text stringlengths 10 11k |
|---|
Farany aho nahay nitia olon-kafa ary izao dia may ny anaranao voafafa. |
Fa na iza na iza dia tokony hametraka ny tenany fa fanompoana ny vahoaka malagasy ny asa sahanina ka ilaina fahamatorana sy fanarahan-dalàna miainga amin’ny tsirairay. Manampy izany dia tokony ho arahina daholo ny fitsipika mifehy ny serasera tokony hohampiharina amin’ny sehatra hohampiofanina mba hiisan’ny firindrana ... |
Structure du malgache, ambozontany, fianarantsoa, 958 t |
Ny famatsiam-bola dia avy amin’ny fanomezana an-tsitrapo ataon ireo grika mipetraka any ivelany, indrindra ny any grèce sy australie. Ironan ny fony ny asa sôsialy ataon’ny misiona. 42 famintinana ny toko faharoa |
Plan communal de développement 2007 |
Tahaka ireo mpanoratra indray nihira taminy dia nankafy manokana ny re izay ahitana olana i pierre nord. Santionany amin’izany ilay tantara malaza mitondra ny lohateny hoe ilay saron-tava na le masque izay navoakan’ny famoaham-boky champs elysées. |
Ramose ravalo ka nahoana no ambakain’ ireny vazimba kely loha ireny ny razanareo? Mba omeo hasina koa ny raibenareo efa maty, varo- jabo an- tsena io ka samy manandratra ny azy; tsy nahateny rabezaka fa nisafo sirana fotsiny reningory ianao ity lahy sahisahy foana manevateva ny hasin’ny vazimba ramose ravalo nahoana ar... |
Io no madagasikara, nosy maro fahavalo io no madagasikara, tsy miraika, tsy mimalo io no madagasikara, nosomparana hikoro io no madagasikara, nefa mbola tafajoro io no madagasikara, tiana sady mamy re io no madagasikara, misy foko maro be io no madagasikara, antsoina hoe ’lay nosy mena io no madagasikara, tiavina tsy a... |
Ankoatra izany, anisan’ny noresahina tao amin’ity fizarana fahatelo ity ihany koa ny azo ampiharana ity asa fikarohana ity amin’ny sehatry ny fampianarana ao amin’ny ambaratonga faharoa fototra sy manokana, misy ifandraisany amin’ny fandaharam-pianarana, ary nofaranana amin’ny fanolorana andrana tari-desona ho an’ny ki... |
Tany mahantra |
Maro ireo haren-tsaina raketiny. Isan’ny sakafo mampitombo ny saina izy satria sady mandranitra azy no manome fahalalana maro. Hafantarana ny fifamatoran’ny tantara foronina amin’ny fiainana andavanandro ny fanadihadihana ireo singa mandrafitra ny tantara foronina. Tsy adino koa anefa fa mampita soatoavina ny boky, ind... |
Mampivelatra ny saina 1 ilaina eo amin’ny 1 |
Ohatra2 hita tao amin’ny tononkalo nosoratan-dranoe, mitondra ny lohateny hoe manjakamiadana and 1 afo mpandevona mpanorotoro afo namotika sy nampikoro afo nanosika koa hampijoro afo namelona soa mahanoro tamberin-boan-teny an-dohan’andalana mifanesy no tazana amin’ity tononkalo ity. Ao anatin’ny famerimberenana ny ten... |
Regaregan-dratsitia, mpiandry tsy mifankatia; regaregan’antsapanimahazo, mpianakavy tsy mifankahazo! Regaregan’i mandrarivo; toa miaina amin’ny lalan-dratsy; |
Mahery am-pitenenana izy mpiteny |
Fandaminana ny loko |
Mbola milaza ihany koa i gaston mialaret manamafy izany fa ny siansan’ny fanabeazana dia itambaran’ireo vondrona taranja izay mandinika momba ny fepetran’ny fisiana, ny fomba fiasa, ny fivoaran’ny toerana sy ny trangan-javatra mikasika ny fanabeazana 13. Raha aravona ireo famaritana roa 2 ireo dia azo tsoahina fa mampa... |
Tanivon’ny habakabaka ambony ravahin’ny kintana ts’hita isa intsony no nifantohan’ny saiko rehetra hikaroka irery ny soa ts’isy fetra kinanjo aho sasatra ka resy tory satria ny zinaha tsy tany tsy akory |
Bureau régional pour l’education en afrique onu sida, p. 39 le théâtre est, une des formes de théâtre d’animation sociale qui est interactive. Il permet au spectateur de réfléchir, de s’exprimer librement et de discuter sur le comportement à adopter dans telle ou telle situation 86 ttr-1 p.2 andl 10 |
Ny masoko lalina noho ny farihin itasy, angamba, no tsy nahafantarany ahy mponin ny pilaneta hafa. Tak 106 ny voambolana fampiasa eny amin’ny fiaraha-monina sôraka, izay midika hoe sigara |
Teny fampidirana sekoly ambony manofana ho mpampianatra ny ecole normale supérieure. Ahitana sampam-piofanana maromaro ao aminy. Dimy taona kosa no faharetan’ny fiofanana. Ny mari-pahaizana certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale na ny c. A. P. E. N no azo rehefa izany. Dingana iray ahazoana io mari-pahaiz... |
Isan-taona 10, 26,74, 77 4 indray 10 2, 13,18, 23, 25 2, 30 2, 32, 38 2, 40, 42, 74, 79, 80 2, 81, 85, 86 2, 87 3, 91 2, 92, 99, 100, 96, 97,103, 105, 107, 109, 110 2, 112, 113, 114 2, 116, 120 2, 121 2, 150 48 im-betsaka 15,36, 101, 159 4 hatrany 26, 88, 126,149 4 isan’andro 33, 60, 67, 87, 82, 92, 115, 128, 131 9 fan... |
Ny toetra natafy ny mpandray anjara raha ny toetra ny mpandray anjara no resahina dia lafin-javatra maro no azo dinihina saingy azo sokajiana ho roa lehibe izany dia ny toetra ivelany sy ny toetra anatiny. Tsy mandeha ho azy ireny toetoetry ny mpandray anjara ireny araka ny fandinihan’ i golgdman fa misy heviny avokoa ... |
Efa samy nisetra olana avokoa ny mpikambana tao amin’ny fokontany antsahabe-atsinanana talohan’ny nijoroan’ny ong fanamby tao an-toerana. Ny tsy fahampian-tsakafo miverimberina isan-taona dia olana niainan’ny mponina tao |
Fikaloana ny hatsaran-tarehy |
Soa inona a? Mitoraka amin’ilay voro-damba namafana fanaka an’i koto , aza mifananihany an |
Ny foto-piveloman ny mponina azo lazaina ho toerana mamokatra ny faritra sofia manontolo ka mibahan-toerana amin izany ny famokarana misy ao anatin ny distrikan ny bealanana. Tsy latsa-danja ny vokatra misy ao amin ny kaominina ambanivohitra beandrarezona. Ny fambolena araka izany, no imasoan ny mponina amin ny asa fiv... |
Ny fahapotehan’ny maha-malagasy nahazo vahana teto madagasikara ny fandaharam-pianarana manome lanja ny kolontsaina vahiny, izay novolavolain’ny frantsay. Isan’ireny ny tantara sy ny jeografian’i frantsa, ny fampiasana ny teny frantsay ho teny enti-mampianatra. Nofoanana kosa ny fampianarana tantara sy jeografian’i mad... |
Ny zava-misy mandritra ny lesona |
Fafana 2 ny sekoly nianaran i lyra. |
Kisary 4 ny tahan’ny fandraisana anjara kisary 5 ny tahan’ny fandraisana anjara tamin’ny lesona ny fanahy seho i tamin’ny lesona ny vintana seho i |
Kitay 197 manam-bady |
Azo lazaina fa arakaraka ny dingam-piainana nolalovan’i elie raharolahy dia nahitana fihetseham-po samihafa teo amin’ny asa sorany. I sainte-beuve moa dia milaza fa rehefa hita sy tsapa io lafiny maha olombelona ny mpanoratra io, ny sisa atao dia ny mampifanojo izany amin’ny lafim-piainana maha mpanoratra azy, araka iz... |
Mpanolotra fandaharana tao amin’ny radio ravinala fantaro ’ |
Mikaona eo amin’ny lafiny hevitra koa ny lahatsoratra rehefa, tsy misy fifanoheran- kevitra hita na azo sintonina ao anatiny. Voamarina koa izany ao amin’ny ohatra noraisina satria tombon-tsoa entin’ny fanambinana avokoa no tanisain-dratovo eto ny rafozana manamboninahitra sady mpanankarena, ny vady indray sady tsara t... |
Voailika voadaka fa hena an-tanan-tsaka nanaovam-bodongerona ’ty sezan-teroterona kanefa babangoana foana zary moana ilay seza babangoana foana fa tsy moana namaly sy niteny ilay mipetraka eto nandeha nirenireny dia hitako ianao miteny tsy tsaroana mibeso am-po mangina feno fanesoana izay ialahy vahoaka noana sy manoak... |
Sarotra ny manangona lahabolana raha tsy manam-piniavana sy tsy manana faharetana. Mila fitaovana sy mila fifandraisana amin’ny sokajin’olona samihafa izany. Tsy maintsy mifampikasoka amina mpahay fiarahamonina hafa mba hahafantarana ny firafitry ny fiarahamonina ny mpandalina fiarahamonina nentim-paharazana. 338 mety |
Kisary 01 ny manontolo misokatra |
Tsiry tompoko ! Voninkazo ny fianarana. Voninkazo ny hatanorana voninkazo ny fiaraha-monina tsy azon’iza n’iza sakanana ny fitsinany, ny fivelarany, ny fihintsanany hatsaran-tarehy teo amin’ny fivelarany no hitako melohinao ve aho raha nigoka izany? Nomenao hatanorana sy fahavelomana omban’aina aho ka raha mitsiry ao a... |
Les actions sociales se basent sur des projets. Chaque intervenant a ses propres objectifs et moyens pour réaliser ses activités. Pour le centre de formation artisanale de l’asa, la réinsertion professionnelle des jeunes en difficulté est son principal objectif. Alors, nous allons voir dans la première section du chapi... |
Erôpa iray amin’ireo toerana tantaraina ao amin’ny vh sy as ny faritr’i erôpa, parisy no tena misongadina amin’izany. |
Azo heverina ho ny mpamaky eto antananarivo ihany koa no tolorana ny tantara. Ireto no antony ahafahana milaza izany. Atolotry ny mpanoratra tsy amim-pisalasalana daholo ireo anaran-tanàna misy eto an-drenivohitr’antananarivo. Heveriny izany fa mahafantatra amin’ny antsipiriany ireo toerana voalazany ny mpamaky. Ohatra... |
Ialahy no hazomanga |
Anarana fanajana ny vehivavy efa niteraka ny raneny saingy eto dia anesoana ny vehivavy izay antitra tsy fidiny noho ny adin-tsaina mahazo eo amin’ny fiainana ka vao mainka mampibaribary ny maha antitra azy. |
Azo lazaina ho loharano nipoiran’ny asa fitsikilovana anglisy i john buchan. Teraka tany perth tamin’ny taona 1875 izy. Anisan’ny mampalaza azy ny tantara foronina mitondra ny lohateny hoe prester john izay nosoratany tamin’ny 1910. Io tantara foronina io dia mirakitra ny tsiambaratelon’ny fiainana ara-politika na roma... |
Tokony hiovaova arakaraka ny toerana misy ny mpikambana ny fandaharanasan’izy ireo. Raha ireo vehivavy monina amin’ny faritra ambanivohitra manodidina an’i fenoarivo, dia ny fambolena sy fiompiana ary zaitra sy rary no tokony hifampiofanan’ny mpikambana ary hitadiavan’izy ireo vola hampandehanana ny fikambanana. Azon’i... |
Ts imanato ragly |
Fantatro fa tia anao izy! |
Acces et controle des ressources terre, argent, technologies, information, temps, |
Nakambana ny velaran-tany voavoly ao antsirabe i sy antsirabe ii |
Mpianatra laharana 21 manamafy orina ny fihavanana -mpianatra laharana 31 mampiray hina mpianatra laharana 50 mahatonga ny olona hifanaja sy hifanome hasina |
Fizarana fahatelo jery kiana ny fandaharam-pianarana sy tolo-kevitra |
Mitokana takila ny sary tsy eo akaikiny ny lahatsoratra, fa na any aloha, na any aorian’ny lahatsoratra no misy azy. Ohatra sary sy lahatsoratra, nalaina tao amin’ny boky fary mamy, nosoratan’i ravalitera nalisoa jean sy ravelomanana herman ary rabemolaly fanomezana, kilasy famaranana, tak 236-237 |
Mampivohitra ny hatsaran-tarehy ananan ny tovovavy ihany koa ny fitsikitsiany sy ny fahaizany miangolangola amin ny alalan ny fiteny. Ambaran ny mpanoratra ato amin ny andininy farany fa manoatra lavitra noho ny mahita volana baliaka ny mahita vehivavy tsara tarehy mitsikitsiky sy miangola, ka mampisinda ny sorisorin-t... |
Ny tamberim-pitia misy hatrany ny tamberim-pitia na dia efa nifandao aza ny olon-droa. Noho ny fitiavana latsa-paka, dia rariny loatra raha mifankatia sy mitambatra indray ny mpifankatia. |
Memoire de licence academique tatitra fizaran’ asa miompana amin’ny petrakolana |
Ny malo ny habeny izay eo anelanelan’ny 1000 ar ka hatramin’ny 10 000ar eo izany. Isaky ny fotoan’ny malo. Olo-miasa mantsy tsy mitamby hanina, fa ny miasa tsy mihinana kosa tsy fomba, hoy ny fitenenena. Fomba ihany anefa izany toy ny mihomokomoko avy homa-bary 51. |
Fandaminana ankapobeny misy ny fivoriana iarahan’ny mpiasa rehetra sy ny mpanao gazety amin’ireo eveka misahana ny serasera, indroa isan-taona no hanatanterahana izany fivoriana izany. Ny volana febroary sy novambra no hanatontosana izany.19 isaky ny talatany fivorian’ny mpanao gazety sy ny tonian’ny lahatsoratra manda... |
Tao amin’ny tontolo lo nosoratan’i hanitrarivony dia ahatarafana ihany koa fa manana aina ny zava-boary. Mahalala fanaintainana sy fahoriana toy ny olona ampijaliana izy. |
Nifanakalo traikefa tamin’ny mpahay landy maro avy amin’ny faritra maro teto amin’ny nosy naira-niasa tamin’ny cite, onudi, emsf nampiofana vehivavy teo amin’ny akamasoa eny amin’ny père piedro naira-niasa tamin’ny amg association mondo guise nandray anjara tamin’ny festival boucan créole hetsika momba ny landy tany la... |
Remerciements |
Tetsy andaniny koa, ny fijaliana vokatry ny asa an-terivozona. Nahatsiaro fangirifiriana tanteraka ireo valala tsy mandady harona, indrindra ireo vatan- dehilahy satria amam-bolany mihitsy ny fisarahana amin’ny fianakaviana. Manginy fotsiny ny fiaretana ny fahoriana sy ny famoretana any am-panaovana asa fanompoana any.... |
Tanjon’ny fikambanana ihany koa ny hamoaka asa soratra maharaka ny vanim- potoana sy ny zava-misy eo amin’ny firenena, ka ho azon’ny taranaka holovana. Miankina amin’ny vokatry ny asa soratr’ireo mpanoratra miaina ny vanim-potoana ankehitriny mantsy, ny ho avin’ny literatiora malagasy any aoriana. Anisan’ny tanjon’ny f... |
Volako ity, fa tsy manana afa-tsy ireto aho, mba homeko ireo ankizy mijaly any atsimo. Koa raha azonao atao, dia mba atolory azy ireto azafady. 1.2.2.3. Ny fahitany ny fiainan’ny malagasy amin’ny ankapobeny manana adidy manokana ny mamatonalina eo amin’ny mpiara-belona sy ny malagasy manontolo. Ny maha mpanao gazety sy... |
Encre encre transparent impression quadrichromique de couleur cyan, magenta jaune, noir encre opaque ou pantone de couleur cyan, magenta, jaune, noir, doré, argenté |
Gazety nanovozan-kevitra rabary. 1915, lasa nialoha lalana in-mpanolo-tsaina. Rajohary. 1937, valiha very fanahy in- ny fandrosoam-baovao, n 308 zakaria. 1925, jaona in- ny akon’iarivo n 77 |
Teo ihany koa ireo sokajin’olona samihafa nanampy hatrany am- panombohana ka hatramin’ny farany. Eo anatrehan’izany dia tsy hay ny hangina, ka tsy hisaotra ireo nanolo-tanana. |
Tranonkalam-pifandraisana bloom, b. S. , taxonomie de bloom , url edomainfr. Svg, nozahana tamin’ny 03 juillet 2019 borel, a. , et guigoz, m. , 1979. Communication et langages, pp. 6-19, url nozahana tamin’ny 18 octobre 2020 germain, c. , 2017. Didactique générale, didactique des langues et linguistique appliquée , url... |
Nataon i cayla indray izay hahafaty ity gazety ity, ka dia notataovany hetra mavesatra dia mavesatra. Vokatr izany dia tsy naharitra afa-tsy efa-taona monja no nahafahany nivoaka. |
Tsy te hiresaka lavany amin’izany intsony aho, hoy i neny tsy naka sarotra. Raha mbola mitsangana miandry veloma lava toy izao ianao, dia aleonay miova toeram-pivavahana. |
Bruitage olona miresadresaka |
Fanontaniana 1 milazà tara- kevitra roa iombonan’ny asa soratr’i j. J. Rabearivelo sy i samuel ratany; 2 hazavao ao anatin’ny andalana tsy mihoatra ny dimy fa mpiantoka ny velona ny razana. |
Malala ’ty fitiavako olon-kafa rehefa tsy eo ianao e ! Mahamenatr’olona. |
Horesahina fohifohy eto ambany ny mahakasika izany. |
Fehin’ny fizarana fahatelo |
Taranja frantsay kilasy fototra kilasy voalohany 1ère a1 sy 1ère d3 kilasy famaranana tc1 sy td3 |
103 107 108 110 |
Namadi-panekena tokoa mantsy i zafy albert, tamin’ny fanovana ny andininy vitsivitsy tao amin’ny lalàm-panorenana. Ny olon’ny antokony no nomeny fahefana sy nahazo tombontsoa betsaka, niampy ireo mpiray tsikombakomba taminy. Tsy nanjaka noho izany ny fitsinjaram-pahefana sy ny demokrasia. Tsy namaly ny hetahetam-bahoak... |
Teo amin’ny fomba fiasa nandray ny haitao vahiny ny tantsaha tao ampitatsimo raha ny fomba fiasa no jerena. Nivoatra ny dingana rehetra narahina araka ny ahitana azy ao amin’ny fizarana etsy ambony. Tany aloha raha tonga dia atao fafy katrana ny vary dia vita ny asa miandry ny fotoam-pijinjana. Ankehitriny kosa mandalo... |
Ny asa aman-draharaha nosahaniny |
Lava-bato, ary asiana afo mirehitra, ka ampandalovina eo anoloan’io afo io ireo olona ireo, dia hita eny amin’ny rindrin’ilay lava-bato ny alok’ilay olona. Maneho hetsika mivantana mifanaraka amin’ny fihetsiky ny vatan’ilay olona ny aloka amin’izay fotoana izay. Io toe-javatra nasehon’i platon io dia efa taratry ny sar... |
Ny foto-pivelomana fanampiny |
Lahatsoratra |
Hoy indrindra izy andl 1 21 maina mahamamo ’ty andro ilomanosana. Ny tsiry vao mitombo toa avy novolosana, ny rivotra mitsoka mandoro ny havokavoka, ny tany mahamay, disaka, komavoka, 5 ny vitsika sy omby indreny fanimpanina ny voninkazo maitso dia samy valalanina itsy loharano ’zay fanala trotraka tonga mahamay mandev... |
Raha ny ao amin’ny sampana teny malagasy manokana no jerena, dia misy zana-taranja maro literatiora, riba, haiteny, haifampianarana. Samy azon’ny mpianatra hanaovana asa fikarohana avokoa anefa ireo. Ny literatiora no nanompananay ny safidy. Azo lazaina fa vavolombelon’ny tantaram-pirenena sady mamolavola ny maha-olona... |
Fafana laharana2 maneho ny fiharian-karenan’ny mponina |
Namarana ny fizarana ny filazana fa lahateny ataon’ny solon-tenan’ny fianakaviana amin’ny fahavorian’olona ity lahabolana ity. Raha itarina lavidavitra, dia lahateny ifamaliana ny kabary am-pianakaviana, kanefa kosa lohahevitra iray ihany no anterina ao anatiny na iseraserana ny lafiny an-karatsiana, kabary am-pandeven... |
Ilaina ny mahay mampiasa ny fitaovana manaraka ny tian-kambara sy ny fihetseham-po andrasana. Tandremana mba hirindra amin’ny fotoana ilana azy izany ka mila famolahana mialoha. Izany hoe, tsy ho azon’ny olona no sady tsy hampihetsi-po ny zavatra ataon’ireo mpilalao an-tsehatra raha manao tari-bato vilam-bava ho herim-... |
Ohatra sa azo antoka ny filazan- drazanany aninkeheo hoe ho ratsy tampoka ny andro, nefa ho tampoka ihany koa no hampitony azy. 7 ? Eto dia taterina manontolo anaty farango sosona ny tenin’olona mba hampisongadina izany. Mety koa anefa noho ilay natioran’ilay teny mihitsy no anasongadinana azy teny tsy fanoratra mateti... |
Jereo vondron’ambara1 hiran-jaza kamboty , tak.102, and.4 |
Et lrastre qui tombait de nuage en nuage suspendait sur les flots son orbe sans rayon, puis plongeait la moitié de sa sanglante image , comme un navire en feu qui sombre à lrhorizon ; |
Manaraka izany, namorona tantara tsangana sy tantara fandefa amin’ny onjampeo aho. Ohatra amin’izany ny hoe ady amin’ny bemangovitra 36, antso farany 37. Nandeha tao amin’ny radio nasionaly malagasy rnm , radio fahazavana, mbs, aceem, radio vakiniadiana ireny. Literatiora anisany manana ny maha-izy azy koa ireo, noho n... |
Ao amin’ny fizarana lehibe fahatelo no handinihana ny fiheverana ny fiarovam- pirenena. Mialoha izany anefa, dia hampahafantarina amin’ny ankapobeny ny tantaran’ny tantara foronina momba ny asa fitsikilovana roman d’espionnage sy ny fifandraisan’ny tantara foronina amin’ny asa fitsikilovana tandrefana amin’ny asa sorat... |
Amin’ny maha taranja malagasy azy misy amin’ireo mpianatra ihany koa no mihevitra fa tsy mila ianarana ny taranja malagasy amin’ny maha malagasy azy fa hay ho azy. Toy izany no hita tao amin’ny vt30. Mahatonga azy ireo hanao tsinontsinona ny taranja malagasy anefa izany fiheverana izany. Anisany mahatonga ireo mpianatr... |
Ny fahalanian’ny fitiavana |
Halatra sy fikasihan-tanana mandoza. |
Ambatomitsangana |
Ny rafitra ara-pitondrana nentim-paharazana |
Avia andrandrao re ny maso, tazano! Ity endrika kanto, miavy an-dakira, izay entin’ny volana manganohanao, tarihin’anjely mihoby azy an-dakira. |
Fanontaniana lazao ny maha kanto ity ampahan-dahatsoratra ity; solika mampando ny saina, solika mampando ny fo, solika mampando ny tena rehetra ny aina. Aloka izy, hoy ny mpanao salamo, akofa entin’ny rivotra, hoy izy, tsimandoa haingam-pandeha, zavona, vonin’ahitra eny an-tsaha mora malazo. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.