text
stringlengths
10
11k
Raha toy izany ny fomba nampiharana ny f. M. F. A.1, dia hirosoana manaraka indray ny fomba nampiharana ny f. A. T. Fanamarihana ampidirina eto avokoa izay rehetra hita any amin’ny vontoatin-desona mahaliana 3.2.2. Momba ny vintana.
Sur la situation d’enquête ed. Karthala
Ilay anaranao
Izany hoe ilàna fahalalana onona ny sakafo hohanina mba tsy hiteraka alahelo na aretina eo amin’ny olona. Izany no atao mba hampateza ny aina na haha ela velona.
Sy ny ao amy ny tsinay ny, angala’ny faminaniana ; ary ny biby sasanyompia’ny ary ny iray kosaamy ny izy efa-dahy, raha nahita zavatra mamirapiratra, na ele-drano, na vy, na vola, na voan-kazo, na zava- maniry na inona na inona dia anamboara’ny fitoerana, ka alahadahatra eo ny zavatra rehetra hita’ny, ary ipetraha’ny m...
Tia mahay mandefitra tiana mahay milefitra tiana sady tia tia mahatoky tiana itokiana fitia fifaliana
Fizarana voalohany ny fokontany fito amby enimpolo hekitara avaratra atsinanana sy ny fiarahamonina ao aminy. Eto amin ny fizarana voalohany no amariparitana ny fokontany 67ha avaratra atsinanana eo anivon i madagasikara sy ny endri-piarahamonina hita taratra ao. Raha lazaina amin ny fomba tokana izany dia famariparita...
Seheno fa maninona aho no rahonanao toy izany? Mihevitra ve ianao, fa ho fatinao aho? Izay iray isika maty aloha!
Ry voninkazo meva , miajokajoka. Aok’izany, ’zato masonao mitopy miteraka onja sesilany , ny fijoroanao miangola, toa akondra soa milenoka; ’zato molotrao mitsiky , toa. Voahira-maharenoka.
Ny volon-dohan-drazazavavy, dia oharina amin ny voahirana. Ny voahirana, dia zava-maniry anaty rano, manana loko sy hatsarana miavaka. Araka izany, dia tsara sady miavaka ny volon-drazazavavy.
Tina tsy hoe eo amin’ny lafiny vola na sakafo na fitafiana ihany anie izany e!
Ho afaka hanao sampana malagasy mihitsy rehefa any amin’ny anjerimanontolo fa tsy maintsy ho sampana momba ny fambolena ary ny fiompiana ihany no hatao. Ny tsy tsapan’ny mpianatra anefa dia ilain’izy ireo eo amin’ny fiainana ny taranja malagasy, na ny teny malagasy, nefa rehefa tonga ny fotoana anaovana fampiharana any...
Rappel sur les exigence s du projet andromba les 4 relais communautaires pour le suivi des changements de comportement en matières d’hygiène et assainissement. Information sur la nouvelle structure de gestion commune fmtr et techniciens professionnels 1 2 j groupe des missionnaires
Produits 250 776 430
Fangatahan-dalana hiteny manoloana ireo olona itenenana ka asesy arakara- jokiny amin’ny ankapobeny. Miala tsiny ihany aho, tsy noho ny tsy fahaizako miteny ihany fa eo dia eo ihany koa ny voninahitrareo manoloana ahy tazako eto mantsy ireo ray aman- dreny ela nihetezana ka lava volo, nitoto nahafotsy, nahandro nahamas...
Tiako ny eo anilanao
Tranomaizina 61 manavo-tena samirery toy izay hiray lovia amin’ ireny. Miray lovia miara-miasa akaiky, miray petsapetsa, mifanerasera betsaka
Eliza freda, ry zana-bano , and.1, in vondrona ambara1, tak. 29
Andriamatoa lucien, mpikabary ao andranovolo atsinanana.
Ny fikolokoloana ny fitiavana amin’ny alalan’ ny oroka hoy indrindra mantsy ny eja ilay oroka voalohany
Ho lovany ho doria hahafeno ny hasambarany!
Lisy hary, maresaka, sombintantara fitiavana , lah 7856
Misy fiantraikany lehibe any amin’ny beazina anefa izany, satria tokony hifameno ny ray aman-dreny sy ny sekoly amin’ny fanabeazana ny zaza indrindra fa ny tanora. Etsy andaniny koa moa, noho izay tsy fananan’ny ray aman-dreny fotoana izay dia tsy afaka mba mampianatra ireo kilalao mirakitra ny kolontsaina malagasy toy...
Stylet penina, fitaovana entina hikarohana ny lesona ao anatin’ny tni.
Ny mpandavo ombin’ireo mpivaro-kena, ny mpandafo anana mizotra ho any an-tsena, ireo mpanasa lamba eny amoron-drano, ny zazavavy havanana mpahay kinarinarina nantsaka, ka an-dalana ny hody any an-trano
Ireo arofanina tsy maintsy apetraka amin’ny fanadihadina ny tononkira dia tononkira tsy fihetseham-po na aingam-panahy madio akory ny tdt. Mirakitra hevitra ambadika avokoa ireo toe-javatra sy mpandray anjara ao, ary ny hevitra arosony. Hita ihany koa fa misy toe-javatra miverimberina matetika ao. Hojerena ato amin’ity...
Hasina! Mitady an-dry mihitsy aho izao! Fa ahoana? Ny fikambanan’ny chorale hizara zavatra ho an’ny mahantra dia hampianatra katesizy ny ankizy kely! Faly ery ka ahoana? Tena tsy afaka intsony aho! Sahirana mianatra sady bebe hary koa marary tato ho ato. Ataovinareo sy mija irery aloha e hafahafa andray akia ry hasina....
Izay hery izay no tena namantarako, fa ianao no ilay olona anjarako
Fampahafantarana ny psdr
Mièvre. En réalité, en l’employant de cette manière, on reprend quelques-uns des lieux communs du genre pour en faire, à tort, l’essence même de la poésie. Le coucher du soleil magnifique peut être un thème poétique au même que la charogne1 ou le vers même si le papillon vous affleure hain-teny 1, vers 3
Sao re tsy rariny f’ireo midini-dra mamokatra ny taniny no tonga mitakiky tsy afaka mianoka amin ’ny tambin-kerin-tsandriny ao koa ny tononkalo ahitana andininy maro nefa tsy mitovy avokoa ny isana andalana ao. Ity karazana iray ity dia maro ao amin’ny asasoratr’i arni. Iray amin’ireny ity aseho eto ity ny andininy voa...
Rehe eo ianao
Ilaina ny fahaizana mandamina mba hahamora ny fanakaranrny mpianatra ny lesona, na ny lahatsoratra, na ny fampiasana, na ny fanazavan-kevitra ao anatinrireny boky ireny. Hoy richaudeau tokony hisy lamina mazava eo aminrny fomba fametrahana ny singa mandrafitra ny boky mba ho mora hitanrny mpamaky avy hatrany ny fanolor...
Mahajanga i 64 29 6 4
Ny eja 12 11 2001
Ny silamangany sy ny voamaina tanehana alina sy ny maraina manara-molotra hoy ny fiteny mitolona taolana hatramin-draneny!
Ny lovantsaina velona dia tsy tombanana amin’ny maha kolontsaina azy fotsiny fa manana toetra sy sanda mitoka-miavaka. Izany dia miankina amin’ny fiarahamonina rehetra manana azy ny fivoarana miainga avy any amin’ny fakany ka hatrany amin’ny fiarahamonina hafa niampitany farany izany hoe ao amin’ny fiarahamonina iray m...
Antony hilana ny taranja iray tsy hita taratra, araka ny tsikaritra teo amin’ny fanehoan-kevitry ny mpianatra, ny hilana io taranja io amin’ny maha mpiofana ara-taokaonty azy ireo. Na izany aza dia ilaina eo amin’ny fiofanana ny taranja malagasy. Ho an’ny taona fahatelo manokana dia ny zana- taranja literatiora sy riba...
Espacement
Manetsika ny famoronana; hery mandalo izay, raha tsy hay ny manararaotra ny fandalovany, dia mety hafoy mandrakizay ny kanto nokasainy haterina 63 mila hararaotina izany ny fandalovan’ny aingam- panahy ao amin’ ny mpanoratra satria mety tsy ho tonga intsony izy. Izay tsy fahatongavany izay no tena fahafatesana ho an’ n...
Ny lohahevitra maro karazana ny lohahevitra azo anompanana ny fanadihadiana. Ilaina kosa anefa ny fahaizana mifantina azy ireny, ka izay lohahevitra heverina fa tena mahasarika na mety mahaliana ny mpamaky no fidina.
Saram-pisakaizana takila 11 ka raha vao sakanany dia manome azy saram-pisakaizana
Supra note n 77
Fiantombohan’ny hetsika
Aza tsiny koa raha toa mahatsiaro anao hatrany r’ilay vohi-niandohana sady tokana amin-tany maneho ny alahelony toy izany koa izy ao amin’ny loza 161 raha nampahafantatra ny fahamaizan’ny rova manjakamiadana. Latsa-paka ao am-pon’ny mpanoratra ny fitiavana an’io rova io, izay mirakitra ireo haren-tsaina sy ny vakoka na...
Raha olona na toe-javatra malaza no hita amin’ny sary, na sary efa andrasan’ny besinimaro dia mampitombo ny fahalianan’ny olona hamaky izany. Na izany aza, ny sary indraindray dia miteraka fisalasalana noho izy maro hevitra. Izany no mahatonga ny fampiasana ny soratra miaraka amin’ny sary na légende mba handraikitra ny...
Lohateny ny anjara toeran’ny gazety takariva teo amin’ny fitakiana ny fahaleovantena nandritra ny vanim- potoana 1957-1960
Fifantohana sy ny fahalianana mialoha ny hijerena ny fifandraisana misy eo amin’ny fifantohana sy ny fahalianana dia tsara raha hazavaina fohifohy aloha ny mikasika ny fahalianana. Araka ny voalazan’i bégin christian 1992 22 , ny fahalianana dia fampivononana ireo fantsona fandrenesana rehetra izay mitarika any amin’ny...
Rasoloarimalala randriamamonjy, ary tsy mitsahatra ny manao izany mandraka ankehitriny. Arakaraka ny hazo ny voany , hoy ny ntaolo. Tsy notanany ho azy sy ny ankohonany ihany ireo fanabeazana azony, fa nentiny nanasoavana ny manodidina azy. Izay no hovahavahana manaraka eto.
Habaka mifintina
Ireo fombafomba na tsangan-kevitra na finoana noforonin’ny ntaolo malagasy handaminana sy handrindrana ny fiarahamonina, dia saika nifototra tamin’ny fitsimbinana ny aina avokoa ny tanjona tamin’izany. Na izany aza anefa, nanana fomba mivantana hitsimbinana ny aina ny malagasy. Koa mba hamantarana izany, dia indreto mi...
Mamerin-taona ve? Eny tsia 7. Inona avy ireo lohahevitra mahafinaritra sy mahaliana anao amin’ny taranja malagasy? Inona avy ireo antony ? 8. Inona avy ireo lohahevitra manahirana anao ny mandray sy mianatra azy amin’ny taranja malagasy ? 9. Omeo ny soso-kevitrao hanatsarana ny fandaharam-pianaran’ny kilasy faharoa. La...
Rajaonarison e rakotomalala m , soritrasa ho fanatsarana ny fampianarana ny teny malagasy ambaratonga faharoa manokana eto amin’ny faritanin’antananarivo, taranja riba, tahirin-kevitra 1 1, ampefiloha 1988
Ao amin’ny sekoly stmr moa dia iray ihany ny kilasy voalohany ao, ka tsy nahitana olana teo amin’ny fisafidianana ny sokajy.
Fa ankoatra ny teorian’i bloom dia paikadim-pampianarana roa no noraisinay pédagogie de maîtrise sy pédagogie par objectifs
Lay adalanao ry neny ’lay maditranao nanjeny, no indro f’efa mahatsiaro irony fikoloana maro 5 vitanao hatramin’izay. Sady mahatsiaro indray, ka mangataka amin’ny ray sy mivavaka ho anao, miangavy, mitalaho 10 mba ho ianao no hotahina mihoatra noho ny rehetra rehetra mbola indro koa miteny sy maniry anao ombieny ho sal...
Rano! Hatoniko mahalam-pamindra rehefa injay hikatsaka rindra handaminana saina iny indrindra tiako ka tsy azoko afindra rano !
Tak 105 fandanjalanjany
Avy amin ny hoe nody ventiny ny rano nantsakaina .
Ambarany fa tsara ny fanomezana izany hoe ny mifanolotra fitia, tsy maintsy angatahan-tso-drano anefa izany satria io dia tsara ihany koa ary ireo no mifarana amin’ny fifankatiavana. Io tanjon’ny mpanoratra amin’ny fanehoana ny fitiavana velona io dia hita amin’ny anaphore azo aseho toy izao ny lahy izy roa ny vavy
Fanovana anarana laroana hyperbole ao amin’ny andal 1 ianareo tsiroanomandidy
Avalony ho taon-dasa dia ho lasa ny haratsiana hitanao, jereo dia atreho
Raharizafy filozofia malagasy, ambozontany fianarantsoa, analamahitsy, antananarivo, 2004, tak 20 ; 21 59 l. P randriamarolaza hiratra, lah 1, tak 122 60 va 013, op. Cit
Ohatra f. Inona no voambolana tsy azonareo?
Ao anivon-drahona ao lay malala volamena! No misaly akanjo fotsy sy miantso ny antema maitia ry rahona iny antsorohy ’ty vetsom-poko! Mba hidika kely eny, tony hanina misoko .
Kristianina azo atao tsara ny famadihana satria na dia ao amin’ny baiboly aza misy izany tsy azo atao tsinontsinona ny fomban-drazana, fa ny fivavahana no azo ampandeferina satria malagasy kristianina fa tsy kristianina malagasy. Adaptation , izany hoe ny fivavahana kristianina no amboarina mba hifanaraka amin’ny fomba...
Satria ho fiononako marina mihitsy ny hanomezanao mandritra ny androm- piainako ao anatiko ao ny fanahy masina hiasa hanavao ny momba ahy rehetra. Hahaizako mitia sy manara- dia ny fampianaranao doria doria doria. Kristy!
Ny mianatra ny fomba vazahazaha.
An’andriamanitra no angolan-kevitra tiana hananan’ny mpihaino. Mampitombo lanja izany ny filazan-javatra ampiasaina eto satria iainana ary tsapa mivantana ny vokatra noho ny antony. Marihina fa ny hiram-bavaka nataon’ny tarika ranarison ihany no maneho ity fahalemen’ny olombelona ity ao amin’ny vondron’ambara. Raisina ...
Les 22 regions nyfaritra22
Ravoajanahary, tao anatin’ny sarotra , tak.35, in lovakot12, nosoratan’i l. J.
Ny fahatsiarovana ny olona efa lasa nialoha lalana
Raolison r. R. , rakibolana malagasy, edition ambozontany, analamahitsy, antananarivo madagascar, 2003.
Sy ny hanatsarana ny fifandraisana iraisam-pirenena ary ny hanajana ny zon’olombelona30. Na dia nibahan-toerana aza ny lafiny pôlitika, dia hojerena anatin’ity zana-pizarana ity ihany koa ny lafiny toe-karena, sôsialy, kolontsaina. 2.2.1.1. Ny lafiny pôlitika
Ny fahazazany sy ny fahatanorany
Ny fahasamihafana misy eo amin ny ôrtôdôksa sy ny finoana hafa.
Ny firafitry ny mpisolo toerana
Ny raozy fotsy ao ny mavo, mena koa ny pika havanao ’zay kanto sady soa
Rafaraelanandeferana!
Tdt 5 11-15 raha jerena amin’ny endrika, dia hita fa sarina vazy no nanehoan’ny mpanoratra ny fifanojoana eto. Izany dia mandoko fa mifanojo ao anaty toerana tokana ny mpifankatia jereo ny kisary zana-tsoratra misokatra avokoa ny fiafarany, maneho fa manantena fahafahana miombona izy ireo any am-parany. Ny endriky ny f...
Izy no namoaka didy nandrava ny fitondram-panjaka teto madagasikara ny 28 febroary 1897 ary ny androtr’io ihany dia nalefa sesitany tany la réunion ny mpanjaka vavy niongana, niaraka tamin’ny nenitoany ramasindrazana sy ny rahavaviny rasendranoro. Nafindra fonenana tany alger izy ary niamboho tany tamin’ny taona 1917 t...
Olana iray lehibe eo amin’ny fampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika ny tsy fahampian’ny fitaovana ampiasaina amin’ny fanatontosana ny lesona.
Ary vahin-kira mamy no vinentin’ito molony notinemitry ny tsiky f’efa lositra ny sento nitankovana ao am-pony, toy ny felana mamony
Dia mba niteny anie hoy aho ireo anjely inona kosa no mba hevitr’ireo marika efatra
Teo amin’ny fomba amam-pahendrena malagasy
Ambone, ambane na ny kely na ny lehibe, tsy ankanavaka 2 tsy a avako traintraigne tsy ataoko raha tsy amin’ny olona hanome ahy vola 3 ampela nilako tagny raho ndaty io mitsin-tsy ho losotse vehivavy nitomany fatratra aho ray olona hangina fandrao tsy ho afa-mangina intsony 4 androaeko anireto havako, fianakaviako 5 fak...
Ny tontolo iainana sy ny filôzôfia malagasy
Ilaina ny fanatsaran’ny tantsaha ny teknika famboleny mba hampitombo ny vokatra, indrindra ny vary izay foto-tsakafontsika malagasy. Omena fiofanana momba ny fikarakarana ny voly sy ny fampiasana ny zezika tsy misy simika ary ny
Collège d’enseignement générale c e p. E certificat d’etude primaire elementaire ens ecole normale supérieure epp ecole primaire publique f fanontaniana fd foto-dresaka fmmr fikambanan’ny malagasy mpandala ny riba ftk foto-kevitra inc indonesien commun ipa iharilanto patrick andriamangatiana kla kara-panondron’ny laza ...
Collection littéraire lagarde et michard xixè siècle
Araka ny hevitry i bateson sy ny namany dia ny kisary nataon’i jakobson no manazava kokoa ny zava-miseho any amin’ny fandinihana momba ny fifandraisana eo amin’ny maha olona46. Ny serasera eo amin’ny fampianarana araka izany dia n fifandraisan’ny mpampianatra sy ny mpianatra. Noho izany, raha ny hevitr’i jakobson no ia...
Ny ka 5 tak. 163 dia manambara fa ny mitari-bady tsy lasam-bodiondry, henatra amin’ny tany ama-monina
Nifandona ny fds forces de sécurité miaraka amin’i gbagbo sy ny fn forces nouvelles miaraka amin’i quattara, tao côte d’ivoire, tamin’ny 24 febroary 2011 hatramin’ny 3 martsa 2011. Nihorohoro fatratra ny vahoaka satria dia nahitana famoizana aina maro nandritra izany fifandonana izany. Fa tany libye, dia mbola nitohy i...
Amin’ny maha tsy hita maso ny zavatra tondroin’ny mpanondro ahitana ny renifeo -z-, dia mety hiasa ny fitaovam-pandrenesana. Rehefa tsy hita maso ny zavatra , ohatra, dia mety ho re feo na mety ho voakasiky ny hoditra.
Toerana ivarotana azy ireny na koa ny olona afaka manjifa izany, hany ka mampiasa izany hatramin’ireo ankizy izay heverina fa tsy tokony hampiasa izany. Nanjary nanome vahana ny tanora hiditra aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo izany. Fahapotehan’ny ho avin’ny taranaka sy ny firenena manontolo anefa no ho vokatr’i...
Famahavahana aompana amin’ny serasera
Fanampin’izany rehetra izany, raha tsy mazava sy marim-pototra ny fandaharam-pianarana, dia manjavozavo manaraka izany koa ny tanjona. Ny tanjona mantsy dia tsy inona akory fa ny fiovana andrasana amin’ny mpianatra aorian’ny fampianarana omena azy ireo. Manamafy izany ny voalazan’ny mpandinika fa ny tanjona dia maneho ...
Ohatra fitondrana henjana jadona goragora
Anontaniana ihany ny mpianatra sao efa nisy namaky ny boky op. Raha toa ka misy, dia asaina mamintina izany fohy. Vkp boky fandaharam- pianarana
Rajaoson f , contribution à l’étude du famadihana sur les hautes plateau de madagascar, doctorat de 3ème cycle, paris, 1969, tak 40 le famadihana est une coutume assez couteuse 122 razafintsalama a , op cit. Tak 117, 124. 123 ratrema w , riba sy lohahevitra, t. P fjkm imarivolanitra, antananarivo, 1982, tak.97