text stringlengths 10 11k |
|---|
Toerana. Ny i- amin’izany no mpanolotra mamindra ny sokajin-teny mpamaritra manondro toerana ho mpamaritra tsy manondro toerana. Mampiavaka ny fiteny dinihina ny tsy fananany mpamaritra tsy manondro toerana azo anondroana andian-javatra mitovy karazana toy ny itony, irony fahita amin’ny teny ofisialy2. S. Rajaona, 1972... |
Types de besoins fréquence en compréhension 65 ecoute 23 encadrement 10 souplesse et patience 2 total 100 |
Izay eroa andrefan-trano, 60- mampirongatra fitia . |
Marihina fa raha noho ny aretina no antony anaovana ny fisamborana dia tsy maintsy mitondra taratasy avy any amin’ny mpitsabo ilay mpikambana vao mahazo fampisamborana. Araka izany dia misy ireo mpikambana misambo-bola amin’ity vonjy taitra ity ary dia milaza izy ireo fa aretina no antony, noho ny tsy fisian’ny taratas... |
Koto miditra makamaka aina ve ry dada a! Efa amin ny fito maraina ange izao e! |
Tononkira dia tononkira fahenina toko 8 5-14 |
Ny manam- pahaizana sy ny fampandrosoana |
No ankany mitahiry 145 |
Wikipédia catastrophe crise alimentaire 2007-2008 economie de madagascar guerre du darfour histoire de madagascar -l’inflation de la monnaie et ses conséquences libéralisme politique père pedro subprime troisième choc pétrolier |
Pcd programme communal de développement , pcd 2006 |
Andriambelo jean jacques, rakitry ny elan ny zanabiby, 1955. |
En fait, les raiamandreny jouent en quelque sorte le rôle d’encadreur technique et dirigeant du groupe. |
Quels sont les problèmes liés à la sportivisation du asa tany ? La sportivisation du asa tany exige des conditions, mais à part le domaine financier, pour les diverses organisations l’association doit encore fournir des efforts dans la multiplication des clubs et dans l’amélioration des règlements et l’ officialisation... |
Marihina tsara fa tsy azo atao be loatra ny fampiasana ny fiontanam-pon’ny itenenana satria lasa fandangolangona ny itenenana fotsiny ny lahateny raha izany no andry iankinany. Ny fandangolangoana manipuler arak’i breton dia tsy inona fa fitarihana ny itenenana handray fanapahan-kevitra tsy voasaina tsara70. Miteraka f... |
Azo ambara araka izany, fa ny fitsipika apetraka any an-tsekoly, dia natao ho aro-fanina hahatonga ny olona tsirairay tsy hihoa-pefy, hanaja ny toerana misy azy sy ny anjara asa tokony ho sahaniny mifanaraka amin’io toerana misy azy io. Tena ilaina izany ny fisiany any amin’ny toeram-pampianarana fianarana rehetra, sat... |
Dingana fizotran’ny lesona fanamariha na |
Ny zavatra mahasoa voarakitra ao anatin ny tranonkala ary nanampy betsaka anay ny fitsidihana ireny. Misy ihany ireo akora azo tamin ny fijerena fahitalavitra sy fihainoana ny onjam- peo milazalaza ny fiainam-bahoaka. Matetika moa misy valan-dresaka mandeha amin ireny haino aman-jery samihafa na fampitam-baovao ataon n... |
Cf va, tak 95 109 cf va, tak 70 |
Ny ratany sy ralanitra izay efa nampiasaina tamin’ ny lesona teo aloha ihany no noraisina nanadinana ny mpianatra tamin’ity fitsapana ity. |
Dia ianao, ilay sakaiza nifanindran- tsaina hatraiza, tonga aloka tinafy amin’ny mora sy ny mafy |
Kisary 03 ny fiainan’i miaro fony izy nianatra |
Fitambarany |
Fomba fiasa ny fomba fiasa nanatanterahana izao asa izao dia niantomboka tamin’ny safidy. Nosafidiana manokana ny kilasy faharoa eny anivon’ny lisea satria ny tena dia mpiofana ho mpampianatra eny anivon’ny lisea ary io no kilasy fototra raha ao amin’ny ambaratonga faharoa ka any no tokony hiantomboka ny fandalinana re... |
Ny ozona tavela dia asa, asa hatrany tiana loatra ianao tany am-piandohana indro hanjakao ny sahan’i edena fa hazo iray ihany ny zavatra voarara tandremo tsy hanendry ny voany fa tsy tsara |
Ny sia anaka tamin’ny taonjato faha xv tany dia efa fantatra fa efa nisy mponina vitsivitsy ny tanàna kely manodidina ny farihin’alaotra, na ireo antsoina hoe antalaotra. Tsy mba nanana mpanjaka ny mponina fa ny mpanazary no lehibe miadidy ny tanàna. Tao amin’ny tanàna iray antsoina belaza izay lasa kaominina tanambe a... |
Ny fitiavana velona kaloin’ny synonymie. Rehefa tafalentika ao am-pon’ny ankilany ny hevitry ny andaniny ary ao am- pon’ny andaniny ny ankilany dia hitovy izy ireo ka ho iray ihany. Izany fitovian’izy ireo izany no ilalaovan’ny mpanoratra amin’ny synonymie hita amin’ny hoe solafaka teto an-tany va izy, ianao efa tafito... |
Ny pôeta tsy vitsy ireo mpandinika sy mpikaroka, eny hatramin’ny olon-tsotra aza, no namaritra ny atao hoe pôeta. Maro koa ireo liana te hahalala misimisy kokoa ny momba azy. Voalazan-drajemisa fa ny pôety dia 1 mpanao na mpanoratra poezia iza no pôety ankafizinao indrindra? 2 enti-milaza koa ny olona manao fitenenana ... |
Manontolo mihidy système fermé |
Ny teny malagasy amin’ny mahataranja azy. |
Fihetseham-po iray voajanahary ao amin’ny olombelona ny fitiavana. Toe-javatra tsy maintsy lalovan’ny tanora izy io amin’ny ankapobeny. Koa satria olom-piarahamonina toy ny olon-drehetra ihany ireo mpamoron-kira ireo, dia |
Rabemolaly, ravalitera j. N , ravelomanana h fikambanana mampiely baiboly malagasy |
Ilay tovolahy mpiandry ondry nifanontany izy ireo fitiavany ilay tovolahy solemita avy any -nasainy niandry ny tanim- malalany. Ka mbola tsy miova fa ambanivohitra boaloboka izy sao simban’ -notoroan’izy ireo hevitra izy -nametraka fanontaniana mirehitra foana. |
Ny soa am-po hono tsy mba fanao fa teny ierana ny zava-drehetra raha misy fitiavana re dia lazao ary hatraiza sy hatraiza no fetra! |
Chazel a 1910 literatiora malagasy in mpanolotsaina n 25, janvier 1910. |
Ny lafatra hita ao amin’ny tononkalo aina miampita tk.22 , ao amin’ny andalana fahadimy io no fanomezana lafatra indrindra |
Ity dina ity dia nampiharina na dia tsy nahazoana fankatoavana avy amin’ny fanjakana. 2-2-2-1 ny tanjony sy ny mpamorona azy |
Toy ny manatrika mivantana izany toerana izany mihitsy ny mpamaky satria hain ny mpanoratra ny mamelona ny zavatra efa navalon ny taona ho toy ny atrehi-maso mivantana. Ao anatin izany ny tamboho, ny fantsakana, ny foto-manga filalaovana, ny fahitr omby, ny trano nonenana, ny tandindona , ny feo, sns ndreny mbola tsinj... |
Ara-kolontsaina |
Fizarana 2, seho 4mamarana ny tantara pasitera dia faly aho e, faly isika, hiatrika am-pifaliana ny krismasy |
Avelo-nidor 10 martsa 2005 |
Url dikan-teny nataonay araka ny fanambaran’ny le réseau de creation et d’accompagnement pedagogique le professeur doit voir en permanence l’ensemble des élèves de la classe il veillera donc à diversifier sa position pour voir ce qui se passe dans la classe, pour maintenir l’attention des élèves et pour pouvoir être au... |
Mitohy mandraka ankehitriny ny asa famoronana ataony. Vavolombelon’ izany moa ireo asa sorany hohadihadiana. |
Malagasy tsy latsan- danja noho ireo tamin’ny teny frantsay izany, toy ny -tsy hita tsy akory -nosoratana tao anaty fangorakorahana |
Novelabelarina tao amin’ny fizarana faharoa ny manodidina ny fampianarana taranja malagasy ao amin’ny sekoly akanin’ny marenina. Tamin’izany no nanomezana ireo dingana samihafa narahin’ny mpampianatra tamin’ny fanatontosana ny fampianarana. Tsy feno anefa ity asa fikarohana ity raha toa ka mijanona fotsiny amin’ny fana... |
Fitaovana tena ahombiazana amin’ny fianarana atao ny boky indrindra ho an’ireo mpampiasa azy. Raha ho an’ny ankizy vao manomboka mianatra dia tena ilaina ny boky fianarana mamaky teny satria io no fototra iaingana hianarana ny zavatra rehetra. Tamin’ny taona 2000 aza dia nindrahindraina mihitsy ity fehezanteny ity izay... |
Ny zanaka no voalohan-karena; mafy tamin’ny malagasy izany ho vato kiboribory izany. Ny ho maro anaka mihitsy aza no nokatsahiny. Hita izany amin’ny tso-drano fanao amin’ny mpanorin-tokantrano manao hoe miteraha fitolahy, fitovavy , sy ny hoharahin- jazalahy aman-jazavavy azo lazaina ho tsy dia lavitra an’izany ny fian... |
Tamin’ny andron’ny manisotra mantsy dia ny mainty no tompon’ambohijoky, ka tsy tiany hiverina intsony izany. Tamin’ny fanatrehana ny fivoriam-pokonolona 23 indroa miantoana nataonay, ohatra, dia hita taratra tokoa io fifanoherana io eo amin’ireo mponina ankoatra ny lonilony misy ao an-toerana. Hita tamin’izany fa raha ... |
Kerbrat-orecchioni c , 1980 l’énonciation de la subjectivité dans le langage, ed. Librairie armand colin, paris, 287p. Ducrot o , 1980 dire et ne pas dire principes de sémantique linguistique , coll savoir, 315 p. Reboul a et moeschler j , 1992 la pragmatique aujourd’hui, ed. Du seuil, 209p. Amon e , bomati y , 2000 mé... |
Ny sisa havana am-bava, 10 mahavonjy raha sendra manjo, saingy tsy afaka hampisava, ny sento mafonja ao am-po, hafa ny reny niteraka, nisotro ny rano tsy tiana, 15 nisasatra mafy sy reraka, niari-pangirifiriana. |
Dia ny manatitra toaka eny amin’ny doany, ary manao vavaka fohy milaza izay antonanton’ny fomba. Tsy misy, araka izany, ny famoriana fitaovana manokana, ny famoriana olona; fa ny mpimasy no manome ny ody ary ny tompona omby sy ny mpimasy indraindray no manatitra ny toaka sy manao ny vavaka fohy eny amin’ny doany. Haseh... |
Ratany, nofiko hono , and. 3, in vondrona ambara2, tak. 26 |
Misy tsy misy |
Ny renifeo ? |
Inty ny tsodrano voici ma benediction |
D’analyser les caractéristiques des ménages ruraux avant l’arrivée du projet d’évaluer l’évolution des conditions de vie des bénéficiaires après l’intervention du projet. Ainsi deux hypothèses sont avancées hypothèse 1 la majorité des ménages ruraux dans la commune vivent en dessous du seuil de pauvreté de moins de 1.2... |
Lahabolana tehirizina amin’ny alalan’ny lovan-tsofina ny angano ary ampitaina ho an’ny taranaka mifandimby. Araka izany dia tantara am-bava fa tsy an-tsoratra akory, ary amin’ny alalan’ny teny fihainoana no enti-mampita azy, ka ny ray aman-dreny, na ny zokinjokiny no manatontosa azy. Eto anivon’ny merina dia misy ny mi... |
Nantenaiko nefa indrisy! Nantenaiko hay tsy nisy fa ilay fitiavana mihitsy no navelany hiampify eny an-tratran’olom-bitsy nantenaiko mba hilanja izay zavatra mitranga nefa maika vangavanga fa nilaozany nilanga tsy mba menatra ho banga nantenaiko mba hanony izato taratry ny fony nefa maika koa nikomy tsy mba menatra ako... |
Fa toa mamono lahy ny teny mantamanta mainty toy ny arina. |
Tsara ny manamarika fa hatramin izao dia mbola mijanona toy ny hita etsy ambony amin ny sary ny lalana mampifandray ny kaominina manodidina na efa tamin ny taona 2014 aza nakana io sary io. Tsy mbola misy ny fandraisana andraikitra amin ny fanamboaran-dalana ataon ny tompon andraikitra voalohany amin izany. Manoloana n... |
Artin d’imala takariva ankehitriny t-11, lah- 400, 04 04 1946 |
Na ny tenako no tsoahy, malakia hisarika ahy! In ny tanamasoandro, 18 jolay 1924 |
Fizarana i jery faobe momba ny lohahevitra |
Tsatoka tsatotsatoka manatotsatoka manatonatoka 710 tselatra tselatselatra manelatselatra |
Ny sekoly nolalovan’i haingo dia nanana anjara toerana lehibe tamin’ny fanabeazana azy. Na dia azo heverina ho tsy dia mpanankarena aza ny ray aman- dreniny, dia tsy mba nampiana-janaka tamin’ny sekolim- 20 va tak 75 ; and 3 ; andl 27-31 21 va tak 149 ; and 1 ; andl 4-8 22 va tak 79 ; and 6 ; andl 25-27 |
Ny sehatra sy ny fotoana anaovana azy |
Ny fambolena |
Ny et izay manindrahindra ny anjara toeran’ny rariny sy ny hitsiny eo amin’ny fiaraha-monina, ary ny ma izay mitantara ny fomba fanaovana asa fitsikilovana. |
Ny fanahy dia izay mampiavaka ny olona amin’ny biby ahalalany henatra sy tahotra 7- ny fanahy dia toe-javatra manavaka ny olombelona. 8-ny fanahy dia zavatra ao anatin’ny olona mibaiko ny fitondran-tenany io no mitarika azy hanao ny tsara na ny ratsy. |
Rainibozaka ’zay kosa ka! Voagorobaka ihany! |
Very hevitra ianareo, fa indro neken’ny zanak’andriana ny hiverenan’ny an-tsasakareo izao dia izao ihany, mba hanenjika ireo mpijirika ireo. Izay voatendry ihany no mitampody; ny sisa kosa mijanona manohy ny dia. Fetsy andriantsoanandraina. Tsy nambarany ny faritra tena niakaran’ireo mpanamy vohitra sy izay niharan’ny ... |
Voalokon’ny mpanoratra tsara ny bika aman’endriky ny mpandray anjara fototra eto. Lazainy eo, fa zazalahy mbola ao anatin’ny fahatanorany tsara i andré, ary ao aminy avokoa ny toetra tsara mety hahitana fahombiazana eo amin’ny fiainana. |
Mamantatra ny fiheverana samihafa ny amin’ny antsoina hoe olona |
Isam-bato 75,33 izany. Telo araka izay ny teny ôfisialy teny malagasy, teny frantsay, ary teny anglisy. Nozaraina ho faritra 22 i madagasikara. Ireo faritra ireo dia mbola nitsinjara ho distrika116; ny distrika dia nitsinjara commune 1 549, ary nozaraina ho fokontany 17 22286. Niroso tamin’ny fifidiana ben’ny tanàna ko... |
Wellek et warren 1971 ny atao no miverina ou ethnologie et proverbes malgaches, librairie ambozontany fianarantsoa 227p |
Jo andrianasolo |
Dada ô ! Mitomany anie izandry, neny ô ! Izaho koa tsy tafandry nifandao e noho ny herin’ny akaso ka endrey mijohy ny ranomaso. |
Au sein du saf fjkm, la fonction de la logistique joue un rôle primordial, c’est la raison pour laquelle les dirigeants ont crée le service appui institutionnel et logistique23. Ce service assurera la supervision des activités génératrices de revenu tels que l’utilisation des voitures à la disposition du saf, des machi... |
Ravin-kazo atao hoe vontro; fanaovana tafo any antananambo |
An? F. Fa ahoana? Na naloanareo angaha ny vola? Tsy izahay no nandoa vola ka fa iza? |
Makalioka azalahy |
Ankoatra izay, tokony hodinihin’ny tompona andraikitra tsara ny fandaharam-potoana ampianarana ny taranja malagasy. Mba tsy ho amin’ny faran’ny herinandro, ohatra. Mitaky fampiasan-tsaina betsaka mantsy izy io. |
On admire le paysage la montagne, la forêt. On aime le voyage, on est toujours prêt |
Vohilany 3 938 16 59 11 vohitrindry 18 vohitrindry 8 13 366 70 191 |
Zefa mba mba te hanontany an i nenibe aho hoy aho hoe nenibe angaha tsy te hanambady intsony? |
Hintsina hintsinkintsina mangintsihintsina |
Ho fampandrosoana haingana sy maharitra an’i madagasikara dia ny vary izay foto-tsakafon’ny malagasy rehetra no tsy maintsy volena hihoapampana mba hisian’ny ambim-bava sy tsy hidanganan’ny vidim-piainana. Rehefa be ny vary |
Pérsoud avp pérsoud app 0 ,4 0 4,625 30 ,000 |
Le romancier et ses personnages, ed. Buchet chastel, paris, 222p. |
Ny kilalaony |
Luc j. N l’histoire par l’étude du milieu ed. Esf. Coll. Science de l’éducation. Paris 2e éd. 1984. 117p martinet a elément de linguistique générale. Armand collin. Paris. 1960. 224p martinet j de la théorie linguistique à l’enseignement de la langues. Puf. 2e éd. 1974. 238p |
Hatsaka hatsakatsaka hatsahana |
Namatsiana antsika! |
T8 toka aoly ampela, aoly lahy |
Sedra ampiharo ny maha kaomisera vita fianianana an’ialahy tany an-dafy. |
Jerena ireo angom-pahalalana misy fahalalana efa voaangona sy voasokajy tao amin’ny dingana fanomanana. Fototra iray iankinan’ny safidy ny fandinihana io angom-pahalalana io, araka ny lohahevitra tsirairay avy. Tsara raha mifandray ny fitaovana sy ny vontoatin’ny fahalalana, izany hoe misy ny fahalalana tiana hampitain... |
Ny alin’ny ririna tsy eo anilanao mafaitra, ka tsy laitra fa io ianao lavitra, tsy hitao hofihinina dia tsapako fa raitra tsy foiko mba handao. |
Sary pika 6 ireo tanora taizan aretina ampianarina mikolokolo ny tontolo iainana ao |
Ny tontolon’ny velona dia ny fiainana, na ny fisiana izay manomboka eo amin’ny fitsaihana ao an-kimbon-dreny ka hatreo amin’ny fialana aina. Ety ambonin’ny tany no toerana misy ny tontolon’ny velona. Tafiditra ao anatin’ny tontolon’ny velona avokoa izay rehetra tsapan’ny taovam-pandrenesana dimy. Tsapa ihany koa fa mif... |
Haingo 1988 |
Antony mahatonga ny faharavan’ny fitiavana avokoa izany. Tsy tongatonga ho azy izany faharavana izany fa tsy maintsy misy antony. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.