text
stringlengths
10
11k
Fizahan-takila
Asehon’ny fafana fa misy elanelana be ny salan’isa azon’ny mpianatra tao amin’ireo sekoly roa ireo. Nitarika ny stmr satria nahazo salan’isa maherin’ny folo ny antsasa-manilan’ny mpianatra tao ; ny ampahatelony ihany kosa no nahazo izany tao amin’ny lmm azo tsinjaraina ho toy izao anefa ireo isa ireo fafana 26 maneho n...
Année universitaire 2012 2013
Mahatsiaro ho vesaran’alahelo ny fony ka velom-panontaniana eo am- pamisavisana ny fotoana niarahana tamin’ny olon-tiana. Ny fo mbola tia saingy diso fanantenana. Miezaka ny hamongotra ilay fitiavana ao anaty, kanefa toa mbola miredareda ka sarotra vonoina. Manoloana izany, tsy manan-kambara firy izy, ka ny famerenana ...
Fahas-paritra izay ko-tany misy.
Mampatanjaka ary mitondra tsiro hafa kely. Na ny ety ivelany izany, na ny ao anaty dia samy omen’ny paoma fahafinaretana avokoa154. Dia toy izany ilay tovolahy eo anatrehan’ilay solemita. Feno ka tsy mila tovana intsony. Afaka miaro sy manome fahafaham-po izy. Ireo hevitra ireo dia hamafisin’ny andian-teny manaraka hoe...
Eto àry dia azo lazaina fa tsy ny tononkalo ihany no nivoatra fa niteraka fivoarana hoan’ny sombintantara sy ny famohazana ny tontolon’ny netin-drazana ihany ihany koa ny fampivoarana ny tontolon’ny tononkalo. Hita teo àry fa navohitr’ i ran e ho an’ny mpankafy ny tontonlo iainana andavanandro sy ny tontolo iainana ny ...
Sehatra zavakanto sy soratra ary siantsan’ny maha olona
Manampy izany koa ny fahafohezan’ny fotoana ianarana, hany ka tsy ampy ny fotoana ifaneraserana eo amin’ny mpianatra sy ny mpampianatra. Izany toe- javatra izany dia misy akony ratsy eo amin’ny fampianarana sy ny fifandraisana ao an-dakilasy. Araka ny voalazan’ny mpandinika toa an-dry chistian tsiory dia mba hahafahana...
Ran e mpanao gazety sady mpanorina gazety tsy tongatonga ho azy akory ny ankehitrinin’ny olom-pirenena iray fa teo dia teo tokoa ny lasa namolavola izany hatramin’ny fahakelinyi ran e no efa tia nanara-baovao sy nazoto namaky boky; koa dia tsy sarotra taminy ny niditra tamin’ity tontolon’ny fanaovan-gaety ity gazety ma...
Banque mondiale, 1999, les impacts de la mondialisation à madagascar art, culture et société par mme jeanne dina, tovana 7, tak 78 le pays doit veiller à l’éducation de ses citoyens est prémordiale et tout message passe mieux quand on a affaire à une population instruite. 61 marcel mauss, 1968, sociologie et anthropolo...
Efa miandry fotsiny izay manana fo mahery ny hasambarana. Zava-dehibe ho an’ny fo te ho sambatra araka izany ny fananany hery. Fo mahay mamadika ny lasa ratsy ho tsara ilain’ny fo te ho sambatra ny manadino ny lasa ratsy niainany. Na inona na inona toe-javatra nianjady tamin’ny fo, ho sambatra izy raha hainy ny mamadik...
Haimah mino izay nolazainy ve indr? ?
Ny hena dia ravin-draiketra; taola-manga no solom-bilany; dia somokotra izy rehetra mba mikarakara an’izany!
Au demeurant, par l’exercice de leurs fonctions éducatifs, les époux se forment plus profondément, ressert leur union, enrichissent leur amour, tandis que toutes les forces unies, ils s’efforcent à cette charge si élevé, donner la vie et éducation. Ainsi, la communauté procréatrice responsable est toujours ordonnée à l...
Eo amin’ny tontolon’ny famoronana tononkalo. Fitaovana nentiny naneho ny tontolo iainanan’ny olombelona sy ny voary manodidina. Tsy ny sarin-teny miorina amin’ny tamberin-javatra ihany anefa no nenti’iran e naneho ny tontolo iainana fa teo ihany ka ny sarin-teny miorina amin’ny rafi-pehezan-teny.
Hojerena amin’izao zana-pizarana izao ny fahafahan’ny mpianatra mampiasa ny lahatsoratra sy ny fifandraisany amin’ny fandaharam-pianarana ny fahafahan’ny mpianatra mampiasa ny boky
N’inon’inona olana misy ao amin’ny tokantrano, ny mifandefitra ihany no mampirindra fiainana ny hahasoa an-janany hatrany no vain-doha an-draharahany amin’izany. Maro tokoa ny asa sahanin’ny renim-pianakaviana eo anivon’ny ankohonany. Nataony am-pitiavana avokoa izany ary ho famenoana ny adidy aman’andraikitra izay efa...
Gazetiko tamin’ny 06 janoary 2004, lah. 1739 zava-misy ankorondrano notafihan’ny jiolahy ny banky boa, najifa ny vola 100 tapitrisa fmg !
Olona novolavolaina tamin’ny fivavahana kristianina i harioley , ary nanompo an’andriamanitra teo amin’ny fiainany manontolo. Niaina tao anatin’ny vanim- potoanan’ny fanjanahan-tany izy, ary nahita ny fahapotehan’ny fiarahamonina malagasy. Noraisiny ho adidy masina sy andraikitra lehibe ny fitondrana ny anjara birikiny...
Ho tonga ato aminay olom-baovao ka efa tsindrin-daona ery ny mpianakavy dodona te hihaona rahoviana ianao no ho avy ? Ka nony vao maraina dia iny niala avy any domoina kely izay nisidina ambany dia niditra ato an-trano ka nihoraka ny ankizy avia ange tazano. Tamin’ ity tononkalo ity dia fomba fitantanana resaka amin’ny...
Izany ranony kiopa misosa mampando ny tany; mamelona ny ambanilanitra; mitaiza ny vadi-aman-janaka.
Raha mitovy ve ny olana eny na tsy vahaolana no nahitana azy zay efa manambady
Momba ny kabary
Fa atao veloma hatreto tsy ho antsika intsony intsony ilay toera-nahatamana nahalatsahin’ny tavony.
Ny hevitry ny mpianatra manoloana ny fandaharam- pianarana. Isan’ny mpianatra isan-jato mankasitraka 23 29,11 tsy mankasitraka fa mitaky fanovana 46 58,22 tsy manan-kevitra 10 12,65 fitambarany 79 100
Koa dia indro tonga aho, ka mitrotro amim-bavaka an’i madagasikara izay singaniko hiavaka enga anie ry ray malala, ’zay rehetra hahasoa, n’inon’inona izany, mba atolotrao tokoa .
Fehiny miantoka ny famolavolana ny maha olona amin’ny lafiny rehetra ny fanabeazana tovozina any an-tsekoly mandritra ny taona maro. Ilana tetika amam- paika ny fandrafetana ny fandaharam-pianarana mba hifanaraka amin’ny dingam- pivoaran’ny olombelona, ny zava-misy iainana, ny maha izy ny firenena. Niantso mpanampy avy...
Misy lalàna ao amin ny teny mba hifehezany ny feo sy hisorohana ny mety hadisoana sy ny olana eo amin ny mpiteny sy ny zavatra tenenina sy tondroina.
Mivady nanafatra fitafiana ampy taona.
Tsy mihambo ho mahavita tena anefa izahay fa teo ny fanampiana nomen’ireo sokajin’olona maro ka tolorana fisaorana etoana. Enga anie ka mba hitondra fahalalana ho anao mpamaky ity boky ity na dia sombiny kely ihany aza. Ataovy toy ny voankazo an’ala, ny mamy atelomy, ny mangidy aloavy ary mialatsiny mialoha amin’izay m...
Mainka koa inoako, ekeko fa ambony ny lahatr’andriamanitra sy ny sitrapony.
Ireo sahirana ara-pivelomana no tsy mandefa ny zanany an-tsekoly. Rehefa hitany fa tsy ho lasa lavitra dia alefany mamboly sy miompy. Ary dia tsy sahirana mitady olona hokaramaina intsony izy ireo rehefa hanao raharaha. Ao koa ireo mandefa ny zanany hiasa any an-toeran-kafa. Ireo tranga ireo dia mampahatsiahy ny voalaz...
Ireo manafangaro ny fomba roa
Izany no midika fa raha tiana ho azo ny dikany sy ny anjara toeran’ny teny dia ao anatina fiarahamonina no ahafahana mamaritra izany. Ny teny malagasy, amin’ny maha singam-piarahamonina azy dia ilay fitaovana iombonana ahafahana mitahiry ireo fiheverana sy fahendrena ananan’ny malagasy. Amin’ny maha fitaovan-tserasera ...
Rotsirotsin’embona,
Sartre j p , qu’est ce que la literature? , editions gallimard, 1948 il faut nous rappeler que l’écrivain vise à donner à ses lecteurs une certaine de nommer plaisir esthétique p75 113 wallek warren a op cit elles les études littéraires n’ont de sens que si l’on connaît la technique artistitique du romancier en questio...
Antony mitovy amin’izay ihany koa, ny andefasan’ny ray aman-drenin-jaza sasany eto fenoarivo atsinanana ny zanak’izy ireo any toamasina. Olana hafa indray anefa no aterak’io fandefasana mpianatra mandranto fianarana lavitra io indrindra eo amin’ny ankizivavy araka ny mbola horesahina any aoriana. Fa andeha aloha horesa...
Fankahitry propos gallants et hainteny circonlocutions betsimisaraka 120tak. Tpflm-fametrahana lah2706 09 11-natonta 500
Hanadino anao aho izay no mety sy sahaza hanadino anao mangina fa tsy hankalaza fa hampionona ny foko izay ferako tsy hitoloko
Ny masoandro amin’i abel ratsimba, anjara asan’ny masoandro ny manambara fa maraina ny andro. Izy no mpamoha ny voaary rehetra amin ’ ny torimasony, mba hahatonga azy ireo hamonjy sy hanao ny asa aman-draharahany avy, araka izay voa1azany ao amin’ny maraina 71 ny a. Ramanantoanina, ny ranovelona, n 9, décembre 1925, se...
Ramily mpanao tsindrio fa lavo, mpanambany olona
Sarin’ny tranony tany atsimonamboara masombahiny
Izay ny amin’ny fifantenana ny hafatra fa ny toetra hafa tokony hananan’ny hafatra no hojerena manaraka eto.
Ny 19-02-16
Lazao ireo endrika nisehoan’ny tsy rariny teo amin’ny fitondrana sy teo amin’ny toetran’ireo colons 2 araka ny hevitrao, ahoana no fomba ampanjakana ny rariny eto madagasikara ?
Avy amin’ ny hoe c’est la vie
Rafitra tokana no maneho ny fananana eo amin’ny teny malagasy sy ny teny indonezianina, dia ny fametrahana anarana roa mifanesy. Ny anarana eo aloha no manondro ny zavatra ananana na fananana ary ny anarana faharoa no manondro ny tompon’izany zavatra izany. Ohatra amin’ny teny malagasy
Gondard-delcroix. 2009. Spécificités des dynamiques de la pauvreté dans le milieu rural malgache. Madagascar cipre, p. 125.
Rehefa vory ao an-dapa daholo ny mpanjaka rehetra na i matata a beloholava, indrindra fa ny isata anaomby, tokony ho amin’ny folo ora maraina na misandratra andro dia akarina eo atsinanan’ny lapa ny omby mainty na la ary omby mainty manopy menamena ny volony handrangitana ny mpanjaka hotsarain’ny vahoaka sao misy tsy m...
Mbola nohamafisin’ny interrogation oratoire izany maha-zava-dehibe ny marina izany ao amin’ny and 3 andl 9 11 aiza moa no tafarina ? Diso ve ny tenin-drazana manao hoe ny marina tsy maty ?
Ny firosoana mankany amin’ny fanagasiana no tanjona. Hita hatrany amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana izany. Tantsaha rahateo ny ankamaroan’ny malagasy ka mora ny fanentanana. Nifanandrify tamin’ny fakan’ny fanjakana an-tanana ireo tany tsara sy be velarana teo am- pelatanan’ny voanjo koa ny raharaha. Izay hampan...
Procédure d’entrée en stock le réceptionniste se fait remettre le bon d’expédition envoyé par la salfa compare le bon d’expédition avec le bon de commande vérifie la conformité de la commande qualité et quantité porte la réception sur un registre de réception
Hery voajanahary ao anatin’ny olona ny fanantenana. Sampin’ny velona no iantsoan’ny mpanoratra azy, noho izy manankery afaka handevona ny hakiviana sy ny halemena. Milaza izany ny tonokalo hoe ny fanantenana 167
Hafatro aminao
Ii-2-3 historique de la localite ii-2-3-1 naissance de la ville d’antsirabe la ville d’antsirabe a été découverte en 1810 par le missionnaire norvégien rossas qui venait ici à madagascar pour la vulgarisation du christianisme. A ce temps, la ville d’antsirabe appelait encore soamalaza ce missionnaire rossas était attir...
Sendra izany hoe hisaraka aminay sy i dada izany ianao io?
Inona no fepetra maha mpanjaka? Tr tian’ny vahoaka tr manana toetra mendrika tr voatendrin’andriamanitra tr manana razambe andriana mpanjaka
Nabaribarin’i eliza freda ihany koa fa mihelina ny zava-drehetra eto an-tany ary tsy maintsy mihatra amin’ny olombelona ny fahafatesana ho fiafaran’ny fiainany. Novetsoiny ity andininy iray ity ho porofon’izany mpivahiny miandry fetra, itony isika re razandry, toy ireo razana rehetra, efa lasa nody mandry!179
Henoy aloha ny hevitry ny hafa sao mba mba mahasoa anao. Ny hevitry ny maro mantsy, hoy ny ntaolo mahatsara fihavanana , v. A, tak.100 vokatry ny tsy fahalalam-pomba dia tsy vitsy ireo manararaotra raha vao mba mahazo fitenenana. Tsy mba vonona ny hihaino ny hafa izy, fa ny heviny sy ny teniny ihany no tiany hampanjaka...
Rahefa hofongarina
Aza manofinofy tsy matory ka milaza tsy misy, tandremo ny fosa sy ny tsaho fa manimba fihavanana.
Tsy sahy hiantso tody.
Ireo niarahana nitosy rehefa foana nikorosy zary nananan-tsiny ve vao niventy ny fahiny ?
Noho izany, mahatsiaro filaminan-tsaina sy fanantenana ny amin’ny fiainana ho avy ny kristianina, rehefa voavela toy izany ny helony. Ary tsy manana ahiahy intsony ny amin’izay mety fiantsoan’ny tompo amin’ny andro farany, ka sahy milaza toy izao, hoy ireo mpanao lahabolana z 8, lanitra nantenaina , andl 1-2-3- 4 o ry ...
Ka iza moa no tsy hivavaka, tompoko? Hoy rakoto. Ny akoho aza mivavaka raha misotro rano, ka iza no hijanona? -ny fivavahana dia tsara, tompokovavy, hoy rainikoto, nefa kosa ny fomban- drazana tsy azo ajanona.
Pant y am onto l’ uanteur de la roue, c’est-a d. L’inclinaisnn des rais to ; les rnis n sont pas plantes perpendiculairemen t sur le moyeu, mais legeremt nt inclines i, as extfrit111 de maniere a don11er plus d’elnsticite et de r sistance a la roue fr. Pe11le amonto a l’exterieur ii tt. ’pente vers l’exterieur .
Goanach et c golder, manuel de psychologie pour l’enseignement, op cit l’école éxerce évidement un rôle essentiel sur le développement cognitif et l’acquisition des connaisssance 39 s andriar, philosophie de ’education vues à travers les lois sur l’éducation à madagascar, antananarivo mai 2007 l’etat s’engage à instaur...
Midoboka ny onja, ny erika mifafy, mitobaka ny rano mandena ireto zaza ; tsy mampaninona azy fa mainka ataony mafy 20 ny hehy sy korana, ny feo mivazavaza.
Manao antso avo araka izany ny mpiosika mitady vahaolana manoloana ny fikorontanana iainan’ny vahoaka ankehitriny ka hoy ihany izy ino lôtra azalahy e, ny vahaolana a ! Hampiova an’ity fie ana a ! Izay mikorontana e ! E ! O. B.53 7-9 hirain’ny mpiosika koa ny fitsikerana ny fieboeboan’ny vadin’ny mpanan- karena. Ny veh...
Manampy amin’ny fanazavana ny fifandraisany amin’ny tantara foronina ramose ihany koa no horaisina fa tsy ho ny zava-nisy rehetra.
Miainga amin’ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana ny mpiteny ilazany fa ny azy no mety ka ny miasa no fototra fa ny miteny kanonkanona. Ny oharina dia ny asa sy ny miteny, ny anoharana ny asa dia ny fototra, ilay miteny kosa dia kanonkanona.
Azon’ny mpianatra, anisan’izany ny haikirakira ny teny izay ahitana ny voambolana, ny teny savily sy ny teny mpandamina, ny heviteny sy ny dikateny. Miditra an-tsehatra ihany koa ny haifitenenana, izay ijerena ny foto-kevitra, ny foto-dresaka, ny renihevitra sy ny zana-kevitra ary ny porofon-kevitra ao amin’ny lahatsor...
Alahelo anao
Ohatra lazao amiko
Rehefa nihazatra tamin’ny famolahana ny teatra avy any ivelany isika, dia tsy nihambahamba intsony teo amin’ny fampiharana ny tara-kevitra miompana amin’ny fampijaliana, mahatsikaiky, tsara lahatra andraisana anatra sy fampianarana ary fomba amam-panao ny mpanoratra 17. Aoka hotsiahivina etoana, fa ny mpanakanto dia ts...
Farany, tsy sakana eo amin’ny fidirana ho mpikambana ny fananana antoko ; na antoko politika na antokom-pivavahana izany. Ny soratra vita amin’ny fomba kanto no mampivondrona ny mpanoratra ka mampijoro ny fikambanana. Tsy azo raisina ho isan’ny mpikambana kosa ireo izay efa mpikambana amin’ny fikambanan’ny mpanoratra h...
Momba ny lanjan’ny fananam-panahy eo amin’ny fampandrosoana t4 mirindra ny fiaian’ny fiaraha-monina rehefa manam-panahy mendrika ny olona mizotra tsara araka izay tiany ny fiainan’ny olona tsirairay rehefa tsara fanahy daholo ny olona manodidina azy
Ny fanafihana sy fiarovana efa voatanisa sy naseho teo daholo ny fihetsehan-tsaina na ny pai-panorona rehetra. Fitaovana ihany ireny fa ny fahaiza-mampiasa azy, na mandeha irery na miaraka no ahitana ny fahakingan-tsaina, miaraka amin’ny fahamailaham-bavan’ny mpandaha-teny. Ny mahafehy an’izany no azo lazaina ho mahay ...
Hombo hombohombo manombohombo manombonombo 250 homoka homokomoka manonomokomoka
Sary 9 makobà sary10 fomrapai a soanambo sary 11 ampalibe mpaka sary zanamasy
Loharano mpanadihady
Raha olona efa maty tsy afaka handeha, tsy afaka hamafy tsy afaka hisaina maty tanjaka ilaina very zavatra tadidy efa tena vizana izy saingy velona eto hatrany fijaliana raha izany !
Dans germinal, comme dans chacun de ses ouvrages la partie documentaire de zola ainsi que son talent descripteur sont relayés par un imaginaire qui emprunte aussi bien à des dimensions personnelles qu’à des futurs visionnaires et poétiques. Mais avant toute analyse voyons d’abord qui est cet auteur à travers l’analyse ...
Misy zava-dehibe miandry ao anatin’ny fonenana, sarobidy tokoa izany no sady iankinan’ny fahavelomana. Asehon’ny mpanoratra amin’ny endrika lalao izany fa fiarahamonin’olombelona no tiany aseho. Tsy famelabelaran-kevitra toy izany ihany no nampiasan’ny mpanoratra ny teboka roa. Amin’ity andalan-tononkalo ity, nentiny n...
Lafin-kevitra fanontaniana valiny
Tonon-kiran-dray aman-dreny andn 8-9 138
Tebahana ny fiverenan’ny teny hoe fahadalana indroa kosa eto dia mandoko fa misy kilema ao amin’ny tsirairay ka tsy tokony hifanebaka. Naverina indroa eto satria mazàna ao anaty fiarahamonina dia ahitana vondron’olona mifanebaka, ary ireo no ambaran’ny mpanoratra ho samy manana kilema. Ho setrin’izany rehetra izany ane...
Anarana rajoelison fanampiny fanomezana henri fonenana lot ii r 119 bis ambohitrakely, antananarivo 101 isan’nytakila 87 isan’nyfafana 03 isan’nysary 05 lohateny ny fomba filazan-javatra nentina nanangana tantara foronina araka ny ahitana azy ao amin’ny navalona-zoé barijaona
Pape françois, ny endriky ny famindram-po, edisiôna md paly, antananarivo 2015, tak.4 275 masera filles de st paul, op cit, mt 19, 6-7, tak.1554
Mangin ave ny andro no toa mangadihady ’ty tany namafazana ? Sa ireo mpitandro ny hasin-tanantsika no revo mifamazana ?
Votritrika votritritritrika
Indro tonga koa ny majy telo lahy tsy niahotrahotra fa tena sahy izy ilay mpanjakantsika fanalana ny helotsika
Jereo tak 34 236 boky i tak 99
Teny mialoha
Dictaphone nous avons pu enregistrer des propos oraux concernant cette pratique. Comme la majorité des gens interrogés, surtout les plus âgés, sont des illettrés, cet appareil nous a été très utile.
Ny parallélisme maneho ny toe-java-misy eo amin’ny fifandraisan’ny ray aman-dreny sy ny zanaka.
Araka ny hevitr’i a. De. Peretti, dia misy karazany roa ny endriky ny fanontaniana fampiasa eo amin’ny fifaneraserana amin’ny hafa fanontaniana misokatra74 sy ny fanontaniana mikombona75 ndeha hojerena tsirairay ny momba azy ireo.
Mikasika ny lohahevitra fandrindram-piterahana dia maro be ireo tebo- kevitra manodidina azy sy ireo voambolana fampiasa ao aminy. Ny mikasika ireo indrindra no hovoaboasana manaraka eto.
Ekena tokoa fa maro ireo gazety mpivoaka isanandro eto amintsika, fa ny gazety ambioka sy ny tribune no tena fivoahan’ny asa sorany.