text
stringlengths
10
11k
Ny sekoly nianarany ankoatra ny ao antokantrano dia ny tontolon’ny toeram-pianarana no tontolo iainana faharoa mamolavola ny olom-pirenena niaina izany i ran e. Toeram-pianarana maro no nianarany , nanomboka ny sekoly fanabeazana fototra ambaratonga voalohany ka hatrany amin’ny anjerimanontolo. Nahazo ny mari-pahaizana...
Tsia, fa hany tompo tokana tsy maintsy hivavahana dia jehovah zanahary, rain’izao tontolo izao. Ireo andriamanin-kafa dia karazam-pamitahana, ka ny fanandratana azy dia voarara tsy hatao.
Tahaka ny teo amin’ny ’’débat’’ ihany ny fizotran’ity ’’ciné’’ ity. Asaina mijery horonantsary aloha ilay mpianatra ; izany hoe omena ny lohahevitra fa amin’ny alalan’ny horonantsary, ary rehefa vita izany dia asaina manao tantara an-tsehatra kely scénette izy. Izay vao mandeha ny fanontaniana méthode interrogative san...
Ny épiphonème mamintina ny hevitra mbola haroso kosa dia hita amin’ny hoe mivoaha, ry zanakavavin’i jerosalema, ka mijere an’i solomona mpanjaka, misatroka ilay satroboninahitra nasatro-dreniny azy tamin’ny andro nampakarany vady, dia tamin’ny andro nifalian’ny fony. Tdt 3 11 ity andininy ity dia mamintina amin’ny fomb...
Tamin’ny alalan’ny fanandramana nataon’i françois richaudeau no nahafantarana, fa ny fotsy sy ny mari-piatoana no manelanelana ny teny tsirairay. Noho izany, manan-danja sy tena ilaina eo amin’ny soratra ny fotsy sy ny mari- piatoana. Ireto manaraka ireto no nambarany taorian’ny fanadihadiana nataony tsy ny fahafantara...
Zary singany tsy nahy ity ray mahantra fa nilaozanao ka indro safomorona ianao no natao mba hahatratra nefa indrisy fa kamory ilaozam-borona
Hita araka izany fa mivelatra amin’ny lafin-javatra maro raha ity mpanoratra ity. Tsy nijanona teo anivon’ny ray aman-dreniny sy ny fianakaviany fotsiny akory ny fanabeazana azy, fa nivelatra teo anivon’ny fiarahamonina izay namolavola azy ho olom-banona.
Fingano! No sady azerao! Tsindrio tsy hitraka ny kiriny hiala. Fingano, azerao raha miseho miala bala!
Mamantatra sy na manazava ny literatiora avy amin’ny tantaran’ny tontolo namokatra azy;
Anisan’ny mahaliana ny mpianatra ny hafatra mifanaraka amin’ny filàn’izy ireo sy mifandraika amin’ny zava-misy manodidina azy. Ilaina ihany koa ny fampandraisana anjara azy mba hahatonga azy ireo hahatsapa fa anisan’ny tomponandraikitra sy manana anjara biriky izy ireo manoloana ny fahalalana rantoviny. Ny hafatra maha...
Toy izao kosa ny fanampim-panazavana mikasika ireo ny conférence générale izay nogasiana hoe kaonferansa jeneraly no rafitra faran-tampony. Any battele creek, etats-unis ny foiben-toerany. Ny division na diviziona dia fizarazarana isaky ny kaontinanta amerika, afrika, asia, eoropa. Any afrika atsimo no misy ny foibeny....
Didec direction diocésaine de l’enseignement catholique dren direction régionale de l’education nationale ekar eglizy katôlika rômana fjkm fiangonan’i jesosy kristy eto madagasikara
Ato amin’ity fehezanteny manaraka ity indray dia manasongadina ny hamafin’ny fiainana nodiavinin’ikakilay sy ny fihenan’ny herim-batany ny adidy miandry azy anefa mankadiry be.
Ny tafa sy dinika mamelombelona fo sy fanahy mba fohapohazy hampitambolina irony tsiahy! Ka na dia tsy ela faam-bolana monja no nifankahalala ny akon’izany dia hery mafonja tsy manan-tsahala!
Tableau n 1 types de ressources des associations koloina et asa tableau n 2 compte de résultat simplifié de l’association koloina tableau n 3 structure des ressources de l’association koloina tableau n 4 situation des ong associations uvrant en partenariat à madagascar
Tahaka izao ny fanehoana azy an-tsary processus d’amélioration
Amin’ny antsipirihany ny tononkalo milaza ny fahorian’ny madinika dia mitanisa ireo fiainan’ny vahoaka izay tsy mahita sakafo, bado, mora ambakaina sy fitahina. Maneho ihany koa ny tebiteby sy ny adin-tsaina amin’izay hahitana ny atokona. Ny tononkalo izay milaza ny zava-mianjady amin’ny vahoaka madinika kosa dia mitan...
Tsy mba tody tany ianao ! Izy teo no nisarangotra izy teo narary fo ! Mby hatraiza! ? Hafiriana ! Indro ianao nilady mora teny amoron’ny mangiaka, teny anivon’ny akora nentin’efi mangatsiaka
Mandinika ireo lafin-javatra andrasana amin’ny fanadihadiana lahatsoratra volaza tao amin’ny fandalinana ny endriky ny fampianarana fa samy nanana ny fomba nanomezany isa ny mpampianatra tsirairay, tamin’ny fanadihadiana lahatsoratra. Nisy ireo nametraka isa mazava mikasika ireo dingana tokony arahina. Tao kosa no avy ...
Jeannin p sondez les ecritures. Volume 14. Bible et publications chrétiennes 30. Une châteuvent f-26000 valence. 503 pages.
Memoire de l’academie malgache, ohabolan’ny ntaolo, exemples et proverbes des enciens, ed critique, tradition et classification de bakoly domenichini ramiaramanana, tananarive, 1972, tak 610 69 ibid, tak 616.
Ny ditra tsy misy eritreritra indray fa tsisy fitiavana reny sy ray ; tsy raharahaina ny anatra omeny 20 lazainao adala izy nony miteny.
Lydiary jona 1993
Tombana f ahoana ny endrika isehoan’ny tody ? Vn mety ho ratsy, nefa mety ho tsara koa. F ahoana no toetoetry ny tosy vn tsy maintsy mivaly izay atao na ho ela na ho haingana.
Manaiky -fanabeazana azy
Ra-gly tsy misy fika! Razana efa ho folo no manindry azy ato sady tafatsiropaka ao anelanelan’ny farafara vato izy ; tery lery , midina ialahy manampy ahy fa tsy vitako irery ity!
Park, l’idée chez mallaimée, c. D. U, sd, paris, p. 7 u n poème ou un vers n’est ni un reflet de la sensibilité il est tout cela à la fois.
Berangotra 43 5
Ny endriky ny hafatra dia izay toetra asalotra ny hafatra mba hahamora ny fampitana izany any amin’ny mpihaino. Lafin-javatra telo noanehoana izany i. Ny fomba filazan-javatra
Araka ny voalaza ao amin’ny rakibolana dia zavatra ataon’olona mety hanimba na hahafaty noho ny poizina na ny herin’ny ratsy ao aminy129. Nihafoana anefa izany finoana izany ankehitriny. Noho izany dia efa vitsy ireo olona manatanteraka ny tsitsika ninoana ihany koa ny lolon-drano130. Matetika ireo olona maty an-drano ...
Pasitera hivavaka ary isika mahatoky izahay tompo fa ianao no mampiteny anay na dia aty andohasahan-dranomaso aza izahay dia tsy kivy satria manana anao ary mahatoky anao, amen ohatra 4 tao amin’ny malok’ila 3
Mpandray anjara 1- maharitra lehilahy sarotin-janaka 2- ravao vadin’i maharitra 3- sedra zanak’i maharitra sy ravao 4- soa zandrin’i sedra 5- dakoto miandry robert
Ny fahafatesana dia azo ambara fa anjara sy lahatra, satria toe-javatra tsy maintsy miseho eo amin’ny fiainana ary tsy kisendrasendra. Matetika rehefa mamangy manjo no voateny io anjara sy lahatra io, ohatra, mahaiza mionona fa izao no anjara na izao no lahatra. Ny fanekena ny anjara sy ny lahatra eo anatrehan’ny fahaf...
Manana saina matotra sy mahay mandanjalanja ary tia karokaroka; ny tokony hijoroana amin’ny tarigetran’ny tena.
Hafanana tadio ando
Raiso izy ry tompo
Faharesena kosa ny fitiavana, ho an’ i auguste rajon, raha toa ka mamela takaitra sy mitondra voka- dratsy eo amin’ny fiainan’ izay miaina azy. Ohatra lehibe maneho izany ny nahazo an’ ingahy fara. Resin’ ny fitiavana izy ka tsy te hiherika izany intsony, niteraka famoizam-po tao anatiny izany ary niafara tamin’ ny
Fampidirana betsaka no mihevitra fa olona mpanonofy antoandro, mpirediredy ny mpanoratra, ary arakany fiheveran’ny ankamaroan’ny olona no nanosika an-dratsimaholy francinet hilaza hoe ny poeta ?
Fanomezana asa ho an’ny sokajin’olona maro
Ny fiainam-pahazazany tena zava-nisy marina ny tantara kaloin’ ity mpanoratra ity ao amin’ny ilay domohina sahisahy raha tantaraina fohifohy mantsy ny tanteriny ao amin’ io tanonkalo io dia toy izao andro roa talohan’ ny nahaterahan’i monique teto an-tany dia nisy domohina niditra tao an- tranony. Nisangy azy mivady sy...
Henika henikenika henehana
Pour conclure, il est essentiel de souligner qu’un dispositif de contrôle interne aussi bien conçu et aussi bien appliqué soit-il, ne peut fournir une garantie absolue quant à la réalisation des objectifs de l’entreprise. Il existe en effet des limites inhérentes à tout système de contrôle interne. Ces limites résulten...
Chaque commande effectuée et livrée par le fournisseur choisi nécessite un paiement. Pour cela, la tp dispose d’une procédure appropriée pour la réalisation de cette opération de paiement. Avant de préparer les pièces de paiement chèque, caisse ou traite , la comptabilité fait le rapprochement des factures, bon de livr...
Fositra iray nahatonga io fizarazarana ara-piarahamonina io ny mpitondra nisy teto hatramin’ny fiantombohan’ny fanjanahantany. Nisy hantsana lehibe mantsy nanasaraka ny tandrenivohitra sy ny tambanivohitra. Natao tsinontsinona ireo tambanivohitra, izany hoe, tsy mba nomena fahafaham-po teo amin’ny lafiny fampianarana s...
Ny fiarahamonina isian-tsy fitoviana
Nirhy-lanto, gazety takariva, n 578,20 sept 1944
Kitraina sy taolanina ty vatana efa konka anan-kanoanana.
Ao toamasina no misy ny foiben’ny fikambanana sun light. Andriamatoa christophe, talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny fanabeazam- pirenena notarihin’ny minisitra manoro régis no mpamorona ity fikambanana ity. Niparitaka tamin’ny faritra maro ny asa nataony ary anisan’izany ny taty amin’ny distrikan’i fenoarivo atsinan...
Nanomboka teo amin’i radama i, tsy nitsaha-nivoatra ny tananan’antananarivo na teo amin’ny endriky ny tanàna na teo amin’ny velarany. Voakasik’izany i mahamasina izay ankoatry ny fiorenan’ny kianja fanaovana matso dia nasiana tsena fivarotana hoditra ihany koa. Natao tanànan’ireo mpanefy vy kosa amparibe. Niova tsikeli...
Maro ny lafiny mahakasika ny verindroa amin ny teny malagasy na hevitra izany na endrika ary azo atao verindroa avokoa ny teny rehatra. Ny iompanan ny asa fandinihana ataonay dia ny matoanteny noho izy teny azo tanisaina ka ahitana endrika betsaka hojerena. Tsy miresaka ny lalànan ny fifehezanteny règle syntaxique izah...
Ny fanehoana ny toe-javatra ahitana filalaovana amin’ny fanovana endri-javatra ao amin’ny tantara foronina navalona raha ny fampidirana no resahina. Aorin’ny mpanoratra amin’ny fampifanoherana ny toe-javatra misy eo amin’ny tokantranon-dry navalona sy ny eo amin’ny tokantranon-dry hery. Ny fananana izay raisina ho anoh...
Misy fiara fitaterana tonga any tritriva. Tsy maintsy miaritra izany ny mponina. Noho ny tsy fisian’ny tsena dia tsy maintsy mivezivezy mankany antsirabe izy ireo. D ny rano fisotro madio nampiditra rano fisotro madio tao an-toerana ny fikambanana fi. Kri. Fa. Ma nanomboka tamin’ny taona 1993 ka hatramin’ny 2000. Fokon...
Ireo fomba vaovao nentin’ny vahiny tanterahina amin’ny fandevenana saika efa mirona amin’ny fomba fandevenana kirisitianina ny ankamaroan’ny olona ankehitriny. Ireto fihetsika ireto no anehoany izany fitondrana ny faty eny ampiangonana mialoha ny hanaterana azy eny am-pasana.
Fafana fahafolo ireo lalàna sy voady isaky ny klioba
Tsy nifidy sokajin’olona intsony izany fitiavan-tena sy fisolelahana tamin’ny vahiny izany, fa nironan’ireo olona ambony maro teto amin’ny firenena na tsy andriana aza moa, fa olo-manan-kaja ambony nefa dia nandadilady, toa tsy olona intsony!
Ilaina hosoritana ve fa tao anatinrny fianakaviana toy izany, dia ny fiheverana ny tanindrana sy ireo rtsy mitovy firazananar amiko ho ambany noho izaho no tsy maintsy tambavy nanolokoloana ny fahazazako sy haren-tsaina nolovako, raha niala teto aminrny nosy aho?
Adam smith 1776 , recherches sur la nature et les causes de la richesse des nations balandier george, 1959. Les implications sociales du progrès techniques, paris, puf, 357p malinowski bronislaw, 1941. Une théorie scientifique de la culrure .
Ny loharano nipoirany hoy i charles ravoajanahary zava-dehibe teo amin’ny ntaolo ny fahafantarana ny razana niaviana izany hoe, ny razana no mahatonga antsika hitokian’ny olona mifanerasera amintsika na ifanaovantsika raharaha ny olona tsy fantatra ny razana nipoirany dia nahakaodikaody ny
Izato fonenany mahasondriana, 10 voalamina sady madio lalandava. Fa variny hoatra ny tsindritsindriana
Ny rima araka ny hafenoany hafenoana no resahina, noho izany, mety ho tsy feno ny rima, mety ho feno, ary mety ho feno mihoatra koa aza. Izay mahakasika ny tononkalon’i irako ammi no hifantohana eto.
Tato amin’ity fizarana voalohany ity no nampahafantarana fohifohy ny toerana nanaovana ny fikarohana. Nezahina nasongadina tao ny famaritana ara-jeôgrafika ny faritra. Hita tamin’izany fa tsy dia be velerana loatra iny disitrikan’i fandriana iny raha miohatra amin’ny disitrika hafa ao anatin’ny faritra amoron’i mania. ...
Misaotra anareo ray aman-dreny izay efa niteny, ary ataoko fa tsy nisy lainga akory izay rehetra nolazainareo fa samy marina avokoa. Tsy nisy nahavorianrandrianampoinimerina sy laidama ary ny roa ambinrny folo manjaka ity tany anivonrny riaka ity sy nahatananany azy afa-tsy ny sampy masina sy ny basinrny razana. Raha m...
No hany re migaona!
Les organisations de travail au sein du service financier sont aussi indispensables pour pouvoir instaurer et mener des contrôles rigoureux à son niveau car les analyses, les mises à jour des enregistrements, les contrôles sont interdépendants et nécessitent du temps. Les planifications de décaissements en terme temps ...
Tsy latsa-danja amin ny an ny vehivavy ny sekolin-jazalahy ao fitraofana mandrosoa. Sekoly naorina tamin ny toerana malalaka tokoa, mifefy tamboho lehibe ary ahitana vavahady lehibe iray izay fidirana ao. Trano lehibe misy rihana roa ny sekoly. Malalaka ny tokontany izay ahitana toeram-pilalaovam-baolina manara-penitra...
Ny fandiavana azy ireny, misy ny tsy ilàna sarany, nefa ireo kojakoja sy fitaovana hianarany dia ny ankizy no miantoka, manao izay fomba hahitana saingy indrisy fa mazàna tsy hita akory izay horaisina ! Na tsy ampy ny hividianana ! Aiza ary ny handrosoan’ny zanak’ireo tsy mba manana ? Ny sakafo isan’andro, mbola resaka...
Isan’ny firaisana ambatolampy ambatolampy, ambatondrakalavao, ambodifarihy fenomanana, ambohipihaonana, andranovelona, andravola vohipeno, andriambilany, antakasina, antanamalaza, antanimasaka, antsampandrano, behenjy, belambo, manjakatompo, morarano, sabotsy namatoana, tsiafajavona ankaratra, tsinjoarivo.
Diso ve aho?
Noho izay tsy fahampian-tsakafo izay, ny 47,5 ny zaza malagasy dia tara amin’ny fitomboana, ka ireo miaina any ambanivohitra no betsaka amin’izany. Mahatratra 35 ny taham-pahafatesan’ny zaza vokatry izay tsy fahampian-tsakafo izay teto madagasikara araka ny fanadihadiana natao tamin’ny 200896. Ny toetr’andro sy ny faha...
Ampahibemaso tao antsahamanitra ny printsy ratsimamanga sy rainandriamampandry. Ankoatra izany dia naka mpanolo-tsaina tamin’ny malagasy neken-teny na manam-pahaizana izy, toa an-dry rainizanabololona. Nisy koa anefa ireo nantsoiny fa tsy nanaiky toa an-dry tselatra 98 ireny no nanoro hevitra azy hanova ny fomba fanao ...
Raoul mortier dia milaza fa ny lahateny dia teny voalahatra entina maneho ny fiheverana na ny fisainana. Resaka ifanatrehana mivantana amin’ny olona izay isafidianan’ny mpiteny lohahevitra iray22. Ny lahateny dia fanambatambarana fehezanteny entina maneho hevitra sy miresaka amin’ny hafa, misy fifanatrehan’ny mpiteny s...
Mivela-ta? Ana re roy ro dihin-drazanay tsa mba hainay afoy fiverenana na hosoloana indray ny dihy soroka milantolanto e! Reo ro hafatra maneho ny kanto
Fikarohana ny fahavalo taorian’ny fahitana ny olana dia nivonona ny hikaroka vaha-olana ireo mpandray anjara ao amin’ny tantara, indrindra fa ny mpandray anjara fototra. Tsy mijanona fotsiny amin’ny fanadihadiana ireo antontan-taratasy izy ireo amin’izany, fa mirotsaka an-tsehatra mihitsy mba hahafahany manara-maso aka...
Lamina apetraky ny sekoly ens hahazoana ny mari-pahaizana capen ny fisafidianana lohahevitra iray amin’ireo lalam-pikarohana niofanana.
Ny fahaleovantena tsy fanomezan-bahana l’indépendance n’est pas qu’on laisse libre cours ny hevitra vahiny hanjaka an-kalalahana aux idées extérieures pour régner au grand jour fa fahaleovantena mivimbina hamiratana mais une indépendance qui engendre la joie hanaja ny an’ny tena ho eny avara-patana. A hisser ses valeur...
Momba ny fizarana
Ny anjara asan’ny mpanoratra dia ny mampita hafatra ho an’ny mpamaky 110 mbola hamafisiny ihany amin’ny hoe tsy misy hairaha raha tsy ho an’ny hafa 111.
Ankoatran-dry hara’andringitra avo mba misy farihy toa soa mavomavo tazani-mandalo toa haravoravo kanefa farihy manao sari-miavo
Hanana fahazarana ho olom-pirenena vanona sy mendrika eo anivon’ny tontolo iainana. Ny maha-zava-dehibe ny fahadiovana sy ny filaminana
Dez j développement économique et tradition à madagascar, paris, 1962publication mensuelle isea, 64 pages
Maneho anefa ny boky vakivakim-piainana, fa maro ny tranga niseho, nampandefitra ny marina. Ny tompon’ny fahefana eto an-tany dia ny manan- karena ny mariny no atao hoe marina 315 izany hoe voatototry ny vola ny marina, voavidy sy voasanda harena rehefa omena vahana ny mpanambola sy ny mpanankarena.
Ilay izaho tsy ahita an-dry amin’izao hariva izao akory tsy manahy
Lazain’ny mpanoratra fa ny antony lehibe iray mahatonga ny fisarahan’ny mpifankatia na ny mpivady, dia ny fanorenan’izy ireo ny fitiavany eo amin’ny fitadiavana tombontsoa ranofotsiny. Asehon’i dieran’iarivo ao amin’ny st5134 ny fahadisoam- panantenana nahazo an’i hélène ilay maîtresse m-bazaha, izay mpandray anjara mp...
Maraina, mety ho eo am-pamakiana boky na famakiana asa soratr’ olona amin’ny tranonkala, mety ho amin’ny alina, mety koa avy amin’ny fihainoana mozika, ny zavatra mety manaitra io aingam-panahiny io indray dia mety ho avy amin’ny fahitany trangan-javatra iray, mety koa avy amin’ny zava-misy eo amin’ny fiainany. Toy ny ...
Desambra 1999 ratsimaholy francinet
Tiana ny fomba fampianarana 25 47,17
Koa mialoha ny handalinana ny asa soratra, dia atao topimaso fohy ny fiainana iraisam-pirenena nandritra ny vanim-potoana 1960-1984. Marihina fa tsy ho voalaza eto avokoa ireo zava-nitranga nandritra io vanim-potoana io, izay mifandray amin’ny hevitra ambaran’ny asa soratra ihany anefa no horesahina.
Rivotra rivodrivotra mandrivodrivotra mandrivondrivotra 484 rizatra rizadrizatra mandrizadrizatra mandrizandrizatra 485 rizana rizandrizana mandrizandrizana
Mangina ny tanàna sy tokontanintsika! Haolo ny efitrano hatramin’ny tokonana! Tandindo-mampijaly sisa mampitsika irony teny mamy sy tafa niombonana
Sekoly 1968-1993
Rakalo ka ny volanareo mianaka ihany takiana any aminy e! Fa raha izay vehivaviny any avelao ho any. Tina andray! Dia sahin’i tovo ve ny manao izany?
Ny tsiny tokoa mantsy tsy mipetraka atao mandrosoa na mipetraka atao mbay lalana, fa tahaka ny rivo- panala, mitsoka tsy re, fa an- koditra vao mahangoly. Toy ny tamberin- tany ka aza manody izay voany, fa ny avaratra mivadika ho atsimo, ny
Jn i.4,7 ry malala aoka hifankatia isika fa avy amin’andriamanitra ny fitiavana 9 sary misy soratra hoe tsara ny roa noho ny iray, tsy irery intsony ianao manana ahy, maharitra mandrakizay ny fitiavako anao 10 mandritra ny fizaram-piadanana no itenenana azy, na kitihiny fotsiny ny tanany amin’io fotoana io
Mpanao ronono an-tavy, mpamitaka masiaka ianareo ilay maizina ampototr’hazavana nareo rehetra mihitsy no antsoina mihavana 142 tsy mitsahatra mitady vahaolana ny vahiny ahafahany mitrandraka ireo harena mitoboka eto amin’ny nosy. Ataony izay hampiadiana ny malagasy. Ny mpitondra no fitaovana ampiasainy amin’izany. Mano...
Ohatra gazetiko, tamin’ny 21 janoary 2004, lah. 1752, v. A. , t.280 .
Azo lazaina ho distrika mitoka-monina ny distrikan’i maroantsetra noho ny tsy fisian’ny lalàna mampitohy azy amin’ny faritra sy ny distrika hafa manodidina azy. Ireo faritra manefitra azy avy any avaratra ny distrikan’antalaha faritra sava ; avy any atsimo ny distrikan’i mananara avaratra faritra analanjirofo ny avy an...
Va vavaka mangina , tak 39
Taratasy maneho ny faharisiana sy ny fahafaha-manao lettre de motivation taratasy fangatahana samihafa fangatana fialan-tsasatra congé , fangatahana fisondrotan-karama, sns taratasy fiantsoana olona tokana na olona maro. Taratasy fangatahana fahazoan-dalana autorisation any amin’ny fanjakana na amin’ny sehatra tsy mian...
Ny fiangonana zandriny
Ny fanabeazana mitodika amin’ny toe-karena ’’art’’ et ’’atelier manuel’’