text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny haitsikera nampiasaina |
Mention usages, savoirs et competences en contexte multilingue parcours formation d’enseignants memoire de fin d’etudes pour l’obtention du diplôme de master en sciences de l’education |
Toko faharoa ny filalaovana amin’ny teny aman-tsarinteny |
O r y 46 135 109 35 325 56 129 91 29 305 630 |
Niteraka efatra mianadahy izy mivady. Ireto avy izany raharolahy dhelys raharolahy edelyn raoeliarivelo harsoline raharolahy dhels nanoloana izany rehetra izany ny mpanoratra dia niantsoroka ny adidy amana andraikitra niandry azy fa tsy niraviravy tanana. |
La muse poète, crest assez. Auprès drune infidèle, quand ton illusion nraurait duré qurun jour, nroutrage pas ce jour lorsque tu parles drelle ! Si tu veux être aimé, respecte ton amour. Si lreffort est trop grand pour la faiblesse humaine de pardonner les maux que nous viennent drautrui, epargne r toi du moins de tour... |
Augmentation des ressources permanentes la structure financière d’une entreprise est équilibrée si la valeur des ressources durables est importante par rapport à celle des emplois stables. Dans notre cas, c’est le cas contraire. Donc, pour qu’il y ait équilibre financier, il faut augmenter le résultat de l’exercice. Ce... |
Mitodika any amin’ny fiarovana ny fihavanana foana ny fanapahan-kevitra ara-piarahamonina, ka hajaina fatratra amin’izany ny aina sy ny hasina maha olona ary ny fananan’ny tsirairay na iombonana. Fanaon’ny mpiara-monina manko, rehefa misy zava-dehibe hotapahina mifampiera, mitapatapaka ahitra mba hahitana izay metimety... |
Hoy ny vetsovetsony raha manembona ilay akany kely nahafoizany izy |
Lay endrikao ngaly ’lay rantsanao mitaly ’lay molotrao miangaly mihodina ka miangaly. Mihodina ka mihodina. Sodina ka sodina. |
Ii- ny boky lovako kilasy famaranana |
Ianaronao ny landy rehefa toy ozao, fa izy no komandin’ ny ao an-tranony ao. |
Saingy, ny harato itadiavana azy no samihafa. Ao ny mitady izany amin’ny alalan’ny ady, ny halatra, sns , ny tena fiadanana dia ny fahasoavana anaty ka mampilamina, mampitony ary mampisonanina. Fiadanana ihany koa ny fananana tokantrano metimety, fitafiana tsaratsara, sakafo ambonimbony, fiompiana, farim-pahaizana miav... |
Ny malo mikasika ny hetraketraka avy amin’ny olona na ny biby fiompy |
Ireo trozona. Maro ny vahiny no tonga eto madagasikara mba hijery izany. Ny faharoa dia ny tsingin’i bemaraha manan-tantara izy io satria tsingy efa niforona 160 tapitrisa taona lasa, tany ho any. Nandritra ny fotoana nisarahan’ny tanin’i madagasikara sy afrika. Takela-bato midadasika amina kilometatra maro ny tsingin’... |
Karazany andian-teny sy fehezan-teny teny tokana teny verin- droa miendrika fanontaniana isany 64 23 5 4 |
Rehefa mazava ny fomba nitondrana ny lesona, dia hiroso amin’ny taham- pandraisana anjaran’ny mpianatra. |
Ny fanovan-javatra ahitana sarin-teny fanovan-javatra telo ao amin’ny tononkalon’i nampoina dia ny métonymie , ny synécdoque ary ny méthaphore ny métonymie na fanovana anarana no iantsoina azy amin’ny teny malagasy. Izany hoe fanomezana na fanosorana anarana vaovao hoentina manondro zavatra iray efa manana ny anarana f... |
Ny fahaiza-mitantana dia fahaizana mandrindra ny asa sy ny hery velona rehetra manodidina izany mba hahafahana mifehy ny zava-misy sy mitsinjo ny ampitso. Ilaina ny fahaizana mikajy sy mandrindra ny mpisehatra rehetra mba hisian’ny tombontsoa ho an’ny rehetra. Ny toetra takina amin’ny fitantanana dia ny fijoroana amin’... |
Hita araka izany fa tsy mitovy tokoa ny kabary vakisehatra amin’ny fidirana voalohany sy faharoa eo amin’ny famoronana sy ny fanatontosana. |
Aingam-panahy vokatry ny zava-misy tsy mitovy ny fomba fijerin’ny olona tsirairay ny toe-javatra mitranga. Misy fiantraikany eo amin’ny toe-tsaina sy toe-panahiny izany. Miloatra avy ao anaty ny vetsovetsom-po sy ny fihetseham-po samihafa, vokatr’izany. Mety ho hita ety ivelany izany. Azo lazaina kosa, fa mihoatra noho... |
Rajaona siméon takelaka notsongaina ii. Librairie ambozontany. |
Fafana n 18 ny mpiadina, ny fanafohezan-teny |
Afa-po tahaka ny fanala-piery, efa tofoka aho ka aoka izay; aleoko singan’olo-manirery, toy izay roa ka hifampahory. |
Raha sendra mandalondalo takariva eny akaikin’ny fasan’i dada tiana eny ianao dia bitsiho aminy fa tsy nahavatra nandidy kibo mba hiborahan’ireo tsinay tahaka anao, hono hoe, i maharavo vavimatoanao, na toa inona sangodim-pani-mahafaty amin’ny fiainana mandredrika azy ankehitriny. Saingy lazao azy kosa fa tena tsy anis... |
Tsapa avy amin’io tononkalo eo ambony io fa tsy handray intsony izy ny eja , raha misy ny fiveran’ ilay olon-tiany. Efa tara loatra hoy izy. Misy fotoanany tokoa ny fandeferana. Efa nikatona ny fony. Efa lefy ny fahatsiarovana sy ny alahelo. Efa feno tsiky ilay endrika nimalo. Ka tsy tiany hasiana pentin-drahona mety h... |
Sarin-teny fanovana anarana ny métonymie , izany hoe, ny anarana fotsiny no ovana rehefa milaza hevitra. Ahitana fifanoloan-toeran’ny vokany, na ny fasiana sy ny ao anatiny ohatra. Mbola nampiasa ny métonymie ny mpanoratra nitaterany ny tranga teny amin’ny fiarahamonina teny sy ny zava-nisy teto amin’ny firenena malaga... |
Rojo fa hono hoy aho ry haimah, efa misy lehilahy hafa miaraka amin-dr? Ve any? Haimah sady eny no tsia. |
Ny fizarana faharoa no namakafakana ireo tara-kevitra nivoizany anatra tao amin’ireo piesy teatraly novokariny. Tao no nijerena ny anatra manoloana ny fitiavana sy ny anatra manoloana ny fiainana ankapobeny, ary ny anatra manoloana ny fifaneraserana eo amin’ny samy hafa firenena tao amin’ireo tantara nokirakiraina. Ana... |
Toerany takila mpanatrika mpitaria votoatiny anjara toerany ao amin’ny tantara 1 fiz 2-fis iv 27 ranjeva ratovo mitaona an-dranjeva hampisambo-bola an-drasela ratovo hoentiny manatanteraka ny raharahany 2 fiz 2-fis viii 35 randrenja ilezoma ratovo mampijoro ny heviny amin’ny fitantarana ny nofiny ratovo. Fiarovan-drato... |
Rajaona, op cit, tak 77. 148 h. Morier, dictionnaire de poétique et de rhétorique, puf, paris, 1969, p 680 distance métaphorique, la plus ou moins grand différence de sens qui sépare |
Sahala amin’izany no mateti-pitranga amin’ny lanonam-pianakaviana fa hojerena indray ny sehatra anehoana ny fitiavana eny an-tsena. |
Ed universitaires, paris, 680p. |
Izy no tomany manko 30 ka izaho no kotsakotsa fa voahetsiky ny ako ’zany fo ka hontsahontsa ! |
Mpankato ny zandry |
Fanalavana ireo teny nohafohezina t tononkalo, andl andalana |
Anjara asa sahanin’ny mpanoratra ihany koa ny mamaly ny hetahetan’ny olona amin’ny asa soratra avoakany. Izy no toky sy aron’ny fiarahamonina toy izao |
Marihina fa misy antokom-pinoana hafa ankoatra ireo saingy mbola tsy ara-dalàna loatra ny fahafahany misokatra ka tsy nolazaina tao anaty fafana izany. |
Nohafainganiny tokoa ny fanantanterahana ny tetika nokasainy hatao, dia ny fisamborana avy hatrany ireo malagasy efa tao an-tsainy. Dieny rahampitso ihany, ny fisamborana hatao! Alarobia no fitsarana, fa ny alakamisy izao, dia tsy maintsy tanterahina ny fitifirana azy ireo. |
Antananarivo, decembre 2016 |
Niezaka nanosika azy |
Eo amin’ny voanteny swahili mbwa, tsirin-teny ny m- ka tsy mitondra tsindry bwa no azo heverina ho toy ny foto-teny ka mitondra ny tsindry ; dia ny vanin-teny mbwa no mitondra ny tsindry eo amin’ny voanteny malagasy fa miasa toy ny tsirin-teny ny zana-peo a- miandoha ny teny amboa. Eo amin’ny teny malagasy ôfisialy, ni... |
Hetraketraka i 08 10 18 hetraketraka ii 10 |
Dans cette section, nous analyserons dans un premier temps la population cible de l’asa ensuite, nous étudierons le chômage des jeunes et enfin les caractéristiques des jeunes chômeurs. |
Na dia olona iray mitia anao hatrany hatrany ! 88 |
Teny fanolorana 1 i retsivere naho i voatsasie i b1 2 ajalahy tindrim-baly b2 12 i retsivere naho i voatsasie ii b3 6 beko tantara b4 24 ty sairy mipay basimena b 5 27 anaro soa ty anake b6 29 vonjea e ampela b7 31 rombahonareo b8 32 onin-draza e b9 35 fanambalia henane b10 38 tahao raho valy b11 41 i sondromboatse b12... |
Eo amin’ny endri-tserasera hafa eo amin’ny serasera arahina fihetsika sy amin’ny serasera audio-scripto-visiuelle , izay sady re, no hita maso no misy soratra ny hafatra, dia mety ho hita maso na tsia ny mpiteny. Izany hoe, mety mifanatrika mivantana na tsia ny mpiteny sy ny itenenana, toy ny amin’ny fampianarana, fame... |
Marina tokoa ny tsangan- kevitrao ragova, hoy izy. Betsaka ny mpimasy, nefa vitsy no mahay. Ny sasany vonon- kihinana ny tantsaha fotsiny. Dokafany ery ny fanafodiny, nefa tsy nohadininy tamin’ny vazimba sy ny fatin’ny razan’ andriana akory. Vao mainka niempo ny hatezerako nahare izany tsy manan- kasina ny vazimba hoy ... |
Dc -;1 inalairc in gill’ |
Fizahan-takila |
Aiza razezo be fitiavana hisolo antsika |
Fafana 03 fitsinjaran’ny mponina taona 2002 20 |
Hita amin’izay voalaza rehetra izay ny toetra sy endrika iray mety isehoan’ny poezia malagasy araka ny fomba namaritan’i cfrlr azy fa fampitana hafatra amin’ny fomba tsotra tsy misy safeli-teny; fandokoana ny tontolo avy amin’ny alalan’ny teny, ho toy ny hita maso sy azo sary an- tsaina avy hatrany; tsy manaraka lalan-... |
Izao no fiparasaky ny fo iray mandroatra tonga tononkalo tsotsotra kely tsy soratra malaza, saingy tiako loatra tahaka anao tiako tsy hita velively ! |
Tao toamasina no nijoroan’ny sekoly voalohany. Nantsoina hoe central school izanyka ny mpianatra tao no natao hoe ny roambinifolo lahy, manaraka ny teny ao amin’ny soratra masina. Nahitana an-dry rasatranabo, rakotobe, raharolahy, ralehimaholy, raharolahy, ratsisetraina, rainiseheno, ratsimihara, ramaka, rabohara , ras... |
Manao ahoana ny fahatsapanao ny fifandraisanao amin’ny mpampianatra taranja malagasy? |
Construction de plan |
Mbola maro ny lohahevitra azo dinihina ao amin ny asa sorany, indrindra ny ao amin ny tantara foronina ny zanako. Anisan izany ny momba ny fitiavana, ny fandrosoana, ny firaisankina, ny fanabeazana nironan ny sainay kosa ny fanabeazana, satria heverinay fa mifototra aminy ny fahendrena, ny fahaizana mitondra tena, izay... |
Fanazavana sary 01 miaro, ego 02 felana, vadin’i miaro 03, 04, 05, 06, 07 ireo zana-drahalahin’ny rain’i miaro 08 mendrika, olon-tian’i miaro 09, 10, 11, 12 iray tampo amin’i miaro 13 sy 14 ray aman-drenin’i mendrika 15 rain’i miaro efa maty 16 renin’i miaro 17 sy 18 ray aman-drenin’i felana sy rafozan’i miaro 19 sy 20... |
Leo izy! Fa fitaka sy teny ’zay entina mandemy ny ezaky ny fony |
T3 navela nekena navela navela nekena ralisy lucienne ralisy ralisy lucienne ratefy ratefy ratefy ratefy ratefy miora miora miora miora miora sedra sedra sedra sedra sedra |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure |
Vue oblique sary pihina mihorirana vue plongée sary pihina avy any ambony |
Andl 1 4 tafiditra amin’ny lalam-piainana vaovao indray isika soraty ranom-bolamena mba hamiratra baliaka ho fanainga ho antsika rehetra azo ny fahaleovantena, atsangano amin’ny fototra azo antoka! Miarena ! |
Tsy azo odian-tsy hita kosa aloha fa ireny asa soratra ireny dia vokatry ny talenta voajanahary sy ny fifohazan’ny aingam-panahy tampoka ary amin’ny fotoana tsy ampoizina. Tsy ny asa soratra zato isan-jato àry dia hifamatotra amin’ny fiainan’ny mpanoratra, fa ny ankamaroany sy ny ankapobeny toy izay ho hita arakaraka n... |
Raha ity no andro farany andresen’ny ankaso, ka hipaika irony ora hanirinana ny maso ’zany tenako tsy hihetsika, fa zary hangatsiaka, dia veloma no apetrako fa hisaraka eto isika. |
Razanaparany h. Jo l |
Mpihavana avokoa ireo mponina ao amin’ny kaominin’ antsahalava, ankoatra ireo mpila ravinahitra voatendry hiasa eo an-toerana. Toy izao ny navalin’ny iray26. Hoy izy ohatra, rakoto, niteraka dimy lahy dia ireo zanany ireo no mizara ny tany sy mamboly izany ary dia toy izany hatrany. Ny lehilahy no mampiaka-bady sy mana... |
Ny fo no ilazana ny vatana iray manontolo. |
Tondro milza mpivady maty maty vavy lahy |
Raha an-tapitrisa no vonoina 1 halatsaka rà hamonto ny tany 2 |
Clarisse ratsifandrihamanana, ny zanako i sy ii, librairie mixte antananarivo 2007 , tak 1. |
Ireny fiovaovan’ny toerana ireny no mampivoatra ny tantara. Ary ny fitanisana fotsiny ireo toerana hafa kosa dia enti-manafaingana ny fitantarana sy ny firoson’ny tantara. B-ny toerana atolotra fotsiny |
Mahatsapa izany ny vahoaka ka toy izao no asetriny ireo avara-pianarana ireo feom-bahoaka fahalalana misy poizina, tsy hahazoana mifangaro dia ilay fitiavan-tena mampihataka amin’ny maro? H. A, fiz ii |
Fomba hoentina mampita lesona miainga amin’ny fahalalana efa hananan’ny mpianatra na miainga amin’ny zava-misy ary paikady fanontaniana sy valiny no hampiasaina hamoahana ny lesona. Fafana 57 fomba hoentina mamoaka ny lesona |
Ny fiompiana maro karazana ny fiompiana ataon’ny olona ao marololo. Tena imasoan’ny mponina sasany izy ireny satria azo avadika ho vola amin’ny fotoam-pahavaratra ary afaka manampy ny olona amin’ny asa eny an-tanimbary raha ny omby manokana no resahina. |
Mitondra tena tahaka ny biby tsy mahalala menatra, tsy mataho-tody 5-malemy paika, mora ifanarahana |
Manodidina |
Nahazo ny valin-teny notadiaviny i rebeka ka nangina koa. Tao amin’izany fanginana izany no nanaovany fandiniham- pieritreretana hoe raha samy tsy sambatra izy mianaka, nahoana no izaho avy koa no tombanany ho tsy sambatra tahaka azy ? Izaho tsy mba mankahala ato am-poko. Sasa-poana ireo mpialona ahy. Fa nahoana ary iz... |
Kolontsaina miorina amin’ny teny ny s. M. Ilaina fitandremana araka izany ny fampiasana ny teny. Mamokatra teny maro tokoa mantsy ny malok’ila 1-5 noho izy resaka ifamaliana hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany. Raha vao miresaka hoe resaka izany dia teny izay no akora fototra ampiasaina. Inona ary no azo ambara... |
Mpanatontosa ravoarimino feno hasina lot ii 73 od ambatomainty 033 85 823 51 |
Toy izany koa ny resaka nifanaovan’i aro sy i nenibe, izay maneho ny fifamelan’izy ireo, araka ny hita ao amin’ilay tantara hoe nenibe cherie nenibe he! Ity isika dia any amin’ny hopitaly no hanao krismasy e. Ialan-tsiny ry zanaka malala isany, fa noho ny haitraitra sy ny fanirianay dia ianareo ity no hibaby ny taolam-... |
Ints ony izay atao an’iny zanako iny, mijaly izy, ts y hay hoe maninona fa dia miha-m ahia andro am an’alina. M ite ny ire ry hum misento iz y ire ry no ao! Ny andro ’ty hariva! Vao tonga aho! |
Pividy mpividy , tapoka tampoka , nisagy nisangy , madeha mandeha , netiny nentiny , oby omby , |
Nanomboka ny korontana teto madagasikara ny janoary 2009, ary sarotra ny fitadiavam-bahaolana tamin’izany. Naharitra ela ny disadisa ka nahatonga sorisorin-tsaina teo amin’ny vahoaka malagasy. Maneho ny alahelony i miara amin’ity tononkalony iray ity 113 miara, pôlitika, 27 maritsa 2009, ton.124, tak 130, boky i |
Eliza freda, 1, 2 novambra , and. 6, in vondrona ambara 1, tak. 57 |
Raha ireo voalaza rehetra ireo no anaovana jery todika fohy, dia tsapa fa manana anjara toerana lehibe ao amin’ireo asa soratr’i hajaina tokoa ny fanabeazana mifototra amin’ny maha malagasy sy ny fitiavan-tanindrazana. Nisongadina tamin’izany ny fanabeazana ny olom-pirenena ho saro-piaro amin’ny fombany sy ny teniny, n... |
Pulvérisateur à disque ou à dent |
Lohateny ny fanitarana ny voly katsaka ho fampivoarana ny fari-piainan ny tantsaha ao beandrarezona bealanana, faritra sofia isan ny pejy 131 isan ny fafana 14 isan ny kisary 04 isan ny sarin-tany 02 isan ny sary pika 09 notontosaina tao oniversiten antananarivo- fakiolten ny teny aman-tsoratra sy ny siantsan ny mahaol... |
T54, t56, t78, t79, |
Ny fanatanterahana ny fanandratana mpanjaka araka ny ahitana azy ao andranovolo atsinanana sy ny fandalinana izany |
Ny fifandraisan’ny tantara sy ny fiainan’ny fiangonana katolika tsy maintsy mifanaraka amin’ny foto-pinoana katôlika, ny lahatsoratra rehetra izay mivoaka ao amin’ny gazety, araka ny maha gazetin’ny f. F. E. M nygazety lakroan’i madagasikara. Mazava araka izany, fa misy ifandraisany hatrany amin’ny fiainan’ny fiangonan... |
Laharana lohatenin ny fafana takila misy azy 01 lisitry ny mpiray tampo amin ny mpanoratra 21-22 02 mari-pahaizana azon ny mpanoratra 25 03 ny mampiavaka ny tantara foronina amin ireo literatiora an-tsoratra mitantara hafa 43-44 04 ireo anarana mpandray anjara sy ny toetoetrany ao amin ny tantara foronin i eric ravalis... |
Andriamalala , foko sy firazanana , ilay vohitry ny nofy, op, cit, tak. 50 |
Va tak 154 ; and 2 ; andl 10 240 va tak 81 ; and 1 ; andl 3 |
Hita ao amin ny faritra analamanga, disitirikan ambohidratrimo, kaominina talatamaty, fokontany mamory ivato ny akany clairvaux don bosco. Midadasika ny toerana, ravahan ny ala maitso. Manantombo ireo toerana natokana ho an ny fambolena sy fiompiana mitaha amin ny foto-drafitr asa nanamboarana trano fianarana. Mifototr... |
Ny tononkira dia tononkira sy ny teatra araka endrika ny tdt sy ny teatra, dia misy iombonany samy ahitana fifamalian-dresaka sy mpandray anjara. Ny amin’ny teatra manokana dia maro ireo mpanoratra vahiny toa an-dry i a. Gerard, ry i r. Cornécien no nanoratra momba izany. Ny azo amintinana izay miavaka |
Rajaona s , ny zava-kanto vita amin’ny teny, edd ambozontany-analamahitsy antananarivo, 2006, tak 44-45 |
Ny fanondroan-takila ao amin’ny faran’ny boky fary mamy no misy ny fanondroan-takila. Azo lazaina fa mazava izany, saingy misy ny mifandiso kely ka tsy mifanaraka amin’ny any anatin’ny boky, toy ny hita any amin’ny fanavahana ireo fizarana tokony ho any amin’ny lohahevitra hafa no ahitana izany, nefa tazana sahady mama... |
Sy eo amin’ny voanteny malagasy ; voanteny mingadona no misy eo amin’ny teny swahili, voanteny mitsaikona kosa no misy eo amin’ny teny malagasy ; saingy mitovy ny zana-peo eo amin’ny vaniny mifanova eo amin’ny teny roa tonta, dia ny vanin-teny ri farany. Mifanova amin’ny zana-peo malagasy i ny zana-eo swahili i eo amin... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.