text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny fitaterana simbana sy izay an’ny fanjakana tsy misy iray miraharaha na ny fananan’ireo havan’ ny mpitondra izay mitavana tanaty 50 taona fandravana foana foana sy fandikana ny lalàna na io manam-pahefana na vahoaka tsisy marina fa boites aux lettres angalarina ny tetezana navarina seza vato noravana |
Kanjo nony kelikely, indro ny tsy fankatoavana, misy moa te-hanan-drery ka tsy hanana ny- havana indro, i lita naka an-kery ny an’i fara teny an-tanany ; izy no te-hanan-droa ka ny an’olona no foanany, 15 lasa i fara nitomany, nitaraina tamin-dreniny, dia nampanalaina i lita ka izao no valin-teniny fara anie mbola kely... |
Ny tarakevitry ny fahafatesana araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkalon’i eliza freda sy i samuel ratany boky ii |
Rajohary, ny avana ramanantoanina, fandrosoam-baovao, 19 martsa 1940 28 r. R raolison, rakibolana malagasy, edition ambozontany fianarantsoa, 1985 tak |
Iry no ziona fahatelo natao handaozanao ny helo ilay tsy diavin’alahelo tanàna soa mamelovelo. |
Mikiasa mikasa |
Fampahafantarana ny toe-karena |
Ny fomba nananganana ny boky |
Ny rafozany, tsy midika izany akory fa isan’andro dia hiasa any amin’ny rafozana fa misy fotoana; ohatra amin’ny fotoana fijinjana vary dia tsy maintsy manokana fotoana ny vinantolahy mandeha mijinja vary; izany no antsoina hoe mandrafozana andraikitry ny vinantolahy ihany koa ny milanja ny rafozany amin’ny fotoana aha... |
Sady famohazana ny hakingan-tsaina nananan’ny ntaolo ny sôva eto no hamokarana voambolana vaovao ihany koa. Toy izany ny fandikana ny hélicoptère ho angindim-be na koa halikapitera |
Fampitahana ny fombafomba fanafanana omby any amin’ireo faritra sy toerana samihafa ary fanolorana ireo fiovana samihafa nihatra taminy andeha àry hampitahaina amin’izay fomba na endrika fomba fanafanana omby hita any amin’ny faritra samihafa avy hatrany ny fomba. |
Ny alahonko na henihenin- dranomasina mangroves |
Ohatra 8 andeso a ’olo-driake e y ’anakareo. B.2.37 |
Misy fifandraisany amin’ny fihetseham-pon’ilay vadivao ny ventin’ny ôsiky ataon’ny mpanarona, satria ilay tonon’ôsiky maneho fa tena lasan’ilay mpampakatra izy manomboka eo ka tokony hiova famindra. Ohatra 17 |
Introduction à l’analyse d’un roman, édition bordas, paris. |
Mialoha ny hanomezana ireo tolo-kevitra mifanaraka aminrny dingam-pivoaranrny mpianatra ao aminrny kilasy famaranana dia hofantarina aloha ireo mpianatra ireo. 3.3.1.1. Ny mpianatra ao aminrny kilasy famaranana |
Oktobra 1845 namoaka boky voalohany mitondra ny lohateny hoe tantaran’ny f angonana , tsy nijanona intsony avy eo 12 aprily 1845 fifindran ny oratorio tao valdocco oratorion i md françois de sales jolay 1846 nianjadian ny aretina tsy fantatra mahery vaika izy. |
Ho an’ny marary ambavahaona 9- ray ô! Mitahia hianao ireo mpanota mahatsinjo fa efa mangia azy ny sandrin’ny fahafatesana. Tsaroany ankehitriny fa tsinontsinona, manjavona, madiva ho levona eo aminy izao tontolo izao nankamamiany. Ray ô! Milofika noho ny antony maro ny fanahiny, ka mitahia azy, fa tsy misy hery amin’iz... |
Hita eo amin’ireo andinin-tononkalo ireo, fa nataon’ny mpanoratra nanehoana ny fihetsiky ny vahoaka tsy nanaiky sy tsy nankasitraka ny tsy mety na taon’ny fitondram- panjakana ny rima mifanigotra, sorena amin’ny zavatra tsy mety hoy izy; izany no hitarika fihetsiketsehana ka mety handrava izany fanjakana izany, ary koa... |
Hita avy amin’ireo fafana nalaina tao amin’ny tatitra nataon’ny fanamby ireo fa ny roa taona voalohany nisokafan’ny éco-tourisme dia tsy nisy afa-tsy 12,7 ny fiakaran’ny mpizaha tany. Nitombo hatrany ireo mpitsidika ny faritra na dia teo aza ny olana teto amin’ny firenena nandritra ny taona 2009 izay fotoana nanaovana ... |
Fizarana voalohany |
Ny vanin’andro nivoahany tany amin’ny gazety no tena noheverinay handaharana azy, satria heverinay fa arakaraka ny fotoana nivoahany tany amin’ny gazety no fotoana nanoratany azy. Araka izany, nalahatray araka ny vanin’andro namoahany azy an-gazety ny filaharany ato amin’ity vondrona ambara ity mba hahafaha-manazava ny... |
Niry-solosoa ampandrana 03 septambra 2010 |
Ny tanjon’ny ftg |
Kasinga iray tsy afa-misaraka amin’ny literatiora ny sarin-teny. Anisan’ny mahakanto ny asa soratra izy, ka tsy azo lalovana fotsiny eo amin’ny fanadihadiana atao. Hoy rajaona s tsy avy hatrany dia ampiasaina ho fitaovana hamoronana zava-kanto ny fiteny andavan’andro fa mila fanamboarana, fiangaliana, fikajiana manokan... |
Ny taona 1912 dia namoaka ny tantara naz en l’air i souvestre sy alain ; io tantara io dia miompana indrindra amin’ny famadihan’ireo miaramila ny mpitondra azy ireo. Hita ao amin’io tantara io ny fifangaroan’ny fitiavan-tanindrazana sy ny fanakorontanam-pitondrana izay nampiavaka ireo mpanoratra ireo. |
Tsy kivy t19, t80 2 2 mavitrika t17 1 |
Diso lalana noheveriko hatrizay, fa ny vola sy harena no tena azo antoka, ka hitondra hasambarana. Diso lalana aho anefa, ka izay rehetra mba nijoro, efa rava ka nikoro. Tsy ny laza sanatria, na ny voninahitra akory no hiarahako amin-dry. Diso lalana ianao, raha mihevitra izany, fa fitiavana ihany no azo antoka eto an-... |
Trobatra trobar-ana trobar-ana trobaka trobar-ana trobah-ana taritra tarit-ina tarit-ina tarika tarit-ina tarih-ina mitovy ny fanovan’ny faran-teny -tra sy -ka ao amin’ny a ao amin’ireo voanteny ireo, ao amin’ny b kosa, mba hialana amin’izany fiotana izany, nisamaka ho samy manana ny fanovany ireo faran-teny ireo, fano... |
Havatsa-upem |
Op. Cit, tak 893 |
Olana1 eo amin’ny lafiny fotoana, kely dia kely ny fotoana nahatratrarana ireo mpanjono ao an-tranony satria miala amin’ny roa ora maraina ao an-trano izy ary miverina arakaraky ny fiovan’ny toetrandro. Any ho any amin’ny folo ora, na amin’ny iraikambin’ny folo ora any ho any no fotoana fiverenana. Manenjika ny asa ama... |
Raha ny teny mateti-piherina teo aloha moa, dia ny fahoriana no hita fa noventesin’ny mpanoratra matetika tokoa tao amin’ny tononkalony. Raha ampifandraisina amin’ny valin’ny fanadihadiana azo tamin’ny fitadiavana ny vainga mateti-piherina anefa izany, dia tsapa fa mbola somary manjavozavo ihany. Ny fanontaniana dia ny... |
Ny fandanjana ny laharana 235 tokony hifandanja hatrany ny laharana. Fandanjana ny laharana samy laharana amin’ny tononkira tanteraka ny anaovana ny feo mafy sy ny teny karazana iray hifandanja, ny an’ny eo aloha hifandanja amin’ny eo aoriana, ary ny tarehin- kevitra mialoha sy miaoriana hifandanja toy izany koa. Raha ... |
Sary38 helo-drano |
Dikan-teny nataonay tamin’ny tenin’i tardif jacques, 1992 dans la communication les éléments non- verbaux sont autant porteurs de signification que les éléments verbaux. Dans ce sens, tout comportement a quelque chose de significatif pour la communication et la relation. , tak 443-444. |
Lala rakotoson raolisoa ja , 2000 masera filles de st paul, 1989 |
Nanao rebik’ondry , niova fo nanaraka azy ireo ny ankamaroan’ny malagasy. Hasiam-panamarihana aoriana kely moa io fandrosoana amin’ny fivavahana io. Izany dia nomarihin’i pierre verin34 hoe rehefa lasa ny tany maizina, dia injao ny tany mazava, ho vaovao ny zavatra rehetra 35 fa mba nanao ahoana kosa ireo kristianina n... |
Miavaka amin ireo ny matoanteny noho ny asany sy ny endriny izay tsy mitovy amin ny voanteny hafa. Teny azo tanisaina amin ny alalan ny tsirinteny isan-karazany koa izy. Izany hoe teny azo ampiasana ny tsirinteny tovona, tsirinteny tovana, tsofoka ary |
Jp olivier sardan, op cit. Tak. 38 on peut estimer qu elle se déploie à deux niveaux complémentaires. 1. Tout d abord, la démarche est devenue plus locale , plus centrée sur le micro voire à la rigueur le méso 2. En second lieu, l accent est mis sur les acteurs sociaux ou les groupes d acteurs sociaux individuels ou co... |
Efa samy milaza ho tompon-tany avokoa ireo mponina izay nanontanianay, ny antony dia noho izy ireo efa manana fasan-drazana sy tanin-drazana ao an-toerana avokoa. |
Ny domoina dia karazana voromailala dia 400. Ny dia dia tsy ompiana fa miriaria any anaty ala. Noho izany, dia tsy mahafantatra ny fitsipika mifehy ny zavaboaary efa nozarina hiara-hiaina amin’ny olombelona. Tsy mahafantatra ny fomba fanaon’ny vorona efa zatra nompiana ny domoina araka izany. |
Nahoana aho tsy manadino ny salovan-tavanao? |
Nanaintaina kosa ny tao am-pon’ilay tovolahy naminany izay nitranga. Manomboka mihatra aman’aina tokoa ny firitsoky ny fitiavany ankehitriny. Nosintoniny hivaha indray ny sinkinan’i noro, dia naveriny hisampina teo an-tsorony. Nanjary taretra mafaitra ilay hasambaran-tsainy teo nijery ny hamevany mino an’andriamanitra ... |
Eo aminy lafiny habaka |
Lit de la chilrr tlt ta ; lavany ambany, andavany ambany ou dorma, it les longewn de la caisse, et lavany aliabo, andavany anabo ou redelle le, ridelles superieures de i caissf ’ amb ; lava-pore 11 tringle de fa mfr, miqut du frein, comme anja-pore ta . |
Marihina eto am-pamaranana fa tsy hoe lavorary tanteraka akory izao asa fikarohana nataonay izao. Misy ny lesoka tokony harenina na eo amin’ny endrika ivelany izany na eo amin’ny votoatiny. Tsy nandalina ireo tara-kevitra hafa kobonin’ny asa soratr’i haingo toy ny fanambeazana sy ny fandrosoana ihany koa izahay. Momba ... |
Dia lazainy fa ny eto 10 dia fonenan-tsentosento tsikitsiky koa anefa mba misolo ny rehefa. |
Samy manana ny famaritana ny atao hoe tanindrazana ny olona tsirairay. Ao ireo mihevitra fa ny tanindrazana dia toerana nalatsahan’ny tavony, ilay vohitra nomen’ireo ray aman-dreny hatrizay. Ny sasany kosa dia milaza fa ity tany tsy fointsika ity , onenana ela tsy mahaleo monina, ilaozana kely dia mahamanina no atao ho... |
Tsy ny boky ihany anefa no nahitana ny asany, fa teo ihany koa ireo sehatra hafa nivoahan’izany, toy iretomanaraka ireto ny gazety ambioka , lah 100-101, nahitana lahatsoratra famotopotoran-kevitra, miresaka momba ny vehivavy sy ny soratra nisy koa ny famelabelarana nataony tao amin’ny unesco izay nampitondrainy ny loh... |
Hainteny litera h laharana 154, novambra 1952 1954 hira litera h laharana 173, 174, desambra 1954 1960 kalo litera k , laharana 222-août 1960 |
Raha ireo ny mikasika ny olona nohadihadiana, ahoana kosa ary ny endriky ny takelaka fandraketana isaky ny vakoka voatsirika navoakan’izany fanadihadiana izany. |
Toa indry misalovana ny anjaran’ny hafa indray no mandatsalatsa ankehitriny ! Tadidio koa fa manomboka izao itena dia tsy ilaiko mandingana ny tokonam- baravarako. Chantale lasa aho raha izay no sitrakao. Vony mandehana faty any koa e ! Sady mandoto rivitra fotsiny. Efa tsy ahoan-tsy ahoana tany ka aty no mitonanatonan... |
Oniverisiten’ i toliara |
Mitsiry ny fitiavana. Samy manana ny antonym mahatonga ny fitsirin’ny fitiavana ny mpanoratra tsirairay. Io dia miankina amin’ny aingam-panahy ao amin’ireo mpanoratra. Ny aingam-panahy mantsy, dia hery iray manosika ny mpanoratra hamoaka asa kanto, avy amin’ny zavatra nitranga manohina ny fony eo amin’ny manodidina azy... |
Na eo amin’ny mpifanolobodirindrina, na eo amin’ny fiaraha-monina, na eo amin’ny fiainam-pirenena mihitsy v. A, tak.97 aorian’izay anefa, dia fahavoazana no miseho satria fampiadiana no ao ambadik’ireo endrika telo isehoany ireo. Ary teti- dratsy koa mazàna no mahatonga ny olona hanome vahana azy io, hoy ny mpanoratra ... |
Mety ahitana lahatsoratra aminrny karazany samihafa ao aminrny boky. Misy ny omen-danja kokoa aminrizy ireny, fa misy kosa ny atao ho fanampim-panazavana ihany. |
Lahatsoratra famotopotoran- kevitra |
Momba ny teny malagasy |
Arni andrianjafy rabekotroka nirina v. A vondrona ambara lah laharana tak takila and andininy andl andalany ed edition col collection |
Adl andalana and andininy bepc brevet d’etude du premier cycle capen certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale cepe certificat d’etude primaire elémentaire cgm cercle germano malagasy fimpamama fikambanan’ny mpandala ny maha-malagasy homi hopital militaire taloha, izay antsoina ihany koa ankehitriny hoe cenh... |
Ohatra 2 ny hita ao amin’ny fitsaram-biby ivone misaotra anaka ny amin’ny fanananao toe-tsaina tsara.157 em l |
Toerana voatokana ho an ireo vahiny manan-kaja, toa ny filoham-pirenena, |
Tsy mpivahiny intsony amiko, izao no dina ihavanana rehefa telinao dia mamiko. |
Tsy milina natao hiteraka fotsiny ny vehivavy. Manamarina izany fiheverana izany ny tsy nanomezan i sahondra ny zanany an i nenifarany tiany fatratra koa ny fianarany, ary tsy maintsy hifidy izy na ny zazakely, na ho ny fianarana. Tsy nisalasala anefa ny safidiny ny zanako, hoy izy, no be amin ny fitiavako. 179 hafa ko... |
Rainibozaka aah ! Aah ! Sepotra be ohatran’ny olona avy nihazakazaka ela be |
Ny famonjena mpimasy |
Raha mba fantatrao ? F’izaho dia tia anao |
Honany randriamanantena arsène no tena anarany. Fantatra amin’ny solon’anarana hoe arikaomisa randria, na koa hoe a. R. Enesra. Teraka tao befelatanana ny 29 jolay 1965 izy, ary mbola velona ankehitriny. Rabemanantena charmone no rainy, mpanjaitra no asany. Rasoanindrina hélène kosa no reniny, izay mpikarakara tokantra... |
Ton 19 ahoana ny vary |
Soa tsy miresaka amin ikoto intsony aho fa mangina zay mahasoa no izorana e. Mahasoa ahy izao ny mivoaka kely dia ndao ry bema a. Handeha 505- hanatitratitra kely an i bema atsy an arabe atsy aho. |
Mampisongadina ny tsy filaminan ny tokantranon i felana sy i miaro. |
Zao ny hirako hitoetra |
Zahao cfrlr, sangan’asan’i cfrlr, manioskrita efa voalaza, tak.21. |
Ireo toerana eto madagasikara dia mbola azo sokajiana ho roa dia ny faritr’antananarivo sy ny faritra hafa ivelan’antananarivo. |
Tarika avy ao maharivo |
Miara, vakansy, 02 aogositra 2007, ton.65, tak71, boky i 289 miara, ambanivohitra, 15 desambira 2009, ton. 149, tak 155, boky i |
Manana anjara asa maromaro toy izao manaraka izao ny fivavahana anjara asa mpanazava explicative izany hoe, mameno ny fahalalana tsy feno ao amin’ny olona ny fivavahana. Ohatra mankaiza isika rehefa maty? -anjara asa mpandamina na mpampitony sécurisation mamerina amin’ny ambaratonga sy fetra zakan’ny olombelona ny taho... |
Op. Cit. 2.2.1 sy 2.3.3. |
Ny andalana fohy |
Manoloana ny fiarahana mahafinaritra nisy teo amin’ny mpanoratra sy ny olon- tiany dia nihevitra izy ireo fa nahazo ny paradisa. Velom-panontaniana ny amin’izay mety ho endrik’izany paradisa voalaza matetika izany amin’ny fiainana maha- kristianina. Misy toerana roa miavaka tsara any an-danitra dia ny paradisa sy ny af... |
Fafana 9 vainga et? Ambonin’ny tany ny vainga fihinana |
Amossy, op. Cit, tak.47 c’est le partage inconditionnel des mêmes valeurs et des mêmes objectifs qui permet à l’orateur de simplement poser comme acquis ce qu’il serait normalement censé démontrer. Au lieu d’argumenter sur la nécessité de combattre, il peut se contenter d’affirmer |
Araka ny nambaranay tetsy aloha, dia mbola marefo ihany ny tanora. Mila aro fanina izy, ary mbola mila tantanana amin’ny lafin-javatra sasany. Mbola malemy izy na ara-batana, na ara-tsaina, na ara-panahy. Tsy fanampiana azy ireo amin’izany fahasahiranany izany anefa no ataon’ny mpiara-belona, indrindra fa ireo zokiolon... |
Projet terre-tany bema, terroirs et ressources 1999 |
Ao amin’ny kaominina no misy ny lemaka pc 15 sy ny vallée marianina izay tanimbary lehibe miantoka ny famokaram-bary ao alaotra, eo ihany koa ireo tanimbary azo volena na ny hors mèle izay hita ao amin’ny fokontany ambohitanibe. Latsaka ambany ny savaivon’ny rano rehefa fotoanan’ny maintany na fararano, fa rehefa fotoa... |
Fiadanana ho an’ny taninay fiadanana ho an’ny andronay fiadanana ho an’izao tontolo izao tontolo izao ry tompo |
Fahadisoam-panantenana no vokatr’izany satria nandrava ny fifampitokisana ny andaniny. Toa lasa niombom-pitia amin’ny hafa ilay nantenaina ho an’ny tena samirery. Tsapa ny fisian’ny alahelo noho izany. Toa ratram-po tsy hay kosehina no mikiky. Abaribarin’i haingo izany ao amin’ny nenina manao hoe ny fanahy mangan’ny la... |
Ny manitsaka ny marina sy ny rariny ao an-tsaina. |
Bakoly johary a! Resy aho. |
Siary, avy t’ambatofotsy dje aleonareo avanta a amin’ery masera eroy. 130 ny e y koza ka mba ampiampy fotôvana sy fanafody. Ndre neno rà nozakainy ’zao misy amin’azy eo aby finy neno sokazindran-drafotsy, hingatra no nisy tamin’azy teo. Raha nirahana moa iaban’i gaby ta-fort-carnot te y dje mba nalaky avy koza. Io môtô... |
Tovo manahoana daholo ianareo. |
Figure n 1 carte de localisation de marolambo |
Teny fampidirana ho famaranana ny fianarana eto amin’ny amin’ny sekoly ambony fanofanana ho mpampianatra any amin’ny ambaratonga fahatelo, dia manao izao asa fikarohana izao izahay mpianatra mba hahazoana ny mari-pahaizana c. A. P. E. N na certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale tsy natao ho fakana mari-pa... |
Feno vahoaka antsampanimahazo. Vehivavy no androatokon’ireo olona ireo, ary mbola tovony ny ankamaroany. Mitakoritsika anaty lamba ny mpisakaiza dia manao hehy valaka kely, dia mikakakaka, dia tena manao farahehy ka tsy mangina raha tsy banjinin’ny polisy tampoka. 5 tamy! Tamy! Ny feo maromaro avy any an- doha lalana. |
Hanadino anao aho, sady miandrandra ihany fitiavan’olom-baovao any aoriana any hamitrana ity fo maratrako ary izaho hanao izay tratrako. |
Tamin’ny taona 1886 no tonga teto milamanina, ny finoana katôlika apôsitôlika. Ireo misionera no nitondra sy nitory ny vaovao mahafaly teto amintsika ; nataony teo ambany fiaroan’ny masindahy misely, no mpiaro sy mpiahy ny fiangonantsika. Maro tsy tambo hisaina ireo olona natao batemy, sy nandray ny sakiramenta |
Carte de la pedologie de madagascar |
Vaingam-bolamena tsy mety vasoky ny asidra fitsapana ny fahamarinana fa na ny haba ankosotra iambozonan’ireo mendrika azy aza , dia tsy mahasakana ny famirapiratany. Ny fon’ny mpihatsaravelatsihy nandosiran’ny fahamarinana dia tsy hafa fa toy ny fasana tsara ivelany fa saingy mirakitra bobongolo ny atiny. Aleo lavitra ... |
Matetika tokoa ny olona dia kamo hikaroka fa te hamantam-bonona fotsiny amin’ireny asa soratra heveriny ho sarotra takarina ireny. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.