text stringlengths 10 11k |
|---|
Rakalo torohevitra isan-karazany no azoko hanampiana anao, fa ianao no tena afaka manamafy azy. Mozika |
Ankehitriny raha manomboka amin ny zana-peo io voanteny io, na hisy tsipi-panohizaa raha manomboka amin ny renifeo izy. Mikasika ny tranga tokony hisy tsipi-panohizana no resahina eto. Hita ao amin ny boky tantara ny andriana fa mitambatra amin ny voanteny ao aoriany avokoa io mpampiankin-teny ana io toy ireto aseho am... |
Ambohitrandriamanitra |
Amin’ny fitondrany izy ireny. Natao hilaza ny fahombiazana sy ny hatsaran’ny fitantanan-draharaham-panjakana izy ireny. 68 nisy hatrany ny fifanatonana tamin’ny mpanoratra ka nahafahana niroso. Amin’ny ankapobeny, hoy izy, ny ankamaroan’ny olona dia saika mirona amin’ny fitsikerana, na fanasongadinana ny lafy tsy mety ... |
Ny haitram-pilàna ao anatin’ny fo tsy mety ho ritra ; tsy mety ho foana rah’toa ka tsy ferana ho zary fitserana ! Ovan’ny fotoana hivadika ditra de zon-kadalana no tonga manjo ! |
Ry tanindrazana, ry tanindrazana |
Ny ministeran’ny asa no tompon’andraikitra amin’ny fampiharana ireo lalàna mifehy ny fampiasana zaza tsy ampy taona sy ireo politika mifehy ny sehatra ivelan’ny rafitra ara-dalana. Nisy arak’izany ny fisafoana toeram-piasana notontosainy nandritra ny taona ho setrin’ny fitarainana maro voarainy. Nandritra ny taona dia ... |
Mahazatra ny mpampianatra maro ny mianina amin’ny famaritana, ny endrika isehoana, ny loharanony rehefa mampianatra lohahevitra iray momba ny riba. Izany rahateo no voasoritra ao amin’ny fandaharam-pianarana. Tsapa anefa hatramin’izao fa tsy mitondra fivoarana ho an’ny mpianatra sy ny fiarahamonina izany endri-javatra ... |
Ohatra amin’ireo voalaza ireo lahatenin’ny filoham-pirenena marc ravalomanana gazetiko 10.01.04, v. A t. 186 fambolena mampihodina vola 1.080 lavitrisa ariary 2002 2003 tribune 30.01.04, v. A. T. 97 ambohipo tsy hita folo andro tribune 16.01.04, v. , t. 26 fanambarana vice primature gazetiko 10.01.04, v. 154 paositra m... |
Adresse du lycée contact |
Sokajy fahatelo ny hasin’ny tsirairay na ny isam-batan’olona |
E! Ry kintana tomefy mandravaka alina matory, mandrotsirotsy moramora, mandefa taratra orirory; zao ny masonay voahindra mitrotro embona tantely fa toloranao lay hery misy bitsiky ny anjely |
Antoka iray mapizotra tsara am-pilaminana ny fampianarana ny fisian’ny t. P. D. Raha tsara rafitra sy voalamina araka ny tokony ho izy ny t. Dia azo antoka fa hizotra ary tsy dia hisy olana ny fampianarana. Raha atao indray mijery dia ireto lafin-javatra manaraka ireto no tokony ho hita ao amin’ny t. Famariparitana ila... |
Tsy ny tanjona ihany anefa no napetrany, fa tao ihany koa ny fanaovana ny tombana , izay fitaovana hanatrarana ny tanjona napetraka. Samy nanana ny fanehoany izany ny tsirairay. |
Maison de la police |
Fehiny hanan-danja lehibe ao amin’ny famahavahana ny sarin-teny ireo hevitra maha-hira ny tdt ireo. Ankoatra ny endrika izay tena vontoatin’asa ao amin’ny stylistique mantsy, dia tsy maintsy jerena koa ny hevitra ao. Takina ihany anefa ny fanaovana arofanina mba tsy hivaona tanteraka ny asa. |
Universite de toliara faculté des lettres et sciences humaines et sociales département d’etudes françaises |
Fetra misy olona tiako any ry dada sy neny, saingy mampisalasala ahy ny hitory ny fitiavako aminy. |
Grcsy, giresy la graisse notarnment pour lubrifier la boite de la roue; s’applique a la grc1isse industriellel; d. Soliky aornby fr. |
Mandehana ry haimah! Ampy izay niarahana izay, mahità lehilahy tia anao sy hanambady anao. Haimah sedra a, tsy manaiky an’izany kosa aho e! |
Mpivahiny gazetim-panjakana n 2051 du 25-05-1936 |
Jakobson , question de poétique l’existence d’une uvre folklorique ne commence qu’après son acceptation par une communauté déterminée et il n’en’existe que ce que la communauté s’est appropriée 44 c. M. Bowra, chants et poésies des peuples primitifs, payot, paris 1966. Tout est chant et poésie dans la vie des malgaches |
Endriky ny hafatra |
Mbara se lilahy e ! E ! O lilahy e mbara se lilahy e ! |
Mbola izany fampiasan-tsaina amin’ny tokony handanjalanjana ny fitiavana izany no asehon’ny mpanoratra amin’ny hoe tsy andrakandrana ny fitiavana na atao ankandasitra, tandremo fa ny marevaka eo anoloan’ny maso dia matroka eo anatrehan’ny saina a. P 243 misarika ny sain’ny mpamaky amin’ny fahazarany eto ny mpanoratra k... |
Auteur anonyme 1925, texte n 29 16 trules jean, un opéra de l’océan indien, 1964, p3 |
Sary 1 saritanin’ny kaominina antanetibe mahazaza |
Anthropology analysis done about the development of the tourism sector, in tritriva lake, tritriva commune, betafo district and vakinankaratra region , this search work. Didactic study in relation with all group of people maiticing. Moreover the analysis of activities within society which lead to change. The act of dev... |
Misy sarimihetsika mandeha mandavantaona eny an-dalana eny |
Ny andraikiny eo amin’ny tontolo ambanivohitra |
Taona -2000 seth |
Depuis le 18ème siècle, ansoff a constaté que les entreprises connaissent de profondes mutations. Ces mutations se caractérisent par l’ouverture des entreprises vers l’extérieur depuis la fin du troc et l’apparition des signes monétaires qui ont accéléré le développement des échanges internationaux. L’environnement est... |
Karazana hetsika maro no azo tanterahina eo amin’ny fanehoana asa soratra ao ny fiantsana azy eny amin’ny sehatra maro isan-karazany, ao ny famoahana azy ho boky ka aseho amin’ny alalan’ny fampirantiana arahina famelabelaran-kevitra. Azo atao ihany koa ny maneho azy amin’ny alalan’ny fifaninanana. Ireo karazana hetsika... |
Teny famaranana 152 |
Fa talohanao, sina ny fitiavako! Izay olo-nantenaiko ho vahatra hampitony; izao vao tena haiko fa hay tsy nitia ahy no toa tsy tiako akory. |
Sendra io akaikin’i seheno io izy, fa aiza indray àry ianao izany? |
Ny fihavanana ara-pifandraisana hafa |
Ny taranja teny dia mikendry ny hananan’ny olona tsirairay angona maro ahafahany miserasera amin’ny olom-piarahamonina izay mpiombona mampiasa ny teny rehetra. Ny fampiasana izay angona izay no hamantarana na voafehin’ny olona ilay teny na tsia. Ilaina araka izany ny fianarana mampiasa ireo angona ireo arakaraka ny seh... |
Rakotoson raolisoa, op. Cit. Tak.45, sasin-teny , tak. 3 |
Fitia kotro-baratra ve no any ho any ka nahasahiana niantso zavavy sa mba fitiavana marina ihany mora ilaozako amin-dreo mpianakavy. |
Bergez d , méthodes critiques pour l’analyse littéraire, armand colin, paris, 2005 pour comprendre une uvre d’art, un artiste, un groupe d’artistes, il faut se représenter avec exactitude l’état général de l’esprit et des m urs du temps auquel ils appartenaient. Là se trouve l’explication dernière ; là réside la cause ... |
Soa angaha izy tsy niaraka taminareo? |
Complexe d’infériorité voambolana fampiasa any amin’ny sehatry ny ’’psikôlôjia’’. Karazana aretin-tsaina izy ity ; fanehoan’ny olona iray fa ambany noho ny hafa izy, izany hoe fiheveran-tena ho mihetry. |
Izany hoe na dia kely aza ny harena hananan’ny tena, rehefa azo tamin’ny fahamarinana izany dia milamina ny saina. Tsara kokoa izay noho ny hoe manana harena be, nefa azo avy amin’ny halatra sy ny zavatra ratsy. Ao anatin’izay fananana izay dia tsy mitombina ny saina satria matahotra sao dia hisy handroba na koa hoe ho... |
Faniriny ny ho tiana tsy an-tery fa safidy ndrao isotroany vahona itelemany mangidy f’ilay mamy-loharano tsy mety ritra avy am-po no amenoany izato siny lolohaviny ho anao hokajiany tsy ho raraka na hamonto ka handio ilay voa izay nitrebona itoerana tsy mahalao . |
Tsy te hiherikerika amin-javatra hafa intsony izy, ary tsy manaiky intsony ny fangejana atao azy fa efa ny hody no masaka ao an-tsainy. |
Ireo mpanampy nampiasain-dratrema william nanehoany ny zava-misy |
Miady sy mijoro |
Ny osika betsimisaraka, tsimihety ary sihanaka no ampitahaina eto. Ny fampitahana atao dia miainga amin’ny fandinihana ny tahirin-kevitra momba ny fanazavana ny osika izay nataon-drazafiarivony michel nandinika ny osika betsimisaraka tany amin’ny faritra anosibe an’ala , ratefy nandinika ny ôsika tsimihety ary razafind... |
Sur cette illustration on peut observer la machine utilisée pour polir les cornes à gauche, et une mante religieuse faite en corne à droite. On peut voir encerclé en rouge d’une part la partie de la machine qui sert à polir, et d’autre part une partie de l’article sous les ailes de la mante religieuse qui n’est pas pol... |
Remerciements sommaire liste des abreviations et des sigles liste des tableaux liste des graphes liste des encadres liste des images liste des schemas glossaire |
Ny fitsapana dia tombana natao handrefesana ny fahaizan’ny mpianatra ary hanomezana isa. Miankina amin’ny votoatin’ny lahatsoratra kosa no ametrahan’ny mpampianatra ny fomba hanombanany ny mpianatra. |
Araka ny fandinihana sy ny fikarohana natao, ary ny nanontaniana tamin’ireo mpitandrina40 moa dia misy fizarana telo ny bokin’ny ohabolana. Ka ny nosafidina manokana |
Ny famakiana hafatra anaty lahatsoratra àry dia manazatra ny mpianatra hiatrika ovam-pitenenana samihafa. Arakaraka ny sehatra itenenana no mampiova izany, ary resahina ao koa ny kolontsaina. Vokatr’izany dia manjary mikaly ny hafatra tiany hampitaina ny mpianatra rehefa manatanteraka asa fitenenana am-bava na an-tsora... |
Fa ankoatra ireo tombana ireo dia misy tombana izay hadinon’ny anakamaroan’ny mpampianatra ny manao azy. Tsy inona izany fa ny tombana izay ataon’ny mpampianatra amin’ny tenany. Tsy tokony hionona fotsiny amin’ny fanombanana ny mpianatra ny mpampianatra, fa tsara raha mijery ny zavatra vitany ihany koa izy ireo. Miaing... |
Tononkira dia tononkira fahenina toko 8 5-14 |
Koto somary mikehana sady mampiaka-tsoroka hay ve handoka ahy ihany e! |
Famaritana miainga amin’ny teny niforonany ny literatiora dia avy amin’ny teny latina hoe literae, izay midika hoe soratra. Tsy izay rehetra voasoratra anefa dia literatiora avokoa. Misy lafiny manokana izany mampiavaka ny asa soratra literera. Mitaky fepetra manokana ny fanoratana azy, mba hahatonga azy ho kanto. Fama... |
Andriamihaja s 2021. Momba ny teny malagasy sy ny akademia malagasy. Antananarivo akademia malagasy andriamise l. 1996. Fonctionnement sémantique du vocable vohitra dans les toponymes malgaches in tantara ny andriana tome ii. Mémoire de maitrise. Université d antananarivo. Flsh. Dllm andrianarivony d 1973. Fitsipipiten... |
En ville, l’organisation traditionnelle donne une place importante aux hommes. Les travaux communautaires sont de deux types il y a les travaux relatifs aux événements sociaux décès, circoncision les principales décisions relatives à l’organisation reviennent à l’homme. Les tâches des femmes consistent surtout à la pré... |
Ceg collège d’enseignement général csb centre de santé de base ekar eglizy katôlika apôstôlika rômana ep ecole privée epp ecole primaire publique fjkm fiangonan’i jesoa kristy eto madagasikara fpvm fiangonana protestanta vaovao eto madagasikara pcd plan communal de dévéloppement rip 60 route inter-provenciale 60 rn 2 r... |
Mitaraina ny tany, tak 10 42mitaraina ny tany, tak 7 |
Fahampanjaka tamin’ny fahavazimba, raha mbola radobay no lehibe tamin’iny faritra iny, dia tsy mbola voafaritra mazava ny faritra. Fantatra kosa fa ny moron’ny renirano andrantsay no nitoerany. Tamin’ny fanjakan’andrianony sy ny zanany andriamanalimbetsileo dia teo ho eo amin’iny distrika betafo ankehitriny iny no tena... |
Sarin-teny tononkira vakodraza? A takila ohatra lanjan’ny sarin-teny epizeuxe tamberim- boan-teny nipaika ilay ora 17 fa kanto, fa kanto fa kanto sy tena tsara maneho ny fietanam-po tsy hay fefena nibosesika eo amin’ny iray tarika. Fanomezana aina ny mifanesy |
Kisary takila |
Zazavavy. Ny mpanoratra no tena mampiasa azy ity ao amin’ny asa sorany ka lasa ampiasain’ny olona hiantsoany ny malalany. |
Matetika dia sahirana ny mpampianatra rehefa manazava lesona. Misy ny hevitra izay saro-takarina ka tsy mazava amin ireo mpianatra vahiny sasany. Ohatra mandritra ny oran ny taranja matematika frantsay, dia misy amin ireo mpianatra manana fahasarotana amin ny fahazoana ny fanazavana. Noho izany, voatery ny mpampianatra... |
Lavidavitra, ny mitsidika dia nandalo kely fotsiny, ny mangarangarana kosa dia efa misy vaingan-javatra hita sy tsapa. Ny anatra ampitain’ny tdt eto dia eo amin’ny fitiavana. Tsy tondraka indray mandeha ny fitiavana fa mandeha miandalana. Ny gradation àry dia mandoko ankolaka ny fanatonan’ilay malala, miandalana sy ami... |
Amin’ny fampahafantarana ny ankizy ny fihetsika tokony hataony manoloana ny tsimbalivalin’ny fiainana. Ny zavatra tsy azo hadinoina na inona mitranga dia ny vavaka satria io no vahaolana tsara indrindra. Ny olona rehefa mahatsiaro faly sy sambatra dia matetika hadino ny mametraka izany fotoana izany amin’andriamanitra;... |
Ny olona voatokana hijery teatra teo aloha |
Sous ! A direction du pr. Rarenilaina ro er bruno, prolesseur titulaire |
Aza alevina ao am-bata ny rakitsoratry ny kanto, fa anoreno tsangambato dindon-tsain’ny firenena hampitroatra ny hambompony hisondrotana ambony aza alevina ny soratra dia tsy haolo ny tanàna fa ireny no hazavana!81 araka izany, mpilaza hafatra ho an’ny hafa amin’ny alalan’ny asa sorany ny mpanoratra. Tsy misy antony ha... |
Tenin’olona sa voafetra ny olona afaka manao izany? Ary ahoana ny fomba fiasany araka ny trangan-javatra tsirairay? Mampirindra sy mampilamina ny asa fikarohana toy itony ny fampiasana lalan- tsaina manokana. Ny lalan-tsaina socio-linguistique no lalan-tsaina voalohany ampiasaina amin’ity asa fikarohana ity. Io lalan-t... |
Tsapako, eny izao, fa hay ny heriko no tena fahalemeko tsy noheveriko ! Ianianako aminao anio, rahavako tsy ho adala intsony, intsony, ny fitiavako indro atokako, doria, mba ho anao ! Ianao no fahavelomany maharitra aminao ilay fitia tsy mba voafaritra ka ny foko efa maty aza izao indro taitra indray fa novelominao ry ... |
Ny anaram-bolana roa ambin’ny folo no amoahan’ny mpanandro ny tonom-bitana rehetra. Nolovaina tamin’ny arabo ny anaram-bolana 12 alahamady asorotany adaoro alahasaty adizaoza asombola adimizana adijady alakarabo adalo alakaosy alohotsy ireo anaram-bolana 12 ireo no ampifandimbiasina hizara ny taona. Ireo ihany koa no o... |
Ny endrika isehoan’ny fampianarana eny anivon’ny tontolo |
Valovotaka |
000 0,000 0,000 0,000 0,000 0,000 0,000 |
Ny fiteny ao fandriana dia andrenasana ireto feo manaraka ireto p, b, m, mb, f, v, t, d, n, nd, l, r, tr, dr, ndr, s, z, , ts, dz, ndz, k, g, ? , ? G, h, i, e, a, u, o mizara roa ireo hasim-peo voatanisa ireo, dia ny renifeo sy ny zana-peo. Samy milahatra avy aloha mianafara ny singan’ny sokajy anankiroa. Vokatry ny fa... |
Amin’ny taona fahatelo. Ny asa natao tamin’izany dia ny fidirana ao amina fiarahamonina iray mba handalina sy hampihatra izay nianarana sy niofanana |
Fetra marary i dada e! Tena marary mafy! Lany avokoa ny vola teo aminay sy i neny, tsy misy hosarangotina intsony, dia voatery aho nanilika tamin’ny volanareo. |
Anatin’ny kahie fanomanany no nankanesany teny amin’ny latabany. Ankoatra izay, nisy ny fampihomehezana kely ataony indraindray mba hanairany ny mpianatra izay hitany fa matoritory. B.7. Ny fahasamihafana teo amin’ny drafitry nylesona notanterahina |
H9 alatsinainy talata |
Lay sora-tanako iny |
Ny tokim-pitiavana toa mihozongozo mihevitra ny eto fa hoe voaozona ; 25 ny vavaka akarina dia akarina, ny valiny anefa tsy hay fantarina fa toa mifandiso, tsy izay ampoizina ka he ny eritreritra no voapozina ! |
Ireto manaraka ireto kosa no ao amin’ireo sokajy ireo ny malagasy sy ny fiheverany ny tontolony |
Hoe ohatra. |
Fototra iorenany. |
Tovo ka izaho te hisangy ka! Eo fa hanampy anao mihitsy aho. |
Toloranay fisaorana lehibe ihany koa ianao ramatoa esther rasoloarimalala randriamamonjy, nanaiky niara-niasa taminay, ka nanome malalaka ny asa soratrao nokirakirainay; nanaiky notabatabainay sy nohelingeleninay matetika tamin’ny fanadihadiana samihafa natao, dia ny fankanesanay matetika tany an-tranonao izany. Mitomb... |
Aro manampina ny masony mifona aminao aho raiko any an-danitra. 360- mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony. |
Amin’izao vanim-potoana iainantsika izao dia heverina fa samy ahitam-pahombiazana amin’ny fiainana avokoa na ny filana hevitra amin’ny mpanandro eo amin’ny fanorenana trano na ny fakana mpitondra fivavahana sy mpiandry. Misy fombafombam-pivavahana sy finoana voarakitr’ireo, ary misy mihitsy aza mampihatra azy roa miara... |
Famintinana ny fizarana fahatelo ity fizarana fahatelo amin’ity asa fikarohana ity no nanadihadiana ny momba ny koban’i talata volonondry manoloana ny vaninandro ankehitriny. Ato no namantarana ny zava-nisy sy ny ezak’ireo mpanamboatra sy mpivarotra koba, ka nahalalana ny fanofanana azony sy ny fananana eo am-pelantana... |
Tsy dia nahitana fiovana firy intsony ny fandaharam-pianarana taranja malagasy nanomboka tamin’io fotoana io ary ny lalàna 94-033 tamin c ’ny 13 mrtsa 1995 hatrany no namaritra azy. Any amin’ny tovana no ahitana ny antsipirihan’ireo fandaharam-pianarana tamin’ny 1996-1999. |
Stylistique structurelle mifantoka kokoa amin’ny resaka rafitra izany hoe ireo lafin-javatra ara-haiteny. Izany dia tsy miainga aimn’ny mpanoratra na ny vanim-potoana na toerana fa amin’ny maha asa literera ny lahateny. Ny lahateny sy ny fomba nandrafetana azy izany no zava-dehibe eto ka anatsoahana ny mampiavaka ny la... |
Satria tsy nitelina voa manadino izahay fa tena nitsako ny voa mahatsiahy, koa dia tsy hainay ny tsy hisaotra anao ramatoa razaiarisoa olga nanaiky ny hitarika izao fotoana izao. Tolorako ny hasina manokana ianao izay vovonana iadian’ny lohany, varivary fandrian’ny tafo. Enga anie ianao handidy hahita ny vaniny, hikapa... |
Rakotomalala rivoniaina rija asabotsy 15 nôvambra 2008 |
Mifankatiava mifankatiava anie hoy aho ry havako izany e miraisa hina , mivavaha ihany e fa ny fahoriana tsy miala teto an-tany |
Irako ammi et alli, ny vato ve no hiantsoantso ? , voha varavarana , op cit, tak |
Be fitetika paronymie |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.