text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny teboka telo maneho hevitra, na fihetseham-po tsy voaboraka ny teboka telo. Tsara ny manamarika fa ity no mari-piatoana namapiasain’ny mpanoratra imbetsaka indrindra tao amin’ny tononkalony. Mahatratra dimy amby efapolo amby zato 145 ny isany ao anatin’ny tononkalo iraika amby dimampolo 51 ireto no laharan’izany tono... |
Vola mitomany andray re ry haimah ô! Ianao ve no nahavita izany? Efa tsy maninona ve io tananao io? Haimah tsy maninona. Eny ry nenitoa, noho ny ratra lalina tato anatiko. Fa izao no tiako ho tenenina amin’i nenitoa. Mifona aho! Mitomany vola eny e mamela anao aho! |
Ny lanjan’ny fanafanana omby eo amin’ny seha-pambolena. |
Ny marina efa nekeny |
Raha ny isan’ny tantsaha mandray anjara amin’ny fanaovana ny voly rakotra kosa no jerena dia ny tantsaha any amin’ny faritra atsimo atsinanana no mavitrika indrindra, mahatratra 1302 izy ireo, manaraka azy ny faritra alaotra izay ahitana tantsaha miisa 1269, vitsy indrindra kosa ny tantsaha mpikambana ao amin’ny faritr... |
Ny gazetin’ny fiangonana sy ny misiona protestanta |
Siméon rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit. Page 70 ohatra faha 11 218 ny hoe àty dia milaza toerana tsy hita maso nefa misy ny mpiteny. |
Mivondrona ao anatin’ny antsoin’izy ireo hoe ekipa ny mpikambana. Ny ekipa iray, dia ahitana mpikambana tsy mihoatry ny folo. Dimy amby roapolo ekipa eo ho eo no misy ao amin’ny ftmv ankehitriny. Maro ny tombontsoa azon ’ny mpikambana mivondrona ao anatin’ny fikambanana toy itony, araka ny efa nambara tany amin’ny fiza... |
Fahalalana ampitaina dia tokony hazava sy mahitsy, tsy miolakolaka, na ahitana taratra fisalasalana. Izany no atao, dia mba tsy hampiroaroa saina ny iant efan’ny hafatra dia ireo mpianatra izany. Tokony hazava tsara, araka izany, ny zavatra atao. Ohatra fanazavana ve no atao? Sa famaritana? Sa fanontaniana? Sa lesona? ... |
Razafiarimanana lovasoa a |
Sary8 fianakaviana mihomankomana hody satria efa vita ny fiandrasam-paty |
Présenté par andrianaivo sendramalala lovasoa suzy |
Hono ianao manganohano |
Ity vanim-potoana ity ilay antsoin’ny mpandinika hoe vanim-potoana mitady ny very teto no nanehoan’ireo avara-pianarana tamin’ny mpanjanatany ny maha malagasy ny malagasy eo amin’ny lafiny rehetra, mba hanaporofoana fa firenena i madagasiakara, ka mendrika ny hahazo fahaleovantena. Tsy latsa-danja amin’izany ny teo ami... |
Eo anivon’izao tontolo izao tsy hay tohaina ny fihazakazaka sy ny firoborobon’ny fandrosoana amin’izao vaninandro izao. Toy ny rivotra mitsoka sy iainana andavanandro ny fihanaky ny fanatontoloana amin’ny endriny samihafa. Ilaina mandrakariva anefa ny fitandremana amin’ny zava-miseho rehetra. Tsy lavina be avy hatrany ... |
Hita ao amin’ny a. P izany hevitra izany tsy fireharehana ny eto an-tany fa fandalovana. Zavona tsy azo raisin-tanana ny fizahozahoana a. P 119 |
Ny andraikitr’i arni manoloana ny mpitondra tsy maintsy mampahafantatra ny zava-misy tsapany sy hitany amin’ny fitondrana ny mpitolona. Ny fahombiazana tsy mahataitra azy. Raha misy kosa ny tsy mety eo anivon’ny fomba fitondrana, dia tsy maintsy mitsikera ity farany. Ny atao hoe mitsikera dia milazalaza izay rehetra mi... |
Fomba fampitana ny fahalalana nampianarina tao amin’ny 2g3 mihoatra ny fandaharam-pianarana, ny mason-tsivana sy ny torolalana ofisialy, tsy maintsy atao an-tsaina fa atao ao an-dakilasy ny fampianarana, noho izany ny fepetra hanarahan’ny mpampianatra ny fandaharam-pianarana sy ny torolalana pedagojika ary koa ny fampi... |
Manohy avy hatrany ny lesona mamerina mamaky ny lahatsoratra avy eo manondro mpianatra hanao izany |
Fampiasana teny savily amin’ny lafiny endrika matetika no ahitana ny teny savily, kanefa manana ny heviny sy ny dikany koa izy ireny 219. Mandrafitra ny maha fehezanteny ny fehezanteny ny teny savily. Misy ny teny savily fampitohizana, ary misy ny teny savily fampiankinana. Samy mampifandray ny zavatra na ny toe-javatr... |
Lisitry ny sary sary 1 rabenja solomon i sary2 rabenja solomon mivady, androm-pahalebiazana 8a sary 3 rabenja solomon sy ny zanany mianadahy 8b sary 4 rabenja solomon mivady sy ny zafikeliny 8d sary 5 rabenja solomon sy ny fianakaviany 8e sary 6 rabenja solomon sy ireo mpikambana niaraka taminy tao amin’ny ffkm 1966- 1... |
Rojo tena adala ity indry, fa angaha tsy olona ny kaomôriana, ary na hiodina havia indr? Na hiodina havanana dia kaomôrianina foana ny raindr? Haimah injay fa maneno ny fanairana. |
Ny firenena mikambana sy ireo birao iraisam-pirenena hafa taorian’ilay fanonganam- panjakana tamin’ny volana martsa, dia samy nanakiana mafy ny fitondran-dravalomanana sy ny mpifehy ny fitondrana ny onu sy ireo sampanasa iraisam-pirenena hafa noho ny |
Miezaka ny mpanoratra eto hampifanaraka ny toe-javatra tantaraina amin’ny fotoana itantarana. Ny hitohizan’ny hevitra sy ny hifandrohizan’ny toe-javatra |
Ho an’ny olom-boafidy |
Na dia midadasika araka izay voalaza teo ambony aza ny velaran-tany dia zava-poana izany raha ratsy ny toe-tany. Ny vohon-tany ao amin’ny faritra melaky no mitambatra manome ny endrika ny vohon-tany ao amin’ny distrikan’ambatomainty amin’ny ankapobeny, nefa na dia izany aza dia manana ny mampiavaka azy ihany ny vohon-t... |
Tsy ny vehivavy ihany anefa no mila mitandrina, fa ny lehilahy sy ny ray aman-dreny, ary ny mpiara-monina rehetra mihitsy. Misy valiny avokoa mantsy ny atao rehetra , na ny soa, na ny ratsy ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Voamarina ara- piarahamonina izany. |
Araka ny voalaza tamin’ny horonan-tsary momba ny tsangan-tsaina tany ambatoharanana- antsiranana tamin’ny 1981 |
Prats yves le développement communautaire à 1972 madagascar, librairie générale de jurisprudence paris, 414 pages |
Ka ny vavaka iriny henoy fa lavitra akany, ombao izay ataony mba tsy hisy tsiny dia mba topazo maso ireo hava-tiany lava kosa ny andn 2 noho izy vontoatin’ ny vavaka . |
Noheveriko haitraitra kanjo indrisy fa tsy laitra ny handrava ny fisiany nony tapitra ny diany fa namela ratra fery ’lay fitopin’ny fijery lasalasa tsy voatana nahatonga antsika ho ana anivon’ny fitia mafana |
Asa fikarohana |
Amadea association de développement de l’enfant et de l’agriculture |
Nodimandry ilay andefimandriny, dia tsy niraviravy tanana izy. Nanao sy nampiasa ny fomba rehetra noheveriny fa hahasoa ireo naterany izy tamin’izany. Nampihariny avokoa na ny fibedesana, raha tsy nety ny nataon’izy ireo, na ny fikapohana. Tsy halozana akory no nanaovany ireny rehetra ireny, fa mariky ny fitiavana avok... |
Hahafantatra ny zo ananany sy ny andraikitra tokony hosahaniny. Ny fahatsapana na fandraisana andraikitra |
Taona âge 16 2. Lehilahy vehivavy 3. Toerana niaviana mahajanga 4. Fonenana lot ii u 1 ampahibe 5. Olona iaraha-mipetraka irery |
Nandritra izany fo toana izany ! . |
Ny zava-kendrena |
Ary ambonin’izany, dia mba ho lahatsoratra manandratra ny teny malagasy, manome lanja azy araka ny tenin’ i nalisoa ravalitera 116 tiany holazaina amin’izany ny hoe mba ho teny malagasy madio no ho ao, ary mba ho hita ao, araka izany, ireo teny sy fomba fiteny tranainy maneho ny kolontsaina malagasy. Mahafaly ny mpiana... |
Amin’ny alalan’ny taratasy izay soratany matetika ho an-dramavo; eo ihany koa ny fitantarana mivantana nataony teny amin’ny toeram-pitsaboana azy. Miandany loatra any amin’ny mpandray anjara fototra anefa ny mpitantara, hany ka tsy maharaka firy ny fiainan’ny mpandray anjara mpanampy. Ohatra 1 koa ataoko izay hahalalan... |
Rakibolana malagasy, ambozontany, fianarantsoa, 1061 t |
Ity lahatsoratra ity koa dia azo raisina ho modely amin’ny fananganana lahatsoratra manoritsoritra enti-mampahalala zavamaniry. Ambonin’izany, ahatarafana ny fahaizan’ny malagasy mandinika sy manodina ny manodidina azy hoenti-manasoa ny fiainany. Tsy azo hadinoina, fa tsy mbola nahalala izany siansa izany ny malagasy f... |
Wellek sy i warren dia manambara fa ny fanomezana anarana azy no ahazoana manavaka ny olona iray amin’ny hafa 30 noezahin’i faralahy ny hanome heviny ny anaran’ireo mpandray anjara nofinidiny fa tsy nataotaony foana akory. |
Ny tanjon’ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny ambaratonga fahatelo amin’ny ankapobeny, dia tsy mitovy ny tanjona tiana hotratrarin’ny mpianatra isaky ny ambaratonga. Manana tanjona manokana amin’izany ny aty amin’ny lycée. Ireto no anisany andrasana amin’ny mpianatra nahavita ny ambaratonga fahatelo manana s... |
Sary 19 ny peta-drindrina nataon’ny mpanazava manehoana ny fitakiana ny fitovian-jo |
Ny tianay hasongadina dia izao; tonga mandady rariny ny amin’izay ho taolan- tehezana. Ho faly sy mirana izahay, tompoko, satria zava-dehibe amintsika ny fanambadiana, ka rehefa tonga eo amin’ny fahanterana, ny zokiolona, dia ny vinanto, hono, no andry iankinana, hamana rano rehefa tsy salama, moa hitoto vary raha send... |
Joseph rakotonirainy, ny tsaran’ny razantsika, tak. 22 |
A, ny aina , tak.29, and 1 3 |
Frédéric randriamamonjy, tantaran’i madagasikara 1895 2002, tpflm, antananarivo 2006, tak 297 154frédéric randriamamonjy, tantaran’i madagasikara 1895 2002, tpflm, antananarivo 2006, tak 303 155frédéric randriamamonjy, op. Cit. , tak 299 |
Fivondronan’ny eokaristian’ny tanora 23 ankizilahy manampy ny pretra amin’ny fananterahana ny sorona masina, indrindra eo amin’ny fanamasinana |
Ny fomba nanatanterahana ny asa |
Fomba filazan-javatra ampifanatrehana, anaty fehezan-teny na andian-teny tokana, ny oharina sy ny anoharana, ka tsy asiana kian-teny enti-manohatra 213, ny fanovana endri-javatra. Roa karazana ny fanovana endri-javatra nampiasain’i niry- solosoa ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny an... |
Hiainga isika ry fanantenana ! Nous irons tous deux, ensemble, ô espérance ! Hiara-handia ny vohon’ny tany ! Nous irons par les monts, les vallées et les prés ka na mora na sarotra, hifampitantana, en nous prenant la main, quelle que soit la mouvance hiara-mitsiky sy hiombon-tomany nous chanterons ensemble ou ensemble ... |
Amin’ny fiarahamonina |
Maneho izany ity resak’i holy sy i hasina ao amin’ny tantara lalina ity nofy |
Kilasy faharoa mariho x izay valiny mifanandrify aminao ary valio araka ny tokony ho izy ny fanontaniana |
La littérature populaire, |
Ny firotsahana an-tsehatra |
Approche historique |
Ii-2-5-2-3 famadihana et relations sociales les formes de relations sociales occasionnées par cette manifestation ne se limitent pas seulement aux rapports d’organisation du travail et de la participation au plan politique. Certaines d’entre elles s’inscrivent aussi dans l’espace global de la vie sociale comme le hira ... |
Le bory hatoka ty! |
Endrika iray ampiasana amin’ny ozona koa ny fanozonana ny fiainan’ilay olona na ny zavatra ataony tsy hanjary na koa irina ho avy any amin’ny afo be izy aorian’ny fahafatesana fa izany no zavatra noheverina fa ratsy ka irina ho an’ilay olona ozonina; ny ratsy ataon’ny olona koa dia ozonina hivaly aminy na ho azy sy ny ... |
Andriamalala , fanagasiana , tak .46 |
Azo ambara fa tanora ny mponina ao an-toerana satria mahatratra 61 ny latsaky ny 20 taona ao. Maro an’isa kokoa ny vehivavy ao izay ny 51 n’ny mponina raha 49 no lehilahy. Tsy mahagaga izany satria ny vehivavy no mateza kokoa eo amin’ny fahavelomana raha miolotra amin’ny lehilahy. Ho an’i madagasikara27 dia 65 taona ny... |
Chapitre v résultats et analyse centrés sur la gestion scolaire et la communauté |
Ny fitia raha vao tsy mifamaly maha-fohy fisainana hono. Ilay toky natao ho voangaly nanjary indray tevan-kamono. |
Tovo tena koh! ! Mamely totohondry |
Sary pika 3 sarobidy, emile, vincent, isan ireo zatovolahy taizan aretina mianatra mozika.51 sary pika 4 ireo zatovolahy taizan aretina mianatra hosodoko 52 sary pika 5 1 frera paoly sy ny fanehoam-pitiavana eo afovoan ny tanora 59 |
Ndrisy ! Fo manaintaina no tavela nialany, foto-kazo noratraina, afa-drantsana toimany ! ’zany reny, ô ! Tsy tratra ny halalim-pahorianay. 20 tsy hanody anie ny ratra sy ny ngidy ihafiany ! |
Manjakamiadana |
Finaritra aho r’ise! |
Mianatra manara-maso 21h mandeha matory |
Cause de ses yeux et son cri étrange qui évoque le hurlement d’un être humain en effet, l’indri indri est surtout connu pour ses prouesses vocales envoutantes hurlements ? Sirène ? Personne ne sait vraiment. Mais le charme opère. La réserve spéciale à ne pas confondre avec le parc , en compte environ huit cents. Pour l... |
Ny fanabeazana kristianina araka ny ahitana azy ao amin’ny hira zafindraony ao amin’ny disitrikan’i fandriana |
Etude ang etude 8 9 frs frs hg ang hg 9 10 ang frs hg svt hg 10 11 ang maths pc svt maths 11 12 etude maths pc maths maths |
Fivarotra ny marina fivarotra ny zo fivarotra ny hitsy fivarotra daholo izao rehetra izao mifohaza re ry ntaolo haneho ny toetranao. |
Ziva, havana 39 |
Ef raharimanga ms raveloarimanana, rakoto ratsimamanga albert, ny malagasin’ny taon-jato faha-xx, ny androko vonifanja , imprimérie mamy, ambondrona, antananarivo 2000 20 s rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny sy ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan-javatra 21 ch rajoelisolo, fary mamy kilasy famaranana, |
Ovay ny fombanao, ny ranomaso koa fafao hotazaniko tsotra izao mba manao ahoana lahy ilay hasolonao ahy ? |
Amiko voahirana |
Fandomana ny sainy mba handinika sy ny hamakafaka ireo antontan-kevitra samihafa aroson’ny mpiteny izay manohitra sy na manohana ny zavatra resahin’ny mpiteny mba hahafahany mandray fanapahan-kevitra hankat na hitsipaka ny hevitra harovan’ny mpiteny arakaraka ny safidiny. |
Ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina |
Mandrakariva, dia mipetraka aorian’ny anarana faritany ny mpanondro. Ohatra mtoto huyu; mtoto yule ; watoto hawa; watoto wale zaza ity zaza io zaza ireto zaza ireo ity zaza ity io zaza io ireto zaza ireto ireo zaza ireo |
Dikanteny nampiasaina |
Ny sekoly miankina amin’ny fanjakana |
Anisan’ny zava-dehibe eo amin’ny fahaiza-mampita hafatra ny fahaizana miteny, satria zavatra maro no miditra an-tsehatra amin’izany. Miankina amin’ny safidin’ilay mpiteny sy ny famolavolany ny hafatra ihany koa anefa izany, ka raha am-bava no nosafidiany hampitana ny hafatra dia tsy maintsy fahaiza-mampita hafatra am-b... |
Dubois h-m , monographie des betsileo, institut d’ethnologie, musée de l’homme, palais de chaillot, place du trocadéro, paris, 1938, tak 61 le betsileo commence à 50 km environ au sud d’antsirabe et se termine à ambalavao. Le méridien d’ambatofinandrahana le limite à l’ouest et la lisière de la forêt à l’est |
Olo-mahantra |
Vohitra vohibohitra mamohibohitra mamoimoitra 790 voy voivoy mamoivoy mamoimoy 791 vokatra vokabokatra mamokabokatra mamokamokatra 792 vokaiky vokaikikaiky mamokaikikàiky |
Rakotonaivo f ny diam-penin’ny avana ramanantoanina 1891-1940. Ambozontany. Fianarantsoa. 1993. 266 tak. |
Miezaka mambabo ny fo aman-tsain’ny mpihaino ny mpiventy ao amin’ny sasin-teny omeny fahafinaretana ny maso sy ny sofina 94. Ny filalaovana amin’ny fomba filazan-javatra no hahatanteraka izany. Lafin-javatra roa no asongadin’ny mpiventy ny fanairana ny mpihaino sy ny fanolorana ireo tarika mpifanandrina. |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N. |
Ny vontoatiny tahaka ny hita tao amin ny rehitra hambom-po dia ny firafitry ny tantara amin ny ankapobeny sy ny famintinana ny tantara no horesahina ato amin ity toko manaraka ity. |
Randriamisaina philbert |
Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezia. F. M. A, faravohitra, antananarivo. Zava-kanto vita amin’ny teny. Editions ambozontany, antananarivo takelaka notsongaina i. Ambozontany fianarantsoa lovako t 10. Edisiona ambozontany analamahitsy, antananarivo.248p. Amboaram-pahatsiarovana ny avana ramanantoanina. Université... |
Mahasahana ny mpamaky rehetatra ve ny asa soratry ny sandratra? |
Hafa, mba hahatonga azy hahay hifandray araka ny tokony ho izy amin’ny vondron’ny mpiara-belona aminy 116 fampiharana ireo voalaza ireo ny s. M. Noho izany, mila mandalina sy mikendry an’ireo mba ho tafiditra any anaty tantara ireo. Tsy mandeha an-jambany fotsiny araka izany eo am-pamolavolana s. Iray fa atao lafika ir... |
Abokabon-kena natao kitoza, mihena an-toerana tahaka ny fen’antitra. |
Mpikaroka maro avy amin’ireo firenena azo lazaina fa efa lasa lavitra amin’ny sehatry ny fampianarana france, canada, belgique sns. , no resy lahatra fa ny fandaharam-pianarana mahomby dia izay mampitodika ny mpianatra any amin’ny fiarahamonina hovantaniny aorian’ny fahavitany ny fianarana. Heverinay fa manakaiky izany... |
Fampitoviana ny tsinjara toeran’ny lehilahy sy ny vehivavy tsy vitan’olom-bitsy ny asa fitoriana ny tenin’andriamanitra fa ifandrombonan’olo-maro. Azo lazaina izany fa toe-javatra efa niainan’ny fiangonana tany aloha ihany no andrisihan’ny kônsily ny fiangonana ankehitriny. Noho izany dia samy mandray anjara ny lehilah... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.