text stringlengths 10 11k |
|---|
Tsy misy miafina aminao r’ingahy miakanjo fotsy lava izany foko sy fanahy mbola osa sy adala. |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale c. E. R. Langue et lettres malgaches |
Ireo singa miditra an-tsehatra amin’ny famolavolana fandaharam- pianarana maro ny mpandinika nifototra tamin’ny famolavolana fandaharam- pianarana. Ny hevitr’i a. Levy no nasongadina tamin’ny seminera. Hita tao ihany koa ireo teboka lehibe telo iorenan’io famolavolana io. |
Fafana fahadimy 5 fafana maneho ny dingana narahin’i hajaina sy ny andraikitra notanany tao amin’ny havatsa u. P. E. M takila 44 |
Biet. Bighelli et rispail. Litterature 2. Editions magnard. Collection 1989 litteraire. Paris |
Source epp antanety i 2018 dans ce cas-ci, le nombre 98 s’est vu réduit en 73 individus entre trois années scolaires. Le graphique nous montre clairement la variation des statistiques pendant la |
Avez vous des conseillers ou des entraîneurs pour la pratique du sport asa tany ? Les entraîneurs spécialement pour le sport asa tany n’existe pas encore chez nous, les échanges techniques se limitent seulement entre les pratiquants, mais nous souhaitons d’en avoir parce qu’on trouve l’essentialité de sa présence. |
Ny andraikitr’ireo rafitra mpitantana 2.1.2.1. Ny fanjakana manana ny politikan’ny vakoka ny fanjakana, efa eo ihany koa ireo rafitra isan- tsokajiny. Ilaina ny fandraisan’andraikitry ny fanjakana eo amin’ny fampiharana ireo lalàna sy ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo tompon’andraikitra mivantana mikarakara ny... |
Légère supériorité en nombre de filles information et sensibilisation sur la sécurité routière source projet asa soa juillet 2004 |
Ministère de l’education nationale men fandaharam-pianarana kilasy famaranana sokajy a , c ary sokajy d |
De landsheere, in évaluation continue et examens, précis de docimologie, paris, nathan 1975 |
Lyra sy ny asa sorany nifototra tamin ny famoronana tononkalo izy. Ny fahitany ny fiainan ny mpiara-belona aminy, ny fiainam-pirenena, ny ampaham-piainany manokana, no asehony ao amin ny asa sorany. |
Sartre j. P qu’est ce que la littérature ? Editions gallimards. Paris. 1948 374 p |
Iarahan ny fehiloha sy lohavohitra manapaka avokoa ny zavatra sy hetsika rehetra tontosaina ao amin ny foko. Iavahan ny fehiloha amin ireo lohavohitra ny fahazoany ny santa- bokatra avy amin ny mponina rehefa fotoana fiakaran ny vokatra. Mari-panajana sy tandindon ny fahefana hananany izany. |
Raha izay rehetra izay no bangoina fohy, dia izao no tsapa misy fahasamihafana be eo amin’ireo sekoly roa nojerena na eo amin’ny mpianatra na eo amin’ny mpampianatra na eo amin’ny sekoly amin’ny ankapobeny mihitsy. Azo lazaina fa mahazo tombony kokoa ny mpianatra tao amin’ny lisea nanisana raha mitaha ny ao amin’ny lis... |
Sarotra ny fisarahana amin’ny ray aman-dreny nahalehibe; tsy dia fanambatambazana ny vadivao no ventesin’ny ôsiky amin’ny fanar a a fa filazana ny zava-marina mba tsy hananany hevi-diso. Toy izao ny ventin’ny ôsiky manambara izany tsisy vara-tomoà y anà la iny niany ma avaratra môdy ma atsimo mamangy anà koà tia hôdy m... |
Sokajy m mi tsy voafaritra mazava ny zavatra tondroin’ny anarana ao anatin’ny sokajy m mi ny azo antoka dia tsy manondro olona na biby izy ireo. Betsaka amin’ny anarana ao anatin’ny sokajy no manondro zava-maniry. Ohatra m-ti hazo tokana mi-ti hazo maro m-tende atsendry tokana mi-tende atsendry maro misy ny manondro za... |
Famaritana araka ny rakibolana sy ny internet araka ny rakibolana robert ny tantara foronina dia asa soratra tsotra noforonin’ny eritreritra, lava ary maneho ny zava-misy iainana tao amin’ny toerana na faritra iray, aseho ho toy ny tena nisy ny mpandry anjara ao satria ny tantara aseho no ahatarafana ny fomba fisainany... |
Régis rajemisa raolison, rakibolana, op. Cit. , tak 76 régis rajemisa raolison, rakibolana, op. , tak 77 siméon rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny, op. , tak |
Mametraka ny fiainany amin’andriamanitra izy. Iriny ny hampitoniana ny fitarainany. Koa dia ankininy amin’andriamanitra ny manjo azy. Anisan’ny tara-kevitra voizin’ny r. Fidimanantsoa ihany koa, araka izany ny fiantorahana amin’andriamanitra. Azo heverina ho vokatry ny lafika tokana ihany izany. |
Sarin’ anjely, nozavazavariko nataoko ho malala, nomeko ny sariko no naniry tandroka hanoto ny foko nampitomany sy nampitoloko |
Toeram-pivavahana |
Eo amin’ny fivoaran’ny teny nusu ’nusu ho loso ’lusu , azo heverina fa nisy ny fifanalaviram-peo nanalavi-tena ny renifeo n ka nivadika ho l ny teny loso dia saika tsy miasa raha tsy eo amin’ny fanisam-bola. Ohatra, fiteny ny hoe ariary sy loso ariarary sy antsasaky ny ariary . |
Ny épano de ny épanode dia tam berim -boan-teny na andian-teny na fehezanteny entina mandoko, m am pivohitra na toetra, na toe-ts aina, na toe- panahy, na hevitra, na fihe tsika mibahan-toerana ao amin’ilay olona miteny na ite nenana, na resahina ka m is eho, mipoipoitra e tsy sy eroa, ts y hay tohaina, amin’ny toerana... |
Raha fintinina dia hita fa nanana fihetsika hafahafa nateraky ny zava-nisy niainany ny mpanoratra taminrity vanim-potoana ity. Toa olona tsy manana fanantenana ny ankamaroany, tsy afa-po mihitsy aminrizay zava-misy manodidina azy, olona te hitady toeran-kafa na zavatra hafa mba azo ianteherana. Na izany aza anefa, dia ... |
Teo amin’ny vontoatin’ny fampianarana, nirosoana ny fanagasiana. Narindra hifanaraka amin’ny zava-misy sy izay ilain’ny firenena ny fandaharam-pianarana. Nampidirina tao amin’ny fandaharam-pianaran’ny fampianarana ankapobeny ny fianarana ny momba an’i madagasikara. Nianarana tao ny tantara sy jeôgirafian’i madagasikara... |
Reniny izany nts ! Oay ! Mamindra aleo aloha ho atsy an-dakozia atsy amin- drabaofy atsy. Mikohaka kely efa masaka ve ny sakafontsika ato rabôfy fa hoatrany noana izany ny bandy a ? Ao an-dakozia miora mivazivazy enjehin-dramaria ny zanako ? Fa inona koa izao ity nahamora noana an’i sedra teo kah ? Sedra ssssh ! Rehefa... |
Ny malagasy mahafehy ny teny frantsay sy ny teny malagasy miaraka, dia tsy tokony hampiasa teny bemiray izay maneho ny mifanohitra amin’ny fahafehezana ny teny tsirairay. Ny mpanafangaro teny samy hafa dia ireo tsy mahay azy roa sady tsy mahafehy ny momba ny teny tsirairay, no tsy mahafehy ny fomba fampiasana azy araka... |
Araka io kisary hitantsika eo ambony io dia ny proviseur no mpiandraikitra ny toe-draharaha voalohany indrindra. Izy no manana ny fahefana ambony indrindra eo anivon’ny sekoly ho an’ny ambaratonga faharoa sady tompon’ny fanapahan-kevitra farany ihany koa. Izy no miandraikitra ny fifandraisan’ny sekoly amin’ny any ivela... |
Boa banque of africa sady mitahiry ny volan’ny mponina izy ireo amin’izany no manampy azy koa amin’izay vinavina ananany amin’ny alalan’ny fampisamboram-bola mitaky antoka. Ireo mpikambana ihany no afaka manao izany, nefa ny olona rehetra dia afaka mirotsaka ho mpikambana avokoa. Fid fonds d’intervention pour le dévelo... |
Ny masoandro , in gazety masoandro, taona 1, lah. 1, zoma 14 oktobra 1910 |
Firenena manana ny fomba amam-panao mampiavaka azy ny malagasy |
Ny beazobe dia ireo anakavy amin-dreny na ireo vadin-dehilahy efa maty vady ka tsy manambadyintsony ary mipetraka eo an-tanàna. Manodidina ny 45 ka hatramin’ny 70 taona eo ho eo. Izy ireo no tomponandraikitra amin’ny fampandehanana ny raharaha rehetra eo an-tanàna na amin’ny tsara izany na amin’ny ratsy. Izy ireo ihany... |
Harena sarobidy ary manana ny hasiny ny fanabeazana teo ny mondron-kery lanin’ny mpanabe nanatanteraka ny asa fampianarana. Teo koa ny fikelezan’ain’ny beazina. Ary farany, nisy koa ny fahalalana notovozina tamin’ny alalan’ny vaky boky, ary ao koa ny vokatry ny fifandraisana amin’ny manodidina sy ny zavaboaary. Azo laz... |
Andafy. Ratsy toetra izy ary tsy tia mainty hoditra, noho izany dia nataony avokoa izay fomba rehetra tsy hihaonan- drazanajaza tamin- janany. Tao ihany koa ireo mpitondra fivavahana sy ireo masera mpanabe teto andrenivohitra izay nanamasina ny fanambadian- drazanajaza mivady, sy nampianatra an’ i hubert kely. Sns |
Ny fomba fiteny hoe ny fanahy no olona eto no entin’ny mpiteny mamapanaiky avy hatrany ny itenenana fa ny vehivavy manam-panahy an-dalana no tsara sy mendrika alaina ho namana hanorin-tokantrano satria zava-poana ny fanana hatsaran-tarehy amam-bika raha tsy ao ny fananam-panahy. |
Efa omena andiam-panontaniana mialoha izy ireo amin’izany. Toy izao no mety ho endriny fanontaniana mitarika ny mpianatra hamaky ny soratra ao anatin’ny toerana |
Aminao manokana, tafita any aminao ve ny hafatra ampitain’ny ratia? |
Rajaona, s. 1994 takelaka voavaofy, ambozontany antananarivo, 149 tak. |
Lovako t.1o, tak. 40- 41 |
Lx michel andrianarahinjaka, le système littéraire betsileo ; la liberté est une des conditions nécessaires de la création littéraire fianarantsoa, 1987, tak. 195. 71 rakotondralambo niaina, op, cit. Tak. 28. 72 razafimahefa fidy, mpiasan’ny kaominina ao arivonimamo, efa misotro ronono, mpikabary ihany koa. 73 razafima... |
Ny ankizy tokoa, zana-kazo ambolena tandremo mihitsy! Kendreo ny fijorony mba tsy hivena, fa rehefa lehibe izy dia sarotra hahitsy. |
Ny rijam-panontaniana momba ny famelabelaran-kevitra dia mikendry ny hamantarana ny faharisihan’ny mpianatra manoloana ity asa ity. |
Ireo karazana asa soratra nataoko amin’ny maha-mpanoratra sady mpanabe ahy dia tsy tononkalo ihany no nosoratako; fa misandrahaka amin’ireo karazana literatiora maro koa ny asa soratro, toy ny tononkalo, sombin-tantara, ny angano, ny tantara an-tsehatra sy tantara fandefa amin’ny onjam-peo 1.2.2.1 ny tononkalo poezia p... |
Avy any an-trano, ka hatrany am-piangonana. Eny hatrany amin ny trano fisakafoana, nisaloran-tsiky avokoa ny fianakaviana. Tak 30 ny hôpitaly nitsaboana an i miaro, fony izy narary teny am-ponja. |
Ity sampana ity dia mikendry ny hamolavolana tekinisianina manana ny mahaizy azy ary afaka manangana orinasa ho azy manokana efa manaraka ny rafitra lmd2 napetraky ny minisiteran’ny fampianarana. |
Ny gazety ambioka, lah.42, janoary 2002, taona fahadimy fanasina, lah.539, 15 feboroary 1968 feon’ny merina, lah.259, alakamisy 29 jolay 1999, taona fahafito, tak.4 tribune, lah.1.241, zoma 10 mey 1996 lah.1.242, talata 26 janoary 1993, tak.11 lah.1.568, 22 feboroary 1997, tak.7 valiha, lah.26, 30 apirily 1994, tak.2 l... |
Raha toa mipenimpenina tsy hoe; latsain’ny nenina fa nofo sanganehana mitady fianteherana ho kitro hifahara ’lay vatolampy tsara. |
Tsy ny mpanoratra ihany no manana io fomba fiheverana io, fa eo ihany koa ny fomba fijery malagasy manao hoe tsy misy tanora izay tsy hijihana fa rehefa antitra miady lohalika amin’ity asa soratra ity izy dia maneho ny hafenoana amin’ny vehivavy iray. Tanisainy ao |
Ohatra farafara ? Fara |
Andriamanantena célestin valiha, lah 33,26 novambre 1994 |
Zefa tsy mpitsikilo izany aho ry nenibe fa olona mba liana amina toe-javatra tiako hahazoam-baliny a! |
Andrianjafy rain’i nary |
Ny fanabeazana miainga amin’ny hevi-dehibe sy ny vontoatin’ny tantara, ary ny hafatra sy ny fahendrena voizin’ny fanabeazana resahin’ny mpanoratra. Ny fizarana fahatelo sady farany , no nanasongadinana ireo endrika hafa nanehoan’iharilanto patrick andriamangatiana ny fanabeazana, ary ny fampifandraisana izany amin’ny f... |
Ambonin’ireo, samy manana ny anjara asany amin’ny fandrantoam-pahalalana ny atidoha havia sy havanan’ny olona. Amin’ny ankapobeny, araka ny fandinihana nataon’i tony buzan dia ny atidoha ankavian’ny olona no tena miasa fa ny ankavanana tsy dia miasa firy. Izany no antony namoronany ny kisary mandranitra saina na mind m... |
Misy fenitra tratrarina amin’ny fanorenana ny tranon’akoho manatodilava. Voalohany, tokony ho toerana milamina no iompiana azy. Tontolo tsy misy tabataba matetika. Ohatra, toerana tsy manakaiky orinasa na arabe maro fiara mifamezivezy. Ny zavatra rehetra mety hisy feo mafy dia tokony hampa- nalavirina ny tranon’ny akoh... |
Kanefa izao dia tsaroako fa hay fa raha tsy nanafay ’zay dadako izay ho loza sy atambo no nanjo ahy fa ho badolahy tsy ary fanahy ! Ry dada sy neny, raha sitrakareo, ’ty hirako ekeo |
Naparitak’ireo tany matanjaka ny teniny. Manamafy orina ny fahefany izany. Araka izany, dia nitsangana ny vondrom-pirenena mampiasa teny iraisana toy ny tany miteny frantsay na pays francophones sy ny tany miteny anglisy na pays anglophones niara-naparitany tamin’ny teniny ny kolontsainy, toy ny hira, dihy, fomba fitaf... |
Amin’ny polyptote , dia foto-teny iray no miverina, na miova endrika na tsy miova endrika, ao anaty fehezan-teny tokana. Mampiasa izany i niry-solosoa ao amin’ny boky tonta iray etsy, roa eroa; telo dia asa! Laona sy fanoto ary koa sahafa; korirariram-penina tsy mety ho voafafa, fiainana hasambarana fiainan-jafajafa 21... |
Izay ny mikasika ny fanoharana naorina tamin’ny zavatra manana aina. Fa ny manaraka eto kosa indray dia hijery manokana ny fanoharana naorina amin’ny zavatra tsy manana aina isika. |
Manamafy orina ny fihavanana sy ny firaisankina satria ahazoan’ny mpianakavy mihaona sy mifamela raha toa ka misy disadisa. |
Manana faharetana |
Ho inonao ny fahalasanany hoy ilay diso fanantena mbola maro ireo taranany tsongoy ny fo ’ty fon’ny tena |
Ny miafina eto dia midika tsy fantatra, takona, tsy hita, mihen-danja, tandindonin-doza. |
Ny fifandraisana akaiky eo amin’ny sanda iraisan’ny itenenana sy ny fihetseham-po ny fihetseham-po dia fototra iorenan’ilay ambaratongam-pitiavan’ny olona ary iraketany ihany koa ny heviny mahakasika zavatra iray iriany sy antenainy arovana. Mampivaingana ny sanda iraisana izy araka izany satria ny sanda iraisan’ny ite... |
Ny teny fanolorana izay nataon i dokotera c. Rabenoro, filohan ny akademiam-pirenena malagasy no ao amin ny takila manaraka. Ary ao aorian ireo takila roa voalaza teo ireo vao tena manomboka ny fitantarana ny fiainan i tsiresy, izay mpandray anjara fototra ato anatin ity rehitra hambom-po ity. Andeha hodinganina ireo t... |
Famelabelaran-kevitra |
Topy maso topy maso iray manjola, lonilony no raiketiny ; ny topy maso feno angola, hasambarana no entiny. |
Amô zaza koa ale iao ô amô zaza koa ale iao ô mafy arô tsy mana a asiena e mararirary aby ny e a e ia ahary arô mandidy e amô zaza koa ale iao ô mafy arô tsy mana a asiena e mararirary aby ny e a e ia ahary arô mandidy e amô zaza koa ale amô zaza koa ale. |
Ny foko babonao saika lasa adala efa niova izy izao efa lasa mpankahala |
Miankina amin’ny fiheveran’ny olona tsirairay ny loharanon’aretiny ny olona ampitany ny hafatra. Ho an’i a, ohatra, mifandray amin’ny tsy fananana namana raikitra ny famaritana faobe hoe nareo ; ho an’i d, azo adika ho firehana hiova fomba fifandraisana ny tsy famaliany resaka. Heverina ho mitodika kokoa any amin’ny ol... |
Ho an’ny vehivavy dia ireto no fitondra mamangy fahoriana teo amin’ny fomba ntaolo akanjo fitena, lambahoany, satroka hevitra maro no tiana hasongadina amin’izany tsy aharaisan-damba141ny fahafatesana. Izany hoe tampoka, ka tsy ahafahana miomana mialoha ny fotoana hamonjena azy. Heverina ho haingo ihany koa ny fitafy m... |
Ny fitaterana sy ny fitaovam-pifandraisana a ny fitaterana an-tanety ity karazam-pitaterana ity no tena miasa sy ampiasain’ny mponina ao amin’ny faritra alaotra mangoro sy ireo makany. Araka ny fanadihadiana nataon’ny cream dia ahitana koperativa miisa 60 tamin’ny taona 2009. Io isa io no manome ny salan’isa 8,8 ny isa... |
Ry sakaiza, |
Fandokoana ny zavaboary amin’ny alalan’ny teny; izay hita eo amin’ny andininy fahefatra fitomaratry ny andro, fiposahan’ny masoandro, fiavin’ny tsirin’andro. Asehon’ny mpanoratra ny fahavelomana sy ny fifohazana manome lanja ny aina mampifoha ny manana aina mampandretsika ny eny tontolo rehetra eny. Hita ho miaina tant... |
Maîtrise ès-lettres département de langue et lettres malgaches |
Tovana laharana 8 |
Ndeha àry ho dinihina manaraka ny fampiasan’ny mpanoratra ny sarinteny, ka asongadina amin’izany ny fahaizan’ny mpanoratra milalao izany. |
Malok’ ila 1-5 pasitera na rakoto lahy mpitandrina ao amin’ny fiangonana iray eny ambanivohitra antonony tia mandamina, be fandeferana, tsotra, hentitra fafana 7 maneho ny mombamomba ny mpandray anjara fototra fanazavana ny fafana raha atao indray mijery io fafana io, dia voamarika fa mirona betsaka any amin’ny anarana... |
He be ny hasoavana. Fa tonga ny fotoana, ka kristy tompo teraka hamonjy sy hanavotra. |
Archives du petit séminaire |
Fehiny, io tara-kevitra io araka izany dia misy ifandraisany betsaka amin’ny foto-kevitra ijoroan’ ny gazety andaniny ary amin’ny zava-nisy ara-piarahamonina ankilany. Ny gazety izay nanana ny loharano nipoirany dia ny tolona nataon’i jean ralaimongo ary eo ihany koa ny tolona nataon’ireo tia tanindrazana malagasy tami... |
Tsima ka vavy tokana kosa anie izy ka atao ahoana, ary sady namoizany ny maty. Fisehoana ii rabeza miditra |
Fepetra valo no hojerena ato anatinrity zana-pizarana ity ny haben-tsoratra, ny endrika an-tsarinrny soratra, ny endrika azo anavahana ny soratra, ny elanelana sy ny fomba fanapatapahana teny roa, ny andalana nasiam-panitsiana manokana, ny halavanrny andalana, ny elanelanrny andalana, ny ranomainty sy ny taratasy. |
Souvarine s’en est pris au monstre avec audace et une force incomparable. C’est comme s’il a vraiment à faire à un être vivant. Tout d’abord à travers ses comportements pour |
H1. 4 -r, ? C , , 0 v rr i 7 ei j t; , , ; j 2 . |
Tsy hita hoe maninona tsy misy mahalala toa hendry raha jerena nefa tena adala. |
Randria ka ny tsy manome ry koto no ratsy a! Ary tsy atao imason olona fa ilay fanampiana avy any ivelany tsy maintsy natao ankisasaka aloha |
Ny taonjato voalohany ka hatramin’ny faha xvi. Raha mbola vazimba no maro an’isa teto madagasikara dia vehivavy no nolazaina sy noheverina ho filoha neken-teny tamin’izany41. Rehefa nihamaro anefa ireo mpiavy avy amin’ny firenena maro toa an’i indônezia, arabo, afirika bantous , erôpa, sns dia lasa teraka amin’izay ny ... |
Ny anatra ampitaina eto dia fitaomana ny olona tsy hiraviravi-tanana na hiandry fanampiana avy any ivelany vao hanatanteraka asa iray. Ny fomba hampitana ny anatra dia fampitahana ny olombelona amin’ny vitsika ka ny fomba fiasan’ny vitsika eto no noraisina ho ohatra velona enti-mandresy lahatra 181. Manaraka izany ny f... |
Manombana ny lanjan’ireo fiheverana ireo eo amin’ny fiainam-piarahamonina; ny endrika isehoany |
Enti-mivolana ary anombanan’ny mpiteny ny ambaran’ny mpiteny mirehaka miaiky |
Pédagogie, dernière modification 20 01 2015, 09 02 2015 |
Maro ny zavatra ilaina amin’ny omby, raha ny tena marina aza dia tsy misy azo avela mihitsy ny mahakasika ny omby, ilaina avokoa ny rehetra momba azy. Ny hoditr’omby azo anaovana lamba firakotra izy io taloha iarovana amin’ny hatsiaka, anaovana satroka, sns. Ny taolany dia azo anaovana ranomena fanafody ny tandrony azo... |
Nankaiza ny olon-tety? Ako no sisa manoina. Fody no sisa mamaly. Aloka sisa antsoina ! Sorohitra mbamin ny domohina no zary tompon-tanàna. Nankaiza ny olon-tety ? Lasa tsy nisy tamàna. |
Toy izany koa no hita ao amin’ny vokatry ny fo340 nosoratan-drado ramaherison izay milaza ny fihetseham-po noho ny fitiavana. |
Injao ny sento sy alahelo fa mafonja, sy manjary be fitopa toy ny onja. O, ry volam-peno iny mba ahoana aiza re no misy lembalemba sy havoana? |
Saingy na dia soritra miventy fitaka aza no entiny matetika, dia tsy hampiforitra na hampibaboka ahy satria izao no tetika fianarana ny fiainana, fianarana mandrindra ny fitondrantena, lalana ny fiainana, lalana ikarohana ny tanjom-pandresena. Dingana ny fiainana, dingana itarafana ny mari-pivoarana. Sampanana ny fiain... |
Horontsona horotsondrotsona horontsonana |
Amin’ny fampandrosoana ny tantara koa ny mpandray anjara mpanampy. Mety ho maro izy io, na tokana na vitsivitsy. Ohatra andian’olona mpikomy na tokantrano iray na roa, mety andiam-biby, olona iray na biby iray, manampy ny mpandray anjara fototra izy mba hahatanteraka ny tanjona kendrena ao amin’ny tantara. Noho izany, ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.