text stringlengths 10 11k |
|---|
Raha io ampahan-tononkiran’i naka rabemanantsoa io no dinihina, ny atao hoe tanindrazana, dia toerana nahaterahana, teto ny aiko no naniry ; tany nahabe, nanomboham-pahendrena ; ary koa tany ilevenana, eto koa no hiafarako . |
Tsy anavahana taona sombin-tantara; lahatsoratra. Ny sombin-tantara, tantara kely, fohy nefa feno, izany hoe misy fiandohany sy fiafarany, manakaiky ny zava-misy sy ny fiainana andavanandro. Mitantara toe- javatra iray, mety ho zava-niseho indray mandeha; na fahatsiarovana kely fotsiny. 84 ho an’ny mamatonalina, mihari... |
Sy langa aanginy fo1sin1 ny fampijaliana naiaon’i -kapiteny azy ireo, ambatomainty sy anke liambia, fokontany fotivolo. Firaisana ankazoabo, fivon dronana ankazoabo fampana ah na natao tamin’ny 7 sy 8 1anvier 1992 ary nahitana ny kapiteny sy atoa r. R. Flloha lefitra flraisana ankazoabo. Olona tsy tokony hanavaka rio n... |
Tadidiko eto indray, ry zokiko malala ny dinidinintsika toa satriko hihaino fa tiao tsy hiala ’lay endrikao sariaka ny adidy marobe iombonana amin-kavana tsy maintsy tontosaina ny vady sy ny zanaka voalohan’ny fitiavana tsy afaka ao an-tsaina |
Mifanerasera sy mifankazatra tanteraka amin’ny tontolo an-dranomasina sy ny tontolon’ny asa fanjonoana ny mpanjono. Voafehiny amin’ny ankapobeny ny zava-miseho eny ampovoan-dranomasina toy ny fizotran’ny toetrandro, ny fitsokan’ny rivotra izay misy fiantraikany amin’ny fanonjan’ny rano sy ny sisa. Mahatonga azy hatoky ... |
Angon-kevitra avy amin’ny tsirairay no iaingana ato amin’ny seho voalohany. Hofintinina amin’ny fafana roa ny fizotran’ny fampianarana. Ny voalohany maneho ny famolaham-pahalalana ary ny faharoa ahitana ny paika ampitam-pahalalana. |
Vaovao, lah. 1184, 23-03-79 74 foi et justice bp 3832 in dispositions diverses et traditions, art- 105, in politique générale de l’ education nationale, dépôt légal n 48 96, imprimé par jag, antananarivo, nov-96. P 43 |
Faculte des lettres et des sciences humaines mention anthropologie fondamentale et appliquée université d’antananarivo département malagasy 2011 licence en sociologie universite d’antananarivo fac degs département sociologie option sociologie de l’organisation et de développement local |
Rado ramaherison 08 novambra 2001 |
Na dia teo aza ireo zava-nisy nampiroaroa saina ny mpanoratra; dia tsy nitsahatra ny nikalo ny fitiavana izy ireny. Teo ny fanehoany ny fitiavany ny tanindrazana, ary indrindra ny fitiavana eo amin’ny olon-droa. |
Manana anjara ihany koa ny olona tsirairay. Isan’izany ianao amin’ny maha zanaky ny kaominina anao ireto avy ny andraikitra miandry ny ben’ny tanàna amin’ny maha-mpitarika ny asa fampandrosoana atao eo anivon’ny kaominina azy, araka ny nambarany sy ny fikarohana nataonay. Indrindra amin’ny maha-olom-boafidy nomen’ny va... |
Izarana karatra 06 avy ny mpilalao ka ny ambiny dia ahohoka eo |
Raki-tsoratra nanomezany ny mombamomba ny mpanoratra 41 raki-tsoratra nanomezany ny mombamomba ny mpanoratra 42 fihaonana voalohany tamin’ny mpanoratra. |
Revenu annuel en ariary effectifs total |
Fihetsiky ny beazina manoloana ny fitaizana |
Filazana ny zava-misy mety ho zava-misy niainan’ny mpiara-belona izany, mety ho ny zava-misy niainany manokana toy ny ratram-pony fahazaza izany. Ireny rehetra ireny no nivoitra ho anjara asa sahanin’ny literatiora tamin’ity vitrana ity. |
Tokony ho amin’ny telo ora na amin’ny efatra ora maraina amin’ny andro faharoa dia fohazin’ny endrilahiny ny mpanjaka handeha atsira a am-patsakana ka ampandroina izy amin’izany, izany hoe, mandro amin’ny rano tsy nodikaim-borona rano mbola tsy nisy vorona na olona nanitsaka ka heverina fa madio sy masina. Ny fianakavi... |
Tekinika fanehoana ny tekinika antony ampiasana ireo tekinika |
Voatokana hanaovana izany, dia mahavalia sy ny mahafotera, |
Tsy miandry valiny eto ny fanontaniana, na dia mifampiresaka mivantana aza i sedra sy i haimah. Efa samy mahazo antoka ihany koa izy roa fa efa samy any an-tsain’ny andaniny sy ny ankilany ny valinteny. Natao indrindra izany mba hampisaintsaina ny mpihaino hifantoka tsara. |
Faharoa dia ny fitrandrahana ny fipoiran’ilay fihetseham-po any amin’ny itenenana izay tsy lazaina miharihary mihitsy. Maneho izany ity ohatra ity ohatra boboka dinitra, tak. 65, andl. 82-87 fa ny andro takariva amin’izay ho tena ziva. Ny maraina dia ho haolo ny tanàna dia ho ntaolo ka ny vahiny izay mandalo no hanatsa... |
Ny antony nifidianana ny lohahevitra sy ireo asa fikarohana efa vita momba izany |
Collection littéraire lagarde et michard xixè siècle |
Amin’ny ankapobeny, dingana telo no hita ao amin’ny sombin-tantara ny fanolorana ny vatan’ny sombin-tantara ny famaranana a. Ny fanolorana |
Samy manana ny fomba entina mitrandraka akora voaangona ny mpikaroka tsirairay. Sokajiana ho dinganina iray lehibe tsy azo atao tsinotsinona ny fomba fiasa. Mametraka ny maha izy azy ny akora rehetra azo tamin ny fikarohana ny fandaminana sy fanasokajiana araka ny sehatra voakasika. Ireto misy fomba fiasa vitsivitsy ne... |
Dia inona àry no tokony hoekena? Raha vitsy ny zaza toa mampahonena, raha betsaka indray, miady sakafo ny vidin-kaly anefa mihalafo! |
Teny fanolorana ity boky voalohany ity no nandraiketanay ireo asa soratra rehetra nilaina tamin’ny fananganana ity asa fikarohana mahakasika ny literatiora malagasy teo anelanelan’ny taona 2009 hatramin’ny taona 2013 ity. Ilaina ny famoahana izany amin’ny boky manokana toy izao, satria izany no manamora ny fanamarinana... |
Hanitry ny oliva293 oliva ô ! Tomarotaroha, mihomboa ravina, dia mamoaza vonifanja ! |
Anisan’ny antony mahatonga ny faharavam-pitiavana ny fakampanahy, tsy inona izany, fa hery kely mety hamotika ny andrin’ny fitiavana. Toy izao ny famosahan’ny mpanoratra izany fakampanahy mampangovitra ny mahery fa mitratrevatreva fiavy sady maka amin-kery 72 |
Anisan’ny sekoly nojerena manokana anompanana ny fanadihadiana sy ny fikarohana ny sekoly tekinika lycée téchnique professionnel ltp alarobia. Noho izany dia hovahavahana manaraka eto ny mombamomba izany sekoly izany, toy izay natao tamin’ny sekoly ltp ampasampito. |
Manavaka ny karazana literatiora araka ny vontoatiny sy na ny endriny -mamaritra ny antsoina hoe kanto manakatra ny hevitra isan- karazany ao amin’ny lahabolana na lahatsoratra hohadihadiana -mamantatra ny sehatra iompanan’ny lahabolana na lahatsoratra -mamantatra ny hevi-dehibe rehetra misongadina ao |
Ny baiboly, op. Cit, galatiana 6 2 87 ny baiboly, op. Cit, romana 12 15 |
Ny atao hoe mandresy lahatra dia mampanaiky, mampino, ary manova ny hevitra efa ananana. Ny lahateny mandresy lahatra dia lahateny misarika ny mpamaky hanaiky ny hevitry ny tena ka mitondra fomba fanehoana sy fandaharana tohan-kevitra isan- karazany hahatonga azy hiandany amin’izany. Mety ho hevitra tiana hotohanana na... |
Zanaky ny mpanoratra vavy matoa ratsimaholy ianto. Maneho olombelona mivantana izany. Mbola amin’ireo zanany ihany, ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe ho an’ireo zanakay hamokatra ny voa nafafy hifaharana raha tojo mafy ary izao no katsaho mba ho to ny antonony tsara kokoa fa ratsy ny sisiny roa ny fovoany no sakaiz... |
Introduction |
Ilay fandrobon’ny fitia indray potrak’orantokana nafanain’ny lohataona sy ny nofo valabalaka tanaty habakabaka manga ambany aloka amontana ny namangian’ny malalako tamin’ny volana manaraka |
Richaudeau, op, cit, p.68, c’est le moyen le plus usuel 60 f richaudeau, op, cit, p.68, selon le code typographique, la composition de mots en italique au sein d’un texte composé en romain est réservée aux titres des ouvrages citées, aux noms des uvres d’arts, aux enseignes de commerce et à d’autres usages encore plus ... |
Fotoana ahavorian’ny hery koa ny fahatanorana, araka ny voalaza. Tsy mba nolanilanin’i jo andrianasolo tamin’ny hetraketraka tsy mahasoa toy ny an’ny zatovo sasany firinga mievotra izany heriny izany, fa nentiny nanompo ny fireneny. Andraikitra goavana no efa nandraisany anjara tamin’ity firenena ity. Sady mpamonjy voi... |
Ny fivavahana rehetra dia miantefa amin’ny hery hafa ivelan’ny olombelona, izay ambara mazàna amin’ny teny hoe andriamanitra heverin’ny olombelona fa manana fahefana eo amin’ny tenany sy ny fiainany ihany koa io zavatra io. |
Samy isika ihany é ! Miaraka amin’ny hevitra firariana ny governemanta sy ny vahoaka mba tsy ho tafatsofoky ny demony mpampisaraka |
Distinction de o. Lemant et p. Schick livre audit et management, page 13 |
Amin’ny ankapobeny dia nilamina ny fiainan-drobena teo am-piandohana satria nahazo asa izy, ary efa nikasa ny hanatanteraka ny nofinofiny dia ny hampakatra an’i nary ho vadiny. Nitsimbadika tanteraka anefa ny fiainany satria nanambady olon-kafa i nary, ary niditra am-ponja izy noho ny fiahiahiana azy tamin’ny raharaha ... |
Ny mamiko indrindra raha eto an-tany e! Dia i dada sy i neny nibaby ahy a! E lalao e! |
Tsy manana boky |
Fafana 11 fandaharana oran’ny fampianarana ny taranja malagasy |
Mpampianatra fram mpampianatra mbola ilaina l voalohany 22 34 08 o faharoa 13 7 03 h totaly a 35 41 11 loharano zap ampahimanga, 2015 misedra olana goavana izany fampianarana izany ankehitriny. Misy fiantraikany en izany. Ny tsy mahazo fiofanana kanefa mahazo alalana hampianatra; eo ihany koa ny tsy fahampiana -drafitr... |
Ny ddk dia manatanteraka ny fandaminana ny fizotry ny fanompoam- pivavahana mba hisian ny filaminana tanteraka. Miara-miasa amin ny pastora eo amin ny fandaminana ny sakramentan ny batisa sy ny fandraisana ny fanasan ny tompo ihany koa izy ireo. |
Sartre j. P. , |
Andriamanitra 8-21-48-49-52-62-74-81-90- 95-96-100 |
Mandraisa fandriana, ry foko mitsora fa vizana ianao |
Anjahana rantabe |
Araka ny voalaza teo aloha, dia manana anjara toerana lehibe eo anivon’ny serasera ny mpandray hafatra. Raha tsy eo mantsy izy, dia toa very an-javony fotsiny ihany ny hafatra alefa. Tsara ho fantarina ihany koa ny momba ny mpandray hafatra mba hahafahana mandrindra ny hafatra ampitaina. Eo amin’ny sehatry ny fampianar... |
Tsy vita mba hambenany. Hiofo ny omaly ka dia ho ren’ny ainy |
Ireo tara-kevitra vaventy nahazo vahana |
Azo lazaina, araka izany, fa mifanindry tanteraka ny fotoana niainan’i e. D. Andriamalala sy ny fotoana nanoratany ny tantara. Tsara ho fantatra ihany koa ny anjara toeran’ny tantara eo amin’ny mpamaky, ka ny fotoanan’ny mpamaky no hitarafana izany. 2.2.3.2. Ny fotoanan’ny mpamaky. |
Ii-1-1-2 la population a nombre d’habitants la population actuelle de manjakandriana compte dans l’environ de 216232, sur une occupation humaine moyenne de 107 hab km2 la répartition de la population globale par activités se fait comme suit secteur primaire environ 51330 d’habitants secteur secondaire environ 220 d’hab... |
Vazaha alika.31 |
Raha tsorina ny fanazavana, ny anarana iombonana dia anarana entina anondroana vondrona. |
Mana? A iraimbilanja milanjalanja mana? A lasiroa manketsy, mankeroa mana? A lasiray, miaraka aminay hody a? Y aminay ary a? Ay |
Tak.103, and.1, and.2, and.3 |
Ny oharina na ny teny faritana dia i tina ny anoharana na ny mpamaritra dia vehivavy tsy tia mipetra-potsiny milaza amin’i tina eto i tovo fa vehivavy mihetsiketsika amin’ny fitadiavam-bola izy fa tsy mba variandriana. |
Ny hosodoko arindran’ireto tànanao mba kanto loatra lahy kanefa anie ianao, tsy tia mizahozaho fa misy aingam-panahy! |
Asiniony 18 jona 1998 |
Loharano ny mpikaroka |
Ankaranany ny ho efan ny olombelona eto |
Mahasahana ny fitiavana rehetra no asian-teny eto. Izany hoe, misandrahaka amian’ny endriny maro ny fitiavana anompanana ny resaka eto, toy ny fitiavan’olon- droa, ny fitiavana eo amin’ny ray aman-dreny sy zanaka, ny fitiavana eo amin’ny mpiray tampo, sns. Nahitana olana avokoa ireo lafim-pitiavana ireo, satria raha ts... |
Rainandriamampandry misy ihany ireo fatsora, izay mora notambazana ka nanaiky ho fitaovana sy hivaro-tanindrazana, hiampanga sy handetika mpiray ra amin’ny tena ho takalon-tombontsoa sy fiarovana harena ! Izao loza mitatao amin-drainareo izao dia iraisan’ny mpanjanaka sy mpamadi-palitao ! Zanaka 1 ramaherilanja fa ny m... |
Toy izao kosa ny endrika isehoan’izany 228 botsaiky, miverena, 22 jona 2009, ton.138, tak 144, boky i |
Daty lohate ny mpandray anjara toerana nisehoany fotoana nisehoany tara-kevitra lehibe j o l a y 2010 izay ilay izy fototra anja mpanampy lova, lanto, radety, andry ravaka haja sy ny vady aman- janany, naman’i andry, rapa sy ny zandriny vavy, infirmière, dokotera, herilala, seheno, jaona sy ny vadiny, nandjee, mpiara-m... |
Ny mahatanteraka ny osika dia ny olombelona ka azo zaraina roa izy ireo eto dia ny mpiangaly sy ny mpanotrona. |
Dictionnaire hachette op cit la littérarité caractère distinguant un texte littéraire à un autre p 940 |
Lah 83 roa taona 2 10- v. A lah 27 ry tanànako |
Va tak 198 399 va tak 195 400 va tak 196 401 va tak 199 402 va tak 200 403 va tak 184 404 va tak 185 405 va tak 186 |
Ohatra 1 ny hita ao amin’ny ratra lalina haimah fantatro fa noho izaho zanaka kaomôriana no mahatonga azy ho lasa tsy tia ahy tampoka teo fa tsy hoe izany tsy fahalalako ny raiko izany. Fantatro izany na dia tsy novantaniny aza. Fantatro ny tiany hahatongavana. Tsy nampoiziko hanana toetra toy izany i sedra.182 miverin... |
Raha fintinina, dia ampitaintainin’ny mpanoratra ny mpijery amin’ny alalan’ny tsy fetezan-dratovo hivaky ny ao am-pony. |
Ny alohotsy ? Adalo. |
Andriamalala e. D , 1999, op-cit, tak 41 |
Taona âge 53 2. Lehilahy vehivavy 3. Toerana niaviana ambatomanga manjakandriana 4. Fonenana andohany vontovorona 5. Faharetan’ny taona nampianarana hatramin’izay 26 taona 6. Faharetan’ny taona nampianarana tato amin’ity sekoly ity 12 taona 7. Kilasy iandraiketana kilasy faharoa kilasy voalohany kilasy famaranana 8. Ki... |
Fitambarany 50 53,76 fitambarambeny 93 100,00 |
Ny lohahevitra |
Araka ny hita tao amin’ny fizarana voalohany dia isan’ny fatra-pandinika ny tontolo manodidina azy ny malagasy. Fahiny dia mifaningotra tanteraka amin’ny fiainan’ny ntaolo malagasy ny tontolo iainany. Ahatarafana izany ny fiainana an- davanandrony, ny kolontsainy, ny filôzôfiany ary raha hananatra sy handresy lahatra i... |
Banabana mambanabana |
Ho avy ny maraina 3 ho avy ny maraina 1 |
Ambaran’io tononkalo io, fa niaina tao anatin’ny fitiavana ny mpanoratra kanefa nosomparan’ny fahafatesana izany. Vokatr’izany dia mifamadibadika ao an- tsain’i asiniony ny toe-javatra mitranga. Toa maneho izany koa ny filalaovany ny rima, ny fifandimbiasan’ny rima ampiasainy ampiasainy, ohatra, ny rima mifaningotra re... |
Ankoatra ny zanapeo iandohana dia tsy miova ny hevitra entin’ny hasim-peo mamorona ny mpanondro na zavatra hita maso na tsia no tondroiny. |
Hisava ny rahona ho afa-maizina hefaina ny teny tsy mety ho diso fa ho hitatra ho ela ny tany tsara honenana. Rainisoa ratsimandisa |
Ny toeram-ponenany mandritra ny fianarana |
Tafiditra niasa tamin’ny fanjakana izy ny taona1958, ka nakatony ireo sekoly naoriny satria nafindrafindra toerana matetika izy ka tsy arany intsony ny nisahana azy. Antony iray hafa ihany koa ny tsy fahombiazan’ny tanjona napetrany, dia ny fanomezan-danja ny teny malagasy teo amin’ny sekoly, ny tale nitondra ireo seko... |
Baudereau f fozza j. Précis de français. Edition nathan. Paris giovacckini 1996 |
Vitesse de rotation des stocks |
Raha antoandro izany izaho toa mba verivery dia alina ho mitalaho ka tomany ny fitia |
Thr te hita ny ranomaria tim tiko i madagasikara tgv tanora gasy vonona tts tanora tonga saina vaf vava-ady fahafahana vvs vy vato sakelika unesco united nation educational, scientific and cultural organization |
Amin’ny ankapobeny dia ny voambolana fampiasa matetika eo amin’ny fiarahamonina andavanandro no fampiasa ao amin’ny ohabolana mirakitra anatra mba ho mora azo avy hatrany ny hevitra tiany ambara. Ireny dia ohabolana mifono anatra izay mitondra any amin’ny fandresen- hadatra avy hatrany |
Ny fomba nisafidianany ireo akora lahatsoratra natao hotrandrahina |
Manjakandriana ambatomanga |
Rajemisa, op, cit. Tak.194 67 akademia malagasy misahana ny haikanto sy ny haisoratra ary ny hairaha, rakibolana rakipahalalana, antananarivo, 2005, p.262 68 rajemisa, op, cit, tak.1052 |
De ceci donc, on peut constater la furie qui ammène ces hommes et ces femmes dans leur mouvement. Leur agitation est renforcée par leur gestes qui est surtout soulignés par des terme forts comme soulevaient, agitaient, brandissaient, déboulèrent, galoper montrant une colère suivie de violence pour un changement de vie.... |
Mpamaritra filaharana kelima fahadimy mpamaritra ampahany dua pertiga roa ampahatelo , mpamaritra mampitombo isa berpuluh-pumuh impolo mpamaritra mpilaza karazana eo amin’ny isa ampolony, ahitana tsy fitoviana ny fomba fanoratana ireo tarehimarika ireo. Ho an’ny teny malagasy, soratana mitambatra. Ohatra roapolo. |
En revanche, le délai de paiement de quelques semaines ou de quelques mois dont dispose l’association, à l’égard de vos fournisseurs ou des organismes sociaux, crée une ressource de financement correspondant à ce délai. |
Ny volana mey sy jona izay nidinana tany antananambo dia fotoanan’ny vary matoy eny an-jinja. Noho izany dia sahirana amin’ny sango-bary ny olona ka tsy manam-potoana loatra. Nalamina araka ny fahateren’ny fotoanan’ny olona ny fanadihadiana. Natao amin’ny maraina alohan’ny fisotroan-kafe, na amin’ny tolakandro hariva a... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.