text stringlengths 10 11k |
|---|
Mipololotra, dia milefa ny vetsovetsony, hiantefa anya m-pita lavitra any ; |
Tahaka ny tononkalo maro, dia manala voly ny mpianatra izy ity satria antsaina amin’ny feo avo. Mampivaingana sary ao an-tsaina ny fomba fanoratry ny mpanoratra sy ny karazan-dahateny ampiasainy dia ny manazava sy mandresy lahatra. Toy ny misy olona miteny hita soritra amin’ny fanazavana sy fandresen-dahatra ataony ny ... |
Hita amin’i fafana io fa mahatratra 470 ha ny velaran-tany azo volem-bary any an-toerana izay azo itarihana rano no mbola tsy voajary. Miteraka ny tsy fahampian’ny vokatra miakatra izany, andaniny. Ankilany, anefa tery ny tany volena nefa ny tantsaha |
Tsy afaka mandahatra isika |
Tsy hainay koa ny tsy hisaotra manokana an-dramatoa bakoly raharolahy, fianakaviana akaiky ny mpanoratra nosafidianay tamin’izao asa fikarohana izao. Tamim-pahatsorana tokoa ny nanomezany anay ireo vondrona ambara momba an’iharioley. Andriamanitry ny fiadanana sy ny fahasoavana anie hamaly fitia anao tompokovavy! Eo ko... |
Raveloarisoa, erika, op. Cit, tak.7 |
Siary noezahana hovonjena mandy finy lafa avy tantenantenan-dala a dje afaka ny ainy. Natao hoy nareo ny fombafomba ary nindao an-tana a, nosofina ny antsiva, natao neno fehena dje avy taminay teny koza ny iraka amin’ny filazam-paty. Ahay omaly dje saika hiakatra a fianara na a y hivanga entana amidy. Ndre neno reserva... |
Ny hanina sy ny fiheverana entiny eo anivon’ny mpiara-monina raha mbola azon’ny fianakaviana atao ihany dia tsy manomboka misakafo izy ireo raha tsy efa vory manodidina ny toerana isakafoana daholo ny mpianakavy. Raha azo antoka ihany fa mbola ho tonga ny tara, tsy mahafaty ny miandry azy , hoy ny fitenenana. Tsapa, ar... |
Mandidy mandrara |
Ny vokatry ny fiforetana anaty nisy akony betsaka teo amin’ny malagasy ny fiforetana anaty noho ny fisian’ireo tsindry hazo lena samihafa tao amin’ny fiarahamonina toy ny fahantrana, tsy fandriampahalemana, fikorontanan’ny fiainana andavanandro, sorisorin-tsaina, fikomiana ho an’ny mponina ao analandolo ohatra, nihanah... |
Nahoana ny rahona no haratsina ? Avy aiza ny rano madio tsy vidina? Rahona ireny no nidina ambany hanala hetaheta ny mponina an-tany. |
Sedra aza maneso leitsy rado a izaho mahia kely toy inona izao ve dia hitovy amin’ialahy be sandry be izao. Rado ajanony any leitsy izany resaka kely sy ngeza izany fa raikitra ihany ny an’ialahy sy i mirana? Sedra voaloham-pitiavako leitsy dia tsy foiko a! |
Ao ireo mpanampy ny lazaina toy ny daholo, avokoa. Ohatra f1- feno vary daholo ny vilia 1 f2 nodoran’i lita avokoa ny fako 2 |
Na. Avy hatrany nohariana |
Ranarison, aingam-pivoarana, loharano manokana, avo, 1979, tak 71 |
Famantarana ny vanim- mirakitra hairaha ny |
Ny renifeo s indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo s malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany, eo amin’ny vanin-teny faharoa. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany 1 s s- saput safotra, sarak saraka, selamat salama, selubung salobona, sisa sisa, sisip sisika, sumpit sompitra, surat soratr... |
Ary izay mba kely vitako enga anie ka tsy hanenenako fa avy aminao irery fa tsy hery avy amin’ny tenako. |
Holy miora |
Zava-poana ihany anefa ireo zavatra ireo raha tsy misy ny mpanofana azy dia ny solon-tenan’ny cecam ao an-toerana izany. Ilaina, araka izany, ny hananan’ireo tompon’andraikitra fahalalana maro mba hahafahany mizara ho an’ireo mpikambana. Noho izany dia tokony hitodika betsaka amin’ireo tantsaha ny mpiasa ao amin’ny tet... |
Fehèn-drozy ao. Lafa hamarain’i y amin’izay vohà gony i y ka laha do faly i tsy hita ao fa manjavo, fa laha tsy do faly i mbo tratsy ao avao ka vonoan-drozy amin’izay atao laoky le tsy mampa ino, tsy misy raha mahazo an-drozy fa raha i y tsy do faly r12, p.96 |
1 1 11 , i , i. 1’- l? |
Ny asa soratra literera |
Juge monsieur alphonse raharijaona, maître de conférences |
Mampifanaraka ny fisainany sy ny fitepon’ny fony ary ny fihetsiny rehetra amin’ny toetr’andro sy toetran’ny olona iaraha-miaina. 271 iray amin’ireny karazan’olona ireny radofa mpamily fiara taxi be , asehon’i miara ao amin’ny tononkalony mitondra ny lohateny hoe ilay vady mpanao taingim-be ton.9, tak 15, boky i radofa ... |
Ralaimihoatra, op. Cit, p. 265 un décret institua la représentation des malgaches au conseil supérieur des colonies le pasteur ravelojaona rallia une grande majorité, mais il n’eut pratiquement pas le temps d’exercer sa charge par ce que la seconde guerre mondiale éclata aussitôt. 31 a spacensky, cinquante ans de vie p... |
Maître de conférences eto amin’ny oniverisiten’i toliara |
075 370,61 tresorerie et |
Ka ny ra izay omena tsy an-tery fa safidy koa sahia manolo tena amin’ny fanefana adidy. |
Ny zava-kendren’ny asa fikarohana |
Amin’ny teny swahili |
Mpampianatra anjara fitenenana a totalibe |
Sous prefecture isan’ny mponina isan’ny monina andrenivohitra isan’ny monina ambanivohitra tahan’ny mponina andrenivohitra |
Izany hoe tsinin’andriamanitra tokoa, satria izy no mandahatra, fa raha ny fikarakaranareo azy no jerena dia tokony ho sitrana soa aman-tsara, ka hifandray tanana, saingy tsy izany no miseho, fa fahafatesana, ka dia mahaiza mionona ny vangina ey e! Lahatra avy aminaje ambony ao moa io, ka tsy hita hibejana molotra 61am... |
Andriamalala sy ralaisaholimanana, ny harem-pirenena, tananarive, imprimerie d’ouvrages educatifs, 1975, tak. 36 |
Amin’ny teny malagasy |
Maro ny ankolafin-kery mifanebaka an-kabary; a samy manamarin-tena, te hambabo fom-bahoaka b mifanoso-potaka aza, mifaneso an-karihary, a mihantsy ady, mifanenjika, mifandrahona ampamoaka b |
Potsaka potsapotsaka potsahana |
Association française des anthropologues, 2019, l’anthropologie, paris. Fr ? Page id 32 nojerena ny 17 02 19 -bacon, francis, 2017, définition simple raisonnement inductif, simple. Com raisonnement-inductif nojerena ny 03 07 19 |
Hatsakatsaka mangatsakatsaka |
Mbola azo itarafana izany ny ka 1 tak. 147 manao hoe tsotra ny teninay, tompokolahy, manoloana izao rarim-pihavanana, tsy fanaovana sinto- mahery sy teniko fe lehilahy |
Araka an’i e. D. Andriamalala hoy i mary ao amin’ny antso ny hataoko hoe fitiavana, , dia. Firaisam- panahy tsy azo ravana, ka tsy ho hain’ny iray ny hivelona raha milofika ny malalany. 93 izany hoe fiombonam-panahy eo amin’ny olon-droa ny fitiavana, ary tsy lefin’ny fotoana, fa maharitra mandrakizay. |
Fanabeazana amin’ny asa tonga dia vavany na ny asa firotsahana tsy kabary lava reny, tsy toriteny mampatory, izany hoe, tsy ilaina ny mampiasa kahie sy penina fa tonga dia asa no atao, tonga dia vavany ny an ny skotisma. Ao anatin izany asa izany no hanovozan ny tanora ny fahalalana, ao no hampivoarany ny tenany, ao ny... |
Jona i ii iii iv ds4 fanitsiana adina an-tsoratra voaambolana fampiasa amin’ny sehatry ny asa |
Ia e e e akory lahaly e zalahy e ô ia e e e akory lahaly e zalahy e |
Ny fanoritsoritana mifantoka amin’ny mpitantara description subjective eto kosa dia miditra an-tsehatra ao amin’ny fanoritsoritana ny mpiteny, ka dia mifamatotra amin’izay zavatra lazainy, na ny fiheviny sy fijeriny manokana ilay zavatra, na indrindra koa ny fihetseham-pony. Mazava fa fanombanana sy fitsarana mitondra ... |
Ny momba ny fitaovana nampiasaina |
Toraka izany koa, ao amin’ny tononkalo ity nosintsika ity , ny tamberin-jana-peo i no mampibaribary an’ireo zava-tsoa ananan’ny firenena ity nosintsika ity tsy ny hoe ny karankaina, ka ny akata sy ny tsilo no atsimoky ny tany |
Raha tsiahivina ny vanim-potoanan’ny fahatanorana nolalovan-dratsimba georges dia tao ambohijatovo-atsimo sy tao amin’ny collège michelet ampandrana no nanombohany ny asa fampianarana ny volana novambra 1948. Tsy nijanona tamin’ny toerana iray izy nanatanteraka ny asany fa nifindrafindra tamin’ny toerana maro ary azo l... |
Teo amin’ny olon-droa, dia navohitrany ny fisian’ireo dingana lalovan’ny fitiavana ny fahaterahany, ny fivelarany rehefa voakolokolo , ary ny fahafatesany raha avela handeha ho azy amin’izao . |
Www. Reynier. Com anthro politique malinowski. Html |
Ny drafitra itondrana ny asa 11 |
Hafatr’ilay miaramila |
Hery ny aina |
Haimah oviana moa aho no nandà ny teninao! |
Handroso ve iarivo amin’ny taona roa arivo ? Handroso ve iarivo amin’ny taona telo arivo ? Handroso ve iarivo amin’ny taona arivo arivo ? Baraingo tsisy valiny ! Antsafa tsisy ako ! 391 |
Angon-kevitra |
Ny fiainany amin’ny maha mpanoratra boky fampianarana sy fanabeazana azy |
Manamafy izany i niry solosoa ao amin’ny vangavanga ry vady sady reny lalaiko sy tsy foiko, misento anao ny foko |
Raha fehezina izany ny sarin-teny manova endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina, dia nandokon’i haingo ny firedaredam- pitiavana eo amin’ny olon-droa, sy ny olana aterak’izany. Mampifintina ny hevitra tiana hambara izany, nefa ahatsapana fa mahatonga ny tononkalo ho tsy lany hamamiana. N... |
Araka izany, mahatonga fisaraham-bazana eo amin’ny mpiray firenena ny fandranitana adim-poko sy ny fanavakavaham-bolon-koditra. Fisaraham-bazana izay mitarika ho amin’ny fifamonoana. |
Hampahory fa hangasihasy na ny mena na volomparasy |
Raiso ka rontsony fa ny ratsanao marefo no mba tiako hamelona ny tadiny efa motraka hanehoako indray ny feony fahizainy. |
Sary 8 icônostase dia fiantonan-tsary manasaraka ny sanctuaire sy ny nef eo no ampiratiana ireo sary masin i jesoa kristy, ny sarin ny masina maria, sy ireo sarin ny apôstôly efatra, ary ireo sarin olomasina vitsivitsy. |
Ny lamim-piarahamonina |
Ny tsy manavaka kosa dia ny rehetra no manatanteraka ny hetsika fiaraha-mianatra lazain’ny miteny ka ampidirin’izy mpiteny ho anisan’ny mandray anjara amin’izany hetsika izany ny itenenany. Ohatra miara-mianatra lesona isika. |
Manao ahoana kosa ny drafitra raha hoe fakafakao sy tsikerao ? V izay tsy hevitrao momba ny laza adina ny hevitrao -fandravonana |
Fizarana voalohany |
Isan’ny 272 isan’ny 18 128 mponina taona |
Fafana 06 maneho ny jiro ampiasain’ny mponina |
Fandraisana andraikitra eoanivon’ny tanindrazana |
Fehezan-teny mifamaly rafitra, mitovy vahana, mifanipa-kevitra |
Hevitra ao anatiny |
Eny ambony fiara be no mampiakatra ny fe ny orokoroka tsy ferana ’zay lôvy dia mifindra toerana! |
Ketaka hitsangana aho raha izay no hiarovana ny marina sy ny rariny. Ary efa natombok’ireo ray aman-dreniko izany ka tiako hotohizana. 131 |
Hehin’angola vaky |
Mampivelatra ny saina |
Henri mendras , 1976, op-cit, tak 171 véritable moteur du développement, c’est l’homme |
Cabram, femmes et développement pour une société plus viable les travaux demandant de la force sont effectués habituellement par les hommes. Quant aux femmes, elles effectuent des travaux multiples moins exigeants en force physique mais demandant beaucoup de temps. P 199 |
Isan’ny fanamarihana nataon’ireo mpampianatra ’’linguistique’’ sy ’’socio-linguistique’’ izy io andriamatoa randriamahazo jean claude, mpampianatra ’’socio-linguistique’’, ramatoa ratiaray suzette, mpampianatra ’’linguistique’’, ao amin’ny cer malagasy, ens antananarivo ary andriamatoa randriamahazo jean claude dia nan... |
Tsihandrohandro tsikiretsika tsikiri o tsingifihify tsino tsiritsirin’andro tsitsika |
Maro ny poezia na lahatsoratra tsy voasonia na misy fanafohezana anarana toy ny hoe rr, x, b sns izay mety ho azy 154 noho ireo ahitana taratra ny fomba fanorany ao amin’ny gazety iraka, an’ny misiona katolika. Misy koa moa ny lalàn’ny fanafoanan-tena arahin’ny relijiozy, ao koa ny asa soratra niombonana izay mazàna so... |
Izany hoe ny zanaky ny mpanjaka varindry anankiray izay antsoina hoe mamototse dia nanorina fanjakana kely iray antsoina hoe andrevolafoty tao ambohimahavelona amin’ny faritra onilahy. Izany anefa dia azo anamarihana fa ny masikoro no tompon- tany ao ambohimahavelona. Mbola manamarina izany ihany koa ny fanazavana nome... |
Ratrema w andriamanatsilavo s 1980 |
Fihevitra 1 izay fiheveranao ahy tsy mitovy velively amin’ny fiheverako ny tenako. Izay fiheveranao ahy 5 sy fiheverako ny tenako tsy mitovy velively amin’ilay tena izaho izay fiheveranao anao tsy mitovy velively 10 amin’ny fiheverako anao. Izay fiheveranao anao sy fiheverako anao tsy mitovy velively amin’ilay tena ian... |
Tambatry ny izaho sy ianao |
Ity tantara ity dia anisan’ny tantara mendrika satria nahazo ny lokam-boninahitra tamin’ny fifaninana asa soratra izay nampanaovin’ny fikambanan’ny mpampianatra malagasy amin’ny sekolim-pirenena tamin’ny taona 1967. Misy toko dimampolo ny boky, izay notsinjaraina ho boky roa ka ny boky voalohany ahitana toko dimy amby ... |
Maro ireo mpandinika sy mpanoratra no maneho ny heviny ny an’ny antsoina hoe tanindrazana sy ny olona heverina fa tia tanindrazana. Mialoha ny hanomezana ny famaritana ny tanindrazana anefa, dia sy tenina mpanoratra sy mpandinika vitsivitsy ireto, laza ny an’ny olona tia tanindrazana sy ny toetra takiana any. Iray an’i... |
Ny vola ramangakatsahina, ny aina ramangatahiana hoy ny fahendrena malagasy. Mba hiarovana ny aina, dia natao daholo izay fomba rehetra azo atao hikarakarana ny vatana. Anisan izany ny fitadiavana asa hivelomana, ny fikatsahana toeram-ponenana azo antoka, ary ny fitsaboana raha marary. Samy nataon i sahondra avokoa ire... |
Ilokiloka ravin-tseva ô ! Soa ihany tsy tra-maso ilay toerana kely nasiako anao e ! R’ilay tain-kintana nongotako tamin’ny sila-masoandro. |
Levi-strauss c anthropologie structurale, libraire plon, paris 1958 |
Fototra antirôpôlôjika ny ethnologue desmond morris dia naneho amin’ny ambangovangony ny biolojian’ny kanto. Voalazany fa azo atao ny fandinihana ara-biolojia, ny fampitahana ara- etnolojia, ary ny fandinihana ara-piaraha-monina ny tantaran’ny fitsikilovana. Azo atao koa ny manadihady ny manodidina azy; azo ambara ihan... |
Ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany anie ho amintsika rehetra ary hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny, ka samy ho lava andro iainana ihany koa. |
Ny teny miondrika mantsy dia efa ampy ara-kevitra satria mifono ny singan- kevitra amin’ny tany io teny io. Natovana azy anefa ny laza masaka amin-tany izay mitory filavoana lefona mihitsy. Mampiontana ny mpihaino ny fomba filazan- javatra toy izany ka mahatonga azy hitehaka. Aorian’ny fanajana sy fanetren-tena vao man... |
Nasehony miharihary teo fa ilay olon-tiany taloha dia voninkazo sarotra alaina, izany hoe efa niady mafy mihitsy izy vao nahazo izany tovovavy izany, satria noharina tamin’ny raozy manana tsilo mpamefy , izany hoe, mety ho maro ireo sakana tsy maintsy nosetraina vao tafaraka tamin’izany tovovavy izany izy, ohatra, ny r... |
Source cours de marketing, 2ème année gestion, 2007. |
Rongonin’avara-pi. Janoary 1978 |
Maingueneau 1996 |
Ny ma miampy mpisolo toerana dia tsy afaka mandray fameno toy ny hita amin’ny fiteny merina sy ny fiteny betsileo rasoamalalavao claire, 1986, t. 98 . |
Rojo sedra sedra! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.