text stringlengths 10 11k |
|---|
Ho fahatsiarovana ny faha fito taona nahamay ny rova manjakamiadana sisa |
Mpianatra ova lahy vavy fitambarany tahany miteny misosa tsara 01 05 06 17,64? Miambakavaka 04 06 10 29,41? Mamaky izay voasoratra 05 12 17 50 ? Fitambarany 10 24 34 100 ? |
Piangonana aza izany, inoana fa tsy haninona, satria tsy manohitra ny lalàn’andrimanitra velively izany ; manampy ny olona amin’ny fanatsarana ny fiainany aza no marimarina kokoa. Raha misy toerana mora itarihana olona indrindra hanao zavatra iray na hanaraka firehan-kevitra iray dia isan’ny lohalaharana amin’ireny ny ... |
Edgar t. Raymond t |
Koa satria heverina hampiasaina ho fitaovam-pampianarana ny gazety, dia tsy maintsy nirosoana avy eo ny fanomezana ireo mason-tsivana hiantohana ny fampiasana azy any an- tsekoly. Zavatra telo no nampifanenana teto, dia ny gazety, ny famaritan’ny unesco ny antsoina hoe fanabeazana sy ireo fepetra atolony mikasika izany... |
Teny famaranana nanaitra anay ary nahatonga anay hanadihady ny momba ny fiharian-karena momba ny akoho gasy sy ny akoho manatodilava ny fahitanay fa mbola manana ny mahaizy azy ny fiompiana akoho na dia tsy mitsahatra mandroso aza ny teknôlôjia sy ny fiompiana akoho vazaha. Ny kaominina antanetibe mahazaza manokana dia... |
Mozika acte 10 soameva ao an-trano soameva mamoha trano , miditra taratasy inona koa io ambony latabatra io? Mamindra, manokatra taratasy odry ? ! Soratr’i bazy ? Handeha hitaky ny volantsika aho , ataoko izay hiverenako haingana , dada o ry lanitrô! Zay dia lasa indray izy tsy nametraka na ny ariary aza ho sakafon’ny ... |
Mahakasika ny hoenti-miatrika mivantana ny fanatanterahana ny mamahoaka ireo, dia eo ihany koa ny olana mahakasika ny toe-tsaina amin’ny sasantsasan’ireo azo lazaina ho mpisitraka ny hetsika. Ny fahitan’izy ireo vahiny mandray anjara lehibe amin’ny fanatanterahana ity fotoam-piravoana ity, dia mahatonga azy ireo hiahot... |
Ny mampiavaka ny asa fikarohana ny asa nataon’ireo zoky teo aloha no manokatra ny lalan’ny fikarohana vaovao. Izao asa fikarohana ataonay izao dia azo fintinina amina hevitra roa. Aompana amin’ny fandinihana ny fandaharam-pianarana ho an’ny tekinika sy ny fahalianana ombam- pifantohana izany hevitra asongadinay izany. |
Mangirangirana itoeram-pahefana kely. Tsy mila antsoina akory ry zalahy irakiraka, fa vantany vao mipetraka kely eo, dia efa manao haody miarahaba ny sasany. Tsy toy ny teny ambohitsaina teritery manosika hanao baranahiny. Saika ho isa-minitra mihitsy no sorena, noho ny fanakorontanana ataon ny hafa. Na tsotsotra na ts... |
Ny anton’ny safidy |
Tao amin’ny fizarana faharoa, dia nojerena fohifohy ireo zava-nisy rehetra mety mahatonga ny olana amin’ny fampianarana ny taranja malagasy any amin’ny ambaratonga faharoa dingana faharoa ankehitriny. Tao anatin’izany no namahavahana ireo dingana rehetra nolalovan’ny fandaharam-pianarana sy ny politikam-panabeazana ary... |
Hanantena an’iza intsony ’lay nijaly samirery raha ’lay toka-maminy aza sahy nihodin-tsy nijery 10 fa nampihombo indray ny rofiny? |
Haingo 30 septambra 1990 |
Adidy amin’ny fianakaviana fahoriana na fifaliana |
Rakalo tia anao ihany anefa izy satria reny niteraka anao. |
Propositions d’actions |
Embona 1 ny embona anao ry tiana no mahalasa ny fisainako ny hadisoam-panantenana no igogoako sy itarainako tsy zakako ny maminany ny hasambaranao an-kafa k’aleoko dia faranana eto ireny tanjona kinasa |
Directeur de recherche ramatoa raharimanga fidele maitre de conferences |
Toky, manafosafo tak 3, va tak 77 138 mahefa, horovitsika tak 20, va tak 78 139 mahefa, vazizotra tak 10, va tak 79 |
Ny taom-pahatsiarovana ho fifaliana hatrany tratràra ny ela, letsy! |
Ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana no mamintina ny filazan-javatra. Ny filazan-javatra no mifintina fa ny hevitra sy ny fihetseham-po fonosiny dia mivelatra dia mivelatra, hany ka manery ny mpamaky handinika sy hamakafaka. Mampandray anjara ny mpamaky ny mpanoratra mba hah... |
Andrao manenjika ny tody ! |
Ny toerana tompon-tsafidy amin ny toerana asehony ao amin ny tantara iray ny mpanoratra mba hoentiny hanatsara ny asa sorany sy hahasarika ny mpamaky. Matetika dia toerana efa niainany na fantany no ambarany anatin ny asa sorany, ary eritreretiny fa hain ny mpamaky ihany koa. Arakaraka ny fahaizan ny mpanoratra maneho ... |
Misy karazany efatra ny fomba azo anehoana fotoana amin’ny teny malagasy ny tsirinteny milaza fotoana, ny voambolana milaza fotoana sy ny mpilaza toerana milaza fotoana ary ny mpisolo manondro milaza fotoana. Hovahavahana ny momba azy ireo tsirairay avy. |
Ny andraikitra nosahaniny teo anivon’ny fiangonana |
Sary n 5 drafi-tsary amerikana 4- ny drafi-tsary ampanakaikezina ny tapany ambonin’ny mpandray anjara ihany no aseho eo amin’ny tratrany no miakatra. Misy lafin-javatra tiana hasongadina eo amin’ireo mpandray anjara. Sary n 6 drafi-tsary ampanakaikezina sary n 7 drafi-tsary atomorina |
Taorian’ny nitsoahany ny fonja, mba tsy hahafantaran’ny olona ny endriny, dia nanova fitafy sy famindra i andry nandritra ny diany tany toamasina. |
Mialoha ny hiakaran ny mpilalao eny an- kianja dia karakaraina tsara izy ireo toy ny fijerena ny fahasalamany, ny toe- batany, ary koa ny tohana ara- tsakafo. Toy ny lalao rehetra |
Fomba fanao mahazatra ny olona ny mipi-maso, azo ampiasaina amin’ny sehatra maro izy io ary misy karazany ny fisehony. Raha ny maro anakiroa no miara- mikipy dia midika ho fangarihana na fankahalana ny fampiharana izany eo anivon’ny fiarahamonina. Raha ny maso ilany fotsiny kosa no akipy dia hevitra maro no asehon’izan... |
Miremby tanjona sy morona mianjona sy ony mahatretrika sy fo mangetriketrika |
Ii-1-3-2 amin’ny teny swahili misy karazany roa ny mpisolo tena tampisaka miasa toy ny tovana amin’ny teny swahili ireo mpisolo tena milaza fananana sy ny mpandrohy. Ity farany dia mbola mizara roa koa ao ny tonga dia mirafitra aorian’ny matoanteny, ao koa ny mirafitra amin’ny endrika amba ny mpisolo tena milaza fanana... |
Fomba nanatanterahana ny asa voalohany dia nanao angom-pahalalana mahakasika ny fandresen-dahatra ny mpikaroka tamin’ny alalan’ny vaky boky sy ny fijerena tahirin-kevitra samihafa nanampy ny fahalalana norantovina nandritra ny fiofanana tao an-tsekoly izahay. Faharoa, dia nifantina ny lahateny hanompanana ny fandinihan... |
Anarana sy fanampiny taona asa aman- draharaha 22 razanadraibe damienne 52taona mpamboly 23 rasoazanamaro lovanirina florentine 25taona mpamboly 24 rasoarinosy suzanne 65taona mpamboly 25 ranorosoa florentine 87taona mpanjaitra |
Tolo-kevitra sy soso-kevitra ho an’ny tantsaha |
Ordonance n 62.004 du 24 juillet 1962 fixant les attributions, les responsabilités et les pouvoirs des fokonolona, l’art 3 suivant le fokonolona doit apporter son concours à la mise en uvre du plan de développement. 106 -dinam-pokonolona mandritsara du 28 novembre 1960 contient également les dispositions suivantes la s... |
Ny fitsinjovana avy any lavitra ny tanàna sy ny zava-boary rehetra manodidina azy, dia mamoha fahatsiarovana maro ao am-po sy ao an-tsain ny mpanoratra. Anisan izany ny fahitana ny lanitra zato lanitrao misaly rony voalim-birijiny dia rakofany ny foko ka misento ny fahiny ny endriky ny tanàna amin ny ankapobeny zany sa... |
Mpiandraikitra manao azy anaty boatina |
Ny teôrin-tserasera araka ny fomba fijerin’i roman jakobson tamin’ny taona 1963 no nosafidinay anompanana ny asa fikarohana. Manana ny maha izy azy manokana ity fomba fandinika ity noho izy maneho ireo singa enina mandrafitra ny serasera, izay samy manana ny anjara asany avy eo fahatomombanan’ny fampitan-kafatra ny mpa... |
Nous tentons de procéder à une reconstitution logique des lignes de départ du réseau narratif , nous essayerons de suivre les principales artères, en reconnaissant, le long de chaque parcours 11 nous dressons ainsi le tableau des séquences-types, bien moins nombreuses qu’on ne pourrait croire, entre lesquelles doit néc... |
Langue et lettres malagasy |
Ny fiavian’ny mpianatra |
Ny fanombanana no andrefesana ny fahatratrarana ny tanjona napetraka hotratrarina. Zava-dehibe, , araka izany, , ny fanaovana tombana. Ny voka- panadihadiana tany amin’ny ltpa ambinda dia nahitana ny tsy fahampian’izany. Nisy ihany tsindraindray ny tombana am-bava. Ny tombana an-tsoratra kosa dia 1 isan- telovolana. No... |
Ohatra feno mameno mamenomeno ny m no miditra any anaty verindroa ankoatra io , misy koa ny petaka mametaka mametametaka miditra any anaty verindroa ny ampahana tovona izay efa nisy fiovana. Vadika mamadika mamadimadika. Mitovy ny tranga amin ireo fototeny ireo. |
Ao amin’ny fandaharam-pianarana taranja teny malagasy kilasy faharoa dia ahitana zana-taranja momba ny literatiora, ny fandrosoana, ny fahafahana. Ireo lohahevitra ireo dia samy manana ny tanjona ankapobeny anompanana ny fampianarana avy. Hotanisaina manaraka eto ny tanjona ankapobeny sy ny fandalinana izany, ka ampiha... |
Anosibe an’ala |
Fetra misaotra betsaka tompoko, fa tsy ho voavaliko izao ataonareo ahy izao. |
Ny kongona dia bibikely mivelona amin’ny omby na kisoa. Mifikitra mafy eny amin’ny hoditr’ireny biby ireny izy. Toy izany koa ny fahitan’i arni ireo mahantra izay mamikitra tsy mety miala eo am-panariam-pako mba hitadiavany hanina. Ao amin’ny tononkalo hoe tontolo no ahitana izany mitsindroka eny ho eny mamikitra toa k... |
Il faudra donc au moins distinguer à l’intérieur du type homodiégetique deux variétés l’une où le narrateur est le héros de son récit, et l’autre où il ne joue qu’un rôle secondaire, qui se trouve être, pour ainsi dire toujours, un rôle d’observateur et de témoin , 1972, tak. 253 |
Matahotra aho famaro ny tanora izay beaziko, 10 ho faitako amin’izy ireny ve ireo soatoaviko? Izay nomena, hono, manko dia mba tokony hizara, raha tsy mahavita adidy, ho tsarain’ny tantara. |
Tena mafy izao ry neny nefa moa atao ahoana ny hany sisa herinay ny manaiky sy misaona. |
Ny momba ny fandraisana anjaran’ny mpianatra mandritra ny fampianarana no resahana amin’ity fizarana ity. Noho izany, dia ilaina tokoa ny mijery manokana ny momba ny mpianatra. Toy izao manaraka izao àry ny mombamomba ireo mpianatra f. T. G izay nahitana taham-pandraisana anjara ambony. |
Des personnes -spécialiste en |
Ampianaro ireo tia findrafindra fa ny fiainana hono malia ka izay tsy mitandrim-pamindra matetika dia mikodia. |
Ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana no nentiny nandokoana izany. Asehon’ity tononkalo ity ny mikasika izany raha lasa ny tsy foy ka misaona ilay namoy tsy ny fahorian’ny fo no hanala ny manjo, na ny onin-dranomaso no handresy ny ankaso fa ny fiononan-tsaina io no fanafodin’... |
Ny amin’ny taozavatra sy ny jono. |
Teteza-mita fanehoany azy. Ohatra raha fahatairana ny hevitra tiany ambara, dia tokony ho fehezanteny tapatapaka no ampiasainy. |
Amin’ny voanteny arahina mpisolo tena amy nareo amy ny amy tsika anendre ny aminareo aminy amintsika anendreny |
Mpivarotra mpiantoka |
Raha narary ralisy tany ampiandohana dia sady tsy misy ny fanafody 95 no tsy misy ny toeram-pitsaboana sy ny mpitsabo 96, aty amin’ny fiafaran’ny tantara kosa anefa dia tany amin’ny hopitaly no nisy azy, izany hoe tena nifanoitra tanteraka ny toerana sy ny fepetra takiana raha te ho salama ao amin’ireo fizarana roa ire... |
Misy tokoa ireo fomba aman-kolontsaina avy any ivelany tonga eo amin’ny firenena iray, ka mety hisarika ny sain’ny olona sasany eo amin’izany firenena izany hanambany na hanadino ny kolontsainy sy ny fombany. Miseho izany eto noho ny fananan’i mino ny kolontsaina kristiana tao anatiny. Tsy azo tsaraina ho tsara na ho r... |
Ny fampandrosoana ny firenena eo amin’ny sehatra samihafa no tanjona amin’izany tolona izany. Samihafa ny sehatra nitolomana izy efa matotra, izaho vao mpiomana kanefa mitovy izay nokendrena dia ny hampandroso ny firenena v. A lah 34 |
Ainsi, si la société n’entreprend aucune action pour améliorer sa compétitivité commerciale, son chiffre d’affaires pourra diminuer davantage, pourtant elle a à supporter les même charges fixes. Donc son résultat va aussi se décroître et va finir par être déficitaire. Il est à remarquer que le fait de réaliser des pert... |
Mifankatia amin’olon-kafa ivelan’ny vady ao an-trano ratsy fitondran-tena |
Fiatraikan’ny tsy |
Loharanon-kevitra fikrifama rapport 1990 |
Ahitana fiangonana telo ao an-toerana. Ny fiangonana loterana malagasy toby fanantenana 67ha, ny môsiken ny 67ha afovoany andrefana fiangonan ireo manaraka ny finoana silamo ary ny fiangonana advantista fiangonana zandriny ahitana ireo olona manaraka ireo fivavahana ireo eo an-toerana. Ao ireo mpino silamo, porofon iza... |
Anjerimanontolon’i toliara toeram-pampianarana ambony momba ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha-olona sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy |
Hekaya za abunuwas na hadithi nyingine, nairobi, kenya, 174 t. |
Laharan’ny sarintany sarintanin’ny distrikan’i fandriana 7 laharan’ny fafana fafana voalohany ny renifeon’ny fiteny ao fandriana 22 fafana faha 2 ny zana-peo tsotra 24 fafana faha 3 ny zana-peo sosona 25 fafana faha 4 fandravonana ny renifeo sy ny zana-peo 29 fafana faha 5 ny renifeo kentsona tapany tsy migoboka sy ny ... |
Finalités de l’éducation les finalités suggérées par la concertation technique de juin 09 que les citoyens soient responsables, autonomes, compétents imbus des valeurs socio-culturelles malagasy, prêts à faire face à la mondialisation et la globalisation. Un développement holistique devrait être visé il faut un équilib... |
Fananganana tetikasa ampiasana fafana |
Tsapa ihany koa, fa miteraka fanahiana eo amin’ny mpifankatia ny fahasarotam-piaro. Toa mieritreri-dratsy foana ny saina vokatr’izany dia izay olona mifanerasera amin’ny olon-tiana dia ahiahina avokoa. Mivaofy izany i asiniony ao amin’ny fanahiana 98 |
Tv plus rnm fandaharana mifandray amin’ny totolon’ny varotra sy ny fampandrosoana manome fahalalana mahakasika ny lafiny toe-karena tolotra sy ny tinady fivoy tvm rnm fandaharana manome fahalalana momba ireo lafin- javatra mahavariana na manaitra hita eo amin’ny fiarahamonina mampahalala ny trangam- piarahamonina samih... |
Ny tantara mahakasika ny fiangonana hafa dia hafa, tsy dia fahita na mahazatra ny tantara filalao noforonin’i cfrlr mahakasika ny fiangonana. Drame mihitsy moa ny lohateny nomeny azy narahiny fanazavana izany. Karazany hafa mihitsy, tsy mitovy amin’ny konseritra fahita. Na ny anarana niantsoany ny hetsika ao amin’ny ta... |
Mino todin’ny nataoko izao mahazo ahy izao meja efa niova akanjo fa ahoana no ifankahalalanareo ? Mino ataoko fa tsy miafina tamin’indry ny fiainako. Io ilay tovolahy tiako talohan’ilay vazaha. Izy ilay tratran’ny hetraketra-pitia. Io vazaha io no nandaozako anao , nihevitra ny ho tafita aho, eny ho any andafy mihitsy ... |
Mba hahazoan’ny mpamaky mahafantatra misimisy kokoa ny fihetsika tokony haseho eo anivon’ny fiarahamonina, nampiasa teboka telo ny mpanoratra, manery ankolaka ny olona hiverina indray amin’ny fahendrena malagasy fonosin’ny hoe tsy resy tsy akory ny olo-mangina isan’ny endrika isehoan’izany ny fandeferana, fanabeazana m... |
Anarana randrianomenjanahary fanampin’anarana hasina jessica adiresy lot ii h 101 ter soavimasoandro lohateny ny fahaiza-mandresy lahatra mitarika ho amin’ny fandrosoana fampandrosoana tarafina ao amin’ny boky dinitra isan’ny takila 161 isan’ny fafana 01 isan’ny kisary 04 |
Jona 1981 ratsimaholy francinet |
Callet, tantara ny andriana eto madagasikara, 2ème édition , imp. Officielle,1981 clark h. E , tantaran’ny fiangonana eto madagasikara, bibliothèque du collège st michel, antananarivo. Darsot j. Sy rafenomanana l. , ny rebik’ondry. Tantaran’ny fiangonana malagasy tamin’ny andron-dranavalona i , tpfjkm imarivolanitra do... |
Claudine leleux, education à la citoyenneté, tome 2, editions de boeck, belgique 2006 le texte tient une place privilégiée dans l’éducation pour au moins trois raisons d’abord, parce que il met les élèves à égalité devant un réferentiel commun ; ensuite, parce que la pensée des auteurs qui s’y est développée sous une f... |
Ny fahafoizan-tena sy fikirizana ataon’ireo nahitana masoandro amin’ny fitaizana sy fanabeazana ny zanany no tena ventesin’nympanoratra. Asehony izany ao amin’ny tononkalom-pahatsiarovana ny fanabeazana izay natao taminy lany andro ve? Tk.24 taona maro lasa izay no tsy nahitana anao f’efa lasana ho vovoka niraraka ho t... |
Andram-pamaritana ankapobeny ny atao hoe fanafanana omby na ny afana omby araka ireo famaritana ireo, ny riba fanafanana omby dia fomba atao isorohana na ialana loza zavatra atao mialoha amin’izay zava-dratsy voajanahary aretina, fahafatesana vokatry ny hain-tany na vokatry ny rivo- doza; na nataon’olona mosavy, halatr... |
Vaky, mipariaka , miforona indray eny am-povoan’ny manga mitatao ny lalina tsy hita noanoa ! Fa ery amin’ny faravodilanitra kosa no mitakonsona mifangaro ny mangan’ny lanitra sy ny mangan’ny rano ary eo ambonin’izany rahona maningantsingana mandray ny lokomenan’ny masoandro ndeha hody! Dia 55 indreny ny lakan-kelin’ny ... |
Eny sambatra aho nahatsapa fa raha valaina ao an-dapa izaho tia sady tiana dia handrakotra ahy ny fijaliana. |
Mn fiantsoana anarana isan ny tonga 10 isan ny tsy tonga 1 5 mn adina am-bava momba ny lesona farany tao amin ny zana-taranja literatiora isan ny nanangan-tanana 5 isan ny nahavaly marina tamin ireo voatondro 2 7mn famintinana fohy ataon ny mpampianatra mikasika ny vanim-potoana vita, ary fampidirana ny vanim-potoana m... |
Raharilalao h. A. M 1991 |
Ny tanànan-tsika eto soama vao ho toy ny any z’amerika ? |
Ny tanjon ny seho ahitana fifanohinana manana izay zava-kendreny amin’ny resaka ifanaovany koa ny olona mifampiresaka ary ny seho ahitana fifanohinana no maneho izany. Noho izany, ny anjara fitenenan’ny mpandray anjara ao amin’ny tantara tsangana dia tokony hitondra any amin’ny fiafarana iray izay antom-pisian’ilay din... |
Andoharanofotsy dia kaominina ambanivohitra ao anatin’ny fari- piadidian’antananarivo atsimondrano, ary vakin’ny lalam-pirenena fahafito rn7 mampitohy an’antananarivo sy toliary. 9 km no manasaraka azy amin’ny renivohitra. Manana velaran-tany 12 km2 izy. Ireto avy ireo kaominina mamaritra azy ao avaratra ny kaominina t... |
Raha ireo tatitra maneho ny salan’isan’ny mpianatra tamin’ny telo volana voalohany taom-pianarana 2009-2010 ireo no jerena dia hita fa ambany ny salan’isan’ny mpianatra amin’ny taranja malagasy. Ny antony mahatonga izany dia mety noho ilay mpampianatra, nefa mety koa noho ilay mpianatra satria ireo no mampiorina ny fah... |
Lisitry ny fafana fafana 1 ireo fokontany, ny velarany ary ny isan’ny mponina 22 fafana 2 ny hafanana sy ny rotsakorana ao amin’ny faritr’i vakinankaratra 29 fafana 3 ny isan’ny mponina araka ny sokajiny sy ny taonany 32 fafana 4 ny isan’ny sekoly isaky ny zap 36 fafana 5 isan’ny mpianatra, mpampianatra, efitrano fiana... |
Taterin’i b. D ranarison solohery, rajoelisolo charles mpanoratra mpitarika , hiratra n 1, tak 90 |
Tsy voatery hitovy foana ihany koa ny fomba entin’ny mpampianatra manomboka ny fampianarana fa mety hiovaova araka ny zava-misy izany, ary mety hiovaova arakaraka ny tanjona na ny zava-kendrena mandritra ilay seho. Toy izao manaraka izao àry ny zava-nisy hita nandritra ny seho roa samy hafa natrehana tamin’ireo mpampia... |
Ohatra f0 ny fandraisana ny kolontsaina vahiny, nitondra inona teo amin’ny 1 l 2 em |
Fanadihadiana nampanaovin’ ny urer ary notontosaina fikambanana telo tam- tam sy ny ymca ary ny fimima sy ny kaominina miaraka, janoary 2008 |
Lohatenin’ny boky ich kehre zur ck, dadabe! Izay nadika tamin’ny teny malagasy hoe hiverina aho, dadabe! Mpanoratra nasrin siege nandika tamin’ny teny malagasy sophie k spert rakotondrainy sy mparany rakotondrainy mpanonta ny boky trano printy fiangonana loterana malagasy tpflm antananarivo. Taona nivoahany tamin’ny te... |
Anton’ny safidy teo amin’ny kilasy |
Ny mponina ny isan’ny mponina sy ny sokajiny no horesahina amin’izany miainga amin’ny antontanisa nomen’ny tompon’andraikitra tao amin’ny kaominina. Araka ny fanisam-bahoaka farany natao tamin’ny taona 2007 àry dia toy izao ny isan’ny mponina sy ny fitsinjarany. |
Mangina ny fo lasan’lona mangina ry saina miredy mangina ry tsiahy mitambolona mitonia ry fanahy verivery |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.