text stringlengths 10 11k |
|---|
Ohatra tety ivelany ihany, dia tapitra may avokoa ireo fasana misy trano manara, antsoina hoe fito miandalana ary ny trano manara tamin’ilay fasana lehibe. Tsy lavitra ireo toerana ireo, ary aty atsimo kosa no misy ny trano fiangonana |
No tiako indrindra hah |
Fanafohezana teny ato amin’ny asa fikarohana ar ariary bad banque africaine pour le développement bit bureau international du travail chd1 centre d’hospitalisation de district niveau 1 cisco circonscription scolaire cirva circonscription de vulgarisation rurale ambositra crs catholic relief service csb1 centre de santé... |
Vao tapitra izay teny mifono fahotana izay dia nangina ny fandriana, gina koa dia sina ilay efitra efa namam-pahanginana, nisy maso nifampimbanjina teny ho eny, ny fo niara-nisento nahalankalana, angamba te hifamihina fa tsy sahy, angamba te hifaly fa miahotra, angamba te hifanome fahafaham-po fa voafatotra. Ela nifamp... |
Ranjatohery h tsanganafo; lah.3, antananarivo, may 1998. |
Ny titikasa rehetra dia mijanona ho fikasana raha tsy misy ny fanantaterahana azy, noho izany ny dina izay nifanarahana dia tsy maintsy mila fampiharana. 3-2-1 ny dingana amin’ny fampiharana ny dina |
Ny sarin-teny miorina amin’ny tamberina maro ny endrika mety hitamberina ka mahatonga azy hiavaka amin’ny fahita andavanandro sy hampijoro ny zava-kanto vita amin’ny teny hiaingitra sy manintona ny tamberim-boanteny ny tamberin-kevitra ny tamberim-peo ny tamberin-drafitra ny tamberin-teny na fehezanteny ahitana azy ire... |
Ireto avy ireo karazana zava-maniry ampiasaina amin’ny fandrazanana ny maty ny ravin-dongoza ny ravindongoza dia zava-maniry avoavo, vaventy sy lavalava ravina, somary manana fofona manitra. Izy ity dia hita saika manerana ny faritra anta ala. Ampiasaina betsaka amin’ny fahafatesana izy io. Ikosehana ny faty amin’ny fa... |
Vorona hafa tsy fantatrao no efa naorina akany vao an’iny hafa iny ka ialao! Ny raviny maitso ka manodoka adolan’ny rivotra ’zay mitsoka dia efa voafatotra lokaloka ilaozy malaky dia hadinoy hazo tsy fantatra ka famoy fa ndrao haraka andro eny ho aho reroy |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 13 187 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 13 188 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 12 189 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 13 190 clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit , boky i, tak 73 |
Antony anatrehan’ny mpianatra ny taranja malagasy antony isan’ny mpianatra isan-jato tiana 29 72,5 ianarana ka tsy maintsy atao 11 27,5 fitambarany 40 100 |
Toko voalohany mitantara ny fihaonan’ny tsiry tamin’i mino indray taorian’ny nisarahany nandritra ny fotoana naharitra. |
Meva 27 mai 2000 |
Veloma ry iarivo, kanefa mba tsahivo, fa ny tenako no lasa sy takona any ho any, ny foko kosa mantsy dia mipetraka eto ihany. |
Noely! Dia, injany ianao fa reko indray, toy ny tamin-taona lasa; eny toy ilay fahizay nantenaiko mba hanasa ny fitiavan-tenako eto nefa indrisy mampiseto fa vao mainka nihamafy ny hidim-poko nankahala. Mainka zary nihafiafy ary lositra sy niala ’retsy hany mba sakaiza tsara taiza, |
Ny fampianarana eo amin’ny ltp alarobia. |
Quotidienne, d’où l’apparition des fanandroana qui modifient la disposition du cosmos, qui peut emporter deux éléments ; positifs et négatifs. Les éléments négatifs sont redoutables et risques de nuire à l’individu et à la société, en effet le santatra prémisse , et le fandroana bain possèdent des importances particuli... |
Re-to- no- men-dri-ka- ho- tan-ta-rai-na a u u u u u u u u fa- na- i- ta-la-sy- na- i- rai-ni-ba-o b |
Ny zava-kanto vita amin’ny teny na ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan- javatra, editionambozontany |
Asa re anaka raha voavakinao amin’ny fomba ahoana ny fangotraky ny foko manantena ny filelalelan’ny afon’ny finoako ny fandroandroatrako mifantoka faniko mieri-pitokiana fa ianao no onitry ny hamboko tsy to mifamindran-dalana amin’ny famaivanan- taolan’eritreritro manonofy foana hoe ny zanako raha mba toy izao |
Ragly ts imanato |
Namako hono ianao ! |
Raha ny famaritan i jean ricardou sy i claude simon indray no dinihina, dia mifantoka ao amin ny sokajy misy azy eo anatrehan ireo asa soratra maro. Tsy ny zava-miavaka na ny nanaitra tao amin ny fiarahamonina no soratana na arafitra ho tantara, fa teraka avy amin ny fanoratana, izany hoe, tsy nomanina fa tonga ho azy ... |
Zao no fahendrena malagasy no mitafa 15 tsy afaka hisara-dia |
Www. Cairn. Info revue-education-et-societes-2006-1-page-29. Htm |
Sary 2 sarin’i arikaomisa randria |
Havelako ny tany, fa efa azoko tokoa ny fifaliam-be; lovako ny lanitra, dia tsy matahotra ny fahafatesana aho |
Tsy hi ta na o a ko ry ny la la -na nja vo na ny |
Fafana 5 endriky ny rafitra sy andraikitra |
Ii-2- ny filalaovana amin’ny endri-pehezanteny |
Teo amin’ny tontolon’ny kolontsaina koa, dia nihen-danja ny an’ny malagasy teo anatrehan’ny riba vahiny. Ho an’ny malagasy, ny fihavanana no zava-dehibe indrindra, ka hoy izy aleo very tsikalakalam-bola, toy izay very tsikalakalam-pihavanana nivadika anefa izany, ka lasa ny vola no maha rangahy , ary dia nokatsahina fa... |
Ny andraikitra sahanin’ny mpitan-jiny izy no manitsy ny zana-drazana ary mitarika azy ireo sy ny fokonolona mandritra ny raharaha. |
Ny tombontsoa azo amin’ny fahafehezana teny roa antoka iray hampivoarana ny tena sy ny tontolo ny fahafehezana teny roa satria sady mitondra akony eo amin’ny lafiny fifandraisana sy ny toe-karena no mampitombo ny haren-tsaina. |
Ry lanitra ô fonenana soa o ry lanitra ô iriko lalandava o ry lanitra ô tsy tia ny maloto o ry lanitra ô masina maria |
Ny métonymie ny métonymie na fanovana anarana dia sarin-teny , na fomba filazan- javatra ampiasana ny teny manondro zavatra iray a hanondroana zavatra iray b ampiasany io sarin-teny io, ohatra, ny ao amin ny basy sy sampan oliva v. A. Tak 71 nihaino sy nangina izao tontolo izao ny mety ho andrasana eto amin io fehezant... |
Isan’ny mpianatra |
Ny fanatanterahana ny dina natao sy ny fifanampiana ilaina ny mitana ny dina natao na inona na inona trangan-javatra miseho eo amin ny fiainana toy ny adim-piainana samihafa ny tsy fahampiana ao an- tokantrano, aretina, fahantrana. Azo heverina fa manamafy orina ny fitiavana ny fanajana ny dina natao; mety hiafara amin... |
Tsy holazaiko anao fa misy hamamiana antaranoana gohany, rehefa tamin’ireny. Fa misy olon-tiana tsy am-po fa tao an-dohany mandre anao miteny |
Loharano ny mpikaroka, 2015 |
Khraptchenko, la personnalité de l’écrivain et l’evolution de la littérature, editions du progrès, moscou, 1974 la conception d’une uvre a le plus souvent son origine dans l’observation de la réalité 68 ralaisaholimanana lou s dominique no tena anarany |
Araka izany, lohalaharana eo amin’ny haifampianarana ny fahafolahana, araka ny sehatra ilaina, ny fahaizana mampiasa ny teny ary indrindra ny fahaizana miteny na mamokatra lahateny. Mitaky tetika sy paikady mahomby ary fitaovana matanjaka ny fanatrarana sy ny fanatanterahana izany. Koa eo anatrehan’izany indrindra no n... |
Asa manavanan’ny mpisantatra |
Andrianary ratianarivo, tranon-kala , rosa beby, 1940. |
Hachettc fan1; , kv. Hayon tan1piny; vart1 ’itr. , na. Hcrissoo coue en t ky ’. ? Lu si adn . |
Ka nasainy nandrafitra ny sambofiara ka naharitra 100 taona mahery vao vita nony efa tonga àry ilay safo-drano nandringana ny olon-drehetra na biby ary ranoray avy ny tany tamin’izany ary izao tontolo izao dia tsy nisy zava-niangana tamin’izany andro izany e |
Isaorana andriamanitra manan-karem-pahasoavana |
Ny fanoharana mandoko ny fahamatoran’ny fitiavana hita amin’ny fiadanana omeny. Mivantana tanteraka ny tdt raha maneho fa miteraka firaisan’ny fitiavana sy fifampitokisana ny fiadanana azo avy amin’ny fitiavana. Fanakaran-kevitra miainga amin’ny filalaovana amin’ny fanoharana. Eto izany dia hita amin’ny hoe ny fofon’ai... |
Ireo boky amin’ny teny malagasy |
Amin’ny hafa ny firenena rehetra eran-tany, eny, na dia misy fifanahafana ihany aza izany vokatry ny serasera ateraky ny fandrosoana sy ny fanatontoloana. Ny singa fototra maneho io fahasamihafana eo amin’ny samy firenena io dia ny filôzôfia ananany, izany hoe ny fomba fahitany sy na ny fiheverany ny tontolo. Miditra a... |
Fampiharana 10 mn |
Araka ny hita ao amin’ny ohatra 103 dia fangatahana no aseho amin’ilay olon- tiana, fangatahana ny zavatra tsy tiana hatao amin’olon-tiana. Ny mpanampy aza eto dia maneho fandrarana amin’ny alalan’ny baiko. Nefa malefaka kokoa ny fiantraikan’izany noho izy atao an-kira satria toa lasa feno hantahanta sy angolam-pitia i... |
Olona nifampidinihana manokana |
Faritany fianarantsoa ahitana ny faritra amoron’i mania. |
Neo apostolika |
Mpanolotsaina tandapa hagamainty, |
Source haut placée nb 02 |
Ny fanaraha-maso ataon’ny ray aman-dreny amin’ny fianaran’ny ankizy |
Ny toby fiantsonan’ny fiara mankàty antananarivo |
Iv. Ny olana fototra ny olana fototry ny fiarahamonina malagasy ankehitriny ka nahatonga ny fimenomenonana etsy sy eroa dia ny tsy fahampian-tsakafo. Nirotsaka hanamaivana izany olana izany ny sampana asa onn. Tsapan’izy ireo fa tsy ny sakafo hohanina no tsy misy eto madagasikara fa ny fiezahana hamolaka ny zava-misy n... |
Kisary 5 ny fomba fiasan’ny saina fitadidiana78 |
Dray ry arakely meva mba nizoranao ry hehy reto tsiahy mihevaheva manafosafo ity tarehy |
Hafa samy fafa iny alina iny nahatsiarovako ahy vahiny am-patoriana manonofy, sorisory sarin-tiana iray, rendremana matory ? |
Jery kiana sy tolo-kevitra hofanatsarana ny boky fary mamy t 11 tsapa fa boky miavaka sy manana ny maha izy azy ny boky fary mamy t11, araka ny fanadihadiana nasongadina tamin’ny fizarana teo aloha. Na izany aza anefa, toy ny zavatra rehetra ihany ka ifangaroan’ny tsara sy ny ratsy. Koa hojerena manaraka ny fitsikerana... |
Jean narivony, fanompoana mahasambatra, tak 1 |
Kihon-dalana 122 fahatsiarovan-tena ho malagasy ! 123 hilaza ve ianao fa 124-125 fanovana toe-tsaina 126-127 |
Wellek et a warren, la théorie littéraire, collection poétique, éd. Du seuil, paris 1971, p. 62 une critique qui accepte d’ignorer les rapports historiques ne peut porter des jugements erronés une critique dépourvue totalement ou une partie des connaissances historiques est enclin à procéder par conjecture hâtive. |
Ny fo voasingotra hangorangorana sy hientanentana, hafana eo am-pahatsiarovana ny lasa, ny saina voasarika handinika sy hamakafaka hanao dian-tana ny zava-misy, ny vatana voaomana hisetra am-pahasahiana ny sakana rehetra, indrindra eo am-pahalalana ireo efa nitsangana ho filamatra amin’ny endri-piainana holalovana, no ... |
Mandia lalam-potaka mandrevo tsy ho araka ny zotram-piainanao mangidy sy mafaraka; manàna ianao finoana tsy trotra-pahoriana rahampitso ianao mandresy, hitrotro fifaliana! Rahona mihelina |
Jero tovana lah.7 p. Xxvi |
Rakalo fa loza inona izany ry tina? |
Nasolo 17.01.98 |
Misento ny gasy fa manim-podiana ! |
Fandresena ny fitiavana raha mitondra fiovana lehibe ho amin’ ny tsara kokoa eo amin’ ny fiainan’ ny olona iray. Indrindra raha ahafahana manohitra ny ratsy rehetra. Araka ny efa voalaza dia tovovavy nitoeran’ ny hatsarana ikemba, noho izany, dia saika naniry azy ny tovolahy tao farafangana sy vohipeno. Efa niraikitra ... |
Ny lanitra dia manga fa tsy mavo . |
Farany, ny fitadiavana fomba hanatsarana ny fari-ety toy ny fiaraha- any ambany andrefana ary ny mponina mba hamelomany maso tanteraka -kevitra sy tolo-tanana no fangatahana m-pahefana ireo tanim- panjakana rehetra ao an-toerana anaovana fambolena sy fiompiana goavana; ny fitadiavana manam- fari- fameloma-maso ny tanin... |
Nenibe a aiza? Miafena ato an-damosiko ato. Oay i. I alphonse a! Toa. Toa i aro sy i angola koa ireto tamy ireto. Fa. Fa aleo aho no hiafina ao an-damosinao sady mankao an-damosin’i dadabe . |
Lava oro ty! |
Tombana sy tolo-kevitra fanatsarana ny akany avoko faravohitra |
Ohatra kaika koraraika miverina indroa ny tsofoka eto amin ity teny ity. |
Fa izay mamoaka lainga mamonjy ain’olona |
Les adverbes de lieu adverbs of places 1. Any indique une localité opposée à aty où se trouve celui qui parle. Indicates a locality far away from the speaker any is opposed to aty which indicates a locality where the speaker is. Ex monina any antananarivo i beza. Beza habite à antananarivo. Beza lives from antananarivo... |
Tiako ny taranja frantsay satria ? Entina mifandray amin’ny 21 |
Araka ny lohateny izay nofidina, dia ny zava-misy manodidina ny fampianarana taranja malagasy ao amin’ny kilasy famaranana eny amin’ny sekoly tekinika no iompanan’ity asa fikarohana ity. Na izany aza anefa, dia noferana ihany ny fikarohana natao. Ireo zava-misy ankapobeny fotsiny no jerena, fa tsy dia niditra lalina ta... |
Hafa kely itony mpanana |
Nifampiresaka tamin’ireo tomponandraikitra samy hafa tao amin’ireo sekoly sy kilasy nanaovana fanadihadiana, mba hahafahana mivezivezy ao. |
Ny vehivavy kosa dia tokony hisahana manontolo ny filaminana sy ny fikarakarana madinidinika ao an-tokantrano. Asehon’ny mpanoratra fa tokony hialan’ny tanora ny toetra amam-pihetsika toy izay nataon’i bako tao an-tokantranony. Tsy nihetsika firy izy nandokoroka teo am-baravarankely teo izy manontolo andro 187. Hany ka... |
Toe-karena fitenim-paritra ny fahantrana sy ny fikorosoana fahan’ny firenena ny toe-karena sy ny pôlitika, ary ny fitiavan-tanindrazana |
Fa hanim-podiana, ny anton’izany tsy hisy haniny fa sentom-bahiny, 45 o! Iza no singany lavitr’akany no tsy hitomany mandefa eritreritra hoe any izay ny any aminay ! |
Petra-kevitra asongadina amin’ny asa fikarohana fa harena tovozin-tsy ritra ny boky. Miha-manakaiky ny olona kokoa izy amin’izao fotoana firoboroboan’ny trano famakiam-boky, ny mpivaro-boky etsy sy eroa eny amin’ny sisin-dalana, eny anelakelan-trano, eny amin’ny toerana efa voatokana amin’izany raha oharina amin’ny loh... |
Ireo fanontaniana enti-manokatra sy mitazona ny fifandraisana |
Ambaratonga ii, dingana ii, mémoire |
Hery varavarana mivoha mafy loatra koa ny nandonan’i dada ny varavarana, mila hiongotra mihitsy. Tovo mialà ialahy e! Fa miseho ho be sermon eo. Efa ampirisihin’ny renin’ialahy mantsy ialahy an! Tina fa maninona no dia atosika mafy toy izany izy ry tovo a? |
Raha ny tantara voarakitra ao amin’ny baiboly no zohina, dia tso-drano nomen’isaka an’i jakoba zanany io, rehefa fantany fa mihamanakaiky azy ny fahafatesana. |
Tsy izay ihany anefa no hita fa toetran’andriamanitra, fa eo ihany koa ny fiarovany ny olom-boafidy. Izany hoe fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy |
Ny fanovana fandraisan-javatra mandoko ny fifanoinan’ny tia sy ny tiana mitondra hasambaram- pitiavana. Araka ny hita eo ambony, razazavavy dia miantso ilay malalany amin’ny zavatra hitany matetika eny amin’ny malalany; ilay tovolahy kosa dia miangola ny anaran’ilay zazavavy amin’ny fitiavana ren’ny sofina, ka raikitra... |
Matata a ambany ary da notro in’ireo anakavy amin-dreny izay tsy vena tsy oviana fa tamin’ny herin’ny androany. Da nahavita iay zay, nefa aminao ato y vovo ana iadian’ny lohany, vina y iafaran’ny ranomasy, indrindra fa anao ato y ndreno y ray aman- drenin’ny anteo y ka da tsy maintsy ma ato a anao izahay hangataka tsod... |
Ity sokajy iray ity dia ivondronan’ny mpino. Tsy manana fahalalana manokana momba ny masina izy ireo. Endrika maro samihafa no , isehoan’izy io araka ny fivavahana, noho izany, mety ho foko na tarika, fiangonana na fikambanana ara-pivavahana izy io. Ny mpino izay manatanteraka ny voalazan’ny mpitarika no miteraka ny ri... |
Ny teninao, jeso mpandresy, no nifaharan-drasalama tanaty memy nifanesy sy fiakarana malama fa ny fiangonana , |
Ny amin’ny nisoloan’i tsiry an-dranaivo mpanao kaonty ka nahatonga azy tsy hiambina intsony, sy ny fanendren’i aziz azy hamita iraka any maorisy, ary ny nahatratraran’ny mpisava teny ivato ireo vovo-bolamena teny aminy ka nahatonga azy higadra. Toko i ny amin’ny aretin-dranaivo mpanao kaontin’i aziz. Ny nisoloan’i tsir... |
Production de l’exercice |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.