text stringlengths 9 415 | label stringclasses 2
values |
|---|---|
Ny Cap Business Océan Indien kosa manamora ny fidirana amin’ny teknolojia avolenta. | positive |
Maty nananton-tena tao amin’ny fokontany Ampandrozonana, distrikan’i Sambava ny raim-pianakaviana iray, omaly maraina. | negative |
Raha hiverenana ny zava-misy, ny filoha Jean Claude irery ihany no kandida nirotsaka hofidina, araka ny lalàna mifehy ny fifidianana dia azo ataon’ny mpifidy ny mandany azy amin’ny alalan’ny tehaka na ny “acclamations”, na manao ny latsa-bato. | positive |
Niampy ny fitaovana fidorohany izany. | negative |
Teo no ho eo ihany, nidina ifotony nijery ny zava-nisy ny zandary. | positive |
Hitan’ny mpanjono izy ka avotra sy tody an-tanety. | positive |
Tafalatsaka tamin’ny lalan-diso, araka izany, izy. | negative |
Nilaza kosa izy ireo fa azony tamina varotra omby tao Ihosy ny vola. | negative |
“Mitodika amin’ireo firenena, mitovy fomba fijery ara-diplomatika mba hisian’ ny fiaraha-miasa matotra, samy mahazo tombony sy tsy mifanambaka “Gagnant-gagnant” raha tena te handroso isika”, hoy izy. | positive |
Tsy nisy nahafantatra ny fisian’ny grenady tao an-tranony, namoy ny ainy vokatry ny fipoahan’io fitaovana mahery vaika io ny zanaky ny tompon-trano tao Andongoza, fokontany Savahaonina kaominina ambanivohitra Andrainjato Est, distrikan’i Lalangina, ny zoma lasa teo. | negative |
Nanomboka teo ny fizaran-kevitra, satria nisy ireo mpanakanto mpiara-dia tamin’ny tale natsahatra no naneho ny tsy fankasitrahany izany. | negative |
Misy amin’ny mamo no torana tsy mahatsiaro tena. | negative |
Mandritra ny hateloana ny fitsaharana ka ny alakamisy indray izany vao hiverina an-dakilasy izy ireo. | negative |
“Aoka isika ho mailo fa tsy kely lalana ny ratsy”. | negative |
Habibiana tsy roa aman-tany no niseho tao Bekily, omaly. | negative |
Manararaotra ny tsy fahalalan’ny tantsaha ny mpanam-bola sy ny manampahefana. | negative |
Ho hentitra kokoa ny fandrindrana ny asa ao anatin’ny hamehana satria efa mihodina ny ivontoerana manokana izay nampiasaina nandritra ny fandalovan’i Cheneso. | positive |
Midira ho mpikambana raha manahy ny amin’ny hoavinao, ny hoavin’i Madagasikara, indrindra fa ny hoavin’ny taranaka ianao”, hoy izy ireo. | positive |
Notanterahina niaraka tamin’izany koa, ny lanonana fandraisana fibaikoana ho an’ny Komandin’ity holafy vaovao ity, ny Kapiteny Raharimanitra Sitraka. | positive |
Olana goavana ohatra izany mankany Farafangana izany, faritra Atsimo Atsinanana. | negative |
3,50m ny refy filazana loza manambana eo Ambohimanambola. | negative |
Manamafy ny minisiteran’ny Asa vaventy, fa mitohy ny asa fanamboarana sy ny fanamafisana azy, amin’ny maha vonjimaika ity fivilian-dalana ity. | positive |
Dingana tsy azo dinganina fa tsy maintsy atrehina sy tanterahina hisian’ny lamina sy fahamarinan-toerana politika. | positive |
Notanterahina, omaly, ny dingana faha-5 amin’ny fifaninanana “Rally Raid Moto”, izay atao any Dakar. | positive |
Handrahona sy hanorana miatoato any amin’ny ilany atsinanan’ny Nosy manontolo vokatry ny varatraza. | negative |
Zezika azo avy amin’ny solfata amôniôma tamin’ny fitrandrahana nikela sy kobalta, ampifangaroana amin’ny zezi-bazaha NPK sy DAP ity hozaraina ity. | positive |
Resy lahatra tamin’ny fandaharanasan’ny filoha Rajoelina Andry ireo mpamatsy vola ka hanampy antsika. | positive |
sady mpamatsy ody gasy ny namany nanao fanafihana tao amin’io fokontany io. | negative |
Amin’izao fotoana izao, tsy maintsy mamoaka am-paosy. | negative |
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ny 24 janoary teo, tany Arivonimamo, faritra Itasy ny tetikasa Dinaamicc. | positive |
Ratsy ny vokatra ho an’ny taranja iraisana handball sy ny beach soccer, raha ny fifaninanana afrikanina ho an’ny ekipam-pirenena no lazaina, tamin’ity taona 2022 ity. | negative |
Hisy vaomiera hajoro hijery ny atontan-taratasy momba izany. | positive |
Naratra mafy koa ny zaza roa niaraka taminy saingy efa nahazo fitsaboana. | negative |
Iray hafa nangalatr’omby | negative |
Hanovozana ny angovo ho enti-miainga sy manarina ny fahavoazana nateraky ny aretina Covid, ny ady maneran-tany, ny olana anatiny toy ny rivo-doza sy ny voina samihafa. | negative |
Momba ny fitorian’ilay “officier de police” ao amin’ny fitondram-panjakana azy. | negative |
Mbola nisitraka rano madio sy fitaovana fidiovana avy amin’ny Unicef ihany koa izy ireo. | positive |
Manao tohivakana. | positive |
Hisokatra anio amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo eto Madagasikara. | positive |
Manahy ny hisian’ny korontana ato ho ato koa ry zareo. | negative |
Tamin’ny ankapobeny, naneho ny fahaizany mifehy ny fiangaliana ny dihy an-tanan-dehibe ireo mpandray anjara teny an-toerana. | positive |
Misy olom-boafidy tonga amin’izany na mahavatra manao izany amin’ny olom-boatendry sasany; na mpiray donak’afo na mpifanila tokotany izao aza. | negative |
Zava-doza no niseho tao amin’ny fokontany sy kaominina Brieville, Ambanitsena, distrika Tsaratanàna, omaly. | negative |
Marina fa samy sahirana isika. | negative |
Nivoatra any amin’ny maherin’ny 150 km miala ny morontsiraka ity rivodoza ity, omaly ary hanalavitra hatrany izy manomboka anio. | positive |
Tobim-pahasalamana mandray marary ary manana ny fitiliana hanaporofoana na aretina tazomoka na tsia ireo nomena fahaiza-manao. | positive |
Mandresy amin’ny isa 2 no ho 0 ny Barea de Madagascar, raha ny vinavinan’ireo mpijery nanaovana fanadihadiana. | positive |
Voasambotry ny zandary ny lehilahy iray namaky “karaoké” tao Analakapaina, fokontany Alatsinainy Ankitsikitsika, Kaominina Antsahalava, Distrikan’Antanifotsy, ny 25 janoary teo. | negative |
Vao 18 taona monja, tsy niala alavitra akory ny trano fonenany fa teo amin’ny 300 m ity vehivavy ity. | negative |
“Hidina ifotony isika, hitsinjo ny vahoaka any amin’ny faritra rehetra”. | positive |
Natao ny fanadihadiana rehetra ho fanatsarana sy fampitomboana ny vokatra. | positive |
Efa potika tanteraka ny tarehiny, tapa-doha. | negative |
Nefa hoe tsy hahemotra ny fifidianana, ary tsy hivadika zavatra hafa ny raharaha. | negative |
Tombony lehibe, saika ahitana voly akondro ny faritra maro eto amin’ny Nosy afa-tsy ny any Atsimo. | positive |
Nanamafy izany ny depiote Raholdina Naivo, omaly fa misy tsy mahavita ny andraikitra nankinina taminy ireo mpitantana sasany ka manimba endrika ny filoham-pirenena. | negative |
Mila alefa na mandeha manao fanaraha-maso amin’izany izay vondrona politika mahazo antoka ny lisitry ny mpifidy fa hoe ny lisitra teo aloha no hamenoana ny tsy feno amin’izao fa tsy tratra ny tanjona. | positive |
Hisy fanentanana avokoa ireo boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra. | positive |
Vary maniry eny an-tanimboly mihitsy no angalarin’ireo dahalo ho an’ity tao Maherinteny ity. | negative |
Ankoatra izay, voasambotra sy naiditra am-ponja ihany koa ireo dimy lahy mpanao sinto-mahery ikoizana ao Nosy Be. | positive |
Indrokely anefa, tsy an-jaza ihany koa ny vidiny. | negative |
Fanamby goavana miandry amin’izany ny mialoha sy mandritra ary koa ny ho fankatoavana ny ho voka-pifidianana eo, araka ny nambarany. | positive |
Ambony indrindra ny vidim-piainana | negative |
Nandresy tamin’ny isa 111 no ho 105 an’i Detroit ny Dallas ny alatsinainy lasa teo. | positive |
Misy fikonokononana fitokonana | negative |
Etsy ankilany, voasambotra sy atao famotorana ilay mpamily voalaza ho nahavanon-doza. | negative |
Mitsinjara amin’ny faritra 17 ny tra-boina, 20.980 amin’izy ireo. | negative |
Araka ny fandaminana, handray ny beach soccer sy ny beach volley ary lomano sy ny volley-ball miampy ny tae-kwon-do sy ny karate ny faritr’i Boeny. | positive |
Tanterahina amin’ireo foibem-pitondram-paritry ny fanabeazam-pirenena (Dren) miisa 23 izany. | positive |
Nanao hetsika fanentanana ny olom-pirenena handray andraikitra ka hisoratra anarana ao anaty lisim-pifidianana koa ny tanora Tim Fianarantsoa . | positive |
Ny fizahana nataon’io sambo mpanjono espaniola io no nafahana nijery ny taratasin’ilay sambo, ka tamin’izany no nahalalana fa tsy misy mampanahy tao anatiny. | positive |
Efa fiatrehana ny fifidianana izao… | negative |
Nilentika vokatr’io ilay raim-pianakaviana sy ny zanany. | negative |
Hita fa tsy ara-dalàna nefa ny taratasy fanjonoanan’izy ireo taorian’ny fisavana. | negative |
“Efa ho avy tsy ho ela ny fitaovam-panindromana ilaina amin’ny fanaovana ny vaksiny BCG tokony hataon’ny zaza vao teraka ka hatramin’ny iray volana ahaterahany. | positive |
Nambarany fa tsy fitandremana ny antony nahatonga izao. | negative |
Dibo-drano i Mahajanga | negative |
Manomboka izao, ny Vondrona Axian sy GreenYellow mampiasa ny toby NEA Ambatolampy manana hery avy amin’ny masoandro 40 MW sy vonjy taitra 5 MW no goavana indrindra aty amin’ny ranomasimbe Indianina. | positive |
Tsy handroso isika raha tsy eo ny fihavanana sy ny fahamarinana, araka ny fehin-kevitry ny antoko Politika demokraty kristianina (PDCM). | negative |
Tsy fantatra mazava hoe hataon’ity jiolahy ity inona amin’ny andro amin’ny 1 ora sy 30 mn ireo fitaovana ireo. | negative |
22 ireo tolotra tsy andoavam-bola mandritra ny famonjana nefa maro ny voafonja no iharan’ny kolikoly , araka ny fanazavana nentin’ny vaomieram-pirenena mahaleo tena momba ny zon’ | positive |
Ho an’ny “RDJ Mozika 2022”, hotontosaina ny zoma izao ny lanonana manetriketrika, eny amin’ ny CCI Ivato. | positive |
Hetsika efa fanaon’ny mpitantana eo anivon’ny ANAC, sampana Analamanga, ny manao kaonseritra iray, hanehoany ny fahaizan’ny mpianatra avy eo amin’izy ireo. | positive |
Mbola ho betsaka ny rotsak’orana entin’ny rivodoza CHENESO eto Madagasikara. | negative |
Mitarika any amin’ny faharatsian’ny kalitao sy tsy fahampiam-bokatra izay faharatsian’ny masomboly izay. | positive |
Nilaza ny minisiteran’ ny Fahasalamam-bahoaka fa hanao ezaka goavana amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fandraisana eny anivon’ny hopitaly sy ireo tobim-pahasalamana fototra amin’ity taona 2023 ity. | positive |
Avy amin’ny fokontany iray tsy lavitra, nalain’io lehilahy io ny vilany lehibe niaraka tamin’ny fotsim-bary tao amina tokantrano anatin’ny fokontany Ambohimpiainana. | negative |
Notanan’ny zandary natao fanadihadiana ny mpamily ny fiara nitondra ny razana sy ireo mpampiasa ity tovovavy namoy ny ainy ity. | negative |
Anisan’izany ny Safidy, efa nanao izany tamin’ny fifidianana ny taona 2018. | positive |
Eo koa ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny kere any atsimo. | negative |
Nisy ny fandrindrana mialoha ny asa hatao, mba hampihenana ny fiantraikan’izao tranga vokatry ny toetr’andro ratsy izao. | positive |
Voalohany eo amin’ny tantarany, tafita hiatrika ny manasa-dalana amin’ity fifaninanana afrikanina ity isika. | positive |
Tsiahivina fa naratra ny tenany, ka tsy afaka nilalao tamin’ny fihaonan’i Dallas sy Utah Jazz. | negative |
Tsiahivina fa anisan’ireo mitsikera mafy ny tsy mety ataon’izao fitondrana izao ity, olon’ny amiraly Ratsiraka ity. | negative |
Na misy ny tsy takona afenina intsony, tsy azo leferina, mila vakina bantsilana… | positive |
Ny zoma maraina nandritra ny fandaminana vao nahatsikaritra ireo mpiasa fa tsy teo amin’ny toerana intsony ireo seza eo | negative |
Nambarany fa nandritra ny volana janoary teo, nahatratra 165 ny fizaham-pahafatesana nataon’ izy ireo, efatra tamin’ ireo vokatry ny hanoanana avokoa. | negative |
Nieren-doza ny fianakaviana iray. | positive |
Nifandona tamin’ny Bmw iray teo amin’ny fiolanana ity fiarakely ity ka niezaka niala ny mpamily roa tonta. | negative |
Efa nahafeno ny fepetra ara-panjakana izy, ka anisan’izany ny fahazoan-dalana ara-tontolo iainana, ohatra». | positive |
Nozaraina tamin’izany ny vary milanja 5950 kilao. | positive |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.