text stringlengths 10 11k |
|---|
Ianareo no tena isaorana, fa nasesiky ny fitia sy ny hanina, ka tonga manome haja, manatitra ny hasina sy ny voninahitra. Porofo izany fa mahalala tsara ny fomba fanaon’ny razana ianao andriamatoa. Koa mahereza, aza ikelezana aina ny fanaovan-tsoa amin’ny fiaraha-monina. |
Maro tamin’ireo mpanakanto no voasariky ny zava-nanjo ny mpiara- belona taminy, ka nanakorisa ny peniny mba hanehoany ny fihetseham-pon’izy ireny. Hoy ny vetsovetso tsy tanan’i benjamin rakoto ao amin’ilay ton 67 123 mitondra ny lohateny hoe kalon’ny mpivahiny |
Mahaleo tena ireo vao mahaleo tena. Noho izany dia noraisina ho endrika mpisolo tena mahaleo tena ny fitambaran’izy roa araka izao raiki-pohy izao sady manome fanazavana momba ny ananana ny mpisolo tena milaza fananana no manome fanazavana momba ny tompon-javatra. Itovizan’ny teny swahili amin’ny teny malagasy ny firaf... |
Demander les effets secondaires ; à traiter si possible, apprécier leur efficacité si l’utilisatrice désire un enfant, le médecin l’aide à arrêter sa méthode. |
Amboaram-bokatra lehibe iray miavaka ny gazety. |
Ny fampitana azy |
Fanolorana ny sehatra sy ny lohahevitra maro ireo sehatra azo hirotsahana amin’ny fanatanterahana ny asa fikarohana. Ny sehatry ny literatiora no noraisinay hanatanterahana izany. Zava-kanto miavaka izy io. Hoy indrindra i siméon rajaona ny literatiora dia zava-kanto vita |
Ny fanabeazana hafa |
Fizarana faharoa |
Rahasamanandrina, prince chassé de manandriana, vint s’installer au nord de la matsiatra où il fonda le royaume de l’arindrano. Au 17è siècle, les français de fort dauphin montaient dans l’ arindrano pour acheter des b ufs. Au début du 19è siècle, l’arindrano éclata en 2 royaumes. Le premier, tsienimparihy, se soumit à... |
Fa ity no tena ady ny sain’ny reny tia, tsy mety fa miasa ny ho avinao ampitso, ny zavatra kinasa o! Mampanahy izao ihany sombinaiko afoiko ho anao ny aiko |
Fizarana i |
Fambolena sy fiompiana no foto-piveloman’ny mponina eny, ka anisan’ny misongadina indrindra amin’izany ny famokarana ronono. Samy mijoro ao ny fiangonana protestanta sy katôlika. Eo afovoan’io tanàna io ny fasan- drazany. |
Faharoa, ary ilay andrasana hamaritra ny teny faharoa no mamaritra ny teny voalohany 99. Tokony ho izao no endrik’io fehezanteny io eny marina, izany ramose patron-nao eto antananarivo izany hono no rainao anaka! Fa aiza izany ingahy ratefy ? Fa mbola manamafy izany fahamaikana hahita an-dratefy izany dia tonga hatrami... |
Taranja filz mlg ang fr l. V h. G s. V. T p. C mth e. P. S |
Ny antony hafa niteraka ny krizy teto amin’ny firenena hatramin’izay |
Ny lokom-pilazana mampianatra dia fomba fanehoan-kevitra ampiasaina amina lahateny izay mizara sy mampita fahalalana samihafa momba ny toe-javatra iray mba hahafahana manoro ny mpamaky amin’ny zavatra tsy hainy na koa mba hanitsiana azy amin’ny alalan’ny foto-kevitra na tsangan-kevitra iray ary fampitana fahalalana ara... |
Ny ety etiky dia mpisolo toerana hita maso sy voafaritra mazava, eo amin’ny toerana misy ny mpiteny ary manana fanehoan-javatra mivelatra. Na dia samy manondro ny toerana misy ny mpiteny aza ny ety sy ny etiky dia mitaky fampiasana fanondro ny etiky raha tsy voatery mitady izany ny ety. |
Nampiasain’ny mpanoratra izy ity mba hampisy endrika kokoa ny tononkalo ary hanamafisany ny hevitra tiany hambara. Tsy inona izany, fa ny toe-po sy ny fihetsiky ny vahoaka leon’ny toe-javatra iainana. |
Misy fetrany anefa ny asa vita tsy nalalinina betsaka ny lafiny fizahan-tany sy ireo harena voajanahary misy ao amin’ny faritra izay natokana ho an’ny sampam- pianarana hafa. Asa mbola azo trandrahina kosa ny fiantraikan’ny asa fampandrosoana amin’ny fotoana mampahaleo tena tanteraka ny mponina amin’ny fitantanana. Tsy... |
Li.1 i. , l t1!11 l , 1 f s u ’; t l ; f ifrlj, u l ! ’ ’iriq 1 fi 1 iiffihitlih i’1x i l i ! Rliffi1’ ; , n |
Ny ray aman-dreny |
Mbola mahakasika mivantana ny lahatsoratra ihany eto ny fanontaniana , ary miroso amin’ny fikarohana ny vontoatin-keviny atsidiky |
Voatokana ao talata volonondry mandehandeha ao talata volonondry nalain’i m. R. Tantely, ny 09 jolay 2014 nalain’i m. Tantely, ny 09 jolay 2014 |
Janoary 2014 |
Tardif j , pour un enseignement stratégique, editions logique. Collection théorie et 1992 pratique de l’enseignement. 474 tak |
Les événements du récit peuvent se classer en deux types fondamentaux qui se développent selon les séquences suivantes processus d’amélioration ? Amélioration obtenue amélioration à obtenir ? Pas de processus d’amélioration amélioration non obtenue |
Injany kalom-borona mpiverina isan-taona |
Ankilany raha misy; ny ôlobe na ilay antsoina hoe filohan ny ampahikely sy ny mpiambin- jiny mpitondra teny any amin ireo razana, hilazalaza ireo sandrin ny fehitry sy ny fady, avy amin ny andaniny sy ny ankilany. |
Resultats des enquetes dans l’ong salfa |
Hojerena manaraka kosa ary ny kaoperativa sy ny fampandrosoana. |
Misento, dia miteny irery ’ tiako ise, tiako be! 10-tiako ireto zanatsika, vetivety dia efa he! Toa neniko ny fahazazany tsy niaraha- nilalao, |
Fahatelo, amin’ity fikarohana izay ataoko ity dia tsy dia ilaina loatra ny firotsahana an-tsehatra; noho izany, manamora kokoa ny asa. Izany akory tsy midika hoe mitady tany malemy hanorenam-pangady fa ny saina sy ny atidoha indray eto no tena miasa mafy. |
Rakotonaivo f. |
Centrale hydroélectrique tsiazompaniry |
Fikambanan’ny fivondronamben’ny eveka eto madagasikara f. F. E. M |
Olona efa maty eto no iresahany. Araka ny fantatra moa, dia efa maty ny rainy sy ny vadiny. Toa tsy mino izy fa ilay olona nofo sy ra nifanerasera taminy dia zary nofy sisa, ary tsy afaka hiverina intsony amin’ilay endrika nahitany azy. Miresaka amin’izy ireo izy na dia fantany aza fa tsy hisy setriny akory ny resaka a... |
Olona ity izy-niteny |
Mafy loatra ny fisarahana toa sarotra ny hionona tsy afaka hankaiza anefa f’ety an-tanin-janak’olona. |
Amin ny fandinihana fiarahamonina, dia zava-dehibe ny fahafantarana ny toerana satria io no sehatra hamakafakana ny lohahevitra. Anisan ny antony voalohany manosika ny mpikaroka hijery manokana ny toerana ny fahafantarana fa avy amin izany no ahalalana momba ny mponina sy ny sehatra misy azy toy ny lafiny jeôgrafia, ma... |
Isan’ny faritra tena ahitana ny famadihana ihany koa i faratsiho. Fomba fanao hatry ny ela nefa tsy mbola foana izy io ankehitriny misy aza vao mainka mampiroborobo izany amin’ny alalan’ny fandaniana isankarazany. Fotoam-be mihitsy ny an’ny mpianakavy amin’io ary dia misy aza ny manasa olona marobe arakaraka ny fari-pi... |
Fohazy ny saina, rankizy malala, fa tonga ny andro hisandratanareo, fafao e ! Ny laina ka aoka hiala, fongory ny ditra satria mankaleo. |
Filalaovana amin’ny ohabolana épanorthose euphémisme métaphore |
Vokatry ny ezaka nataon’ireo mainty hoditra, dia azon’izy ireo ny fandresena nifindra teny an-tanany ny fitaovam-piadiana tany amin’ireo fotsy hoditra. Taratry ny fifandanjan-kery teo amin’izy ireo izany. |
Sary 9 ny lycée d’enseignement général anjozorobe, 2015 loharano ny mpikaroka manana karazana trano sekoly somary fohy sy kely tahaka io aseho amin’io sary 9 io ihany koa ny l. A, kanefa na kely aza izy ireo dia antonona tsara ny isan’ny mpianatra mianatra ao amin’ny, ohatra sahaza ny mpianatra miisa 40 lisea fotsiny n... |
Ohatra 2 soameva manohy mitaraina bazy andao aty fa tsy eo no mody manangan-torana eo ianao e! Ntss! Zany ny aina ka te hanao amiko eo? ! Misy zavatra taritina , dia adoboka ao , ao misaintsaina ny vava havoaka amiko amin ny sisa! Manidy varavarana amin’ny laclé soameva mikiaka miantso vonjy mikapoka varavarana bazy mi... |
Eo afovoany mena ranoiray mitsipika mainty no loko tazana eo, manasaraka ny avy aty aloha sy ny avy aty aoriana. Ny lohatenin’ny boky no tazana eo. Toy izao izany 69- |
Ny teniny mantsy fony izany vao tany tenim-pitiavana sitrako loatra ny tiako no teniny ka tena mamy ny foko avy koa no tonga sendaotra |
Ran e 1989 |
Ny hasina, fahefana amam- 4 |
Fitenenana. Izany no miseho, ohatra, rehefa manontany raha mitovy fiteny ampiasaina ny mpifampiresaka16 mitovy ve ny tiantsika holaizaina amin ny hoe demôkrasia ? Ato amin’ny sangy mahery, dia izao no fanontaniana nataon-dravalo tamin-dranivoaly ao amin’ny fizarana 1-fisehoana x tak. 40 ka inona amin izany àry anaka no... |
Masoandro mody ka misoko, ny fiainantsika isan-toko; mitraka ihany fa hanjoko ka mba tandremo re ry foko! |
Azon’ny kaominina atao ihany koa ny mandray an-tanana ny fanondranana ireo vato ao an-toerana. Raha manana fidiram-bola ampy ny kaominina dia tsy hikasika ny volan’ny fizahantany intsony amin’ny fandaniana ao amin’ny kaominina. Atokana amin’ny fikarakarana ny toeram-pizahantany sisa ny saram-pidirana aloan’ny mpitsidik... |
Eo an-dohan-teny, betsaka lavitra ny isan’ny voanteny iasan’ny fifamaliana g h noho ny voanteny isan’ny fifamaliana g g, tsy tahaka ny hita amin’ny ankabeazan’ny fifamalian’ny feon-teny mifamaly amin’ny tenany eo amin’ny teny roa tonta. |
Les professions dans la fonction publique |
Ny reny ilay lazain’ny malagasy hoe kitapo nifonosana maro amin’ireo mpanan-talenta no mikalo ny hasarobidin’ny fitiavana ao amin’ny reny. Nitondra ny anjara birikiny ihany koa i haingo amin’ny fanandratana ny fitiavana lalina sy marim- pototra ao aminy. Hita izany ao amin’ny tononkalo ineny |
Ny fitiavana nomeko dia madio tsy misy tsiny |
Sisa sisasisa manisasisa manisanisa 585 sisika sisitsisika manisitsisika manisinisika 586 sintaka sitatsitaka manitatsitaka |
Anisany nanohina ny fon’ity mpanoratra ity, ka niteraka ny aingam-panahiny ihany koa, ny fifampikasohany tamin’ireo olona sahirana sy mahantra tany amin’ny toeram-pitsaboana niasany. Ny fahitany ny fangirifirian’ny nofo misaraka amin’ny aina, dia tena nahavelom-panontaniana azy mihitsy, ka nahatonga azy hamoaka asa sor... |
Tsy lasana milefa, |
Tsy fisaka ny marina fa saina mody adala minia tsy mahalala no lomorin’arina! |
Ny akanjo sy laoka tsy tiako! Ny ba koa fafako hatrany! Ny tiako, raha tonga ny fetiko, dia saribakoly ihany |
Miala any, miala any ! ’’pimp-pimp’’. Tonga soa e ! Izany hoe noraisinay ho toy ny dia lavitra tamin’ny fiarakodia ny fanatontosana ity asa fikarohana ity. Tonga soa izahay ankehitriny. Ary koa satria tonga soa izahay, dia mamelà anay ianareo hisaotra eram-po eran- tsaina ny jiron’ny fiara, izay nitsilo ny dianay nandr... |
Fodilahy menavolo voro-mena fandia, na maro aza ny lava volo, ianao ihany no foto-dia. |
Objectifs rédigés correctement. |
Sary 09 ankizivavy mpivarotra amoron-dalana |
Mihira ny vorona zatra kamory, izay alahelo tsy fantany akory, fa nony midona ilay andro mahory, matetika ireny no tsy mba matory! |
Ka jamba tsy mahita ’ty rofy ’zay mandringana hanapitra tarangana ny mety ho fisian’ny longo mitofezaka! |
Ao amin’ny 13 ohatra, dia hafa ny fisehon’ny ompa. Karazana fandrarana amin’ny asa izay efa nihatra no hita eto. Ny mariky ny filazam-potoana ankehitriny m- eto dia tsy manambara ny ankehitriny intsony satria ny filaza mandidy dia miaraka amin’ny ankehitriny. Ny asa efa nihatra no nahatonga ny hatezerana ka niteraka ny... |
Omby marihina manokana amin’ny fanosorana tany ravo ny lohany lohan’ny filohana omby izany fahamboniany izany amin’ny fanaovana afana omby ary tsy tany amin’ireo faritra nanompanana ny asa fikarohana ireo ihany, fa saika manerana ny nosy, ny fanononana ny anaran’ny omby, dia ialohavan’ny mpanoritra anaran-tsamirery toy... |
Valo kosa manampy ireo andininy 38 ao amin ny statut dinan i melaky tsy mimpoly , izay mampiavaka ny dina tsy mimpoly distrika fenoarivobe 26. Raha fehezina ireo andininy valo manavaka ny dina tsy mimpoly distrika fenoarivobe dia manazava ny fomba fanendrena sy ny fanoloana ireo kômity mpanatanteraka ny dina sy ny fahe... |
Ny baiboly, op. Cit, genesisy 27 28 |
Ireo mari-pankasitrahana azon-drabenja solomon teo amin’ny sehatry ny kanto |
Hanky! Vao mainka taitra ny vazimban-drangahy. Niampanampana eran’ny efitra nitady izay azo ivelesana an-janany izy, fa tsy nahita horaisina, ka zary tafavoaka ny varavarana, dia ireo ankizy nanembantsembana ny lalany teo no nododosiny hikaroka firitsoka ity misy, hoy i karetsaka nanolotra ny karavasin’ombiny. |
Reuter y introduction à l’analyse du roman. Bordas. Paris. |
Isan andro isan andro, sy iaraha-mizaha. 5- ny aizina mantsy dia lasa tsy hita 20 ny rivo-mitsoka malefaka ho aho |
Ambarany fa io toerana niandohana io, dia hiafarana koa. Nahalatsahan’ny tavony, ary mbola hiafarana h. A, fiz i araka izany ambarany momba ny atao hoe tanindrazana izany, dia taratra ao amin’ny asa sorany tokoa ny fitiavana azy, ny soa azo avy aminy, ary ny tokony hatao aminy. Nitolona ho an’io tanindrazana io i di b-... |
Fetra fèrana rehefa tovanana -ana dia miova ny renifeo eo aorian ny tsindry fètra ferana feperana. Ampitovin ny mpiteny amin ny fototeny mitsaikona izy eto ka sady ovainy ny renifeo manomboka no alatsany ny vanin-teny -tra |
Ny fifanotronana amin’ny ankapobeny, dia mifanotrona sy mifanohana na an-kasoavana na an- karatsiana, na eo amin’ny izy samy izy na eo amin’ny mpiavy ireo mponina. Notanterahin’izy ireo mihitsy ilay oha-pitenenana manao hoe raha revom-potaka, rano no manila; raha revon-teny, vava no manala; raha revon’alahelo, ny havan... |
Faritra zone sekolim-panjakana vola azon’ny mpianatra tsirairay sekoly tsy miankina vola azon’ny mpianatra tsirairay 0 3200 2000 1 3400 2200 2 3500 2300 3 3700 2500 loharano men, toro-lalana ho an’ny taom-pianarana 2008-2009 |
Novonoiny i felana ka nitsoaka ny tokantranony |
Tsy firindran’ny famindra miaraka milaika mora minitra vitsy fa tsy ora no niteraka hasambarana tany anatintsika tany, sanatria tsy izany! Moa ny an’ny tana-milina tsy efa tena fanaperana raha’firindra no hasambarana? |
Fampifamatorana ny hevitra rehetra tranga iray no nivoahan’ny hevitra rehetra ; misy ifandraisany ireo noho izany. Ampifamatorina amin’ny fahalalana siantifika voaranto sy fantatra nandritra ny fikarohana natao ny fanomezan-danja azy ireny. |
Mbola tsy izany velively ry dada! Raha toa anie ny fanaon’ny tovovavy ankehitriny no arahina dia efa nataoko mangingina tany io fanalana io zaza io, amin’izay tsy fantatrareo akory ny zavatra nitranga tamiko. Ravao ary fomba amam-panaontsika antaon-dry aiza? Mino marimarina aho fa tsy fantatr’indry akory izao fa voarar... |
Jean germain rajoelison, a madagascar, relevons le défi face à la pauvreté, institut catholique de madagascar, ambatoroka antananarivo, 2009, p 54 la responsabilité de l’éducation concernant les défis à relever face à la pauvreté. |
Mailto info aide-et-action. Org on identifie les différents types d’exploitation des enfants info aide-et-action. Org, 23 aprily 2012, communication jaga. Afrique-gouvernance. Net docs kana, |
Raha atao indray mijery ny fiantraikan’ny zava-nisy teo amin’ny lafiny rehetra nandritra ny vanim-potoana 1922-1929, dia tsapa fa nampitondra takaitra ny vahoaka malagasy ny mpanjanatany, ary fangirifiriana tsy roa aman- tany no niainany. Ny fiantraikan’ny zava-nisy teo anelanelan’ny taona 1929- 1939 indray no hohadiha... |
Ireto misy fomba roa azo atao mba hitadidiana ireny voambolana vaovao ireny fepetra voalohany fandaminana ny fitohizanrny voambolana hotadidiana113. Mitana andraikitra lehibe eto ireny karazana mpampitohy ireny. Satria ny mpampitohy na ireo teny fitaovana no mampisy dikany sy fifandraisana eo aminrny voambolana na fehe... |
Ce moment là, tu étais à moi et moi, j’étais à toi plus rien n’existait rien sauf nous deux en train d’apprécier ce doux et beau baiser. |
Ny lahatsoratra nanaovana famerenan-desona |
Mama mutuelle d’assurance malagasy |
Lafin-javatra telo, hoy ny mpandinika sasany, no maha firenena ny firenena ny fananany teny, ny fananany tantara ka ao anatin’izany ny fisian’ireo olomanga, ary ny fananany fomba amam-panao mampiavaka azy amin’ny hafa. Mila harovana ihany koa araka izany ity farany raha tiana ny hijoroan’ny firenena. Tsinjo izany ao am... |
Ireo sekoly ambaratonga fototra sy faharoa fototra tsy miankina amin’ny fanjakana ao an-toerana, ary 5 kosa ireo sekoly ambaratonga ambony tsy miankina16. 112- fampahafantarana an’ambohipo toerana iray misokatra amin’ny malagasy rehetra ambohipo. Saika mahafantatra azy ny olom-pirenena mivezivezy manerana an’i madagasi... |
Tsanga-kevitra |
Le voreux, une bête étrange |
Développement au masculin féminin le genre, outil d’un nouveau concept, l’harmattan, paris. 184p. |
Car ces grâces des indulgences ne s’appliquent qu’aux peines de la satisfaction sacramentelle établies par les hommes. |
Nony maty i justin rajoro ny taona 1949, tsy nijanona akory ny tropy telonohorefy. Ravao vadiny indray no nitarika azy. Tao amin’io tropy tamin’ny endriny vaovao io no niandohan’i gabhy nanao teatra, ary nahatonga azy hamelona ny hiran-drajoro taty aoriana, rehefa tsy nisy intsony ny tropy telonohorefy. Araka izany, di... |
Hery lehibe miantoka ny fahombiazan’ny fampianarana ny fisian’ny fitsipi- pifehezana. Ho an’ny ltp alarobia dia misy ny fitsipika mifehy ireo tompon’andraikitra ary misy koa ny ho an’ny mpianatra. |
Tanjona amin ity asa ity ny hanoreanana indray ao am- pon ny olona fa ny kolontsaina no mampiavaka ny malagasy ary isan ny fomba iray mahomby amin ny fanefena ny maha olona indrindra fa ny ankizy sy ny tanora ka mila arovana mba ho fantary ny taranaka. Eo amin ny kolontsaina enti- manabe ny olona indrindra fa ny tanora... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.