text
stringlengths
10
11k
Kendrena zana-panontaniana sokajiny 1 fidio izay valiny marina. Ny gazety lakroan’i madagasikara dia gazety mivoaka isanandro isan-kerinandro isam-bolana hafa? Farito ; 2 lazao ny faritra rakofany 3 omeo ny rubrique tokony hisy ity lahatsoratra ity. Nahoana? Singa mandrafitra ny karazan-dahateny avaho ireo karazan-doha...
Razafimamy mianaka clarisse ratsifandrihamanana
Ahafaha-manamafy sy miaro ny fihavanana ny fanahy. Taratra ao amin’ny ka 3 tak. 160 izany amin’ny hoe faly izahay, milamina ny saina aman’eritreritra maheno ny fitia tsara tanika mino izahay fa tsy hanara-bato aman-kazo ity zanakay ity fa manaraka olombelona
Ry torimaso mamy, ry torimaso tiana injany re fa tamy ny alina mangina! Koa aza ela intsony ratorimaso izay haingana re kombony ny elatrao ’zahay.
Ny andalana lava
Mandrava ny fihavanana mametraka olana ny fahazoan’ny hafa tombon-tsoa miteraka korontana amin’ny fanatanterahana ny rindran-damina misy mirona amin’ny zavatra tsy mahasoa -varina amin’ny zavatra mandalo nefa mandany vola sy fotoana -tsy fahamaontinana miteraka tsy fahamatorana amin’ny zavatra atao -tsy manana tanjona ...
Topy topitopy topazana topatopazana 693 torana torantorana toranina
Koa eto manaraka eto no tena hidirana lalina ny tena tontolo misy ny varatra ao anatin’io fiaraha-monina voatonona matetika teo.
Ny gazety takariva nandritra ny fotoana nampisy azy no hojerena anatin’ity fizarana voalohany ity. Raha handinika ny zava-nisy mantsy, dia tsy hay hodinganina ny gazety noho izy ireo mifampiankina tanteraka. Matetika ny mpanao gazety no mitondrasy mitatitra ny zava-nisy teo amin’ilay firenena nipoirany na ny any amin’n...
Raha izany mantsy eto aho, nefa velona eto mba hamoa dia handao ny eto, rehefa mahavita soa; dia ho any an-danitra aho ka ho sambatra any. Eny, tompo! Paradisa no takalon-tany!
Fanehoam-pijery, septambra 2004 ; ady amin’ny fampahantrana ; vahaolana mahomby, janoary 2006
Ny voro-nompiana efa hody am-pisoko; ny aloka injany lavo eny an-tsaha ka mamoaka toloko ho ren’ny tany; ralalako tokana, mba aiza ary kosa ny foko miandry azy midoboka mafy toa fon’olon’osa matahotra ho azy!
Fitanana ny toetra aloha eo amin’ny f2 ao amin’ny f3 ny fisian’ny fifanahafana mihemotra eo amin’ny fikambanan’ny renifeo tr antenantenany f1 amin’ny zana-peo i aloha f2 izay miteraka feo f aloha f3 dia maneho fa misy ny fihazonana ny toetra aloha eo amin’ny fari-panononana. Izany hoe, eo amin’ireo fototeny ahitana fan...
Fanakanana ; tsy maintsy aza hadinoina fa manana ny zava-kendreny amin’ny 20 tanisaina amin’ny filazam- fametrahany antsika eto an-tany andriamanitra
Quintil 82 01 0,98
Fafana 42 ny fifandraisana tao an-dakilasy tamin’i a sy ny samy mpianatra, ary tamin’i b sy ny samy mpianatra.
Nasongadina tamin’izao asa izao ny momba ny fanabeazana sy ny filan ’ ny zazavavy tantsaha ao ambohimahazo manandriana faritra amoron’i mania tsapa tamin’izany ny tsy fahampian’ny fanabeazana ny zazavavy tantsaha hany ka tsy afaka mampandroso ny fiainany izy. Nezahana navoitra fa mety ho voavaly ny filàna eo amin’ny fi...
Andosiro fa manimba, alaviro fa vazimba! Io ilay fantatra amin’ny asany, mpanadala ny an’ny sasany, tapi-dalana nizorana, fa mpatsaka tratry ny orana
Wellek r et warren r la théorie littéraire, ed du seuil, coll 1971 poétique, paris, 265. P
Razafintsalama, op cit, tak123.
Isan’ny andininy ao amin’ny tononkalo isan’ny andalana ao amin’ny andininy isan’ny tononkalo misy andininy 1 4 5 2 4 14 3 4 31 4 4 28 5 4 6 6 4 5 7 4 1
Nanenika ny faritra maro teto madagasikara ny mpivaro-tena amin’ireny toerana ahitana vahiny maro sy mpanam-bola ary ny toeram-pilanonana107 samihafa ireny no tena ahitana azy ireo. Eto an-drenivohitra izao, dia efa misy toerana raikitra ahitana azy toy ny eny tsaralalàna, ny eny antaninarenina sns. ; ny any mahajanga ...
6 7 8 9 10 11 12 13
Ta- no tena mariky ny fotoana ho avy fa rehefa mandray mpandrohy tsofoka izy io dia maka endrika -taka- ; ye- no mpandrohy amin’io fehezanteny io, izay misolo ny mpisolo tena laharana fahatelo amin’ny tokana a- ary mitana anjara asa lazaina. Amin’ ny fehezanteny mandà dia -si- no ampiasaina amin’ity mpandrohy miasa toy...
Hitondra fanavotana mahitsy sady tsotra jesoa no tondrozotra!
Araka izany, ny antrôpôlôjia dia tafiditra ao anatin’ny siansa mandalina ny fanabeazana. Azo lazaina mihitsy aza fa manana anjara toerana lehibe ao amin’ny fandinihina ataon’ny siansa mandalina ny fanabeazana tokoa ny antrôpôlôjia. Manamarina izany i lallemand manao hoe ankehitriny ny antrôpôlôjian’ny fanabeazana no az...
Voalohany. Ny taona 1959 ka hatramin’ny 1972 izy no nitondra an’ i madagasikara. Ny fisaorana an’ity filoha ity araka izany no hirain’ny osika noho ny ezaka nataony izay nivezivezy tany ampitan-dranomasina niady ho an’ny fahaleovantenan’i madagasikara. Noho ny ezaka goavana nataony izany dia nahazo fahafahana ny nosint...
Rehefa voatolotra ireo, dia horesahina ao amin’ny fizarana faharoa ny fandalinana ny fanadihadiana natao. Havoitra amin’izany ny tsoa-kevitra miainga avy amin’ny fanadihadiana natao sy ny fampianarana natrehina ary ny antony hafa tsy nampahomby ny fampianarana.
Diachronique et combinant l’analyse des pratiques et celle des représentations. La socio anthropologie fusionne les traditions de la sociologie de terrain et du l’anthropologie de terrain pour tenter une analyse intensive et in situ des dinamiques de reproductions transformation d’ensemble d’acteurs sociaux de natures ...
Olon’ny fiarahamonina ny mpanoratra, mifanerasera akaiky amin’ny manodidina, miaina tahaka ny rehetra, mahatsapa izay karazam-piainana misy ao amin’ny fiarahamonina misy azy. Hoy randzavola8 ny literatiora dia tsy inona fa ny fiaimpiainan’ny olona rehetra, ny finoana tanany, ny fihetsehan’ny fo sy ny sainy izany hoe, h...
Ireo voambolana fampiasan’ny tantsaha na ny tambanivohitra amin’ny fiainany andavanandro matetika ireny voambolana fampiasa andavanandro ireny dia fiteny fa tsy fanoratra. Nitsonga vitsivitsy tamin ireny anefa ny mpanoratra ka nampidiriny tao anaty asa sorany ohatra 1 lay hery tsy mba hita tsy azo vetivetika. Andl. 10 ...
Ny antony namerimberenan ny mpanoratra io fehezanteny eo an-dohan andininy mifanesy io, dia mba ho fananterana azy, ary mba hanolorana amin ny olona mialoha fa io no vontoatin-kafatra tiana hambara ao amin ny andininy.
Desambra 1985
Fanizingizinana, na fihantsiana
Petraka olana
Ny hevitra raketiny
Tolory fanafody ny masoandro raha azonao atao e! Miverenaa? Ao e! Lanitra manga e! Ro tadiavinay et? Hanafana ny korana mbola misy fa tsa lany e! Ny ampitso mbola any ihany fa any ho any mbola misy andro iray toa zato ny mpihira e! Dezava-kanto
Hatramin’ny efi-trano nialany, no toa manontany; nankaiza no mbola tsy miditra ihany? Nankaiza izy izany?
Nahita mihamafonja eto ny fanehoan-kevitra satria raha mikapoka dia ny vatana ety ivelany no voa raha mandratra kosa dia efa miditra anaty izany hoe efa nampiendaka hoditra ary nahakasika ny nofo raha manala ny lamba fisaronana kosa dia tena latsaka anaty, satria efa manohina fanahy. Takon-kenatra mantsy ny lamba ka ny...
Tanana, ny vakoka ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana, ny vakoka voajanahary, ny vakoka ara-kolontsaina amin’ny sehatry ny ady mitam-piadiana? Ny zava-kanto navelan’ny razana tahaka ireo voalaza ireo dia tsy maintsy mifono anatra , toetra tsara, soatoavina, kolontsaina. Izany no nahatonga ireo razana hitovy fomba fi...
Rajaona, op. Cit , tak.12 214 5 rajaona, op. Cit, tak. 31
Veloma indrindra ary ilay zoky tia veloma madinika ho tsarotsaroana, na ho ela na ho aingana mantsy ny dia, ny fahatsiarovana anao tsy ho foana
Izay no azo ambara amin’ny toetra tsy manam-pamavany. Hitodihana indray ny mahakasika ny toetra mitompo teny fantatra sy kevokevoka. 3.2.2.2. Ny toetra mitompo teny fantatra, sy kevokevoka manana ity toetra ity i bado be zesta resahin-dramister ao amin’ny tononkalony. Mba te hiseho ho olona nianatra raha ny fihetsiny i...
Date de soutenance 08 octobre 2007 taom-pianarana 2004- 2005
Ao dia niniana nofoanana sy natao izay hanjavonan’ny oharina ifantohan’ny resaka hoe mivavaka hitory ilay fiafenana tamin’ny fanenjehana 1828-1861 ka ny anoharana hoe tafiotr’alina, hitondra ny ory, rahona, maizina no mifono azy. Amin’izany dia sady mandoko ankolaka ny herisetran’ny miaramila mpanenjika ny hoe tafiotr’...
Ny fahasalama no voalohan-karena hoy ny fiteny ka manao ny fomba rehetra ny mponina mba hananana azy. Raha ny ao firavahana manokana no jerena dia hita fa misy karazana fitsaboana telo ny fitsaboana nentim-paharazana, ny fitsaboana amin ny alalan ny vavaka ataon ny pretra katôlika rômana iray ary ny fitsaboana môderina...
Ianao lemama an! Ndeha hody aho! Ie! Anao lemama an! Andeha hody aho! Klarinety aho ka hody nahatonga orana nahazo azy. Ka nangatsiaka ka nitsonika ilay rano!
Neny tsy mba sasatra ny niteny mibedibedy fotsy rora tsy kivy akory na mamoifo, tamin’ny adalana rehetra vitanay,
Il se trouve que durant ces deux années d’exercice, l’association koloina enregistre des résultats négatifs. L’association a connu une grande difficulté financière surtout au niveau de la trésorerie. Elle manque de fonds car il s’avère que les charges ont augmenté et que les recettes n’arrivent plus à couvrir les dépen...
Ny toerana an-tampon’antananarivo no voalaza matetika ao amin’ny asa soratr’i faralahy. Azo heverina fa noho izy toerana nonenan’ny mpanoratra no mahatonga izany. Misy ihany koa ireo toerana hafa ankoatra an’antananarivo. Anisan’izany ny faritra avaratra atsinanan’ny nosy dia i toamasina sy ireo tanàna ao aminy; tao ih...
Fa ataovy mitovy amin’ny zana-bahoaka aza manaiky ny hatao fiasana hampiadiana, hamonoana, hampizarazarana
Eo amin’ny fiainana dia ilaina tokoa ny olon-tiana mba hizarana ny alahelo sy ny tsiambaratelon’ny tena. Eto kosa anefa noho ny olana manokana mianjady amin’i nampoina dia mahatsapa izy fa toa miady irery ny olon-tiany noho ny andraikitra aman-draharaha sahaniny. Ny mpanoratra rahateo dia tsy manana fahafahana hanampy ...
Finidiny, nofidina takila 75 tsy mba finidiny manko fa nofidina ho azy
Tsy ny tsy
Raha fintinina ny hevitry ny mpanoratra, dia tapa-kevitra ny handao ny fiainany na ny toerana nisy azy teo aloha izy, izay heverina fa tsy dia tsara loatra, ka maniry handeha ho any amin ilay toerana fanaperana antsoina hoe salema
Ny endriky ny fampianarana ny taranja malagasy araka ny nahitana azy tao amin’ny sekoly akanin’ny marenina ao amin’ny 67 ha no ifotoran’ity asa fikarohana ity. Resaka ifanaovan’ny mpianatra sy ny mpampianatra no ahafantarantsika ny fampianarana. Miasa betsaka amin’izany ny sofina. Olona tsy mandre anefa no beazina ao a...
Mitady mpanohana ara-bola d-vaomieran’ny fifandraisana
He ao ny tsy mba voakilema, mandray ny satro-diadema; manao ny tsanta sy atema ho voninahitr’i salema!
Ny endrika isehoan’ny hasina no tena hevi-dehibe momba ny hasina hita matetika ao. Misy telo izy ireo voalohany, ny hasin’ny tanindrazana; faharoa, ny hasin’ny tsirairay; fahatelo, ny hasin’ny zava-manan-kasina. A- ny hasin’ny tanindrazana
Fizarana faharoa
Ity ny reniko.
Misy ohatra anankiray isehoan’ny fifamaliana d tr dongoa trafo tongoa, fiteny avaratra andrefana
Izao tadidiana an-tsaina, ry tiana izaho tokinao, ianao kosa heriko ! No teny filamatra averimberiko !
Fanehoana ny lazany sy ny soa nataony
Fizarana voalohany ny jery faobe mahakasika ny hira maintimolaly
Manana anjara asa telo lehibe ny boky fampianarana. Ireto avy izany manome fahalalana
Aiza moa ka ofona efa tsy nahovoka tany no iaraha-mitoetra! .
Rabary mpit. Maritiora malagasy tak. 52 sy ao amin’ny rahajarizafy ny kabary, tak. 78 manaraka izany dia toy izao kosa indray ny antomboka.
Ny sotro. Mody hendry indray leidala izao! 257.
Jackobson r todorov t et all. Théorie de la littérature. Ed. Du seuil. Paris. 1965
Sy ny tolom-bahoaka 1947. Dia niteny farany ny admistratera ratobison-rakoto. Nasandrany avo dia avo ny herim- pon’ity zanak’i madagasikara ity. Nirariany ny tanora malagasy haka lesona amin’ny fiainan’izany tanora toa 1570- azy izany, izay nanao sorona ny tenany. Tazana nitsangana tsy nanalavitra loatra ny mpitondra f...
Izaho ankehitriny 1 izaho ankehitriny n ilay olom-baovao narenin’ny fitiavana izaho ts’ilay fahiny 5 mpitoro-dava izao tsy mahalala havana.
Mémoire de fin d’etudes pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale.
Raha fehezina izay rehetra nambara teo izay, azo lazaina fa efa nihalefy tao anatin’ny malagasy ny tahotra ny mpanjanatany, satria efa niseho lany avokoa ny fitakina rehetra na teo amin’ny sehatra pôlitika izany, na teo amin’ny lafiny toekarena izany na ny sehatry ny fiarahamonina, mba hiverenan’ny fahaleovan- tenany. ...
Sary 11 ny tavin-tsakafon’ ny akoho
Ny fanomanan-tsakafo ataon’ny anakavy amin-dreny eny an- tanàna.
Mihaja sy manaja
Tsioka tsiotsioka
Les mouvements migratoires de la population.
Fanondroan-takila
A, tn 1 asa maizina , tak.2-3 110 v. A, tf 1 ratra lalina , tak.27 111 fonagy, la vive voix, op. Cit i vers la source de la lumière. , tak. 75 i est le plus petit, plus mince, plus gai que le u tak. 56
Itony irony
Di zanak’iza , in haisoratra sy fiarahamonina, natontan’ny ftm, antananarivo, tak 107-108 53 m andriamasinoro tontolo isainana, faribolana sandratra, tak 20-21 54 di zanak’iza , op. Cit
Pédagogie, tak 1, la pédagogie du grec pa? Da? ? A, direction ou éducation des enfants désigne l’art de l’éducation. Le terme rassemble les méthodes et pratiques d’enseignement et d’éducation ainsi que toutes les qualités requises pour transmettre une connaissance, un savoir ou un savoir-faire
Aza tsiniana mandika ny tononkalo eny amin’ny solaitrabe ny mpianatra iray. Mandika amin’ny kahie ny mpianatra sisa.
Moussa bon! Ka hazavao amiko àry ny olana!
Voalaza teo fa maro ny trangan-javatra azo taterina ao anaty gazety. Voafetran’ny haben’ny gazety ihany anefa ny tonian-dahatsoratra ka tsy maintsy manivana izay heveriny fa tokony haseho indray miaraka. Ahatarafana ny karazam-panabeazana omen’ilay gazety ny fandinihana ny vaovao ampitainy 1.
Aujas, l. 1927 les rite du sacrifice à madagascar , fasc. Ii, mémoire de l academie malgache. Balandier, g. 1963 sociologue actuelle de l’afrique noire, paris, puf. 1971 sens et puissance, les dynamiques sociales, paris, puf. Benedict, r. 1931 the making of man.
Rado feno fitiavana indray no mpiteny eto ka mba ho fehin’izay voalaza rehetra izay dia nohamafisiny tamin’ny alalan’ny fanehoana vokatra azo refesina ny lanjan’ny fampiasana ny teny malagasy ka abaribariny amin’izany ireo tombotsoa entin’ity teny ity. Ankoatra ny fanambarana ireo anjara asan’ny teny eo amin’ny fiainan...
Ambaran’ny mpamoron-kira fa tsara sy soa tokoa antananarivo, ilay renivohitr’i madagasikara, satria na ny vahiny aza dia mamikitra tsy mety miala. Toa mahafinaritra avokoa izay toerana rehetra jeren’ny maso. Noho izany, tokony harovana izy fa tsy havela hanjakan’ireo vahiny ireo. Maneho izany koa i justin rajoro ao ami...
Ny fiarovam-pirenena tara-kevitra iray mibahana ao amin’ny tantara foronin’i faralahy ny fiarovam-pirenena no tara-kevitra mibahana ao amin’ny tantara foronin’i faralahy. Ireo tantara foronina nosoratan’i faralahy moa dia azo sokajiana ho anisan’ireo tantara foronina momba ny asa fitsikilovana 44 .
Tanana, ny fihenana’ny tsy fitoviana ary ny fampivoarana ny sokajy marefo 52. Ny fampandrosoana ara-toe-karena kosa dia ny fiakaran’ny fari- piainan’ny sarambabem-bahoaka 53. Ireo rehetra ireo indrindra no kendrena amin’ny fandrindram-piterahana.
Gazety lakroa, tamin’ny 11 janoary 2004, lah. 3352, v. A t. 209 1 fanatanjahantena voatendry ny 05 zanvie teo ny minisitry ny tanora sy fanatanjahantena vaovao hisolo ny teo aloha ndalana rené. Endrika tsy zoviana amin’ny mpitia fanatanjahantena eto amintsika izy, hatramin’ny any ivelany mpampianatra mpikaroka eny amin...
Taratra tamin’ny filazan’ny mpikabary rasolofo izany tsy nisy nampianatra aho, na nisy ray aman-dreny nakàna tahaka 75. Heverina izany, fa rehefa misy ny finiavana sy ny fifantohan-tsaina, ka mahalala tsara ny fomba fandrafetana ny lahateny an-kabary dia lasa mpikabary matihanina amin’ny kabary am-pianakaviana ny olona...
Ny lanjan’ny fanafanana omby eo amin’ny fitandroana ny fandriampahalemana antony maromaro no ahazoa-milaza fa antoka iray amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana ny fanafanana omby raha tsiahivina ny voalaza tany aloha tany, dia manambara fa anisan’ny antony anatanterahana ny fanafanana omby ny mba ho fiarovana azy ...
Richard rowan kosa dia manamarika fa ny fitsikilovana dia nisy fiantraikany bebe kokoa teo amin’ny tantara fa tsy teo amin’ny mpahay tantara. Vokatry ny tsy fahalalana dia miely ny fahadisoan-kevitra izay milaza fa ny fitsikilovana dia toe-javatra vao niseho. Vao niseho izy satria any amin’ny gazety no ahitana azy fa t...
Variables taille men sup rdmt nbre enf scol lettrés persoud quantité riz produite observations
Raha io fafana eo ambony io no jerena dia azo ambara fa ny fo no mahazo laka eo amin’ny mpanoratra. Raha tononkalo 100 mantsy no niaingana nanaovana ny fandinihina, dia tononkalo 54 tamin’izany no nisy ny voambolana fo ny tononkalo iray amin’ireo dia mety ahitana voambolana mihoatra ny iray ny fiverenany.
Telonohorefy
Amam-behivavy. Tsy misy ny hena-maso sy ny henatra. Tonga ny enji-dresy ny teny maharary ataon’ny havana satria lasa ilay niraisana. Matetika aza dia atao ny hahalao monina ireo kamboty tsy misy mpiahy. Vokatr’izany dia te-hiantso an-drainy mba hiverina i arni saingy tsy afa- manatanteraka ny faniriany. Setriny aleony ...