
Famintinana
Mariho izay taranja ampirisihin’ny ray aman-dreny ianaranao indrindra 1. Taranja malagasy 2. Taranja frantsay 3. Taranja anglisy
Vikorokoro a maro entana gôrogôro, forongo avaratra andrefana
Teny takila isan’ny fiverimberenana mazàna 9, 13, 34 3
Tsy fotoana fandinihan-draharaha fotsiny ihany ny fivoriana atao ato amin ity foko ity fa natao indrindra hampahatsiahivana ny fady tany sy ny fomba ary ny fitsipika mifehy ny foko. Eo koa no andraisana sy itsofan-drano voalohany ireo zanabiby solo izay vao avy natsangana tamin ny sorona tsangan-kavana.
Hatraiza ny fetran’ny hoe fandeferana o! Ry vahoaka mamitsaka hatrany nefa ny rano efa tsy an-daferana mihoatra ny loha ny ankason’ny tany
Se respecter,
Sariaka fihetsika mamitaka
Loharano dre alaotra mangoro monographie régionale alaotra mangoro, année 2010.
Ny métaphore eto dia natao hilazana zavatra ankolaka ka toy ny manery ankolaka ny sain’ny mpamaky hanakatra ny hevitra fonosin’ilay sarin-teny. Notovonan’ny mpanoratra gradation izany mba hampisongadinana fa tsy maha te-ho tia intsony izy. Mankaleo ary manafintohina mihitsy.
Présenté par rasoanandrasana seheno nirina
Ny fiangonana. Eveka araka izany no mitantana azy io. Ny firenena misy ny fiangonana ôrtôdôksa dia samy manana ny toerana misy ny patriarkà-ny avy, ho an ny eto madagasikara manokana araka ny efa voalaza tery ambony ohatra dia mitambatra amin ny patriarkàn ny aleksandria izy. Noho izany dia any aleksandria no foiben ny...
Fizaràna voalohany
Le deuxième chapitre a concerné l’appréciation de contrôle des opérations comptables, c’est-à-dire sur la qualité d’informations financière, le respect des lois et règlements et la détection des risques sur les enregistrements comptables. Dans ce cas, les résultats obtenus ont été variés entre 5 à 60 donc, ces résultat...
Tsy hoe manindrahindra fa marina indrindra izay nolazaiko teo
Satisfaction des besoins pratiques
Zafikely 1 lahy aza fady, dadabe, fa toa hafahafa ihany ny mandre anao miteny toa misy ankifono sy alahelohelo izany
Hanazavana amin’ny olona ny karazana tolona tokony hatao sy hanampiana ny mpamaky amin’ny fomba fanatanterahana ny tolona àry ity asa fikarohana ity, ary koa hanehoana aminy ny lanjan’ny tolona. 0.7. Ny fomba nanatontosana ny asa maro ireo dingana nolalovana tamin’ny fanatontosana izao asa izao. Nanatona ny mpanoratra ...
Rary ranto
Ireo toerana alaina sary an-tsaina, fa tsy voafaritra mazava tsy vitsy ihany koa ireo toerana ao amin ny tantara no tsy voafaritra mazava, fa ny mpamaky no miezaka maka sary an-tsaina izay voalazan ny mpanoratra. Santionany amin izany ireto ireo toerana tsy voafaritra mazava ao amin’ny rehitra hambom- po eny amin ny hô...
Andl 13 ny tongotrareo hiara-hamindra ? Ohatra 2 hianareo ministra tononkalo nosoratan’i naej leumas andl 5-6 aleo dia very tsikalakalam-bola toy izay fihavanana rava tsy tola
Solo tompo ô! Ampidino eto anio ny herinao, henoy izao vavako mangina izao.
Izay no momba ireo mpianatra ao an-dakilasy raha fehezina fa hojerena manaraka eto kosa ny zava-misy ankapobeny iainan’ireo mpianatra ivelan’ny fianarana.
Ny hoe ray sy fotsy ihany koa dia mbola masom-bato hita amin’ny dômy ary mazava ny salan’isa entiny. Rehefa tampina ny dômy dia isaina ny masom-bato ary izay kely vato no mahazo ny salan’isa. Kanefa mampalahelo ihany koa raha ireo masom-bato ambany ireo no manampina ny lalao. Koa ny filazana ny fahambaniana ao amin’ire...
Raha fintinina ny voalaza momba ny marenina sy ny manodidina azy izay, dia hita fa miaina ao anatin’ny tontolon’ny fifandraisana hafa noho ny an’ny besinimaro ny marenina. Mety ho hatrany am-bohoka, na avy amin’ny aretina samihafa, na vokatry ny fitandremana no mahatonga ny tsy fandrenesana. Azo tanterahina tsara anefa...
Hitondrana fanatsarana eo amin ny paikadim-pampianarana mba hahafahana mampivoatra ny fomba fampianarana fanadihadiana lahatsoratra.
Foto-piveloman’ny mponina ao antsahabe ny fambolena sy ny fiompiana. Misongadina indrindra amin’izany ny fambolem-bary. Fady ny faritra ny fiompiana kisoa ka mifantoka betsaka amin’ny fiompiana omby, akoho amam-borona ny mponina. Ankoatra ireo ny fikirakirana ny vokatry ny ala entina manampy ny fidiram- bolan’ny tokant...
Rehefa hita teo ny fanabeazana araka ny rakibolana sy ny tenina mpandinika samihafa, eto kosa dia hofantarina manokana izay hevitr’ iharilanto patrick andriamangatiana momba io fanabeazana io. Hozaraina roa izany voalohany, momba ny fanabeazana amin’ny ankapobeny, manaraka izany, ny fanabeazana eo amin’ny sehatry ny as...
Volana tomaratra tsinjo er? An-danitra falifaly miran-tava toa endrik’olon-tiana satriko ho lalaovina atao tanisa mahafinaritra ho rakofako hirahira ianao akany mamiko.