text
stringlengths
10
11k
Mpivarotra sakafo ary toerana fandraisam-bahiny
Mandeha alohan’ny em ny l amin’ny fehezanteny mivadi-drafitra. Ampiasaina hoenti-mamadika ny rafi-pehezanteny ny kianteny no rehefa homen- danja kokoa ny l, ary ampiasaina kosa ny kianteny dia rehefa homen-danja ny em. Hojerena misesy etsy ambany àry ny fampiasan’ny mpanoratra azy ireo.
Zahao rajemisa raolison , efa voalaza, tak.381 83 zahao ny maha izy azy ny protestanta fjkm, boky navoakan’ny sampana vondrona laika 2004, tak.47
Naheno ahy ve izy? An? N naheno ny fifonako ve andriamanitra teo? Hanampy ahy ve izy ry anjely? Aiza ianao teo? A. Aiza ianao teo e? Feon-kira
Rafiringa cfrlr 1957 notes sur la langue malgache, in b. A. M t. V 1957, tak 51-54.
Ny andalana antonony ny andalana antonony dia ahitana vanin-teny 10 ka hatramin’ny 15. Nataon’ny mpanoratra hitadiavana ny mety, ny sahaza eo amin’ny fifampitondran’ny vahoaka sy ny mpitondra. Ao amin’ny iny, hono, izy i arni dia mandrotsirotsy ny vahoaka efa reraky
Kilasy faharoa
Ny antony marina tsy haiko fantarina vetso sa nenina saro-tenenina ?
Dia izy irery mantsy nahoana no adala no lasa lavitra any tomany ny mpandeha ny masoko tomany f’ataovy rehareha fa mandry an-driran’antsy mamakivaky ny ala
Fehiny ambara fa i andrianjafy ramanankoarivo marcel, fantatra amin’ny solon’anarana hoe michel andrinjafy na dechiass izay mpitandrina avy ao anosimanjaka no nanoratra ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana. Fizarana dimy lehibe no nanehoany ny tantaran-drazanajaza izay tovovavy malagasy nanambady an-drasolomanana...
Famaritana
Ny mpianatra ao amin’ny kilasy famaranana
Teo amin’ny fitiavan’olon-droa dia ahitana dingana maro mitsiry izy, mivelatra, ary mety ho rava amin’ny farany.
Mamaritra mazava ny toerana ametrahana ny sinibe sy ny toerana asiana ny fantsakana.
Rainibozaka entinay izany ity torche iray ity a!
Ny olona tale dia olona mahery tsy mivena fandeha rehefa teritery tsy manao rainazy
Dimbiarimanana victorien 45 taona
Amin’ny maha toerana ambanivohitra ny epp ampanataovana dia tsapa fa tsy afaka ny hanabe ny zanany eo amin’ny lafiny fianarana ireo aman-dreny ireo noho ny fari- pahalalana izay tsy ampy hanatanterahany izany. Tsy mahatsapa ny psikolojian’ny zaza izany ny ray aman-dreny, tsy fantany hoe ilaina tokoa izany manabe ny zaz...
Tontolo mitsingoloka mandrava fonjan-drafitra nanala anao tsy hijery ’ ny hiainanao ny sary tafiotram-panafahana
Mandraka ankehitriny no miteraka izao fampahantrana ny vahoaka malagasy izao 64 ary dia nampiany izany ka hoy ihany izy toe-tsaina miandry baiko na manaraka baiko fotsiny no tefen’izany, ka tsy mitondra amin’ny fivoarana na fandrosoana, satria voapepo tsy afaka hamorona, hikaroka vaha olana mahomby hampivelatra intsony...
Valohery misy fanontaniana manitikitika ahy koa ity ry izy roa a? Raha 610- hivady ihany ianareo nahoana raha ny soratra ara-panjakana na ny eo anatrehan andriamanitra re no tena omena lanja e?
Mpisolo fotoana
Na vaky arà diavolana
Famaritana ny tantara foronina
Niteraka. Tranga mampatahotra kosa ny zava-misy any amin-ny distrikan’andilamena noho ny taha 46,6 ny fahafatesan’ny zaza teraka.
Brig ad ie r mangina kosa aloha ilay toerana sady be ala mikitroka s y be lobolobo be tamintsika nandalo teny. 125
Tahaka ny zava-manana aina ny teny, mety ho simba na ho faty, raha tsy misy ny fikolokoloana sy ny fampiasana azy. Tsapan-drabenja solomon izany fisehoan-javatra izany amin’ny maha-mpanoratra azy ka nanambarany fa mivoatra noho izany ny teniny mety hivelatra hatrany, mety ho rava sy tsy ho velona ihany koa. 111 mba hah...
Famintinana ny toko i fizarana ii
Kanjo nony lasa lalina vao tsaroany’zany dia, aizi- mitankovana alina fahoriana ny mitia !
Tonga ny valana aretina noho ny loto.
Iray tsy hainy tohaina ny fanafoanana azy io ao anatin’ny tontolo iainana ny vahaolana omeny hoan’izay te hiainana ao amin’ny tontolon’ny mahitahita dia tsy misy afa tsy ny mampitovy ny fijeriny amin’izy ireo.
Tsy ampy ny boky 15
Hasesy isan-kilasy izany, ka ny kilasy faharoa no hanombohana azy.
Romy mety ho tazo izany ary angamba aza mety ho mangovitra ianao?
Ny fomba fiasa ao amin’ny sekoly akanin’ny marenina
Fafana 16 ireo asa tsy maintsy enjehin’i tsiry isan ’andro
Nataon ny mpanoratra be fiantrana, ary mpamela heloka ny mpandraharaha malagasy amin ny sehatry ny fampianarana miankina amin ny finoana. Hita amin izany fa mbola mifampiaro sy mifampitsimbina ny samy malagasy, na dia efa mihamahazo vahana aza ny toe-tsaina vahiny. Tsy mety levona ny fiheverana hoe ny firaisankina no h...
Teny fisaorana i lisitry ny fafana iii lisitry ny kisary iv lisitry ny sary iv 0. Teny fampidirana 1 0.1. Ny lohatenin’ny asa fikarohana 1 0.2. Ny anton’ny safidy 1 0.3. Ny zava-kendrena 2 0.4. Ny petraka olana sy ny petraka hevitra 2 0.5. Ny fomba nentina nanatontosa ny asa 3 0.5.1. Ny fitrandrahana tahirin-kevitra 3 ...
Febvre, combats pour l’histoire, collection economies. Société civilisation, éd. Armand colin 103. Boulevard, saint michel, paris 1953 6 l goldman, pour une sociologie de roman, ed. Gallimard, paris 1969. 7 r escarpit, le littéraire et le social, coll. Que sais-je, n 777, puf, 1958. 8 r escarpit, op. Cit, p. 56 il faut...
Seheno ramino,
Manambady ialahy tonga dia villa iray no fanomezana atolotro.194
Niavaka indrindra tamin ny samy ankizy ny fahazazan i eric ravalisoa. Tsy mba irony ankizy be lalao irony manko izy. Hany ka tsy nisy olana taminy ny tsy fisian ny namana miara-milalao aminy, raha ny talohan ny faharoa ambin ny folo taonany no asian-teny. Hoy izy araka ny fanadihadian i harizo raoelimanana taminy ny 16...
Liaison, rapport étroit d idées qui s accordent entre elles ; absence de contradiction
Ndeha jereo fa mbola any any anaty soratra any
A h a r o l a h y p o e t a r o m a n t i k a
Ireo mahantra ireo mpandray anjara mpanampy sasany no ianjadian’ny fahantrana ao amin’ny tantara. Vokatry ny fahakambotiany na ny fampijaliana atao aminy no nahatonga ny fahantran’izy ireo.
Ny anjara asa fampifandraisana ny mpiteny sy ny itenenana fonction phatique miavaka ity anjara asa ity amin’ny fampiasana teny mpampifandray izay tsy voatery hitondra hevitra mivaingana akory. Mba hahatafita ny hafatra dia ilaina ny mamantatra raha mety ny fifandraisana, izany hoe, ilaina ny miantoka ny fitohizan’ny fi...
Ny isan’ireo tanora nobeazina tao amin’ny akany miisa 1921 ireo tanora nandalo tao amin ny akany nanomboka ny taona 1984 ka hatramin ny 2011 taona nanombohana ny fanadihadiana. Mitsinjara toy izao ny sehatra misy azy ireo fafana 2 ny isan ireo tanora nandalo tao amin ny acdb ivato
Isan’ny teny isan’ny fiverenan’ny teny ao amin’ny tononkalo manontolo ireo antonantony mahatonga ny fahoriana 64 162 ireo vokatra ateraky ny fahoriana 75 271 fitambarany 139 379
Ny tantara foronina dia mety hiseho amin’ny toerana iray na mivelatra amin’ny toerana maro. Ny tantara foronina ramose dia miseho amin’ny toerana samihafa toy ny tany manjakandriana sy antananarivo ary tany amin’ny faritra andrefan’i madagasikara. Izany dia azo hamarinina ara-jeografia ary tena misy, fa misy ihany koa ...
Tononkalo tononkalo tononkalo
Daty 08 desambra 2009 kilasy voalohany tc-1 sy td-3 faharetany ora 2 zana-taranja fampiharana lohatenin-desona tekinikan’ny fanadihadiana lahatsoratra
Panneau d’information 3
Na vizana foana aza manko ny ranjony; marina hatrany izany no tanjony.
Isan’ny maha-poezia ny asa soratra ny fisian’ny rima. Tsy nataotao foana nefa izy io, fa nentina nanamarihana ny faran’andalana eo amin’ny tononkalo mba hisian’ny kanto. Ny rakibolana larousse de poche, izay navoakan’ny librairie larousse tao paris, maneho fa ny fiverimberenan’ireo feo mitovy amin’ny faran’ny andalana ...
Nahinjitr’i mahaly ny tanany nihazona harafy106. Niaraka tamin’izay, dia nirohotra sady nihogahoga mahatsiravina ireo vatan-dehilahy. Nanidintsidina nanjelanjelatra teny ana-habakabaka teny ny lelan-defona maro be. Vaky nandositra ny telo lahy, nenjehin’ny vy manidina avy ato aoriana. Nijininika ny ra. Izay voa, maty t...
Mitalaho sy mivavaka izahay ka mba raiso re ny tenanay mba tahio sy hamasinonao amin’ny fanahy masina
Rado misaotra leitsy a!
Lafiny voambolana
Misy akony lehibe eo amin’ny toetra amam-pihetsika asehon’ireo mpianatra izany zava-misy iainany izany. Ao ireo mpanapatapaka foana amin’ny fianarana. Misy ny milaza fa naka vatsy dia tara tany, ao koa ireo tsy mahafehy tena satria lavitry ny ray aman-dreny. Araka ny voalazan’ireo mpampianatra nanaovana ny fanadihadian...
Iii.4.1- ny fitatanam-bola
Lavabato mbovoka antsahamalaza
Hijoro hahaleotena ve sa hanaiky handevozin’ny volaben’ny sasany fiandrianam-pirenena ve sa volaben’ny amerikana ?
Trek’esy, trek’eroa, dity rano an-kelika? Valiny fotsiny
Seho 6 mandondona eo an-kilan’ny sehatra ny mpamonjy fivoriana.
Azo atao tsara ny mamindra izany fomba fiasa izany aty amin’ny fomba fitrandrahana hevitr’olona. Samy atomboka eto ny fianarana famoaboasan-kevitra sy famakafakan-kevitra, saingy ny ankapobeny momba izany ihany aloha no irosoana. Ireto atolotra manaraka ireto no santionany amin’izany famaritana zava-dehibe ny fahalalan...
Fanasokajiana ny zava-kanto
Noferanay ho ireo tononkira teatraly nivoaka teo anelanelan’ny taona 1922 1945 ny akora fototra hiasanay, satria araka ny fanadihadian’ny mpandinika, dia ny faramparan’ny ady lehibe voalohany 1918 ka hatramin’ny fiafaran’ny ady lehibe faharoa 1945 no tena nampamirapiratra ny teatra klasika teto madagasikara. Koa ireo h...
Dimy ny zana-peo ao amin’ny teny swahili, dia i, e, a, o, u , izay aseho amin’ny alalan’ny tarehin-tsoratra i, e, a, o, u. Mitovy ny terehin-tsoratra anehoana ireo feon-teny ireo amin’ny fomba fanoratra tsotra sy amin’ny fomba fanoratra manara-tonona. Indro misy vondrom-boanteny iasan’ireo zana-peo ireo, aseho amin’ny ...
Zava-dehibe ny fahaizana mamantatra ny fomban’ny firahamonina raha te hifanerasera aminy. Tokony ho hay, ohatra, ny fiteniny. Mifamatotra tokoa mantsy ny teny sy ny fiarahamonina. Koa mba hahafahan’ny mpanoratra miditra ao amin’ny fiarahamonina, dia nampiasa voambolana fampiasa amin’ny andavanandrom- piainan’ny olona i...
Nanaovan-tsangambato
Amfafaffordable médecines for africa -afrique du sud
Ohatra 2 henoko ny tapa-dresaka nifanaovan izy sy randrenja sakaizany; ary rehefa nanontaniako mangina io dia nanamarina izany tak. 40 .
Tao amin’ny gazety ambioka, valiha, ngah ary ny fampielezam-peo ravinala bitsiky ny ravinala ; mbs taratry ny fitiavana , rdb onjan’ny fo ; fanamby, radio mada, frequence plus, rfi.
Zavaboary ambany zavaboary ampiasain’ny olona andavanandro, azony fehezina kisary n 3 ny mpiadina, ny an-tanan-tohatry ny fananan-kasina
Ianareo, ry tovovavy, no raozy kely saro-piaro, kanefa raha miraviravy, ho tonga kilalaon’ny maro.
Fanomanana ny malo ny fampakaran-teny na fitarainana ataon’ny voan’ny tsindrihazolena amin’ny mpitarika. Sehatra ambany sy maivana kokoa ny fampakarana teny raha oharina amin’ny fitarainana. Filazana tsotra iangaviana ny tompona andraikitra hananatra ny nanao tsy mety ny fampakarana teny. Mikendry ny hampitsahatra ilay...
Anara 3 15
Misy fiantraikany betsaka amin’ny fiainan’ny mponina ny toe-tany sy ny toetr’andro. Mora ivelomana kokoa ny faritra manana toe-tany sy ny toetr’andro tsara satria afaka mamokatra ny mponina.
Indrindra fa am. Lnn11 j trtnii bongolcwa tn11, na-’ ’82 kiranomcna any a. Mijj’nyl
Taolam- paty anankiroa. 103
Tanàna miorina an-tsaha, tsy mila vahiny mpizaha; ny tavan’ilay olon-tiana, no efa natao hifaliana 189
Fifankatiavana sy firaisan-kina
Manahirana ny mpianatra mihitsy ny mianatra ny tantaran’ny literatiora any amin’ny ambaratonga faharoa, noho ireo daty tsy maintsy tadidiana sy noho ny halavan’ny lesona. Tokony ho mora ho an’ny mpianatra anefa ny mianatra izany, satria efa hitany any amin’ny taranja tantara histoire ny ankamaroan’ny zava- misy any ami...
S’informant à lui-même, il décida enfin de faire un homme, un roi qui en prendra grand soin il prit de la poussière, en fit à son image selon sa ressemblance, un homme fort et sage !
Notsongolohin’ireo izay nikendry hahafaty azy tamin’izany izy, ka nataony hoe efa tsy sahy rano tsy sahy minona ka inona indray! Manana ody mahery. Dia nanirahany olona hamono azy izy tamin’izay.
Mibahan-toerana ny am-bava
Tsoa-kevitra mpanoratra mpamboraka ny ao am-pony manoloana ny fitiavana i ny eja. Koa na inona na inona endri-pitiavana tiany haseho, dia aharihariny ao ny maha-izy azy ny tenany, amin’ny alalan’ny izaho. Anisan’ny mampiavaka an’i ny eja koa ny fahaizana mampiditra voambolana isan-karazany ao anatin’ny tononkalony. Na ...
Voamarina avy amin’izay rehetra izay ny maha zava-dehibe ny fanovaovana ny fomba fampianarana na ny fomba fiasa rehefa mampianatra, sy ny loza mety haterany, raha tsy omena lanja. Mbola misy antony hafa ihany koa anefa tsy nampahomby ny fampianarana. Horesahina indray ny momba izany.
Raha heverina fa tokony ho afaka avokoa ireo noho ny havitsiany, raha ampilaharina amin’ny vokatra azo tamin’io taona io teo anivon’ny kaominina izay nahatratra 90 96, dia tena ambany io taham-pahombiazana io. Hita fa tena ambony ihany koa ny taham-pamerenan-kilasy ato amin’ity sekoly ity raha miolotra amin’ny eo anivo...
Handrodan- tsaranga tsy mitovy fa ny olona rehetra efa mahatsapa fa anjaran’ ny asa no miaka- dapa toa rano an’ ony misasasasa ndao fa hirohotra isika mpiasa tsy hisy ho komavoka vangavanga fa isika rehetra horaisaranga.
Mandra-pahafatiny hatramin’ny taona 1927 dia nanjary mpanoratra re fanta- bahoaka i le queux. Nankafy manokana ny asa sorany ireo mpitondra ; vokatr’izany dia nadika tamin’ny fitenim-pirenena maro ny asa sorany japoney, sinoa, arabo
Tamin’ny fandinihana ny fiteny ôfisialy sy betsileo avaratra nataon’ireo mpahaiteny toa an-dry rajaona sy ry rasoamalalavao claire4 ary ireo mpandinika hafa izay nandinika ny teny manana mpanondro verin-droa dia mazàna ny mpanondro voalohany no mpanoritra manondro.
Tsy misy ny fiara mitondra avy hatrany mankany antanetibe mahazaza raha miala avy aty andrenivohitra. Fiara mitondra hatreo mahitsy izay miantsona eo vassacos zone suburbaine d, fiara miloko fotsy misy tsipika mena no raisina aloha. Rehefa tonga eo mahitsy vao mandray ny zotra reziônaly mihazo an’antanetibe mahazaza. A...
Fotoana tapatapaka fihaonana fahiny tsy ampy izato fo te hiondana amy tiany ka nifidy hiara- dia mandra- maty sy ho doria hifanandratra talenta hifanasoa no tarigetra
Fitantarana nataon’i belahin’i gasy, 90 taona avy ao ankiakabe. 49 loharanom-baovao belahin’i gasy, 90 taona avy ao ankiakabe.
Nandalo dingana maromaro izahay tamin’ny fanatontosana ny asa.
Ny molony tsy mba niloaka fa teo, 30 ireo masony tsotra no nabanjina ahy, toa ta-hanambara mba tarafo eo, ny raki-mieriko anaty fanahy !
Angola ka inona ity mahakivy anao?
Summary malo is the cultural conflict management among the residents in antananambo. The traditional dignitaries the older, the tangalamena and the laidama who are supported by the villagers are the leaders in charge of this conflict management. Everybody express his her opinions before talking decision it aims restori...