text stringlengths 10 11k |
|---|
Toko 2 i lyra amin’ny maha mpanoratra azy |
Ny tsy fifanojoan’ny fandaharam-pianarana sy laminasa fanabeazan’ny taranja malagasy sy ny fampianarana eny amin’ny lisea tekinika. Tranga hita tao amin’ny lycée technique et professionnel ampefiloha, taona faharoa |
Nasolo, in v. A, tak. 72 129 nasolo, op. Cit, tak. 102, and. 1 |
Razafintsalama a , ny finoana sy ny fomba malagasy, ed md paoly antananarivo 2004 91 rahajarizafy a , filôzofia malagasy, edisiona ambozontany, analamahitsy antananarivo 2004, tak. 116 92 fanozonana ilay maty hamaly izay nanao ratsy taminy |
Ny fizarana fahatelo kosa no hanasongadinana ny fanabeazana voizin i clarisse ratsifandrihamanana ao amin ny boky ny zanako i sy ii sy ny fandaharam-pianarana taranja malagasy ao amin ny ambaratonga fahatelo. Lafin-kevitra telo no azo trandrahina amin izany voalohany, ny lohahevitra sasantsasany natao hofakafakaina ao ... |
Min niantso ny anarana |
Raoelimanana harizo, op cit, tak 59 48 resadresaka nifanaovan-dramatoa david andriamiharisoa sy i emilson daniel andriamalala, notanisain-dratrema william, rafi-pisainana iorenana sy aorin’ny asasoratr’i emilson daniel andriamalala, librairie mixte, antananarivo 1983, tak 188 |
Raha izay ny momba ny mpampianatra, dia tsara ihany koa ny hahafantarana ny momba ny ray aman-dreny satria isan’ny tompona andraikitra amin’ny fampianarana ihany koa izy. |
Tolorana fisaorana eto ramatoa ramanambelina henriette, maître de conférences, nanaiky ho filoha hitarika izao asa fanohanana izao. Andriamanitra ilay ray be fitiavana anie homba anao sy hamaly ny soa rehetra nataonao. |
Momba ny boky novakina eo am-pamakina dia inoana fa hotadidy tsara izay rehetra niseho tao amin’ny tantara na boky miresaka lohahevitra iray. Mety ho hadino anefa izany, rehefa mandeha ny andro sy ny volana. Fomba iray hisorohana izany ny fandraketana an-tsoratra izay rehetra voaray, na famintinana fohy. Noho izany, to... |
Omen-dalana ianao fa lavitra e! Hoy ny valiny nitambatambatra. |
Karazan-dalao nitaizana ny fiaraha-monina ny don-tany sy kapo-tandroka ny voalohany dia natao hitaizana ny fihetseham-pon’ny olona izy, indrindra ny tanora izay matetika tsy mahatana izany rehefa misy ny zava-miseho izay tsy mahafaly azy ireo. Aty amin’ny don-tany sy kapo-tandroka dia mahazo teny maharary izy ireo nefa... |
Fifampiresahana natao taminy tao an- t ranony ny 27 febroary 2008 |
Hoy ny resak’i meja tamin’i aziz raha nangataka asa taminy ho an’i tsiry izy avy any ambanivohitra i tsiry , mba te hiasa aty tanà fa be dahalo loatra any 203 ary hoy i fano nanazava tamin’i tsiry ny antony itiavany ny alina. Izay fahavaloko amin ny alina , matahotra ny sandry be ka mandositra. Izany mihitsy, leitsy, n... |
Dada doda, |
Ny hairaha ara-pandrindrana organisationelle eto kosa dia ny momba ny fandrindrana sy fandrafetana fehezanteny no tena ifotorana mba hisian’ny lamina sy rindra amin’ny zavatra ambara. Zava-dehibe amin’ny fandrafetana ny hafatra ny fahafehezana izany. Ohatra ny fahaizana mampiasa ny rafitry ny fehezanteny mba hanasongad... |
Vakinakaratra |
Taom-pianarana 2006-2007 2007-2008 2008-2009 2009-2010 isan’ny mpianatra 145 147 150 150 |
Ny famaranana ny lahateny no nandikanay ny voambolana hoe péroraison noho izy ventin-kevitra tsy maintsy hapetraka any amin’ny fiafaran’ny lahateny156. Ny famaranana ny lahateny mandresy lahatra dia miavaka amin’ny fomban’ny karazan- 156 o. Reboul, op. Cit, tak.70 la péroraison est ce qui met fin au discours. |
Balisama diso tsongo no natsipinao hanasitrana ny fery anaty. |
Taratra nandritra ny vanim-potoana 1870 izay vanim-potoana nisian’ny faharavana ny fanavaozana ny fomba fiadiana. Fepetra noraisin’ny fanjakana frantsay tamin’izany ny fanofanana ireo mpianady mba hahazoana vokatra tsara kokoa. Na izany aza anefa dia tsy mbola nahazo nampiasain’ny olon-tsotra sy na ny miaramila ny teny... |
Nianatra tao 2 amin’ny lycée taty iarivo |
Ii.3 limites et difficulté de l’étude ii.3.1 limite de l’approche sans contrefactuel a défaut d’information initiale, l’approche avec une utilisation d’une population témoin groupe de comparaison ou approche avec contrefactuel n’est pas pris en compte dans ce travail. Cette étude ne s’intéresse qu’à la comparaison de l... |
Ny rima dia ny fiverimberenan’ireo feo mitovy amin’ny faran’ny andalana roa na maromaro. 169 natao hanome aina ny tononkalo ny fampiasana azy. Nezahin’i niry- solosoa ny hanome aina ny tononkalony amin’ny filalaovana amin’ireo karazana rima misy, dia ny -ny rima mifanjohy |
Ny fomba amam-panao ny fiandoham-piainana ho an’ny olona iray dia ny fahaterahana. Lalana andalovan’ny olombelona rehetra izany, tsy misy olombelona tsy nateraka. Ny mampiavaka ny firenena, ny foko, ny firazanana samihafa kosa anefa dia ny fombafomba samihafa tanterahina nifandraika amin’izany fahaterahana izany. Manan... |
Jolay 2003 ratsimaholy francinet |
Ho an ny fiangonana ôrtôdôksa manokana dia hamasinina amin ny alalan ny fiantsoana ny fanahy masina ireo fanomezana sarobidy ireo, ka ny fanahy masina no manamasina ireo, fa tsy ny pretra akory. Eto ihany koa dia hita fa tsy manome ny kalisy hosotroin ireo mpino ny fiangonana tarihin ny papa. Ny ôrtôdôksa kosa dia miza... |
Ny mpampianatra ankoatra ny fitaizan’ny ray aman-dreny ao an-trano, sy ny fanabeazana samihafa tovozina eny anivon’ny fiarahamonina, ny zaza rehetra dia tokony ho samy handranto fahalalana any an-tsekoly. Ny sekoly dia toerana anovozana traikefa vaovao isanandro, ahazoana mampihatra fampiaraha-monina vaovao ary ahazoan... |
Tsy nitondra afa-tsy ny teny an-koditro aho raha tonga teto aminao, ka aza manana ahiahy fa tsy nivimbina afa-tsy ny zakan’ny tanako koa aho raha niala. |
Tsy mba nisy soritsoritra 1’ 2’ na mba tsinjo soratsorany |
Manana ny tantarany manokana io fikambanana io. Araka ny resaka nataon’i haingo taminay, tany amin’ny taona 1982 tany ho any, dia nisy fiaraha-midinika nataon’ireo tanora mpanoratra vitsivitsy izay tsy tafandry mandry ny amin’ny haisoratra malagasy voagejan’ny sivana tao amparibe antananarivo. Ireto avy izany mpanoratr... |
Anjely latsaka an-tany |
Delaunax, la fête des tombeaux en pays tanala, in bulletin malgache. Nouvelle série, tomexxvx, 1957, p 86 ces gestes dénotent la phase finale de l’amitié entre les vivants et le mort car les tanala ne font pas le retournement de mort. 76 hira atao eny an-dalana amin’ny andro andevenana 77tandrok’omby namboarina mba ham... |
Takariva diavolana |
Rehefa vita lamina ny rehetra dia miomankomana ny hitondra ny olona any am-bohitra amin’izay ny zana-drazana. Manomboka amin’izay ny mibôtro vata |
De quel côté le chercheur qui s’intéresse plus particulièrement à la socialisation de l’enfant dirigera t-il son attention |
Ny sarin-teny azo avy amin’ny endri-pehezanteny 116 3-3-3- ny sarin-teny hafa ankoatra ny fanovan-javatra sy ny tamberin-javatra nampiasain’ny mpanoratra. |
Takelaka notsongaina i, ambozontany fianarantsoa, 201p. |
Caisses intendance comptabilite gestion de paie |
Au niveau de l’outil d’analyse, il est nécessaire d’appliquer successivement les méthodes suivantes moser, harvard et toile d’institutionnalisation, car chaque méthode a son importance et ses résultats. En fait, on ne peut pas mélanger les méthodes car cela risque de créer des confusions entre l’approche ifd et l’appro... |
Ny fianarana nataony sy ny fanatanjahan-tena tiany hofantarina misesy eto ny sekoly nandrantoany ny fahalalana, ny mari-pahaizana azony, ary ny fanatanjaha-tena tiany. |
L’étendue des travaux de l’auditeur interne. |
Fampitodihana amin’ny ampahany ny fampianarana amin’ny mpianatra |
Toy ny asa fikarohana rehetra ihany dia misy ny lala-tsaina arahina. Misy karazany maro izy ireny, saingy anjaran’ny mpikaroka no mifidy izay ilainy arakaraka ny tanjona sy ny lohahevitra. Raha ny momba ity asa fikarohana ity manokana, izay mifototra indrindra amin’ny haisoratra dia ny haitsikera ara-tantara no noraisi... |
Ny fihetsiky ny mpampianatra |
Osika ralemanga |
Tokony hiray hina sy hifanampy ny kristianina. Ny firaisankina no mandravona ny fahasamihafana ara-pinoana. Mbola nisy anefa ny fanavakavahana, ny fifanaratsiana, ary ny fifanenjehana teo amin ny mpino katôlika sy ny mpino prôtestanta. |
Ho an’ireo mpampianatra izay liana amin’izany fomba fiasa izany, dia toy izao no torohevitr’i thibaut11 eo amin’ny fanatanterahana azy fitaovana ilaina taratasy matevina na taratasy fotsy madio 21 x 29,7sm, hety, penisilihazo, lakaoly. |
Nanomboka ny fampijaliana petaho herinaratra ny sezany e ! Asio jiro mahavaky loha e ! Gehazo ilay kofehy manaikitra e ! Tsiry mikiakiaka tsia, tsia, tsy fantatro e ! Inspecteur ajanonay ireo raha manasonia ity taratasy fiampangana ity tsiry maharary e ! Eny, tsy maninona fa maharary e ! |
Andriamatoa ramakavelo désiré, resaka nataony tao amin’ny fandaharana mba ho vanona ao amin’ny r. D. B. Isaky ny maraina amin’ny 10. |
Ny aloky ny fasana sy ny fahafatesana izay nilazany, fa toy ny mpivahiny eto an-tany ny olombelona ary velona amin’ny fahatsiarovana |
Lita an, ho avy eo leiry kah! |
Am- panjakana tsy miankina ambatondrazaka 12 1 2 142 15 amparafaravola 23 5 6 41 8 andilamena 2 0 0 22 2 fafana lah. 01 isan’ireo fotodrafitrasa momba ny kolontsaina sy fanatanjahantena ary fialamboly any alaotra loharano monographie région alaotra mangoro 2009 |
Fizarana faharoa pesta |
Teknika izany nandritra ny firotsahana an-tsehatra, ka nahazoana ny akora novahavahana nahazoam-bokatra. |
Araka ny efa notaterina tao amin’ny toko voalohany, dia mino ny fisian’ny tontolo roa mandrafitra ny fiainana ny malagasy. Maro be ihany koa ireo mpandinika efa notaterina tao miresaka mahakasika io finoan’ny malagasy io. Ny hany hanampiana izay voalaza tao, dia ny tsoa-kevitra fanoritsoritana io fiainana any ankoatra ... |
Maro ireo lahateny tao amin’ny gazety takariva, no nampahafantatra ny olona momba io fifidianana io, sy nampianatra ireo vahoaka hifidy, ary nampitandrina mba ho mailo hatrany. Tsy mijanona eo amin’iny fifidianana conseillérs provinciaux iny ihany ny fanatanterahana ny lalàna lasitra, fa mbola ho avy ihany koa ny fifid... |
Raha tohizana fehezankevitra miankina maneho antony ny a, dia fanazavana ny a ohatra satria tsy te harary no tsy maintsy raketiny fa tsy fanazavana ny a’ ohatra satria sahiran-tsaina azo ekena ny fehezanteny tsy mifoka sigara intsony izy satria tsy te harary, fa tsy mitombina kosa ny fehezanteny tsy mifoka sigara intso... |
Maintenir manao izay hihazonan’ny olona kendrena ny fandrosoana izay nentina sy ny fiovan-toetra amam-pihetsika izay efa naharesy lahatra aminy. Izany dia azo atao amin’ny alalan’ny fampanaovana azy ireo mari-pahankasitrahana amin’izay manaja sy manome ny zanany ny zony. |
Eto 2.1.1.3. Ny renirano mahakasika ny farihy lehibe sy ny lakan-drano madinika no votoantin-kevitra |
Ny taona 1991 nisy indray ny fihetsiketseham-bahoaka teto madagasikara, izay nitaky ny handrodanana ny fitondrana sôsialista. Izany dia vokatry ny fivoaran’ny toe- draharaha eran-tany. Ohatra, ny fivakisan’ny vondron’ny tany sôsialista, ny |
Amin’ny fikarohan-kevitra, na |
Velona sy mivoatra ny teny malagasy 92 1.2. Ny kolontsaina 94 1.2.1. Tsara ny haren-tsaina malagasy 94 1.2.2. Tokony homena lanja ny fomba fitaizana fahiny. 96 1.2.3. Mitarika ho amin’ny fandrosoana ny fanajana ny an’ny tena 97 1.3. Ny fahendrena sy ny foto-pisainana malagasy. 98 1.3.1. Ny fanajana ray aman-dreny 98 1.... |
Mazanà indray ianao toa lasa saina irery nisy koa fotoana tsy nahitana teny. |
Mandoa vonodina 20 000 000 ar ny sambo vaventy mpanjono tratra ao anaty fari- dranomasina iasan’ny mpanjono madinika. Mandoa -ristourne? 150 ar isaky ny kilao amin’ny voi ny sambo mpividy makamba. Ny laka-motera na sambo tratra manary menaka sy solika amin’ny fari-dranomasina iasan’ny mpanjono dia mandoa vonodina 50 00... |
Ramatoa rasoarilinina marie, monina ao atsimombohitra ampitatafika, fanadihadiana natao tamin’ny 15 janoary 2012. |
Fahombiazana hotratrarina endrika isehoan’ny fahombiazana fahatratrarana ny fahombiazana ny fiovàn’ireo ray aman- drenin-dry sahondra nony farany. Ny hanova ny toe- tsain’ireo ray aman- drenin’i sahondra izay tia tena sy tia voninahitra. Handresy ny fositra manimba ny fitiavan-janaka minia manao sorona ny fitiavan- jan... |
Toko i ny feo sy ny voambolana |
Tsara ihany ny ahalalana ny mpandray anjara amin’ny ôsi-baiavy. |
Yonga mt very miongana 376. Yongoa m mifanongoa 377. Yule mo ilay |
Ireo boky amin’ny teny malagasy baiboly malagasy dikan-teny 1969 |
Handala ho tia lahapitra resabe, lahateny mirindrarindra tsara, nefa tsy misy hevitra mafonja firy, fa toa atao amin’izay hahafinaritra fotsiny sata fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana atolotry ny mpampiana tra |
Teny fototra teny, kolontsaina, fampianarana, fanabeazana, serasera, fiarahamonina, fihaviana, firenena, finoana, fomba fisaina, fomba fiaina. Mpitarika ratrema william |
Tsy andriko ny andro zoma hanidinana ho any aminao fa masiaka ê, ny vovo-pitia ’zay manjary lalaovina irery ka manditsoka ny fo miràtra |
Ireo sokajin’olona iantefan’ny anatra ny sokajin’olona rehetra eo anivon’ny fiarahamonina dia manana anjara amin’izany anatra izany daholo |
Fotoana isindana amin’ ny asa mahazatra andravahana ny trano ho an’ ireo ’zay mahavatra ; igohona mangidy ho an’ ireo nilaozan- tiana ts’ isy dikany ny fety manoloana fahoriana |
Biby any anaty rano mitovitovy amin’ny sifotra 6 biby kely anaty rano mitovy endrika amin’ny tsikovoka 7 tantikafe |
Hafaliana lehibe ho anay ny manolotra ity andram-pikarohana ity, izay mirakitra ny fitaterana teny. Noraisinay io lohahevitra io hodinihina araka ny fampiasan’ny olona azy fa tsy amin’ny maha teny azy. Tsapanay hatrany ny fahasarotan’ny asa fikarohana momba ny fitaterana teny, fa na dia teo aza izany dia nanao izay tak... |
Ezahina haseho ato amin’ity toko voalohany ity ny endrika isehoan’ireo asa azo ampanaovina ny mpianatra amin’ny fikirakirana gazety. Havondrona ho roa ireo karazam- panazarana ireo, ka ny voalohany mifototra amin’ny endrika ary ny faharoa kosa mifahatra amin’ny vontoatiny. |
Otrikaretina izay. 57 kilao ralehilahy raha tonga teto notsaboina tamin’ny fanafody zaranaina madagasikara tamin’ny 29 desambra 2003. Efa lasa 63 afaka ny bontsimbontsina tamin’ny tena, kilao tamin’io 11 zanvie io. Hiverina hody izahay ary nihanahery nihinan-kanina, niverina ny volon- hanao fitiliana vaovao ka ho gaga ... |
Dia mangataka foana no asan-dranamana indraindray izy moana, indraindray tsisy tanana fa rehefa madiva ho hariva ny andro dia mitsangana mora izy no sady miakanjo |
Raleva ah ah ah ka! Tsy lasa! Tena tsy lasa! Tsy maintsy terena hanam-bady ikotolita fa sao maintain-kevitra eto ny farany. Tsy matiko lolo ity fiarovan-drahanitra azy tsy hanambady ity. Dia ho sanatria ho tara amin’ilay tsy misy dikany iny ve ny v a diko re razako ô? Ah ah! Tsy maintsy mandray fepetra izaho ka. Ny mah... |
Botsaiky, ilay mpangataka fôpla,16 aogositra, 2006, ton.17, tak 23, boky i |
Rocher g. , introduction à la sociologie générale, 1968. Tome i, l action sociale, éd hmn, litée, 180 p. |
Mpampianatra nampiasa ny angon-kevitra avy amin’ny mpianatra |
Fialamboly 15 11.36 18 13.53 |
Fizarana faha iv |
Rangotra folo vondrona ambara takila 124 79 rangotra folo vondrona ambara takila 120 |
Maha-firenena ny firenena ny toe-tsain’ny olona ao aminy sy ny fomba entina misaina. Koa raha tiana ho vanona ny firenena iray dia tsy maintsy kolokoloina io toe-tsaina io. Anisan’ny fanolokoloana azy ny fampahafantarana azy ny marina. Mba hahafahan’ny mpitandro filaminana miaro ny firenena malagasy dia nasehony tamin’... |
Fihetsehana midola mouvement de parade position debout, la tête dodelinant de droite à gauche, les deux mains sur les hanches, les deux jambes bien tendues remontées en demi- pointe, puis retombent sur la terre plusieurs fois jusqu’ à la nouvelle consigne fihetsehana mitifitra mouvement de tir même forme que midola au ... |
Ireo rima roa ireo no tena misongadina ao amin’ny asa soratr’i faniry vatosoa ny rimas mifanjohy, ary ny rima mifaningotra. Tsy hita ao amin’ny asa sorany ny rima mifampisakambina, izay miseho amin’ny endrika a b b a |
Ny haitsikera nampiasaina alohan’ny hirosoana amin’ny haitsikera hampiasaina dia tsara hofaritana ny taranja niaingana atao hoe socio-anthropologie . |
Ny hevitry ny matoanteny hoe mijaiko , dia manatona moramora, mitsaitsaika mba tsy hanaitra. Ny mahazatra ny sofina kosa ankehitriny dia ny hoe mijaikojaiko |
A, tn4, tantaraina ka mora |
Zezo nidina tety ambonin’ny tany hamonjy ny fanahin’ny olona rehetra ka izay tsy nino ô dia any amin’ny afobe ary izay nino dia akarin-drazezo ho any an-danitra |
Analamanga isan’ny mpianatra t1-t5 isan’ny mpanabe ratio élève maître ambohidratrimo 34669 903 38 andramasina 21365 569 38 anjozorobe 34515 1044 33 ankazobe 25151 624 40 anatananarivo atsimondrano 41716 951 44 antanananarivo avaradrano 28116 843 33 antananarivo renivohitra 54332 1109 49 manjakandriana 30201 997 30 fita... |
Marihina fa amin’ny faritra melaky dia ambatomainty no tena faritra saro-dalana ka antsoina matetika hoe tany lavitra andriana sary 1 tanànan’ambatomainty |
Azo sokajiana araka ny karazana ny literatiora. Ao ireo sokajiana literatiora lazaina fa an- tsoratra, etsy an-kilany koa ireo voasokajy fa literatiora am-bava. Ny fomba entina manatontosa azy roa ireo no ahafaha-manavaka ny maha an-tsoratra na am- bava azy. Ny literatiora an-tsoratra araka izany anarana ilazana azy iz... |
Kanisa fiangonana |
Manomboka amin’ny olon-tiako mankamin’ny mpiara-monina tsy hadinoina koa anefa ireo sakaiza tsy voatonina nitalaho sy niangavy ilay mpahary mihitsy izy mba hahazoany manome fahafaham-po ireo mpiara-belona aminy. Tsapa mihitsy ny fahavononany hanampy ireo olona manodidina aminy. Miharihary ny maha-kiristianina azy amin’... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.