text
stringlengths
10
11k
Fandinihana ny olana sy fikaraoham-bahaolana fantatra ny antony mahatonga ny olana sy ny vahaolana mifanaraka amin’izany kisary maneho ny fomba famahavahana ny olana sy ny antony mahatonga izany ary ary ny fiantraikany arbre à problème , fikarohana ny vahaolana mifanaraka amin’izany. Famantarana ny fiarahamonina sy ny ...
Na izany aza dia hita fa nisy ireo nionona tamina tahirin-kevitra tokana, ary tao kosa ny nivelatra tamina boly maromaro.
Tsy fahavitany namaly faty ny olona namono ny vadiny izy. Aty amin’ny farany dia toy ny tsy niiba no tsy niabo ny fiainany teny afovoany teny no nisedrany fangirifiriana ary koa nigohany fahasambarana.
Carole pilote, méthode d’analyse littéraire et littérature française, éd. Etudes vivantes, tak. 171 prônant la liberté intellectuelle et le rationalisme, refusant le principe d’autorité, la philosophie dénonce tout ce qui entrave la réflexion objective
Amin ny alalan ny fandalinana teôrika izay ijerena ny disadisam-piaraha- monina, ny fanavaozana sy ny famoronana ary ny fiovana iray amin ny fiarahamonina mankany amin’ny fiovana hafa.
Enfant sur ! ’education education des des enfants enfants
Ihany koa dia maneho izany indrindra. Mibahan- toerana ireo voambolana nalaina tao anatin’ny baiboly na notsongaina tamin’ny soratra masina, ary saika manerana ny lahabolana izany amin’ny ankapobeny. Fanehoan-kevitra feno fitalahoana sy toa resaka atao mivantana amin’andriamanitra ohatra tompo ô ! Mba henoy ny vavakay ...
Ny fotoana tsy azo sarahina mihitsy ny mpandray anjara sy ny habaka, ary ny fotoana amin ny tantara foronina. Samy manana ny fotoana itrangany avokoa ireo tranga rehetra ao amin ny tantara. Voalazan ny mpandinika aza fa ny literatiora, indrindra fa ny tantara foronina, dia zava-kanto mivelatra amin’ny fotoana. 54 noho ...
Hita maso atsy, ato
Nangalany aby ne ’olo abidohôlo na nangalany aby ny a ’olo abidohôlo. Marina neno raha nizakenao na mari a ny raha nizakenao.
Tsy nimalo na nivoana, toy ny volana alohotsy
Il faut enseigner aux chrétiens que l’achat des indulgences est une chose libre, non commandée.
Tanjona manokana mpianatra mahalala fa arakaraka ny fihetsika sy toetra ary ny zava- bita no anomezan’ny fiarahamonina hasina ny tsirairay, noho izany, tokony hiezaka hitondra tena tsara ao anatin’ny fiarahamonina. Paikady miainga amin’ny zava-misy fanontaniana sy valiny
Nahatonga azy io hampiasana amin’ny vehivavy. Ny vehivavy mpivaron-tena dia heverina fa mandeha mitorina noho ny fomba famindra izay tsy mitovy amin’ny an’ny be sy ny maro. Fanaratsiana tafahoatra ny fivoahana amin’ny alina no mahatonga ny fampiasana ny foza orana amin’ny vehivavy.
Ianao nilaozan’olon-tiana nangidy loatra ny fisiana lasa daholo koa ny vola fo kely tsy mba tola
Tsirinala, novambra 2001
Ny fahatsorana sy fahaizana mandanjalanjaa ary ny fahatoniana eo amin ny asa
Handala ny fahadiovana sy ny fikojakojana ny fonenany sy ny ho lovany rahatr’izay no tanjona. Dia mitovy amin’izany koa ilay lovantsofina vokatry ny fanadihadiana nataonay hoe mitondra voka-tsoa maro ny tsy fanimbana ireny tontolo iainana ireny.
Lalàna laharana faha 98-029 mitondra fehezan-dalàna momba ny rano, 19 desambra 1998
Ohatra 9a tsita antso o mifitaky a ’ala e y. B1.1
Brevet d’études du premier cycle b. E. P. C connaissances linguistiques malagasy langue maternelle français lu, écrit, parlé anglais lu, écrit centres d’interets sports basketball, football, natation photographie
Universite d’antananarivo ecole normale superieure
Nataony ho ambanin-javatra ary novitainy an-tsakany sy andavany ny andraikiny eo amin’ny ankohonany sy ny fianakaviany ary ny fiarahamonina. Tetsy ankilany koa, dia eo ny fikambanana iray izay miara- miasa akaiky aminy, dia ny vondron’ny mpanoratra tantara izany. Ny fahatsapany ny hasarobidin’ny fikambanana no nanosika...
Nataon’ny mpamolavola ny boky eo ambaniny manao hoe mba sambatra ho ahy iry sambo iry fa lalan’ny mody mankany aminay .
Tendreo mba hotompoiko, ny tena fahendrena sy fahamarinanao!
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny voalazan’ny conseil de l’europe, 2000 il y a tâche dans la mesure où l’action est le fait d’un ou de plusieurs sujet s qui y mobilise nt stratégiquement les compétences dont il s dispose nt en vue de parvenir à un résultat déterminé p.15 11 dikan-teny malalaka nataonay araka ny voa...
Razafinakanga alice azalyben marofo le secrétaire d’etat près du ministre des forces armées, chargé de la gendarmerie bory jean paul
Ii. Fanakaran-kevitra -resaka ifamaliana no nentin’ny mpanoratra naneho ny heviny. Ahitana mpandray anjara ohatra, rainikoto , ary ahitana teny taterina mivantana. Ohatra, izao no mba ataoko aminareo, sombinaiko raha ny zava-misy no dinihina dia ahitana kolontsaina roa mifanipaka ny kolontsaina nentim-paharazana sy ny ...
Famaritana ny antsoina hoe marina izay nitranga izay voaporofo izay nifanarahana
Tsy misy fenitra mazava
Hazavana hatsatratsatra no misodika eny ikopa, retsy onja izay misangy ravo sy mitopatopa ; mampiretsika ny foko ety an-toby mahomena ’zato bitsika manako misy tionam-pandresena.
Mba hanatanterahinay izany, nampiasainay ny haitsikera ara-tarakevitra mba hahafahana maneho ny tarakevitra misongadina ao amin’ny asa soratr’i faniry vatosoa. Ny fiverimberenan’ny teny na ny hevitra iray ao anatin’ny asa soratra dia efa ampy hanazavana ny tarakevitra voizin’ny mpanoratra iray. I jp webber aza dia nila...
Andrianjohany arilanto, ny fitiavan’olon-droa sy ny sarin-teny ampiasaina
Fafana 11 ny toeram-pitsaboana miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana ao manandriana firaisana csb1 csb2 chd1 ambovombe afovoany
Anarana sy fanampin’anarana holiarimahanina rosina
Tsy ny baiboly sy ny fiarahamonina irery ihany anefa no hita taratra ao amin’ny tantara anehoana ny maha kristiana fa loharano iray nampiasain’ny mpanoratra koa ny vehivavy izay loharano nipoirana mba hahafeno tsara ny fitantarana ataony.
Tantara fohy momba ny fampianarana tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana
Miara-mioraka ny rehetra hoe velona
Famerenana
Solatra solatsolatra solarana
Asa aman-draharaha lehibe no atao; ka olona maro be no indraminy hanao izany.
Ny sehatra samihafa ivelaran’ny fanabeazan’iharilanto patrick andriamangatiana sy ny endrika isehoan’izany hita teo ny mikasika ny endriky ny fanabeazana taloha sy ankehitriny raha ny ankapobeny no jerena. Ndeha hitodika manokana amin’ny endri-panabeazana tanterahin’iharilanto patrick andriamangatiana. Hanombohana azy ...
Mampahafantatra ny adidy aman’andraikitra tandrify ny tsirairay araka ny anjara toerany avy ny hasina, fahefana amam-pitondrana. Ilaina eo amin’ny fiarahamonina ny fahendrena sy fahalalana, satria manamafy orina ny fihavanana kilasy voalohany
Anisan’ny manavaka ny tononkalo sy ny tononkiran-kira gasy tokoa izany ny famoronana azy. Asan’olon-tokana, mitaky fahaizan-taratasy nefa azo atao mandavan- taona tsy misy faneriterena izany amin’ny asa soratra. Tsy maintsy ifanakonana izany amin’ny tarika mpanao hira gasy, na dia tsy ilana fahaizana manokana aza, satr...
Dans son schéma de communication, r jakobson donne à l’émetteur le nom de destinateur et au recepteur le nom de destinataire. Cf jean dubois, dictionnaire de la linguistique, larousse, paris, 1973
Amboaran-dahateny akora niasana
Araka ny hita ao amin’ny fafana etsy ambony, dia tsy tafiditra ao anatin’ny teny indonezianina ny renifeo mitafitafy ankoatran’ny s sy h misy ihany ny voanteny ahenoana renifeo f, v, z , saingy vitsy, ary avy amin’ny teny vahiny izy ireny, toy ny fadihat fady , fulan folany, ranona , zakat jaka avy amin’ny teny arabo. ...
Araka ny ahitana azy ao amin’ity tsanganana ity dia misy karazany roa nitambarany ary misy karazana vanin’andalana telo avy mampiavaka ny tsirairay.
Niara-nihoraka re ny ankizy fa izaho, hono, tsy mba manary! Nolazainy fa tsy tena izy fa lalao hoe ny kivarivary.
Section 3 equilibre financier à court terme et le besoin en fonds de roulement
Ny fitaka mantsy dia misy, zareo, izaho efa jambam-pitia rahateo ; ka zavatra kely sy bitika monja 20 no dia nisetrako ny rano manonja !
La tpflm ne dispose pas d’une technique d’approvisionnement bien appropriée. Cela est vérifié par un surplus de stocks. Elle continue à produire et à acheter des marchandises.
Ahatarafana izany ao amin’ny armand namantsika i armand ange, r’ireto i armand ilay namantsika ilay efa elabe tsy hita ka lasa nihoatra ny vala é sakaizan’ny toaka mena maso lava o ! Tomany armand, r’ireto à ! Ilay lobany efa lozotra no namafàny ranomaso izay manorika ny tavany.251 nampiasaina io resaka mivantana io mb...
Rajemisa , op. Cit , tak 574 37 boky i , tak 31
Ireo ohabolana sy fomba fiteny momba ny hanina ny maty no maty fa ny velona manao tondra-dro solon-dranom-bary tsy masaka ho an’ny velona hano ny hanina fa y harena mila vintana hanim-pito loha tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany hanin-jarai-mora lany fihinanana ...
L’approche développement intégré, englobe tout ce qui inclut le développement humain et matériel dans la zone rurale. Cette approche concerne l’éducation, la santé, la production agricole ainsi que la protection de l’environnement qui est gérée d’une manière holistique. Les actions du projet porte ses fruits grâce à la...
Madiro mamy e e o ô ô ô madiro mamy e e oa rô ! Madiro mamy areo ô e e e e madiro mamy e e oa rô ! O nandimbazako anao ôô ! E e e e madiro mamy e e e tsy anao tsy mahay e e
Raha ny hava-nitokiana ô! No manjary be ankaso, aiza re ity fahoriana e! Ao ilay rariny andraso e! Fitia tsy andrin’olon-kafa, dia andrasako ihany, aoka izay aloha ny tafa e! Aoka koa ny tomany.
Andriamanitra o !
Fandray matetika , ka nokendren’ny mpanoratra ny mba izany aza, miankina amin’ny fikajian’ny tsirairay azy hampateza azy na no mampaharitra ny
Tsy ny olona itenenana ihany anefa no tokony ho fantarina fa ny fotoana sy ny toerana itenenana. Misy ifandraisany betsaka amin’ny famolavolana ny hafatra ny fahafehezana ny
Rainibozaka fotoanan’ny famadihana tokoa izao?
Ny andiam-panontaniana tsy maintsy atao ny laza adina voalohany any amin’ny fanadinana. Andiam- panontaniana roa no omena ny mpiadina amin’izany. Toy izao ny endriny fafana 51 ny endrika isehoan’ny andiam-panontaniana any amin’ny fanadinana
Totaliny 46
Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona ka inona foana 30 no tonga nanairany fanadinoana? Etsetra, etsetra. Dia inty aho tody fitana hafa indray; ary tsy mba hitsetra raha sendra miverina ilay fiainana iray 35 izay lasan ny taona nitoeran ny foko efa nanala saona! Nikoro! Nifono nifono lavenona manja ny andro fahiny! Mi...
Maîtres de conférences
Tanindrazana ao aminy izany. Izany indrindra no nilazan-dratsimamanga hoe naniry koa aho raha naniry, ny hanitaran’ny tanora malagasy ny faripahaizany. Izany no nahatonga ahy, hanokatra ny fianarana ambony eto madagasikara. Ny oniversiten’i madagasikara, tao ankatso, ny taona 1960 146 tsy ny lafiny fianarana ihany ary ...
Hosarahina ny fandinihana azy. Fa mialoha izany, dia heverinay fa mety ny hamahavahana ny fomba famaritana lahateny araka ny fahitan’i r. Finnegan azy.
Fanamarihana mamarana ny lahateny dia misy endrika fampieritreretana ny mpamaky ampidirin’ny hoe toa nefa eritrereto izay azo andrefesana ny fahazoan’ny mpamaky ary ihany koa endrika fanohanan- kevitra ka mampifanakaiky ny fanazavana amin’ny fandresen-dahatra.
Fizarana telo lehibe no nentina nanavahana ny momba ny izany .
Ranivoarisoa s. I , jnr sy ny tolona araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkalo sy lahatsoratra milaza tantara nosoratany, memoire de 1998 capen, antananarivo, 270 tak ranjeva p hajao ny taninao, jureco, edition et art graphiques rakotondrina g , 1998
Hery eny tompoko oadray! !
Rajaona s , zavakanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak. 7
Mila vola’’ fikambanana mpanjaitra novatsian’ny psdr fitaovana. Ao tsarahonenana no misy ny foibeny sady toerana fiasana. Raha vao niorina ny fikambanana dia sivy ambin’ny folo 19 ny isan’ireo mpikambana, nisy anefa ny olana teo amin’ny mpikambana sasany ny tsy fandoavana latsa-kemboka sy fitakiana ny hizarana ny fitao...
Ambatomirahavavy ambatomirahavavy source haut placé nb 04 q1 08 l mn q2 05 l mn q3 05 l mn q4 10 l mn 10 1000 dh
Siméon rajaona, takelaka notsongaina i, ambozontany fianarantsoa, 1969, p.65
Famahana ny olana misy ihany koa ny tolo-kevitra azo aroso ho famahana ny olana mianjady amin’ny fanentanana. Araka ny efa hita tany aloha, misy lafin-javatra telo mety mangeja ny fanapariahana ny hafatra ny mpandefa hafatra, ny mpandray hafatra ary ny fitaovana.
Na nifindra toerana aza ny gazety lakroan’i madagasikara, dia niezaka ny hanome fahafaham-po ny mpamaky hatrany, hizara izay kely voaremby nandritra ny herinandro vaovao mahakasika ny finoana, fanatsarana ny fanabeazana, fampivoarana ara-piarahamonina, vaovao eran-tany, ary fanajana ny hasin’ny tenin-drazana sy ny tani...
Arakaraka ny fotoana, dia toe-javatra anankiroa mifanohitra no mifandimby miseho eo amin’ny fiainan-janak’olombelona toy ny alina sy ny andro , oram-batravatra sy ny andro tsara mampifanatrika izany toe- javatra mifangarika izany ny antithèse ny anaphore eo amin’ny voan- teny andrasako eto kosa, dia manantitra ny fahar...
Fa raha ny vary no tsy mahavita taona aza miresaka fahaleovantena fa hiankin-doha any ivelany foana ny lalan-kizoran’ity firenena!
Hita araka izany , fa misy hifandraisany amin’ny vokatra azo, ny fihetsika sy ny fifandraisan’ny mpampianatra amin’ny mpianatra. Noho izany, dia tokony hikajy sy hitandro ny fihetsika sy ny toetra asehony ny mpmpianatra. Tokony hiezaka amin’ny lafiny rehetra izy ireo mba hanatsarana hatrany ny fifandraisana amin’ny mpi...
Matetika dia amin’ny fomba tsy mivantana avokoa no anehoana ny fitoriana fitiavana araka ny hita tao amin’ny fizaràna faha-iii. Miova araka ny fotoana na ny toe- draharaha anehoana azy anefa ny hevitr’ireny teny ireny ka indraindray mitaky fanehoan-kevitra mivantana avy hatrany ny toe-draharaha sasany.
Tsara ary hohanina amin ny antonony.
Andrasana amin’ny zaman-jaza ny hirotsahany an-tsehatra amin’ny ôsi-baiavy. Raha tsy manaraka ôsiky izy dia tokony hahay mampiseho fihetsika mandrisika ny vehivavy amin’ny ôsiky sy dihy. Matetika dia ry zareo vehivavy mihitsy no mirotsaka an-tsehatra amin’ny fitaomana ny zaman-jaza hanatanteraka ny andraikiny. Manan-ta...
Indrindra. Ny fitanisana ny asan-drandrasana kosa dia mbola ahitana gradation hiverina any an-tsaha ? Hitsapa ny tranon’akoho ? Hisafo ny hidim-bala toa hita ny fizotry ny asa, ny dia an-tongotra lavitra ezaka ataon-drandrasana na dia efa alina aza ny andro noho ny gradation miseho arakany hetsika ataon’ny mpandray anj...
Ny varotra amin’ny maha zana-bohitra an’i marololo, tsy misy ny andro tsena fa any ambohidava ireo mponina no miantsena isaky ny talata. Amin’ny andavanandro kosa dia any andranomena no ividianana ny kojakoja ilaina, toy ny siramamy sy ny sira rehefa tonga ny talata dia misy ireo tantsaha ao marololo na andranomena no ...
Rado, dinitra tak. 114-115
Tsy laingako aminao fa isan’andro izao, manjary mihato ny hasin’ny fisainako hatrizay nampisy anao ho isam- pianako!
Hozaraina roa miavaka tsara ity vanim-potoana ity ny zana-banim-potoana 1972-1975 ny zana-banim-potoana 1975-1984 ny zana-banim-potoana 1972-1975 lafim-piainana pôlitika, toe-karena, sosialy no horesahina.
Les archives des frères des ecoles chrétiennes
Vehivavy maintimainty, misarita-bolo, mpivarotra hani-masaka; ny tarehiny misolitiky ny menaka sy saribao, ny tanany sy ny akanjony maloto, ny vavany misy paraky, eo an-dohany misy solomaso be.
Araka ny efa voalaza teo, dia tsy mba tahaka ny fokontany rehetra ny fokontany andranovorivato satria tanàna tokana ihany mantsy no mandrafitra azy. Araka izany dia nosokajina ho fokontany iray ny tanànan’andranovorivato, ary ahitana tafo 200 isa eo ho eo izy io. Marihina moa fa ato amin’ity andranovorivato ity no misy...
Toerana tsy misy herin’aratra tsy mahazava firy ny jiro solitany eny aminy. V. A. Tak69
Tsia ry malagasy! Aza kamo, mitsangana! Amboarintsika anio ny lalana ombàna aza manaiky hitsahana, sy ataon’ireo fiasana aza tia mihanoka anaty fahantrana nahoana antsika ihany no ataony fangalana ny tany lonaka amidy sy omen’ny fanjakana ny vahiny avy any ivelany, f’isika mihanahana dia isika no andevozina ataony mpik...
Ny tily dia tena matoky sy sahy, ka kinga sy mahafak’olana koa ; 35 na aiza na aiza mitomban-ko lahy, ho matotra saina fa tsy mba miroa.
Ray razako.
Biby manan-tsaina ny olombelona.
Techniques vivantes
Ny tanjon’ny cecam
Janvier 2005