url
stringlengths
41
46
title
stringlengths
10
284
date
timestamp[s]date
2007-09-12 12:24:22
2025-12-16 16:17:35
author
stringclasses
1 value
content
stringlengths
113
36.1k
https://mg.globalvoices.org/2023/05/17/164010/
Tatitra Unfreedom Monitor: Kamerona
2023-05-17T03:38:19
Unknown
Sary avy amin'i Ameya Nagarajan Efa ela no sarotra ny fifandraisana eo amin'ny fampitam-baovao sy ny teknolojian'ny serasera amin'ny fitondrana tsy refesi-mandidy. Ny Unfreedom Monitor dia fisantaran'andraikitry ny fikarohana ato amin'ny Global Voices Advox mandinika ny firongatry ny fitondrana jadona voatambajotra na...
https://mg.globalvoices.org/2023/05/19/162435/
“Black Race Trophy”: mankalaza ny asa manohitra ny fanavakavaham-bolonkoditra ao Brazila sy any ivelany
2023-05-19T06:08:22
Unknown
Omena ho an'ireo mpikatroka izay mandray anjara amin'ny ady manohitra ny fanavakavaham-bolonkoditra ny amboara : Giovana Fleck/Global Voices Ao anatin'ny vanim-potoana izay itomboan'ny fanavakavaham-bolonkoditra ao Brezila, tsy ela akory izay dia  misy loka iray anasongadinana ireo mpanao politika, mpihira, mpikatroka...
https://mg.globalvoices.org/2023/05/17/164178/
Kamerona : Fahalalahana voageja
2023-05-17T07:41:02
Unknown
«Tafa momba ny COVID-19 niarahana tamin'ny mpanao gazety, nataon'ny Ministeran'ny Fahasalamana ao Kamerona. Sary an'ny CDC Global ao amin'ny Flickr. Nampiasàna lisansa CC BY 2.0 . Ny tany fambolena akondro ao aminy no tena ahafantarana ilay toeram-pambolena ao Mbanga any amin'ny faritra Littoral , miala 310 km an'i Ya...
https://mg.globalvoices.org/2023/05/16/164077/
Tsy misy olona adino: Mampiroborobo ny fiteny indizeny ao Ghana
2023-05-16T17:06:52
Unknown
Sary nomen'i Mohammed Kamal-Deen Fuseini ary nahazoana alalana taminy. Niasa tamin'ny alalan'ny tetikasa Wikimedia mba hampiroboroboana ny fiteny indizeny ao Ghana i Mohammed Kamal-Deen Fuseini mpikatroka fiteny mikatsaka ny “tsy hisian’ny olona adino noho ny sakana amin'ny fiteny”. Amin'izao fotoana izao izy no mpia...
https://mg.globalvoices.org/2023/05/09/164042/
Ny rakibolana kelin'i “Cha Bubo”, fiteny ao Butembo ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kôngô
2023-05-09T02:05:45
Unknown
Ny fo ara-toekaren'ny tanànan'i Butembo, tany amin'ny manodidina ny taona 2000. Sary tahiry an'i M. Makadisi sy Umbo Salama, fampiasàna nahazoana alàlana Naverin'ny Global Voices noraisina ity lahatsoratra ity ho ampahany ao anatin'ny fifanarahana fiarahamiasa miaraka amin'ny www.icicongo.net . Ny lahatsoratra niaingà...
https://mg.globalvoices.org/2023/05/08/164003/
Ao Burundi, mitohy ny fiantraikan'ny tondradrano amin'ireo mponina manodidina ny tanàndehibe
2023-05-08T12:54:18
Unknown
Mponina vitsivitsy avy ao amin'ny vohitr'i Gatumba no mirobo-drano. Sary an'i Ferdinand Mbonihankuye, fampiasàna nahazoana alàlana Any amin'ireo vohitra sasantsasany manodidina an'i Bujumbura, renivohitr'i Burundi, miverimberina matetika ny tondradrano nefa tsy mbola mahita vahaolana maharitra ny fanjakàna. Nanomboka...
https://mg.globalvoices.org/2023/04/21/163797/
Zakan'ny malagasy hatrany ny fisondrotry ny vidin'ny entana ilaina andavanandro
2023-04-21T03:54:31
Unknown
Pikantsarin'ny fantsona YouTube de Deutsche Welle Nahitana fiakarana mihoa-pampana ny vidin’ny entana eny an-tsenan’i Madagasikara hatramin’ny fiandohan’ny taona. Tsy sahin’ny Malagasy ny miresaka an-karihary izany, ka miaritra araka izay tratra ry zareo, fa mitaky fandraisana andraikitra avy amin’ny fanjakana ny hala...
https://mg.globalvoices.org/2023/04/24/163852/
Mafy ny adin'ireo mpiompy mpifindrafindra toerana ao Avaratr'i Nizera (Niger), noho ny haintany
2023-04-24T12:53:03
Unknown
Mpiompy mpifindrafindra toerana, miala sasatra eo akaikin'ny toby vonjimaikan-dry zareo. Sary an'i Khamed Najim, fampiasàna nahazoana alàlana. Nizera no voasokajy ho firenena fahadimy midadasika indrindra ao Afrika (ary faha-22 manerana izao tontolo izao), manana velarana mirefy 1 267 000 km². Nefa 80% amin'ny taniny ...
https://mg.globalvoices.org/2023/05/03/163952/
Fatiantoka ara-toekarena nozakain'i Kenya noho ny fijoroana manohitra ny LGBTQ+
2023-05-03T08:29:21
Unknown
Fanaingoana natolotr'i Sydney Allen tam-pitiavana Nosoratan'i Linda Ngari Very vola be i Kenya noho ny fanarahamaso diso tafahoatra nataony an'ireo olona milaza ny tenany ho vehivavy mitia vehivavy, lahy mitia lahy, manana taovam-pananahana roa, nanova fananahana, pelaka na tsy manaraka ny fenitra fiarahana olon-droa...
https://mg.globalvoices.org/2023/04/12/163707/
Repoblika Demaokratikan'i Kôngô, omen'i Bulebe Hangi aina vao ny fiteny Kihunde
2023-04-12T13:03:52
Unknown
Fametrahana fandaharanasa ho fampianarana ny fiteny Kihunde, pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny Méthodes Bulebe Hangi Firenena voalohany be mponina indrindra ao Afrika mampiasa sy miteny frantsay , ahitàna foko mihoatra ny 400 miparitaka manerana ny firenena ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kôngô (RDC)....
https://mg.globalvoices.org/2023/03/31/163506/
Ao Tôgô, fo mamelona ny renivohitra ny tsena lehibe ao Adawlato
2023-03-31T07:04:41
Unknown
Iray amin'ireo làlantsara mampiantrano ireo mpivarotra vokatra samihafa. Sary an'i Jean Sovon, fampiasàna nahazoana alàlana Tsy sampanan-dàlana fotsiny ho an'ny ara-toekaren'i Tôgô ny tsenan'i Adawlato, fa maneho ihany koa ampahany manandanja amin'ny lova ara-tantaran'i Lomé renivohitra. Adawlato dia isan'ireo tsena ...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/29/163470/
Global Voices mitady toniandahatsoratra ho an'ny faritra Afrika mampiasa sy miteny anglisy ao atsimon'i Sahara
2023-03-29T06:45:36
Unknown
Tsenan'i Nairobi. Sary an'i Filip Noubel, fampiasàna nahazoana alàlana Raha “eny” no havalinao io fanontaniana etsy ambony io, azonao atao ny mieritreritra hisoratra anarana hitazona ny toeran'ny Toniandahatsoratry ny Faritra Afrika mampiasa sy miteny anglisy ao atsimon'i Sahara. Samy ho andraikitry ny Toniandahatsor...
https://mg.globalvoices.org/2023/04/17/163735/
Fampiasàna indray ireo tavoahangy sy tavoara plastika ao Burundi : mbola lavitra ny làlana
2023-04-17T03:04:39
Unknown
Sary an'ny tranonkala www.ibihe.org, nahazoana alàlana Ao anatin'ny fifanekem-piarahamiasa amin'ny www.ibihe.org dia naverina navoaka eto amin'ny Global Voices ity lahatsoratra ity . Ny lahatsoratra niandohana dia azo jerena ao amin'ny tranonkala Ibihe.org . Telo herinandro mialoha ny fandraràna ireo tavoahangy sy ta...
https://mg.globalvoices.org/2023/04/10/163384/
Mozika borkinabe, fitaratry ny fisokafan'ny firenena amin'ny fanontoloana
2023-04-10T13:33:50
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ilay mpanakanto Smarty, mijoro eo anilan'ny sarivongan'i Thomas Sankara Ao Burkina Faso, azo itarafana ny dindo panafrikàna, ny avy amin'ireo zanaka am-pielezana ary ny iraisampirenena ny fivoaran'ny tontolon'ny mozika, ary manome toerana ho an'ny fahamaroan-karazana sy fiang...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/28/162997/
Undertones: Tanàna cyberpunk any Zimbaboe notarihan'i Shina
2023-03-28T03:38:27
Unknown
Sarin'ny Global Voices mampiasa sary fanehoana ny renivohitra vaovao ao Zimbaboe, Zim Cyber City. Ity tantara ity dia ampahany amin'ny Undertones, taratasim-baovaon'ny Civic Media Observatory ao amin'ny Global Voices. Mamamndriha hahazoana Undertones . Tongasoa indray eto amin'ny Undertones, loharanonao hijerena fama...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/29/163450/
Côte d'Ivoire, miroborobo ny asa fanovana gazetim-panadihadiana momba ny tontolo iainana: tafa niarahana tamin'i Ismael Angoh
2023-03-29T03:45:20
Unknown
Sarin'i Ismael Angoh, fampiasàna nahazoana alàlana Fitrandrahana tsy araka ny tokony ho izy ireo harena ara-tontolo iainana; fanariana fako manapoizina eny rehetra eny, na rano maloto any an-drenirano sy ony: manjaka ny olana ara-tontolo iainana ao Afrika. Izany no antony maha-manandanja ireo mpanao gazety fanadihadia...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/21/163306/
Benin, valan-javaboahary iray lasa toeram-pialofan'ireo vondrona mpihoko
2023-03-21T07:57:46
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny France24 Ao avaratr'i Bénin, misy valan-javaboahary iray lasa toaram-pialofan'ireo mpikomy niampita sisintany, raha i Cotonou ilay mbola eo am-pamerenana mandinika ny tetikadim-piarovany iny indrindra. Tamin'ny 2017, firenena marobe ao Afrika Andrefana, isan'izany i Bénin...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/24/163382/
Global Voices mitady mpiara-miombona antoka amin'ny resaka Media Sôsialy ho an'i Afrika mampiasa sy miteny frantsay ao ambanin'i Saharà
2023-03-24T07:17:42
Unknown
Sary an'i Filip Noubel, fampiasàna nahazoana alàlana. Mpanentana mahomby ao amin'ny media sôsialy ve ianao ary tsy zoviana aminao i Afrika mampiasa sy miteny frantsay? Mamokatra lahatsary fohy sy manintona, feo na voatoaty an-dahatsoratra mahatratra mpanjohy marobe ve ianao? Vonona ve ianao ny hitrandraka sy hifanoson...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/23/163363/
Tanzania : fandrosoana hita amin'ny fanavaozana ireo médias nasiônaly
2023-03-23T08:33:38
Unknown
Mpanao gazety ao Tanzania mandrakotra hetsika iray. Loharanon'ny sary ; ILRI . Attribution-NonCommercial-NoDerivs 2.0 Generic (CC BY-NC-ND 2.0) Volana iray taorian'ny nanesorana ny fandraràna fivorivoriana pôlitika, nanambara dingana vaovao iray lehibe momba ny fanavaozana ny media ny governemanta tanzaniàna. Tamin'n...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/14/163056/
Nandresy tamin'ny Karnavaly tao São Paulo ny sekoly Samba nanoritsoritra ‘Samurai’ teraka tany Mozambika
2023-03-14T03:26:41
Unknown
Parady Mocidade Alegre tamin'ny 2023. Sary: Pikantsary avy amin'ny YouTube. Nanitsy: Giovana Fleck/Global Voices Mocidade Alegre no mpandresy goavana tamin'ny karnavaly 2023 tany São Paulo. Nahazo ny isa ambony indrindra, 270, ny sekoly samba, nandritra ny fanatambaran'isa natao ny talata teo, tao amin’ny Anhembi Samb...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/18/163058/
Vehivavy Mozambikana no nandresy tamin'ny fifaninanana nahandro iraisam-pirenena tany Portiogaly
2023-03-18T09:18:16
Unknown
Tamin'ny 19 Febroary 2023, nivoaka ho mpandresy tamin'ny iray amin'ireo fifaninanana nahandro lehibe indrindra any amin’ny firenena miteny Portiogey ilay Mozambikana Sahima Hajat.  ‘Masterchef Portugual’ no iantsoana ity fandaharana ity, ary dika mitovy amin’ny fandaharana ho an’ny fahaiza-mahandro  BBC MasterChef nata...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/20/163146/
Fiovaovàn'ny toetrandro sy fitrandrahana harena an-kibon'ny tany: ony lehibe roa miala aina ao Côte d’Ivoire sy ao Mali
2023-03-20T12:15:46
Unknown
Ony Sassandra, taloha vaohodidin'ireo honko miaraka amin'ny rano feno trondro. Sary nampiasaina nahazoana alalana tamin'ny CENOZO Azo jerena ao amin'ny tranonkalan'ny CENOZO ity lahatsoratra ity. Aïssatou Fofana (Côte d’Ivoire), Abou Traoré (Côte d’Ivoire) sy Kangaye Sangaré (Mali) no nanoratra azy ao anatin'ny tetika...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/15/163041/
Miditra an-tsehatra eo amin'ny tontolo politika ny vehivavy eto Afrika
2023-03-15T02:40:52
Unknown
Sarin'i Ellen Johnson Sirleaf. Pikantsary tao amin'ny fantsona YouTube an'ny The Guardian Toerana bitika no avelan'ny lalao politika ho an'ny vehivavy aty Afrika, sy any an-kafa. Na izany aza, mitatitra vehivavy roa ambin'ny folo ny kaontinanta, anisan'izany ny vehivavy nitarika nisolo toerana fito avy amin'ny firenen...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/20/163288/
Ao Mali, ny mozika no manome ny sarin'ilay firenena
2023-03-20T03:00:50
Unknown
Saripika ahitana an'i Salif Keita ao amin'ny fantsony YouTube Ananan'i Mali ny karazana mozika tena marolafy noho ny fanànany foko maro samihafa, fiteny sy kolontsaina isankarazany. Lasa iray amin'ireo toerana avo fanandratana ny vakoky ny mozikan'i Afrika araka izany ilay firenena. Efa hatrany amin'ny fahaleovantena...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/14/163180/
Nanova ny tetikadiny hiatrehana ny fanafihan'ireo jihadista i Burkina Faso
2023-03-14T02:11:48
Unknown
Sarintanin'i  Burkina Faso, pikantsary avy amin'ny fantsona Youtube an'ny France 24 Mizaka fifandirana mitam-piadiana sy fikomiana jihadist a efa hatramin'ny 2015, rembin'ny tsy fahamarinan-toerana ara-pôlitika sy ara-piarovana hatrany i Burkina Faso. Toa manandrana tetikady vaovao ny governemanta amin'ny fanasàna an'...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/10/162854/
Kôlera, aretina mbola mampanahy hatrany any Mozambika
2023-03-10T04:31:25
Unknown
Miahiahy ny manampahefana fa avy any Malawi ny tranga, firenena manamorona an'i Mozambika ary nahitana trangan’aretina. Sary: Giovana Fleck/Global Voices Nanomboka ny taona 2000, nahitana trangan’aretina izay tsy dia noresahina firy any amin’ny firenena hafa ny tao Mozambika, nefa mampanahy be ny firenena izany. Kôler...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/07/162856/
Ny zava-doza amin'ny famoràna vehivavy any Mozambika
2023-03-07T03:02:50
Unknown
Ny zava-doza amin'ny famoràna vehivavy any Mozambika Araka ny fanadihadiana nataon’ny Parlemanta Eoropeana, dia firenena 30 any Afrika sy any Afovoany Atsinanana no tena ifantohan’ny fanombihana taovam-pananaham-behivavy. Sary: Giovana Fleck/Global Voices Iray amin'ireo firenena nanamarika ny adihevitra amin'ny lafin...
https://mg.globalvoices.org/2023/03/03/162802/
Navoakan'ny Freedom House ny fomba hanoheran'i Mozambika ny fitaoman'i Shina eo amin'ny sehatry ny fampitam-baovao
2023-03-03T04:03:17
Unknown
Tamin'ny tatitra vaovao nataony mitondra ny lohateny hoe “Beijing's Global Media Influence 2022,” ny Freedom House, fikambanana tsy mitady tombontsoa any Etazonia no nanome hazavana vaovao momba ny fitaoman'i Shina eo amin'ny sehatry ny serasera any amin'ny firenena maro manerana izao tontolo izao, anisan'izany i Mozam...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/28/162846/
Fitambaran'ireo vondrona mpitaky fizakantena ao Mali, mety vao mainka hanasarotra ny olana pôlitika sy ny fiarovana
2023-02-28T20:54:32
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny Tv5monde Info Ao Mali, midina fikatsoana ara-pôlitika vaovao indray sy ara-piarovana ho an'ilay firenena ve ny fitambaran'ireo vondrona telo mitam-piadiana mpitaky fizakantena avy amin'ny Coordination des mouvements de l’Azawad (CMA) ? Azo lazaina ho lehibe ihany i Mali n...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/23/162779/
Fanolorana Loka “Félix Houphouët-Boigny” ho an'i Angela Merkel, hisy fiantraikany amin'ny dingana fampihavanam-pirenena ao Côte d’Ivoire ve?
2023-02-23T06:13:38
Unknown
Pikantsary avy ao amin'ny fantsona YouTube an'ny NCI news . Endrika telo goavan'ny tontolo pôlitika ivoariàna no afaka nihaona nandritra ny fitsidihan'ilay “chancelière” alemà taloha, Angela Merkel, tao  Côte d'Ivoire tamin'ny fandraisan ny loka “Félix Houphouet-Boigny/UNESCO” : Alassane Ouattara , filohan'i Côte d'Iv...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/28/162978/
Ao Senegaly, fifanenjanana eo amin'ny filoha Macky Sall sy ilay mpanohitra, Ousmane Sonko, herintaona mialoha ny fifidianana ho filohampirenena
2023-02-28T03:47:03
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny France 24 Aty amin'ny herintaona mialoha ny fifidianana ny ho filoham-pirenena hatao amin'ny 2024 ao Senegaly, miatrika raharaham-pitsaràna tsy milaza zavatra tsara ho an'ny zotra demaokratika ilay kandidà fototra avy amin'ny mpanohitra, Ousmane Sonko, ao anaty firenena ir...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/28/162982/
Tatitra maneho ny haavon'ny kolikoly tamin'ny fitantanan'ny vola natokana ho an'ny Covid tao Afrika
2023-02-28T20:01:50
Unknown
Sary an'i Olga Lionart avy tao amin'ny Pixabay Nitranga voalohany tamin'ny 16 Febroary 2019 tao Wuhan, tao afovoan'i Shin, namely tampoka an'izao tontolo izao ny COVID 19 tamin'ny 2019 ary niteraka fahafatesana olona efa ho 7 tapitrisa . Nanoloana ny tsy fahampian'ny fotodrafitrasa ara-pahasalamana manara-penitra tao ...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/25/162587/
Mitaky ny zony ety anaty tambajotra ry zareo Togoley
2023-02-25T12:29:40
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny France 24 sampana teny anglisy Manerana ny tany, na tanora na olondehibe dia tsy  misalasala manandratra ny feony hiampanga ireo fitantànana ts mahomby amin'ny sehatra rhetra, ary mitaky  mandritra izay fotoana izay ihany ny fahasambarana ho an'ny vahoaka eny anatin'ny von...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/27/162815/
Fanorisorenana nanjo ny vehivavy iray mpitsara lalao nandritra ny lalao baolina kitra iray, manasongadina ny fanamby atrehan'ireo vehivavy mpitsara lalao
2023-02-27T17:39:23
Unknown
Salima Mukansanga, Mpitsara Lalao Baolina kitra Iraisam-pirenena avy any Roandà. Izy no vehivavy voalohany nitsara ny Fiadiana ny Amboaran'i Afrika ary iray tamin'ireo vehivavy mpitsara telo voafantina hiatrika ny fiadiana ny Amboara Erantany an'ny FIFA tamin'ny 2022, Pikantsary avy amin'ny lahatsary youTube . Tranga ...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/22/162591/
Fitsidihan'i Papa François tao RDC: Mizarazara ny hevitr'ireo Kôngôley momba ny fanambaràna nataony
2023-02-22T03:49:27
Unknown
Pikantsary teo amin'ny fantsona YouTube an'ny TV5 Monde. Nandritra ny fitsidihana episkopaly ny Repoblika Demokratika an'i kongo (RDC) tamin'ny 31 Janoary ka hatramin'ny 3 Febroary, ohatran'ny toa nolazain'ny Papa François ankolaka ny ady mitranga ao Atsinanan'ny firenena. Zakain'i RDC ny fifandonana ao Ituri sy Kivu...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/21/162616/
Lahatsary miparitaka mampiseho ireo voalaza ho fanitsakitsahana ny zon'olombelona nataon'ny miaramila tao Cabo Delgado, Mozambika
2023-02-21T08:20:34
Unknown
Tetezana sisintany ao Cabo Delgado, avaratr'i Mozambika, 4 Aogositra 2009. Sary avy amin'i F. Mira tao amin'ny CC BY-SA 2.0. Tamin'ny 12 Janoary 2023, gaga tamin'ny fizarana lahatsary iray ny tambajotra sosialy tao Mozambika, izay mampiseho ny fandoroana faty nataon'ireo miaramila heverina ho miady amin’ny fampihoroho...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/16/162370/
Melohin'ireo firenena Afrikana miteny paortiogey ny famelezana ny demaokrasia any Brezila
2023-02-16T04:40:41
Unknown
Mitovy teny ifampiresahana, mihetsika hanohana ny filoha voafidy any Brezila ary manameloka ireo fanafihana atao amin'ny paikam-pifidianana sy ny andry telon'ny firenena. Sary: Giovana Fleck/Global Voices Niteraka fanamelohana avy amin'ny mpitondra maro ao Afrika mpiteny paortiogey ny fanafihana vao haingana tamin'ny ...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/15/162559/
Tontolon'ny mozika Tôgôley miditra anaty fanatontoloana, nefa tsy manary ny fototra niaviany
2023-02-15T12:12:37
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona Youtube an'i King Mensah . Tôgô dia toerana iray ifanaretsahan'ireo gadona mozika ary koa zavamaneno nentindrazany tokamiavaka marobe.  Manankarena fitenimparitra maro efa mihoatra ny dimampolo isa ao an-toerana ihany koa ilay firenena, izay manome tontolona mozika maroloko mendrika ny ...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/21/162813/
Ao Nizera, mihoatra ny antsasa-manilan'ireo ankizy no tsy manana sora-piankohonana
2023-02-21T06:26:14
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny Tv5 Monde Marobe ireo antony azo ambara ho misakantsakana ny fandrosoana mankany amin'io fikarakarana ara-panjakàna io: ny tsy fahafantarana ireo dingana atao hahazoana ilay taratasy, ny tsy firaharahian'ireo ray sy reny niteraka amin'ny fanaovana fanambarana fahaterahana....
https://mg.globalvoices.org/2023/02/06/162115/
100 taona taty aoriana, niverina mafonja indray ny Tanabra. Fitontonganan'ny fitiavana mozika Sodaney ve ?
2023-02-06T08:15:30
Unknown
Zava-maneno tendrena feno vakana, lalaovina manerana an'i Sodana. Sehatra ho an'ny daholobe, Sary : ksblack99. Wikimedia commons . Fampiasana ara-drariny. Ity lahatsoratra ity ny Raseef22 no namoaka azy voalohany, sehatra fampitambaovao Arabo, tamin'ny 5 Janoary 2023, ary nosoratan'i Mughira Harbiyeh. Dika nasiam-pano...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/02/162198/
Ahoana no ahafahan'ny Fetibe Black Star Line sy ny hip-hop hampavitrika kokoa ny pan-afrikanisma
2023-02-02T03:51:05
Unknown
Mpanakanto mandoko graffitti amin'ny rindrina ho fanomezam-boninahitra ireo mpanakanto Hip hop sy ny endrin-javakanto. Sary avy amin’ny: Garry Knight. Attribution 2.0 Generic (CC BY 2.0) Tamin'ny fiandohan'ity taona ity, mpanakanto hip-hop amerikana roa, Chance ilay mpiangaly Rap sy Vic Mensa, no nanao ny fanokafana v...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/14/162714/
ONU, nataon'ny governemanta Maliàna lasibatra mivantana tamina fandroahana nisesy ireo solontenany
2023-02-14T16:56:42
Unknown
Pkantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny France 24 Tsy misalasala mandroaka ireo solontenan'ny Firenena Mikambana ny manampahefana maliàna, ho fampahafantarana azy ireny fa tsy leferiny velively, na kely aza, ny kiana, na eo an-toerana izany na iraisam-pirenena, atao amin'ny pôlitikany mankasitraka ny Rosiàna. Ny...
https://mg.globalvoices.org/2023/02/06/162558/
Ao Togo, ampiasain'ilay mpihira Elias Atayi ny mozika mba ho mpivoy ny resaka zon'olombelona
2023-02-06T13:02:37
Unknown
Elias Atayi eo am-pilalaovana gitara. Sary nopihan'i Jean Sovon, nahazoana alàlana ny fampiasàna azy. Togoley mpiangaly mozika i Elias Atayi no sady mpihira, mampiasa ny mozikany ho fanandratana ny zon'olombelona tokony hositrahan'ny vehivavy sy ny ankizy. Tena zavadehibe tokoa ho an'ny ankamaroan'ireo Togoley ny fia...
https://mg.globalvoices.org/2023/01/31/162412/
Manamafy ny feon'ny fiarahamonimpirenena ny tambajotra sosialy ao Togo
2023-01-31T20:08:36
Unknown
Pikantsary teo amin'ny fantsom-pifandraisana YouTube an'ny TV5 Monde Manampy ireo mpitarikevitra any Togo hamadika ny tambajotra sosialy ho tena sehatra fampiroboroboana ny taham-pidiran'ny fampiasana aterineto izay tena avo dia avo tokoa. Manararaotra izany kosa ireo mpanao gazety sy mpikatroka amin'ny fiarahamonimpi...
https://mg.globalvoices.org/2023/01/18/161572/
Mandroso ny zo ho an'ny tsiambaratelon'ny angon-drakitra araka ny lalàna vaovao ao Tanzania, saingy mbola misy ny sakana
2023-01-18T03:31:28
Unknown
Mpandray anjara nandritra ny hetsika TED Global 2007 izay natao tany Tanzania. Sary nahazoan-dalana: Erik Hersman . Attribution 2.0 Generic (CC BY 2.0) Tamin'ny 1 Novambra, nandany ny Lalàna Fiarovana Angon-drakitra Manokana ny Parlemanta Tanzaniana. Tamin'ny volana Septambra, nanambara ny Minisitry ny Teknolojian'ny ...
https://mg.globalvoices.org/2023/01/12/161976/
Antso hisian'ny hetsika amin'ny Andro Iraisampirenena ho an'ny mpifindra monina: Atsaharo ny asa an-terivozona, avereno indray ny masoivohon'ny mpiasa
2023-01-12T08:33:36
Unknown
Asakanton'i Mariam A., fampiasàna nahazoana alàlana. Nabaribarin'ny fiadiana izay ho tompondaka erantany amin'ny baolina kitra natao tany Qatar indray ireo tena zavamisy momba ny zavatra sy fepetra iainan'ireo mpiasa mpifindra monina ; nipongatra ireo tantaram-pamonoana, fandratràna sy fepetran'asa mampidi-doza niaina...
https://mg.globalvoices.org/2023/01/08/161743/
Ahoana ny nidiran'ny Lionan'i Atlas an'i Maraoka ho ao amin'ny tantara tamin'ny mondialy 2022
2023-01-08T04:50:27
Unknown
Afisin'ny lalao football ifanandrinan'i Espaina sy Maraoka. Niavian'ny sary: Jernej Furman. Attribution 2.0 Generic (CC BY 2.0) Niditra tao amin'ny tantaran’ny fiadiana ny tompondaka erantany 2022 tany Qatar ny Lionan'i Atlas. Tsy amin'ny maha-firenena afrikanina voalohany tafita hiatrika ny manasa-dalana amin'ny fiad...
https://mg.globalvoices.org/2022/12/24/161269/
Mpianatra Nizeriana nosamborina taorian'ny fiantsoana ny Vadin'ny Filoham-pirenena ho ‘matavin'ny kolikoly’ tao amin'ny Twitter
2022-12-24T03:14:08
Unknown
Ny Vadin'ny Filoham-pirenena ao Nizeria Aisha Buhari tamin'ny hetsika teo aloha . Sary . Attribution 2.0 Generic (CC BY 2.0) Tamin'ny 18 Novambra, nosamborin’ny polisy Nizeriana ny mpianatra iray 24 taona ao amin'ny famaranan-taonan'ny Fitantanana ny Tontolo Iainana sy ny Fianarana momba ny zavamahadomelina (toxicolog...
https://mg.globalvoices.org/2022/12/16/161356/
Mitontongana ny fahalalahana maneho hevitra ao Tanzania
2022-12-16T07:05:33
Unknown
Sary tam-pitiavana avy amin'i Ameva Nagaraian Ao Tanzania, zon'ny olom-pirenena tsirairay ny fahalalahana maneho hevitra tahaka izay voarakitra ao amin'ny Andininy faha-18 (1) amin'ny lalàm-panorenana . Simba noho ny fankatoavana sy fametrahana mitohy andiana fepetra famoretana nandritra ny taona maro io zo tsy azo am...
https://mg.globalvoices.org/2022/12/15/161525/
Colmena: sehatra media manana loharano misokatra, mampifandray ireo vondrom-piarahamonina ambanivohitra sy ireo indizeny
2022-12-15T05:45:53
Unknown
Sary fanaingoana an'ny Global Voices Nahavoa vondrom-piarahamonina maro ny valanaretina COVID-19, izay mazàna ratsy ny fahafahany mahazo aterineto. Ny sasany aza moa dia tsy maintsy nikatona. Saingy, mba hanamafisany ny fifamatorany, ny firaisankinany, ary ny fizarana ireo fitaovana sy vaovao, dia nitady vahaolana ire...
https://mg.globalvoices.org/2022/12/16/161260/
Tsy ampy ny sakafo an-tobin'ny mpitsoa-ponenana ao Ogandà, miakatra ny vidin-tsakafo ary tsy ampy ny famatsiam-bola
2022-12-16T02:55:56
Unknown
Mpitsoa-ponenana Kongoley ao Ogandà. Misoratra anarana ireo mpitsoa-ponenana vaovao tonga any Ogandà avy any amin'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo mba hahazoan'izy ireo filàna fototra toy ny sakafo, fialofana, rano, fidiovana ary fikarakarana ara-pahasalamana. Mamela ireo mpitsoa-ponenana hiasa, hamboly ny sakafony ma...
https://mg.globalvoices.org/2022/11/21/161119/
Global Voices, mitady toniandahatsoratra hitarika ny fandrakofam-baovaonay ao Afrika mampiasa sy miteny frantsay ao atsimon'i Sahara
2022-11-21T18:15:44
Unknown
Sarintany Wikipedia ahitana ny ao Afrika mampiasa sy miteny frantsay, nampiasàna ny lisansa CC BY-SA 3.0. Raha “eny” no havalinao io fanontaniana etsy ambony io, azonao atao ny mieritreritra hisoratra anarana hitazona ny toeran'ny Toniandahatsoratry ny Faritra Afrika mampiasa sy miteny frantsay ao atsimon'i Sahara . ...
https://mg.globalvoices.org/2022/12/09/161390/
Ny fambaboana fanjakana tao Afrika Atsimo, nataon'ny fianakaviana Gupta: lesona momba ny hery pôlitika miasa mangina
2022-12-09T08:07:21
Unknown
Filoha afrikàna tatsimo teo aloha, Jacob Zuma, nandritra ny hetsika iray tamin'ny 2017. Tompon'ny sary: GovernmentZA, Attribution-NoDerivs 2.0 Generic (CC BY-ND 2.0) Fizaràna toerana tany amina ministera, kolikoly sy fanodinkodinana vola — io no fomba nataon'ny fianakaviana Gupta , niraisany petsapetsa tamin'ny filoha...
https://mg.globalvoices.org/2022/11/10/160902/
Mandritra ny COP27, miantso hetsika misimisy kokoa i Môzambika, firenena ao Afrika faran'izay marefo indrindra amin'ny resaka toetrandro
2022-11-10T16:05:15
Unknown
2019 no voamarika ho taona nanahirana indrindra tamin'ny tantaran'ny rivodoza tao Môzambika. Sary: Giovana Fleck/Global Voices Miaraka amin'ilay Kaonferansa 2022 an'ny Firenena Mikambana iresahana ny Fiovàn'ny Toetrandro ( COP27 ) izay atao ao Egipta ary marihan'ny fijazakazaky ny fiovàn'ny toetrandro, miha-tafiditra ...
https://mg.globalvoices.org/2022/11/10/160785/
Coca-Cola, ilay mpandoto be indrindra amin'ny fako plastika, manohana ny COP27. Indro ny maha-olana an'izay
2022-11-10T02:41:02
Unknown
Tavoahangy plastika Coca-Cola ao anaty renirano iray. Sary tao amin'ny Wikipedia ( CC BY-SA 4.0 ) Ao anatina asa fanesoesoana goavana, ny Coca-Cola, ilay goavana indrindra mpandoto amin'ny plastika, no mpanohana ny COP27 , ilay kaonferansa lehibe indrindra erantany ho  an'ny tontolo iainana, izay hatao ao Sharm El She...
https://mg.globalvoices.org/2022/11/08/159640/
[Afaho ny Zanakay Vavy] mampitsahatra ny fandrimbinana (famoràna) fivaviana ao Nizeria
2022-11-08T03:39:54
Unknown
“Azo atao, amin'ity taranaka ity, ny mampitsahatra ny fanao iray izay manam-piantraikany amin'ny tovovavy sy vehivavy eo amin'ny 130 tapitrisa any amin'ny firenena miisa 29”, hoy ny fanamafisan'ny Lehiben'ny Firenena Mikambana teo aloha Ban Ki-moon nandritra ny Andro Iraisampirenena 2014 Tsy Mila Fandeferana amin'ny Fa...
https://mg.globalvoices.org/2022/11/07/160793/
Hety volon'ny mpianatra, niteraka fihetsiketsehana tany an-tsekoly tao Angôlà
2022-11-07T13:08:10
Unknown
Araka ny nambaran'i Daniel Moço, mpianatra, tamin'ny Deutsche Welle, tsy raràn'ny lalàna angôley ny fampiasàna hety volo dokodoko na natoraly any amin'ireo sekolim-panjakana sy tsy miankina. Sary: Giovana Fleck/Global Voices Hatramin'ny faran'ny Septambra 2022, mandalo fotoan-tsarotra ireo sekoly angôley taorian'ny ni...
https://mg.globalvoices.org/2022/10/18/160200/
Niala tsiny noho ny fandripahan'olona nandritra ny fanjanahantany tany Mozambika i Portiogaly
2022-10-18T05:00:32
Unknown
António Costa, Praiminitr'i Portiogaly | Sary Flickr Partido Socialista 2022 Tao anatin’ny fihetsika fankasitrahana tsy fahita firy sy manan-tantara, tamin'ny 2 Septambra, niala tsiny noho ny fandripahan’olona tao Wiriamu ny praiminisitra Portiogey António Costa, tamin'ny famonoan'ny tafika Portiogey sivily tsy mitam-...
https://mg.globalvoices.org/2022/10/19/158210/
Ny fomba nanomezan'ny mozika highlife Igbo fanantenana ho an'i Nizeria taorian'ny ady an-trano iray nandravarava
2022-10-19T12:17:12
Unknown
Tovolahy Igbo iray milalao Abia (amponga). Sary avy amin'i Ou Travel and Tour , nampiasaina nahazoana alalana Vakio eto ny ampahany voalohany amin'ity andiany ity mikasika ireo mpisava lalana amin'ny mozika highlife Igbo. Taorian'ny ady an-trano nandravarava izay nifarana tamin'ny taona 1970, nitondra fampiononana sy...
https://mg.globalvoices.org/2022/10/12/159935/
Eo an-tampon'ny famirapiratana manerantany ny Baskety lehilahy ao Sodàna Atsimo
2022-10-12T04:37:12
Unknown
Afaka hametraka ny tantaran'ny basikety tsy ho ela ny firenena zandriny indrindra eto Afrika, ny Repoblikan'i Sodàna Atsimo. Mifaninana amin'ny fifanintsanana amin'ny fiadiana ny Amboara Eran-tany FIBA ​​hatao amin'ny volana Aogositra ka hatramin'ny volana Septambra 2023 any amin'ireo firenena telo Aziatika, Indonezia,...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/29/159371/
Nahoana ny Nizeriana no mailaka tsy hiresaka ny fahasalamana ara-tsain'ny adolantsento?
2022-09-29T04:11:45
Unknown
Hetsi-panoherana tany Nizeria mba hampitsaharana ny fanilikilihana amin'ny aretin-tsaina tamin'ny 5 martsa 2021. Sary avy amin'ny Wikipedia Damilareadeyemi via (CC BY-SA 4.0) Firy ny ankizy tsy maintsy ho faty na hamarana ny fiainany vao takatsika fa zava-dehibe ny fahasalamana ara-tsaina? Mandra-pahoviana no tsy main...
https://mg.globalvoices.org/2022/10/03/160192/
Fifidianana ao Angôlà: mandresy ny MPLA izay efa teo, saingy toherin'ny mpanohitra ny vokatra
2022-10-03T12:05:27
Unknown
João Lourenço, Filohabn'i Angôlà | Wikimedia Commons CC BY-SA 2.0 Ny 24 Aogositra, nanao fifidianana solombavambahoaka i Angôlà, izay hamaritra ihany koa ny ho filoha vaovaon'ny repoblika. Raha samy nandray anjar a daholo ireo antoko pôlitika hafa, antoko roa no tena nibahan-toerana nandritra ny fifidianana: ny MPLA, ...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/28/159773/
Tatitra Unfreedom Monitor: Zimbaboe
2022-09-28T03:59:29
Unknown
Sarin'i Ameya Nagarajan Efa ela no saro-dazaina ny fifandraisana eo amin'ny fampitam-baovao sy ny teknolojian'ny serasera amin'ny fitondrana tsy refesi-mandidy. Ny Unfreedom Monitor dia fisantaran'andraikitry ny fikarohana ato amin'ny Global Voices Advox mandinika ny firongatry ny fitondrana jadona voatambajotra na ts...
https://mg.globalvoices.org/2022/10/18/160403/
Niteraka hatezeran'ny vahoaka Gambiana ny fahafatesan'ireo ankizy miisa 69 vokatr'ilay odi-kohaka vita avy tao India.
2022-10-18T03:04:27
Unknown
Tsenan'i Tanji, manamorona ny ranomasimbe Atlantika ao Gambie. Sary an'i Rafael Vila , 18 Oktôbra 2015 ( CC BY-NC-ND 2.0 ) Nivoaka voalohany tao anatin'ny The Alkamba Times ity lahatsoratra ity tamin'ny 9 Oktobra 2022. Ity ampahany nasiam-panitsiana ity dia naverina navoaka indray eto  amin'ny Global Voices araka ny f...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/26/159036/
Ahoana no nanaovan'ny governemanta ao Sodàna ho ara-dalàna ny fanasokajiana sy ny fanivanana votoaty amin'ny aterineto?
2022-09-26T03:11:12
Unknown
Sary avy amin'i Ameya Nagarajan Imbetsaka nakatona ny aterineto tao Sodana nanomboka tamin'ny taona 2018 taorian'ny revolisiona . Nanjary mahazatra ihany koa ny fanakatonana ny media sosialy hatramin'ny nanakanan'ny governemanta ny YouTube nandritra ny fifidianana tamin'ny taona 2010 taorian'ny fandefasana lahatsary i...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/19/159916/
Tatitra Unfreedom Monitor: Tanzania
2022-09-19T04:33:45
Unknown
Sary avy amin'i Ameya Nagarajan Efa ela no saro-dazaina ny fifandraisana eo amin'ny fampitam-baovao sy ny teknolojian'ny serasera amin'ny fitondrana tsy refesi-mandidy. Ny Unfreedom Monitor dia fisantaran'andraikitry ny fikarohana ato amin'ny Global Voices Advox mandinika ny firongatry ny fitondrana jadona voatambajot...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/22/159526/
Manandratra avo ny Teny Moore i Alhassan Alidu amin'ny alalan'ny fitondrana izany an-tserasera
2022-09-22T13:04:01
Unknown
Sary natolotr'i Alhassan Alidu ary nampiasaina nazahoana alalana. Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ireo andiana antsafa  nifanaovana tamin'ireo vahiny mpampiantrano ny kaonty @DigiAfricanLang amin'ny fanentanana mihodina ao amin'ny Twitter-n'ny Rising Voices Tena miasa marina tokoa mba hitondràna ny fiteny Moor...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/08/159648/
Nahoana ny “kiswahili” no tsy lasa teny fampiraisana an'i Afrika?
2022-09-08T08:44:14
Unknown
Voambolana kiswahili. Sary : ultraBobban Attribution-Non Commercial 2.0 Generic (CC BY-NC 2.0) Manana lanja manokana ho an'i Afrika ny andro 7 Jolay 2022, nankalazàna voalohany ny andro erantany natokana ho an'ny fiteny Kiswahili (na S wahili ). Nankalaza io andro io teny an'arabe  ireo olompirenena manerana an'i Keny...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/20/159855/
Tanàna atao fahirano: Ahoana ny fomba fanampenam-bava ny gazety any Zimbaboe
2022-09-20T06:14:14
Unknown
Sary an'i Ameya Nagarajan Ahariharin’ ny fikarohan'ny Global Voices Advox ny fihenjanana mitombo eo amin'ny fitantaran'ny governemanta mikasika ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety sy ny fanakatonana ny habaka ho an'ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ao Zimbaboe. Tsy azo ihodivirana, miha-betsaka ireo mpanao gazet...
https://mg.globalvoices.org/2022/09/06/158990/
Ny Fitsidihana ny Mozean'ny Zavakanto Yemisi Shyllon any Nizeria
2022-09-06T04:15:17
Unknown
Ireo reny mpanorina ny zavakanto nizeriana ankehitriny. Ankavia miankavanana ambony: Susanne Wenger, Princess Elizabeth Olowu, Eunice Okeji, Asabi Bakare; ambany: Clara Etso Ugbodaga-Ngu, Chief Constance Afiong ‘Afi’ Ekong, Ladi Kwali. Sary avy amin'i YSMA, nahazoana alalana. Indray maraina feno fanantenana, nitsidika...
https://mg.globalvoices.org/2022/08/11/159120/
Ny tantaran'ilay tetikasa fampandrosoana izay nandrava tanànakely tao Angola
2022-08-11T04:59:35
Unknown
Tobim-pitrohan-drano ao Cafu| Sary: Simão Hossi/Global Voices Nosokafana tao amin'ny Lakandranon'i Cafú any Angola tamin'ny volana Aprily 2022 ny Rafitra Famindrana Rano ao amin’ny Renirano Cunene. Ny rafitra no miandraikitra ny fitondrana rano ho an'ny kaominina Okwanyama, Ombandja, OuNamakunde, ary ireo faritra Ndom...
https://mg.globalvoices.org/2022/08/18/159176/
Fitohanan'ny fifamoivoizana mamaivay eny amin'ny araben'i Lagos ao Nizeria
2022-08-18T05:30:48
Unknown
Fitohanan'ny fifamoivoizana ao Ojuelegba, Lagos, Nizeria. Sary an'ny Wikimedia avy amin'ny Omoeko Media , 4 Jolay 2019, ( CC BY-SA 4.0 ) Amin'ny maha-mpivarotra azy, amin'ny 3 ora maraina i Mama Bomboy no mifoha manomana ny zanany handeha hianatra. Fotoana hisakafoanana fotsiny no ananany amin'izany. Avy eo izy tsy ma...
https://mg.globalvoices.org/2022/08/04/159102/
Tatitry ny “Unfreedom Monitor”: Sodàna
2022-08-04T18:22:26
Unknown
Sary nomen'i Ameya Nagarajan Efa hatry ny ela no sarotra be ny fifandraisan'ireo fitondrana tsy refesi-mandidy sy ny media ary ny teknolojiam-pifandraisana. Ny “ Unfreedom Monitor ” dia hetsika fikarohana sahanin'ny Global Voices Advox, mandalina ireo zavamiseho tsy mitsaha-mirongatra misy ataon'ireo mpitondra tsy ref...
https://mg.globalvoices.org/2022/08/09/159130/
Nahoana no mbola ambany be ny fanamelohana ireo mpanolana ao Nizeria
2022-08-09T05:35:41
Unknown
Tovovavy Nizeriana iray milanja sora-baventy nandritra ny fihetsiketsehana fanentanana nataon'ny Lead Footprints Africa momba ny fanolanana. Sary Wikimedia avy amin'i Iamvirtuousven , 25 Febroary 2021, (CC BY-SA 4.0) Manjary loza tsy voavaha ny raharaha fanolanana any Nizeria. Manampy trotraka ny tsy fandriampahaleman...
https://mg.globalvoices.org/2022/08/02/159029/
Lehibe fahiny tao amin'ny sampam-pitsikilovana Gambiàna, voaheloka ho faty noho ny namonoany mpikatroka pôlitika
2022-08-02T08:16:17
Unknown
Yankuba Badjie no talen'ny Masoivoho Nasiônaly Fitsikilovana (NIA) izay efa foana ankehitriny ao Gambia. Sary an'ny Alkamba Times, nahazoana alànana. Tamin'ny 14 Jolay 2022 ity lahatsoratra ity no navoaka voalohany tao amin'ny The Alkamba Times . Ny dika nokiraina avoakan'ny Global Voices etoana dia tafiditra ao anati...
https://mg.globalvoices.org/2022/08/04/158996/
Umasoye: Mpikatroka fiteny mampiasa teknolojia hahatonga ny fianarana ny teny Ekpeye hahafinaritra
2022-08-04T04:47:28
Unknown
Sary nomen'i Franca Umasoye Igwe ary nahazoana alalana. Tamin'ity herinandro ity izahay niresaka tamin'i Franca Umasoye Igwe, antsoina hoe Umasoye mpikatroka ankihy ny fiteniny. Avy any Nizeria i Umasoye ary liana amin'ny fihaonan'ny teknolojia, ny haino vaky jery ary ny fikolokoloana ny fiteny Ekpeye. Zana-bondrona I...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/21/158912/
Nitambotsotra ho firenena tsy milamina mampatahotra i Nizeria
2022-07-21T06:09:26
Unknown
Polisy ao Kaduna, Nigeria atsimo afovoany. Sary avy amin'i Allan LEONARD/MrUlster , 8 novamb 2013. ( CC BY-NC 2.0 ) Lasa fanjakana tsy azo antoka i Nizeria, firenena be mponina indrindra eto Afrika ary iray amin'ireo firenena manankohariana lehibe indrindra eto Afrika. Manomboka amin'ny jiolahy mitam-piadiana any avar...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/20/158859/
Ahariharin'ny ‘Ikorodu Bois’ fa mampisandratra ny sarimihetsika nizeriana amin'ny tontolo manerantany ny sehatra ankihy (dizitaly)
2022-07-20T05:34:22
Unknown
Pikantsarin'ny IIkorodu Bois avy amin’ny CNN spotlight . Nampihetsi-po ny tao amin'ny media sosialy ny “ Ikorodu Bois ” any Nizeria: Babatunde Sanni, MuizSanni, Malik Sanni, ary Fawas Aina taorian'ny fomba fiasan’izy ireo mampitolagaga tamin'ny famokarana horonantsary. Nanjary nalaza avy hatrany hatramin’ny nanombohan...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/15/158856/
Fidirana ao amin'ny angon-drakitry ny “Unfreedom Monitor”
2022-07-15T04:08:55
Unknown
Image courtesy Ivan Sigal. Fisantaran'andraikitra Advox ny Unfreedom Monitor handalinana ny fahatakarantsika ny fifandraisan'ny teknolojia sy ny fahefana tsy refesi-mandidy. Tamin'ny dingana voalohany amin'ity tetikasa ity, dia nitondra famakafakana ireo trangan-javatra, fomba fitantarana, ary zavatry ny fampitam-bao...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/12/158772/
Undertones : Misy famitahana ve tanatin'ireo fitantarana ny fanilihana mpanjanaka tao Mali?
2022-07-12T12:59:20
Unknown
Sary nataon'ny Global Voices ho fanaingoana. [Raha tsy asiana fanamarihana dia mitondra mankany amin'ny pejy amin'ny fiteny anglisy ny rohy rehetra] Ity lahasoratra ity dia ampahany amin'ny Undertones, taratasim-baovao an'ny Civic Media Observatory (fanarahamaso ny media sivily) ato amin'ny Global Voices. Raha te-hah...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/05/158618/
Nizerià : tantaran'ny mozika ao Lagos, ny vanimpotoanan'ny fanjanahantany hatramin'ireo taona 1970
2022-07-05T04:52:37
Unknown
Dika mitovy amin'ilay sarontavan'i Mpanjakavavy reniny Edo tao Nizerià : Iyoba, noforonina tamin'ny taonjato faha-16. ilay sarontava dia nofidiana ho famantarana ny FESTAC 77, Fetibe faharoa manerantany tao Lagos natao ho an'ny zavakanto sy ny kolontsaina mainty hoditra ary afrikàna, tamin'ny 1977. Sary nomena ho an'ny...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/05/158509/
Mpirahalahy roa samihafa no nampiofo ny hira highlife Nizeriana
2022-07-05T14:09:57
Unknown
Seho mozika mivantana Afropolitan vibes tao amin'ny Kianjan'ny Fahalalahana, Lagos, Nizeria. Sary avy amin'i Kaustavp, tao amin'ny Wikimedia Commons , 16 Mey 2014 ( CC-BY-SA-4.0 ) Tarika roa samy hafa, samy noforonin'ny mpirahalahy roa, no mitazona ny mozika highlife any Nizeria ho velona. Na dia samy manana gadona ma...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/07/158696/
Ny fomba niatrehan'i Nizerià ny fanao tsy mitsahatra mandrimbona ny taovam-pananahan'ny vehivavy (FGM): resaka tamin'ny Dr. Chris Ugwu
2022-07-07T14:57:23
Unknown
Fotoana iray nanofanana tanora nizeriàna vitsivitsy momba ny fampitsaharana ny FGM. Sary an'ny SIRP Nigeria, nahazoana alàlana. Ao Nizerià, 20 tapitrisa ireo ankizivavy sy vehivavy no niharan'ny fandrombinana taovam-pananahana – Female Genital Mutilation (FGM). Araka ny voalazan'ny Fikambanana Erantany momba ny Fahasa...
https://mg.globalvoices.org/2022/07/10/158537/
Fanomezam-boninahitra poeta Keniàna, Grandmaster Masese izay niaro ny kolontsaina Abagusii tamin'ny alàlan'ny tononkalo sy hira
2022-07-10T14:25:57
Unknown
Ny Kalaza Lahy Masese (Grand Master Masese) nandritra ny fampisehoana taloha niaraka tamin'ny Obokano-ny. Loharanon-tsary : teo amin'ny pejy Facebook -ny Nodimandry tamin'ny 1 Jona 2022, ilay Keniana p oeta , mpahay mozika sady mpikatroka ara-kolontsaina, Dennis Dancan Mosiere , fantatra amin'ny anarana malaza hoe Gra...
https://mg.globalvoices.org/2022/06/20/158170/
Ireo mpitari-dalana ny mozika highlife Igbo ao Nizeria
2022-06-20T04:25:17
Unknown
Igbo New Yam Festival ao Dublin. Sary avy amin'i Ji-Elle via Wikimedia Commons , 30 Aogositra 2008. (CC BY-SA 2.0) Nitàna andraikitra lehibe teo amin'ny sehatra ara-kolontsain'ny firenena ny mozika highlife (karazan-kira Afrikanina) Nizeriana hatramin'ny naha-lasa ho iray amin'ireo karazan-kira malaza indrindra azy ta...
https://mg.globalvoices.org/2022/06/17/158279/
Efa misy ny fampiasa (app) ho an'ny boky Afrikana amin'ny teny Portiogey
2022-06-17T04:47:14
Unknown
Lasa mora kokoa ny miditra amin'ny sehatry ny literatiora afrikanina. Tontosa izany noho ilay mpanao printy mozambikana, Ethale Publishing , izay nanomboka, tamin'ny 10 Febroary, fampiasa iray ho an'ny boky nomerika Afrikana antsoina hoe Ethale Books App . Amin'izao fotoana izao, ao amin'ny Google Play Store ihany no a...
https://mg.globalvoices.org/2022/06/14/158218/
Kameroney Mpikatroka nahazo ny lokan'ny Zon'olombelona RFK 2022
2022-06-14T04:39:33
Unknown
Kerry Kennedy, Maximilienne Mbe ary Felix Nkongho nandritra ny Fanomezana Loka Zon'olombelona RFK tamin'ny 9 jona 2022 tao amin'ny Efitrano Fivoriambe Kennedy, (Lapan'ny) Loholon'i Etazonia ao Washington, D.C. Nomem-boninahitra androany 9 Jona ny Kameroney roa mpiaro ny zon'olombelona, Maximilienne C. Ngo Mbe sy Felix...
https://mg.globalvoices.org/2022/06/07/158090/
Lalàna vaovao mandrangotra ny fahalalaham-baovao sy fitenenana ao Mozambika
2022-06-07T16:03:13
Unknown
Nahita fitomboan'ny fanafihan'ny mpampihorohoro i Mozambika tany avaratry ny firenena nanomboka tamin'ny [mg] oktobra 2017, indrindra tao amin'ny faritanin'i Cabo Delgado, niteraka fifandirana naharitra tao amin'ny faritra. Tsy fantatra mazava izay ao ambadiky ny [fr] herisetra , na dia misy aza ireo mampifandray azy a...
https://mg.globalvoices.org/2022/06/04/158011/
Afa-mamaha ny krizin'ny angovo ao Eoropa ve ny firenena Afrikana miteny paortiogey?
2022-06-04T05:06:28
Unknown
Anatin'izao ady ao Okraina izao, miezaka ny firenena Tandrefana hanao izay hahamaro ireo mpamatsy etona mba hialana amin'ny fiankinan-doha amin'i Rosia ary hitodika any amin'ireo firenena Afrikana mpamokatra etona fandrehitra aza ho fiandry azo iainana. Sary: Giovana Fleck/Global Voices Raha vao nanafika an'i Okraina ...
https://mg.globalvoices.org/2022/05/20/157670/
Miteraka ady hevitra ara-pitsarana ny fanentanana ara-politika ataon'ireo minisitra Nizeriana
2022-05-20T05:22:19
Unknown
Ny Filohan'i Nizeria Muhammadu Buhari sy ny filoha lefitra Yemi Osinbajo, nandritra ny fampielezan-kevitry ny antoko eo amin'ny fitondrana tamin'ny 16 Janoary 2015. Sary avy amin'i Heinrich-Böll-Stiftung tao amin'ny Wikimedia Commons ( CC BY-SA 2.0 ). Nanambara ampahibemaso ny minisitra lefitry ny fampianarana any Niz...
https://mg.globalvoices.org/2022/05/22/157376/
Tsy hanohitra ny fandisoana ny vaovao mandritra ireo fifidianana ho avy ao Kenià ny Twitter sy Facebook
2022-05-22T15:07:05
Unknown
Peta-drindrina ho an'ny fifidianana ao Kenià. Sary an'i Heinrich-Böll-Stiftung , 4 Martsa 2013. (CC BY-SA 2.0) Ao Afrika, ny orinasa media sosialy tahaka ny Twitter sy ny Facebook dia mametraka ho maika kokoa ny famolavolana ireo vokatra vaovao na amin'ny fanitsiana ny tsy mety any anatin'ireo vokatra efa misy fa tsy ...
https://mg.globalvoices.org/2022/05/16/157606/
Angola: Tandindomin-doza ny fikatrohana amin'ny taom-pifidianana
2022-05-16T04:43:58
Unknown
Miha-tandindonin-doza hatrany ny fahalalahana maneho hevitra ao Angola volana vitsivitsy mialoha ny volana aogositra hanaovana ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena vaovao. Araka ny tatitry ny Departemantam-panjakana Amerikana momba ny Zon'Olombelona 2021, nivoaka tamin'ny 2022, miaina fotoana voamariky ny famonoana ...
https://mg.globalvoices.org/2022/05/19/157609/
Nanamarika ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety tany Mozambika ny tahotra sy ny tsy fandriampahalemana
2022-05-19T05:35:28
Unknown
Ankoatra ny fiarovana ny mpanao gazety, dia mbola misy tolona iray hafa amin'ny tolo-kevitry ny mpanao lalàna vao haingana hanitsiana ny lalànan'ny asa fanaovan-gazety ankehitriny. Sary: Giovana Fleck/Global Voices Tamin'ny fankalazana ny Andro Erantanin’ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovan-gazety, izay nankalazaina ny 3 Me...
https://mg.globalvoices.org/2022/06/03/157938/
Niova fomba fanjifàna hira ny Afrikana ary miditra amin'ireo goavan'ny fandefasankira iraisampirenena aza
2022-06-03T05:30:02
Unknown
Saripika avy amin'i Muhammadtaha Ibrahim Ma'aji . Nampiasaina araka ny Unsplash License Taorian'ny fironana maneran-tany , tsy nitsahatra nijotso ny fivarotana kapila mangilatra (CD) amin'ny tsena telo lehibe ato amin'ny kaontinanta Afrikana ahitana an'i Afrika Atsimo, Kenya, ary Nizeria nandritra ny roapolo taona far...
https://mg.globalvoices.org/2022/05/12/157545/
Fanombohana ny tetikasa tantara an-tsary voalohany ho an'ny firenena Afrikana miteny Portiogey
2022-05-12T04:33:20
Unknown
Fifaninanana tantara an-tsary , Sary nahazoana alalana avy amin'ny tranokalan'ny fikambanana. Hatramin'ny 8 Aprily 2022, natomboky ny firenena Afrikana miteny Portiogey ny hetsika mikendry hampiroborobo ny fahaiza-mamoron'ny mpanao tantara an-tsary any Mozambika, Angola ary Cap Vert. Antsoina hoe BDALOP ity fanentanan...
https://mg.globalvoices.org/2022/05/11/157547/
KUGOMA: Fitsangatsanganana manavatsava ny tsenaben'ny sarimihetsika lehibe indrindra any Mozambika
2022-05-11T04:53:49
Unknown
Hitondra ny fihetseham-pon'ny sarimihetsika vokarin'ny Afrikana manokana amin'ny efijery lehibe ny KUGOMA amin'ity taona ity. Sary : Doka/KUGOMA (Nahazoana alalana) Hetsika fanao isan-taona any Mozambika ny tsenaben'ny Sarimihetsika KUGOMA , izay natao nandritra ny 10 taona mahery tao an-drenivohitra Maputo, ho fampis...
https://mg.globalvoices.org/2022/05/07/157562/
Pôlitisiàna Nizeriàna mifantoka amin'ny fampielezankevitra fifidianana, manadino ireo mpampianatra mitokona eny amin'ny anjerimanontolo
2022-05-07T15:48:10
Unknown
Lanonana fanolorana diplaoma tao amin'ny anjerimanontolo iray tsy miankina ao Nizerià. Saripika an'i Rajmund Dabrowski/ANN , 7 Jona 2009. ( CC BY-NC-ND 2.0 ). Nanomboka tamin'ny 14 Febroary 2022, niditra tamin'ny fitokonana “tanteraka sy manontolo” ny ASUU (Academic Staff Union of Nigeria Universities), nanosika ireo ...
https://mg.globalvoices.org/2022/04/28/157296/
Shagz Chronicles: Ilay rakipeo Keniana izay maniry anao ho tia ny fiteny sy kolontsaina Kikuyu
2022-04-28T15:16:47
Unknown
Shagz Chronicles: Rakipeo Keniana iray amin'ny fiteny Kikuyu. Fampiasàna nahazoana alalana. Fanamarihan'ny mpamoaka lahatsoratra : Manomboka ny 28 Aprily 2022, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny Shagz Chronicles mba hizara ireo traikefany amin'ny famelomana indray sy fampiroboroboana ireo fiteny afrikanin...
https://mg.globalvoices.org/2022/04/27/157294/
Hiram-panoherana matanjaka ao Kenya sy Afrika Atsimo
2022-04-27T06:32:45
Unknown
« Hetsika fanoherana ny apartheid tany am-piandohan'ny andian-taona 90 » an'i Nagarjun nampiasàna ny lisansa CC BY 2.0 . [Raha tsy asiana fanamarihana manokana, mitondra mankany amina pejy amin'ny fiteny anglisy ny rohy rehetra] Tsy misy hafa amin'ny fampiasàna ny mozika ataon'ireo Ogandey sy Nizeriàna mpanakanto  ho...
https://mg.globalvoices.org/2022/03/21/156531/
Iza avy ireo atleta afrikàna mifaninana amin'ny Lalao Olaimpikan'ny Andro Ririnina ao Pékin 2022 ?
2022-03-21T12:57:11
Unknown
“Air” an'i ChrisMRichards nampiasàna ny lisansa CC BY-NC-ND 2.0 Raha nanomboka ny 4 Febroary teo tao Pekin, Shina ny Lalao Olaimpika (JO) 2022 fanao amin'ny ririnina, nirohotra nankany ny atleta avy amin'izao tontolo izao mba handray anjara amin'ny hetsika, tsy niavaka tamin'izany i Afrika. Na ohatra aza ka zara fa ma...