text stringlengths 10 11k |
|---|
Raha voarindra sy voalamina araka ny tokony ho izy ny famaranana amin’ny seho izay atao, dia azo antoka fa hiravona ny tsy fahatomombanana niseho nandritra ny fampianarana. Raha tahiny kosa ka ratsy fipetraka tsy araka ny tokony ho izy ny famaranana ny fampianarana, izany hoe tsy mipetrapetraka tsara ny zavatra rehetra... |
Anisan’ireny ankizy madinika tokony hianatra izany ny ankizivavy izay fototr’izao fanadihadiana izao. Araka ny tahirin-kevitra navoakan’ny unicef ny taona 2011 anefa, dia 36 tapitrisa ny ankizivavy tsy afaka nandia ny fianarana ambaratonga voalohany maneran-tany. 66 ny ray aman-dreny tsirairay dia samy manana izay fomb... |
Vitsivitsy ny mpandeha tao anatin’ny fiara ao ny dodona izaitsizy misy moa ny efa tara. |
Iza no namorina na nanangana an’ireny marina ireny? -ny olona na ny fiarahamonina -inona no antony nananganana azy ireny? -natsangana mba hampilamina ny fiarahamonina -inona izany no amaritana ny atao hoe marina? -ny marina dia tsangan-kevitra iray natao hampilamina ny fiarahamonina ny marina ihany ve no hevitra natsan... |
Evans-pritchard e. , 1969, anthropologie sociale, ed payot, paris, tak. 12. Elle anthropologie analyse le comportement sous ses formes institutionnelles, telle que l organisation politique, les modes de procédures légales |
Cuir noir date d’achat quantité achetée montant date de consommation quantité consommée travaux |
Zahao rabary, daty malaza , efa voalaza, tak.36 |
Cjdln college jeanne delannoue ambohimahazo sv salema vaovao ambohimalakony nddl notre dame de lourde soatanana ep fjkm ecole privée fiangonan’i jesoa kristy eto madagasikara soatanana ep katolika ecole privée katolika masitaho st r pha l saint rapha l antapia st pierre saint pierre iandrasira ep fahazavana ecole privé... |
Fizarana 80 alahahady, 23 janoary 2010; lah 3705 nihevitra an-drahary ho mbola mpanefoefo ity anabavin’i bema ka nampandry tetika mba handrobana ankolaka ny harenany. Raha niray toerana, angamba, izy ireo teny ambony fiara, dia mety ho efa namboly resaka tamin-drahary ihany izy, saingy nifanalavitra ny toerana satria r... |
Jereo aorian’ny dika mitovy amin’ny f. P |
Eo amin’ny haifampianarana |
Ny fiainana dia miovaova, misy fotoana mampifaly fa ao koa ny mampahory. Eo anatrehan’izany toe-javatra izany, mahatsiaro ho manana adidy ny mpanoratra amin’ny fampahafantarana ny ankizy ny fihetsika tokony hataony manoloana ny tsimbalivalin’ny fiainana. Ny zavatra tsy azo hadinoina na inona mitranga dia ny vavaka satr... |
Mpampianatra mpianatra fifandraisan ny mpampianatra sy ny mpianatra |
Avy amin’ny tsirairay ihany ny hasina ananany lesona 8 tsy hatolotra avy hatrany tanjona manokana mpianatra mahalala fa avy amin’ny tsirairay ihany no mahatonga azy hanana ny hasiny na tsia, noho izany, miezaka hatrany manao izay hananan-kasina eo amin’ny fiainana. Paikady fitantarana toe-javatra iray fanontaniana sy v... |
Nasolo 09.01.98 |
Manoloana izany fifandirana mety mahazo ny olona izany, dia samy manana ny fomba anehoany ny fahatezerany ny tsirairay. Izay indray no hojerentsika manaraka eto. |
Rajaona op cit, tak 44. |
Rado, dinitra, opcit |
Suberville, op cit, p 88 la métaphore est plus riche de signification que l’expression directe 171 f. Ramuz, taille de l’homme, ed bernard grasset, 1933, p par la métaphore le locuteur lui permet de faire rayonner des beautés et d’en prolonger la jouissance chez l’auditeur |
Nieritreritra hoe mba hoentin i nedala hiavotena na dia ampahany ihany aza ny vola angatahiny aty amiko hividianako zava-maneno e, hividianako 720- fanamafisam-peo e! Aiza anefa? Mandraka ity ny androany, tsy mahita zava- maneno afa-tsy io gitaran ialahy io aho ato an-trano, ho entin ileiry miliba fotsiny ny vola. |
Fingafinga mamingafinga mamingapinga 18 fingafinga mamingafinga mamingaminga 19 finjifinjy maminjifinjy |
Abstract this research work entiled fampianarana taranja malagasy ao amin’ny taona faharoa eny amin’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana enters into the frame of didactic research on the malagasy language. It is aimed at contributing in improving the teaching of malagasy in second year in vocational and pr... |
Fety michel nahoana no avondrona ho fokonolona isika ? 1975 edisiona salohy , tpl, 78 pages |
Rahajarizafy, ny ohabolana malagasy, librairie ambozontany fianarantsoa, 1970, tak.5 59 domenichini ramiaramanana b , du ohabolana au hain-teny, p.50, les ohabolana sont des comparaisons desformes figurées de l’expression |
Diam-penin’i razanabary voahangilalao josephine mpilalao ny tantara 1- tsimanato 35 taona |
Tsy avelan’ny fitia tsy hihaona mitsoraraka maneno ny akanga any ambonin’ny ala miandrandra; 10 misirona mihaiva ny rahona ao ambonin’ny tranon- dratiakonohoniolona; alan-drakoto fa tsy tambina; rafotoandavintany andrasan-tsy avy, 15 ilaozan-tsy foy, tiako ary izy ary tiany ary aho |
Ny ngadon’ny tononkalo |
Teo amin’ny asa fampandrosoana ara-tsôsialy toy ny fampianarana sy ny fanabeazana kosa, dia tsy nikendry afa-tsy ny hanofana mpiasa kinga sy havanana ary afaka mibaiko ny namany amin’izay rehetra mety ho filàny ny mpanjanaka. Nanelingelina ny fitondrana ny sekoly notantanan’ny misiona. Natsangana ny sekolim-panjakana m... |
Mandinika amin’izay, |
Vola efa faniriana hatry ny ela ny hanana fiara. Izany no nianarako namily efa elaela ihany. Haimah miteny irery asa na inona no nampiova azy mianaka ireo fa niova amiko ry zareo, mahafaly ahy izao. Mozika |
Ny fialamboliny o fitendrena zava-maneno o famoronan-kira |
Toerana tokony hisy azy, araka ny taonany sy ny anjara asany eo anivon ny fiarahamonina. F ahoana indray àry ny famaritana ny hitsiny? V ny hitsiny dia sori-dalana na fitsipi-piainana enti- mifehy ny fiaraha-miaina, ka tsy maintsy arahin ny rehetra mba tsy ho meloka. F manana ny mampiavaka azy avy ireo tsangan- kevitra... |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 100 |
Naoty taona isan’ny mpianatra 5 18 1 6 18 19 2 7 16 2 18 20 4 8 16 2 17 4 18 2 8 8.5 16 2 17 3 18 6 9 15 16 5 17 7 18 14 10 15 16 4 17 5 10 10.5 16 17 2 18 4 11 16 3 17 2 5 12 15 17 2 12.5 16 1 13 16 1 13.5 15 16 2 3 14 15 16 17 3 14.5 16 17 2 15 14 15 16 2 4 15.5 15 16 2 16 14 15 17 3 16.5 14 1 17 14 1 18 14 15 16 3 1... |
Ny angano dia literatiora am-bava, saingy rehefa nisy ny soratra dia noraketina an-tsoratra izany. Maneho toe-javatra tsy fahita amin’ny fiainana andavanandro ny angano satria fiarahamonin’ny olombelona no resahina, kanefa zava-boary hafa no mandray anjara. Natao hialana voly ary hanabeazana na hifampitaizana izy tahak... |
Ny atao hoe mpandray anjara asa dia izay mandray anjara amin’ny fizotran’ny tantara, mety ho zava-manan’aina na tsia, mety tsy hitan’ny maso 36 |
Andraikitry ny ndreno y no mitady mampisy ny filaminana manerana an’i matata a, amin’ny alalan’ny fivoriana sy fifandaminana eny ivato raha misy fiarahamonina miady na tsy mifanaraka ao. Ny fandaminana tapaka tao amin’ny lapan’i fenovola dia tsy azon’ny rehetra lavina intsony. Mialoha ny hitondrana ny raharaha eny ivat... |
Ny mianatra azy |
Ilaina ny fanaovan’ny mpampiantra ireo anjara asa efatra voalaza teo aloha ireo, satria ny mpampiantra dia mpitarika sy mpitari-dalana ny mpiantra hatrany eo amin’ny fianarana izay ataony, ary mpanoro hevitra amin’ny lalana tsara mifanaraka amin’ny fahaizan’ny mpianatra alohan’ny hirosoany amin’ny dingana manaraka. |
Plastifieuse laize |
Ity tantara fandefa amin’ny onjam-peo ity dia niangalian’ny mpanoratra mba hampitana hafatra ho an’ny mpankafy. Noho izany dia nisy ny lamina sy ny rindra izay nampiasain’ny mpanoratra hamoahana ny kanto ao aminy. Anisan’ny mavesa-danja amin’izany ny fampiasana ny sarin-teny sy ny fomba filazan-javatra ary ny fanehoan-... |
Manana ny fahaleovantenany. Mahatsapa ihany anefa izy fa mbola zaza miankin- doha .202 fotoana mamparefo ny tanora ny fahatanorana, indrindra fa ara-tsaina. Ilàna fitandremana fatratra, araka izany, ny fomba fiarahana miaina aminy. Noho izany, dia tokony hahafantatra ireo karazana filàna tadiaviny ireo ny ray aman-dren... |
Ohatra amin’ny hira maintimolaly ahitana andalany efatra isan’andininy maro an’isa indrindra izy ireo. Ao amin’ny vondrona ambara dia 61,90 isan-jato ny salan’isany. |
Samy tsy mbola tongan’ny jiro avokoa ireo fiarahamonina roa ireo, saingy manana tombony imerikanjaka noho izy efa tongan’ny tambazotra mampifandray fitaovam-pifandraisana arifomba enti-mampifandray olona mifanalavitra amin’ny alalan’ny feo. Na dia eo aza anefa izany dia ireo olona manana andraikitra ao amin’ny kaominin... |
Azo sokajiana ho tononkalo manara-pitsipika ihany io tononkalo io, satria mitovy firafitra daholo ny isan’andalana isan’andininy andininy dimy voarafitra amin’ny andalana efatra avy mitovy ihany koa ny rafitry ny isan’andalana vanin-teny 8 no mandrafitra ny andalana iray 1 2 3 4 5 6 7 8 raha mbo la man dia ny ta ny 1 2... |
Ny fananana fanantenana lehilahy manana fomba fijery miabo i irako ammi. Tsy mba mora kivy izy noho ilay fananany fanantenana miorim-paka ao amin’i jesoa kristy. Tiany hananan’ny olona rehetra izany toetra izany. Tsara antoka izay ao amin’ny tompo ka tokony tsy hanahy na inona na inona hiseho ko sikino ny valahana, mat... |
Ry olombelona vahiny, ho avy faingana ny fetra, ataovy dieny ankehitriny ’zay azonao atao rehetra! |
Ny renifeo nd |
Amin ny fambolena voly avotra no manao misimisy mba hamidy hanampiana ny vary izay novolena. Ahitana soritra ny finoana ny fambolem-bary raha ny any an-toerana no asiana resaka manokana. Tsy azo atao mifangaro amin ny voly avotra indrindra moa ny mahôgo izay tena fady atao mifanakaiky tanimbary8. Lazaina fa mahatonga n... |
Ii.3 facteurs de fragilité freinant le développement des associations en particulier les associations koloina et asa |
Eny isanandro, eny isanora mihombo anaty ny fitiavako anao ho sasatra foana ireo mpanakora fitiavako anao mihoatra ’zao tontolo ’zao. Na ino mitranga na ino-midona hiaraka isika eny hifangia fitiavako anao dia tsy mba mirona f’haharitra mandrakizay ho doria. |
Rado lalaovy irery any ny an’ialahy, tsy aleoko miverina any amin’i vero raha hiaraka amin’izany! Sedra tsaratsara tarehy ange i haimah e! |
Tanindrazana tamin’ny namoizana olona maro be, |
Filazalazana momba ny boky |
Enfsco avp enfsco app 1 1 -7,178 30 ,000 |
Teny manan-danja fandrosoana, fampandrosoana, finoana, fiarahamonina, antrôpôlôjia, kaominina ambanivohitra, fandraisana anjara, toe-karena mpitarika pr raharinjanahary raharimalala anatolie, professeur enseignant-chercheur à l’ecole normale superieur, université d’antananarivo. |
Sciences naturelles |
André brink, entretien avec le monde-litteratures, ed. La découverte, 1, place, paul-painlevé, 75005, paris, le monde, 5, rue des italiens, p5 l’écrivain est le témoin de son temps. 23 c ravoajanahary, fanasina, lah-539, 15-02-1968, tak.47 24 mikhael k , la personnalite de l’ecrivain et l’evolution, ed. Du progrès, mos... |
Ny filazan-drombaka mikasika izany tena tsy zakan’ny antemoro hifindra vohitra ny fatrange na fotatra. Noho izany, dia tsy mahazo mandova ny zazavavy rehetra, sao lovàn’ny zanany ireny fatrange na fotabe ireny, ka mifindra vohitra hafa, nefa ireny samy manana ny fatrangeny sy fotatra any amin-drainy avy 41 vokatr’izany... |
Vololona dada ô ! Aleo mba hody ity ikala maditra mitomany raha tsy noho ny amin’ny zanako angamba dia nety ho nandray ny fifonako ihany i dadabe misento nefa na dia izany aza, efa anjara nomen’ny nahary ahy ny zanaka ka tsy maintsy ho kolokoloiko. Hihafy aho noho ny zanako. Eny ho setraiko na dia ny fahafatesana aza m... |
Hubert r , traité de pédagogie générale, puf, paris, 1946, p587. Une vertu de l’âme, dit pestalozzi, qui a été fournie par le lien familial est une source de sagesse et de force pour les autres liens. |
Levi-strauss c , les structures élémentaires de la parenté, mouton et cie maison |
Fehezanteny iray no namaritra ny andinin-tononkalo iray , nilazany ny fahatairany nahita tovovavy nanintona ny masony . |
Fandraisana anjara amin’ny tetikasa fohy ezaka ho an’ireo tanàna nisafidy ny fanasana tanana amin’ny savony alohan’ny sakafo sy aorian’ny fivoahana ao an-dava-piringa no tsikaritra ny olana. Araka ny efa voalaza mantsy dia ao amin’ny dingana farany amin’ny fifanintsanana no hanaovan’ny mponina izany. |
Ny lanjan’ny fanafanana omby eo amin’ny lafiny toe- karena sy fampandrosoana. |
Toa tsy misy ilana ny vahoaka madinika raha tsy ny hanondrotra ny mpitondra ho eo amin’ny toerany fotsiny. Atao fitadiavan-tombontsoa fotsiny izy. Ireo mpitondra sy ny fianakaviany ihany no migalabona amin’ny harena rehetra. Hoy , ohatra, ny otrikafo mamotsipotsitra izany nahodiny ho azy mianakavy ny harem-pirenena mba... |
Parallèlement à la formation en artisanat proprement dite, le centre dispense aux stagiaires deux autres modules le module de gestion simplifiée et le module socioculturel dispensés respectivement par l’agent de suivi et l’assistante sociale du centre. |
Ambaran-dratoteny koa fa ny fo amintsika olombelona no lehibe indrindra. Rehefa mibanjina amin’ny zavatra tiana, tiana hoezahina sy hotongavina dia tsy misy mahasakana ny tena ny halavitry ny haleha, tsy tsapany, ny hasarotry ny lalana, tsy jereny! Fa ny lavitra, akaiky aminy; ny ela, haingana; ary tsy misy hitany saro... |
Ratsimandefitra, razambe ao tsitetezim-bahiny ! Voazimbazimbasy voaviravira ianao, niala tamin’ny toerana nisy anao teo amin’ny fasandrazanao izay saropady tokoa. Tsy izaho renikalo anefa no maka anao tao. Tsy izaho no nandroba ! Tsy izaho no namiravira fa kisendrasendra no nahatongavanao teto ampelatanako ! Tsy haiko ... |
Mandrava ihany koa ny fatoram-pihavanan ny samy malagasy sy ny samy mpianakavy ny fahamaroan ny antokom-pivavahana eto madagasikara. Raha samy hitondra ny fivavahany eto mantsy ny firenena maro, dia ho samy hanana izay inoany koa ny malagasy, ary hifanditra ho samy manana ny marina avy aiza, hoy i sahondra variana, no ... |
Amin ny ankapobeny, ny tantara foronina dia tsy maintsy ahitana ny mpandray anjara sy ny toerana nisehoan ny tantara, ary ny fotoana nitrangan ny seho isanisany avy. Hovahavahana mifanesy ato amin ity toko ity ny momba ireo. |
Ny fifanahafana eo amin’ny fari-panononana eo amin’ny fari-panononana, amin’ny ankapobeny, eo amin’ny fikambanan’ny feo antenantenany amin’ny feo tsy antenantenany aloha na afara dia ahazoana feo antenantenany ao amin’ny f3 ka fifanahafana mandroso no hita amin’izany. Maningana amin’izany ny fisiana fanova f ao amin’ny... |
Les services se développent ; c’est comme cela aussi que l’économie d’un pays progresse et que ses richesses augmentent |
Ho an’i esther rasoloarimalala randriamamonjy, mizara roa ny toerana itrangan’ny tantara. Ao ny toerana tsy nipetrahany, saingy mirakitra ny tantaram-pirenena toa an’i moramanga na tsy hiverina intsony aza ny lasa izay mitahiry holatra saro-bonoina ao an-tsaina, ny ho avy izay manomboka ankehitriny amin’ny fandraisana ... |
Tampaka tapaka , lantsaka latsaka , ganga gaga , mimpetraka mipetraka , mihintsy mihitsy , ankoho akoho , mintondra mitondra , jiamby jiaby . |
Annexe 5 documents de l’epp d’anosy avaratra feffi, pec |
Ny fomba nitondrana ny fampianarana manan-danja lehibe eo amin’ny fampianarana ankoatry ny fandaharam- pianarana ny fomba fampitana ny lesona. Miankina aminy mantsy ny mety hahatafita na tsia ny tiana havoitra ao anatin’ny lohahevitra iray. Tsara aloha ny manamarika fa ny tenanay izay manao izao asa fikarohana izao tsy... |
Anisany antony mahatamàna sy mampazoto ny mpianatra ny faritry ny sekoly mahasarika sy mahafinaritra. Miantraika amin’ny fianarany avy hatrany izay hitan’ny masony raha vao migadona ao an-tsekoly fotsiny izy. Ny mahakasika ireo zavatra rehetra mandrafitra ny sekoly ireo no hoezahina horesahina eto. |
Karazany telo no anehoan’ny mpanoratra ny endriky ny andininy sy ny andalana ao amin’ny tononkalony. Hita amin’izany ny andininy iray misy andalana telo, ny andininy iray misy andalana efatra, ary ny fampiasana andalana maromaro. Samy nentiny naneho hevitra sy fihetseham-po manoloana ny fitiavana avokoa ireo. 3-1-3-1-a... |
Callet, tantara ny andriana eto madagasikara. Boky ii. Mfzp. Imp. National antananarivo |
Hoy koa ny vetsovetsom-panahin’i jean-nary ao amin’ilay tononkalony, nomeny ny lohateny hoe firy sisa ? Ton 35 122 |
Richaudeau, op. Cit, t. 134 les phrases composées de mots courts sont mieux mémorisées que celles composées de mots longs les mots de trois lettres sont beaucoup mieux mémorisés que les mots de cinq lettres. 63 f richaudeau, op. 136 les premiers sont des mots spécifiques de chaque matière par exemple, les termes mathém... |
Ny tekinika fampiaraham-boly sy ny fifandimbiasam-boly ny tekinika fampiaraham-boly amin’ny ankapobeny, dia misy dikany lehibe ny fampiaraham-boly atao amin’ny voly rakotra. Misy ny fepetra tsy maintsy arahina amin’izany dia ny fampiarahana hatrany ny voly lavalava ravina sy ny voly boribory ravina. Amin’ny voly rakotr... |
O, ry kintan’ny hariva, mandra-podinao hatory, dia vangio ny toerana iva ka tsinjovy ny olon’ory! |
Nefa, izay no vita ny tantara! Ny ratram-poko hibanabana tsy mahatanty dia tomany. Ny alaheloko mikiky, ilay sentoko nilaozan-tsiky, hirifiry tsy hay lazaina dia zakaiko ho ahy ihany ny toloko, ferinaina |
Etsy an-kilany, zavatra tian’i abel ratsimba ary andrasany amin’ny mpijery azy ny fanehoan’izy ireny fihetsika falifaly sy fankasitrahana amin’ny alalan’ny tehaka miezaka mampiaina ny tononkirany amin’ny alalan’ny fihetsika izy rehefa mihira eny ambony sehatra, mba hahafaly ny olona sy ny hahazoany ny vontoatin’ny hira... |
Kerbrat-orecchioni, 2002, tak. 119 l’évaluation du type bon mauvais les verbes intrinsèquement axiologiques 223 kerbrat-orecchioni, op. Cit. , tak. 119 un tel verbe implique une évaluation portée par le locuteur, sur le procès dénoté et par ricochet, sur l’agent qui en porte la responsabilté , de nature axiologique car... |
Tsy miala koa na dia efa 5 no rehefa injay mianjera 25 mangotraka aza ny ady; |
Manoloana ny taranja ianaran’ny ankizy any an-tsekoly, dia tsy tokony ho ny ray aman-dreny indray no hanome fianarana ratsy ho an’ny zanaka, toy ny fanaovana tsinontsinona ny sasany amin’izy ireny. Raisin’ny mpianatra ho azy ny toetsain’ny ray aman-dreniny, ary asehony any am-pianarana izany. Eo no ahalalana fa mbola t... |
Ny filàna ara-nofo mandalo fiovana maro ny toe-batana sy toe-tsain’ny zazalahy sy zazavavy rehefa hiditra amin’ny fahatanorana. Mahatonga filàna eo amin’ny vatana sy ny saina izany fiovana izany ka anisan’izany ny filàna ara-nofo. Misy fiovana mifandray amin’ny taovam-pananahana. Misy ifandraisany amin’ny hery maninton... |
Quels sont les programmes d’activités de l’association ? Les programmes d’activités de l’association sont création des nouveaux clubs sportifs organisation des rencontres régionales, nationales, et internationales implication des entités directement touchées par asa tany , et mise sur pied du plan de sa diffusion organ... |
Kanefa ny masony nony matory tsy mba mikimpy fa mipitrapitra, ny mofo omeko tsy haniny akory, ny rano sotroiny tsy lany fa ritra ! |
Faritany toliary ahitana ny faritra menabe |
Fandinihana ny lahatsoratra jereo fanadihadiana fanabeazam-boho ny teny. |
Pasitera ka eo anatrehan’izay fitahiany izay indrindra, dia nanapakevitra ho aho izahay, fa ianao no mivavaka mialohan’ny vakiteny sy mamaky teny. |
Iza no hihaino anao ? Ho valin’ny ho anareo marenina mody fanina nosoratan’i elie rajaonarison |
Famaritana ny atao hoe article-reportage, dia lahatsoratra fanadihadiana iray itateran’ny mpanao gazety ny toe-javatra nitranga natrehiny mivantana tamina toerana iray sy fotoana iray. Avoitrany amin’izany avokoa izay rehetra hitan’ny masony mivantana sy izay norenesin’ny sofiny. Araka izany, fitaovana enti-mampahafant... |
Tak. 86, and.1, and.4 176 v. 33, and. 3 |
Virijiny adala |
Loharano britishmusemu. Org |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.