text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny nifidianany manokana ny fikambanana |
Ankilany, maro ireo niova ka nanaraka ny fiovan’ny tantaran’ny madagasikara, toa azo ambara fa sady tsy malagasy no tsy frantsay noho ny fitiavam- bola sy voninahitra diso tafahoatra. Nanararaotra ny fahefana, nanararaotra ny fiaraha miasa amin’ny vazaha mba hahazoana vola ka namela ny maha malagasy azy fa nifindra las... |
Reny ora nampangidy, tsy mba tery na safidy, mbola ataovy varavarana hahitako fahasambarana. |
Sy fiofanana. Ny taranja basket ball no tena manavanana sy andratoany fiofanana betsaka. Vao tamin’ny taona 2002 iny no nahazo mari-pahaizana maha-mpampiofana iraisam-pirenena izy. Mbola nisahana ny andraikitra maha-tale teknika nasionaly malagasy azy ihany koa ny tenany nialoha izao fanendrena azy izao. Efa nanazatra ... |
Mikol, alain, le contrôle interne , 1ère édition, paris, année 1998, page 28. |
Masina 3-3-2-1 findramana voambolana avy ao amin’ny soratra |
Lafiny sôsialy |
Ny fitsaboana nentim-paharazana ny fitsaboana nentim-pahara |
Tina mifokofoko jereo izany ry hery a! |
Raha nangataka an-drobena hiala amin’ny asany na hangataka fifindran- toerana i nary, dia hoy ny eritreriny matoa ramosé raveloson nangataka fifindran-toerana dia efa enin-taona izy teto ary nisy ny tsy fahasalamam-badiny tak149 |
Amin ny acdb ivato 66 |
Faharavan’ny fitondran’andriamatoa marc ravalomanana ary manaraka ny fitondrana tetezamita notarihin’andriamatoa andry rajoelina faharavan’ny fitondran’andriamatoa marc ravalomanana |
Mizara ho roa ny firenena maneran-tany araka ny fanasokajiana nataon’ireo firenena matanjaka. Andaniny, misy ireo firenena amin’ny ila-bolan-tany avaratra, antsoina hoe les pays du nord dia ireo izay mihevitra azy ho tany mandroso ary ankilany kosa, ireo firenena amin’ny ila-bolan-tany atsimo, izay firenena an-dalam-pa... |
Fitambarany |
John beattie, 1972 , introduction à l ’ athropologie sociale, payot paris, tak 91 , fizarana voalohany toko v croyances et valeurs 6 emilson tsiferana daniel andriamalala, fanagasiana ny toe- karena , ny fanagasiana , l ibrairie mixte analakely antananarivo, tak 38 7 ravalomanana marc, ny olana fototra iorenan’ ny fana... |
Fehin’ny toko voalohany hita nandritra iny toko voalohany iny fa miavaka ireo feo sy voambolana ampiasain’ny mpanoratra ao anaty asa sorany. Tsikaritra fa somary mivantambatam-piteny ireo mpandray anjara ao amin’ny asa soratr’i soza marie yolande tsy dia miolakolaka loatra rehefa misy toe- javatra tiany hasongadina, fa... |
Fahiny dia tsy mataho-paty maimbo ny anta ala. Tsy fitia te hitahiry ilay faty anefa no mahatonga izany, fa misy hevi-dehibe fonosiny fatahorana ny handevim-belona tsy eken’ny sain’ny mpiara-monina ny mandevina mafana143. Misy mantsy ireo olona torana maharitra izay toy ny maty mihitsy, ka izany no antony no iandrasana... |
Tany am-pianarana i di dia efa nanomboka nandika teny an-tsoratra t8-t12 ohatra, nadika tamin’izany ny espaniôla ho frantsay, na frantsay ho espaniola, ny malagasy adika frantsay, na ny frantsay adika malagasy. Nitohy teny amin’ny ambaratonga ambony izany rehefa haka licence tao amin’ny lettres modernes izy. Ny fandika... |
Na eo an-kavia, na an-kavanana nofo valaka sy reradreraka toa salama satria mahatsangana saingy tsy tsara tanteraka lazaina ho andriana satria tsy misy mpanao sarasara tompoina marain-tsy hariva fanina mandraingiraingy kanefa esoina ho tsara ny feo efa iva dia iva |
Mbola tsy misy andro natokana ho tsenan’ antanetibe mahazaza aloha hatramin’ny fotoana nanadihadiana tany an-toerana. Saika mamonjy tsena any mahitsy avokoa ireo izay mila izany. Na izany aza, misy izay ilaina rehetra ao an-toerana. Miisa enim-polo ny mpivarotra ao an-toerana araka ny plan communal de développement 200... |
Mamolavola lohahevitra iray hafa izy ireo miainga amin’ity asa fikarohana ity. Na izany aza, misy fetrany ihany ny asa, satria voafetran’ny haitsikera. Ekena fa tokony hanolotra boky iray hafa ho ohatra amin’ny boky, any amin’ny faran’ity asa fikarohana ity, kanefa noho ny fahateren’ny fotoana dia tsy vita izany. Azo a... |
Mpamita iraka anarana andraikitra sonia andriamanga benjatiana fikrifama illisible rakotoarisoa jacques examinateur antambolo illisible rakotoarinaivo herisoa examinateur a to vavy illisible rafaliarimanana bonson examinateur morarano illisible andriamalala jeannot representant du village illisible |
Ny fanontaniana tsy miandry valiny, mandrakariva natao hanatitranteran-kevitra. Eto dia hoe tsy afaka hiray toerana amin’i felana i miaro. Ahitana fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina koa eto. Mety avy amin’ny toetra ananan’ny tsirairay no nahatonga ny fanasokajiana, i miaro lazaina fa zanakond... |
And 1, 2, 3, 4 miverimberina ao am-piandohan’ireo andinin-tononkalo efatra ireo ny teny hoe andriamanitra ô! |
Ry alina malala ry sakaizako tsy foiko ry hany tiako tsy miala e ! Ry tiako sy koloiko |
Teny fampidirana |
Tao anatin’ny segondra iray no sady maty ny jiro, nankarenin-tofina ny poa-basy nifanesy namonjy nandadilady tany amin’izay azony niafenana i camalo sy andry, samy nihohoka tamin’ny tany izy roalahy vh tak 58. |
Miaiky ny olombelona fa manana hery tsy takatry ny saina andriamanitra. Manana ny fandaharany amin’ny fiainan’ny olona tsirairay avy ihany koa izy. Raha sendra tojo fahoriana, ny fahendrena dia ny fahaiza-mionona sy fanekena ny lahatra. Fanabeazana tanteraka ny fiainana ny fitanisana sesilany fanina ny saina, reraka ny... |
Fehezan-teny mifamaly rafitra, mitovy vahana, mitovy hevitra no anehoan’ny mpanoratra izany mba handresen-dahatra fa matetika dia voatery haneho fanajana ny tsara fanahy ny ratsy fanahy noho ny zava-tsarotra mahazo azy; ary dia miondrika eo anatrehany izy ary mangataka fanampiana aminy. Etsy ankilan’izany koa, dia laza... |
Jereo ohabolana 12 17. |
Boky nitsongana hevitra durkheim, 1968. Les formes élémentaires de la vie religieuse, le système totémique en australie. Puf paris 650 pages. P. Ottino, 1963. Les economie paysanes du bas mangoky, paris, ed. Breger de nault |
Ohatra maninona ma ino atsinanana asina a sahirana sahira marary marary. Makaky malaky manao ma ano |
Ao ambanivohitra ao misy tanàna haolohaolo 10 nokoloin’ny fahiny, nopinetraky ny ntaolo, nefa kosa ankehitrio toa nilaozanao nisintaka any iarivo tany soa, any indray no miparitaka. |
Rasolomamonjy dieu donné, sefo fkt talata volonondry , 06 aprily 2014 |
Fomba fiseho |
Va, ianao fitiavako , tak 62 |
Olombelona aho mantsy! |
Robins in gen-ling, an introduction survey, p.52 chacune des différentes habitudes linguistiques d’un individu varie avec les différentes situations dans lesquelles il se trouve et les différents rôles qu’il joue à tout moment dans la société cité dans p. Guiraud et p. Kuentz, la stylistique lecture, p.9. 125 r. Jakobs... |
Farany nefa tsy ny kely indrindra dia ianareo ray aman-dreny izay lany fatotra amam-pondrana tamin’ny fampianarana anay, ny zandriko roa mirahavavy, ny tapaka sy namana, ny fianakaviana nampahery sy nanohana ary nandrisika hatrany tamin’ny fanatanterahana ny asa fikarohana. Sitraky ny vava sy telin’ny kibo tokoa ny zav... |
Mpitandro ny filaminana. Fanamboarana foto-drafitrasa any amin’ny toerana izay heverina fa faritra mena amin’ny asan-dahalo na any amin’ny fonkontany maro any ambanivohitra; nefa izany dia mbola mijanona ho tanjona lavitra ezaka noho ny olana ara-bola. Tsy mahavatsy io foto-drafitrasa atao io ny teti-bola isan-taona ao... |
Ny fandrafetana ny lohateny |
Ny tontolon’ny mpianatra ivelan’ny sekoly |
Ny fandrosoana fampandrosoana taratra ao amin’ny vahiny ity lahateny ity indray dia entina hitsikerana indrindra ny fomba fiainana ny fandrosoana. Amin’ny olona mantsy, raha ny malagasy no jerena, dia ny fanarahana ambokony tsy ampieritreretana izay avy any ivelany no mari- pandrosoana. Izay rehetra avy any ivelany dia... |
Fanampian’ny tekinisianina koa izy ireo, ary tsy izany ihany fa maro ny zavatra kendrena amin’ny fanapariahana haitao, araka ny voalazan’ny direction de la vulgarisation agricole hoe ny kendrena amin’ny asa fanapariahana haitao dia tsy ny fampitana ihany amin’ireo tantsaha ny haitao hampitombo ny vokatra fa ny hanofana... |
Tsy manam-bava hiteny ny zavaboary, kanefa dia afaka manabe amin’ny alalan’ny fomba fiainany sy ny fihetsika asehony. Miara-miaina amin’ny olombelona ireny zavaboary ireny, ka ny fifampikasohana aminy no ahafahana mitaratra ny |
Fanetsehana ny faharisihana sy fanairana ny fahalianan’ny mpianatra eo amin’ny fomba fampitana fahalalana lafy izay antsoina koa hoe fifandraisana pédagôjika araka ny ahitana azy ao amin’ny telolafy haifampianarana. Ato amin’ity lafy ity no sehatra anehoan’ny mpampianatra ny anjara asany eo amin’ny fomba fampitana faha... |
Nanoritsoritana ny fomba nentin’ny mpanoratra nanehoana ny fanabeazana tao amin’ny amboara ako sy antso ity fizarana fahatelo ity. Nojerena tao amin’ny toko voalohany ny fomba fanoratra. Nohasinkasinina tamin’izany ny filalaovana tamin’ny endriky ny tononkalo, ny teny ary ny sarin-teny. Namaritra ireo lohahevitra tao a... |
Tak 12-13 amin ny hôpitaly. |
Izay voasoratrao rehetra dia raisiko avokoa rehefa teny avy ao anaty ary hira avy ao am-po. |
Op. Cit, tak.137 |
Dobodoboka! Izy telo vavy zana-drainikoto no misikin-damba miaraka mitoto |
Par contre dans cette section, les problèmes liés à la gestion financière et comptable tels que l’absence de séparation des taches, le manque de planification de travail, l’absence des tableaux de bord, la non exhaustivité des outils de gestions sont mis en exergue. Les risques pour ce genre de problème sont les erreur... |
Collège koloina tanjonandriana 32 22 17 20 12 104 5 |
Manana ny mampiavaka azy ireo tantara foronina nosoratan’i arikaomisa randria ireo. Ireto lohahevitra manaraka ireto no hanasongadinana izany ireo singa mandrafitra ny tantara foronina, ny vontoatin’ny tantara, ary ny fifandraisan’ny gazety lakroan’i madagasikarasy ny tantara. |
Andriamanitra ô ! Ekeko amin’ny saina, fo, fanahy raha izao no anjara tendry izay voalahatrao ho ahy. |
Toy izao kosa ny ampahan-dresaka nifanaovan’i anja sy i andry, ary ny filazan’i andry izay hatsaran-tarehy amam-bikan’i anja izay anja raha tsy diso aho izany, dia ianao ilay andry zandrin’i haja? Andry ie! Andry rolland no anarako. Fa maninona? Anja efa nampoiziko sy fantatro tamin’ilay ianao nateriko iny, saingy mba ... |
Ny taona 1912 dia namoaka ny tantara naz en l’air i souvestre sy alain ; io tantara io dia miompana indrindra amin’ny famadihan’ireo miaramila ny mpitondra azy ireo. Hita ao amin’io tantara io ny fifangaroan’ny fitiavan-tanindrazana sy ny fanakorontanam-pitondrana izay nampiavaka ireo mpanoratra ireo. |
Amboaran-tononkalo i sandratra , 1988 |
Jeanne ferrand et a. R. Ratsimamanga, op. Cit. Tak. 1481. Le hainteny est aussi un mode de dialogue. Mais alors que le dialogue du kabary est celui de l’individu et de son environnement social, le dialogue du hainteny reste le tournoi équilibre entre deux forces rivales |
Ny tao amin’ny sfe no nanaovana ny fizarana asa, tao ihany koa no nisy ireo andraikitra notanana, tsy inona fa ny fampiofanana ireo ray aman-drenin’ny mpianatra tamin’ny alalan’ny edp écoles des parents izay natao tany amin’ny epp ampanataovana ambohidratrimo isaky ny tapa-bolana. Efa misy ny fitsinjarana lohahevitra h... |
Izay aleha rehetra sahona maneno!134 tsy tokony hokobonin’ny mpanompon’andriamanitra ho azy irery izany finoana an’andriamanitra ho ilay mahefa ny zavatra rehetra izany, fa tokony hozarainy amin’ny hafa ihany koa. Adidin’ny mpino ny mampiely ny fahatsaran’andriamanitra amin’ny olona rehetra, indrindra fa amin’ireo izay... |
Ny anton’ny safidy |
Fampianarana ireo ray aman-dreny ny teknika mahomby eo amin’ny asa fambolena sy ny fiompiana satria izany no antom-piveloman’ireo olona nanaovana fa fanentanana ireo sy ahafahany mampitombo ny fari-piainany sy ahafahany manaja ny zon’ny zanany. |
Inoan’ny malagasy fa azo atao sorona mba hanonerana ny fahadisoana natao ny akoho. Ny ran’ny akoho alatsaka dia afaka manala ny tsiny azo vokatry ny fandikana ny fady. Fahita eran’ireo toeram-panasinana maro falehan’ny malagasy izany, raha tsy hitanisa hafa ankoatra ny eny ambohimanga, katsaoka, andranoro izay naleha a... |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky ii, tak 35 108 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 52 109 clarisse ratsifandrihamanana, op. Boky i, tak 91 110 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky ii, tak 160 |
Vondraka vondrabondraka vondrahana |
Tovolahy iray eto no manome toky ny olon-tiany fa tsy maintsy hitady izay misy azy any aoriana, na dia misy aza ny fisarahana izay tsy maintsy atrehin’izy ireo ankehitriny 158 v. A, tn5, aloka fitia 159 v. A, tn1, ny atao no miverina |
Efa natsidika teto fa tsy mba mipetraka an-tanàna ny ankamaroan’ny mponina mandritra ny androm-piainany satria any an-kare ana avokoa no misy ny foto- pivelomany. Isan’izany ny fiompiana sy ny fambolena. Mazava ho azy fa any an-kare ana no misy ny akoho amam-borony. Andramany ompiana avokoa izay mety ho karazany toy ny... |
Iii.1.2. Andian-teny |
Ny mpanao ny sasiny dia hita ao amin’ny andininy 1, 2, 3 ary 7 ny anjara fitenenany. Ny anjara fitenenan’ny mpamaly ny antso kosa dia hita ao amin’ny andininy faha 4, 5, 6. |
Ministere de l’enseignement secondaire et de l’education de base, 1997. Fandaharam-pianarana kilasy famaranana ta. P10 |
Besse j. M , vers une pédagogie par objectif in bulletin sté a binet et th simon n 556. Iii, 1997 |
Fanadihadiana natao tamin’ny mpanoratra ny 30.11.10. Sy ny 25.01.11. Tao androndra |
Faralahy olon’ny soratra sy ny asa famoronana |
Amin’ny maha evanjelisitra ny rain’i harioley, dia nobeaziny tamin’ny fivavahana kristiana ireo menaky ny ainy. Telo mianadahy no zanak’izy mivady; i elie raharolahy ihany no lahy. Niaina tao anatin’ny fihafiana sy ny tsy fisiana izy ireo matetika, kanefa nitoetra teo ambany fiainam-bavaka hatrany. Nampitsiry faniriana... |
Ireto avy ny karazana feo sy ny hevitra fonosiny feo hevitra fonosiny e feo entina miantso ià feo entina mamaly na manaiky. Oà, a feo entina mamaly antso tsy dia manaja loatra o feo entina mamaly antso, feo fanao eo aorian’ny anaran’olona ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana. |
Misy ny anarana azo avy amin’ny mpamari-toetra. Tovonana ha- ny mpamari- toetra dia manome anarana milaza toetra. Mbola azo tovonana fa- ihany koa ny teny notovonana ha ohatra malaika ha-mailaka fa-ha-mailaka |
Osgood c style in language. New york. Mitchell press. 1960 |
Noho ny fisian’ireo tendrombohitra avo any amin’iny faritra avaratry ny disitrikan’i fandriana iny , toa an’i vatondrangy, analasarotra, i katsaoka ary analamaka, dia maro ireo renirano antonontonony avy any , izay mitambatra ho reniranon’i mania ny reniranon’i fitamaria izay mamaky ny kaominin’i miarinavaratra sy i be... |
Masculin féminin masculin féminin |
Ny landibe dia tsy manahirana noho izy dia , mivelona amin’ny ravin-tapia sy amberivatry izy. |
Ray aman-dreny 9 ray aman-dreny 5 6 eny 1 tsia 5 |
Olana eo amin’ny serasera ary vahaolana mifanandrify amin’izany |
Namana hanohitra ny fingan’ny mpamadika mpandefona ao ivoho |
B3- ny fanandratana ny maha malagasy |
Ranonando milatsaka vao maraina ny fahasairanana ka levona izany rehefa tonga ny masoandro. |
Littérature et langage, vol 3 le roman, le récit, le cinema , coll. Dirigée par henri mitterand, ed, fernand nathan, paris, 1971, p 141 en le datant d’une manière absolue ou en renvoyant à des signes extérieurs de l’écoulement temporel, l’auteur situe l’événement dans le temps |
Fototeny toy ny tovana sy verindroa. Manova ny zanapeo ianjerany ny fisian ny tsindry eo aminy. Mihamisokatra kokoa ireo zanapeo mikatona mitondra ny tsindrim-peo. |
Tsy fantatro malala f izaho ve no adala ? Sa tsy te hahalala ny teva-manasaraka antsika tsy hiaraka an-dalan’ny f tia matahotra aho ny hitia |
Betsaka no azo heverina fa loharano nipoiran’ny vintana. Tsy ny kintana miseho eny amin’ny habakabaka amin’ny fotoana ahaterahana ihany, fa ny zavatra rehetra manodidina ny fiainan’ny olona dia heverina fa mamaritra ny ho vintana avokoa. |
Mandresy lahatra azy. Mahatanteraka ny anjara asan’ny fandresen-dahatra tokoa ny lahateny hita noho izy mampivoatra ny olona mikirakira ny lahateny manabe voho ny fahalalana efa ananana, manitsy sy mampivoatra ny fihetsika sy ny fitondrantena, ary miteraka ny fahaiza-manao eo ampamolavolana lahateny. Faharoa, ny fandro... |
Farany, ny fingadona lila dia azo antsoina ihany koa hoe ngadon-kiram- pamindrana. Izany hoe, toy ny famindran’ny olona iray ny fahenoana ny fomba famakiana azy. |
Manana tanjona tratrarina toy ny fikambanana rehetra ny ong fanamby. Misy ny ho an’ny firenena, fa eo indrindra koa ny tanjona ho an’ny fokontany iasana. Lehibe indrindra amin’izany ny fiarovana ireo harena voajanahary. Havaozina sy hajarina ireo sisa tsy simba entina hiadiana amin’ny fahantrana. Tsy mahavita tena ny f... |
Teo am-pandinihana ireo tantara ireo dia maro ireo hevitra voaangona saingy na izany aza dia izay hita ho tena misongadina no hanompanana izao fanadihadiana izao anisan’ izany ireto ny famotsipotsirana ny tsy rariny ataon’ny mpanjanan-tany, ny tolona ho fitiavan-tanindrazana, ny fisaraham-bazana teo amin’ny mpandray an... |
Iomehezan ny namana 4 4,3 |
Ny taona 2012, nanatanterahana ny andiany fahaefatra dia nisy famelabelarana nataona mpisehatra eo amin’ny fizahan-tany sy mpanakanto efa matihanina ary mpikarakara hetsika. Nanaraka izany ny adihevitra izay mikendry ny hampandroso ny toe-karena sy ny kolon-tsaina ao amin’ny faritra vakinankaratra. |
Travaillent surtout sur l’agriculture et l’élevage. Et le soir, ils s’organisent pour monter la garde de leur village dans le but d’assurer la sécurité au sein du centre. Quant aux femmes ou les mères de familles, elles suivent des formations artisanales et assurent les tâches ménagères et les activités collectives bal... |
Gazety lakroan’i madagasikara, lah 3525, 17 jolay 2007, tak 8 73 gazety lakroan’i madagasikara, lah 3549, 16 desambra 2007, tak 8 74 wikipédia, catastrophe; en 2009, les inondations et autres catastrophes liées à l’eau, ont compté pour 53 du nombre total de catastrophes naturelles 75 wikipédia, catastrophe août 2008 de... |
Anisan’ny tanjona lehibe kendrena amin’ny malo ny fanehoana fa mahavita zavatra ny fiarahamonina rehefa miray hina. Afaka mandamina ny raharaha ao anatiny izy fa tsy voatery hiankin-doha amin’ny fanjakana. |
Tao amin’ny epp ampanataovana no nanatanterahana ny fampiofanana, ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena dia miara miasa amin’ny ong be dia be izay manampy ara-pitaovana amin’ny fanofanana, isan’ireo sekoly izay nanaovana ny asa ny epp ampanataovana, tsy nisy antony manokana manokana nisafidianana io toerana io fa miezak... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.