text stringlengths 10 11k |
|---|
Manana olana eo amin ny verindroa ity fototeny miantomboka amin ny renifeo r ity rehefa tovonana man ny fiovan ny renifeo r ho dr dia miteraka olana eo amin ny teny malagasy ahitana izany ireo karazana fototeny telo ireo. Noho ny fandraisan ny renifeo dr kentsona no antony iray mahatonga izany. Sarotra ho an ny mpiteny... |
Voaporofo amin’ity famakafakana ny endrika ivelan’ny tononkira fa fialam- bolim-bahoaka miezaka hivoatra tokoa ny hira gasy fiteny andavanandro, fingadona mahazatra ihany no ampiasaina fa nosisihana teny vahiny sy rima. |
Ny vatofototray rehefa azonao? |
Bachelard, l’eau et la rêve, essais sur l’imagination de la matière, librairie josé corti, paris, 1979 |
Misy fihetsika sy |
Ny lamina ara-piaraha-monina ireo rafitra mandrindra sy mandamina ny fiainam-piaraha-monina no horesahina manaraka eto. Anisan’izany ny lamim-panjakana sy ny lamina ara-piaraha-monina. |
Sartre j. P qu’est ce que la litttérature? Gallimard. Collection 1949 point paris. |
Suivi système gravitaire |
Ka aiza izy no ho vadim-bazaha fa mba zana-bazaha hoe ! Taonan’olona tokony ho mpianaka anie ny taonany fa tsy mpivady e! Vehivavy i ho hitan-dry àry rehefa avy eo raha tsy marina ny teninay! Araho maso tsara ange ny fihetsik’izy sy ingahy dubosc e! Vehivavy ii ary ny fitiavana koa retsy tsy voafetran’ny taona a! Koa n... |
Araka izay efa voalaza tany aloha, dia fitaovam-panehoan-kevitra ny |
Ho an’ny fiaraha-monina sy ny firenena ho an’ny fiaraha-monina sy ny firenena ny fandrindram-piterahana dia mitondra ho amin’ny fampiakarana ny fahefa-mividin’ny isan- tokantrano manamora ny asa sy ny fandaniam-bolan’ny fanjakana eo amin’ny lafiny fahasalamana, fanabeazana, fahadiovana, mampihena ny loto sy ny fako iza... |
Ny fomba nanatontosana ny asa |
Mba hahatomombana tsara ny asa, dia tsy nianona tamin’io haitsikera tokana io izahay. Hoy i escarpit tokony hitandrina sao alaim-panahy hifantoka amin’ny tsikera tokana 8. Koa nampiharinay hoenti-manatontosa izao asa fikarohana izao ihany koa ny haitsikera ara-drafitra approche structuraliste , izay nifotoran-dry tordo... |
Nalaina tao amin’ny tiona ela sy vao an’ny misiônera anglisy laharana faha 160 |
Voalohany, zokibe no teny iharan’ny fanovana anarana, izany hoe efa be taona, niaina naharitra kokoa noho ny mpikambana hafa, manana traikefa betsaka amin’ny fanorotoroana ny namana hany ka natao hoe zokibe. Ny olona sokajiana ho zokibe tokoa mantsy dia lohany hatrany ary miseho ho tompon’andraikitra voalohany amin’ny ... |
Ny fomba nanatanterahana ny asa |
Lokaloka auge e n bois, le charron l’utilise p, , ur mettre l’e 1u dans laquelle on lrempe pour la refwidir la mu qui vient de rec ’ ’oir son bandc1ge to mt,1 usuel pour auge, ecuelle pour les animaux . |
Novahavahana tao amin’ny fizarana voalohany ny ankapobeny momba ny fandresen-dahatra. Misongadina amin’izany fa ny fandresen-dahatra dia fanohanana tsangan-kevitra iray amin’ny alalan’ny karazana tohan-kevitra samihafa mba hahazoana fankatoavana avy amin’ny itenenana. Ary miovaova arakaraka ny karazan’olona resen-dahat... |
Fety michel, 1972, tak.25. |
Mikaroka ireo fomba fiteny samihafa hatrany ny mpanoratra mba hahafahany misarika tsikelikely ny mpamaky hifantoka amin’ny asa sorany. Hoy ry r wellek sy a warren mba hisarihana ny mpamaky bebe kokoa, dia tsy maitsy ovaovaina ny fomba fiteny 88 misongadina tokoa ny fisian’izany ao amin’ireo asa soratr’i hajaina. Tontol... |
Fitaovana iray tsy maintsy ilaina amin’ny asa fikarohana ny haitsikera satria maha siantifika ny vokatra azo. Mitari-dalana ny mpikaroka izy io amin’ny fahatratrarana ny tanjona. Araka izany, misy haitsikera roa no ampiharinay eto amin’ity asa fikarohana ity dia ny haitsikera fônksiônalisma na araka anjara asa |
Lavidavitra |
Idada no eto anilanao ineny kosa avy etsy an-daniny mandrotsirotsy an-kira anao sombinaina tena maminy. |
Toy izao ny toeran’ireo zanapeo ireo ao anaty fafana |
Ty afara ro arene ttr 4 mpandray anjara |
Annexe ii bon d’entree en magasin |
Amélioration de l’équilibre financier de la tpflm cette partie consiste à tenir la structure financière à long terme, à moyen terme et à court terme, dans laquelle nous avançons au rétablissement des fonds de roulement, l’allègement des stocks et le renforcement de la trésorerie. |
Izany hoe, na hoatry ny inona ny fanomezana atolotra dia tapany ihany io raha tsy eo ny teny avy ao am-po hameno azy. Zary lasa famingavingana mihitsy aza ny fanoloran- javatra tsy arahin-teny. Ohatra azo raisina amin’izany ny fanolorana vodiondry. Koa rariny raha manana ny anjara toerana lehibe eo amin’ny asa fikaroha... |
Section 5 autres modalités à suivre dans la mise en place d’une réparation a- le renforcement des compétences des intervenants comme l’intervention en matière sociale est complexe et exige des compétences répondant et respectant les normes humaines, les intervenants doivent avoir des compétences correspondantes. Dès la... |
Ny stylistique descriptive rahateo dia fomba fandinika mametraka ny endrika sy hevitra ho mifandrohy, ka eo am-panazavana ny lohahevitra dia mora sy mazava ary siantifika ny asa atao. |
Ny teny, vokatr’izany, dia manana ny lanjany eo amin’ny sehatry ny serasera. Mampifandray ny mpandefa mpiteny sy ny mpandray itenenana , amin’ny alalan’ny hafatra izay vokarina amin’ny fampiasana ny teny. Amin’ny alalan’ny teny no amoahana sy anehoana ny hevitra sy fihetseham-po aman’eritreritra ananan’ny tsirairay. Io... |
Zava-dehibe tokoa ho an’ny fahasalamana ny fahaizana mitsinjara ny sakafo amin’ireo fotoam-pisakafoanana, matetika anefa no ataon’ny olona tsinontsinona izy any amin’ny faritra rehetra any. Tsy hanome ireo sakafo hohanina isaka ny fotoam-pisakafoanana akory eto fa hilaza fotsiny ny fatran-tsakafo hohanina sy ny zava-mi... |
Tranonkalam-pifandraisana sujet re eschatologie bouddhiste et hindoue les animateurs du forum abo. Wanadoo. Fr |
Manoritsoritra ny endrika samihafa mety hisehoany |
Kevitra sy manaraka lôjika ary ny fizohian-kevitra miainga amin’ny fandinihana antsipirihan-javatra maro mankany amin’ny mahafaobe mba hahazoana lalàna tokana mahafaobe. Manamarina izany ity ohatra ity, izay maneho ny fiezahan-drandria manaporofo amin’i noro ny antony mahatonga azy roa ireo tsy afaka mivady ny fianakav... |
Asiniony 4 desambra 1996 |
Tsy mba afaka nianatra ny teny malagasy tany am-pianarana izy ireo satria nofoanana ny fampianarana ny teny malagasy tany amin’ny sekolim-panjakana sady nofoanana koa ny gazety. 115 noho izany, tsy afaka namaky literatiora malagasy izy ireo fa niantsampy tany amin’ny sakafon-tsaina vahiny, ka voasinton’ireo literatiora... |
Fa ilay ray izay naka anao f’izay tokoa no sitrapony hitsinjo ireo malalanao sy hampionona ny fony. Ninoan’ ny eja fa ny andriamanitra rainy no naka ny dadany. Ary izy ni inoany koa fa hitsimbina ireo ankohon-drainy sisa tavela. Tamin’ io indrindra koa vao fantatry ny olona izy sy ny solonn’anarana nisalorany. |
Ny surtitre, mipetraka eo ambonin’ny lohateny, amin’ny endri-tsoratra madinika. Matetika dia mipetraka ho lohatenina lahateny na sehatra ankapobeny momba ny lahateny ny sous-titre casquette , mipetraka eo anelanelan’ny lohateny sy ny chapo, mitovy endri-tsoratra amin’ny surtitre. Manolotra fampahalalana fanampiny amin’... |
Ny distrikan’andramasina |
Raha lalana naleha dia ho azo niverenana raha rano niampitana mbola ho azo notazanina raha olona nandao mbola ho azoko nenjehina raha tany nialana mbola mety ho vantanina |
Maivan-danja kokoa ny hoe loza satria amin’ny maalagasy, na toe-javatra tsy toy inona akory aza dia mahatonga azy hilaza hoe loza izany ! Ny ota izay mitovy amin’ny heloka, dia tsy hitan’ny maso fa any anaty any; fa ny loto dia tena misongadina. |
Va lazon’ady , tak 60 |
Loharanon-kevitra tanora advantista androndra ampamantanana, 2014 toy izao ireo mpisantatra vahiny rehefa misalotra ireo loharanon-kevitra op. Cit |
Na zovy ianao hibahana ny eza-panafahana natomboka hatrizay hiala maina indray. Na inon-koa hihatra, |
Fampiharana entina mody amin’ny firenena, samy entina hilazana ireo malagasy mandranto fianarana tany ivelany; na ireo malagasy nahazo mari-pahaizana ambony teny amin’ny ambaratonga ambony. Misy avara-pianarana manambara fitiavan- tanindrazana satria hainy ny mampifanaraka ny fahizana ananany amin’izay mahasoa ny firen... |
Tokony hanana safidy ny isan’ny zaza hateraka ny ankohonana. |
Na ho mora na ho mafy 10 na handoatra hatramin’ny aina, rehefa refy no ilaina, moa tsy ho vitanao ny mihafy? |
Dina fototra |
Tina ary moramora fa manaitra zaza matory ! Fa hiteny inona moa ity tianao lazaina. Tovo tezitra asa! Ary rehefa tsy omena hanina koa aho dia lero sesefo any daholo! Tina azafady ary e! Andraso fa alaiko. |
Investissement |
Seheno ka noho izaho very hevitra no nahatonga ahy nanatona anao at? . |
Beaujard. Ph 1983 princes et paysans les tanala de l’ikongo in espace social du sud-est de madagascar. Paris l’harmattan, 670p. |
No lakana nitana 101 fa ankoatra ny fiovan-toe-tsaina sy ny fanandratana ny fomba amam-pahendrena malagasy, dia anisan’ny famerenana ny hasina maha malagasy ihany koa ny fanomezan-danja ny teny malagasy. |
Tao amin’ny lycée andoharanofotsy ny dingana narahina tamin’ny fanatanterahana lesona famerenana mialoha ny hanaovana lesona vaovao dia manao famerenana izay vita tany aloha ka misy ifandraisany amin’izany ny mpampianatra. Ny famerenana dia natao mba hitadidian’ny mpianatra izay lesona efa vita sy hanaovan’ny mpampiana... |
Ny boky niarahana tamin’ny fikambanana |
Autres document ? Le centre pour le contrôle des maladies transmissibles cdc le centre de la promotion de l’éducation pour la santé. La division de la santé reproductive 1985 méthodes et pratiques pour l’afrique, atlanta, géorgie, 30333. Etats unies d’amérique ? Ministère de la santé du planification familiale et de la... |
Ianao izay toy izany, n’iza n’iza ianao, na olon-manan-karatra na olon-tsotra izao ianao izay toy izany, ianao no ho fitaratra azo amaritana ny endriky ny olona antsoina hoe mpitolona ! |
Miharihary eo fa mifanalavitra be ny elanelan’ny isan’ny mpianatra amin’ireo sekoly ireo. Manao ahoana kosa ny momba ny mpampianatra? |
Fanontaniana2 lazao, inona avy ireo toetran’ny aina? |
Ny r. Fidimanantsoa olon-tsotra hofantarina ireo loharano nipoirany, hojerena manaraka izany ihany koa ny fiainany manokana. |
Samy manana ny fahalemeny avokoa ny olombelona rehetra fa tsy misy akory ny tonga lafatra. Noho izany, tsy tokony hitazona alahelo amin’izay olona nanam-pahadisoana tamin’ny tena, hoy ratianarivo, fa ny ho avy no hanaovana fikasana tsara mba hisorohana sy hanarenana izay tsy nety teo aloha. Manambara izany koa i justin... |
Ny talem-paritany aqa-pahasalaman. A antana arivo |
Mémoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole norsmale c a p e n |
Eto am-piandohana, heverinay sy azo lazaina fa tsy ho latsa-danja amin’izay voalaza tao amin’ny tantaram-piainany, amin’ny maha-olon-tsotra azy ny hambara sy hovelabelarina ato amin’ity toko faharoa nampitondraina ny lohanteny hoe eric ravalisoa mpanoratra ity. Lohahevitra telo no hovahavahana mandritra izany, dia ny m... |
Tsy alaheloko anao ny mifoha mangiran-dratsy fa alaheloko ny tenako ny matory tolak’andro ny mandefa eritreritra dia manonofy anao matory |
Fan oho ny aminao dia ny aminao ihany tsy tontosa izay atao lany andro mitomany. Ny eja 2001 |
Raha vao miresaka fampianarana, dia tsy afa-misaraka amin’izany ny ray aman-dren’ny mpianatra, satria izy ireo koa dia manana andraikitra lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fianaran’ny zanany. Araka ny voalazan’i a. Mareveil manao hoe ireny tontolo misy ny mpianatra ireny dia anisan’ny mamaritra ny kolontsaina sy ny foto-... |
Chèque n crédit-bail machine x |
Anarana sy fanampiny andriamanantena lucien harivelo lohatenin’ny fikarohana jo andrianasolo mpanoratra sy asa soratra isan’ny pejy 116 isan’ny fafana 01 |
Vi- vyangu vyako vyake vyetu vyenu vyao manondro samy hafa tokana i- yangu |
Ary ankasitrahako manokana ny ceres eo amin’ny fanabeazana ireo zaza ireo. Eo amin’ny fampianarana ny ankizy ihany koa |
Raha vantany vao misy fiovany amin’ny mahazatra ny toetra aretina dia efa mifampiantsoantso ny mpianakavy izay mifanakaiky. Amin’izay fotoana izay vao tenenina hoe marary ilay olona. Izany hoentina milaza aretim-be na aretina efa mihombo ny teny hoe marary ho an’ity fiarahamonina ity. Mandritra ny fotoana maha toy izan... |
Isan’ny tovana 15 |
Fafana 04 fampitahana ny vola miditra amin’ny mpanjono arakaraka ny fiovaovan’ny toetrandro toetrandro vokatra azo vidin’ny 1kg vola miditra amin’ny mpanjono tsara 20 kg 4000 ar 80.000ar ratsy 10kg 8000 ar 80.000 ar elanelana 10kg 4000 ar 0ar |
Randria dia asakasak ialahy raha izaho rain ialahy niteraka an ialahy no hotorian ialahy fa nangalatra izao fotsiny no ataovy ao an-tsain ialahy matoa 795- aho mifofotra, mively vy, miady fo aman aina amin izay ahazoana tombontsoa dia tsy hitatatra ho an-drainilezafy akory, fa ho anareo vady aman-janako. Tahaka izany k... |
Fandrarahana ny atin-koba |
Papay latsaka am- bozona, tonga sakafo vao lasam-borona. |
Ahoana no hilazana izany, na hamborahana fitia, raha tsy tao ny teninao ? |
Novokarin’i di ohatra 2011, 2013. |
Radio record, ary tantara tokana tao amin’ny rdb radio don-bosco nandefa tantara tany amin’ireo onjam-peo any amin’ny faritra ihany koa ny tenany toy ny tao amin’ny radio fy. Na dia izany aza, tsy nananany fotoana loatra, na tsy nataony anton-draharaha ny fanoratana ny tantara fandefa an’onjam-peo noho ny fianarany tet... |
Ny isan’ny mpianatra ao amin’ireo ambaratonga telo eto madagasikara |
Fotoana tapany faharoa ity fotoam-pivavahana ity indray dia manomboka amin ny 8 ora maraina. Ny atao ato indray dia fanamasinana ny andro alahady, amin ny alalan ny fotoam- pivavahana na koa antsoina hoe lamesa izay ahitana fampianarana sy fanamasinana ny andro amin’ny alalan’ny hira sy vakiteny isan-karazany. Ny fanam... |
Noho izany mitaky fepetra avy amin’ny tsirairay ny hahavanona azy. |
Vita hatreto ny amin’ialahy vato no ho varavarana kisendrasendra angamba sisa no hanononana ny anarana. |
Le simple fait de différencier les structures permet aux élèves de connaître d’autres types de regroupement, d’autres lieux, d’autres animateurs, provoquant de nouvelles interactions sociales et ainsi des réactions constructives à l’apprentissage demandé. |
Anisany niteraka ny fihetsiketsehana teto amin’ny firenena izany olana ara-pôlitika izany. Samy tsy nahatapitra ny fotoana ara-dalàna hitondrana ny tany sy ny firenena ny ankamaroan’ireo filoha nifandimby. |
Ny fiovam-peo l d |
Horohoro mangarohoro |
Lakana vita amin’ny hazo boribory iray, tsy ampiasaina fantsika toy ny amin’ny fandrafetana ny fanamboarana azy fa iny hazo iray iny ihany no amboarina ho lakana. 145 lakana vita amin’ny hazo ihany koa fa harafitra no fomba fanamboarana azy. 146 hazo efa antitra no sady mafy. 147 hoy velonasy, 50 taona, mpanamboatra la... |
Filles 2 2 2 0 0 0 1 7 total 2 2 2 4 1 1 8 20 source personnelle échantillonnage par tirage aléatoire simple, janvier2016 |
Fa efa firifiry moa no efa noheveriny ho soa, ka niarahany hatrany sy nantsoiko hoe olo-mamy ? Dia nihevitra izy fa ho sambatra satria ny fo tafatambatra tsy mba misy adin-tsaina fa hoe tojo ny lalaina. |
Ny fitrandrahana ny fihetseham-pon’ny itenenana ao amin’ny dinitra na pathos zava-dehibe ary isany maneho ny maha olona ny fihetseham-po ka tsy azo tsinitsiniavina indrindra amin’ny fandresen-dahatra satria mety ho antoka iray mampanaiky ny olona itenenana izy. Mba hampahomby ny fandresen-dahatra dia ilaina ny fitrandr... |
Liste des devoirs de |
Mazàna tsy mieritreritra ny hatevin’ny boky ny mpanoratra, fa ny habeny fotsiny no ao an-tsainy. Tsara anefa ny mahafantatra fa tokony ho amin’ny antonony hatrany ny hatevin’ny boky, mba tsy hatevina, na hanify loatra ny boky, fa hifanaraka tsara amin’ny habeny. |
Taterin-dry d goanach c golder, op. Cit l’école va constituer pour tous le lieu de nouvelles experiences, de nouvelles occasions de socialisation, de nouveaux apprentissages p 195 99 taterin-dry d goanach c golder, idem, les enseignants ont un rôle particulièrement important à assurer, dans la transition entre la vie d... |
Loharano goodman, 1988 |
Volana ô ! Raha toa ka tsy ho tsiny izato taratrao mibaliaka mandefa ny hazavana ho an’izao rehetra izao dia mba tiako sy iriko mba hitsabo ny ao am-poko ao. Mba hiantrao izato tenako torovan-tsy mahita izay atao. |
Razanatiaray h. 2008 |
Na impiry impiry koa ny fitaka natoky handemena saina dia mbola ho eny ianao ! ! Hanjeny am-pitokonana ! ? |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.