text
stringlengths
10
11k
Il est légitime d’appuyer ces associations car elles contribuent à leurs propres échelles à l’amélioration des conditions de vie des populations locales des régions dans lesquelles elles interviennent. L’amélioration de leur cadre d’action à travers l’adoption de diverses mesures par les différents acteurs intensifiera...
Fampahafantarana amin’ny ankabobeny ny toerana iasana zava-dehibe tsy azo lalovana fotsiny amin’ny asa fikarohana toy izao ny fanoritsoritana ny faritra izay nanaovana fanadihadiana. Anisan’ny mamaritra ny fiainam-piaraha-monina ny toerana misy azy; noho izany mialoha ny handinihana ny zava-misy ao aminy dia ilaina ny ...
Ao amin’ny vh dia maharitra tapa-bolana mahery ny dian’i andry tany ivelany, fony izy nikaroka ny namono an-drakamisy sy nanadihady momba ny fikambanana frolitimo. Lazain’ny mpanoratra fa ny tebiteby no be nandritra ny tapa-bolana mahery naharetan’ny dia vh tak 179.
Hita nandritra ny fanadihadiana, fa tsy mirindra araka ny tokony ho izy ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy famaranana eny amin’ny sekoly tekinika. Maro ireo olana tamin’izany, ary saika nahitana izany avokoa ireo lafin-javatra manodidina ny fampianarana. Anisan’izany ny fandaharam-pianarana tsy mazav...
Mampiasa matoanteny mpanao na sehatra maromaro izy eto, itanisany ireo hetsika ataon’ny malagasy amin’ny fanaovana tolona. Anisan’izany ny hoe mitaky, mitolona, miantsoantso, sns. Nataony amin’ny endrika ankehitriny izany, anamafisany, fa mbola tsy mitsahatra ny tolona ataon’ny rehetra, amin’ny ady amin’ny fiainana. Mi...
Asiniony 6 aogositra 1997
Dia ahitana métaphore azo avy amin’ny fanafiana toetran’ ny anoharana ny oharina, na dia efa somary toy ny fitaratra lany manja aza. Tsara hasian-teny eto izany. Ny oharina dia ny tenin’i jesoa ny toetry ny zavatra mafy, azo antoka, toy ny tady mahazaka angaha, no natafy io teny io, araka ny nambara hoe nifaharan-drasa...
Ny elanelana ny mpianatra sasany mihevitra fa ny lasa no tena ventesina ao amin’ny literatiora, fa tsy mba tahaka ny riba izay zavatra iainana andavanandro no hianarana toy ny mihaino tantara ny fiheverany ny tenany rehefa manao io zana- tanja io, indrindra ny lohahevitra tantaran’ny literatiora. Mamboly elanelana eo a...
Nihevitra mantsy ny mpanoratra fa tokony hifanampy sy hifamonjy ny mpihavana raha sendra ady sarotra, ka izany no nahatonga azy nanentana ilay tovovavy hiverina any amin’ny fianakaviany.
Farany, nanolotra tari-dalana momba ny foto-pinoana kristianina izy. Novelabelariny tao anatin’izany ny mombamomba an’andriamanitra sy ny toe-panahy tokony hananan’ny kristianina, ary ny andraikitra sy toetra takina amin’ny mpitondra fivavahana.
Eo amin’ny malagasy, mizara roa mazava tsara ny tontolo dia ny tontolon’ny velona sy ny tontolon’ny maty. Heverina ho tontolo mifampitohy tsy azo ampifamadihana ireo, izany hoe avy ao amin’ny tontolon’ny velona mankany amin’ny tontolon’ny maty. Ny tontolo iriariavan’ny olombelona miaraka amin’ny zavaboary manodidina az...
Satria moa ny ankizy dia olon’ny fiarahamonina sady miaina eo anivon’ny zavaboaary, misy ifandraisany amin’ireny avokoa ny fiainany manontolo. Tsy
Toro-lalana ho fampianarana ny serasera eo amin ny taranja malagasy any amin ny ambaratonga fahatelo.
Loharano croix-rouge canadienne, 2014, stratégies d’apprentissage et de mémorisation
Loharanon-kevitra ny mpikaroka
Ny antony mahatonga ny mpianatra ho zatra mampiasa teny bemiray
Miainga mandrakariva amin’ny tantara nosoratana ny sarimihetsika, toy ny tantara foronina, tantara tsangana, sombin-tantara, tantara fandefa amin’ny radio ihany. Saingy manana ny mampiavaka azy izy raha ny vontoatiny no jerena. Amin’ny tantara tsangana, ohatra, tsy maintsy miainga amin’ny olana fototra hatrany, izay ma...
Ndrao izaho tsy ho tafita. B 239
Fandresena ny fitiavana.
Sambatra ny manana arnpoky ny soa anivon’ny harena miaina an-jepizepin’ny firavaka miraratra zary mahajambena
Nirhy-ianto gazety hita sy re, n 1952, sabotsy 27 mars 1965
Ny skotisma anarana ankapoben ny fikambanana nirotsahanay ny skotisma. Noho izany dia tsy azo lalovam-potsiny fa tsy maintsy fantarina ny mahakasika azy. Lafin-javatra telo momba azy no hojerena eto. Voalohany, ny famaritana; manaraka izany, ny tantarany; faranana kosa amin ny ireo antony mampisy io fikambanana io.
Miendrika boribory izy rehefa mivelatra, eny amin’ny sisin’ilay boribory no ahitana ny firaka mampilentika azy any anaty rano. Mifatotra eo am-povoany kosa ny tady itazonana azy rehefa ampiasaina. Azo ahorona toy ny lamba izy rehefa ampirimina. Natao hakana trondro mandehandeha aty amin’ny sisin-dranomasina ity karazan...
Ahitana izany fampitoviana izany ny hoe fasana no
Ny firafitry ny tantara tarafina amin’ny fizotrany
Ny fizotran’ny fomba ankapobeny ireo notanisaina rehetra teo aloha teo no harindra ao anaty fizotra manaraka ny fisesy ara-potoana fanatanterahana sy fampiasana azy tsirairay avy.
Lasa namoha varavarana i soa, dia nivoaka
Table des matieres
Ny fandrindram-piterahana, izay voalaza fa vavahady hidirana amin’ny fahasalaman’ny fananahana, dia tafiditra ho isan’ny paikady hiadiana amin’ny fahantrana, voarakitra ao amin’ny document stratégique de la réduction de la pauvreté dsrp , ihany koa. Araka izany, ny hetsika antsoina hoe planning familial dia teraka tany...
Kadhafi, fa nisy kosa ireo nanameloka izany famonoana izany. Ny filoha amerikana barack obama dia nilaza fa fiafaran’ny tantara lava sy fijaliana 9 iny fahafatesana iny. Fa ankoatra ireo karazana savorovoro ireo dia nisy ireo firenena izay niaina tao anaty fihitsohana ara-pôlitika. Anisan’izany i ukraine. Io fihitsohan...
Anisan’izany ny parallélisme , izay nandokoan’i eliza freda ny fanekeny ny zava-misy teo anoloany. Voamarika amin’ity ohatra ity izany ry kibo izay nitondra, toneo ny sentosento fa tanim-pahoriana no diavina etoana; ry reny izay namoy, anjara izao ka ento, lahatra sy didy ka atao ahoana. 457
Ikala vazaha 41 regis rajemisa raholison ; op, cit ; tak.945
Raha akapoka ny voalazan’ireo mpandinika roa 02 ireo dia trangan’aretina maneho ny kolontsain’ny fiarahamonina misy ny olona voa ny fidiran’ny fanahy tsy hita maso ao anatin’ny olona iray, izay miteraka ny ambalavelona. Mitaratra ny fifamatoran’ny vondrona iray amin’ny tontolo hita maso sy tsy hita maso izany.
Fifanohinana misy ao am-pianarana ny hetsika rehetra atao ao am-pianarana dia ahitana mpisehatra hatrany. Na ny mpianatra, na ny mpampianatra dia samy mandray anjara amin izany avokoa. Hovahavahana tsirairay eto ambany izany endriky ny serasera izany izay ahitana ny fitrandrahana ny lesona sy ny fanazavana izany ary ny...
Ny fikarohana aterak’izao asa izao
Rdada zefar, joseph raymond rakotomandimbiarison, janoary 1989, in sombin-tantara voafantina faribolana sandratra? 1999 rny karatrri balyr, i. P. A, in hamy, faribolana ipa, tak.15-23 rsamy renokar, lydiary, in ambioka, lah.32, desambra 2000 radidy sa fitiavanar, zoé barijaona, in navalona, tak.19-21. Ny lahatsoratra f...
Zato nosin-drazanay mibikan-tongotra an-kavia toy ny zazavavy miantsa sy mirary ny olon-tia zato endrikao sariaka toy ny tsikim-bolantsinana 20- mampitroatra ty tigetra ho eo an-dasy fibanjinana
Mijifa ny zaza izay be pelipelika mijefy ny vavy raha za-daolao mijofo ny rivotra ary dia matetika mijifa ny foko rehefa lavitra anao !
Maro any y raha iovàny y fa ahin’olombelo lafa maty, tsy do avaofa ao koa y manjary voay. Nisy manahaky an’izay a fort- dauphinao, a la irano ao, fa ny tanà toera misy any rano io taloha. Nisy ambiasa nandalo taminy tanà io ka nangataky rano fa nangetaheta, ka tsy na ome azy iaby ze tra o nilirany fa lany rano. Farany ...
Mpanoratra frantsay tamin’ny 1900-1977 voafidin’ny vahoaka frantsay mpanoratry ny taonjato faha-roapolo mpilalao teny ary mandala ny tontolo hafahafa ran e sy elie rajaonarison, anjambolana, fonon’ny boky any aoriana 39 jacques prévert, la rivière ikopa anjambolana, nadikan’i ran e sy elie rajaonarison, pp 142-143 40 i...
Va tak 79 ; and 1 ; andl 4-8 and 5 ; andl 17-24
Raha aravona dia toa izao ny mpisolo fotoana ampiasaina miaraka ao amin’ny fehezanteny mitatitra mivantana androany-androany fa misy elanelana kely farafaharatsiny ny tenin’ny mpiteny sy ny an’ny mpitatitra azy
Tsy ny sakafo hohanina sy ny trano honenana ihany no tsy ampy eo amin’ny vahoaka, fa manampy trotraka izany ny tsy fahalavoarian’ny lamba hotafiana. 1.1.2.3. Ny tsy fahalavorarian’ny lamba hotafiana
Tsy fahadisoana ireo teny soratana na tononina ka avoaka ho hita na ho ren ny be sy ny maro.
Sedra 1 fa misy ireo tantara voasoratra avy hatrany tsy mila hosoratana ! Fa avy dia voambara sinora-tenany ihany mahazo avara-patana ! 2 ny fiainantsika izany llay boky sedranao. Tsy mbola mety vita. Ndeha soraty ihany lazao sy ambarao miezaka ho tafita ! 3 tadidio ry tiana fa tsy tantara mihitsy ny fiainan-tomandavan...
Anterin’ny mpanoratra mihitsy aza fa zaza narefo ara-pahasalamana i miaro. Ny gradation araka izany dia nenti-naneho ireo ambaratongan-kevitra misongadina mirafitra ao an-tsaina37izay milaza ny fisahiranan’ireo ray aman-dreniny nikarakara azy mba ho salama. Nisahiranana mafy tokoa izy araka izany. Mbola anteriny amin’i...
Fandaharan-teny no nandikanay ny voambolana hoe élocution 159. Rehefa fantatra ny drafitra tokony harahina hananganana ny lahateny dia miroso amin’ny fandrafetana an-tsoratra. Misy paikady samihafa tsy maintsy hajaina ihany koa entina mandrafitra ny lahateny satria ny fahaizana mifantina ny voambolana sy ny fehezanteny...
Tompon-tsafidy amin’ny fiainany ny tsirairay na dia eo aza ireo karazan-kery samihafa mety hampiova hevitra azy. Nisedra olana maro i nampoina ary nahatsiaro ny ngidin’izany fahoriana izany. Ahoana anefa no nahafahany nisetra izany karazana olana izany mba hahafahany miaina tahaka ny olon-drehetra ?
Mba hahatomombana tsara ny asa izany dia hanatsoaka lesona avy amin’ireo tranga roa ireo isika, tsy inona izany fa ny fanaovana sakafo anelanelam-potoana tsy hoe andaniana fotoana betsaka izy na anaovana zava-manahirana fa sakafo maivamaivana fotsiny mba hanamaivamaivana kokoa ny hanoanana na ny fidinan’ny hery enti-mi...
Any ivelany manetsika ny saina na ny fo hanoratra no atao hoe aingam-panahy 220 ny olombelona izay miaina dia lalovan’ny fihetseham-po samihafa. Misy anefa afaka mamoaka an’izany eo amin’ny hira, amin’ny feo izany; io no atao hoe mpihira, mpanao mozika io. Misy koa ny afaka mamoaka an’ izany eo amin’ny sary ny mpanao s...
Fo mahatoky mety hiteraka fahoriana ho an’ny fo ny fitiavany fo maro. Hahasambatra azy kosa ny fanajana fo tokana hotiavina. Olana maro mantsy no mety ho vokatry ny tsy fahatokian’ny fo.
Ny teny sy ny fiteny malagasy, sme, 2000 ankorondrano antananarivo, 254
Miorina sy tsara fototra amintsika ny hoavy vanona ka tsy ho tototra amin’izay mpiaviavy.
Olona mangalatra jirôfo
Teny famara ana
Omeo anarana fa maika ny hikapoka avy hatrany ! Ahoana moa raha rasanjy na ’lay rainandriamampandry ? Efa dodona aho sy maika ka tsy mila intsony miandry ! Ny hevitrao r’ingahy gothier .
Ary mahadomelina
Ohatra kalon’ny mpiandry fody
Ny ohabolana ihany koa dia tsy mitovy amin’ny ankamantatra, izay lalaon-tsaina natao hamantarana ny tian-kambara amin’ny fanoharana iray. Manamafy izany lala-rakotoson raolison raha namaritra azy io amin’ny hoe ny ankamantatra dia filazana amin’ny fomba an-kifonofono, fa tsy mivantana ny toetran’ny zavatra iray izay na...
Boky momba ny fahalalana ankapobeny
Misy fikambanam-behivavy maromaro mijoro ato anatin’ny distrikan’i fenoarivo, izay ivondronan’ny sokajin’olona samihafa, izay samy manana ny talenta sy ny fahaiza-manaony. Anisan’izany ireto tanisaina manaraka ireto fikambanan’ny vehivavy mpampianatra mpanabe, fikambanam-biavy mpiasan’ny hôpitaly, fivaza, fivami, 169 n...
Mba nahafinaritra sady hitako fa soa ho an’ny tena sy fanahy pentekosta tokoa
Anarana andrianaivo fanampiny fanja helinoro adiresy lot a 80 manarintsoa isotry antananarivo 101
Ny loko ao amin’ny lesona momba ny literatiora
Andrianjafy, intoetra nananan’ny ntaolo malagasy mbola mendrika hianaran’ny tanora ankehitriny. Librairie mixte antanninandro tananarive. Imp. Ny antsika ambozontany, tak. 30.
Sans emplois 0
Tsisy ny doria tsisy fahataperana tsisy fiafarany ny lalana mankany fa toy ny mianjoria ny fiainantsika ety miainga eto an-tany mankany an-danitra any
Singaninay manokana ianareo andriamatoa sy ramatoa andriamanatsilavo seth, ramarosoa liliane, anisan’ny angady nananana sy vy nahitana izao asa izao. Nanaiky ho mpitarika anay tamin’ny fanatontosana ny asa ianareo na dia maro aza ireo andraikitra iantsorohanareo. Nandany mondron-kery tamin’izay fomba nenti-nampitrebona...
Ny fiompiana
Ny firafitry ny tanàna amin’ny ankapobeny ahitana taratra avy hatrany ny rafi-piarahamonina ny firafitry ny tanàna amin’ny ankapobeny. Manaporofo izany izay voalazan’i levi-strauss manao hoe
Amin’ny fanombohana sy ny famaranana ralisy marary ; saingy tsy mitovy nyzava-misy niainan’izy mianaka tamin’ny fiatrehana izany. Fa mba hahatanteraka ny fifanoherana dia nampiasa ny tamberin-teny hay izay teny nanomboka ny tenin-dratefy ny teniny ato amin’ny famaranana raha teny nanombohan-dralisy sy i navela ny tenin...
Iliay fofonao mitera-tsemboka,
Jereo vondrona ambara 1, tak. 94
Va ny hasasasarana
Tahirin-kevitra nampiasaina
Amin’ity tononkalo ity dia hita fa efa vonona ny eja ny hanadino. Fantany fa sarotra izany satria hoy izy tsy ho mora anefa indrisy fa tsy maintsy atao tokoa. Sy ny hoe hanadino anao aho eny tena mafy ihany .
Er marina’h, tsy rariny, in thr, tak 65 231er marina’h, 07 febroary, in thr, tak12-13
Toy izao manaraka izao ny zava-misy hita tamin’ny firotsahana an-tsehatra teny amin’ireo lycée tekinika roa nanaovana ny fanadihadiana ireo mpampianatra 5 nanaovana fanadihadiana dia tsy nisy na iray aza nanana t. P. D. Manara-penitra araka ny voalaza etsy ambony. Tsy misy manana t. Ho azy manokana ny mpampianatra 2 am...
Ekena fa ilaina izy ho eny an-tanana fa tsy atao varoboba mitovy amin’ny anana na boto na hendry, na adala, mpivavaka mividy daholo fa samy te hiavaka
Fanoritsoritana ankapobeny ny siansa mandalina ny fanabeazana
En dépit de la diversité dans les définitions, on peut remarquer que certaines caractéristiques communes sont mises en évidence. Francis bonnet et olivier degryse3 les évoquent dans l’ordre suivant la liberté d’association qui suppose que celle-ci n’est pas forcée,
Sendra sambatra ianao dokotera manana fo volamena toy izany. Mba ahoana re hoy ny ray sy reninao amin’izao toetra soa anananao izao e?
Tsy tiako hiainanao ny hirifirim-piainako, ny onjam-pihafiana, ny jaly, ny tarainako.
Fokatra fokapokatra fokarina
Confiance de la population aux responsables communaux grâce à l’amélioration du système de gestion des affaires communales, des qualités de services, la transparence dans l’administration générale.
Herménégilde ny alahady 19 fevrie 2012 in lakroan’i madagasikara
Hita fa ao amin’ny faritan’i toamasina, faritra analanjirôfo, distrikan’i soanierana-ivongo, kaominina antenina no misy ny tanàna antananambo izay nanaovana ny asa fikarohana. Mafana sy be orana ny toetrandro. Lonaka sy mahavokatra ary mando lalandava ny nofon-tany, ka tsy mila zezika ny famokorana ao aminy. Rakotra za...
Ity asa soratra nataon’i ran e ho an’ny fanabeazana ity no hiampitantsika mankany amin’ny firesahana ny maha mpikanto azy.
Tanjona manokana ao amin’ny fandaharam-pianarana mikasika ny famintinana lahatsoratra haabon’ny hairaha ao amin’ny c. E. C. R mikasika ny famintinan- dahatsoratra
Hita fa nanaja an’andriamanitra ny malagasy. Izy no mipetraka eo amin’ny antanatohatra masina sy avo indrindra ka afaka mifehy sy mandrindra ny rafitra sisa rehetra. Voalaza ao amin’ny tantara ihany koa anefa ny fitokian’ny malagasy amin’ny razana. Heverina fa afaka mitahy ny velona izy ireny rehefa misy ny fanajana az...
Ny mpanjaka sakalava antsoina hoe andriamisara efa-dahy dia andriamisara ; andriandahifotsy, andriamanetriarivo , ary andriamandisoarivo , randriamamonjy frederic tantaran’ny madagasikara isam-paritra , antananarivo 2006 tak 150. 51 noraisina an-tsoratra tamin’ny 24 ôkitôbra 2008 tao ankaraobato
Olivier de sardan. Op. Cit. P6 l’analyse des actions de développement et des réactions populaires à ces actions ne peut être disjointe de l’étude des dynamiques locales, des processus endogènes ou des processus informels de changement
Pu en ariary
Mipi-maso.
Nihazo an ambohidratrimo izahay. Tak 63
Meslin m , pour une science de la religion, ed du seuil, paris, 1973, p.20 la science de la religion aboutit en réalité à une conception plus neuve et plus compréhensive de ce que chacune des religions
Ny memy ny fatana fandrendrehana fa i jehovah ihany ho an’ny volafotsy ho an’ny volamena no mpamantatra ny fo.
Namaky boky sy tahirin-kevitra momba ny serasera nanatrika ilay fampiofanana ka nandray ny toeran’ny olona mpiofana nanao fanadiadiana tamin’ireo ray aman-dren’ny mpianatra tao ampanataovana nandray anjara tamin’ny fampiofanana ireo ray aman-dreny nandrindra an-tsoratra ny asa.
Naoty lamin’asa
Fanafohezan-teny