text
stringlengths
10
11k
Ry andro sy fotoana avelao aloha hisaona ’ zay very antenaina sy nilaozana maraina
Ao amin’ny fizarana fahatelo no ametrahana ny anjara toeran’ny vehivavy
Amin’ny maha mpanoratra azy
L’approvisionnement en eau est une activité essentiellement dévolue aux femmes et aux petites filles. Les hommes y participent de façon tout à fait exceptionnelle, mais les jeunes garçons collaborent à cette activité même s’ils sont moins nombreux que les filles. Environ un quart des personnes qui participent à l’appro...
Bernard l dominique r 1986 georges j , 1960
Formation professionnelle initiale fpi
Ny sarin-teny mampijoro ny fampiorenam-paka ny fitiavana. Isan’ireny ny fahaizana mahatsapa, fa nisy akony tamin’ny fiainana anaty ny fananana olon-tiana. Matetika dia misy alahelo na fahoriana tsy mety sitrana, raha tsy ny olon-tiana sy tia no manafaka azy. Ny fahatsapana fa manova ny fiainana ho lasa hafaliana ny olo...
Tak 166, ii tak 167, ii sahondra
Mifandray sy mifanampy ny tantsaha ao amin’ny fiarahamonina misy azy. Misy ny rafitra sy ny fitsipika ifampifehezan’ny tsirairay amin’izany. Raisina ho toy ny havana akaiky ny mpiara-monina na iza izy na iza raha sendra misy ny mania dia miaraka manarina azy ny rehetra. Tanteraka eto ny fomba fiteny hoe mpirahalahy mia...
Raiki-pohy mi-m e st an a1 e st s a0
Fikarohana hahazoana ny mari-pahaizana certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N.
Ny hita tao amin’ny kilasy faharoa
Mahereza!154
Ny fifandovana apostolika manamafy ny fitohizan ny fiangonana hatramin ny nanorenan i kristy azy. Manamafy ny fitohizan ny fiangonana hatramin ny nanorenan i kristy azy. Ny fitohizan ny fampianaran ireo apôstôly no tena zava- dehibe noho ny fifandovana apôstôlika ny voarakitra ao amin ny baiboly
Olana vitsivitsy mifandraika amin’ny fampianarana fanadihadiana lahatsoratra tsy asa mora ny fampianarana fanadihadiana lahatsoratra fa isehoan ny olana maro izay mazàna dia olana mifandray amin ny hairaha fototra efa ananan ny mpianatra, ka na eo amin ny lafiny teny izany na eo amin ny lafiny fifandraisana mihitsy iha...
Iray i sam- pokontany
Une partie des ressources stables vont financer les actifs immobilisés et le reste, soit 648.223.963 fmg, qui constitue le fr, est affecté au financement des besoins d’exploitation, le bfr. Actifs immobilisés immobilisations brutes 1.635.264.832 charges à répartir 82.010.316 1.717.275.148 ressources stables capitaux pr...
Saingy izao no mahonena ilaozana ny fahendrena ny harena no tompoina ny maha olona lotoina ka hatramin’ny safidy ankehitriny no amidy ny vola sisa no andrianina vao tandindominy dia fanina ka avadika ny marina. Teti-dratsy no ampiharina ary tsy mihambahamba fa manao ampihi-mamba jamban’ny fitiavan-tena ka ny hafa no ho...
Ny mahatonga ny fitsirian’ny fitiavana antony maro no mety mahatonga ny fitsirian’ny fitiavana. Matetika izy ireny dia miainga amin’ny fahitana ny endrika ivelany, dia ny hita maso sy ny azo tsapain-tanana. Anisan’izany ny endrika amam-bika sy ny toetra amam-pihetsika ary ny filàna hafa.
Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin’ny fela-tanana ilany. Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana. Na dia tsy misongadina loatra aza ny fifampitsofoan’ilay tanana dia mbola mitovy hevitra...
Angamba ifaliako
Setry setrisetry
Davant lbcrufl dava. Douille de la chambricrcl kiv irouy. Dressage fanjarahosy drcsse folaka, v. Aussi konda, mando oron’omby.
Dia tonga teo i jodasy sikariota nanome famantarana nanoroka azy sady niteny izy nanao hoe e e e mpampianatra ô ô, finaritra raby e
Iii.2-ho an’ny mpitondra tetikasa
Sotomy haingana leisy a! Faty ko roràna angaha ialahy tsy mba ho faty?
Ambohidratrimo 34669 12795 4474 51938
Fampidirana sasim-panombohana
Fanafohezan-teny ar ariary
Tsy ny fari-piainana ihany no ahitana ny tsy fitoviana, fa eo ihany koa ny resaka firazanana na ny saranga. B ny tsy fitoviana eo amin’ny saranga nisy fihetsiketsehana maro teo anivon’izao tontolo izao ho fanoherana ny fanavakavahana. Tsy rava tanteraka akory izany fa mbola mitoetra hatrany ny tarazo fahizay. Tsy lefy ...
Anjanahary 2 anjanahary 1
Ny boky momba ny tantara sy haitsikera febvre l , combats pour l’histoire , éd. Armand colin, col. Economies, boulevard saint michel, paris 1953 georges j , le roman, éd. Du seuil, paris 1971, p.140 moulin g , poésie et société, p. U. F, paris 1962 ratsiraka d , fototra iorenan’ny revôlisiona sôsialisita malagasy, impr...
Raha toa ianao mandinika na ngeza na madinika dia ny rivotra fiaina efa mihamanaintaina
Ny lalan-tsaina ilafihan’ny asa tsy mihambo ho mahafehy ireo lalan-tsaina rehetra mikasika ny fandalinana lahateny izahay ary tsy notanisaina eto avokoa izany fa izay tena nifotoranay nitondrana ny asa no indreto soritsoritana amin’ny ankapobeny ny lalan-tsain’ny fanambarana
Chalutier 183 hoy i be alexis tompon’andraikitry ny jono, monina ao ankiakandrefana, 58 taona, ny 25 martsa 2013 tamin’ny 2 ora ka hatramin’ny 3 ora sy sasany. 184be alexis tompon’andraikitry ny jono, monina ao ankiakandrefana, 58 taona ny 25 martsa 2013 tamin’ny 2 ora ka hatramin’ny 3 ora sy sasany. 185 palengre
Efa natsidika tany amin’ny fetran’ny asa moa, fa maro tokoa ny asa soratra novokarin’i jo andrianasolo. Ny tononkalony ihany no hokirakiraina amin’ity asa fikarohana ity. Koa raha hiresaka asa soratra izahay amin’ny fizarana sy ny toko samihafa, dia ny tononkalo avy hatrany no tonga ao an-tsaina. Atomboka amin’ny fijer...
Nolazaina fa adim-poko izy ity tany aloha, kanefa niitatra ka nidiran’ny firenen-dehibe an-tsehatra amerikanina, frantsa sy ny fivondronam-be iraisam-pirenena manamarina izany ny fandefasan’ny fitsarana iraisam-pirenena didy fampisamborana ny filoha soudanais omar el-béchir noho izy voalaza fa nanao heloka famonoana ol...
Ohatra fanomanan-desona kilasy t9
Izay mampifandray ny mpampianatra sy ny mpianatra. Ireo fifandraisana ireo dia voahodidin’ny tontolom-panabeazana ny olona. Io telozoron’ny haifampianarana io no mamintina ny fahalalana tokony hananan’ny mpampianatra alohan’ny hampianarany.
Fotak’onja inona nampihotaka fanahy no nandifotra ny fony? Va fitak’onjam-piainana nandritaka ny sainy?
Milaza kolontsaina oh marika eva na dindo
Mifaningotra amin’ny fiainana maha zaza ny lalao. Ny famerenan’ny mpanoratra indray ireo lalao nentin-drazana nifaningotra amin’ny maha-malagasy no asongadin’ny rima mifaningotra eto. Tsy ny lalao ihany no azo heverina ho mifaningotra amin’ny fiainan’ny amkizy. Ny fitiavana fianarana, toetra tsy afaka amin’ny ankizy ra...
Encyclopedia universalis, dirigé par claude gregory, in ethnologie, paris, première édition 1968-1975, vol 6, p 676 l’approche ethnologique est fondée sur l’observation directe , participante faite sur une société par un individu qui lui est étranger
Jereo kisary faharoa
Takila 10 nony nikatso vao hoe dony aho ranaotra!
Raha izany ny mikasika ny famonoana ny omby dia hiverenantsika indray ny amin’ny fombafomba atao rehefa azo ilay ran’ny omby tamin’ny kopy fotsy nifangaro tamin’ny ranon’i matata a teo, ary efa vonona koa ny tsongolovolo hamafazan-drano dia manao ny fafy rano na tsodrano amin’izay ny mpanjaka isata anaomby iray izay to...
Pour toutes les courses. Veiller à ce que le poids des bêches soient en bonne mesure que les athlètes manipulent correctement en réalisant la course. Pour les minimes, entre 12 à 15ans, la longueur de la bêche ne doit pas dépasser le 1m50 avec un poids compris entre 1kg à 1kg1 2. Pour les cadets et les cadettes, entre ...
Fahalalana mahaliana. Efa novahavahana tamin’ny fizarana teo aloha ny momba ny fampianarana mahaliana. Ny hafatra na ny fahalalana ampitaina amin’ny mpianatra dia tokony hahaliana sy hahasarika azy ireo. Tsara araka izany raha trandrahina sy karohina ireo fomba sy paikady ary ireo lohahevitra mahaliana ireo hampitana n...
Azo heverina fa misy ’’pôlitika momba ny teny’’ ihany ataon’ny ceres amin’ny fanorenam-paka ny teny frantsay any amin’ireo mpianatra mpampianatra manana mari- pahaizana ambony bacc 3 no mampianatra ny taranja frantsay ao amin’ny kolejy saint michel andranovorivato raha toa ka bakalôrea ny an’ny mpampianatra amin’ny tar...
Piofanana fitsaboana teny amin ny oniversiten antananarivo, isan ireo mpianatra nipetraka tamin ireo trano naorin ny fanjakana izy ireo. Rehefa vita àry ny fianarany dia nanangana tobim-pahasalamana teo an-toerana izy. Ny hafa kosa havan ireo mpianatra, ary io mpianatra io no nanoro hevitra azy hividy ny trano amin ny ...
Fanamarihana matetika ny ray aman-dreny mametraka fisalasalana sy tahotra mikasika ny fifaneraseran’nny zananny amin’nny olona eo amin’ny fiarahamomina. Raha mafy orina tsara anefa ny fanabezana avy ao amin’ny ankohonana dia tsy tokony hisy ny olana.
Tsy manamafy ny hevitra efa voalaza fotsiny ny mpanoratra eo, fa sady mamintina ireo hevitra ihany koa. Milaza izy fa ny fitiavan-tanindrazana, dia tokony haseho isanandro amin’ny alalan’ny fandraisan’andraikitry ny tsirairay avy. Ny fanaovana izany am-pitiavana sy am-pahendrena, ary koa ny filofosana amin’ny fanatante...
D’être fautives à chaque fois qu’un responsable vient les voir. Cela met les familles dans un état de méfiance. De temps en temps, il y a une évolution sur la relation avec les familles. On les voit avec l’invitation à partager un gouter dans leurs maisons. Il a été constaté que la fréquentation des familles dans leur ...
Développement économique et social, tak 10. Le progrès social cerne les activités personnelles dont le travail.
Fafana 4 ireo mpandray anjara ao amin’ny tantara foronina ramose
Sahala ny kanety anaty sahafa ny fiainana, ka miodina etsy mikorisa eroa, farany mari-toerana.
Rny fiainam-pirenenar, randriamarozaka, rhaisoratra sy firenenar, in bulletin de madagascar, lah.327, mars-avrily 1974, tak.244 vanim-potoana rfanalalahana
Azo ambara fa tsy dia lavitra ny renivohitra loatra no misy ny kaominina antanetibe mahazaza. Araka izany, tsy dia sarotra ny fifamezivezena izay anisan’ny tombontsoa manokan’ny fiompiana akoho sy ny varotra.
Ny fotoana anatin ny tantara no handinihana izany, ka andeha hojerena indray ny momba izany.
Bernard gaudin, les projets de développement, et les facteurs sociaux culturels en milieu rural africain, in la culture clé du développement cité par riaka dans son conception courante, un projet de développement est caractérisé par la définition préalable d’objectif à atteindre, simples ou complexes, les moyens locaux...
O! Maty ny masoandro, ka tonga indray ny alina hanarona ny tany, onenanay ety hamiratra aok’izany, ny kintana alinalina he! Feno diamondra ery ambony ery.
Any izao dia misy miondrika mangina fa sendran’ny fandavàna.
Miramiran-dava anaty fiafina, natsirin’ny natiora. Va lah.85
Fiverenana manantena aho ry tompo fa hahazo avy aminao famotsoran-keloka sy famonjena tsy mba roa.
Vatican ii, gaudium et spes, n 9 2 les femmes, là où elles ne l’ont pas encore obtenue, réclament la parité de droit et de fait avec les hommes. 121 vatican ii, op. Cit. , n 29 2 ces droits fondamentaux de la personne ne sont pas encore partout garantis. Il en est ainsi lorsque la femme est frustrée de la faculté de ch...
Ireo haitsikera nampiasaina tahaka ny hoe manjaitra mila fanjaitra, miasa tany mila angady, dia mila mampiasa haitsikera koa ny mpikaroka. Andry iankinan’ilay asa mba hahatonga azy ho siantifika izany. Haitsikera
Le gouvernement de la république française reconnait l’institution de l’etat malgache et la caducité de la loi du 6 aout 1896 55in takariva, 17 oktobra 1958, lah 2156
Famaritana
Nihazakazaka ny fandehan’ny toe-draharaha teto an-toerana 89 nokabariana tamin’izay fa mbola ho eo amin’ny toerany ihany ny mpanjaka. Mahazo manjaka finaritra ao manjakamiadana izy, fa ho ambany fiarovana fotsiny. Hampiondrehina hanao teny miera fa tsy ho masi-mandidy samy irery. Nisy solontena ambony avy any frantsa, ...
T84, t98, t100, t101,
Mandresy ny didim-pandavana sy toetra tsy tian’imalala !
Misy voka-tsoa azon’ny firenena ao anatin’ny fiompiana akoho. Tsy azo lavina ihany koa ny fisian’ny tombon-tsoa azo avy amin’ny fifandraisana amin’ny firenena any ivelany na ara-barotra io na fiseraserana.
Fanadihadiana nataon’izy ireo ny volana oktobra 2012.
Col. Repères pour
Inona no asan’ny ray aman-dreninao? Tsipiho eo ambany izay izy, dia sorito eo anilany ilay asa mpiasam-panjakana ambony mpiasam-panjakana tsotra mpiasa ambony amin’ny orinasa tsy miankina mpiasa tsotra amin’ny orinasa tsy miankina mpiasa tena tsy miasa na efa misotro ronono 7- tia miady hevitra ve ianao? Eny tsia 8- in...
Nanana ny hasiny rakoto taloha 2 nanao ahoana izany hasina izany rehefa lasa nahantra izy? -very ny hasiny rehefa nahantra izy 3 mety hanao ahoana ihany koa izany io hasina io? -mety ho very ihany koa izany ny hasina 4 azavao ny hoe very hasina nanana ny hasiny ilay olona taloha saingy noho ny zava- nitranga teo amin’n...
Pas de processus d’amélioration
Portraits littéraires, tome i, ed. Gallimard, paris.
Statut dynamique du personnage de l orphélin dans le roman francophone d afrique subsahari-enne, littérature, université de sorbonne nouvelle, paris iii.
Lalina izany!
Cecam caisse d’epargne et de crédit agricole mutuel
Karazana mpizahatany tonga ao tritriva ny fizahantany dia fivahinianana any amin’ny toeran-kafa ivelan’ny fonenana mahazatra, tsy mihoatra ny iray taona ary noho ny antony samihafa, mety ho asa, fialamboly, fikarohana, fitsaboana tena, azo sokajiana ho toerana efatra lehibe no manintona ny olona ao tritriva. Sokajin’ol...
Sary 04 santionany amin’ireo asa tanana amidy 76
Akory , inona, angamba,
Vahiny an-tanin’olona izy any amin’izay toerana hiasany, indrindra moa rehefa tonga iny ny hariva sy ny alina. Any an-tanim-bahiny hoy ny tononkalony iray ’zany alina an-tanim-bahiny, toa lava dia lava ry lahy! Anofisana ny andro fahiny, ary isentosenton’ny fanahy ’zany orana an-tanim-bahiny, mba mora mianjera hafa iza...
Tableau 2 compte de résultat simplifié de l’association koloina en millier d’ariary
Manefy ny fisainana ny teny satria ny sain’ny olona dia volavolain’ny teny ary amin’ny alalan’ny teny no andraisan’ny olona fahalalana. Kolontsaina iray miorina amin’ny asa sorara ny s. M, noho izany ny teny no fototra ananganana azy. Ireto amin’ny ankapobeny no tsara hatao rehefa hanoratra tantara hatao s. M mamaritra...
Ankona tsy nahateny i bema fa nivandravandra fotsiny nijery an-drahary. Tsy nahateny koa rahary fa mbola feno loatra ny fony rehefa tsy roahinao handeha io vehivavy tsy vanona io dia izaho no handeha, hoy i mavo. Ary tsy ataoko vita mora ny nataony ahy teo fa tsy maintsy migadra io hazavao amiko izay nitranga teto fa t...
Dadilahy marosehana
Ingahy rainisoa ingahy rasendra vazimban’ambato ingahirainy tantara rehetra
Du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale capen
Aml 3 nalain’ireo jiolahy an-keriny ny vady aman-janaky ny profesora rabarinony sy jaoba lucien ho fanerena an-kolaka azy ireo hiasa amin’ny tobim-pikarohana lehibe ao afrika atsimo.
Tahaka ny ankizy rehetra, manana izay fialamboly ataony ihany koa ireto mpianatra ireto. Raha eo anivon’ny sekoly manokana, ny fanatanjahan-tena no fialambolin’ny mpianatra toy ny basketball, football raha nanontaniana ihany koa ireo mpianatra dia saika ireo no ialany voly na dia any an-trano aza, indrindra fa ny tovol...
Teny an’ohatra no hanehoan’ny mpanoratra fa eny anivon’ny fiarahamonina eny, dia misy ireo miady mafy amin’ny fiainana, ary misy ireo tsy misasatra kanefa miadana. Hoy i botsaiky mafy ny fiainana no sady kotrana
Cousins w. E fomba malagasy. Trano famoaham-boky protestanta 1963 imarivolanitra antananarivo. Aogositra. Tak 207.
Mikabary ny raiamandreny lehibe
Ny mpiteny eto no maneho amin’ny itenenana ny fiheveran’ny vahoaka malagasy ny amin’ny fahitan’izy ireo ny zava-misy eo amin’ny lafiny fampianarana. Miharihary amin’ny alalan’ny fampiasana ny matoanteny tsapa sy tsy miafina fa tombanan’ny mpanao ny hetsika, ny vahoaka ho marina ny toe-javatra ambarany dia ny hoe arakar...
Toy izao kosa no hita ao amin’ny avotry ny rafy nikotaba teo ankalamanjana talaky maso ny haren’i vonizongo
Loharano nanovozan-kevitra charles rajoaelisolo, origine et évolution de la poésie contemporaine malgache, bulletin de l’encademie malgache, nouvelle série, tome 36, tana, 1958
Ohatra 2 fahafahana ho an’iza? , avelo-nidor eto maty noana sy mandry andriran’antsy efa ho isan’andro vaky ny teny hoe mandry andriran’antsy eto dia maneho ny tsy fitonian-tsaina sy ny tebitebin’ny vahoaka noho ireo asa ratsy nanjaka teto amin’ny firenena. Tsy milamin-tsaina intsony rehefa mipaika ny alina. Horohoro s...