text
stringlengths
10
11k
Amin’ny fambolena ny androantokom-piainan’ireo renim-pianakaviana eny amin’ny tontolo ambanivohitra. Maro ireo asa ataon’izy ireny, tsy efan’ny lehilahy toy ny fanetsana, fiavana. Mahay miaritra ny asa ataony ny vehivavy, satria ny fikirizana ataony eo am-perinasa dia manambara fa mahavita azy ny reny. Lavorary ny dian...
Potoana hatrany amin’ny kilasy
Raha ny teny amin’ireo sekoly nanaovana ny fanadihadiana no jerena dia toy izao no azo ambara.
Rh2 ny antony ilazana fa misy valiny avokoa ny atao rehetra. F- miseho amin’ny endrika firy moa ny toetry ny ataon’ny tsirairay, ary inona avy izany?
Dia nakariny ny vavaka hanakatra ny lanitra. Saingy asa fa tsy afaka mainka aza niha-naranitra ny fitrebiky ny jaliny anaty hambo ravarava. Torotoro ny omaly, ny ampitsony io ; mivava
Fahavaratra 91. Naseho ny izahony ny mpanoratra. Izaho miavaka amin’ny izaho n’ny hafa na dia mifaningotra aza fa tsy afaka misaraka. Notohizan’ny mpanoratra ny fikirizany hanainga ho any an-toeran-kafa izay mbola tsy fantany, koa dia niantso hery hafa ivelan’ny tenany izy ireo hanampy azy amin’izany. Samy nantsoina na...
Iny ampamarinana iny toa ranotrambo be. Ireo lasa nivahiny dia nonina any ve?
Sary16 ireo mpino fpvm mpiangona ao ampiringalava
Masontsivana enti-manombana ny famelabelaran-kevitra
Rp razafintsalama , efa voatanisa
Rehefa hoe manolo-tena ny fahasoavana omena ampiasaina tsy hihena!
Nahoana ry taona natao hahafaly, no sompatra loatra ka mampijaly ? Ry taona natao hiadanan’ny saina tsy henonao mantsy ny feo mitaraina 137 tsy ireo ihany akory, fa maro be no hita any amin’ireo poezia hafa mirakitra tara-kevitry ny alahelo, embona sy hanina. Ohatra ireto tanisaina ireto re, e ! , indrisy ! , be ankaso...
Ny fahamarinana manandratra ny firenena, fa ny ota kosa dia fahafaham- baraka amin’ny olona ny fisaoran’ny marina no isandratan’ny tanàna, fa ny vavan’ny ratsy fanahy no aharavany ny tiana haseho amin’izany dia ny fisian’ny olo-marina, matoky ary mahitsy dia fitahiana lehibe ho an’ny mpiara-monina na ny mpiray firenena...
Diavolana eny amoron-dranomasina
Ny rango fohy ity indray dia karazan-kira atao eny anelanelan’ny rango lava. Matetika dia ny mpiventy no manao azy io na indray mihoraka daholo ny rehetra. Ny mpitari-bato no tena manao azy io ahitana io karazana rango io ohatra akora faha 06 mitondra ny lohateny hoe ity vato ity rango fanao amin’ny fitariham-bato
Rehitra hambom-po fa velona indray ambohitsaina aleoko manomana ny fidirako eny ambohitsaina tak 9 tsy toy ny teny ambohitsaina tak 23
App après projet ; avp avant projet ; bov bovin
Ihany ny iafaran’ilay manohitra, satria amin’ny alalan’ny fisehon-javatra eo amin’ny fizotran’ny tantara no anaporofoan’ilay namany ny fanazavana ataony. B mbola lazaina fa maneho fahombiazana koa ny olona mifantoka ka mampitaha ny zavatra jereny amin’izay efa hitany nitranga talohan’ny fampisehoana ka teneniny amin’ny...
Eo amin’ny fomba fianarana -mora azo ny fampianarana mikaroka 01 04
Azo lazaina fa mpanoratra nanana ny lazany ary ny maha izy azy i clarisse ratsifandrihamanana sahy mampibaribary ny tena zava-misy marina. Tena talenta tokoa ny fanoratana ho azy, satria mahafehy karazana lahatsoratra maro izy. Na dia efa nodimandry aza ny mpanoratra dia mitoetra holovain’ny taranaka mifandimby ny asan...
Izay lazain ny boky firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy ny famadihana no iaingantsika eto ny famadihana dia famindrana ny taolam-balon ny razana natao aniritra ho ao am-pasan-drazana; ny famadihana dia firavoravoam-pianakaviana na dia misy alahelo misembana noho ny fahatsiarovana ny lasa aza 60. Mizara roa ny f...
Firavaka, fitafy tsara tranobe manampy ireo 65 misonenika amy fiara mbola asandratro ny feo fa lehibe ’zaho ’zao hé! Hé! Lehibe ’zaho ’zao
Geny, et all, environnement et développement rural, guide de la gestion des resources naturelles, 1992 les observations et expériences faites dans les pays tempérés ont montré que la forêt entraînerait une legère augmentation de la pluviometrie 6 et diminue par sa rugosité la des forces des vents. P 206
Toy izany koa nohita ao amin’ny tononkalo faharoa izay ampiasan’ny mpanoratra fehezanteny saro-drafitra mihitsy. Mitaraina aho famijaly tsy mitsahatra isanandro ny mivavaka aminao. Aho em1 l takona em2 rf1 em3 rf2 l takona
Ireo tononkalony tsy ahitana andininy ny tiana resahina eto dia ireo tononkalo tsy misy afa-tsy andininy tokana hatrany am-boalohany ka hatrany amin’ny farany. Misy amin’izy ireo no lava satria mahatratra hatramin’ny andalana 27. Ohatra tsaroany misy andalana 27 i. F , tak 55 atao namana misy andalana 27 i. F , tak 73 ...
Endrika samihafa isehoan’ny teny iray ireny karazam-piteny ireny. Ankoatra izay, miovaova sy manaraka ny toetry ny andro araka izay ilana azy. Mivoatra ihany koa ny teny. Ohatra fiteny miova avokoa araka ny vanim-potoana 1947 tabataba 1991 rotaka 2002 sakoroka fiteny miova araka ny sokajin’olona lehibe sakaiza, olon-ti...
Tsy maintsy dénote que l insertion d un procès dans le temps, passé ou futur, est présentée comme nécessaire inévitable, soit du fait d une obligation morale, soit du fait d une nécessité matérielle. Tsy maintsy hajaina ny ray aman-dreny il faut respecter ses parents they must respect parents
Fa anehoana fitiavana. Ny hain-teny rahateo efa nataon’ny misiona ho fanindrahindrana fitiavana ranofotsiny71. Hita ao amin’ny a. P ihany koa izany. Ohatra faravodilanitra ny fitazanana ny fahanteran’ny tsara fanahy, ampy ny andro voatondro a. P 9 ary toy ny literatiora rehetra, dia fialam-boly ny hain-teny, fialam-bol...
Nous allons établir des tableaux représentant ces prévisions.
Ny sofina izay mihaino anatra mahavelona, dia mira-mitoetra amin’ny hendry , ary koa ao min’ny ohabolana 17 10 ny anatra dia manan-kery kokoa amin’ny hendry, noho ny kapoka injato amin’ny adala izany dia maneho hatrany fa miara-dalana mandrakariva ny anatra sy ny fahendrena eo amin’ny fiainan-janak’olombelona, ka ny ta...
Sont multiples et mises en valeur par leur place dans les phrases ainsi que les paragraphes le long du roman. Considérons l’exemple pour le début de l’histoire même qui se passe dans l’aurore du mois de mars devant lui, il ne voyait mme pas le sol noir, et il n’avait la sensation de l’immense horizon plat que par les s...
Nefa rehefa avy namaly an’ireo fanotaniana rehetra ireo randriantsimeto dia tsy mbola fantatra ihany ilay hazo.
Fahatelo ny mari- pahaizana azon’i irako ammi
Ny tononkalon’ny er marina’h voarakitra tao amin’ny reny moana, vava-ady fahafahana, ary te-hita ny ranomaria, no vainga nampiasaina nitrandrahana ny lohahevitra hoe ny tolona araka ny ahitana azy ao amin’ny asa soratry er marina’h, izay nanompananay izao asa fikarohana izao. Lalan- tsaina maromaro no nampiasaina teo a...
Ny fiheverana ny tanindrazana
Eo amin izay fanambadiana izay ihany, misy dingana efatra amin ny malagasy vao tomombana izany ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry, ary ny fampakarana. Mahamenatra ny fianakaviana izany hoe mitari-bady tsy lasam-bodiondry izany. Ankehitriny anefa, tsy vitsy ny manorin-tokantrano tsy nah...
Ahazoana vokatra tsara ny fahazarana eo amin’ny asa sy ny fahaiza-mandrindra izany. Havanana kokoa ary mahavita andraikitra goavana ireo mpanabe rehefa mampiasa ny traikefa notovozina tao amin’ny akany. 3-1-2-3 fiaraha-miasa eo amin’ny sokajy samihafa
Ny fisehon’ny tombana ao amin’ny fandaharam-pianarana
Roa an-dahy ny fahefana lany andro ifandirana izay lalana ivoahana mbola tsy hita izay mangirana vao nidify fiolahana sendra tsy azo nihodivirana tojo lala-mikitoana sola-bato manahirana207 eto amin’ity tononkalo ity indray, dia ny zava-misy ara-pôlitika eto madagasikara no antitranterin’ny mpanoratra. Miantomboka amin...
Ny nisafidianana ny lohahevitra rehefa fantatra ny taranja hanaovana ny asa dia manan-tsafidy ny mpiofana lohahevitra manintona sy mahaliana azy. Maro rantsana ny antrôpôlôjia, ana maro samihafa
Ny isan’ny mpianatra raisina ho kilasimandry
Araka ny hita ao amin’ny ohatra dia renifeo kentsona tapany dimy no tsy heno amin’ny fiteny ao fandriana mp, nt, ntr, nts, ? K marihina fa misy ihany mpiteny ao an-toerana miezaka ny hampandre ireo feon-teny ireo eo amin’ny resaka izay ataony, angamba noho ny soratra sy ny fihanaky ny teny iombonana.
Boiteau, op. Cit. Tous les malgaches furent entassés dans le bâtiment basset, cinq à six cents, pendant trois jours et trois nuits, couchés à plat ventre. Dès qu’un homme bougeait, des rafales partaient, tirant dans le tas , tak 387
Anisan’ny lohahevitra ao anatin’ny fandaharam-pianarana ny firobohana an- tsehatra na fanadihadiana mivantana sy ny tatitra vaky boky. Amin’ny alalan’ny fanaovana famelabelarana isan-tsokajy no isan’ny fanatanterahana izany ao amin’ny kilasy faharoa. Tao amin’ny lisea ambohimanarina40 tamin’ny fotoana notsidihinay dia ...
Etat initial
Réinsertion définitive; et réalise l’objectif de l’association asa dans l’autonomisation de chaque famille et de chaque individu réinséré. Phase iv c’est la mission dans le milieu urbain. La création d’emplois pour les personnes pauvres dans le milieu urbain antananarivo au fur et à mesure de la mise en place de ce vol...
Sy manam-panahy handalàna fa vonin’avoko voafehy ka endrik’irony tanàna .
Heverin’ny mpandinika sasany fa talenta avy amin’andriamanitra ny fahaiza-manoratra. Mbola vao any am-bohoka ny olona dia efa voahosotra ho mpanoratra. Hoy i randja. Zanamihoatra fa mbola tsy hary akory ny vatanao malia no efa niantso anao ny sary sy ny hira 35 raha i di , dia fifamenoan’ny talentany sy ny lovany avy a...
Ny fiantraikan’ny fahantrana eo amin’ny vahoaka
Anarana sy fanampiny ratovoarimanga toky bienvenu lohatenin’ny asa fikarohana ny fanabeazana ao amin’ireo tononkira teatraly malagasy teo anelanelan’ny taona 1922 1945 isan’ny takila boky i 104 takila boky ii 170 takila isan’ny kisary 04 isan’ny tovana 03 famintinana ny fanabeazana ao amin’ireo tononkira teatraly malag...
Mijojo rano lava ny erik’ andro izao misento lalandava ny ao anatiko ao.
La considération de la femme ? Dans la société en général la place de la femme est toujours à un niveau inférieur à celle de l’homme ; car à brickaville, même si la plupart des femmes travaillent régulièrement comme les hommes en tant que commerçantes, ou artisanes ou autres, les hommes restent les chefs de la famille,...
Ny endrika ankapobeny tokony hananan’ny boky fampianarana
Mahakasika ny asa fikarohana ravololonirina a 1992 razafinirina f. O 2012 andriamalala m. H 2014
Pasitera ary satria satana, devoly no ifanatrehana eto anio. Noho izany dia handroaka demonia avy hatrany amin ny anaran i jesoa kristy aho. Tsy ilaina intsony ny fifampiraharahana.
Haimah tsy maninona eto e, injay fa maneno ny fanairana, handeha aho!
Ny hafatra tsara rafitra amin’ny votoatiny no takina eto ary tarafina amin’izany ny lanjany sy ny heriny manoloana ny tantsaha.
Tahaka ny lahatsoratra mitantara rehetra, ahitana ny toe-javatra manomboka, ny vontoatiny, ary toe-javatra mamarana ihany koa ny sombin-tantara. Misy kosa ny mampiavaka azy amin’ny tantara foronina eo amin’ny lafin-javatra tantaraina, ny fotoana, ny mpandray anjara. Ny ao amin’ny sombin-tantara dia izay toe-javatra nia...
Zavatra rano tsy dikaim- borona rano madio tsy nilomanosan’ny vorona. Mitory fahadiovana, fahavelomana andaniny; fa mitory fandravana ihany koa ankilany.
Takila 46 ilay voalavo ao an-kibon-drazaodahiko tsinona tsy fantatro na efa maty na tsia! Avy amin’ ny hoe tsy maty voalavo an-kibo.
Mampiavaka azy amin’izay nohariana rehetra sy amin’ny maha olona azy izany. Hoy randriamiadanarivo23 maneho ny heviny momba izany fandrosoana miaka- danja hatrany no andrandraina ao amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona. Tsy hadinon’ny mpanao vakodraza? A ny maha malagasy na mandroso toy inona aza ny eo amin’ny fomba fit...
Mahery satria resaka no mandrafitra ny tantara tsangana amin’ny ankapobeny. Karazan- dresaka roa no nodinihina dia ny dinika sy ny taria. Nampiharina tamin’ireo dinika sy taria hita tao amin’ny sangy mahery ny fandinihana ny seho ahitana fifampiresahana araka ny voalazan’i adam. Ny fisian’ny fifanohinana no zava-dehibe...
Lah 36 35 fafana lah.3
An-dakira toerana lavitra, tsy taka-maso -lasy toerana onenana, toerana ipetrahana vetivety toy ny ataon’ny sokoty rehefa milasy na mety honenana maharitra ihany koa. Raisin’ny mpianatra ao amin’ny kahie ireo teny nohazavaina ireo
Tovana i fandaharam-pianarana taranja malagasy kilasy faharoa ny teknikan ny fitrandrahana hevitra , ny fanadihadiana lahatsoratra xi
Dans ce chapitre, nous allons réunir les points essentiels pour la restructuration de la situation financière de la tpflm.
Satria ny ahy ny hasambarako, ; izay tsaroako ho mbola miavaka, dia ny ora anandratako sy itrotroako amim- bavaka ilay ditrako hamompo , mpanohana ahy hijoro hatrany mba hikikitra hahato ireo nofinofy soa fihirahirantsika roa!
Madagascar toute une histoire. Pdf,
Manana adidy amin’ny fampandrosoana ny toe-karena ny olom-pirenena tsirairay. Mifototra amin’ny fanitarana ny ambaindain’ny orinasa ny fampandrosoana ny toe-karena araka ny rafi-kevitra najoron-dry saint-simon sy ny namany61. Niparitaka tany europe ny firehana manome vahana ny fampandrosoana
Ny sehatry ny fitantanana
Fisondrotan vononahitra
Ny feon-teny malagasy
Ampandriana amin’ny tsihy efa voavelatra eo amin’ny lafin-drindrina atsinan0ana akaikin’ny hoaka49 ary rakofana ilay lamba vaovao. Tsy atao mikasika amin’ny rindrina anefa ny lohany sy ny vatany, fa asiana toerana malalaka. Izany dia natao hitoeran’ny lavasatroka50. Rehefa tafapetraka tsara amin’ny toerany ny maty dia ...
Fahefana azo avy amin’ny traikefa no manohana tohan-kevitra iray raha toa ka ny mpiteny mihitsy no niaina mivantana sy nanatri-maso na nanandrana nanatontosa toe- javatra iray na fomba amam-panao iray voafaritra mazava 115 ka ampitainy amin’ny itenenana. Tsy voatery hanana fahaiza-manao momba ny zavatra resahiny anefa ...
Ary moa ho lany tsiro ny hevitrao raha toa fakaina ny hasinkasin-kevi-tsoa italanjonan’ito saina, rehefa injay ianao velarina hanamboarana ny fiainana mibaribary sy miseho ny marina ekem-pisainana, voazavanao ny tsy hita maso, tazoninao ny fahagola, raketinao ny fahendrena tamin-drazako efa tola, abaribarinao an’ohatra...
Ora indray ka mirava amin’ny 5ora ny tolakandro. Ho an’izay ora banga moa dia ny etude no mameno azy, izany hoe noezahina tsy hisy ny ora very ao amin’io kilasy io. B. Kilasy voalohany
Otrikafo, fanehoam-pijery, tak.4. Sepitambira 2004.48 tak.
Soa aoka re ry dada a! Olona mba mila hovonjena ange iny e!
Antony vokany
Haingo 1996
Raha io fafana io no jerena, dia hita fa mifandanja ny ora ianarana sy ny ora anaovana fanadianana ho an’ny sampana f. T. G. Izany hoe azo lazaina fa antonony ihany ny ora efatra isan-kerinandro anaovana ny taranja malagasy any amin’io sampana io.
Fa aoka ihany aho amin’izao sanatria tsy hoe te-hiavaka fa sadaikatra aho mahita ireo milaza ho mpivavaka.
Tovo haka legioma no nandehanako aty; mivarotra izany mantsy no ataonay any toamasina. Hery tsy hitana anao izahay ry dada a! Any tokoa no efa tinao dia mandehana. Tovo mandrapihaona ianareo. Tina mandrapihaona e! Mamindra tina toa ohatra ny olona voageja iry ratovo ka tsy afa-manoatra intsony. Ary tsy zakany hatramin’...
Hita araka izany fa ny fifamalian-drafi-pehezan-teny dia anisan’ny fomba filazan- javatra nampiasain’i kristy. Tamin’ny androny tokoa manko dia tsy mbola nisy boky; ary izy
Azo lazaina fa tena malaza tokoa amin’izao ny fandrosoana sy fampandrosoana ary ny fanatontoloana. Saika hita maneran-tany izany ary tsy afa-miala amin’izany isika malagasy. Ny firoboroan’izy ireo anefa dia mifandray mivantana sy tsy afa-misaraka amin’ny fampianarana. Koa andeha ary hojerena tsirairay izy izany.
Memoire pour l’obtention de certificat d’ aptitude pedagogique de l’ecole normale
Tovana d ny kara-panondron’ny fikambanana tsirairay
Ny seha-pihariana faharoa
Raha tonga ny andro malaza! Tsy hidoboka va ny amponga ? Tsy hiritsoka va ny valiha ? Hifalian’ireo velon-dray ! Raha lasa ny haizin’ny alina! Tomaratra ny andro atsinanana! Misava ny rahona maizina! Velom-bolo ’zao manontolo! Hira fifaliana tamin’ny andro niadanana tamin’andrianampoinimerina 231 eto izany dia avahany ...
Ny fanahy no maha olona hoy ny fitenenana, noho izany mila mandinika tsara an’izay ho tiavina.
Iv. Ny maha tantara fandefa an’onjam-peo ny zaza navela
Araka ny lovan-tsofina, notantarain’andriamatoa ben’ny tanànan’antanetibe mahazaza rakotonomenjanahary firmin 17. Op. Cit 16
Araka ny zava-misy hita nandritra ny firotsahana an-tsehatra, dia tsy fantatry ny mpianatra eny amin’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana ny tena lanjan’ny taranja malagasy. Izany toe-javatra izany dia mitarika ny mpianatra hanao tsinontsinona io taranja io ilaina, araka izany, ny fampahafantaran’ny mpampi...
Araka ny efa nolazaina hatrany am-piandohana dia karazan-dalao natao hanabeazana ny don-tany sy kapo-tandroka. Ka ny elanelam-panahy dia miezaka hatrany mitarika ny mpifanandrina hizotra amin’ny lala-mahitsy ka hanatanteraka ny tokony hatao sy hanana fiezahana hatrany. Ireo rehetra ireo dia tsy misaraka amin’ny fomba f...
Tsy vitsy ireo sarin-teny tafiditra ato amin’ity sokajy ity no nentin’ny mpanoratra nandoko ny fahitany ny fahafatesana.
Ny anarana enti-manoratra maro ny mpanoratra no mifidy solon’anarana na miafina mihitsy ao ambadiky ny solon’anarana hafa rehefa manoratra. Anisan’ireny , ohatra i jean verdi salomon razakandrainy izay nisafidy ny anarana hoe dox, i georges andriamanantena na i rado, ary i justin rainizanabololona niafina tamin’ny hoe ...
Ny anarana iombonana ity karazan’anarana ity dia entina anondroana zavatra maro ao anatin’ny vondrona iray. Ohatra vary anarana itambaran’ny vary rehetra ; vato anarana itambaran’ny vato rehetra .
Ny menalamba kosa nivonona tsy hanova ny satam-pitondrana, tsy laitra norarana ry rabozaka rabezavana, rainibetsimisaraka rainitavy, ry kotavy asehon’ny mpanoratra amin’ny alalany tarehin-tsoratra vaventy ny fanomezany lanja manokana ireo tia tanindrazana malagasy sy ny fampifanatrehany ny malagasy sy ny frantsay. Nifa...
Toeram-pifaneraserana, anovozam-pahalalana sy fahendrena ny sekoly. Ny hamerina indray ao an-tsain’ny ankizy ireo hanitra nentin-drazana mampanembona ny mpanoratra no nisarihany azy ireo ho any an-tsekoly. Tsy ampy anefa ny miverina amin’ny lasa fotsiny. Ilaina ny fihavaozana amin’ny alalan’ny fianarana sy ny fandrosoa...
Tsokose aman-droaeko.1 oy! E! He! Oy! 40-ty rano avaratse a e ninoma ty mere2, sangio raho valy te nana -na edre3 sa atria te homehe, tsokose aman-drene oy ! Niavy ty ampela raty ; 45-ko sangia raho valy , fa ndra te tsy mamonje tsy maintsy hisole. Oy ! Ene! Tahao raho valy , tahao 4sabotse tsy vita sabotse , tahao ren...