text
stringlengths
10
11k
Ny fivadiham- pitokisana
Fafana 4 ireo ef sy ny isan’ny mpampianatra ao.
Vh tak 32 nandao tsy satry an’i sahondra fa maika ny antson’ingahirainy. Nampitamby fitia ny asa aman’andraikiny .
Hoy ny voasoratra tao mila vehivavy ny vazaha anio alina andefaso ampela-mpianatra efa bebe vatana, tsaratsara v. A. Tak133
Ny tena loza dia ny fahaizan’ireny mpanjanaka ireny mampiady ny samy firenena. Avy eo anefa, dia izy no mody mirotsaka ho mpampihavana! Io tononkalo eo ambony io ihany no mivetso izany ampiadiany hifandripaka ny atsy ampitantsika atsy dia mody eo mamitsapitsaka. Vao mitsofoka mamatsy ny amin’izao sy izao heveriny ho an...
Sous prefecture firaisana antanifotsy antanifotsy, ambatolahy, ambatomiady, ambohimandroso, antsahalava, ampitatafika, ambatotsipihina, ambohitompoina, antanimandry, mangarano, alakamisy. Faratsiho faratsiho, antsampanimahazo, ramainandro, vinaniniony atsimo, vinaniniony avaratra, ambohiborona, miandrarivo, ambano, bel...
Mpitsabo, ary fitompoan-teny fantatra amin ny fahaizan ny reninjaza mampiteraka no kileman ny fiarahamonina asehon ny mpanoratra. Ny fanambadiana aloha loatra no nandaozana tsy fidiny ny fianarana. Tsy voatery ho safidin ilay tanora anefa ny hiroso amin ny sehatry ny fanambadiana aloha loatra, fa mety noho ny fanerena ...
Tontolo iainana tsy misy mpiaro sy mpikarakara vokatry ny fahasarotam-piainana niainan’ny vahoaka. Izany koa no hevitra nasongadiny tamin’ireo fingadona ireo tsy izany ihany, fa nanehoan’i nasolo ny fahatsiarovana ireo fahoriana nanjo ny malagasy ihany koa ny fampiarahana ireo fingadona samihafa ireo. Ohatra 2 zary mit...
Vontoatiny
Taorian’ny nahafatesan-dratsimandrava, dia naverina ho eo am- pelan-tanan’ny miaramila indray ny fitantanana ny fiainam-pirenena. Koa mbola hojerena miandalana ny fivoaran’ny zava-nisy teo amin’ny teti- pitondrana, ny toe-karena, ny fiainam-piarahamonina ary ny kolon-tsaina sy ny fampianarana. 221 ny teti-pitondrana
Réponses xi 21 effectif ni fi en 1 1 5 2 14 70 3 5 25 total 20 100 source auteur, 2013
Seho 5 miditra sehatra no sady mandeha haingana i avitsara.
Teny famaranana
Manao ahoana ny fahatsapanao ny tenanao rehefa namelabelatra hevitra teny anoloana? Nangovitra nihanihany natahotra nanana rarin-tsaina nahazo aina
Dadarabe 17 septambra 2008
Ambatolaona manjakandriana sambaina ambohibary ranovao nandihizana ambohitseheno anjepy ambatomena mankany ambanitsena toamasina antsahalalina rnii
Randria tena mitady harary tokoa aho leity. Toa mavesabesatra be izany ny lohako toy ny misy famaky be izany eo anoloako hikapa ny lohako. Nefa toa mangitangitaka, toa ho tafavoaka falifaly indraindray, toa manantena nefa toa 825- ho diso fanantenana.
Mitsangana izay hitsangana, hitonona ho fahavalo , f’ilay fitia ’zay latsa-paka tsy hangina na himalo.
Alin’ny ririnina ainga naterak’ilay tononkalo nosoratan’i manampy hoe vadiko
Jereo ny andininy 3.3.2.
Mamolavola farany ny vidin-drano nomanin’ny tekinisianina matihanina tm izay voadiniky ny ftmr .
Iaraha-mahalala fa any ambanivohitra lavitra any dia tsy mba misy matetika izany fitsaboana omby ara-tsiantifika izany, izany hoe; vakisiny , fanafody avy amin’ny mpitsabo biby. Maro ny antony mety mahatonga izany misy ny avy amin’ny tomponandraikitra ara-panjakana; ny fanjakana dia manentana mampanao vakisiny ny omby ...
Directeur de recherche andriamanatsilavo seth
Izay i feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra fa tonga ho azy na vokatry ny fiarahamonina misy zara vilana, fa aretina novolen’ny tompony ary iniana tsy sitranina. Tsy marina intsony eto, na tsy marina manontolo, ny noheveriny ho tsy rariny nahatonga ny olona sasany ho manana ary ny sasany ho tsy manana. Misy ...
Namaha ny fatorana nangeja rehetra ny fandeferana, indrindra ny fitiavana. Rava tanteraka ny efitra nanasaraka ny ahy sy ny azy. Ny eritreri-dratsy rehetra nisolo ho fiadanam-po. Fiainana feno fahasambarana sy fifaliana no nanenika ny andro manontolo. Ny fahafahan’i miaro rahateo koa no nilazan’i felana fa miandry azy ...
Angola ahoana koa àry izany varotry ny mananon-tena ka raikitra vao tora- kovitra? Atrehina rangahy izay mitranga a efa nitondra izao fandaharana rehetra izao am-bavaka isika ka inona moa no mbola hikirizanao handrava ny fandaharana.
Hentitra sady masiaka eto no endrika isehoan-drado mba hanamarinana fa tsy hisy hahasakana ny fikatsahana ny fahafahana. Ambarany ankarihary sy tsy amin- tahotra fa na figadrana na fampijaliana na ra latsaka tsy misy hampangina velively ny fampijoroana ny fahafahana ny herim-ponja ho monja, ny letrezana hihomehezana, s...
Ianao dia ho eo ankavan’andriamanitra ka mibebaka aminao zanahary izahay, hazavao ny lalanay, hazavao ny dianay. Atolotra anao ka raiso izany fivavahanay izany. Amen
Ilaina ny fanaraha-maso ny zanaka rehefa tonga any an-trano. Tsy avela hilalao na hirenireny fotsiny, na avela hanao ny sitra-pony izy ireny, fa omena andraikitra hosahaniny. Rehefa tsy zatra miasa mantsy ny ankizy any an-trano, na dia any an-dakilasy , eny mety ho amin’ny fotoanan’ny fanadinana aza izy, dia ny zavatra...
Ny kristianina dia manaiky halahatra fa tsy mpandahatra. Tsy nataony hampitanondirka azy izay miseho eo amin’ny fiainany, fa manantena sy miandrandra ilay paradisa mandrakizay omen’ilay andriamanitra tompoina.
Ny tantara foronina lesona ankapobeny momba ny literatiora no atao eto am-piaingana mba ho fampidirana ny lesona sy ho fanitarana ny vakomanitra ananan’ny mpianatra mikasika izany. Araka izany, dia heverina fa tsy misy maharatsy ny itondrana ny hevitr’ireo mpanoratra vahiny ny amin’ny antsoina hoe literatiora. Asa azo ...
Mampiasa ny amplification ny mpanoratra eto hanerena ankolaka ireo jiolahy hampijanona ny fiara. Ny hoe récréation dia voambolana fampiasan’ny mpandeha fiara rehefa mandeha lavitra. Io voambolana amin’ny teny frantsay io kosa raha adika amin’ny teny malagasy dia midika ho fakan-drivotra kely na fialana sasatra kely noh...
Sôva momba ny sitilô
Tatitra nataon’ny zokiolona iray tao an-tanàna, ranaivojaona 66 a van gennep, tabou et totémisme à madagascar, ernest leroux, paris, 1904, tak 12. Le tabou est un des elements fondamentaux de la vie sociale et individuelle des habitants de madagascar ainsi le tabou joue à madagasikara un rôle important dans la vie reli...
Indrisy potika sy rava ilay harena sarobidy! Lolom-po tsy voafehy, setrasetran’olom-bitsy niara-devona aminy any, izay nekena ho fahendrena natao fanatitra nodorana ny firaisam-pirenena.
Rehefa nidina tany ambatondrazaka i faly dia nahatsapa hatrany fa
Tsy ho voavalinay ny soa vitanareo rehetra taminay, ka izao mirary ny fiainanareo tsirairay avy ho feno fahasoavana sy fahombiazana hatrany. Samy ho salama lalandava sy ho ela velona anie isika.
Roland eluerd, pour aborder la linguistique, 7è édition, revue et argumentée , esféditeur, paris, 1993, tak 39 a première vue, la communication semble supposer une personne qui parle l’émetteur , une personne qui écoute le recepteur , les mots échangés, et les choses ou idées.
Sehatra anankiroa izay samy resahan’i haingo ao amin’ny asa sorany no hiompanan’ny fanadihadiana eto, dia ny sehatry ny fifandraisan’ny olombelona samy olombelona mpiara-monina, ary ny sehatry ny fifandraisan’ny olombelona amin’ilay andriamanitra andriananahary.
Rakibolana malagasy, edisiona ambozontany analamahitsy antananarivo, 1016 tak.
Amin’ny lafiny hira. Fatra- panaja ireo mpijery azy izy
Sarintany i ireo faritra 22 eto madagasikara. Faritra analamanga misy ny fokontany 67 ha afovoany andrefana. Loharanon-kevitra stewart alson, fifindra-monina sy fomba amam- panao ary fampandrosoana. Tranga misy amin’ny fianakaviana, ao amin’ny 67 ha avaratra atsinanana. Faritra analamanga, tak 21.
Tsara hatrany ny mampahatsiahy fa tsy mitoka-monina ny mpanoratra. Mihosona amin’ny mpiara-belona aminy izy. Manaraka ny fomban’ny fiarahamonina misy azy. Anisan’izany ny fiteny izay ifaneraserana sy ifanakalozan-kevitra. I charles ravoajanahary dia efa niteny izany koa. Hoy izy olombelona miara-miaina amin’ny olona mp...
Ohatra 30 tiky an’ny ’anakao niavy. A.4
Par rapport aux processus biologiques, la paternité responsable signifie connaissance et respect de leurs fonctions l’intelligence découvre, dans le pouvoir de donner la vie, des lois biologiques qui font partie de la personne humaine 9 .
Centre d’etudes et de recherche langue et lettres francaises
Eo amin’ny anarany, famaritana, fomba fanatanterahana azy, mpandray anjara, fitafy, zava-maneno, fotoana ary ny toerana anatanterahana azy no tena ahitana fitoviana ny anarany
Ara-pahaiza-manao mpianatra afaka mivelatra amin’ny tontolon’ny serasera
Manamarika fa vita ny asa fanompoana, hay famitahana izany, fa ny voarakitry ny taratasy izay nataony sonia dia hoe mbola mitohy indray ny asa, ary mbola manaiky hiverina any amin’ny fiantsoana manaraka ireto mpanao sonia. Dia tsy nanaiky tokoa ny vazaha, ary tsy afa-nanohatra ny malagasy, satria ny vava- basin’ny sene...
Sora dia zava-pisotra azo avy amin’ny satrana ka toy izao hita amin’ny sary izao ny fanamboarana azy. Marihina fa zava-pisotro mahamamo izy io ary ataon’ny olona sasany foto-pivelomana ny manao azy sy ny mivarotra azy. Toy izao ny fomba fanamboarana azy kapaina misompirana miakatra ny sampan’ilay satrana, faranana maha...
Taorin’izany, dia nisy ny fanapahan- kevitra noraisin’ny akademiam- pirenena malagasy handraisana an-drahaingoson henri ho mpikambana mpiombona antoka ny taona 1994. Niakatra ho mpikambana mahefa ny taona 1999, ary lasa filoha lefitry ny sokajy voalohany hatramin’izao. Anisan’ny asa goavana ny fifampiraharahana tamin’n...
Zazzo , 1969
Quelles sont les difficultés de votre association ?
Fitambarany
Sinton-kevitra avy amin ’ny fandaharam-pianarana
Aorian’ny lesona ny famintinana. Nilaza izy ireo, fa tsara kokoa ny vokatra azo tamin’ireo andiany faharoa izay nomena famintinana any aorian’ny lesona. Izany hoe, tadidin’ny mpianatra tao amin’ny andiany faharoa kokoa ny lesona raha mitaha amin’ireo andiany voalohany. Tany angiletera ihany koa, ry i james karthy sy i ...
Ed edisiona na édition
Fakafakao izany!
Mandritra ny fotoana anaovana ity karazana tombana ity ihany koa no tokony hanararaotan’ny mpampianatra hanitsiana ireo fahadisoana samihafa ataon’ny mpianatra mba tsy hitrangan’izany intsony amin’ny fanadinana. Manery an-kolaka ny mpianatra hianatra ihany koa ny fanaovana fampiharana. Manitatra ny sain’izy ireo hikaro...
Araka ny lovan-tsofina izay notantarain’ingahy radezy zokiolona ao an- toerana dia toy izao manaraka izao no nahatonga ny anarana hoe ambohijoky raha nizara hena, hono, andrianampoinimerina ho an’ireo vadiny roa ambin’ny folo dia samy nifandrombaka naka ireo hena tsara toy ny vodihena sy ny trafony ireo vadiny iraika a...
Miora has ina miora
Ii.1.3. Ressources humaines
Heviny malalaka périphrase comparaison
Niasa loatra anefa izy, satria taoriana kelin’izay dia nipoaka ny ady lehibe faharoa.30 sahirana tokoa ny frantsay niatrika izany ady lehibe izany, ary nisy mihitsy aza ny fizaran’ny fanjakana foibe tany frantsa ho roa tamin’izany andaniny, ny allié miaraka amin’ny jeneraly de gaulle; ankilany kosa ny vichystes miaraka...
Izany raharaha lehibe, fitarihana ny fiangonana, izany. Tsy ny fiangonana akory no sakana hatrizay, fa ny sain’ny olona fotsiny no avy dia mandà. Ny lehilahy moa heverina ho tsy te hosongonana, ny vehivavy kosa mety sady matahotra no malaina noho ny tsy fahazarana sy ny tsinjara toerana raiki-tampisaka nomena azy hatri...
Ny fiharian-karena isan-karazany ny fiharian-karena; ao ny fanaratoana baraoa, ny fambolem-bary, ny fiompiana gisa, akoho, gana, aomby manangana fikambanana maromaro mihitsy ny mponina mba hampahomby ny fiharian-karena ary ho mariky ny firaisankina. Anisan’ny asa fivelomana ho an’ny mponina ao an-toeranaihany koanyfita...
Eksodôsy 15 2
Araka izany, tena ilain’ny mpampianatra tokoa ny fitaizan-tsaina ho amin’ny fivelarana mba ho tonga havanana amin’ny asa fampianarana sahaniny izy. Tsy ampy hampahomby tanteraka ny fampianarana anefa raha ireo toetra ireo fotsiny. Ilaina ny hananan’ny mpampianatra tekinika voalanjalanja sy voasaina ary mifanaraka eo am...
Fanajana ny hira sy ny sainam-pirenena lanjany, heviny, fihetsika tokony hatao fandalàna ny firaisam-pirenena, firaisankinam-pirenena fandraisan’andraikitry ny olompirenena fifidianana, fandoavan-ketra, fanaovana asam-pokonolona. Kolontsaina malagasy, fiadiana amin’ny kolikoly
Amin’ny maha fifaninanan-kira ny tsenabe dia samy vonona haneho ny talentany ny tarika eo amin’ny fiangaliana ny vakodraza? A. Tsy matahotra ny hifanehaka amin’ny hafa.
Ny fomba hidirana ho mpianatra any amin’ny sekoly tekinika
Fiheveran’i miaro ihany anefa io. Ny famitahana azy no tsy zakany ka izay fihetsik’i felana manoloana azy nahitany hevitra hankahalana azy avokoa. Ary mbola nolazainy aza fa niala ny saron-tavany ; ny endriny, nohamaintisin’ny fihatsarambelatsihiny ; miketrona miantso fasana hisokatra. Ny volony indray, ringidringitry ...
Fa razezo , lay zoky malalako nitondra ny mafy, nanaiky ho faty he, tsy mba nampoiziko fa misy mihafy, nijaly ho maty noho ny fanahiko
Anisan’ny manamarika ny fiainan’ny fiaraha-momina iray ny tantarany. Toy ny faritra rehetra dia manana ny tantara mampiavaka azy sy nolalovany ka nahatonga azy ho toy izao ny tanànan’i vodiriana. Tsara ny mamantatra ny tantara satria misy akony eo amin’ny fomba fiainana sy fitondran- tenan’ny mponina izany.
Guillaume, cité par j. Du bois, in dictionnaire de linguistique, ce n’est pas le language qui est intelligent, mais l’utilisation qu’on en fait , p.458
Ankehitriny dia hamafisin’ny olona ankehitriny amin’ny alalan’ny soratra, izany hoe ny teny ihany saingy tsy am-bava fa an-tsoratra, ka samy hahazo ny anjarany amin’ilay lovantsaina ny tsirairay, na ny mahay mamaky teny na ny tsia. Ohatra ny nampianarana anay nandrary tamin’ny fotoana nanaovana fanadihadiana dia am-bav...
Tamim-pinoana
Fanadihadiana natao tamin-dramatoa victorine razanabahiny, mpampianatra mpikaroka. 63razafintsalama a , op cit, tak 80. 64razafintsalama a , op cit, tak 80
Un dieu, tout puissant, immortel, créateur de toutes choses, préside à leurs destinées. Ce dieu, ils l’appellent andriamanitra, zanahary ou ranahary, suivant les régions benevent ch , conception de la mort chez les malgaches in la révue de madagascar, 3ème année ; n 09, tak 638.
Sports de combats traditionnels malgaches.
Araka ny voalaza teo ambony dia tsy fihetseham-po tokana no fonosin’ny tsoraka. Entina milaza alahelo ihany koa izy araka izany. Ny alahelon’i nanja no asongadin’ny tsoraka eto, raha nitantara ny fiainany tamin-drobena izy. Fahoriana mifanesisesy no nanjo an’i nanja, maty ny reniny, maty ny rainy, namono tena ny zandri...
Ny tily tsy maintsy madio lalandava, ny tenany sy ny eritreriny koa ; ny zavatra ataony, ny aloaky ny vava dia samy voakendry hadio avokoa.
Manindao refy taloha hatreo amin’ny foto-tsandry faharoa atsivalana ny tanana ilany. 72mafiraina mitomany mampahonena loatra
Ny aina dia ilay hery mahavelona ananan’ny zavamaniry sy ny bidy ary ny olombelona, ka mahatonga azy hitombo sady hanaranaka. Zava-dehibe eo amin’ny fiainan- janak’olombelona ny aina, koa ny didy aman-dalàna sy ny fitsipi-pifehezana samihafa mijoro sy tian-kajoro, ny fitakiana ny zo isan-karazany, ny ezaka ary ny filof...
Freinet c les invariants pédagogiques. Edition de l’ecole moderne français, cannes.1964
Herinandron’ny fiaraha-mivavaka zana-dohateny izay milaza ny ao anatin’ny lahatsoratra,
Lah 31 novambra 1946.
Mety hiseho eo mahatsikaiky ratsy. Andraisan’ny
Nisafidy manokana ny fikarohana mikasika ny haifampianarana riba ny tenanay satria voalohany indrindra, amin’ireo zana-taranja ahafahana manao asa fikarohana, dia ny haifampianarana no heverinay fa maneho mivantana ny maha ivon- toeram-panofanana ho mpampianatra ecole normale supérieure. Faharoa manaraka izany dia zana...
Teo amin’ny resaka fitiavana ihany koa dia nahitana io fifamaliana io. Ao amin’ny vadiko i manampy dia maneho fa mafy ny tsy eo anilan’olon- tiana amin’ny andro ririnina. Ny alin’ny ririnina tsy eo anilanao mafaitra ka tsy laitra395 niteraka ainga teo amin-drado ramaherison izany ka nilazany fa ilaina ny alin’ny ririni...
Le recrutement des familles chaque année, l’animateur de rue effectue des descentes sur terrain pour les recruter. Des entretiens suivis par des études de cas sont nécessaires afin de bien respecter les conditions d’admission familles entrant dans la catégorie de population cibles de l’asa, familles complètes, familles...
Fehin’ny fizarana voalohany tao amin’ity fizarana voalohany ity no nahazoana namantatra fa tsy tongatonga ho azy tao amin’i soza marie yolande ny fanoratana tantara fandefa amin’ny onjam-peo, fa maro ireo hery sy lafim- piainana namolavola azy ka nahatonga azy ho amin’izany dingana goavana izany. Anisan’ny voalohany in...
Asaina manao trano ho azy ny zanaka lahy rehefa feno 18taona izany no ampanaovina azy ho fanomanana ny fahaleovantenany. Misy dinam-pokontany, onitra 10000ar ny vatan-dehilahy tsy manana trano eo an-tanàna. Tsy voafehin’izany ny vehivavy, fa ny anadahiny no manao trano ho azy ireo. Ny zaza amam-behivavy rahateo heverin...
Ny zava-kendrena ny hitsikitsika, hono, tsy mandihy foana fa ao raha, ary ny andriana tsy hiloa-bava tsy amin’antony fa ao ny hevitra tiany hampitaina. Koa raha misafidy ity asa fikarohana ity izahay, dia manana ny tanjona tratrarinay. Navahanay ho roa lehibe izany. Ao aloha ny tanjona ankapobeny izay fampahafantarana ...
Loharano internet 2.2.3. Ireo karazana fizahantany misy karazany maro ny fizahantany. Karazany vitsivitsy anefa no aroso eto, indrindra fa ny karazana fizahantany misy eto madagasikara.
Raha atao bango tokana, dia tsy hita mihitsy ny vahaolana fototra tamin’ity piesy teatraly ity. Navelan’ny mpanoratra ho an’ny mpijery ny fieritreretana izay tokony ho vahaolana. Karazana olana iray mbola tsy ahitana vahaolana, nefa mateti-pitranga eo anivon’ny fiarahamonina malagasy ity nasehon’ny mpanoratra ity. Ny f...
Awidcarrefour vol6n 8, genre ou l’approche genre est souvant mal compris en france. Issu de l’anglais gender , le genre est un concept sociologique designant les rapports sociaux de sexe , et de façon concrète, l’analyse des statuts, role sociaux, relation entre les hommes et les femmes. 5ens ecole normale supérieure
A, tak.77 and 3
La mise en ouvre du projet par contre devra se faire en collaboration avec les financiers pour ne pas les mettre en distance de la réalité. Sur ce, il faut tenir compte des fluctuations des prix sur le marché, les inflations, les surplus de charges selon les saisons à parcourir le budget ne devra pas être trop surévalu...
Définition de la culture in dictionnaire de la langue française, paris la rousse 2109p enrichement de l’esprit, état d’un esprit enrichi par des connaissances variées et entendues ensemble complexe des représentations, des jugements, idéologies, des sentiments et des uvres de l’esprit qui se transmettent à l’intérieure...