text
stringlengths
10
11k
Biraon ny kl -vondrom-panofanana mem
L’issue du cycle d’exploitation, l’augmentation de l’encaissement de l’entreprise correspond au surplus monétaire dégagé par l’opération. Or, le fonctionnement de l’entreprise résulte d’une multitude d’opérations élémentaires à des stades divers du cycle d’exploitation. Il faut donc choisir une période de référence, l’...
Iaraha- mahalala fa antananarivo dia renivohitr’i madagasikara. Hita taratra tokoa izany, satria saika eto avokoa ny foiben’ireo zavatra rehetra ilaina amin’ny fiainana andavanandro. Tsy diso anjara amin’izany ny sehatry ny fampianarana. Hita eto andrenivohitra mantsy ny ankamaroan’ireo ivon-toeram-pampianarana amin’ny...
Ny amin’ny hetsika fanombohan’ny fampiofanana tompon’andraikitra anton cheytanov ny iharan’ny hetsika mpanazatra sy mpanampy azy 35. Ny faharetan’ny hetsika 10 andro toerana anatanterahana azy ans ampefiloha
Asongadino ny halehiben’ny fahoriana ateraky ny famoizana ireo maty ireo eto dia ny lohahevitra sisa no iraisana. Efa mitady ny valiny any anivon’ny fiarahamonina ny mpianatra. Izany hoe, mampiasa ny fahaizany sy ny fahalalany amin’izay. Azo lazaina fa fanitarana sy fikarohana no eto.
Ianao poeta, hoy irony mpitazana irony toa olona adala tsy ampiampy saina mirediredy koa
Ireo karazana aretina m taiza ny zatovolahy ao amin’ny acdb 2009- 2011 fafana 7 ireo karazana aretina mitaiza ny zatovolahy ao amin ny acdb
Anthropologie et développement. Essai en socio- anthropologie du changement social. Homme et société, paris.
Tsaratanana ambatomirahavavy
Eny am-piangonana
Rahajarizafy r 1982
Guiraud et p. Kuentz, la stylistique lecture, op. Cit, p.222 nous avons appelé mot-thèmes les mots les plus employés par un auteur ; ceux par lesquels se motive la pensée ; ainsi y a-t-il un thème faire on dire, pouvoir ou savoir, petit ou grand, homme ou dieu, etc
Kitroka 24 02 08 03 05 09
Directeur de recherche alphonse raharijaona maître de conférences
Le substrat bantou en malgache , norsk tidsskrift for sprogvidenskap, t xvii, oslo
Raha ny lanjany no dinihina. Ny kianteny
Izato masoko malandy, 35- ka ny salovanao bakora,
Rakalo marina tsy saika nipitika aho nodomin’i tovo.
Tsy mahatsiaro ho irery izy eto, satria tsapany fa ny tanan’andriamanitra ilay mahefa ny zavatra rehetra dia momba sy mitsinjo hatrany ny diany. Mangataka tolo-tanana ny mamatonalina, hisintona azy avy ao an-davaka. Iaraha-mahalala moa, fa ny azo itokiana ihany no angataham-bonjy.
Kanefa ny ahy, faniriako eto ihany f ’izay sitrakao, aoka hotoavina hatrany!
Sanctions négatives en jouant le rôle de régulateur, le ministère de l’education nationale peut constituer un moyen de pression et de coercition concernant le non-respect des textes en vigueur, comme dans les procédures administratives. Le cas du non-respect de la transparence à travers l’affichage ne répondant pas aux...
Fikarohana ahazoana ny mari-pahaizana
Ry ilay tian’ny izay iandrasanao sy izay ampiandrianao fanahiko ny ondrinao azy raha antoandro tdt 1 7
Nataon-tena inona ra-gly no nidaraboka nitsivalana be teo am in’ny lalana teo?
Je suis consciente de mes défauts l’amour est ce que j’ai de plus beau. Mais mon amour pourra-t-il te suffire ? Mon c ur, mon être et mon sourire ?
Ny famitahana na ny lainga ataon’ilay tiana mariah indray andro izay dia tsy tonga tamin’ny fotoana nifanomezanay i rija. Nantsoiko an-téléphone izy, ary ny reniny no namaly ahy. Miala tsiny indrindra ry mariah, hoy izy, fa tsy sahin-drija ny hifanatri-tava aminao sy hilaza ny marina aminao. Efa manana fofombady mantsy...
Lohateny takila 1. Teny kely 1 2. Ifonako. 2 3. Hetsi-po ifamaliana 3 4. Iny habakabaka iny. 4 5. Tsy voafefy 5 6. Embona 6 7. Jamba 7 8. Tsy maty ianao 8 9. Raha tena tia 9 10. Rehefa samy tia 10 11. Avela hisaona 11 12. Tsy mora ny mitia 12 13. Ianao 13 14. Raha misy. 14 15. I gasikara miantso vonjy. 15 16. Ny soratr...
Assimilés 15 950 997,54 19 753 642,53 3 802 644,99 19,25 autres charges opérationnelles 16 299 725,59 2 009 653,57 14 290 072,02 100,00 dotations aux amortissements et
Ohatra ny toeran’ny lahatsoratra havia ary amin’ny havanana kosa indray ny toeran’ny sary natao hanazavana lahatsoratra na hanolorana fanampim- panazavana. Tsy ho dinganina ny maty ho tapahintsika tohy amintsika ve ny maty fa variana miaina isika? Tsia fa tsapantsika anaty ny fitohizantsika aminy. Sady isika taizany az...
Me cas demande de service
Vokatra raha fehezina izay voalaza izay, dia fomba iray namborahan’ny mpanoratra ny hevitra amam-pihetseham-pony mikasika ny fahoriana maro nanjo ny malagasy ny gradation nataony indrindra haningorana ny fon’ny mpamaky amin’ny zavatra lazainy sy hampangorakoraka ny fo izany.
Ny loza mitatao an-dohan’ny miaina
Merika ilazana fa mbola tsy tena mahalena na mahavoa ny vatana. Eto dia anambarana fa mbola tsy tena mihatra amin’ny vatana ny fahoriana fa vao manombana fotsiny.
Renikalo ary mandohalia amin’izay ity ! Sady mandaka mitrerona mibaiko be ah! Ah! Hay hanaiky ihany?
Hevitra niitatra avy amin’ny fampiasana io hevitra efa niitatra io ihany koa no mahatonga ny fampiasana azy andavanandro izay mifanandrify indrindra amin’ny surdélocutivité87 izay nambaran’i jean-claude anscombre. Koa f1 dia ilazana ny endrika
Miora mija miora mija
Ilay mpanota fady raha sanatria ka fady ny fomba iray mivatra mamoitra ho anao ny misy anaty laingan’ny lamina mijoro mampibary an-tsaina ho hitan’ny fanahy ny tsy- rarin’ito hitsiny mandrotsy anao miaina hanakatra ny lanitra ’zay tsy ho tany oviana ! ?
Fanamarihana ny mpandefa ny hafatra voalohany no mampita ny hafatra mankany amin’ny mpandray hafatra voalohany. Amin’ny alalan’ny joro ny fombam-pivavahana nentim- paharazana ary amin’ny alalan’ny vavaka ny fombam-pivavahana kristianina ka anisan’ny fitaovana enti-manatanteraka ny feraomby ny joro ary anisan’ny fitaova...
Mitsou ronat, la langue manifeste, action poétique , supplément au n 63, 1975, p. 99 la poésie ne viole jamais les lois de la langue, ne sort jamais de la langue. Tout au plus, elle peut déplacer, à la manière des schizophrènes, le champ d’application d’une règle existante
Pour la société, la formation pour les travailleurs au niveau de l’atelier de production est insuffisante, cela est vérifié par le non maîtrise des machines. D’où, il est favorable pour la société de mettre en place un plan de formation en fonction du besoin de la situation. Elle se fait par réunion des personnels, par...
Sary lah 14 atrikasa natao tao amin’ny hôtely mendrika ambatomirahavavy
Zahao amboaran-tononkalo tak 36 281 zahao amboaran-tononkalo tak.37 282 zahao amboaran-tononkalo tak.40
Olon-dehibe lahy sy vavy, 50 taona mahery, niaina sy nahita izany fomba fanokanan-trano izany tany aloha ka nahita ny fiovany.
Ilay mpanoratsoratr’eny ilay mpamazivazy anao ilay poetan’ny fiainana amin’izao tontolo izao.
Er marina’h, hery , in vaf, tak 57 216 er marina’h, ho an’ireo malalako, in rm, tak1 217 er marina, aza omena, in rm, tak 64-65
Na eo aza anefa izany dia misy ihany ilana ny fampianarana atolotra. Anisan’izany ny fotoana izay tsy maintsy anenjehana ny lesona noho ny
Cette énergie s’investit aussi dans la conquête du jour. La grève, c’est cette libération des êtres de la nuit, qui envahissent la surface, qui courent, crient 32. Les mineurs forment une meute. Poussés par la faim, la colère et la fureur meurtrière, ils donnent libre cours à leur ivresse. Comme le torrent furieux qui ...
Fafana22 ny fototeny mandatsaka ny vaniteny aloha sy afara
Maneho ny fomba nahazoana ny fahaleovantena eto ny tononkira. Asehony amin’ny filaza mandidy miangavy izany mivondrona ry fokontany sy ny hoe aoka isika tsa hiala veha? A. Maneho izany fa ny firaisan-kina no fomba mahomby amin’ny ady izay atrehina. Miara-miaritra ny mafy. Manatitrantitra izany fiaraha-mientana izany ny...
Tsy ny singa mandrafitra azy ihany anefa no tokony hofantatra mikasika ny fandaharam-pianarana, fa isan’ny ilaina ihany koa ny manasongadina ny anjara asan’ny fandaharam-pianarana mba hanehoana ny maha fitaovana fototra azy eo amin’ny sehatry ny fampianarana.
Hiaraha-mividy nefa tsy hita ny hiafarany. Ny vola manjavona, ny fitaovana tsy hita. Fikambanana maro no efa mijoro nefa rava vetivety noho ireo antony ireo. Ny toe-javatra toy izany no nahaleo ny mpanjono maro ka nahatonga azy mandray fanapahan-kevitra ny tsy hiditra amin’ny fikambanana fa hiasa samirery.165 ii-2-1-2-...
Hasomparana sompatra, eny mantsy, itony mpialona mitady handrava ny fo mifangia, tiany hikoro satria hoe milamina, ny fiainan’ireo mpifakantia. Ny hasomparana tokoa tsy miala amin’ny tany na mahantra aza aho, tsy ho simban’izany hasomparana ve sa sotasota no anton’ireny fihetsika ireny? Va lah 36
Azo itarafana ny tsinjara toerana misy eo amin’ny olombelona sy ny hery tsy hita ny osika. Eo amin’ny malagasy dia andriamanitra sy zanahary no ambony indrindra. Mibahan-toerana ao an-tsainy fa ireo hery ireo no mitantana, mandrindra, miaro ary mandidy ny fiainany ia ahary arô mandidy e o. B.3 4 , didin’andriamanitra m...
Vao mainka io nateza sy mijoro hatramin’izao nanana endri-baovao rindrim-bato, vy makarakara no manosika mandrara fa tsy azonao idirana misy vala manahirana ny fifandraisana taloha voahodidina tamboho
Amin’ny fo mirana tsy misy hakiviana
Mauriac f , le romancier et ses personnages coll. Livre de poche, paris, 1972, 222 p
Mpanoratra nitodika betsaka tamin’ny mahantra i harioley. Ao amin’y asa sorany, dia avoitrany ho hita miharihary ny fahantran’ny olona. Avy eo dia misintona tsimoramora ny kristiana izy mba hijery akaiky sy hanampy azy ireny, tsy ho mpitazam- potsiny, na hanampy trotraka ny fahamavoan’ny fiainany. Hoy indrindra izy ao ...
Indro misy ohatra azo raisina momba ny hafatra fototra ny fandaharana mivoy ny kolontsaina sy fialam-boly dia fandaharana natao hoan’ny mpianakavy hanalana ny sorisorin-tsaina azo tamin’ny asa aman- draharaha. Mampiaina ny tantsaha amin’ny alalan’ireo lalaon-tsaina sy hirahira isan-karazany ny ratia. Volavolaina mba ha...
Finoana kristianina katôlika araka izany, ny finoana arahan-drakotomalala jocelyn sy ny vadiny aman-janany. Tsy manery ireo taranany izy ny amin’izany, ary nambarany, fa malalaka amin’ny safidiny ny ankizy, rehefa mahaleo tena. Araka ny filazan-drakotomalala jocelyn, fa tsy afaka nanohy fianarana tany ivelany izy, satr...
Toe-javatra 2 no horesahina ato ny tsy fampidirana ny taranja anglisy ho isan’ireo taranja hamafisina ny fifotorana amin’ny hoe mpianatra manana otrikery tsara ara-tsaina sy ara- panahy fotsiny eo amin’ny fifidianana mpianatra horaisina.
Ilay fo maratra kely tonga tsy hita velively ilay fo kely izay maratra tonga sento feno fatra
Manelanelana
Tsia 58 25,67
Ahafahana manamora ny 1
Satroka e e satroka e e satroka sarin-kintana kintana volamena nandô niakatra an-dakazera tokatoka canton anay dia ambohimilanja tsy tohi-maso karaha masoandro tsy azo valiena karaha andriamanitra distrikan’i marolambo tsy tohi-maso karaha masoandro tsy azo valiena karaha andriamanitra
Mamaky fasana, mangalatra taolam-paty mampanontany tena ihany ny momba an’ity vaky fasana ity iza no mpaniraka an’ireo mpamaky fasana? Atao inona marina ireny taolambalon’ny razana hangalarina ireny? Ahondrana any ivelany ve izy ireny sa ahodina eto an-toerana ihany? 266 teo ihany koa ireo tovovavy nitsiriritra an’i do...
Hifotorana, dia afaka mampahafantatra azy sy ny asa sorany amin’ny antsipirihany kokoa. Hasongadina ny lalan- tsaina narahiny sy ny mety ho anton’izany, ary ny fomba fanehoan- kevitra mampiavaka azy mamarana ny lesona momba ny literatiora ny fanolorana ny asa soratra voatondro hotrandrahina. Mazava ho azy fa tsy ho azo...
Ii.1.2- ny asa an-tselika
L’homme qui a une intention bien réelle ouvre la discussion par une question qu’il pose à la femme. Si l’homme a des intentions précises, il n’a pas pourtant de stratégie bien précise pour attirer son interlocutrice. Et il faut attendre des réponses de la part de celle-ci pour savoir ce qu’il convient de mettre en plac...
Amin’ireo ohatra telo ireo dia ny a- ao amin’ny akaenda, ny wa- ao amin’ny wakaondoka ary ny tu- ao amin’ny twende no lazainan’ny fehezanteny noho izy ireo manatanteraka ny hetsika. Raha esorina ireo mpisolo tena ireo dia endrika tsy fehezanteny no azo. Ny fehezanteny akaenda sokoni lasa any an-tsena izy, sy wakaondoka...
Ny tsofoka ato no miverina indroa fa tsy ny fototeny na ny matoanteny; ataon ny mpiteny verindroa ny tsofoka toy ny or-, ir-, in- tsy ireo ihany no iharan izany fa ny hafa ihany koa. Tsy miova ny hevitra ato amin ity tranga ity fa mety hihena na miha maivana fotsiny.
Fafana 12 ireo fikambanana n m isy any an-toerana
Nanontaniana ny mpianatra ny fomba fahitany ny famelabelaran-kevitra. Tsiahivina fa natao asan-tsokajy izany. Nanontaniana azy koa ny momba ny asan- tsokajy.
Fanampiana nomen’ny firenen-kafa fa nohanin’ny mpitondra sy ny namany ka ny vahoaka no notereny hihafy ny mana avy any an-danitra tsy fahita hatramin’izay katrana nafafy. ! Setriny ? Meteza ianao hi-hafy. Ankoatra ny teny ao amin’ny baiboly, ampiasain’i arni koa ny matoanteny tsy dia fandre na fampiasa firy amin’ny ten...
Ny fihetsiky ny mampianatra misy akony lehibe tokoa eo amin’ny fahombiazan’ny fampianarana na tsia ny toetra amam-pihetsiky ny mpampianatra manoloana ny mpianatra. Ny mpampianatra tsara fanahy sy mitsikitsiky lava dia mahasarika ny mpianatra ka mitarika ny mpianatra ho tia ny taranjany. Mora araka izany ny fomba fampit...
Anjaky 16 11
Raha mahazo taolana mantsy ny amboa toa miova daholo ny toetrany soa, ’lay izy mpisangy toa zaza sariaka manjary manerona sady masiaka.
Fahalalana
Fehiny ny hamelona indray ny afon’ny fitiavan-tanindrazana ao am-pon’ny malagasy no tena antony nanatsofohan’ny poeta ireny voambolana malagasy ireny tany amin’ny tononkalo nosoratany. Voarakitra ao anatin’ireny avokoa ny foto-pahendrena nentim-paharazana sy ny fomba fiainan’ny ntaolo ary ny rakitry ny ela. Nisoko mang...
Impiry aho no naniry olon-tiana tena matotra hitantana ahy mba tsy hivily raha tojo ny ady sarotra ?
Tamin’ny fotoana nanaovanay fitsidihana kilasy dia nahitana fanaovana tombana nandritra ny seho samihafa. Ny endrika nisehoan’ny tombana tamin’izany dia tamin’ny alalan’ny asa isan-tsokajy ka toy izao no fanontaniana nomena ho an’ny sokajy rehetra mangalà karazana literatiora am-bava iray, araka izay safidinao, ka tont...
Iii.4. Fampitahana ny tsirin-teny milaza fananana
Ambaratonga
Nampiharina teto madagasikara. Vao mainka nihanitombo ny elanelana teo amin’ny vahoaka sy ny olom-bitsy nahazo harena tampoka tamin’ny fanararaotana lakroan’i madagasikara, lah.2730, 7 jolay 1991, tak.8 niafara tamin’ny famoriam-bahoaka nanerana ny nosy izany. Nisy ihany ny hetsika nataon’ny f. F. K. M. Tao amin’ny fal...
Tsangan-kevitra iray ary ny mampahafantatra ny fomba fanatanterahana zavatra iray27. Ireo rehetra ireo anefa dia mikendry tanjona tokana dia ny mba hahazoana hevitra iray amin’ny an-tsipirihany, izany hoe mampahafantatra misimisy kokoa ary mamahavaha ny lafin-javatra rehetra manodidina ny hevitra resahina ka hahazoan’n...
Fandaharam-pianarana avy any amin’ny fanjakana no arahina.
Endriky ny tononkalo vondrona ambara isany isan-jato endrika tsotra klasika 3-12-14-15-22-23-26-29-34- 38-53-55-56-62-63-64-66- 68-73-75-78-79-80-86-87-99 26 44,83 endrika kisary 5-8-11-13-18-27-28-30-31- 39-40-44-54-57-58-59-60- 69-70-74-76-82-85-88-89- 90-91-92-93-95-96-97 32 55,17 totaliny
Izao somary tsy metimety izao, hoy aho, kanefa tsy mba misy mpamangy? Tsy hiantrano ve ianareo mianaka, nefa mba misy rano mangatsiaka ihany ato ary ny andro mafana. Somary niolonolona kely randria, nefa nony farany dia nivily ihany izy mianaka marina ny anao, ary hisaorana anao ny fampiantranoana, hoy izy, fa mipoaka ...
Eliza freda, taterin’i l ratianarivo sy c ravaloson, op. Cit, tak. 15
Nanampy an’i andry ihany koa ny mponin’i rantabe ao amin’ny va. Nampiantranon’izy ireo i andry na dia tonga misasaka alina aza. Va tak 140 nahafa-po ny fikarakaran’ireo tompon-trano. Tsy misy fihafahafana voadio tamin’ny rano avy tao an-tsinibe ireo ratra teny amin’ny tenan’i andry. Naroso izay ambin-kanina masaka ary ...
Raha toa ka kely loatra ny fotsy eo anelanelan’ny soratra, dia mety hamparary maso izany. Izay no mitranga ao amin’ny collection littéraire lagarde et michard xixè siècle somary kely ny soratra sady mifanetiety ka mandreraka ny maso.
Ny fahatanorany
Ny akon’ny teny vahiny 1
Gazela meva, 01-04-93 ambioka. Lah. 07, aogositra 1998, taona voalohany
Razanamiadana, tetika fanentanana ny eny ambanivohitra, imprimerie air, antananarivo 1993, tak24 112 razanamiadana, op cit, tak11
Teny fampidirana 8
Ankohonana 24 26,66 mpiara-belona mpiara-monina 25 27,77 poeta namana 11 12,22 fitiavan-tanindrazana 20 22,22 fitiavana an’andriamanitra 10 11,11
Ratany, vetsovetso misasakalina , and. 1, in vondrona ambara2, tak. 22
Ratany, tonombavaka , and.3, in vondrona ambara 2, tak.19
Jo andrianasolo