text
stringlengths
9
415
label
stringclasses
2 values
Voasambotry ny mpitandro filaminana ny roa lahy mpamboly rongony tao amin’ ny tanànan’i Beamalombe, 30 km atsinanan’ny fokontany Doany, distrikan’Andapa ny faran’ny volana janoary teo.
positive
Mbola manana tombon-dalana ihany ny fitondrana amin’izao mba miezaka amin’ny asa miandry amin’ny 2023.
positive
Efa mandeha rahateo ny kajikajy amin’ny endriny maro.
negative
Tsy nisy ny aina nafoy vokatry ny valanaretina ho an’ny herinandro farany.
positive
Mametraka ny teny faneva ny Tim etsy amin’ny boriborintany fahaefatra, amin’izany : “Tanora mandray andraikitra ho an’ny firenena”.
positive
Nandalo teo anatrehan’ny fampanoavana ny alakamisy lasa teo, niakatra tao amin’ny mpitsara mpanao famotorana indray izy io omaly io.
negative
Misy ny omanina iray andro mialoha, izay mety hiverenena rahampi­tso, kanefa raha diso kely fotsiny ny endri-pahamasahany dia efa tsy mety”, hoy hatrany i Chef Lalaina.
positive
Ny hohanina anio aza rahampitso vao haloa.
negative
Nentina nihazo ny CSBII Ambohimanjaka izy ireo.
positive
Noho izany, mety ho voakasiky ny tafiotra manodidina ny 50 hatramin’ny 80 km isan’ora ireo distrika amin’ny morontsirak’i Menabe sy Atsimo Andrefana, omaly sy anio.
negative
Namoaka filazana ny tompon’andraikitra any an-toerana fa miato ao anatin’ny telo andro ny fampianarana ma­no­m­boka anio hatramin’ny alarobia.
negative
Na izany aza, tsy mitsabaka amin’ny fifidianana ry zareo, fa manana ny safidiny ny vahoaka malagasy.
positive
Tsy tratra ny vinan’ny Ceni hoe 13,5 tapitrisa ny isan’ny mpifidy voasoratra anarana.
negative
Anisan’ny mahazo kiana mamaivay noho ny tsy fahombiazana.
negative
Sady tsy ho ampy anefa izany, no tsy ho azo hianteherana satria vonjy ranovaky sy hamehana.
negative
Entana very tao amina trano fisotroana iray tao anatin’ny kaominina ireto tra-tehaka ireto.
negative
Hatao any Ste Marie kosa ny Voile ary any Fort-Dauphin ny Surf.
positive
Tsiahivina fa anisan’ny nahazo takaitra mafy tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Che­ne­so teto amin’ny Nosy i Vava­va­tenina, Analanjirofo, Fenoarivo Antsinanana, ary Mananara Avaratra.
negative
Ankoatra ireo, nisy ny naratra (ratra maivana) vokatry ny hafaliana ka nifanositosika nandritra ny lanonana tao Mahamasina.
negative
Amin’ny maha olom-pirenena, adidy aman’andraikitra ny fanolorana fanampiana ka izay voatsirambin’ny tanana no hanatanterahana izany.
positive
Tsy ampy ny famokarana eo amin’ny lafiny varotra anatiny.
negative
Raha efa somary nangingina, niverina indray ny halatra taova any amin’iny tapany atsimon’ny Nosy iny.
negative
Hanome asa 4.
positive
Tsy fantatra kosa izay toerana nanafenany ireto entana halatra ireto.
negative
Hihaona matetika isika ary ho henonareo tsikelikely ny hira vaovao », hoy ny nambarany.
positive
Afaka nanao tolotra hatrany i Mbaye, izay nanahirana ny vodilaharana ma­lagasy.
negative
Anisan’ny nanavotra betsaka ny Barea i Nina, mpi­andry tsatoby.
positive
Natokana ho an’ny ankizy ny andron’ny alarobia.
positive
Tsy haharitra anefa izany fa mety ho iray volana raha ho ela indrindra”, hoy ny fa­nazavan’ny polisim-pirenena.
negative
Taranja efatra ihany no hany misitraka ity fiofanana any Chine ity: ny Bad­minton, ny atletisma, ny te­nisy ambony latabatra ary ny fibatana fonjam-by.
positive
Araka ny lalàna anefa, ny fisamborana na famarotana ireo karazan-gidro ireo, dia handoavana onitra an-tapitrisany sy mampigadra 5 hatramin’ny 10 taona.
negative
Niditra fiolanana teo amin’io toerana io, tsy voafehin’ny mpitondra azy ny familiana ka nisosa nanaraka ny arabe ilay moto.
negative
Hatreto, baolina 2 no matiny tamin’ity fifaninanana, ity.
positive
Salama tsara avokoa ireo mpilalao ary mangataka ny fanohanana sy fitondrana am-bavaka amin’ny Malagasy, mandritra ny 90 mn.
positive
Nisy ny fanomezana fanafody sahaza sy mifandraika amin’ny aretina.
positive
Hoan’ny andiany 2022, nibata ny sokajy misongadina indrindra i Mad Max.
positive
Mikasika ny fanononana anarana fa voarohirohy sy niray tsikombakomba tamin’io rahaharaha aferana basy io ihany.
negative
Nikara­kara hetsika toy ny fanao isan-taona “Zara hafaliana” ny mpitantana ka miisa 200 mahery ireo zokiolona nozaraina fanampiana ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN) ho fanampiana azy ireo amin’ny fety.
positive
Ankoatra izay, notolorany fisaorana manokana ny rehetra nanampy ny Barea de Madagascar, ka nahatafitana amin’izao dingana izao.
positive
», nopotehina tamin’ny « Au revoir » izay notefitefena ka lasa « mandrapihaona ».
negative
Teo ny fikarohana nataon’ireo mpianatra momba ny loza mety hitranga.
positive
Tsy ireo eto Antanana­rivo ihany ny mitalaho ny hisian’izany fa ireo any amin’ ny faritra 21 hafa manerana an’i Madagasikara.
positive
Naiditra am-ponja vonjimaika ny alarobia teo ilay mpisoloky olona tao Soa­nierana Ivongo.
negative
Mitombo manaraka izany koa ny fihariana tsy manara-dalàna, in­drindra amin’ny varotra.
negative
Raha ohatra misy finiavana politika ny fitondrana na ny governemanta hijoro eo, tsy ho lava ny fanatanterahana fifidianana.
positive
Azo atao foana ny vaksiny BCG amin’ny fotoana ahatonga­van’ny fitaovam-panindromana fa tokony hotohizana avokoa ny vaksiny hafa rehetra andiany enina mialoha ny faharoa taonan’ny zaza.
positive
Ma­nampa­haizana avokoa ny an­kama­roan’ireo mpanao politika.
positive
Laharam-pahamehana ho an’ny federasiona tsirairay ny firesahana ny fanomanana sy ny fampivondronana ireo atletany sy mpilalaony hiatrika izany, anisan’izany ny taranja basikety.
positive
Ho hentitra ny fijerena sy fisafidianana izay mpikatroka mendrika mba hahazoana izay atleta tena afaka hibata fandresena amin’ny lalaon’ny Nosy hatao eto Madagasikara, ny 25 aogositra hatramin’ny 3 septambra izao.
positive
Teo koa ireo manam-pahefana sivily sy miaramila…"
positive
Anisan’ireo horaisin’ny filoha Rajoelina Andry amin’izao fiandohan’ny taona vaovao izao ireo governoran’ny faritra.
positive
Rehefa nanontaniana ny lehiben’ny dokotera any an-toerana dia tsy nety nanambara ny vokatry ny fitiliana.
negative
Na­hitana karazan-kazo telo samy hafa ny nambolena tamin’izany.
positive
Eo ny fiantraikan’ny krizy Covid-19, ny fidangan’ny vidin-tsakafo, ny angovo vokatry ny fiovan’ny toetr’andro ary ny ady, toy ny any Ukraine.
negative
Manen­ta­na an’ireo afa-mifanome ta­na­na amin’izao fahavoazana ma­hazo ny firenena izao koa izy ireo.
positive
Tsy mena-mitaha ny mozika malagasy!
positive
Tafahoatra ny kajikajy ataon’ny sasany.
negative
Hanao an­garedona ary vonona handray anjara mitambatra amin’ny raharaham-pirenena izy ireo.
positive
Fantatra ny mombamomba azy.
positive
Mandray anjara amin’reo hetsika goavana maneran-tany momba ny mozika foana ireo mpanakanto malagasy.
positive
Ity tetikasa ity dia tanteraka noho ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny federasiona malagasy (FMTT) sy ny federasionan’i Chine.
positive
Anisan’ny faritra ahitana tranga vaovao hatrany isan-kerinandro, araka ny antontan’ isa.
negative
Olona roa hafa indray nosamborina tamina vaky trano.
positive
Natao ny ala nenina rehetra saingy tsy tana ny ainy, ny zoma hariva lasa teo.
negative
Io no misahana ny fikarakarana rehetra.
positive
Tsy nisy fi­karakarana ny fotodrafitrasa mitondra rano manondraka tanimbary, 4500 ha tany am-boalohany.
negative
“Ny asan’ny fitsarana mihitsy no voasembantsembana ka tokony hojeren’ny fanjakana akaiky izany”, raha ny fanazavan’ny filohan’ny holafitra hatrany.
negative
Politika io, arakaraka ny fifandanjan-kery sy izay kendrena amin’izany.
negative
Teo koa ireo vehivavy sy tanora Tim eny Atsi­mon­drano.
positive
“Efa nampitandrina ny mpamily hanaja ny hafainganam-pandeha ireo mpandeha”, hoy ny zandary nanao famotorana.
negative
Nanterin’ny HVM any Frantsa fa antoko politika manana drafitra maty paika, vina mijery lavitra novolavolaina mifanaraka amin’ny filan’ny maro an’isa ny antokon’izy ireo.
positive
Kila hotohoton’ny afo ny trano miisa 11.
negative
Ho an’ny fikambanana Apinga manokana, ezaka ataon’izy ireo ny hanatsara ny zava-bita sy ny ezaka vita hatrizay mba hanandratana avo ny kolontsaina malagasy.
positive
Ankoatra ny fisamborana ireo biby ireo, eo ny fanapotehana ny toby voajanahary fonenany amin’ny alalan’ny fitrandrahana ny ala sy ny harena an-kibon’ny tany tsy ara-dalàna.
negative
Mitohy ihany koa ny fisafoana eny amin’ny elakela-trano isan-karazany.
positive
Ary nahavita “8 rebonds” sy tolotra 5 izy.
positive
Notanterahina teny amin’ny Toby Jene­raly Ismael Mouni­bou, 1er Bataillon Para­chutiste, Ivato omaly, ny fisoratam-panambadiana faobe ho an’ireo miaramila tsy mbola nahavita izany tao an-toerana.
positive
Mitsinjara ao anatin’ ny faritra 15 ireo traboina miisa 16 688.
negative
Raha tany amin’ny 100 taona lasa, nisy 400 t isan-taona ny vokatra, 100 taona aty aoriana 70 t sisa tamin’iny 2022 iny.
negative
Fandalovan’entana eo amin’ny «scanner», fomba iray fanaraha-maso ireo entana raha mifanaraka amin’ny fanambarana natao.
positive
“Mihena ny tahiry”
negative
Nisitraka tetikasa maro ny fokontany ao anatin’ny boriboritany fahaefatra nandritra ny taona lasa, hoy ny tompon’andraikitra na­naovana fanadihadiana.
positive
Efa ny vaovao teo ihany no miverina sy nambarany.
negative
Tsy tokony hanary toky fa mbola misy ny azo antenaina sy ny azo hatao.
positive
Tsy misy ny anarana miverina"
positive
Ho an’ny MHM, tsy hoe fahazoana toerana no mahamaika, fa ny fahatongavan’ny antoko na mpisehatra politika samy manana ny anjara tandrify azy.
positive
Anisan’ny tolotra sy zo fototra tokony hositrahan’ny voafonja ny hahazo fitsaboana, hotsidihan’ny fianakaviana sy hifanerasera aminy…"
positive
Mbola hitohy hatrany ny fitsidihana ifotony ireo tsenabe eto an-dRenivohitra.
positive
Te hitondra fijery vaovao amin’ny fomba fanaovana politika ny tenany, araka ny nambarany.
positive
Efa misy fiantraikany goavana amin’ny fambolena ny fiovaovan’ny toetr’andro.
negative
– Ny fanomezana ohatra miainga amin’ny tsirairay eo amin’ny ankohonana, ny fianakaviana, ny mpiara-monina, ny mpiray antoko, ny mpiray fivavahana…
positive
Ilaina koa ny fampiofanana eny ifotony satria izany no tena ilain’ny firenena.
positive
Na izany aza, nambaran’ny eo anivon’ny Ceni fa mbola hiova ny tarehimarika, fa tsy mbola miakatra ny vokatry ny fanisana mpifidy eny anivon’ny kaominina mankeny amin’ny distrika.
negative
Tsiahivina fa nifampiarahaba, noho ny taona vaovao, ireto mpikatroka eo anivon’ny Tim eny Talatamaty ireto.
positive
Betsaka ny faritra iva tondraka raha vao mirotsaka betsaka sy maharitra ny orana eto an-dRenivohitra ary tsy misinda ny rano raha tsy andro maromaro aty aoriana.
negative
Tsy nisy fanazavana, nanambana basy ny ray aman-drenin’io zazavavikely 9 taona io ireo olon-dratsy.
negative
Ny “L’urgence de la foi” an’i Andy Rasoloharivony ary ny “Iray lalana” an’i Fitiavana Ratovo.
positive
Dingana goavana, vokatra nisongadina ary tantara vaovao ny zava-bitan’ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ta­ranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2022”.
positive
Ho lasa masoivohon’ny “La rue nous concerne”, izany hoe hampita hafatra amin’ny fiarahamonina ireto tompondaka ireto.
positive
Marihi­na fa efa mpisoloky tany Turquie, Afrika Atsimo, Alge­rie izy ireo, hoy ny zandary.
negative