text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny endrika anatin’ny fasana |
Ny fanabeazana dia ny fitambaran’ny dingana sy fitsipika hahafahan’ny olona rehetra mivoatra makamin’ny tontolo feno fahalalana, io fahafahana mivoatra io no manavaka ny olombelona amin’ny biby. 8 |
Laffont r gardes f 1976 introduction à l’analyse textuelle, paris, larousse. |
Ny seha-pihariana fahatelo saika ny antsasaky ny mponina 49,76 no tafiditra ao anatin’ity sehatr’asa ity, indrindra tato anatin’ny taona roa nahasahirana ny firenena izay. Enta-madinika ilaina eo amin’ny fiainana andavanandro toy ny vary, savony, siramamy, voamaina isan-karazany no amidiny, anisany manamarika ny tany a... |
Izany mba hamotopotorany ny fiampiainan’ny malagasy, ary hahafahany manomana tetika fanakorontanam-pirenena. |
Beaujard philippe islamisés et systèmes royaux dans le sud est de |
Soa fa nisy ravina nahintsan’ny omaly mba azony nangonina soa fa nisy kalo sy vetso nifamaly mba azo nongononina. F’izay fanantenana tandaingona harefo tsy azony fihinina voatavo tsy mifandraka, marisa sy marefo mankianan’ny ririnina. |
Tolo-kevitra ho fanatsarana ny fandaharam-pianarana ny fandaharam-pianarana, dia tokony hamaly ny hetahetan’ny mpianatra, ny mpampianatra, ny fiarahamonina, ary ny firenena. Nanome tolo-kevitra ny mpianatra sy ny mpampianatra. Ny avy amin’ny mpianatra ihany no voasokajy isa- kilasy. Haseho etoana ireo, miampy ny lohahe... |
Hoy indray i claire ao amin’ny voankazo nadrarana ary jereo koa, fa angamba lahatry ny vintana ny tsy namelany antsika hiara-dia mandrakizay, mba. Hahavelona ny fitiavantsika mandrapaha-tapitr’izao tontolo izao. Avelao kosa ny fitiavantsika hikarenjy mandrakizay ao anaty sahan’ny nofinofy tsy tanteraka mba tsy hanadino... |
Nv eja. 2003 |
Le protectorat de la france, avec toutes ses conséquences, prenait déjà la forme de la colonisation. La reine doit cependant signer, le 17 janvier 1896, jour de l’arrivée à tananarive du résident général, une déclaration par laquelle elle reconnaît la prise de possession de madagascar par la france. Le résident ne parv... |
Ny mponina |
Fafana4 fafana maneho ny isan’ny mponina araka ny sokajin-taona |
Fa tsy takatray lazaina na dia azonay an-tsaina tsy hain’ny hiranay kaloina ; tsy hain’ny sarinay lokoina ny fahendrena sy fitivana nohalanany fitiavana nomeny anay hatramin’izay nomen’i neny i neninay tsy hain’ny herinay valiana na dia be ny faniriana ka ny vavakay mirindra ; ny faniriana kanto indrindra asandratray o... |
Raha namelam-bonitsiky ny molotrao manify omaly atoandro iny dia nitsiky taminy aho fa noheveriko, ahy irery ity tsikin-janak’olona midongidongy kely mahafatifaty ery kanjo taitra tampoka aho fa izay mitazana azy dia mianoka hafaliana fa izay ilay fitsiky |
Ny fahakambotiana |
Hazo kesika 4m x 0,18 20 0 20 0 70 0 0 |
Fournet-guerin c. , op. Cit. Tak. 351. C est sans doute dans le champ politique que les tensions ethniques se manifestent le plus, en raison de leur forte visibilité |
Isan-jato bezanozano 60 merina 22 betsimisaraka 12 hafa 6 |
Raki-bolana encyclopédie de la pléiade coll. Bolloné edition gallimard. 1968 dictionnaire le petit larousse illustré larousse. Paris. 1816 p. 1980 dictionnaire universel de poche hachette. Livre et librairie générale 1992 française. 759 p. |
Ry poety, ry mpikalo, ry zanaky ny alina, ny alinao no ora famohazan-java-dalina. Ny antoandro famoriana ny vetsovetsonao raha tonga kosa ny alina, kaloy ny hiranao. |
Ahitana teny verin-droa ihany koa ity tononkalo manaraka ity, saingy ny hevitra entiny no tsy mitovy amin’ny teo aloha rotoroton-dia mihazakaza-dava manenjikenjika ora tsy tratra hosinambotra fa tarotarok’aloka manjavona sy rava fofompofon-drivotra manentohenton-tsiso manentsinentsina orona manonjan-debolebo |
Ny ftg kosa indray dia manao ireo taranja rehetra fahita eny amin’ny fampianarana ankapobeny. Ny taranja histoire- géographie sy ny sciences naturelles no tsy ataon’ny ftg, fa misolo téchnologie sy dessin industriel ireo taranja roa ireo. Ankoatra ny fampiharana atao any amin’ireo atelier samihafa, dia misy koa ny fits... |
Lenslaer, alphonse 1983, dictionnaire swahili français, edition karthala, paris, 646 |
Olona resen-dahatra voafantina manokana sy ny olona resen- dahatra mahafaobe |
Zalamansky, l’étude des contenus étapes fondamentale de la sociale de la littérature contemporaine , in le littérature et le social, ed. Flammarion, 1970, tak 119 120 la sociologie de la littérature cherche à rendre compte au maximum de la littérature en tant que phénomène social et économique |
Ity no akany kitapo nifono, edenan’ilay fanaperana, hono, |
Ambanivohitra. Noho izany olona mila azy daholo isika, ka tsy maintsy miharitra ny toetrany. Mavo eiiy! Tsy voatery izahay foana koa no hila azy e! F’angaha raha mpanankarena sy manam-pahaizana ary tambonivohitra dia voatery handadiana lava izao? Mavo ka izany aloha izao no zava-misy eto madagasikara koh ! Mavo ary rah... |
Akany fifampandrosoana ambodinisotry |
Andriamanantena c panorama. Association culturelle albert camus. N 11. |
Tao koa ny fahatsiarovana ireo namana mpiray tanindrazana efa maty, nahavita soa teto amin ny firenena. Ohatra amin izany ny fiaraha-mientan ny mpanoratra ho fahatsiarovana ny namana iray, izay nanana ny lazany nefa maty tanora, dia i samuel ratany 1901-1926 izany. |
14 taona 3 1 4 10,52 12 10 22 47,82 15 taona 17 8 25 65,78 |
Mpandray anjara mpanampy personnages secondaires |
Sampana haiolona rantsam-piofanana siantsa momba ny ady sy ny filaminana lohateny ny fanajariana ny fiarahamonina araka ny feraomby, ao anororo; amparafaravola; faritra alaotra mangoro . |
Fanontaniana asehoy ny maha angano ny lahateny ny zanak’andriamanitra very , nalaina tao min’ny anganon’ny ntaolo, tak 195-196. Inona no zava-kendrena amin’io angano io? |
Anarana rahariniriana fanampiny hanitra alisoa adiresy lot iiiak 244bis ambohijanaka anjozorobe 107 lohateny ny asa fampandrosoana sy ny fikajiana ny tontolo iainana tarafina amin’ny fiaraha-miasan’ny ong fanamby sy ny fokontanin’antsahabe atsinanana kaominin’ anjozorobe distrikan’ anjozorobe faritra analamanga isan’ny... |
Faublee j 1947 |
Qui juge les compétitions ? C’est toujours les organisateurs qui jugent les compétitions, donc ce sont des membres de l’association locale, la formation des arbitres paysans succède l’effort de l’association après la vulgarisation. |
Ny fomba filazan-javatra nananganana ny mahatsikaiky |
Tahaka izany koa ny mpianatra, rehefa ampanaovina asa ka asaina mamakafaka tenina mpandinika na hevitr’olona, dia tsy maintsy manamarina ny heviny amin’ny tenina mpandinika na mpanoratra malaza izy sns. Mba hahafahan’ny mpampianatra mitsara azy fa tsy miteniteny foana izy, ary hahalalana ihany koa fa mamaky boky ilay m... |
Loharano ny mpikaroka |
Alarobia 28 62 90 lamesa faharoa 376 589 965 alakamisy 26 61 87 |
Anarana andriamalala |
Efa misy lalam-barotra ivelany izany ity asa ity. Ampy ny filan’ny eo an-toerana, betsaka ny ambim-bava azo aondrana, ka azo ivelomana tsara izy. Ny indro kely fotsiny, ganagana mandro izy ireo ka samy manao izay saim-pantany fotsiny , tsy mba misy fampiofanana omena azy ireo ka atahorana ny ho avin’ity asa ity atsy ho... |
Fafana 34 ny paika enti-mandray fahalalana |
Jereonareo imasindahy samisaona ’zay hototoina ao am-bavan’ny liona dia nahasahy izy niteny hoe izaho ’zao re no varin’andriamanitra ka hototoina138 ao am-bavan’ny liona |
Raha miresaka ny any ambanivohitra indray izy dia toy izao lalan-kely voamariky ny dia-tongotra no mitandavana ilay lakan-drano, ary feom-boron-kely sy ny hanitry ny zavamaniry dia, dia mandrotsirotsy ny fanahy sy tsaroana ho manamaivana ny fiainan’ny havokavoka. R f misongadina amin’ireo andalana vitsivitsy ireo fa ny... |
Ambaran’ny mpilalao ao amin’ny tropy jeannette eto, fa mbola manantena fihaonana indray amin’ny mpijery azy izy ireo. Ao anatin’izany no aniriany soa mba samy ho ela velona izy ireo sy ny mpanatrika azy. Mbola ahitana izany fanaovam-beloma izany koa ny hira famaranana ao amin’ny piesy teatraly h. M. , nosoratan-drakoto... |
Ezahina mba ho avy ao an-toerana avokoa ireo vokatra ampiasana amin’ny fandraisam-bahiny. Entanina, araka izany, ny mpamboly hamokatra ireo karazana legioma ilaina amin’izany karaoty, salady, anana isan-karazana ezahina ihany koa ny hahatonga ny faritra ho mpamatsy ny tsenan’ny kaominina amin’ireo vokatra miakatra. Eo ... |
Mpitan-tsoratra -mpitam-bola -mpanao taokaonty |
Takelaka notsongaina ii, ambozontany fianarantsoa, 562p. |
Jereo tovana laharana 9 |
Ny tantaran’ny literatiora malagasy zafindraony -ny vanim-potoana kristianina 1818-1896 |
Citer certaines caractéristiques du relief d’une région 3.5. Identifier un point, situer à une altitude donnée 3.6. Repérer certaines caractéristiques de la végétation d’une région |
Tsaroako teo daholo ny loza maro hafa nateraky ny tany ka nampijafajafa ; ny fo matoky loatra, tsy manana ahiahy, matetika mijaly, voafitaka tsy nahy. |
Ste rarijaona ets chapin soam maronjana kobama textile- service informatique manufacture de tabac fabrique de boissons gazeuses eau minérale lait concentré sucré, en poudre, farine lactée tabac à chiquer tabac à chiquer huilerie, tourteaux, fromagerie, jus de fruit naturel, lait uht ebénisterie, menuiserie construction... |
Ho tonga ao koa ny gouverneur général tamberintany toy izao no hita ao amin’ny avotry ny rafy mpifikitra amin’ny tanan’ ondry natolotra azy ny ankizy ka tsy manopy maso ny hofany égocentrique izy; |
Fayolle r 1969 |
Miara, famorana, 10 jolay 2007, ton 62, tak 68, boky i |
Tahaka izany no endri-pitondrana nisy niainan’ny mpandray anjara tamin’ity vanim- potoana voalohany ity. Endrika didy jadona ary tena ahitana fampijaliana mamaivay tokoa. Tahaka izany koa no nihatra tamin-drajaonary izay niezaka mba hifampisasaka amin’ny mpiasa ny taniny kanefa tsy neken-drainijery izany ny ampahatelon... |
Tsy misy hafa amin’ny soatoavina ananan’ny malagasy ny soatoavina misy eny, saingy tsara ampahafantarina ihany fa ny samy malagasy no mandala io firaisan-kina io, fa ny teratany vahiny, tsy mba mandray anjara amin’izany. Ka raha amin’ny tranga tahaka izao hasoavana, haratsiana , dia tsy maneho firaisam-po amin’izany iz... |
Ny fiarahamonina sy ny fampanjakana ny marina |
Kisary 1 fanehoana ny tsy fahafehezana ny habaka tao amin’ny kilasy fahafolo. |
Ankoatra izany dia azon’ny mpampianatra atao ihany koa ny mampiasa horonan-tsary na horonam-peo mirakitra fanadihadiana na tantara. Amin’ny maha tekinisianina ireo mpianatra ireo, dia azo antoka fa hahaliana azy ireo izany fampiasana fitaovana mihataka amin’ny mahazatra izany. Tsy azo ataotao foana anefa izany, fa ilai... |
L’anthropologue doit être prêt à passer beaucoup de temps sur son enquête, il doit rester en contact étroit et permanent avec les populations sur lesquelles il travaille. Evans pritchard e , anthropologie sociale, edition payot, paris, 1969, tak 79. |
Lahatsoratra eo amin’ny ilany havanana. Fanomezana lanja ny sary. |
Fandrotrarana an-tampon-tanàna no manotrona ny valala mpiandry fasana. Topazo maso ny tany sy ny fianakaviana. 124. Aza avela hisetrasetra ny mpanao ratsy, ampianaro azy fa harena ny fifankatiavana. |
Sahabo ho 100m miala eo amin’ny fikambana orinasa mpamokatra loko gamo no misy ny ltp ampasampito. Amoron’ny arabe no misy vavahady vy lehibe ahitana sora-baventy hoe lycée technique professionnel ampasampito. Eo amin’io vavahady io no fidirana ao amin’ny sekoly. Arabe vita tara no miditra any amin’ny sekoly. Ahitana z... |
Manaraka drafitra maty paika ny mpanoratra, ary efa natolony tany amin’ny fanombohana izany. Drafitra izay azo lazaina fa mifanaraka amin’ny voalazan’i françois richaudeau hoe na manao ahoana, na manao ahoana ny rafitry ny boky, ny drafitra ao anatiny dia tokony ho fohy nefa mazava, tokony ho mora hitan’ny mpianatra, t... |
Herinandro faha- 6 bronchite infectieuse new castle tad talovac 201 ib nd atsindrona herinandro faha- 7 choléra fc bacterin atsindrona herinandro faha- 11 choléra fc bacterin atsindrona |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i freeman j. 1993 l’enseignement coopératif fournit l’occasion à deux enseignants, dont la formation et l’expérience différent, de mettre au point une compréhension mutuelle, des opinions partagées et la volonté d’approfondir et d’améliorer la qualité de l’enseignement et ... |
Mena josiane 57 taona v |
Manitra andriamasinoro 26 desambra 90 |
Efa voalaza tao aloha |
Isehoan’ny tarakevitry ny fitiavana sy ny fahoriana. Asehonay fa ny fo no mavesa- danja tamin’ny famoronana ny tononkalo. Araka ny fandalinana natao dia nifamahofaho tato amin’ny asa soratr’i asiniony daholo na fahoriana na hafaliana na fijaliana ireny rehetra ireny, anefa, dia tena mifamatotra akaiky amin’ny fo avokoa... |
Koa na dia efa navalon’ny ela aza ireny rehetra ireny, dia irariana tsy hijanona ho teny fotsiny fa ho tonga loharanon-kery hanohizan’ny aty aoriana ny tolona nataon’ny teo aloha. Izany no hetaheta 158 tokony ho ao anatin’ny malagasy ankehitriny enga ireny rehetra ireny tsy hijanona ho teny, ka tsy hanana ny satany! Fa... |
Miantoka ny maha siantifika ny asa fikarohana ny lalantsaina. Nampihatra lalantsaina telo izahay teto dia ny lalantsaina momba ny hairaha sy ny lalantsaina mifototra amin’ny fandinihana ny faharisihan’ny mpianatra ary ny socioncostructivisme |
Maneho ny fantatra ny mpanoritra ny ao anatin’ny fehezanteny hitanay ny ankizy. Ambaran’ny mpanoritra ny eto fa ankizy no foto-dresaka ary efa fantatra ny momba azy, efa nisy ny resaka momba azy ireo ka mahafantatra ny momba azy ireo na ny mpiteny na ny itenanana. |
Ny fahafantarana ny tantara nolalovan ny sekoly iray dia manampy betsaka eo amin ny fandavorariana ny asa fikarohana ataon ny olona iray. Mitondra hevitra samihafa eo aminy mantsy izany ka hahazoany manatontosa araka ny tokony ho izy ilay asa fikarohana. Andeha àry hojerena manaraka ny momba an io sekoly voalaza io. |
Asa angamba hoy aho sendra mandry fotsy ? Sa nilaozan-dreniny ilay mpandrotsirotsy ? |
Toroa e1 o fangaly io manao siloke2 lehe mahita o sambaike3 eo tsomimoke4 tsy lanin-dambo valo lahy ty a ara ty fingane tsy me a-draha zao ty a ara ty trone 5 tsy mieretseretse6 zao ty a ara ty lohane 35-tsy mahavita raha zao ty a ara ty ta ane 7 tsy mana asa zao ty a ara ty tombone8 |
Tsy tahaka ny fanantenan’ny malagasy sasany te hitovy amin’ny vazaha ny zava- manjo ny kamboty. Miandrandra fiainan-tsambatra teo anilan’ny ray sy ny reny ny zaza rehetra, kanjo nosomparan’ny fahafatesana ny an’ny kamboty. Ny tsy maha- eo intsony ny ray na ny reny dia miteraka fahadisoam-panantenana. Mampibaribary izan... |
Voir l’article de jacques oksman mesures et information, pour la science, 258, avril 1999, 90-95 |
Rado ramaherison 16.11.2000 |
Ny taona 1995, niova ny zava-nisy teo amin’ny sehatry ny jono tany ankiakabe. Manomboka nijery manokana ity sehatra ity ny fanjakana tamin’ny alalan’ny fanomezana fitaovana sy ny fanofanana azy ireo. Taty tamin’ny taona 1999, nijoro ny fikambanana mnp52 tao maroantsetra. Nifantoka tamin’ny jono ny ampahany tamin’ny tet... |
Ramarson et giambrone, teto anivon’ny riaka, |
Dia hanaloka ve ? 34 41. Benandro 40 42. Ny traikefan’i dada 48 43. Rafianarana 51 44. Embona 52 45. Lozoka ! 53 46. Aloka ny fiainana 53 |
Est-ce que c est votre maison ? B- oui, c est notre maison. |
Fivoriam-be |
Fototra iaingana itondrana tombana sy tsikera amin’ity asa fikarohana ity fampiasana ny tetika fanadihadiana marp izay miantoka ny fitsirihana sy fandraketana nandritra ny fidinana ifotony. Ny ffom kosa dia natao hanombanana ireo zava-misy rehetra mikasika ny fanandratana. Hojerena misesy eto ny tanjaka tokony hoararao... |
Tanàna rehetra manodidina azy dia izy irery no miavaka fa ny tanàna rehetra kosa dia vatoina avokoa. Toerana be tendrombohitra kosa ny ao ary be sakasaka izay ifampitohizan’ireo tendrombohitra ireo. Eo amin’ny sehatry ny rano dia tsy misy afa-tsy ony anankiray no hita ao dia i onilahy izay mandalo ao atsimon’ny tanàna ... |
Ndeha hatsangantsika ny drafitra antsipiriany hitondrana ny asa. |
Karazam- pihariana fomba fihariana |
Ny tononkalony hoe lasalasana ny saiko 107, dia maneho ny fahasahiranan tsain ny mpanoratra eo anatrehan ny fiainana eto izay tsy foiny ilaozana, sy ny fianana mandrakizay na ny any am-paradisa izay tiany haleha sakodiavatra ny saiko, manoloana lalan-droa, ny fiainana eto, mantsy, misy tsiro mamy koa ao am-pitany ao ka... |
Eko saina agny dia tsa mitombina fa manao ditsa tsa hizaha anao ny fo moa impiry ro tsa mba manjombona mitarogna madina tsa hit any hatao |
Ts imanato angamba! Bon! Tsy maintsy midina izany e! |
Misy hery iray tsaroako mampihovitrovitra ahy, a izato tananao fihiniko, mampihanoka fanahy a o! Fihiniko eto an-tratra, izato vatanao malefo, b mangorintsina ny nofo, mitera-tsefosefo. B |
Teny famaranana |
Jolay 2003 ratsimaholy francinet |
Tonga aty tsy azon-tsampona ianareo mianakavy, mangataka ny ho tokan- tranon’izao zatovolahy izao ny zatovovavy ato aminay, ka mankasitraka, mankatelina, tompoko, satria voninahitra lehibe izao entinareo izao. Iza moa izahay no mba tondroin’olona varavarana ka iantranoany |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.