text
stringlengths
10
11k
Ankoatra izay dia ny tolo-kevitra izay omen’ny cadre européen commun de références pour les langues4 c. E. C. R no itondrana ny asa, izay manasokajy ny hairaha amin’ny fianarana teny araka ny haabony ary mampifandray ireo zana-taranja rehetra ao amin’ny taranja teny amin’ny hairaha sahaza azy avy dia ny fitsipika, ny r...
Ravelojaona, in mpanolo-tsaina, lah.19, jolay 1907.
Teny fampidirana
Le bout à bout deux séquences élémentaires se suivent la clôture de la prémière coincidant avec l’ouverture de la seconde
Fizarana faharoa fandalinana ny lafiny maha olona eo amin’ny fiainan’ireo mpiavy 52 toko voalohany ny mombamomba ireo fianakaviana 54 2.1.1. Ny tantarany 54 2.1.1.1. Fianakaviana voalohany 54 2.1.1.2. Fianakaviana faharoa 55 2.1.2. Ny fiveloman izy ireo tany amin ny faritra nialany 57 2.1.2.1. Fianakaviana voalohany 57...
Teny famaranana
Eto amin’ity sombin-tantara ity dia nindramin’ny mpanoratra hanehoana ny fahasamihafan-tsaranga ny filazana ny toerana fanasan-damba mifanao ambony ambany. Tamin’izany, ny fanasan-damba tsara, taza-maso dia taratry ny fiainan’ny manana, avo toerana, tazan’ny rehetra ary tia misehoseho, tsy azo afenina. Asehon’ny mpanor...
Ny drafitra
Welllek r et warren a la théorie littéraire. Traduit de l’anglais 1970 par audigier j. P et cattegno. Seuil. Paris.
Fiz iii ireo toetra tsy mahomby sy ireo hery manimba v. A, tak.23-27
Ny sivilizasiôna malagasy sy ny sivilizasiôna kristianina no nisy teto madagasikara raha tonga teto ny frantsay. Ny hamotika ireo no tanjony, ka nofantariny aloha ny fototra niorenany. Natsangan’i galliéni ny akademia malagasy tamin’ny taona 1902 mba hamantarana tsara ny maha malagasy ny malagasy. Rehefa hitany izany, ...
And 1, 2, 3, 4 andl 8 and 5 andl 7
Germain c. , 1993
Lava ny tantara, ry anaka isany, fa hafohifoheziko ny filaza azy, hoy ikaky fifanjevoana be tsy nisy toa izany no nitranga tamin’ny fananiham-bohitry ny sakalava tety. Nisahotaka tokoa ny vahoaka sy fokonolona. Ao ny nianavaratra, ao ny nianatsimo ary ao ny niantsinanana. Tsy mba nisy ny niankandrefana, fa avy any no n...
Fanabeazam-boho, fikarohana voambolana mifanitsy amin’ny tian- kolazaina nefa tsy mamerina ny ao amin’ny lahatsoratra.
Face à ses faiblesses citées précédemment, pour assurer la rentabilité et de la survie à long terme de la tpflm, elle doit réagir. Pour ce faire, nous avons proposé les solutions ci-après.
Anarana rasoloarisoa fanampiny claudine lohatenin’ny asa fikarohana ny fanabeazana tarafina ao amin’ny amboaran-tononkalo ako sy antso isan’ny takila 252 isan’ny sary 8 famintinana
Ohatra 3 tononkalo nosoratan’i lilah, mitondra ny lohateny hoe vavaka ho an’ny tanindrazana and 1 and 6
Mpikaroka rasoamampionona louisette
Rdmt avp rdmt app 0 ,1 0,12 -15,00 15 ,000
Toy izany koa ny ao amin’ny miasa jamba rafozana tk.34 andininy voalohany raha jamba ny rafozana tsy afaka hahita ny asa izay mba efa vita
Ahitana fitoviana eo amin’ny fanatontosana misy mpitarika sy mpanaraka hatrany ny osika. Ny mpitarika no mpanainga ny hira, ny mpanaraka kosa no mamerina izay ambaran’ny mpitarika. Ny filazana azy isam-paritra no tsy mitovy mpiventy hoy ny betsimisaraka sy sihanaka, mpalaka ôsika na mpitarika ôsika hoy ny tsimihety. Mi...
Jeannette ramiarintsoa vaovao frantsay malagasy t 56, lah -2759, 06 01 1950
Il y a aussi le faible taux de croissance pendant et immédiatement après la deuxième guerre mondiale.
Misy lalan-tsikera maro azo isafidianan’ny mpikaroka. Amin’ny asa fikarohana toy itony, dia ilaina hatrany ny jiro mba hanazava ny dia mba tsy hampivaona ny asa atao.
Inona ny antony, ahoana ny vary ?
Mampiseho ny ao anatiny.
Visite d’atelier ouvert tous les jours sauf le dimanche matin, ! ’atelier est deja des visite depuis 2008 par des touristes et cela en partenariat avec la maison d’hote iarlvo. Son slogan tahaka ny landy, velona isalorana, maty ifonosana comme la soie, on s’habille avec de notre vivant et on s’en enveloppe a notre mort...
Ny sokajin’ny afana omby fanao isan-taona ny fanafanana omby izay atao isan-taona kosa dia azo sokajiana ho toy izao manaraka izao anton-javatra anaovana fanafanana omby isan-taona ny fangatahana amin’andriamanitra sy ny razana ary ny vazimba sy ny kalanoro amin’ny alalan’ny vavaka atao, ny fitahiana mba hampitomboany ...
Herotra herokerotra manerokerotra
Ka havadika ho euro , izay isika vao ho tafita!
Razafindralambo fulgence louis de l’or, raki-piainana, mey 2010, p.9-10
Amin’ny f. P. I sy f. Q?
Mihira ary hira mitovitovy amin’ny hira amin’ny vakodrazana.
Cyclone honorine ale
Mety hitranga. Azoko ninoana mantsy fa tsy maintsy izaho no ho torian-drainijery kanefa mba efa nivonona koa aho. Tonga ny sekreteran’ny sefo kantao, ilay nifamaly tamiko niaraka tamin’ny antilim-bohitra anankiray. Tsy nivatravatra fa nandona tamin-kamorana sy nalefadefa-piteny tsy salamalama angaha izy izay ry ingahy ...
Raha zohina ny fizotran’ny vontoatin-kevitry ny hira gasy, dia ireo lehilahy tsy mahay mionona amin’ny vady tokana no iantefan’ny filazan-javatra. Azo heverina ho sarin-teny manavanana ny mpiventy hira gasy ny antithèse , satria izy no mateti-piasa ny antithèse ao amin’ny vatan’ny hira gasy. Manana ny fisehoana betsaka...
Comment trouvez vous les règlements appliqués actuellement pendant les déroulements des compétitions ? Les règlements sont simples, mais il y a quand même une petite confusion pour chaque discipline, donc c’est mieux si les responsables informent un peu plus les athlètes sur les diverses règlements qu’ils veulent appli...
Lita amin izay aho fantany tsara hoe tezitra izaho indray rangahy, tsy azon iza rarana izany intsony a! Hafa ny taloha. Ary na tonga aza i neny ka hiseho handrara ahy, tsy hahatana ahy akory fa veloma lava e! Tsy zazakely ange aho e. Mandreraka ilay tsikera ataon ireto fianakamsa ireto
Mampiasa ny rindra-jana-peo a, i, o amin’ny faran-teny, mampiasa ny renifeo n an- danilany malemy ary miseho amin’ny endrika tsy feno ny fiteny antanala.
Teny fampidirana 1 fizarana voalohany ny fiainan-dratsimba georges amin’ny maha-olon-tsotra azy sy ny maha-mpanoratra mpanabe azy toko i ny maha-olon-tsotra azy 9 1.1 ny karpanondrony. 10 1.1.1 ny ray aman-dreny. 10 1.1.2 ny iray tampo aminy. 10 1.1.3 ny loharano nipoirany. 11 1.2 ny fahazazany. 12 1.2.1 ny fanabeazana...
Fa diso fifidy, ka tratry ny nenina; kapoaka mangidy, no sisa atelina.
Rabearivelo, teraka tamin’ny 4 marsa 1901 tao isoraka antananarivo, ary maty ny 22 jona 1936, nalevina tao ambatofotsy avaradrano raha vao teo amin’ny faha 35 taonany.
Isan’ny fahalemen’olombelona tsy misoritra eny amin’ny endrika sy ny vatany ny fahotana. Ao amin’ny rakibolana malagasy, ny fahotana dia fandikana izay didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao toy ny fady 112
Ny fomba fijery ny tontolo tarafina amin’ny tantara foronina
Ny lalan-tsaina constructivisme mifameno amin’ireo ny lalan-tsaina constructivisme anisan’ny mampihatra ity lalan- tsaina ity i jacques tardif 3. Aminy ny mpianatra dia tsy mpandray fahalalana fotsiny fa manorina sy mampivoatra ny fahalalana ananany, izany hoe miainga amin’ny zavatra efa hainy izy. Ny anjaran’ny mpampi...
Ireo no mason-tsivana enti-manombana ny tanjona iray amin’ny fanatanterahana azy. Ankoatra izay, ny tanjona ihany koa dia manana ny fomba fandrafetana azy manokana, hojerena manaraka etoana ireo hevitry ny mpandinika ny amin’ny fomba fandrafetana tanjona.
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra tao amin’ny biraon’ny havatsa-upem tamin’ny 26-02-13.
Ny kolontsaina malagasy sy ny zava-manana aina ho an’ny malagasy, ny zavaboary rehetra, na manana aina izy na tsia, dia manana hasina avokoa. Vokatr’izany, ny foto-pisainana malagasy dia mametraka fa ny zavaboary tsirairay, matoa noforonina, dia misy antony avokoa ka tsy tokony hozimbazimbaina na hopotipotehina tsy ami...
Ahatarafana ny harefon’ny toe-karen’ny malagasy ihany koa ny hamaroan’ny olona miantehatra amin’ireny kilalao kisendrasendra sy miankina amin’ny vintana ireny. Anisan’izany ny pmu, ny loto, ny tsabo telo sns.
Ka na iza na iza hiofosa, ’zay kasaina tsy maintsy tontosa fa ny marina tsy mba kanosa 40 miezaha àry ka milofosa !
Ohatra 2 ny hita ao amin’ny ny renikeliko tina izaho àry raha tsy noho ny ditra nataoko, efa tena tafita be mihitsy, enina ambin’ny folo taona aho no afaka bacc, noho ny hamaivanan-doha notarihin’ny naman-dratsy anefa dia izao no fiafarana, toy ireny tsy nianatra ireny, ka izany no hiezahako mampianatra anao mba ho taf...
Ireo mpanoratra roman d’espionnage frantsay sy ny asa sorany maro ireo mpanoratra re frantsay. Santionany amin’izy ireo sy ny asa soratra novokariny no haseho eto, anisan’ireny i gerard de villiers ; lequeux sy paul d’ivoix, jean bruce sy ny namany, san antonio, john gardner sy celestin valois ary souvestre sy alain .
Ny teny hoe mivalomainty, matetika maneho haratsiana182, noho izany mifanohitra amin’ny tsara. Ataony miendrika fanitsian-kevitra ny fampifanoherana eto, mba hampisongadina ilay teny hoe tsara tarehy. Io teny hoe tsara tarehy io dia vokatry ny fitiavana avy ao am-pon’ilay tovolahy malalany. Na dia hitan’ireo zanakavavi...
Pnud, rapport sur le développement humain, 1995, economica, paris 1995 en 1994, dans le monde entier, les femmes parlementaires ne représentaient que 10 des députés. 176 fnuap, etat de la population mondiale 1995, new york, 1995 pp 25, 26 dans les grandes entreprises un faible pourcentage des postes de gestion ou d’adm...
Ny omby tandindon’ny hery tsy hita fitaovana fototra ampiasaina amin ny lanonam-pivavahana nentin-drazana malagasy ny omby. Efa tarazo sy fomba fanao ny mampiasa azy isaka ny manao sorona. Heverin ny zanabibiandriakomanjaka ho biby masina itoeran ny fanahin-janahary sy ny razana ny omby ka nataony anamboarana sy andrin...
Fehena misy ny fehena 62 atao amin’ny andro voalohany. Antsoina daholo ny tovolahy matanjaka ho ao an-tra ondahy. Ny ampanjaka na ny solon-tenany no mamelabelatra ny fehena. Hova 63 voafidy hitondra tra obe avy amin’ny taranaka zafirambo ny ampanjaka. 3.2. Amin’ny andro faharoa
Mangataha amin’andriamanitra jesosy manasitrana
Tarigetran’ny repoblika fahefatra ny hoe fitiavana tanindrazana fandrosoana marihina aloha fa eo amin’ny laharana faharoa ny tanindrazana. Sady izay indray, zary lasa teny poakaty mihitsy aza. Ary mivaona ny fiheveran’ny maro azy; tsy omen’ny olona hasina, kobaka am-bavaka ihany raha misy milaza azy ho tia tanindrazana...
Sendra lalan-kafa tampoka ny fiainany, ka indray voafafa ity fanaintainany !
Phase de conduite du projet
Ny mpamaritoetra anombanana itsarana dia maneho ny fitsarana ivelany ny zavatra tondroin’ny anarana faritany ; izany hoe mety ho ratsy na tsara arakaraka ny fiheveran’ny mpiteny ilay tondroina no anombanany azy 73. Indroa miantaona araka izany ny fanehoana ny fizahoana raiketiny andaniny, miorina amin’ny fiheveran’ny m...
Toa maratra ny fanahy toa misento toa manahy
Ny fitiavana mifanohana no taratry ny hatsarana faratampony. Mbola voalazan’i fanjan’ny nofy ao amin’io tononkalony io izany.
Malagasy eny anivon’ny sekoly ambaratonga faharoa eny amin’ny lisea. Ny fandrafetana ireo tolo-kevitra maro dia heverinay fa ho sosokevitra azo raisina ary azo ampiharina mivantana eny anivon’ny sekoly samihafa ary hampitombo ny haabom-pahalalan’ny mpianatra malagasy ka hitiavany indray ny tenin- drazany sy ny hanomeza...
Korontana nisy tao ambohijatovo tamin’ny mpianatra
Nahoana? Misento aho satria tsy haiko ny hamantatra fa ny tiana sy tia no nasiana ny tsy fantatra nahoana ianao ry neny no maka an-tendro ireo izay voalaza ka toa mampifendro? Neny a! Moa ve mba fantatrao fa feno fitaka ny tany? Ka saino aloha izay atao tsy andatsahana tomany. Tsy mandidy aho, sanatria na manery anao h...
Fanontaniana 1- inona avy ny zava-misy kirakirain’ny mpanoratra ao amin’ireo lahatsoratra ireo? 2- porofoy fa samy tatitra izy roa ireo. 3- diniho ny paika nandrafetana ny lahatsoratra ary sintony avy amin’izany ny zava- nokendrena taminy 4- inona avy ireo hevitra sy na fihetseham-po hitany sy iainany ? 5 ahoana ny fom...
Fanadinana an-tsoratra
Rmp fanarahan’i andry sy fely an’i letody hatrany mahajanga noho ny fahafantarana ny asa ratsy kasain’izy ireo hatao. Ma fandehanan’i andry tany afrika niaraka tamin’ny lehiben’ireo jiolahy ao amin’ny camp n 04 mba hahafantarany ny asa ratsy ataon’ireo jiolahy. As niaraka tamin’i jomo samora ho any afrika atsimo i andr...
Nahafoy fotoana ianareo niresadresahana taminay, ary nanaiky hohelingelenina hatrany an-tokantranonareo tany. Tsy ho voavalinay izany tompoko, fa andriamanitry ny fiadanana anie hitanatana ny fiainanareo mianankavy.
Boky i , tak 80
Mitantara ny vaninandro nahaterahan’ny eja
Ny olombelona rehetra
Epp ampiakaranraifito 25 13 23 10 8 epp ampasindava 56 17 8
Ezahina ny hampiala azy ireo amin’ny toe-tsaina tsy te hisasatra rehefa misy ny toe- javatra mahakivy, toherina hatrany izany ary atao an-tsaina lalandava ny fihezahana miatrika ny fiainana. Mitaky fahavononana hisedra ny zava-misy izany rehetra izany ary miankina amin’ny tsirairay. Tena ilaina ny fikirizana raha te ha...
Zava-dehibe ny fahafahana, indrindra ho an’ireo tany vao avy nahazo fahaleovan-tena. Ny fananan’ny firenena tsirairay fahafahana no fototra mampandroso sy mampivelatra azy amin’ny lafim-piainana rehetra. Tsy mora anefa ny fampanjakana ny tena fahafahana, satria marobe ireo fahavalo manodidina azy. Ho an’ny amboaran-ton...
Andriamangatiana iharilanto patrick dia nilaza fa mety hiseho amin ny fampahafantaran ny mpanoratra ny aretin ny fiarahamonina ny fanabeazana 44. Samy manana ny kilemany ny olona, tahaka izany koa ny firenena. Ny hampihena ny kileman ny isam-batan olona na ny an ny firenena no kendren ny fanabeazana. Amin ireo tantara ...
Ry ela-boangory nasolo saba handomana anaty ny ron-kadradraka ireo katrafay sy voam-pamaizana
Raolison r r rakibolana malagasy. Ambozotany analamahitsy 2003 antananarivo. Tak 1061. 8. Dictionnaire de la langue française. Hachette livre et librairie générale 2004 française. 629 p.
Eo amin’ny fomba fiseho dia hita fa maharaka fandrosoana izy fitafy ara- damaody, fitaovana harifomba, ary eo amin’ny fomba fiteny kosa dia miteny frantsay ary mahafehy tsara ny teny na dia tsy ny rehetra aza .
An’imerinkasinina
Sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy
Antanaclase-prolepse-polyptote-métonymie
Araka ny fandinihan’i robbe-grillet dia ao amin’ny endrika no itoeran’ny hevitra, ny hevi-dalina. Izany hoe ny tena vontoatiny. 197 maro samihafa ireo endrika isehoan’ny rafi-tononkalon-drabenja solomon. Porofon’ny hamaroan’ny tara-kevitra mety ho hita ao amin’ny asa sorany izany. Fa ny hasian-teny manokana dia izay mi...
Ny haitsikera sy ny teoria ifotoran’ny asa fikarohana 11 1.1 ny antrôpôlôjia mandalina ny finoana amam-pivavahana 11 1.1.1 ireo singa mamaritra ny finoana amam-pivavahana 13 1.1.1.2 ny iantefan’ny finoana amam-pivavahana 13 1.1.1.2 ny mpandray anjara amin’ny fivavahana 15 1.1.2 ny endrika isehoan ny fivavahana 16 1.1.3...
Noraisin’ny vahiny ho toy ny olona akaiky azy tanteraka ny vahoaka malagasy. Ambara mampifamatotra ny fanehoana ny tohiaina ary naneho izany tamin’ny malagasy ny frantsay. Naharihariny ny rohim-pihavanana mampifamatotra azy amin’ny malagasy. Ohatra toy izao ny kabarin’ingahy dubosc tao abohijafy teto vao takatro hatram...
Tsy mifanalavitra amin’izay nambaran-drajaona siméon ihany koa ny famaritana hita tao amin’ny encarta mikasika ny métaphore 259 amin’ity sarin-teny ity dia afindra ny hevitra ara-bakiteny ananan’ny teny iray. Toy izay hita amin’ny hoe ry ampitso 260 ry fanahy mitanondrika mitraka
Koto zaho angaha manozongozona, fa i soa aza efa impiry nivadibadika finoana, nitety izao fiangonana rehetra izao toa mbola. Efa nahita ny notadiavina ve?
Ho an’ilay havany sy singany toa azy j. B. Shah
Loharano mpikaroka, jona 2008
Le petaka orona ratsy ty!
Indraimbava kelin’ny fitsarana, ho fanampiny sy ho famenony. Ho an’ny vavolombelona anankiray zokiolona mandrakariva dia mpandranitra fifankahalana ny vavolombelona, kanefa noho ny didim-pitsarana nivoaka mitory fiarahana sy fifandraisana ; noho ny vavolombelona samy mandala ny hasin’ny haisoratra malagasy hiaraha- man...
Noho izany, ny teny hoe tsirinala eto dia manana hevitra roa 11 charles rajoelisolo, taterin’i lala rakotoson raolison julienne agnes, in lovako t 10, tak 6
Toa voabaiko, endrey sahady
Rano anafangaroana ireo ody rehetra izay afafy amin’ny omby avy eo atao ody
Rene a ombe? Ne eo tsy mete tere e, e ! Vala ! O barabara? Ne1 eo tsy mete folahe e2 , o sakana ombe? Ne eo tsy mete tere e, 40-anakose? Ne eo tsy mete avaha e, anaka ondri ? Ne eo tsy mete saro a e3. Manao izao te iaho androany e! Zoke e! E! Zafe i lahitoka e eo 45-ambone, ambane e! Zafe i mandima ao abone , ambane e!...
Maro ny fomba azo ampitana fahalalana. Na manao ahoana na manao ahoana anefa dia tsara foana ny miainga amina zavatra mivaingana raha hampianatra mba tsy ho sarotra ny fandraisan’ny mpianatra ny fahalalana, indrindra raha mbola tsy eny amin’ny ambaratonga ambony ny ankizy ampianarina. Mora mipetraka kokoa ao amin’ny sa...
Famaritana ny anatra toy izao raha faritana fohifohy ny atao hoe anatra, araka ny voalazan- drajemisa r. R , rakibolana malagasy, 2003, takila faha 74 torohevitra na fanarotoroana; fampitandremana, hafatrafatra, filazalazana izany hoe ny anatra izany dia teny sy hevitra miaraka, ka ny hahasoa mandrakariva no tanjona ke...
Manaraka izany, tsy vitanay ny hangina, ary tsy hainay ny tsy hisaotra sy hankasitraka ireo rehetra nanohana sy nanampy anay tamin ny fanatanterahana ny asa fankasitrahana lehibe no atolotray an andriamatoa ratrema william, nanaiky ho filoha mpitarika izao asa fikarohana izao. Tsy miafina aminay ny adidy maro isan- kar...