text
stringlengths
10
11k
Na karoky ny saina sy hevitra nilaina dia natao an-jorom-bala fa zaza bodo, mbola adala. Tefin-kevitra tsy laitra feno fitaka mandaitra natao mba handeferana tsy hisaina fanoherana.
Fizarana 64 alahahady, 19 septambra 2010; lah 3688 tafafoha tamin’ny torimasony rakoto rehefa voatondraky ny rano satria jihatry ny hatsiaka fa ahoana izao rahary a? Hoy izy nivandravandra hay izao no tena toetranao? Hoy rahary niefonefon’ny hatezerana fa naninona anao aho? Hoy rakoto namaly azy tamin’ny lela mbola mir...
Toy izao manaraka izao izany ny mpianatra ao aorian’ny fampianarana, dia tokony ho afaka manasongadina ny maha malagasy azy ara-kolontsaina;
Azo lazaina fa somary mihataka kokoa amin’ireo fepetran’ny fanabeazana mivantana voafaritr’ireo andry efatry ny unesco izy ity raha atao jery maika. Na izany aza anefa, rehefa halalinina ny hatsikana, ankoatra ny fampihomehezana kendrena aminy, dia misy ny hafatra fitaizana sy fanabeazana ampitaina ao ambadik’izy ireny...
Sarivazo311 izaho indray bandikely mazàna tsara vintana ka mba mandrotsa-pintana hanjonoana ito anjely !
Araka ny tarehimarika ao anatin’ny fafana dia mitombo manaraka ny vanim-potoana lalovany ny fandaniana ara-tsakafon’ny akoho. Misy elanelana betsaka tokoa ny fatran’ny sakafo mialoha sy ao aorian’ny fahefa-bolany. Raha atambatra ny vidin’ny akoho miisa arivo sy ny sakafo ampy ho azy mandra-panatodiny dia mitentina sivy...
Mankanesa aty fa vonona aho zay
Alikalahinareo angaha!
Teny fanalahidy fihavanana fitondran-tena môraly fanabeazana. Adiresy lot b 50 ambohitrarahaba ilafy 103 antananarivo directeur de mémoire monsieur andriamanantsilavo seth, maître de conférences
Meilleur développement institutionnel
Oh ! Adala izy angaha ny fitiavana kilalaon’ankizy ? Na amponga mihantona, ka raha te hidoboka dia avy mba manatona. Fa raha sendra boboka dia avela ho eo. Satria hoe mankaleo ? ! 83
Hoy izy izay ambinina? Feno tsilo sy tolona koa ny lalana diaviny, toy ny an ny miaina rehetra, tsy maintsy mandresy hatrany ny voina misakana izy, manavao isanandro ny fiezahany sy ny fiambenany, miady sy mitandrina fatratra. Izay mino fa maty sy fadiranovana hatrany am-boalohany ihany no milaza fa ratsy vintana izy. ...
Ny fitaizam-panahy
Lamanja ! Omby lahy be ! Masiaka! Omby lahy be! Ny tandrony e! Omby lahy! Maranitra e! Omby lahy e! Mifidy olona e ! Omby lahy be ny trafony e ! Mandondona e! Ombilahy be!
Specialite inscrits admis ma 44 28 63,64 om 53 40 75,47 mf 48 27 56,25 total fpi 145 95 65,52 ftg 63 26 41,27 total 208 121 58,17
Mpitantara ho aiza anefa ? Toroy lalana izy ; tolory tanana !
Nalaina tao amin’ny statut dina tsy mimpoly distrika fenoarivobe tsy mandefitsy malay ratsy teo anivon’ny kaominin’i firavahana tamin’ny faha 14 07 14 27rapiharitiana dannick elysé , ny anjara toeran’ny dina eo amin’ny fandriampahalemana. Ny dinan’ny melaky tsy mimpoly , ao amin’ny distrikan’ambatomainty, faritra melak...
Ny famoaboasan-kevitra mety hiseho amin’ny endrika roa ny laza adina eto, dia ireto avy laza hevitra ahitana fehezan-teny tsotra, sy laza hevitra misy fehezan-kevitra. Horesahina tsirairay ny amin’ireo.
Ny momba ny kilasy
Iv- ratram-panahy koa tovolahy tsy miraharaha izay masina indrindra amin’ny olombelona, dia andriamanitra sy ny fitiavana no mivoaka maneno akoho ny vohitra kely, tamin’iny indray maraina iny, nanaraka ny lalam-by mianavaratra nitety ny tsivalan-kazo nipetrahan’ny lalam-by aho. Indreny ny lalan-kelin’ny mpanjono orana ...
Nandritra iny alina iny. 30 tamin’ny fito izao no tonga ilay rangahy tompona hôtely malaza ho fy sakafo ; dia nody tamin’ny valo. Tamin’ny sivy indray nandroso ilay vazaha manana orinasa mpametsy malagasy ; 35 dia lasa tamin’ny folo. Dia toy izany foana mandra-paharaina tsy nisy niala maina, fa mandina avokoa ! Indrisy...
Araka izay hita tetsy amin’ny vatan’ny sombin-tantara izay dia fanehoana ny lamina sy ny olana no ataon’ny mpanoratra. Ny famaranana dia mety ho ny vokatra azo avy amin’izany eo amin’ilay mpandray anjara. Ato amin’ireto tononkalo
Kraptchenko, la personnalité de l’écrivain est l’évolution de la littérature editions du progrès, moscou, 1974 tak 25 la conception d’une uvre a le plus souvent son origine dans l’observation de la réalité , dans les impréssions qui rovoquent en l’écrivain les phénomène de la vie et les événements sociaux et historique...
Atsidika ny mikasika azy ary mety ihany koa ny ampanaovana ny mpianatra tsirairay tatitra vaky boky tantara foronina araka izay tiany ka hanatsoahany lesona. Manampy izany rehetra izany ny toetra ananan’ny tantara foronina manokana, izay miresaka momba ny fiainana amin’ny andavanandro. Amin’ny ankapobeny, misy ny mpand...
Fa ny mponina rehetra kosa dia samy namorona ny anaran’ny fokony avy fa tsy nanao masikoro intsony. Etsy an-kilany, tamin’ny andro taloha tany dia anaran’ny renirano ny hoe masikoro. Nisy fiovana izany tat? Aoriana, ka ireo mponina nonina teo akaikin’ilay renirano indray no lasa nantsoina hoe masikoro. Nitatra izany ta...
Instat enquête démographique et de santé, 2003-2004 a madagascar, une étude montre que 3,5 des jeunes filles ont eu des rapports sexuels avant leur premières règles et 56 des jeunes femmes de 15 à 19 ans ont déjà eu des rapports sexuels
Fanontaniana asio tsipika eo ambanin’ny teny tianao ampiasaina amin’ny fandratoam-pahalalan’ny ankizy isan’ny valin-teny azo valin-teny 1 teny frantsay 2 teny malagasy 3 teny malagasy sy frantsay 30
Tanimanga -mafy, henjana
Zakaria, jaona, ny akon’iarivo, lah 77, 17 janoary 1925 79siméon rajaona, takelaka notsongaina ii, ed ambozontany fianarantsoa, tak 25 80 zoé barijaona, navalona, ed salohy, 2000, tantara nahazo ny loka voalohany tamin’ny fifaninanana loka prosper rajaobelina, taona 1 999
Aiza izao izay zaitra nampanaoviko anao aiza? Mikitakita be ts tsy nataoko ilay izy! Nangovitra tsy natao fa maninona? S satria tsy haiko!
Araka izay anarana omena azy izay dia misy fifampidirana rima eto. Izany hoe mifanelanelana ireo andalana mitovy fiafarana sy fanononana. Ny andalana voalohany sy fahatelo ohatra mitovy fiafara ary ny andalana faharoa sy fahefatra toy izany koa ka manome endrika abab ho an’ny andininy manana andalana efatra. Ahitana iz...
Hanako any amin’ny asa soratry ny mpanoratra ireny toe-java- nitranga ireny satria ny mpanoratra dia mpamohitra ny ambany maso tsy hita mpanambara ny zava-misy 77 ho tsapa mivaingana ato ireo zava-nanahirana nolalovan’ny firenena sy ireo ezaka nentina namahana ireo olana nisy na teo amin’ny mpitondra, na teo amin’ny va...
Association des journalistes et des ecrivains
Rahalimalala hanitra sylvie, monina ao amin’ny fokontany manohisoa
Misy ireo karazan-dahateny izay mitaky haabom-pahalalana efa avoavo lenta kokoa, ary mazàna dia sokajin’olona voatokana, toy ny olon-dehibe efa matotra ara-tsaina tanteraka, no mamaky azy, toy ny éditorial , izay heverinay fa mbola tsy sahaza ny mpianatra, noho ny fandalinana tsy maintsy atao, mitaky haabom-pahalalana ...
T r a hajaina; oktôbra 1999
Boky voalohany i 01 06
Eo anatrehan’ny tsy fahalalan’ny ankabeazan’ny malagasy na ny mpampianatra ny fomba amam-panao misy eto madagasikara dia noraisinay ho adidy ny fampahafantarana ity fomba amam-panao iray ity mba hoentina hanampy azy ireo amin’ny fahalalana sy fampianarana izany.
Ny antony nahatonga ny fihetsehana heverina fa antony mivantana no nahatonga ny sakoroka 2009 teo ny tsy fifankahazoana teo amin’ny filoha amperin’asa sy ny ben’ny tanana an’antananarivo andriamatoa andry nirina rajoelina.83 ny alin’ny 13 desambra 2008 dia nakaton’ny fanjakana ny fahitalavitra viva izay an’andriamatoa ...
Rado izao efa mandroso fahasalamana izao dokotera, fa misaotra anao. Moussa izy no reniko, patron an’i fetra! Ary izy ry maman no rain’i fetra a! Rado faly mahafantatra anao tompoko. Moussa ary i maman ho’aho toa tsy mamaly fa variana fotsiny e! Sa tsy mino ianao fa olona velona io, ary izaho no nahatoy izao azy?
Eo an-tampon’ny havoana, toa tsy misy izay mijery, no mangezaheza foana, tsangambato manirery.
Hita araka ireo, fa maro amin’ny mpianatra f. P. I sy f. Q no malaina amin’ny fanatrehana ny taranja malagasy. Araka ny vokatry ny fanadihadiana ihany koa dia ny 80 amin’ireo mpianatra 104 amin’ny sampana f. Q no nilaza fa tsy misy ilan’izy ireo ny taranja malagasy. Izany hoe, ny 76,92 n’ireo mpianatra no naneho fa tsy...
Izay mahay mampanidina ny sain’ny mpamaky ao amin’ny habakabaka nisidinan’ny eritreriny, ary nampipararetra ny fon’izy ireo toy izay nampihovitrovitra ny fanahiny 24. Endrika maro no isehoan’izany tononkalo malala-drafitra izany.
Les conflits auxquels sont confrontés les membres des associations sont multiples et multiformes.
Verin pierre. Madagascar, edition karthala 2è édition 1992 paris, 256 p.
Dadabe manokatra vava
Ny fepetra amin’ny fanaovana fampisamborana
Tiako tiako hotehirizina ho anao izato volon’andro, dia ny volon’andro mamdro an’habakabaka manga mampivetso, mampiranga
Araka ny efa voalaza etsy ambony, misy ihany ireo mponina ao an-toerana no mamonjy toeram-pitsaboana. Mpitsabo iray no miasa ao amin’ny csb antsahalava. Misy ireo olona omena fiofanana manokana amin’ny fanatanterahana ny vakisiny, ary mavitrika amin’ny fanaovana izany ny zanany ireo renim-pianakaviana. Ny tazo, areti-k...
Amin’ny ankapobeny mantsy, raha ratsy ny ataony, dia ratsy koa ny ataon’ny zanany. Fa raha tsara kosa no ataony, dia mianatra ilay tsara ataony ny zanany. Ankoatra izay, dia zava-dehibe ihany koa ny anatra nomeny. Mbola ny tononkalo embona an’i dada ihany no ahatarafana izany endrey, mba niezaka ianao; ho modely nandra...
Amin’ny ankapobeny, ny malagasy rehetra dia mampirafy finoana avokoa na dia ireo miteny azy ho kristianina aza fa tsy maintsy manatanteraka ny fomba nentin-drazana na dia amin’ny fomba ankolaka aza. Raha ny hita ato matitanana dia miaina ity fampirafesam-pinoana ity satria samy manana ny antokom-pinoana arahiny maha kr...
Ity tononkalo ity dia anisan’ny maneho izay fitadiavana ny very izay. Tsapa fa sady mamerina ny lasa mantsy izy ity, no manindrahindra sy manome lanja an’i madagasikara. Eo ihany koa ny fomba fanoratra izay miverina tany amin’ ireo heverina ho loharano nipoiran’ny literatiora malagasy tononkalo miendrika hain-teny , vo...
Ao amin’ny as dia niray fo tamin’ireo vahoaka mainty hodiotra tao afrika atsimo i andry ho fampiharihariana ny marina teo anatrehan’ireo fotsy hoditra. Vonona ny hamantatra ny marina izy na inon-kidona, na inon-kihatra tak 39.
Fampiharana ny fitsipi-pitenenana raha ny fahita matetika dia ny fahafehezana ny an-tsoratra hatrany no enti- mandrefy ny fahaizana ny taranja malagasy. Ny fitsipi-panoratana dia lalàna mifehy ny fomba fanoratana ny teny fa ny fitsipi-pitenenana kosa dia ampiasaina amin ny fomba fanononana ny teny. Matetika dia tsy ome...
Ry efa sambatra ô! Iriko any isika no hiaraka hihira ilay maraina tsara. Any isika tsy hisaraka fara tonon-kiran-tany no ventesiko eto ho anao fa ho hafa indray ny tonony rehefa mby ao an-danitra ao.
Amin’ny ankapobeny ny sombin-tantara dia manasongadina toe-javatra iray ihany. Ny sombin-tantara dia voafintina kokoa noho ny tantara foronina. Fohy ny sombin-tantara voarafitra anatina takila vitsivitsy.
Ny famakiana tahirin-kevitra no nanombohanay ny asa voalohany. Izany dia anisan’ny nanampy tamin’ny fijerena ireo lafin-javatra samihafa nilaina navohitra tamin’ny firotsahana an-tsehatra natao. Taorian’ny famakiana ireo tahirin-kevitra samihafa, dia niroso tamin’ny firotsahana an-tsehatra arahina fandraisana anjara ob...
Famakafakan- kevitra
Sekolin’ny ntaolo, librairie mixte, analakely antananarivo, 120 tak. Tsanganafo, laharana faharoa, antananarivo, 111 tak.
Fandriampahalemana teny izay mitsipaka fa ny zanak’olombelona tsy tokony hifandripaka teny mampanjaka ny rivo-pahafahana mamongotra ny fakan’ny endri-panavahana.
Raha ampifandraisina ireo hevitra roa ireo, dia izao no azo ambara ny fahitan’ny olona ny antonona sy ny sahaza azy no fototra mahatonga ny olona ho mponina. Raha lazaina amin’ny teny hafa izany, dia ny fahamarinan-toeran’ny tsirairay no fototra mampijoro ny fiarahamonina, ary miezaka manao izany ny mpitondra mba hiant...
Trano kely misy ny fatana, voaaro amin’ny rivotra, voatokana tao hoe tranon- koba no toerana fahandroina kobandravina. Tsy lavitry ny trano fonenan’ny mpanao koba io. Ny atoandro no manomboka atokona eo ny koba, ampiana rano alohan’ny atoriana sy ny maraina. Arahi-maso matetika ny afo sy ny rano mandritra ny 45 ora eo ...
Tsy aterina eto ve ny fahalalana, ka tsy hadalana ? Tsy aterina eto ve ny fandrosoana, ka tsy habadoana ? Tsy aterina eto ve ny fahendrena, ka tsy halemena ?
Ny fiverimberenana ny fiverimberenana dia ny fahatetehan’ny singa iray ampianarina ao amin’ny fitaovana ampiasaina enti-mampianatra. Mora kokoa amin’ny mpianatra ny mahita na mandre ny singa miverina matetika ary ireny no fidina sy ifotorana amin’ny fampianarana. Ny fiverimberenana araka ny fomba fanazavan’i charolles ...
Tarihina ny mpianatra andravona ny lesona, ka ny mpampianatra no mameno ny banga.
Ny période faharoa dia ahitana fizarana roa ka ny fizarana i dia ao amin ny boky tome i ary ny fizarana faharoa dia ao amin ny boky tome ii fizarana i ny nanjakan izy 4 dahy zanak ndriamasinavalona, sy izy 4 dahy zafy ny , ambara-pahavy n andrianampoinimerina izay ahitana toko telo toko i ny nanjakan izy 4 dahy zanaka
Andalana dimy nitomany, nisento nisetra tam-po fa tonga hamonjy k’izao no manjo vao zaza mitsiry ka tratrin’ny mafy! Vao tonga miseho ka ory sahady! Tsy misy olombelona torak’izany! In fifamalian’i jeso kristy sy ny olombelona
Maneho ny kiry sy ny ezaka nataon i miaro, mba hahatafita azy amin ny fianarana hatramin ny farany. Mampiharihary fa tsy mitandro hasasarana mihitsy izy amin ny fanatontosany izany nody ventiny ny labozia
Voalohany ny fandrosoana ka
Ireo mpikambana mandray anjara amin’ny asa ataon’ny cecam na ny mpikambana miasa ao amin’ny cecam mihary ambohijoky na dia misy aza ireo mpikambana matory ao amin’ny cecam ambohijoky dia mbola maro kosa ireo mpikambana miasa ao. Ny 85 amin’ireo mpikambana ireo mantsy dia mpikambana miasa na ny fanaovana petra-bola na n...
Ny masonao mijery ve no zatra ny mahita sa ny sainao kosa no tsy afaka mandalina ka ilay toe-karena lazaina fa tafita vao mainka koa mandady , mihitsoka amin’ny lalina teo ny rivo-doza nitondra risoriso nanjaka teo rakary , velona rapiso , nandroso ny afera, nitombo ny hareny ny ampitsony ho matroka tsy tsinjon’izy ire...
Fizarana faharoa ny lohahevitra iompanan’ny asa soratra
Anisan’ny sekoly tranainy ity sekoly tekinika ltp alarobia ity. Noho izany dia lava ny tantara efa nodiaviny raha aseho amin’ny antsipiriany, hany ka ny tantara ankapobeny ihany no aseho eto. Ny taona 1956 no nanomboka ny fanorenana ny sekoly. Vita ny fanorenana ny taona 1957. Nafindra teny alarobia ny collège techniqu...
Literatiora sy riba
Donner les contraceptifs oraux et les condoms ou injecter en cas de contraceptifs injectable ou insérer les stérilets.
Sady maneho ny heviny eto ny ntaolo no manentana sy mitaona ny mpiara- belona aminy mba hahay hiray hina sy hifanome tanana. Rehefa misy zavatra iray tiana ho azon’ny olona izany, dia ny famerimberenana ireny ohabolana ireny no haingana indrindra. Amin’izay
Ilay maheno ny tsy henon’ ny mpisambotra vaovao ilay mandre ny tsy ren’ ilay hafa nefa tsy hafa ny mpanoratra 68 tsy tokony hohadinoina fa manana izay kendreny hatrany ny poeta amin’ izany. Ny hametraka tantara, tsangambaton’ ny fahavelomany, ohatra , araka ny voalazan’ i clarisse ratsifandriamanana hoe hametraka ny di...
Fahatelo, ny papango fotsy helatra resaka henony tamin’olona, izany hoe misy olona fantany fa manendrikendrika azy ho nanao zavatra ratsy mamosavy, mangalatra izany hoe manaparitaka resaka eo amin’ny tanàna amin’ny zavatra izay tsy nataony akory. Amin’izay fotoana izay dia izy no miteny amin’iny olona nanendrikendrika ...
Isan’ny sarinteny nentin’ny mpanoratra nanantevenana ny zavakanto vita amin’ny teny ny interrogation oratoire , izay sarinteny azo avy amin’ny fanontaniana tsy miandry valiny, satria mazava ho azy ny andrasana, na farafaharatsiny valin-teny efa ao an-tsain’ilay nametraka fanontaniana 223 toy ny ao amin’ny lazon’ady iza...
Ragly i ify mola mafy tala taholo lefy a! Nify mbola mafy -tsara daholo lesy a !
Hasina haja sy voninahitra
Miara-dalana amin’ny finoana amam-pivavahana nentin-drazana ny fivavahana kristianina. Ahitana fiangonana kristianina roa ao amin’ny fokontanin’imerikanjaka fiangonana fjkm sy fiangonana katôlika. Araka ny fanatrehanay ny fotoam-pivavahana, dia hita fa vitsy ihany ny mponina no mamonjy ny fotoam-pivavahana, ary dia ny ...
Miharihary toy ny vay an-kandrina fa tsy hainy nafenina ihany koa ny fiainam-pitiavana niainany. Nambarany ao hatramin’ ny fitsirian’ ny fitiavany izay nijerena ny fomba nihaonany tamin’ilay olon-tiany sy ireo singa nanaitra azy tamin’ity farany. Tato ihany koa no nilazany ny amin’ny fivelaran’ ny fitiavany ary ny tsy ...
Ny havandra
Fizarana telo lehibe no anolorana ny asa fikarohana ny fizarana voalohany no hampahafantarana ny tanàna antananambo, kaominina ambanivohitra antenina, disitirika soanierana-ivongo ; sy ny seha- pihariana ao ary ny fiainan’ny mponina amin’ny ankapobeny, toy ny momba, ny fandriampahalemana, ny lafiny fitondrana, ny fanam...
Ny l. M. A. I izay sekoly naorina teo amin ny tokotanin ny kaominina ihany, etsy andaniny dia manana trano misy rihana iray ka ahitana efitrano fianarana efatra ao aminy. Etsy ankilany kosa dia misy trano iray hafa somary lehibe ihany, izay tranom- pokonolona teo aloha no navadika ho biraon ny tale, ny tale lefitra sy ...
Nibahan-toerana tamin’ny fomba fiasa ny fampiasana haitsikera sy ny firotsahana an-tsehatra. Andeha hovahavahana tsirairay avy ny momba ireo.
Anefa, raha ianao
Ny hevitry mpanoratra vahiny
Fikambanana momba ireo karazam-piteny toy ny fampianarana kabary ho an’ny teny malagasy; club allemand ; club japonais .
Tovo mivarotra ve ramatoa rakalo o!
Araka izao kisary izao dia mifanety ny seza sy latabatra tao amin’ny efitrano nanatanterahana ny fampianarana. Miendrika efajoro ny efitrano, ka heverina fa miteraka olana eo amin’ny fifampihainoana ny fifanalaviran’ny mpiteny sy ny mpanatrika eny aoriana indrindra. Tsapa fa nahazo vahana ireo mpianatra tia miresaka ao...
Ny parallélisme104 manjaka tanteraka ity sarin-teny ity ato amin’ny tdt. Tafiditra ao anatin’ny tamberina izy ity. Mety hampitombina azy ny filazana fa sarin-teny fahita matetika dia matetika ao amin’ny baiboly 105. Fehezanteny roa na mihoatra no mifanesy ary mifamaly daholo ny vanim-pehezanteny rehetra. Raha vao jeren...
Ny toerana ankaraobato no toerana nosafidinay hanaovana ny asa fikarohana renivohitry ny kaominina izy ary ao anatin’ny disitirikan’i marovoay , faritra boeny mba hahamora kokoa ny fampahafantarana izany toerana nanaovana fikarohana izany dia hofariparitana aloha i marovoay renivohitry ny disitirika .
Toko faharoa
Anisan’ny fitaovana iray lehibe ampiasaina eo amin’ny asa fampianarana ny takela-panomanan-desona. Manampy ny mpampianatra amin’ny fandrindrana ny asa fampianarana ataony ny fahaizana mandrindra ny zavatra raketina ao anatiny. Koa mba tsy hampanjavozavo ny tolo-kevitra naroso teo aloha, dia asehonay amin’ny alalan’izan...
F’angaha ity tsy misy credit e? -lany tamin’ny maraina ny crediko fa vao hampiditra aho avy eo, hoy aho matin-kambo manoloana ity anjely efa manan-tompo tompoiny saingy mbola tiako hoandrianina ity ary dia antsoy aho raha misy tsy mazava aminao ny lesona e! F’angaha moa lesona no hakako an’ity hoy ny sain-dratsiko. Nek...
Herinandro faha 27 16
Ny fandrafetana an-tsoratra rehefa vita ny firotsahana an-tsehatra, dia nalamina ireo hevitra rehetra nivohitra tamin’ny fanadihadiana. Taorian’izay dia natao ny fandrafetana an-tsoratra, ka paikady samihafa ihany koa no nampiasaina mba hahasiantifika ny asa, fa tsy ho fandokoana na fanasohasoana be fahatany fotsiny. I...
Kolontsaina manana ny maha izy azy amin ny betsileo ny savika. Manome lanja ny fankalazana ireo fomba amam-panao toy ny famorana, famadihana sy ny sisa izy. Manosika ireo mpilalao hanana toe-tsaina tia fihavanana hanana fitondrantena mendrika, hahazaka tena samirery ary vonona hioitra hatrany eo amin ny fiainana. Izany...