text stringlengths 10 11k |
|---|
Fafana 13 ny cisco be mpianatra indrindra eto amin’ny dren analamanga, service des statistiques men loharano annuaire version finale 2013-2014, men |
Ny fampiasana sorabaventy anisan’ny tetika iray nampiasain’ny mpanoratra tamin’ny fitantarana ny fampiasana sorabaventy, indrindra, rehefa miresaka tantaram-pirenena izy. Nomarihany manokana ireny, hampibaribariana amin’ny mpamaky avy hatrany ny hevitra fonosin’ireny teny tsirairay ireny. Tsy tamin’ny anaran’ny olona i... |
Tombana vokatry ny fisian’ny cecam tao an-toerana |
Gogogogo tsy àry tany sentosento tsy alahelo ’zay tia manontanintany sy mikalo mamelovelo! |
Sarety mamatonalina |
Ny fomba filazan-javatra nanehoan’ny mpanoratra ny tanjon’ireo ray aman-drenin’i miaro taminy. Tsy dia nisy lanjany firy tamin-drain’i miaro loatra ny fialan’ny zanany vavy tamin’ny fianarana rehefa mahay mamaky teny sy manoratra ny vehivavy dia ampy. Tsy mba toy izany kosa anefa ny tamin’i miaro, nohasarotiny azy satr... |
Miainga amin’ny fizotry ny fampianarana |
Hotely restaurant restaurant |
Fafana 6 ny firafitry ny dinika |
Fiarovana ny harem-pirenena |
Ny vadin’ny isata anaomby |
Tonga nitaraina sy nila vonjy tao amin-dranja i soafara indray andro, fa tsy tantiny intsony, hono, ny faneren-dray aman-dreniny azy hanambady an’i samy. Izy rahateo tia an’i njiva, sady koa ankasitrahan-dranja ho vinantony. Neken-dranja ny handray azy honina ao aminy mandra-pahitana izay vahaolana momba izany. Tato ao... |
Na ao anaty nofiko na an-tsefaky ny rofiko heno foana ianao |
Ny tsy fahatanterahan’ny zavatra nokasaina |
Nampiasaina eto ny teny iray tsy miverina nihanjaka nefa manana heviny roa, ny heviny ara-bakiteny sy ny heviny ara-panovana endri-javatra. Ny heviny ara- bakiteny izay midika hoe niborotana tanteraka55, ny heviny ara-panovana endri-javatra kosa dia hoe niharihary izay tena tao am-pony mikasika ny fipetrahan’i miaro ao... |
Hefohefo manefohefo |
Raha fintinina izay rehetra hitatsika tao amin’ny toko faharoa dia epreuve principale65 na ny fitolomana tamin’ny fisedrana no hita tao. Nisongadina tamin’izany ny fahatokisan-tena izay nananan’i nanja nanohitra ny fampitahorana izay nihatra taminy. Teo ihany koa ny fampiasana ny herim-batana sy ny haranita-tsainy nent... |
Niroborobo ny fandrosoana ara-kolontsaina teto madagasikara, ary saika ny fitafy sy ny fomba amam-panao vahiny no nahasarika ny mponina, fa navela ny an ny tena. Niova nanaraka izany koa ny toe-tsain ny olona maro ny firaisankina nivadika ho fitiavan-tena, ny fihavanana natakalo vola, ny |
Ny lafiny toe-karena niankina amin’ny toe-karen’ny firenena vaventy ny toe-karen’ny firenena madinika amin’ny ankapobeny. Endrika maro no isehoan’izany fifampiankinana izany. Raha ny teo amin’ny varotra, ohatra, ny firenena madinika no mpamatsy akoram-bokatra an’ireo firenena vaventy. Maro anefa ireo firenena mitaraina... |
Donat 25 taoa l |
Ao amin’ny onjam-peo aceem ohatra, dia misy ny atao hoe korira kanton’ny haisoratra. Ity fandaharana ity dia iantsana ireo asa soratra mpanoratra maro samihafa, ary elanelanina hira izay mifandraika aminy izany avy eo. Isaky ny sabotsy maraina amin’ny 7 ora no andrenesana izany. |
Ny fitaovana aman-toeram-pivarotana ampiasainy mizara roa ny toeram-pivarotana dia ny arabe sy ny toerana voatokana, izany hoe mizara roa koa ny mpivarotra dia ireo mandehandeha manenjika ny fiara sy ny olona mandalo sy ireo miandry fotsiny eo ambony latabatra. Mampiasa antsy lava sahabo 30sm ny mpivarotra koba rehetra... |
Henri raharijaona3, izay nanompana ny asa fikarohany tamin’ny fanazavana ny dinam-pokonolona na fanekem-pokonolona, izay manan-danja eo amin’ny fiarahamonina, tanàna, toerana, faritra nanangana azy. Ny tsy fankatoavana izany dia maha voasazy, izany hoe manana hery tahaka ny lalàna ny dinam-pokonolona na fanekem-pokonol... |
Ny kavimben’ny makoa irony elo japoney ny pijaman’ny sinoa mba toy ny lambanao anie 92 fa tsy ny lamba ihany, fa ny elo ihany koa. Anisan’ny manavaka ny firenena malagasy, hoy i jean narivony, ny elo sy ny lamba miaraka. Tsy mifidy fotoana na lanonana atrehina ny fitondrana azy. Ary ambarany koa fa raha ny olona efa na... |
Tokony hohavaozina ny votoatin’ ny fandaharam-pianarana, indrindra ny kilasy voalohany sy famaranana, fa efa ela loatra ny nampiharana azy ka tsy manentana firy intsony tsara raha ampitomboina ho ora 6 isan-kerinandro ny taranja malagasy mba hivalampatra tsara amin’ny fankamamiana ny tenin-drazana ny mpianatra asiana f... |
Nangina kely indray. Indro noro variana nisikotra ny taolan-damosin’ny henany aza tsiny indrindra re rankizy, fa dia tsy zarizary ny nahandro! Hoy indray ramatoa nibanjina vetivety ny mpamanginy mafilotra tokoa izao, fa tsy misy tsiny, tompoko! Hoy rabe namaly. |
Ny zana-taranja riba voasokajy ho ao amin’ny zana-taranja riba no hianarana ireo rafi-pisainana malagasy. Natao ianarana izy ireny noho izy singa mandrafitra ny fiarahamonina malagasy. Izany dia mba hahalalan’ny mpianatra ny lanjan’ny ireo rafi-pisainana eo amin’ny fiainan’ny malagasy. Araka ny nambaran’andriamalala di... |
Affichage tdb-tesi-pe-rapport financier physique vita petadrindrina ve ny tdb-tesi-pe-tatitra ara-bola sy ara-kasa ? B. Pv de l’ag de suivi à mi-parcours et en fin d’année avec les fiches de présence tatitry ny fivoriambe antenantenany sy faran’ny taona miaraka amin’ny taratasy fanamarinam-pahatongavana remarque fanama... |
Raha eo amin’ny fiainana dia tsy hisy mihitsy izany hoe andro iray hitovy amin’ny zato. Hatsaraina eto ny fomba filazan-javatra mba hampafonja bebe kokoa ny tiana hambara. Ny hafaliana tsy manam-paharoa na tsy omby tratra eo amin’ny fiainana no tiana havoitra amin’ny hoe andro iray toa zato. Entina ilazana ny fahamasah... |
Manao ahoana kosa ny eo amin’ny fitantanana, mandray anjara mivantana amin’izany tokoa ve ny mponina ? |
Ka tsy mety aho raha lasan’olon- kafa |
Sambatra aho nisafo anao 5 fa tsaroako sambatsambatra nisefosefo, nihambatrambatra eny hoy aho, kanto ianao! |
Ny teny maromaro mitambatra no mandrafitra ny fehezan-teny ary ny fehezan-teny kosa rehefa atambatra ho maromaro, dia manome ny andininy. Ity farany indray rehefa misy maromaro ka atambatra, dia manome ny antsoina hoe fizarana. Matetika ny andininy iray dia milaza hevi-dehibe iray, na zana-kevitra iray , miaraka amin’n... |
Niezaka naneho tamin’ny mpanjana-tany teto ny mpanoratra malagasy, fa manana asa soratra literera tsara sy mendrika ihany koa. Nisy ny fifaninanana concours des belles lettres nampanaovina ireo tanora vao misandratra eo amin’ny sehatry ny haisoratra ny taona 1933. Nahazo ny voalohany tamin’izany, i auguste rajaonarivel... |
Njao miandry sy mitsatoka’zatsy lapa fanaperana, voaly no hambomba antsika, ao ny nofy maka toerana ; 15- ao ny vetsovetso mamy hampahanoka ny nofy, maity izao, mizora ny loharanony tohofy ! |
Avo ny lanitra ka tsy takatra. Mandry ny eritreritray ary milamina ny sainay ankehitriny. |
Nandritra ny fanadihadiana sy tolo-kevitra ho fanatsarana ny fampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana |
Ny fiheveran’ny mpitsabo sokajina ao anatin’ny mpitsabo ny dokotera sy ireo miandraikitra ny fitsaboana nentim-paharazana ary ny mpitondra fivavahana fanaton’ny olona manana marary. Tsy miantoka ny fahafahany manasitrana akory anefa ny fanomezana azy io sata io, fa entina anavahana ny sokajy misy azy ihany. Fandravonan... |
Anjara asa fanehoana ny kanto poétique mifantoka indrindra amin’ny endriky anehoana ny hafatra sy ny fihetseham-po voaraikitra ao anatiny. Ny lafiny kanto, araka izany, no mibahan-toerana. Ohatra ny safidina voambolana, ny fomba filazan-javatra, ny fehezanteny ampiasaina. |
Tsy mitovy ny firafitry ny isan’andininy o ton 61 and 1, 2, 3, 4, 5 andl 8 and 2 andl 7 |
Iza ny anaranao? |
Thaumaturge, ny fampitaha , in lovako t7, tak.200 |
Nanatona ny mpanoratra izahay avy eo. Izy rahateo tsy nandà fa vao mainka aza nampirisika anay amin’ny fanatanterahana ny asa fikarohana. Nanomboka teo dia nifanerasera matetika tamin’ny mpanoratra izahay. Nanatrika ireo famelabelaran-kevitra notanterahiny teny amin’ny ivon-kolontsaina, nanaraka ny fandaharana tamin’ny... |
Nalllf! E! Ll, , , ; , u-, , j, ? -, ’ ’ r mn er mr , pdrlwiw mi unm |
Matoa lavorary ny zaitran’akanjo ka tena maneva fa tsy anjoanjo, tsy iza fa izaho no mitana fanjaitra, manao asa sarotra nefa tsy taitra. |
Baiboly protestanta |
La muse. Quraviez r vous donc, ô mon poète ? Et quelle est la peine secrète qui de moi vous a séparé ? Hélas ! Je mren ressens encore. Quel est donc ce mal que jrignore et dont jrai si longtemps pleuré ! ? |
Any amin’ny fisehoana farany amin’ny tantara tsangana no itenenan-dratovo an’io. Ny mampiavaka ny mamosaka amin’ny manitrikitrika dia ny ambaratonga eo amin’ny fiantohana ny zavatra ambara maivana kokoa izany eto. Iraisany kosa anefa ny tsy fitsaran’ny mpiteny izany ho marina na diso. Ao amin’ny zana-tsokajy faharoa no... |
Azo ambara fa misy fahefana roa samy mahaleo tena ao anaty fiarahamonina iray, ka tsara hasongadina eto ny fifanitsahana misy eo amin’ny andaniny sy ankilany. |
Mizara ho sokajy roa ny matoanteny fizahoana faritan’ny hodidina ny voalohany dia ireo matoanteny maneho fifamaliana tsara ratsy ary ny faharoa dia ny maneho fifamaliana marina diso a.1. Matoanteny maneho fifamaliana tsara ratsy |
Zap miankina amin’ny fanjakana tsy miankina |
Ndao re ’zahay mikambana, miray 15 ’ndreo mipaorozenitra satria tojo fenitra. |
Tsy tokony ho sahirana ara-pivelomana ny mponina ao antananambo, satria hita ao avokoa ny seha-pihariana amin’ny maha tantsaha. Ananany betsaka ny karazany maro ny vokatry ny fambolena misy ny voly fanondrana ary misy ny voly fihinana. Eo amin’ny voly fanondrana no misy olana, satria mitobaka ny vokatra, nefa tokana ny... |
Zavatra ny taniravo na tany mazava tany miloko fotsifotsy antsoina ihany koa hoe tany malandy, mariky ny fahamboniana sy fahadiovana. |
Tsy voarain’ny mpianatra ny fahalalana omena azy koa raha ny resaka fahafehezana teny izany no asiana resaka, dia tsy voarain’ny mpianatra ny fahalalana. Eo amin’ny fahaizana ny teny frantsay izay teny ampiasaina amin’ny taranja maro, ohatra, dia tsy mety hain’ny mpianatra tsara na ho voafehiny tsara, hatrany amin’ny a... |
Henri rahaingoson 2004 |
Ankoatra ny famerenan-desona dia isan’ny hita tao anatin’ny seho ihany koa ny fanaovana famelabelarana isan-tsokajy |
Fitambarany |
Eto amin’ny renivohitr’i madagasikara no misy ny foibeny. Ny asa fampandrosoana ataony kosa dia manerana an’i madagasikara. |
Ny fanovana endri-javatra maneho ny toetran’ ny olombelona |
Kanefa heverinay fa tokony hikaroka tetika sy paika samihafa izy mba hahaliana ny mpianatra. Indreto misy vitsivitsy amin’izany fampanaovana tsianjery, fampamoronana, fanasana vahiny, fampianarana miendri-dalao, fanatrehana fampirantiana. |
Mpanentana sady mpamokatra ny fandaharana natokana ho an’ny tanora tao amin’ny radio korail , 90 mhz fandaharana mitondra ny lohateny hoe taratasin- tsakaiza ’ |
Ny tra obe ao amin’ny fokontany antavolo, distrikan’ikongo, fiarahamonina tanala, memoire du capen |
Fambolena legioma nataona 69 |
Tsiny sy ny tody teo amin’ny fiainan’ny malagasy taloha sy izay fisehony ankehitriny. ? Famakafakana |
Irira, s. D. Gomera, s. J. 1985 shule za msingi, ruvu publishers co. Ltd, dar es salaam. |
Manana rafitra ifampitantanana ny mpikambana ao ny birao maharitra mitantana ny fikambanana misy ny fitsipika tsy maintsy arahina , ary samy manana ny andraikiny daholo ny mpikambana tsirairay avy ao anatin’ny birao dia ahitana filoha iray, mpitam-bola iray, ary mpanolo-tsaina fito. Ireo avy ny andraikitr’izy ireo ny f... |
Eo am-boalohany, dia milaza ny hatsaran-tarehin-drazazavavy no ataon’ny mpiôsiky. Marihin’ny teny v lam na volamena sy bango volo voarandrana, izay manendrika izany hatsaran-tarehy izany. Dia ambara ny anarany, rasoa, izay maneho ny tsara rahateo. Miakatra ny hevitra, dia ambara fa tapitra hatreo ny maha mpitovo azy az... |
Sehaka sehatsehaka |
Famintinana |
Amiko ny gasikara dia ny nosy manontolo n’aiza n’aiza misy ahy, tanindrazako daholo. Ezahiko hotontosaina izay andraikitra sahaniko, entiko hampandrosoana sy hampivoarana ny taniko. 17 aprily 2002 fanapahana tetezana tsy izay no vahaolana; sakana amin’ny toe-karena henatra ifanakonana. Tany efa nosy ve, mbola hozaraina... |
Mampahantra 29 voambolana ilazàn’ny antanala ny barika na ny aretin’akoho amam-borona |
Faly vonoy haingana sao dia mahazo lalana eo! Rehefa maty ny afo dia nandinika kely prezida. Faly tsy mety mijanona mihitsy anie ny doro tanety sy ny doro ala eto amintsika izany, ry soalava! Aleo antsoy aty daholo ireo komity namanao ireo fa mila midinika isika! Soalava eny, prezida! Lasa mivoaka ny sehatra i soalava,... |
Ravelojaona, gazety ny mpanolo-tsaina, n 19, juillet 1908. 95 -rado, dinitra, soraty , printy, antsakaviro, antananarivo, decembre 1979, tak 138-139. |
Ny momba an’antsirabe amin’ny maha renivohitry ny faritra ity tanàna ity, no sady ihany koa toerana anatanterahana ny mamahoaka, dia heverinay fa tokony horesahana manokana ny momba azy. |
Nodimandry omaly hariva |
Aro tezitra fomba malagasy inona koa e |
Dictionnaire alphabetique et analogique de la langue francaise, paris,1969 |
Nampiasaina ho lazaina l ihany ny olona ka mbola natao oharina ao amin’ny fehezan-kevitra ii miankina, ankilany. Ny anoharana nilazana azy dia nasiana fanamboarana kely. Tsy ny toetran’ny voninkazo fa toetran’ny rano no eo. Ny nandrasana mantsy rehefa malazo ny voninkazo dia mihintsana. Tsy izany no eto fa ny hoe mirar... |
Sainina daholo mbamin’ ny hetsika tsy nahy manara-maso foana fa fatra piahiahy dia hoe tsy raharahiko fa zavatra mandalo ! Nefa olon- tsotra ahiana ho fahavalo . |
Haifampianarana teny. Ny teny dia fitaovana entina mampianatra no sady taranja ianarana ihany koa. Ny haifampianarana teny noho izany dia tokony hanamora sy hanatsara ny filana eo amin ny serasera satria ny teny dia fitaovan-tserasera ampiasain ny olona. Ny manampahaizana manokana momba ny haifampianarana toa an i gira... |
Ny sarin-teny isan’ny mampiavaka ny literatiora malagasy, ary ao anatin’izany ny zafindraony, ny fampiasana ny sarin-teny na ny fomba filazan-javatra mihataka amin’ny fiainana andavanandro. Ny lahabolana, araka ny efa voalaza teo aloha, dia avy ao amin’ny fiarahamonina ary natao ho an’ny fiarahamonina ihany koa. Noho i... |
Nankaiza ny tanteliko teto lanin’ny vitsika ny saina nibitsika nankaiza ny ala atsinanana misaona voadotra ny setroka mipololotra269 |
Raharimalala evasoa 2010 |
Foto-javatra iankinan’ny atao rehetra ny fahasalamana. Fa raha tsy ampy ny fahasalamana dia ho nofy ririnina avokoa izay atao rehetra 32. Ny tsy fahatontosan’ny olona iray io andraikiny io anefa, miteraka fikorontanana eo amin’ny lamim-piaraha-monina manontolo. Noho izany, tsy maintsy mitady izay fomba haingana ialana ... |
Loharano répartition de la population par sexe, kaominina mahitsy, taona 2011 |
Fanondroan-takila |
Yule wa pili akasema. |
Fehiny atao eny ambony amin’ny harona ny frezy tsara indrindra , izay no sarinteny nampiasain’i françoise giroud1, tonian’ny fanoratana ao amin’ny express any buffon hamaritana ny tokony ho endriky ny lahatsoratra. Ny mpanao gazety misarika ny mpamaky dia toy ny mpivarotra manao izay hividianan’ny mpividy ny entany. |
Ireo métaphore mandoko ny fanomezan’andriamanitra an’i kristy |
Jo andrianasolo |
Ny anton’ny safidy |
Aretina any amin’ny dokotera. Mitarika voka-dratsy ny tsy fanarahana ireo. Toy ny fahatapahan’ny lalandrà izay sarotra tsaboina tokoa. Mitarika fahalemena. Ary miafara amin’ny fahafatesana. Mety ho lafo ny vidim- panafody kanefa raha te ho sitrana sy tsy hanan- takaitra noho ity aretina tosidrà ity dia tsy atao antsira... |
Ny mpitan-tsoratra manana ny andraikiny manokana ny mpitan-tsoratra eo anivon’ny fikambanana tantsaha fanentanana. Izy no mandray an-tsoratra ny momba ny mpikambana rehetra, ny fitaovana mivoaka, ny lafiny serasera tokony ho fantatry ny tantsaha marihina fa misy rohim-pihavanana eo amin’ny filoha sy ny filoha lefitra, ... |
Ny tantara mifono anatra miorina amin’ny tontolo iainana |
Isan’ny mpikambana vokatry ny asa teo amin’ny fiainan’ny mponina daty nahaterahan’ny fikambanana 1 |
Famakafakana ny vokatra mandratra ny sofin’ireo izay tsy mahalala ny fahenoina ny teny hoe feraomby ka mahatonga ny olona sasany hihevitra fa fanompoan-tsampy. Manandratra ny fankalazana ny feraomby ny tanororo noho ny hevitra fonosiny maro fahendrena; anatra; fitahiana; fanasoavana; firaisankina; fihavanana betsaka ny... |
Ny fivoaran’ny roman d’espionnage eran-tany ny taona 1950 ka hatramin’ny 1960 dia nanjary nanana ny anjara toerany lehibe eran- tany ny asa fitsikilovana. Niely manerana ireo fitaovam-pifandraisana maro izy toy ny fahitalavitra, ny filazam-baovao, ny horonan-tsary mihetsika . |
Tiana ny fomba fampianarana 25 47,17 |
Memoire de fin d’ etudes pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.