text stringlengths 10 11k |
|---|
Araka ny fiheveran’i ruth finnegan ny literatiora am-bava hita ao amin’ny oral poety it’s nature, significance and social context cambuidge university press, london 1977 39 diksionera amin’ny baiboly, editora w. Evans sy h. Randzavola, op. Cit, takila 914 misy zava-droa loha tena maha-variana ny mpamaky ato dia ny hevi... |
Fizarana voalohany ireo tononkira noforonin’i abel ratsimba |
Maro ireo fiteny sy fihetsika entina maneho fitiavana fa ny hevitra no samy manana ny azy. Ka araka ny fomba filazana azy no hanasongadinana ny heviny toy izao manaraka izao. |
Manan-jo hiravo isika 1 aza avela hiantsampy lavitra intsony ny aro-masonao tia hira kanto fa efa eto a-nosy tokana aman-tany ilay sady tokam-po no manan-doko 5 sesehena |
Eo amin’ny fiainana, dia tsy ary ho tafita avokoa akory ny olona rehetra, fa misy dia misy tokoa, ary maro izy ireo, ireo toa tsy mba manana anjara masoandrony, fa ao anaty haizina lava izao. Ny fiainan’izy ireny indrindra no asehon’i haingo mba ho hitan’ny mpamaky. Hoy ohatra ny ao amin’ny zaza very |
Toalaza e e e toalaza e e toalaza! Mitaotao kôpy |
Rafatrapiasa raha hiteny eo ianao tsy hahavelon-tena raha tsy mahaova ny vato ho tonga mofo. Hikaramentsona ve no ho asa sa hikarajia no atao fitadiavana? Ka na izay ho rafozanina aza tsy hanafatra an-janany hoe alaviro toa fasam-bao iky sao manan-kambara mandra- maraina ka hohenoina tsy ahitan-tory, hatoriana lazainy ... |
Nandray posiposy haingana ary nody aloha nisolo akanjo i robena rehefa avy niseho vazaha v. A. Tak37 |
Andinin-tsoratra masina sy ny toko sy andininy misy azy. Fanazavana sy fanaporofoana ny fisiany ao amin’ny zanako. Mpamonjy mora azo indrindra amin’ny fahoriana izy sal 46 1 zanaka manoa no fiheveran’ny misionera an’i sahondra. Tsy nihaino ny fitarain’i |
Brigadier tena be zava-mitranga loatra ao andoharano ao izany inspecteur a? An? Inspecteur halatra sy vono olona. Brigadier sady vono olona hafahafa sy mahatsiravina inspecteur a! Tena ireo namono an’i daly sy raleza ihany ange izany no namono an’ireto olona ireto e. Ireo bibiolona lava hoho! Ary mivezivezy mandehandeh... |
Valinteny isan’ny mpianatra isan-jato mampiasa finday 34 68 tsy mampiasa finday 16 32 fitambarany 50 100 |
Ho an’ny teny malagasy manokana, azo soloana ny mpanoritra ilay ny mpandrohy rehefa hanondro anarana mazava tsara. Ohatra nandalo teto omaly rakoto izay nanadala anao. Nandalo teto omaly rakoto ilay nanadala anao. Ho an’ny teny indonezianina, tsy misy ny mpanoritra mety ho nisolo ny mpandrohy ao anatin’ny fehezanteny. |
Raha ireo àry ny famintinana tsotsotra ny fahalalana azon’ny mpianatra. Lahatsoratra mifandrohy amin’izany no noraisin’ny mpampianatra hanazarana ny sain’ny mpianatra ary marihina fa tsy lavitra ihany koa ny tontolom-piarahamonina iainan’ny mpianatra izany. Nampiasaina hanazaran-tsaina ny mpianatra ny lahatsoratra ny v... |
Maso indray mitselaka manopy mora anao mianatra eto akaikiko no hiraiko izao ary ianao, malala, hiatri-panadinana, izaho koa mampakatra anaty fanginana vavaka amin’ilay maherintsika izay fa tiako raha sitrany, tsy hisy ho solafaka ny hetahetantsika hoe. Ianao ho afaka ! |
Hanadino anao aho, eny, tena mafy ihany |
Fanatsarana ny fampiasana ny fitaovana efa misy eo am-pelantanana sy ny ezaka efa vita |
Toe-javatra 1 toe-javatra 2 toe-javatra 3 ny toe-javatra farany hoe ho mpiandry ny tanimboalobony no maneho ny fotoana, ka hita avy amin’ny fanazavana teo ambony fa amin’ny fotoana faramparan’ny ririnina mandray lohataona no miseho ny tantara. Natao hampifintina ny fomba filazan-javatra ny métalepse kanefa kosa mampive... |
Ato amin’ny fa velona indray ny fampidirana ny tantara dia miavaka tsara satria voafaritra ao amin’ny fazarana voalohany mandrafitra ny tantara izany voaloham-pitia , ahitana took efatra, misy takila 27 izany. Arakaraka ny hirosoan’ny vakiteny no ahalalana izany. Ato amin’ny toe-javatra manomboka koa no hampahafantaran... |
Fitondran-tena hentitra sy maontina ny fifankatiavana. Ny azo atao dia mandinika tsara ny zavatra izay atao, izay vao manatanteraka. Manan-tsaina ahafahana mamakafaka tsara ny olombelona. Misaina tsara ary misafidy izay mahasoa. Ny voady izay efa nifanaovan’ny mpivady dia tokony hotsaroana mba tsy hisian’ny fitiavan-te... |
Ny olo-marina sy ny fampandrosoana |
Tsimbadi-piainana tfo2 |
Fanamarihana afa-miaraka tsara amin’ny vazivazy kely mampisaina ny fanoharana izay tena fampiasa rehefa mafanafana ny toe-draharaha anehoana hevitra mba tsy hampamonamonaina ny itenenana. Misy koa fanoharana mifahatra amin’ny kolontsaina iombonana toy ny tantara mba hamerenana indray ny lasa tsy ho fanadino na koa hane... |
Ny petraka hevitra |
Tsy tonga ho olon-dehibe avy hatrany akory ny olombelona tsirairay avy. Misy dingana lalovana eo amin’ny fiainana, izay vao tonga amin’izany. Tsy feno hatrany am-piandohana ny sain’ny olombelona fa mivoatra tsikelikely araka ny fitombon’ny vatany. Akaiky indrindra ho an’ny zaza ny ray aman-dreny niteraka azy, na dia az... |
Mino marina izany, vola tsy toko tsy forohana no lanin’ny ray aman- dreny mba ho tafita ny zanany. Mampalahelo isika tanora ankehitriny, fa efa tafita vao rendrika. Hoy i dadanay izay ny fianaranareo no lova omeko anareo ka mianara tsara kanefa toa tsy an’asa no iafarana. Tsiry tsy toy izao no tanjoko fony aho nianatra... |
Eo amin’ny andininy 2 |
Toetra ara-boajanahary no entina mamakafaka ny mahakasika ny vehivavy. Izany hoe miainga amin’ny fihetseham-po mampiavaka ny vehivavy sy ny lehilahy no anoritsoritana izany. Tsy mitovy ny toetra ananan’ny lahy sy vavy satria ny lehilahy |
Goldensten, pour lire le roman, ed. Ducrelot , paris gembloux,1983, p.103 , et dans le roman un art de temps 75 goldensten, op. Cit. , p.104 on admet sans peine l’influence qu’une époque donnée, qu’un mode littéraire exercent sur un écrivain ainsi que les variations subies par les uvres selon qu’elles sont écrites au d... |
La tpflm est une entreprise industrielle qui s’est spécialisée dans l’édition, l’impression et la diffusion, distribution de livres chrétiens ainsi que de supports pédagogiques. En effet, l’entreprise fonctionne suivant le processus ci-après pour l’exécution de ses activités, l’effectif total du personnel s’élève à 106... |
Sedra fa hatramin’izay angaha ianao tsy nihinam-bary sy laoka? |
Hamafisin’i tsirinala fa sarobidy ny menaky ny aina, ary ny fananana azy dia ampy ho fahasambarana. Manova ny fiainana izy, ary mitondra herim-po sy herin-tsaina ahafahana miatrika ny fiainana. |
Ity no tsara hobanjinina, ity no tsara hojerena. Raha tiana hofintinina ho an’ity firenena. Amin’ny teny misy lanjany, dia amin’ny teny volamena ny hamerina ny hajany, dia ny fahaleovantena. |
Fahavoazana manangasanga endrika isehoan’ny fahavoazana fahavoazana tanteraka ny fahafatesana teo amin’ny narary i dina; nitoe- jaza izy ary tsy azo notazonina ny zaza voan’ny tsimonkaretina i dina sy ny zanany maty i dina ary nigadra i voahary. |
Jours ? 146 jours |
Fizarana fahatelo ny fanabeazana aroson’i nirintsoa amin’ny tantara an’onjam-peo |
Vao nigadona teto an-tany mantsy, hono, aho dia efa nisahiranana nitototoana tany amin ny mpahay vintana, nidododoana tany amin ireo renin-jaza nitototoana nivezivezena nanaovana dia maika tetsy sy teroa, kanefa tsy nisy vokany toy inona akory. Nidododoana nandehanana haingana, nihazakazahana |
Azy amin’ny asa eny an-tanimbary, ohatra, ny fitarihana angadin’omby, na sarety amin’ny fitaterana ny vokatra ary ny fahafahana manosy vary ihany koa ho an’ireo tsy manana tirakitera na ny kibôtà. Mandritra ny fotoam-pahavaratra dia eny an-tanety no iambesana ireo omby ireo ka ny ahitra no sakafony amin’izany. Rehefa t... |
Misy karazany firy ny serasera? V. A roa |
Ity misy fanomezana atolotro anao9. 14 satriko foana handray ny tananao10. |
Toy izao no nilazany izany inona ary no atao no mijaly foana eto miandry an’iza moa ianao |
Gourdeau la littérature négro-africaine. Il n’existe pas en afrique traditionnelle d’appopriation individuelle de l’art. L’anonymat est donc la règle. Librairie hatier 8. Rue d’assas paris 6 66 raharijaona alphonse op. Cit, lesona littérature orale ii 07.03.06 |
Jereo tak.18 38 p. Callet, op. Cit. Tak 258, tome i. 39 g. S chapus docteur es-lettres, ny tantaran’i madagasikara, trano printy imarivolanitra antananarivo, 1965, tak. 9. |
Tondro manondro toerana ambony tompon’ny toerana tondroin’ny tondro andriamanitra |
Omena azy ireo ny vavaka sy firariana 5 ho tonga soa |
Ora sy 30mn |
Raha ny ao mangatany kosa dia ny tsy fahampian’ny zezika no olana mianjady amin’ny fambolem-bary. Manafatra zezika any ivelan’ny fiarahamonina ny mponina ary dia vidina lafo tokoa izany zezika izany. Mahatratra iray hetsy ka hatramin’ny roa hetsy ny vidin’ny zezik’omby iray sarety zezi-pahitra araka ny fanadihadiana na... |
Tian’ny mpanoratra sy maminy loatra iarivo, hany ka hatramin’ny orana avy aza no lazainy fa mitahy ny any ambohimitsimbina riaka maty feo; mandalo sy mivimbina ny hanina anareo. Amorontsiraka any ny rivotr’ahiahy. Ny eto iarivo ihany no orana mitahy. 125 |
Toy izao raha faritana fohifohy ny atao hoe anatra araka ny voalazan-drajemisa r. R. Toro hevitra na fanorotoroana ny teny sy ny hevitra miaraka no fototra iorenan’ny anatra. 53 ny ohabolana dia manome anatra sy toro hevitra amin’ny fihetsika amam-pitondran- tena tokony harahina. Tsy ny voambolana na ny teny tsirairay ... |
Ireo singa mandrafitra no ahitana ny mpandray anjara, ny zava-maneno, ny tehaka sy dihy, ny fitafy, ny sehatra, ny fotoana. 1.4.3.1. Ny mpandray anjara |
Vanga vangavànga vangaina |
Hiara-miasa amin’ny karazam-pikambanana misy |
Latsakemboka ataon’ny mpikambana isan-taona b-fihetsiketsehana samihafa d-tolo-tanana avy amin’ny sakaizan’ny faribolana |
Saingy indrisy vao vaky masoandro mafana ny andro indro nisikina rovi-tsalaka mba hanao saka |
Randria mandihindihy te hitsinjaka mafy aho mba hanalana sorisory ary 1065- hidirana amin ny hafaliana. Haingàna ialahy ry i lita, hirain ialahy tsy misy hataka andro ilay hira jijy vao noforonin ialahy iny |
Nametraka azy tao amin’ny w. C olon-kafa. Em |
Ny olona foana no manana hasina? Cir eo ihany koa ny toerana fasana, rova cir rano misy vazimba cir zava-maniry manana hery manasitrana cir ny tendrombohitra 12 |
Amboaram-pahendrena est comme des proverbes. C’est une littérature fondée sur des plusieurs figures de styles. Les phrases courtes de l’amboaram-pahendrena donnent des informations et des idées aux lecteurs du journal quotidien gazetiko. Ces idées là sont difficiles à comprendre pour eux alors on analyse l’amboaram- pa... |
Ny fomba fanehoan-kevitra mivatravatra na somary masiatsiaka |
Nanome lanja betsaka ny zava-boary iriariavany ety an-tany ny malagasy. Miavaka main’izany ny fampiasany ny valala, ny vitsika, ny omby, ny akoho, ny farihy ary ny tendrombohitra sy ny vato, ao anatin’ny lahabolana kabary am-pianakaviana. |
Andeha ho eny izahay hidoladola, 45 andeha ho eny izahay hisangisangy |
Controle intern1e ficheddoecduemmeanndtes d’allocation de fonds 2- ordre de mission |
Ambalavato 6 600m |
Lisitry ny sary |
Tohizo hatrany ny hevitra vanga f’hikatrok’isika fa samy fanganga eni-mangamanga, fito paraky. Aza tsatsoina aho ry neny sy kaky rehefa mba manana hevitra hitaky379 |
Tondroina ho manana endrika hafahafa ny tononkira sady tsy manara-drafitra no sady tsy malala-drafitra. Ny fiavahan’ny andininy tsirairay no entina manavaka ity endrika ity. Izany hoe ny fitomboana sy ny fihenan’ny isan’ny andalana mandrafitra ny andininy tsirairay. Mety hahitana rima izy saingy tsy hentitra loatra. Iz... |
Tsara marihina anefa fa tsy voatery ho tsara hatrany ny vokatr’izany eo amin’ny lafiny fihariana; satria ny fampiantonana orana io dia tsy maintsy misy olona lasa sorona hatrany vokatry ny kisendrasendra ho takalony; an-tanety hatrany izany, fa raha sanatria any anaty rano dia toa zary mifanohitra amin’izay eritreretin... |
Ii. Ny isa-piarahamonina |
Mikasika an’i rainilanja, rain-drahanta, inona no fitadiavam-bola nentiny nanatevina ny hareny ? Hamarino ny valinteninao. Io fanontaniana io dia mikasika ny lahatsoratra. Alaina ao anaty lahatsoratra ny valin’ny fanontaniana. |
Ny maha-mpanoratra azy nanomboka nanoratra tamin’ny taona 1957, ary havanana tokoa tamin’ny famoronana tononkalo, ka anisan’ireo nitàn-tsoroka sy nankahery azy hatrany tamin’izany ny mpanoratra fredy rajaofera ka ireto avy no namoahany ny asasorany gezety hehy, le courrier de madagascar, imongo vaovao, |
Ny fambolena manampy betsaka ny fambolena izay antom-piveloman ny tantsaha ao firavahana manokana ny toe-tany sy ny toetr andro, araka ny efa voalaza; eo koa ireo renirano izay manondraka ny voly toy ny reniranon i manandriana, betsitsa, mamba, manga, sahafa, fahitraina, masiaka hita ao amin ny sarintany velaran-tany 6... |
Ny fanentanana atao amin’ny fampielezam-peo no resahina eto. Betsaka ny ezaka efa vita ary tokony hotohizana ireny. Afaka hanampiana izany ireto lafin-javatra ireto ny endriky ny hafatra sy ny rafitra ilazana azy ary ny fomba filazan-javatra. Ankoatra ny endrika kanto izay tokony hananan’ny hafatra diatokony hanana raf... |
Ramaroson, m giambrone, teto anivon’ny riaka , op, cit, tak. 86 |
Mba hahatomombana ny asa fikarohana ataony dia tsy maintsy misafidy haitsikera hitondrany ny fandalinana ny mpikaroka. |
Sary10 renim-pianakaviana mikarakara sakafo an-tanàna mandritra ny fiandrasam-paty |
Araka izany, dia avy amin’ny fototeny be ny fanabeazana, izany hoe asa iray atao hahatonga ny olona, na biby, na zavatra iray ho lehibe. Raha hitarina eo amin’ny olona izany, dia fanolokoloana sy fitaizana ary fampianarana atao amin’ny olona mba hahatonga azy ho olom-banona sy hanana fahamendrehana. Raha ny dikan’ny fa... |
Ta 5 4 20 15 17 14 17 9 24 20 10 12 1 3 0 2 1 1 176 td 4 1 6 4 11 8 9 7 7 10 4 10 3 5 1 2 0 0 92 tc 3 3 6 4 9 5 6 7 5 12 2 2 1 5 0 1 0 0 72 fitambarany 12 8 32 23 36 27 32 23 36 42 16 24 5 14 1 5 1 1 34o |
Irako andriamahazosoa ammi mpitandriana jona,1990 |
En pratique, le niveau de vie se mesure par des paramètres variables tel que le niveau de revenu, les richesses matérielles, le standing de vie y compris l’utilisation de l’éclairage, l’habillement, l’accès en eau potable et latrines. |
En 1997, madagascar était classé parmi les pays les plus pauvres de la planète. Le taux de pauvreté était de 73,3 au niveau national 73 malika delassale, op. Cit, p.21 |
Meva cora 26 aprily 2001 |
Mitatitra ny fahasimbana vokatry ny rivo-doza kosa ratsimivakilatety amin’ity asa sorany iray ity tsaroako tsara tam’izay lay rivo-doza be kamisy zay voadonany ma’may fitoniana koa tsy nisy |
Ny asa mbola miandry |
Fampiasana tsoraka maneho ny fihetseham-po ny fisian’ny tsoraka ao anaty asasoratra. Mbola ahitana fampiasana tsoraka koa ao amin’ny tononkalon’i arni. Ohatra ao amin’ny sivana andininy 1, andalany 2 dia ahitana toy izao litera vitsy enina! Ahatsapana ny fihetsehampon’ny mpanoratra ny tsoraka eto satria litera vitsy mo... |
A, tn1, ny atao no miverina 248 v. A, tn1, ny atao no miverina 249 rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak.54 250 v. A, tn7, izay ilay izy |
Ny fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana mba hahatomombana ny fampianarana dia tokony hojeren’ny tompon’andraikitra ny olana ara-pitaovana omena rano fisotro madio ny sekoly tsirairay avy, omena toeram-pialam-boly, toeram-pamakiam-boky, ezahana ho ampy ny dabilio. Ilaina ihany koa ny fahampian’ny mpampianatra ary tok... |
Eric ravalisoa olon’ny fiaraha-monina |
Tsy àry ho tambo raha dia tononina ity alahelo, ka aleo ononina, |
Grande importance revautcult avp revautcult app 92545 121155 -5,66 54 ,000 |
Fokontany isan’ny mponina 1 antanimarina 1226 2 ambatomirahavavy 1064 3 traratanàna 713 4 miakotsorano 507 5 ambohidranomanga 872 6 andriatompoiray 647 7 ambohibato 672 8 ambohimanandray 841 9 ambonirina 447 10 imerikanjaka 1289 11 ampano 389 12 antsahabe 293 13 manarintsoa 504 14 ivelo 891 15 imerintsiafindra 771 |
Maro tokoa ireo zavaboaary nantsoin’ireto mpanoratra ireto mba hanamaivana ny fanaintainan’ny fony voaratram-pahoriana. Mirakitra izany ny tononkalon- dratany hoe mba rotsirotsio |
Mponina. Izany hoe sady ataon’ny mponina ny fivavahana kristiana no tsy avelany ny fivavahana nentin-drazana, saingy afenin’ny olona izany. Hany ka sarotra ny nanadihady ny fivavahana nentin-drazana izay mbola maro ny manaraka azy. Hoy ny mpanoratra mpandinika ny malagasy rehetra dia mampihatra izany fivavahana izany n... |
Ny fotoana anatiny |
Mangarahara |
Ny anton’ny safidy. Lafin-javatra telo no nahatonga anay nisafidy io lohahevitra io dia ny fomba filazan-javatra, ny tantara foronina, ny fandaharam-pianarana. |
No notendainy, aho te. Nofehatiny mafy ny fafato afy hatany te nondotany an-taliny ! Nokendainy dia noveratiny ny vavako avy hatrany dia nongotany an-keriny ! Sady te hitomany no miteny |
Fahamatorana ara-pahalalana no nandrasana avy amin’ny mpianatra ary izany dia mamela akony eo amin’ny toetra amam-pihetsika tokony hananany. |
Hanoratra aho |
Aza malahelo, izy tsy mba very; vo’avotry kristy, afa-pahotana voadio ny fanahiny, hahazo ny finaritra. |
Amin’ny teny malagasy |
Dégradation évitée |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.