text
stringlengths
10
11k
Avela ho rava izay ho rava, aoka ho toro izay ho toro, f’ilay fitia nifamatorana tsy avelako hikoro.
Gazety fandrosoam-baovao, t-16, lah-76, 04-04-1947
Mety ho antony ihany koa ny tsy fisian’ny fotoana izay sady hanenjehana ny asa fanjonoana no hanatrarana ny any an-tanimbary na ny any an-tanimboly satria matetika dia any ambanivohitra lavitra an’ankiakabe no misy ny tanimbary na tanimboly midadasika azon’ny ankamaroan’ny mponina ao ankiakabe ho volena. Sarotra ho azy...
Richaudeau, op. Cit, t. 137 un texte pédagogique n’a t- il pas pour but de laisser une empreinte dans l’esprit de l’élève- lecteur, et ne doit- il pas, pour cela, être bien compris et bien mémorisé.
Mba hanaporofoiny ny hasarobidin’ny fahadiovana ka manainga ny itenenana ho tia fahadiovana miainga amin’ny fandokafana ny hatsaran’ny fahadiovana izany ary miitatra tsikelikely amin’ny fitanisana ny tombontsoa azo avy amin’izany, izay misandrahaka amin’ny lafiny fandrosoan’ny firenena mihitsy fa tsy mionona fotsiny am...
Ireny tanjona ireny mantsy no mamefy sy mamerina ny mpampianatra tsy hivoaka lavitra amin’ny fampianarana izay ataony. Mamefy azy , satria matoa napetraka izy ireny, dia tokony ho tratra aorian’ny lesona.
La formation et l’encadrement des enseignants dans les écoles du second degré il y a l’institut national de recherche et de formation pédagogique 1963 former des enseignants pour les ceg. Les professeurs formés sont bivalents. L’encadrement est assuré par des professeurs faisant fonction de conseillers pédagogiques et ...
Mifanohitra amin’ izany kosa anefa ny zava-mitranga raha maka ny anjara asa enti-milaza tazonin’ny matoanteny izy ireo. Hevitra mifanohitra no ambaran’izy ireo amin’izany. Lasa rakoto tonga rakoto.
Teny fanolorana 1 fizahan-takila. 2 olatra. 4 sariaka. 5 ianao no havako. 6 hamalifaly aho sa hamalifaty? 7 mikiriza. 8 ry tanana. 9 tsy handefitra izahay. 10 variana. 11 embona. 12 mbola mahazo vahana. 13 zanak’iza. 14 alina mitambatra. 15 alina mangina. 16 menatra. 17 vetso tsu voaray. 18 danga 19 any ilay malalako. ...
Raha tratran’ny mpanjaka izay tanjony rehetra voalaza teo ambony izay, dia azo lazaina fa hijoro am-pilaminana ny fitondrany. Eo anatrehan’izany anefa dia manana ny toetrany manokana ihany koa ny mpanjaka.
Fanjanahana na tsy fananan’ny malagasy fahefana teo amin’ny taniny, ary ny fiainam- bahoaka tao anatin’ny fahoriana sy fahantrana. Niresaka mikasika izany koa ny mpanoratra j. A andriamaharo ao amin’ny boky kely mitondra ny lohateny hoe fiombonam-pitolomana, pejy faha 6, izany manao hoe entina manapaka rojo vy tsy afak...
Ny finoana amam-pivavahana sy ny fampandrosoana
Sy laharany fiandohany fivoarany fiafarany
Miverina intsivy ambin’ny folo ny zana-peo u eto amin’ity tenin’i rodolf ity. Entiny hanehoana ny alahelo mitambesatra amin’i ivone reniny, noho ny tsy fahitany ny vadiny, sy ny tsy fahazakany ny ditran’i victor zanany.
Ireo olana misongadina momba ireo mpanamboatra sy mpivarotra kobandravina olana ny habetsahan’ny mpanamboatra sy ny mpivarotra kobandravina ao talata volonondry satria mitangorona ao an-tsenan’i talata volonondry ny ankamaroany, hany ka tsy mifandanja amin’ny hamaroan’ny mpividy izay tsy mitombo loatra sy ny akora fana...
Tononkalo malala-drafitra ampahany
Icbs 4 5 6 centre du patrimoine mondial de l’unesco 7 8 9 meriot c. Et mangalaza e. , 2010, anthropologie generale cours en ligne 2010, n 4.
Ny mpamily toy ireo fikambanana na orinasa rehetra, manana fiara ivezivezena ny ta. Fa. Ny mpamily kosa dia mampiasa azy amin’ireto lafiny ireto manatanteraka ny fitaterana ny vokatra aty an-drenivohitra mitondra ny mpiasa amin’ny fanatanterahana ny raharaha ivelan’ny ta. Fa misy ny birao. Ohatra fidinana an-tsehatra, ...
Idac et zébu francophone, 2010,
Ny fahaiza-manao hafa findramam-bola araka ny fanazavana azo tamin-drakotoarinivo christian dia anisan’ny fiofanana azon’ireo tantsaha tao amin’ny ta. Fa ihany koa ny fampianarana sy fanoroana azy ireo amin’ny tokony hatao rehefa mindram-bola amin’ny banky na ireny fikambanana mampindram-bola ireny toy ny o. T. I. V, b...
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak. 51.
Cnaps caisse nationale de la prévoyance sociale col collection deo deotoronomia ed edition eda emilson daniel andriamalala eer edisiona eric ravalisoa ens ecole normale supérieure
Ny mpitondra no ambaran’ny mpanoratra fa rangory fototr’izao zava-misy iainana izao. Azo toherina izany; avy amin’ny nataon’olombelona ihany mantsy. Tsy misy izany ny efa voalahatra. Izay no lahatra hoy ianao nefa lahatra avy aiza ? Noforonin’ireo fetsy. Ka meteza ianao, sakaiza, meteza hihoitra ! V. A lah 25
Rivotra rivodrivotra
Mpianatra maromaro no tondroina haneho hevitra
Ny lahateny mandresy lahatra
Fiteny malagasy isehoan’ny ny zana-peo e eo amin’ny vaninteny farany aorian’ny vaninteny mitondra tsindry eo amin’ny fototeny maro vany ; atao hoe fiteny hery kosa ireo fiteny tsy afaka mitondra io zana-peo io eo amin’izany tsinjara toerana izany fa manolo azy ny zana-peo i. Azo raisina ho ohatra ny endrika hoe mate sy...
Izao indray àry isika, dia hiroso amin’ny
Tolotra, aingan’ny tanàna, tak 33, va tak 118 182 nofy, oty fitia, tak 16, va tak 119
Fantarina daholo ny misy manontolo hoenti-manamafy sy manatsara hatrany izay mety ho an’ny tena. Mba tsy hahalefy ny nentin-drazana àry, dia ilaina ny hanakaikezana azy. Raha misy ny zava-tsarotra lalovana eo amin’ny fiainana, ka sanatria misy ny fahalavoana ohatra, dia ny riba no mampiarina sy manitsy ny dia. Manentan...
Manao fampisamborana natokana ho famatsiana ny varotra toy ny varotra enta-madinika , izany hoe ireo entana ilaina eo amin’ny fiainana andavanandro toy ny solitany, savony , labozia , menaka , siramamy, sira ihany koa ny cecam ireo mpivarotra mikambana ao amin’ny cecam mihary ambohijoky dia saika manao ity fisamborana ...
Fanoharo hazan-drano
Bref, la situation semestrielle de la trésorerie de la tpflm est excédentaire mais risque d’être menaçante si elle ne tient pas compte de la gestion journalière de sa trésorerie.
Dia vonoina ny omby ary alatsa-drà ary tsy tatazina ny rà fa avela ho very manontolo amin’ny tany. Tsy maintsy vonoina am-pitiavana ihany koa ny omby, ary avela raha mibabaka eo am-pamonoana azy raha mbola tsy maratra.
Iza no tena mahatsiaro mijaly sy ory eto ny saina sa ny fo? Nahoana? Miompana amin’ny fahazoana ny lahatsoratra ny fanontaniana. Misy ny tari-dalana ataon’ny mpanoratra mba hanakarana sy hahafahana mahazo izany. Amin’ny endrika fampisafidianana no nanehoany azy , izay mikendry ny fahaizana manavaka sy mampitaha. Tanjon...
Ny atao hoe fandrosoana fampandrosoana ny fandrindram-piterahana dia karazana tetikasa fampandrosoana, fa inona tokoa moa no atao hoe fandrosoana fampandrosoana , ary nahoana ny fandrindram-piterahana no lazaina fa tetikasa fampandrosoana? Araka ny fanazavana nomen’i profesora raharinjanahary lala sy ireo namany, ny te...
Mandrindra sy mampahafantatra ny vaovao sy ny fikarohana ara-tsakafo -mitady famatsiam-bola amin’izay tolo-binavina misy vii- ireo mpiara-miombona antoka aminy rehefa fikambanana, sampan-draharaha, ong, minisitera ka miresaka momba ny sakafo dia afa-miara-miombona antoka aminy daholo. Ny resaka sakafo moa kely mahafaok...
Comparaison-alliance de mots-parallélisme- antithèse
Faralahy azonareo rehetra ve izy teo ? Ralimanja raha azoko tsara ny fanazavan’i faralahy teo dia hoe satria tsy fankaharana na sanatria fanazimbana no ataontsika dia hatao aloha ny ala faditra, araka ny hevitr’i dadatoa. Aorian’izay dia miaraka mankeny an’alan’ambohimahavelona ny tetik’i faralahy. Faralahy izay no izy...
Ankamantatra inona àry izany lava izy rehefa mipetraka noho izy mitsangana? Alika inona àry izany ny reniny mitsotra, ny zanany kosa mitsivalam-pandry? Tohatra
Tsisy intsony havia, havanana n’ino-n’inona manjo 15 tsy ho tafintohina an-tsampanana hay ianao mpaka fo ! Niry-solosoa 26 mey 2012
Unicef, 2011, la situation des enfants dans le monde 2011, edition unicef
Raha izay ny fahitan’ireo mpianatra ao amin’ny kilasy famaranana ny fampianarana ny taranja malagasy, dia hojerena manaraka eto indray hoe hatraiza ny fahalianan’ireo mpianatra ireo manoloana ity taranja ity. Aseho amin’izany koa ny antony mahatonga ireo hevitra samihafa avy amin’izy ireo.
Ny mpitantana ara-bola no misahana ny fandoavan-ketra, ny karaman’ny mpiasa, ny fividianana akora ampiasaina
Vantany vao misy fihetsika tsy voatandrina. Noho izany ny fitafy, ny fomba, ny fiteny na ny firesaka, ny fihetsika aseho dia tokony hanambara ny fisaonana avokoa eo amin’ny fitafiana ireo akanjo fanao andavanandro no anaovan’ny tompo-manjo mandritra ny fotoana iatrehana ny fahafatesana. Izany hoe fitafiana tsotra sy ma...
Dadagaby , lehiben’ny tanàna tranainy tao arivonimamo. 53 rajemisa raolison, rakibolana malagasy, tak. 88. 54 a et g. Grandidier, de la réligion des malgaches ; paris, masson et cie, 1917, extrait dans l’anthropologie tome xxviii, 1917 les âmes des morts sont pour tous les malgaches , leurs protecteurs naturels, leurs ...
Ho famaranana ny fianarana eto amin’ny sekoly ambony fanofanana ho mpampianatry ny lisea, dia manao izao asa fikarohana izao izahay mba hahazoana ny mari-pahaizana c. A. P. E. N certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale
Fampahafantarana ara-tantara
Randriamiadanarivo, op. Cit, tak. 32-33 46 ch ravoajanahary, in fanasina, lah. 541, 29 febroary 1968, tak. 4
Eo amin’ny lafiny pedagôjika
Raha izay no hevitra ankapobeny raketin’ny mpilaza toerana, manao ahoana kosa ny tena fampiasana azy any anaty lahateny ?
Petsapetsa no hihavanantsika,
Tiako 175 mameroveron’ny vonina oliva
Fianarantsoa
Tina tsy hanary azy aho ry neny rakalo a! Tsy hanary azy aho na dia efa izao aza no nanaovany ahy. Rakalo eny e, izay ataonao tsy maninona e! Fa hanampy anao eny foana aho e! Na dia hoe amin’ny fandrahoan-tsakafo sy fivarotana ihany aza. Varavarana mivoha
Ny fanomezan-danja ny kolontsaina sy ny maha olona noho ireo haren-tsaina samihafa amin’ny vanim-potoana ankehitriny sy ny tantara ary ny fanajana ny mahaolona misongadina ao anatin’ireny lahatsoratra fanadihadiana any an- gazety ireny, dia maro ny tanjona tiana hotratrarina ka nahatonga anay hisafidy izao lohahevitra ...
Raisin’ny mpanoratra ho toy ny fahavalo iadivana mihitsy ny tsy fananam- bola amin’ity asa soratra iray ity. Aminy, ny fiainana dia adin’ny olombelona sy ny vola. Toy izao ny fanehoany izany ny fiainana rey olona dia kômbaka isan’ora tsy maintsy hoe mitolona raha mbola te hiakanjo
Isaoranay ihany koa ny ray aman-dreniko sy ny rafozako ary ny iray tampo amiko sy ireo havana nanampy anay tamin’ny fotoana rehetra nanarahanay fiofanana tato amin’ny sekoly. Toy izany koa ny vady aman-janako izay nampahery sy nanohana ahy hatrany. Ilay andriamanitra manan-karem- pahasoavana anie hamaly fitia anareo.
Roudy, op cit, tak 40
Dia ! Tsy alaheloko ny tenako fa alaheloko anao eny! Ho anao rahavako ny alahelo tato am-poko fa tsy alaheloko ny tenako
Ambohitsirohitra ny 19 may 1930, ary hoy izy ireo tamin’izany madagasikara ho an’ny malagasy, ary ny fahaleovantena ho an’i madagasikara nisy rivo-panavaozana nitsoka tany urss ka lasa sôsialista izy ireo. Nanomboka teo, dia lasa nanome lanja ny maha olona ny firenen-dehibe, ary dia namotsotra ny zana-tany. Nisy exposi...
Fafana famintinana ny angona malo
Dia io aho taitra ka lasam-binany o! Moa ve mba tsapan’ilay ankiray? Na andro, na alina anie eto an-tany 40 ny foko dia tsy manadino azy ’zay.
Iarivo mahafanina sary indray mipika alahady 16 jolay 1995
Tsirinala 14.01.2004.
Fa akaiky ny finaritra ii hisava ny rahona ho afa-maizina hefainy ny tany tsy mety ho diso fa ho hita tsy ho ela ny tany tsara honenana tsy haharitra ela rainisoa ratsimandisa ny mpanao tantara frantsay dia nanondro an-dranavalona reniny ho mpanjaka tsy mifaditrovana sy lian-dra 65 , noho izy nampamono ny mpivavaka sy ...
Lanao nihorohoro, toran-tomany, torovana nofo ka tsy afa-nijoro fa rava ny andry ny nisy niofo.
Vehivavy mpanome vehivavy. Azy ireo. Fanatanterahana toy izao ny fizotry ny lanonana ny toerana anatanterahana ny lanonana ao an-tokantranon- dravehivavy ary mitohy any amin- dralehilahy na any amin ny tokantrano vaon izy ireo.
Fa raha very ny fanahiko; ka mitolefika aho, fako fa tsy taho; mijoro fa tsy olona, mamindra fa voatolona; 30 miteny nefa moana, mihinana fa noana; mitafy nefa ory, mihira sorisory; misotro tsy afa-po; mihoitra nefa voa; mijoro nefa maty, akondro afa raty, dia hezahako haongana ’lay heriko mivaingana; 35 ilay tena izah...
Ny tapany vao hohitsahina amin’ny andro itenenana ny hariva vao hitsahina amin’ny andro itenenana ny alina iray alohan’ny f0 ny alina vao hitsahina
Fomba fiasa anankiray entina hivoasana ny fahasamihafana ivelany misy eo amin’ny fehezanteny anankiroa na maromaro mirakitra hevitra tokana fa tsy mitovy endrika na rafitra, ny fiofohana na fifandraisan-tsahala. Mandray anjara lehibe ao anatin’ny fiofohana ny fiovana ara- bika telo fanampiana vp , fampanjavonana vz , f...
Ny kara-panondrony ny mem dia fikambanana skotisma prôtestanta mandray anjara amin ny fitaizana ny ankizivavy sy ny zatovovavy. Miorina ao amin ny mtem izay halavaina hoe mpanazava sy tily eto madagasikara, fikambanana skotisma prôtestanta, izay ivondronan ireto synodam-piangonana 4 ireto eklesia episkopaly malagasy ee...
Les divers courants en anthropologie de l’éducation in 2006 science de l’éducation in l’education, 2013 anthropologie de l’école. Perspective in française-2007-4. Page584. Htm, 2007 anthropologie de l’éducation pour un tour au monde in 1977
Pasy ka hiandry an’izany kosa ve, fa tsy aleo tonga dia tairina izany e! Rolf rahateo tsy mba tia zavatra mitarozaka izany. Aiza moa izy telo mirahavavy amin’izao? Rajo mamanay angamba any anaty tômôbilina. Pasy efa itsy aza izy koh! Aleo hotairiko ry zalahy, sao dia tavela at? Isika ry ireto a? Dina mitomany lavidavit...
Mahajanga i 74 5
Fiara iombonana sy tongotra hafa. D. Firy minitra ny faharetan’ny dia an-tongotra ataonao rehefa mandeha amin’ireo fitaovana nolazaina tetsy ambony ireo ianao? A. Misakafo maraina ve ianao mialohan’ny handehanana hianatra? Asio tsipika eo ambanin’izay valiny eny, misakafo tsy misakafo indraindray tsy misakafo. B. Inona...
Ohatra fanadihadiana momba ny tsy fahombiazan’ny mpianatra eny amin’ny oniversite
Ohatra ny pretra, ireo izay manao ny asa manokana sy ireo mampijoro ny nentim- paharazana, mpitana hazomanga. Eo koa ny mpanjaka, ny vondron’ny mpivavaka, tanàna, foko iray, ny fiangonana ireo singa tsy hita maso toy ny fanahy.
Siméon rajaona ny hasina dia toetra sy hery anaty ahafahana manao zavatra manokana
Fanadinana teo aloha
Andl 44 49 lasa ny taona vitsy. Raikitra ny ady. Voantso ho miaramila ilay vazaha vadin’i hélène. Naterina teny amin’ny gara. Nibabababa tsy nahalala menatra olona razazavavy. O hanaraka anao aho o eto an-tanindrazanao ihany ramatoa, hoy izy, sady nasaviliny ny kasidahiny. Ny fanorohana fara-veloma aza tsy nomeny an’i ...
Ma ambara aminao, misoloho aminao nareo ndrena ahare, nareo tane aby ingo i nisy olo raty namely azy zay anambarako aminao io zay isolohoako fa any olo hamorike aze fa indrindra, any olo hamono aze nareo marosivy zay nareo valikampahamaty. Iha kiriamadany iha amy toarano amy bearano iha lahiloza hangalàko ny loza tsivo...
Rehefa misy ny olana dia tokony hisy hatrany koa ny vahaolana iatrehana izany satria ireny olana ireny dia natao ihoarana. Noho izany dia heverina fa zava-dehibe ny fisian ity fizarana farany ity izay iresahana indrindra ireo tolo-kevitra sy vahaolana samihafa azo aroso mba hitondrana fanatsarana eo amin ny fampianaran...
Toa tsy rototra handevina ny faty ny olona amin’ny maha fanehoana fara fitiavana ny maty. Mbola sangisangiana, ifaliana raha jerena amin’ny indray mipy maso ny fihetsika. Tsy ny fahafatesana no ifaliana fa zava-dehibe ny ora farany ahitana azy. Amin’io fotoana farany io dia tsy endrik’olona malahelo no hita eny amin’ny...
Ao amin’ireo ohatra roa voalohany ireo dia ahitana fampiasana mpamari- toetra. Ny teny hoe fotsy dia mpamari-toera ilazana lokon-javatra. Entina ilazana ny fihodiran’ilay olona ompana izy io eto. Ao amin’ny 91 dia ahitana fampitahana ny fihodiran’ny olona ompana amin’ny aretina. Ny hoe boba na bobo na arira dia aretin-...
Tahaka ahy izao ianareo àry hihoatra lavitra avo roa heny ny taonako aza. Mitsodrano anareo aho, enga anie ianareo tsy ho resy tondro-maso amin’ireo zaza miara-milalao aminareo fa mba hahavita soa mihoatra izany ary ho mamy hoditra eo amin’ny mpiara-monina. Koa mirary aho raha mirary mba hanjary hery sy tanjaka ho anar...
Momba ny literatiora
Ireo. Ny fampiasany io sarin-teny io dia manambara fa mampalahelo sy mampangoraka azy ny zava-misy iainan’ny ampahan’olona maro eto an- drenivohitra.
Ny fianarana sy fiainam-bahoaka, edisiona salohy ;
Eo amin’ny vanin-teny faharoa 2 p p- kapak, kampak kapa, kipas kipaka, lapang lapa
Na rabery rain’i raozy aza nahatsapa fa tokony handinika tsara aloha manoloana izany olana izany, ka hoy indrindra izy aza taitra loatra ianao, anaka, sady toa menatra an’ i fatakamana izy. Be ny tsy tia. Maro ny mpisompatra. Manàna saina mandanjalanja, mahay mikaroka ny marina tak 97 dia nanaraka ny tenin’ ireo namana...
Rakotondrahanta vaovao frantsay-malagasy t- 62, lah-3099, 29 06 1956
Tsy eo ny anoharana amin’ity karazana fanovana endri-javatra ity, fa ny toetra iray ao aminy no alaina ka atafy ny oharina. Ireto misy ohatra vitsivitsy momba izany oh 1 tsy maintsy mangidy ny fiainana an-tany ton.116, tak 122, boky i ny oharina eto dia ny fiainana an-tany ; ny toetry ny anoharana kosa dia mangidy fama...
Deplacement dr
Manganirin-dranja zoarivola lalatiana, ny fiantraikan’ny tetika asa dcp tamin’ny fiarahamonina mpanjono vezondriaka ao ankiembe toliara, antananarivo, 08 aogositra 1997, 113p.
François rakotonaivo, ny riba malagasy , ambozontany fianarantsoa, septembre 1997 ; tak 289 44 rakotoson, mars 1903 , op cit, tak 250 chez les betsileo, en effet, la recolte du r iz est la base de l ’ alimentation chez les sakalava du nord, le r iz est egalement le fond de la nourriture chez les bezanozano, la consomma...
Tolory tanana 1 misy feo fa tsy re misy antso tsy henoina mila vonjy marobe mila anao mba hohenoina
Fanazavana kisary 1 ego
Ireo vahaolana azo aroso ho an’ireo mpikarakara araka ireo olana hita taratra no tsy maintsy hanomezana ireo vahaolana ihany koa. Noho izany dia sokajim-bahaolana telo ihany koa no haroso eto, izay mifandraika ihany koa anefa. 3.3.1. Vahaolana ara-bola misy lafiny maromaro ny vahaolana azo aroso eto.
Ny fandranitana adim-poko