text stringlengths 10 11k |
|---|
Fenja fenjafenja |
Teo amin’ny fomba fiasa taloha, ny fikrifama dia nampandray anjara ny mponina tamin’ny fanangonana ny akora, tamin’ny fitaterana ny entana ary tamin’ny fananganana. Ny fitantanana dia nomena an-kalalahana ny mponina, ka ny komitin-drano kr , ny tompona andraikitra bf, ny tekinisianina avy ao an- toerana, ary ny mponina... |
Mamantatra heverin’ny malagasy fa olon- kendry |
Aro inona ny hevitra tadiavina? Izaho tsy mahita intsony. Angola andao fantarina izany bainina ho vadiny izany. Aro aiza no hitadiavana izany? Angola andao rangahy arahina ny lalan i nenibe teo! |
Ny fampianarana tsy misy fampiharana, dia tsy ahafahana mahita ny fandrosoan’ny mpianatra. Matetika ny fampiharana, dia atao aorian’ny fanaovana lesona iray, ankoatra ny fanontaniana mivantana mikasika ny lesona vao natao. Atao izy io mba hanombanana avy hatrany ny mpianatra, na voarainy na tsia ny lesona. Natao ihany ... |
Xii tovana laharana 2 andiam-panontaniana natao tamin’ny talen’ny sekoly xvi tovana laharana 3 andiam-panontaniana natao tamin’ny mpampianatra taranja malagasy kilasy 1ère c lmai xviii tovana laharana 4 andiam-panontaniana natao tamin’ny mpianatra 1ère c lmai xix tovana laharana 5 masontsivan’i gilbert de landsheere ir... |
Ts imanato fa inona izao leisy a ! Taitra torimaso koa |
Fa mamendrofendro ahy ! |
Ny fotoana naharetan’ny famotorana ilana fotoana maharitra ny famotorana ireo jiolahy noho ny tsy famaliany avy hatrany ny fanontaniana. Ora maromaro no nanadinana ireo jiolahy ao amin’ny aml 3. |
Mianadahy izy ireo ka i neny no faravavy. Dimy ny anadahin-dreniko ary telo no rahavaviny. Ny raibeko sy renibeko avy amin i dada dia mbola velona avokoa, saingy ny renibeko avy amin i neny dia efa maty. I leza zokiko lahy dia nanam-bady an i siza mpifanolo- bodirindrina aminay ka niteraka an i noro izy roa. Telo taona... |
Ambohibary sambaina 1 ankazondandy 1 |
Op. Cit 35 |
Ady adidy ny adidy dia asa na andraikitra tsy maintsy ataon ny tsirairay. Ny ady kosa fifanoherana tsy maintsy hatrehana na atao fifandonan olona roa na maro. |
Loharanon-kevitra velonjanahary darhelle |
Fifanandrifian ny zana-peo mamarana i u u i hony hono |
An’ny lehilahy. Miseho amin’ny endrika isan-karazany amin’ny lafiny samihafa izany toe-javatra izany amin’ny fiainana andavanandro. Tsy mandeha ho azy, araka izany, ny ezaka fampitoviana lenta ny lehilahy sy ny vehivavy, fa misy sakana samihafa. Koa mila ny fahatsapan-tena sy fahatongavan- tsain’ny tsirairay, manomboka... |
He is educator social more is old enough to see the different default in life that we can correct it this work is divided into 3 main parts |
Araka io hita eo amin’ny fafana io, amin’ireo distrika 7 ao amin’ny faritra matsiatra ambony fianarantsoa voalohany , ambohimahasoa , ambalavao , ikalamavony , isandra , i vohibato ary i lalangina , dia distrika 3 no misy ny taninketsa ceres isandra , vohibato ary lalangina marihina fa ireo distrika telo ireo no nitamb... |
Matematika |
Ny tahirin-kevitra anisany zava-dehibe ny fikirakirana tahirin-kevitra samihafa amin’ny asa fikarohana. Amin’ny alalan’ireny tahirin-kevitra ireny no ahafahana manaporofo izayambara. Ireto avy ireo tahirin-kevitra efa nokirakirainay ka nahazoana izao vokatra izao sy ny mbola hokirakiraina amin’ny fikarohana manaraka ny... |
Tany ambohitrarahaba, avaratrrantananarivo, no filalaovany, ka nataony indray mandingana ihany hatreny ambohidrapeto ka hatreny ambohitrarahaba. |
Deschamps4 dia nilaza fa avy any indonezia ny malagasy. Indonezianina ni fangaro tamin’ny vazimba no nanome malagasy. Mbola manamafy izany i grandidier5. Fahafoko, tany ho any amin’ny taonjato fahadimy tany, dia tsy namboly na niompy ny malagasy teto. Nony tafiditra teto ny indonezianina dia nampianatra ny fomba fambol... |
L’amélioration de la gouvernance et le redressement de l’autorité de l’etat constituent actuellement un défi majeur. L’enjeu est de taille, sachant que l’appareil administratif de l’etat est fragilisé à tous les niveaux par des maux profondément ancrés et quasiment généralisés tels que la corruption, la politisation, l... |
Tontalin’ny tambatry ny tononkalo misy ny toetra mandrorona 44 na 42,71 |
Vonjy 04 marsa 2003 |
Timothy ware 1997 |
Ambohitrandriamanitra merikanjaka |
Vatan’ny hira gasy renihira |
Nosotroiny, notaperiny, tsy navelany ho antsika ny mangidy sy mangeroka tamin-tolom-panafahana, na ny kapo-pijaliana, na ny rà najininika rehefa ho an’ny tanindrazana tsy mba nisy niatahana. |
T33, t55, t59, t89, |
Ny lohatenin’ny zana-pizarana tsara raha asiana elanelana ny lohatenin’ny fizarana lehibe sy ny zana-pizarana, ary ny teny voalohany manaraka azy. Mba hanavahana azy, azo atao ny manipika ny lohateny, raha toa ka mitovy amin’ny lahatsoratra ny endri-tsoratra ampiasaina aminy. Fomba hafa ihany koa ny manao azy ao anaty ... |
Mpianatra mahay manazava amin’ny hafa ny momba ny vintana sy ny finoana amam- piheverana mikasika izany mpianatra mahay mandrindra ny fiainany miroso amin’ny fampan- drosoana ny fiainany sy ny fiainam-piarahamonina manoloa- na ny fisian’ny finoana ny vintana |
Ao amin’ny boky navoakan’i gueunier n , sy i solo-raharinjanahary, op, cit, p.267 a tout ce qu’il fait, à tout ce qui lui arrive, il recourt à ces autorités 74 cousins, ny fomba malagasy, p.97 75 idem, p.112 76 idem, p.86 77 78 rahajarizafy, op, cit, p.43-58 |
Manana mifanatona manome endrika trano na akany no asehon’ny sary. Izany no nahatonga ny fanalavana ny akama hoe akanin’ny marenina tsy nataotao foana ny sary famantarana toy izao, fa misy tokoa ny hevitra fonosiny. Araka ny famaritan-drajemisa raolison, ny akany dia tranom-borona, izany hoe trano na tanàna nahaterahan... |
Fafana 02 ny fahasamihafan’ny toetran’ny tantara foronina sy ny sombin-tantara ary ny tantara tsangana 1.3.3-ny fomba famolavolan’iharilanto patrick andriamangatiana tantara foronina manana ny fomba famolavolany tantara foronina manokana iharilanto patrick andriamangatiana. Araka ny nambarany dia tantarainy amin’ny ten... |
Eo an- tananao ry raiko no mba hametraho ahy sy ’zay zavatra kasaiko dia hatoky ka ho sahy, na dia hoe tsy maintsy misy singo- dratsy mahasoa, eo kosa anefa tsy hisy izany hoe famoizam- po na dia potra- dava, tompo raha mba eo an- tananao afa- miarina hilofo tsy manome tsiny anao |
Fomba fiasa manome lanja ny mpianatra tsy tolotra avokoa akory ny fampianarana ao amin’ny sekoly akanin’ny marenina, fa mampihatra ny fomba fiasa manome lanja ny mpianatra koa ny mpampianatra. Mifantoka amin’ny fampandraisana anjara ny mpianatra izany. Mikendry ny fampivelarana ara-tsaina, ary manefy ny maha izy azy ny... |
Ineny, ilay tsy tapaka mizara tambitamby mirana aokizanin’ny tsiky manana amby |
Andriamalala , ilay vohitry ny nofy, tak. 67 |
Nanan-danja lehibe teo amin’ny fiainan’ny amerikana ny re nampiasaina nandritra ny ady mangatsiakan’ireo sivily izy io. Niteraka herisetra tany etazonia ny taona 1972 ka hatramin’ny taona 1980 ny fisian’ny re . |
Kisary 6 kisary maneho sy mamintina ireo dingana arahina amin’ny fanadihadiana lahatsoratra |
Ny sehatra hanatanterahan’ny infor ny fampiofanana ataony ny infor dia afaka mampiofana ny sehatra rehetra, ary amin’ny ankapobeny dia saiky ny sehatra arak’asa no tena mila azy. Io sampam-pampiofana io mantsy dia mifantoka kokoa amin’ny fanofanana olon-dehibe, izany hoe olona efa somary matotra kokoa. Noho izany dia t... |
Misy koa fampahafantarana ny fomba fanaon’ny faritra sasantsasany, ary fanomezana zava-misy vitsivitsy hita eo amin’ny toerana iray. Ohatra ny fanaon’ny vehivavy mpantsaka eto andrenivohitra, 110 |
Andrianantenaina j. D. , |
Io ny tranonay. |
Goldenstein, op. Cit. P 103 on a souvant voulu voir la peinture un art de l’ espace, et dans le roman un art de temps. 71 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky ii, tak 49 72 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky ii, tak 120 |
Inona avy izy ireo? |
Nisy dahomeanina nahavita fianarana ambony ihany ary fatra-panara-baovao niresaka betsaka tamin’ny namany. Voalaza izany resaka fikasan’i roosevelt, prezidan’i etazonia, sy churchill, praiministra anglisy izany, teny ambony cuirassé anankiray. Hisy fanovana betsaka hono, aorian’ny fandresena amin’ny ady eo amin’ny fifa... |
Toerana ny 06 07 16 |
Sarihin’ny mpanoratra ny sain’ny mpamaky, mba hamerina ny soatoavina malagasy, ka tsy hijery endrika ivelan’ny olona, fa handray ny rehetra ho toy ny havana avokoa. Ny fifankatiavana sy ny firaisan-kina eo amin’ny mpiray tanindrazana mantsy no manamora ny fampandrosoana ny firenena. Ny firaisan-kina no hery , hoy ny fa... |
Araka ny voalaza teo aloha, dia manana anjara toerana lehibe eo anivon’ny serasera ny mpandray hafatra. Raha tsy eo mantsy izy, dia toa very an-javony fotsiny ihany ny hafatra alefa. Tsara hofantarina ihany koa ny momba ny mpandray hafatra mba hahafahana mandrindra ny hafatra ampitaina. Eo amin’ny sehatry ny fampianara... |
Ny fanenjehana ny fivavahana kristianina nafanavay no isan’ny niteraka famoronana tamin’izany. Nenjehana satria niala tamin’ny finoan-drazana. Teraka noho izany ny hira maintimolaly ahitana ny fanahy tena malagasy, satria ny misionera voaroaka, ny kristianina malagasy voahenjika. Tsy hira noforon’ireo misionera intsony... |
Cr ambohibary morarano antananarivo ambohimahandry north rn ii |
Maro ny endrika nisehoan’ny fitsimbinana ny aina teo amin’ny malagasy. Mialoha ny hidirana amin’ny santionany maneho izany ao amin’ny tantara foronina vakivakim-piainana sy onjam-pilafila, dia hotsiahivina aloha, izay atao hoe aina ny aina, araky rajemisa-raolison, dia izay mahatonga ny zavatra ho velona hery sy fahata... |
Teny fampidirana |
Araka io famaritana io dia misy elanelana eo amin’ireo toe-javatra roa ambara ireo, dia ny zava-misy ankehitriny sy ny tiana hajoro. Azo ambara araka izany fa io elanelana io no filam-panabeazana. |
Miantoka ny fiarovana ny aina sy ny fananana ary ny filaminam-bahoaka ny mpitandro ny filaminanana. Toy izao ny fitsinjaran’izy ireo ny tobin-jana-paritry ny zandary ny tobim-paritry ny zandary ny lehiben’ny borigadin’ny zandary . |
Toy ny tondroavaratra enti-mitarika ny lalan- kizorana ny tantara. Azo lazaina fa mandeha anjambany ihany ny olona izay tsy mahalala ny tantarany na tantaram- piainany manokana izany na ny zava-nisy teo amin’ny fiainam-pireneny, indrindra moa ny faritra onenany. Sary 3 ny tsangam-baton-drabezavana |
Celles qui consistent à répondre aux attentes, désirs et besoins de l’enfant impliquent donc une interaction entre maître et élèves. Avanzini g , 1996 121 . |
Nangataka onitra vola mitentina 100 000ar ny mpitory tompom-bary ho vidin’ny vary very. Ny fokonolona kosa nangataka mba ho 60000ar satria fotoanan’ny maitso ahitra ka sahirana sy sasa-bola avokoa ny rehetra. Dia tapaka fa io vola voalaza io no onitra tsy maintsy efainy amin’ny tompom-bary. Nomena fetr’andro roa volana... |
Ny fahafatesana aza. Natrehiny am-pahavononana sy tamin-kerim-po izany rehetra izany ho fitsonjovany ny soa ho an’ny tanindrazany. Naleony izy ireo no nijaly, toy izay ny taranany rehetra aty aoriana no tsy hiaina anaty fahafahana. Tena ho an’ny tanindrazana marina no nitolomany nosotroiny, notaperiny, tsy navelany ho ... |
Iankinan’ny fampandrosoana sy ny fampandehanana ny fiainan’ny fiaraha-monina ny sehatry ny toe-karena. Arakaraka ny fiharian-karena ao amin’ny fiaraha-monina iray no ahafahany mivelatra sy mandavorary ny sehatra samihafa. Ohatra, maneho izany ny toe-karena eo anivon’ny fianakaviana. Arakaraka ny vola miditra ao aminy n... |
Indraindray dia iniana ampiasaina ny mpanondro manondro ny akaiky hanondroana toerana lavitra mba handresen-dahatra olona iray na hamporisihana azy. Matetika ireo ray aman- dreny no mampiasa azy io raha haniraka ankizy. |
Rakoto benjamin , ny vary, col tatamo, 8p, 1987 -faublee jacque récit bara, imprimerie potat fréres, mâcon, mai 1947 -hubert paul, madagascar, enseignements agricoles, antananarivo, b. D. P. A. 1970, 19p -centre pédagogique de madagascar, le riz, tananarive 1964, 09p centre pédagogique de madagascar, le riz sarclages, ... |
Eny an-tratran-tendro eny, eny anivon ny sampaho, misy bitsika miteny, mampisinda ny talaho, |
Ambohitrandraina 7 epp ambohimarina epc ambohimarina ambohomarina 8 epp bemalaza epc vinany bemalaza- vinany 9 epp ambodivato epc ambodivato ambodivato 10 epp ambohijafy epc ambohijafy ambohijafy 11 epp amboaroy epc amboaroy amboaroy loharano p. C. D. 2008-2015 |
Kolikoly manolikoly |
Tsy fantatry ny vary, ary koa manjary 25 hadinon’ny fitafy velona fa mihafy tsy mampaninona ahy ny very ny hareko! |
Ireo mpiompy |
Na dia sendra fahavalo sendra zary romotra, masiaka, dia mahery ihany isika! |
Fanaovana asa fikarohana hoenti-manangana ny lesona manaraka |
Volcan et lac tritriva wikimapia http wikimapia org 12262422 fr volcan et lac tritriva |
Ny vehivavy eo anatrehan’andriamanitra, kanefa tsy toy izany ny zava-mitranga eo anatrehan’ny fiangonana. Noho ny fomban-tany tamin’izany fotoana izany sy ny tantara mantsy dia nahitana fomba fijery manambany ny vehivavy ary tafiditra tao amin’ny fiangonana ihany koa izany. Na izany aza, niezaka hatrany ireo mpitondra ... |
Kanefa etsy ange e! Raha samy hisalo-damba feno lay ihany ve tsy aleo miova jery tsy hankafy ny irery! ? |
Amin’i samuel ratany, tsy fahoriana fe fahoriana niraisan’ny tamin’ny malagasy ihany no nihatra taminy, fa arakaraka ny androsoan’ny fotoana no mampitombo hatrany ny fahoriany. Izany hoe, miampy hatrany ny havesatry ny fahoriana eo amin’ny fiainana. Izany, indrindra, no ambarany amin’ity andininy iray ity toa merika ho... |
Ohatra mila efitrano ny sekoly hanaovana tranom-boky, mila fiara hatao fitondra mitsangatsangana na manao hetsika ivelan’ny sekoly, mila kianja hahafahana manao fanatanjahan-tena. Ny tompona andraikitra ao an-tsekoly rehetra no mitady ireny fikambanana na orinasa mpanao asa soa sy asa sôsialy ireny sy miara mandrafitra... |
Ao amin’ny as dia tsy andraikitr’i andry mivantana ny fandaminana ny ady nifanaovan’ireo mainty sy fotsy hoditra tao afrika atsimo, saingy noho ny fahatsapany ny maha olon’ny fiaraha-monina azy, dia notanterahiny izany asa izany. |
Lita hitan ialahy amin izany rakoto |
Fizarana i ny zava-nisy teo anelanelan’ny taona 1922-1945 nanosika ireo mpamoron-kira teatraly hanabe ny vahoaka raha vao miresaka literatiora an-tsoratra, dia mby ao an-tsaina avy hatrany ny hoe asa soratra misy mpamorona fantatra mazava, ary voafaritra tsara ihany koa ny vanim-potoana nanoratana azy. Tsy tongatonga h... |
Efa voalaza tamin’ny firesahana ny momba ny aingampanahiny fa ny zavatra iainan’ ny eja na ny zavamisy manodidina azy no mitarika an’ ny eja hanoratra. Amin’ny ankapobeny dia mibahana ny 85 isan-jaton’ ny tononkalony no miventy ny fitiavan’ olon-droa. Izay tsy inona fa ilay fitiavana niainany teo anatrehan’ ilay olon-t... |
Ireo zavaboaary hita ety an-tany a- ny tantely iray an’ ny bibikely nahasintona sy nahasarika ny mpanoratra, ka nahavitany tononkira ny tantely ny tsiro mamy ao any no tonga ao an-tsaina voalohany, raha vao resaka azy io, ary tena mampiavaka azy tokoa izany. Manana ny fomba fiasany manokana, ary azo lazaina fa anisan’n... |
Fahatelo farany, ny anaphore no anantitranteran’ny mpanoratra ilay toerana mety hahitana ny fiainam-baovao asehony amin’ny alalan’i kristy eto, ao amin’ny andininy faharoa. Mifanesy eo an-doahan’andalana voalohany sy faharoa ny mpisolo toerana ao handokoana ilay fihetseham-po mipololotra tao am-pon’ny mpanoratra, izay ... |
Baiboly, 1 korintiana 13 13 |
Rainibozaka tsimanato ra-gly |
Faritra mialoha ny vatohara ahitana fotaka sy fasika ary feno zavamaniry, toeram-pivelomana sy fialofan’ ireo zana-kazandranomasina |
Ny fitsipi-pifehezana ao amin’ny sekoly |
Ramister, te ho solombava, 12 aogositra 2006, ton.16, tak 22, boky i 105 ramister pôlitikan-dry poly be fika, 27 aprily 2006, ton.7, tak 13, boky i |
Rajaona, efa voalaza, tak 103, nasiana fanovana kely izay voalaza ka tononkalo no nataonay eo amin’ny toeran’ny lahatsoratra noho ilay vondrona ambara mifototra amin’ny tononkalo. 129 vondrona ambara, tak 18 ; 87 ; 91 |
Na dia vokatry ny fihetseham-po aza ny fitiavana dia manana toetra tahaka ny zava- boary manana aina koa izy teraka, mivoatra, mihalehibe, ary tsy maintsy miafara amin’ny fahafatesana ihany; na inona na inona antony. |
Ravelojaona, tanindrazana sy firenena ary isika malagasy, imprimerie spéciale, anjohy, 1972, tak72 9 resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra, tao an-tranony, ny 01 jolay 2011 |
Famaritana ny fitiavan-janaka ao amin ny reny araka ny hita ao amin ny boky. Hery manan-kasina efa voajanahary ao amin ny vehivavy ny fitiavan- janaka. Manambara izany i dokotera ramiarana, i sahondra, ary ny mpitantara. |
Eliza freda, ilay reny tsy miteny and.1, in vondrona ambara1, tak. 53 |
Toa kintana kely ny fomba fiantefany maniry hanely ny tara malefany |
Misy fasanao ny tany, tanintsika nilalaovana, fitondrana manko ’zany mody vovoka nanaovana, 15 nefa isika mino kosa, fa ny nofo no simbana, sazy sy fandoavan-trosa eo ivelan’i kanana. |
Ii boky sy tahirin-kevitra 1- amin’ny teny malagasy andriamahazosoa ia et alli ny vato ve no hiantsoantso librairie. 2004 mixte. Antananarivo andriamahazosoa ia saino izany anio. 2011 |
Ny fonao ankavia |
Ny fandinihan’i miaro ny fihetsik’ireto olona nivantanany no nanosika azy hifofotra mafy amin’ny fianarana ary dia nandaozany ireo namany. Ny fiarahany amin’ireo mantsy hampiataka ireto ivantanany aminy. Ny fanovana endri-javatra avy amin’ny fanafoanana ny oharina no nanehoan’ny mpanoratra izany. Ny oharina eto dia i m... |
Otrikafo, vahaolana mahomby, novolavolaina sy natontan’ireo mpikambana ao amin’ny otrikafo, antananarivo, janoary 2006, tak 44 |
Fikorontanan’ny tokantrano iray vokatry ny toetra ratsin-dramatoa no trangam- piainana notantaraina tao. Mpivady tsy tafasaraka no lohateniny. Mikendry ny hampisaintsaina ny mpihaino manoloana ireny toetra ireny ny mpiventy. Heverina ho maivana mantsy izy ireny ka toa tsy mahataitra ny maro. Ny fahaizan’ny mpiventy man... |
Ahitana akany fanabeazana maromaro ihany ny ao ambohimahavelona. Misy ambaratonga fototra , misy ihany koa ambaratonga faharoa. Nahita tsirony tamin’ny fianarana ny mponina, ka tsy nataony ambanin-javatra izany. Maro ny zanaka avy amin’io tanàna io no efa lasa mpiasam-panjakana ka |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.