text stringlengths 10 11k |
|---|
Tanjaka no tena asehony amin’izany. Maro ny hetsika ataony. Santionany ihany no hotanisaina eto manao vela-tanana na dihy soroka eo am-panaovana tongo-dovia, manao fihetsika mirindra ampiasana ny loha, ny tanana ary ny tongotra 42. Indraindray, ny dihy maoderina fanaon’ny tanora no folahiny ka asehony ny mpijery. Mitor... |
Ny sekoly ltp ampasampito dia voahodididna fikambanana orinasa maro. Anisan’izany ny fikambanana orinasa mpamokatra loko toy ny gamo sy upema. Ao koa ny orinasan’ny taozava-baventy mpanao lalana sy tetezana alma. Misy koa ireo orinasa madikika manao soudure sy mikirakira ny momba ny vy. |
Vetso ny vetsoko nanidina, ndeha hipoaka aiza hiverina amin’ny lasa, sa hanohy izany dia? Ny nofinofy mantsy, miantso hoe nankaiza ilay fifankatiavana nekena ho doria? Ny vetsoko manidina aiza no miantefa any lavitra any sa mbola mionina ety? Ny nofinofy mantsy no hany mba alefa ho solon-tenako any hamangy ilay malala.... |
Ran e 1974 firaketana ran e |
Ny poeta sy ny mpanoratra |
Sembanin’ny rahona raha fahavaratra mamirapiratra tarafin-dohataona midobodoboka raha fararano manjelajelatra ao anaty ririnina midobodoboka raha fararano manjelanjelatra ao anaty ririnina. |
Ny asa amin’ny maha-mpampianatra azy no tena niantsorohany, nefa nisy ihany koa asa hafa izay nataony ho fanampin’izany. |
Nom et prénom barison richard |
Ny lahatsoratra manazava dia tsy manome fampahalalana ny mpamaky fotsiny, fa mamelabelatra izany fahalalana naroso izany, ka ny fanontaniana izay valiana amin’izany dia ny hoe inona? Maninona? N ahoana? 51 ny lahatsoratra manazava dia manala izay rehetra fahasarotana amin’ny fahazoana ny tontolo manodidina, ny hevitry ... |
Soa tsy nanan-tongotra tsy afaka hivoaka f’angamba ho fongopongotra ny am-poko tsy milaoka . |
Tamin’ny 24 aprily atoa jao jean, mpikambana ao amin’ny antenimieran’ireo mihazona ny fahefana, dia voampanga ho naka an-keriny sy nanolana tovovavy 16 taona tany antsohihy. Namoaka didy fampisamborana ny ministeran’ny fitsarana, saingy mbola afaka nirenireny atoa jean hatramin’ny nisaborana azy tamin’ny 30 novambra. N... |
Rdb34, korail, tv ravinala. Ny tononkalo no tena manavanana azy amin’ny fanehoany ny aingam-panahiny. |
Inona ny olana nahatonga anao ho toy izao? Quels sont les problèmes rencontrés pour arriver à cette situation ? |
Ohab 29 16. Raha maro ny ratsy fanahy, dia mitombo ny ota; fa ny marina ho faly mahita ny fahalavoany. Ohab 29 17. Faizo ny zanakao, dia ho famelombelomana ny fonao izy sy ho fifalian’ny fanahinao. Ohab 29 18. Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona; fa raha mitandrina ny lalàna kos... |
Ramatoa ratsimbazafy minoson laingo ny hasina maître de conférences |
Tokony hatsaraina ny fomba fiasa eny anivon’ny fikambanana, tokony hanana tanjona mazava ny fikambanana tsirairay ary tokony hanana fomba fijery mivelatra. Izany rehetra izany dia tokony ho tsapa dieny any am-pianarana ny zanak’ireo mpanjono ka sady manabe voho ara-tsaina, no manatsara fari-piainan’ny ray aman-dreny. |
Raha ny momba an’i agora sy i lemoela indray dia voalaza ao amin’ny bokin’ny ohabolana izy ireo fa nanoratra tao amin’io boky io, saingy kely fotsiny ihany; satria ny toko fahatelopolo ihany no nosoratan’i agora; ary ny toko farany ao amin’ny bokin’ny ohabolana kosa no nosoratan’i lemoela. Ny mikasika ny tena tantaram-... |
Ankehitriny kosa, misy ireo hira izay toa mandika ny lalàm-pitondran-tena apetraky ny fiarahamonina satria mampiasa ireo teny mamoha fady, mampiseho ny fari-batana ny raki-tsariny 24 m. Khraptchneko, la pérsonnalité de l’ écrivain et l’ evolution de la littérature, les éditions du progrès, moscou, 1974, p7. La concepti... |
Ny fanoritsoritana ny fanaka tao an-tokantranon’i eva ihany koa dia ahazoana milaza fa tsy manan-java-mahory izy. |
Tsy diso anjara tamin’ny tantara foronina ny vakivakim-piainana sy ny onjam- pilafila koa ny fanehoan’iharilanto patrick andriamangatiana ny finoan’ny malagasy ny tsiny sy ny tody. Hofantarina tsirairay ny endrika isehoan’izany sy ny fifandraisany tamin’ny zotram-piainan’ ireo mpandray anjara. |
Ankoatra ny asa fambolena sy fiompiana ary asa tanana, araka ny fafana momba ny fihariana ao amin’ny kaominina tak 43 dia mbola misy ihany koa ny asa birao, ny asa fivarotana, ary ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany. Mikasika ny asa birao, ny mandrafitra azy ity, dia ireo olona mandray karama isam- bolana toy ny m... |
Tsara ny iresahana ireo fifamaliana mandingana raha arahina amin’ny voalaza ato amin’ity zana-pizarana ity. Ny fifanovana dempak lemaka dia mety ho endriky ny fifamaliana d l eo amin’ny teny indonezianina sy ny teny malagasy. Na ao anatin’ny teny malagasy aza dia tsapa io fifamaliana io, na dia ao anatin’ny fiteny anan... |
Laharana lohateny takila kisary 1 ny taham-pahateran’ny mponina sy ny taham-pahafatesany tao andranomena marololo 34 kisary 2 ireo mpikambana eo amin’ny ta. Fa foibe 64 kisary 3 ireo mpiandraikitra rehetra ao amin’ny tafa ambatondrazaka 70 kisary 4 ny rafi-pandaminana eo anivon’ny fikambanana fanantenana 78 |
Feo izao e, misy ody omeko anareo hampitoniana azy ireo, fa rafakampitso miverina aty. Tongava vao maraina fa mbola be ny omanina. Vola dia misaotra betsaka ry dadarabe a! |
Ii-3-1 amin’ny teny malagasy aseho aloha ny karazan’ny mpanondro amin’ny teny malagasy, dia hojerena ny fampiasana azy ireo rehefa avy eo. |
Ireo jiolahy manam-pahaizana |
Exploitation des |
Fampitahana |
Memoire pour l’obtention du c. A. P. E. N. |
T53 t30 t14 t85 t86 2 |
Famaritana ny fifandraisana sy ny zava-misy manodidina izany. Eo amin’ny famaritana, dia azo atao tsara ny mijery izay voarakitra any amin’ny rakibolana samihafa, na amin’ny teny vahiny izany, na amin’ny teny malagasy. Ohatra amin’izany izay hita tany amin’ny fizarana teo aloha izay nalaina avy tamin’ny rakibolana fran... |
Eo koa ny fanehona ny sarin’ireo zoky aman-taona , na ny ray aman- dreny , zendana amin’ny fahitana ny fomba fiainan’ny malagasy ankehitriny na dia tsy mba nandalina fianarana firy aza izy ireo , dia manana ny fahendrena nentiny niaina , koa mendrika ny homena ny haja sy ny toerana sahaza ho azy . |
Misy foko hafa koa manome lanja ny omby ankoatra ny betsileo. Voalazan’i guerin fa mpanjaka ny omby any androy20. Misy koa ny firenen-kafa toy ny vietnam izay manaja ny omby toy ny fanajana ny olona araka ny voalazan’i chevalier sy i gheebrant21. Matetika anefa no miteraka olana eo amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ... |
Zavatra eny amin’ny vatan’ny omby, ahazoana sakafo izy ireny, anatanterahana fomban- drazana indrindra ary anamboarana fitaovana madinidindika maro ilain’olombelona eo amin’ny fiainana andavanandro toy ny menaka, firavaka, kapa sns. Eo amin’ny soro isan-karazany dia natao mba hangataham-pitahiana amin’ireo razana ary h... |
Ny soratra sakaiza matoa aho nolaviny |
Ny zava-nisy teo amin’ny lafiny toekarena sy ny fiarahamonina talohan’ny taona 1922 |
Sans donner le vertige et remettre à flot la confiance perdue ou noyée dans les pleurs ! Tu as su nous montrer les sentiers, les chemins et les routes à suivre par tes sages recherches, tes exemples concrets, consignés en trésors dans tes écrits et livres ! Et . |
Ny riba maneho tsangan-kevitra |
Ampiasaina ny voanteny hoe kwa amin’ny mba hanehoana ny zampahan-javatra. Ohatra tatu kwa mia telo isan-jato |
Hanadino anao aho, hanafoana ny efa nisy hanadino anao, tsy ho mora nefa indrisy fa tsy maintsy atao tokoa f’izay no mety, sy mahasoa. |
Iii.2.1- ny lafiny fampianarana |
Aterina eto ny any ampita tsy fahita aterina eto, izay mitranga voromanga atelina eto ny hafetsen’ny be harena. Fandrosoana tontoloina sy koloina ho an’ny matin-drandram-bao ka asanao ! 389 ny aterina eto dia nentina nilazana ny internet mamaly izany i manampy ao amin’ny tononkalony ka milaza fa ilaina ihany ny fandros... |
Tsy araka ny nanampoizana azy anefa ny zava-niseho, satria i safidy dia ankizy lahy kely mbola tsy afaka ny hifankatia amin izy ireo akory. Akory ny hagagan izy ireo teo am-panatrehana izany. Nangenahena sy toa nahatsiaro tena ho diso fanatenana mafy izy ireo, ka sady tsy nisy nahetsika teo amin ny toerany avy, no nivo... |
Fiverenany ho any moramanga indray |
Afo mamelona no irina miredareda anaty fo hajaiko sy lalaiko ireo dina hanitsy izany dia hatrany koa |
Inona no resahin ny mpanoratra ao amin ny lahatsoratra amin ny ankapobeny? V fampitahana ny tovovavy vahiny sy ny tovovavy malagasy. F ny lafiny inona no ampitahainy amin izany? V ny fivoarany andln.2 malala-tsaina , andln.3 misokatra kokoa ho amin ny fiainana f inona izany ny fd ao amin ny lahatsoratra? V ny fandrosoa... |
Ohab 26 1. Toy ny orampanala amin’ny lohataona, ary toy ny ranonorana amin’ny taom- pijinjana, dia toy izany ny voninahitra tsy tandrifiny ho an’ny adala. Ohab 26 2. Toy ny vorona mivezivezy sy ny sidintsidina manidina, dia toy izany ny fanozonam-poana tsy mba hihatra izany. Ohab 26 3. Ny karavasy ho amin’ny soavaly, n... |
Ravao inona ny zava-mitranga ry tody a! Nahoana ianareo no manao tahaka ity? Raha vao niditra teo aho dia hitako tamin’ny fihetsikareo fa misy zavatra hafahafa mihitsy ka! Inona no konokononinareo dahy sa miady ianareo? Nefa aho mbola tsy nahita anareo nifamaly na nifanditra na dia kely aza. Ankizy mifankahazo tsara no... |
Fanamarihana azo lazaina fa mahadidy mahatapaka amin’ny raharaha ara-piarahamonina, ny olana miakatra eny ivato ary ny fitsarana izany ny ao matata a. Misy ihany anefa ny olona sasany tsy dia mankasitraka izany loatra ka manankina ny olana na ny raharaha any amin’ny fanjakana mahefa na ny fitsarana ara-panjakana fitond... |
Sava ranonando momba ny fanatsarana ny fandaharam-pianaran’ny taranja malagasy any amin’ny lisea miainga amin’izay hita tao amin’ny saint antoine ankadifotsy sy j. J. Rabearivelo analakely |
Andrianary ratianarivo, voninkazo dia , rosa beby. |
Fisehon’ny olana ankapobeny |
F’angamba ramose tsy ho voaraikitra amin’ny boky ny sandan’ny hetahetan’ny maso nifanopy ; kanefa, io indrindra no naotiko rehetra ! |
Ny fanondroana iavahan’ny mpilaza toerana |
Mari-piatoana telo no tsapa fa misarika an’i tsirinala ny fampiasana azy ny teboka roa , ny teboka telo , ary ny tsoraka ! |
Ny osika no fototra mampahomby sy manafana ny lanonana. Tsy afa-misaraka amin’ny fety araka izany ity lahabolana ity. Ny fitantarana ny hafanan’ny fety no misongadina amin’ny vontoatin’ny osika fanao mandritra ny lanonana. Azo porofoina izany amin’ny hoe tsy mba nitoetr’andro azalahy, nanomboka ny asabotsy e, dia mafim... |
Di 01.10.95 |
Viendrai voir vos beaux tableaux de parme ; vous souviendrez-vous de ce nom fabrice deldongo ? Lraura-t-elle oublié ? Elle était si jeune alors ! Mais à propos, se dit fabrice étonné en interrompant tout à coup le cours de ses pensées, jroublie drêtre en colère ! Serais-je un de ces grands courages comme lrantiquité en... |
Ny fiarahamonina amin’ny ankapobeny |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude |
Fifindra-monina tany an’ala |
Fisarihana ny tanora haka tahaka ny toetran-drobena ho sahy handa sy hanohitra ny tsy rariny tahaka ny nataon-drobena raha nitady ankizivavy ny vazaha |
Opposant -ny vintana, ny fahantrana, ratiaray -ny lalanan’ny fiangonana |
Fampahalalana feno, mafonja sy mazava momba ny fiheverana ny fahadiovana no atolotry ny mpiteny mba hanindrahindrana ny fahatsaran’ny fahadiovana. Miparitaka amin’ny lafin-javatra maro ny hevitra ary mandroso hevitra vaovao hatrany ny mpiteny |
Ny renifeo l indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo l malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany, eo amin’ny vanin-teny faharoa, an-dohan- teny sy anaty voanteny. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voaloahany, an-dohan-teny 1 l l- labuh lavo, layu lazo, lebur levona, lengas lena, lukis loko, lunak ... |
Efa hay satria ampiasaina an- davanandro |
Dadabe alefaso àry ilay sady mihira no mandihy e. Ary mitsangana ianao. |
Début de la construction du tombeau de rainiharo par laborde à isotry |
Déblocage de fonds evaluation objectifs evaluer les acquis des membres lors de la formation à travers la conformité du projet aux travaux réalisés. Apporter éventuellement des conseils |
Javatra ny fianarany na dia aman-dreniny hanohy sy |
A, tak.62 farany, ny tamberim-boan-teny hitako an-dohan’andalana isan’andininy ao amin’ny tononkalo ny fahorianay , dia mampibaribary ny havesatry ny alahelon’ny tsirairay avy isam-batan’olona ao anatin’ny fianakaviana noho ny fahabangana misy. Iray vatsy iray aina mantsy izy mianakavy miombom-pahoriana hitako ny zandr... |
Andininy 33 fanapahana hazo amin’ny tanim-panjakana nefa tsy nahazo alalana avy amin’ny tomponandraikitra 20.000 ar -andininy 34 mitrandraka ala nefa tsy nahazo alalana 100.000 ar |
Ny dingana nandritra ny seho tsy nanadino ny nanao tombana teny am-pamaranana i b nandrefesany ny fahatafitan’ny lesona nataony tamin’iny seho voalohany iny. Ratsy moa ny vokatra |
Ohatra 3 ao amin’ny tadiavo ny lohako ny tenin-drenikalo teo am-pahitana ireo mpamaky fasana. Ahitana voambolana sy fomba fiteny tsy dia mahazatra ny maro ankehitriny intsony ny fampiasana azy. Voambolana mitory hasiahana sy haratsiam-panahy. |
Ny andalana fohy ny andalana fohy dia misy vanin-teny latsaky ny folo ohatra ianao vanin-teny 4 |
Ilay vohitry ny nofy; nahazo ny loka natolotry ny mineseb tamin’ny 1970 |
Efo likan i i m.1i. Ilagasikp. Ra tanindxazane f f. Lhri. F ahnna-f ahrunfl. I’ino. No. |
Maro ny olana avy amin ny mpiteny izay mahatonga ny fahadisoana eo amin ny teny tenenina sy ny teny soratana. Ahitana olana avokoa ny ankamaroan ireo teny tenenin ny olona andavanandro. Manana izany olana izany avokoa na ireo mipetraka an- tanan-dehibe ampy serasera na ny any ambanivohitra tsy mahay mamaky teny. Antony... |
Tatitry ny zava-nitranga nandritra ny malo |
Misy zava-maniry hafa ankoatra ny songosongo ihany koa hita eny amin’ny fasana. Tsy natao fefy toy ny songosongo fa zava-maniry maniriniry ho azy ary tena mandrobona tokoa. |
Very hevitra, guy de princy ranaivo andriamatoa rabary, t. 55- 57, 1954 , tak 114-116 |
Ny zava-nisy nitranga nandritra ny fotoana nanaovana lesona tany amin’ireo sekoly tekinika nanaovana ny fanadihadiana no aroso manaraka eto. Mizara telo ny sehom-pampianarana iray amin’ny ankapobeny dia ny fanombohana, ny zava-misy mandritra ny lesona ary ny famaranana. Ireo lafin-javatra telo ireo araka izany no aroso... |
Ny fanazavana dia ikendrena ny hahazoana ny hevitra ambara, itondrana ny antsipirihan-kevitra rehetra. Amin’izany dia misy dingana arahina mba hampirindra ireo hevitra rehetra entina ka izay dingana mitondra amin’ny famokarana lahateny manazava izay no horesahina izao. 1.6.1. Ny dingana fiatrehana lahateny manazava |
Fintina ny fanabeazana an’onjam-peo araka ny tantara soratan’i nirintsoa ao amin’ny rnm no lohatenin izao asa izao. Tantara an onjam-peo telo nosoratany, dia naolam-badiny sy ho lova sarobidy ary fahatsiarovana nangidy no noraisina ho akora fototra nanompanana ny fikarohana. Nasongadina tamin ny famahavahana ny fanabea... |
Fitiavana ihany no tanonao hatrany ny fiainana hanjakany ho paradisa an-tany |
Ny mpampianatra mpandefa hafatra. Manazava amin’ny antsipiriany ny lesona rehetra. Ny mpianatra mpandray ny hafatra. Mihaino sy manoratra izay lazain’ny mpampianatra fotsiny. |
Famaritana araka ny rakibolana malagasy. |
Encyclopédie universalis 2010 |
Hita fa manaingo ny vakodraza? A ny zana-peo e am-paran’andalana eto. Sady nataon’ny mpanao vakodraza? A hakana aina sy hisaintsainana ny teny halahatra manaraka ihany koa. Voafetran’ny hevitra tiana hampitaina ny andala-tonon-kira. Indraindray tsy mahafeno ny tonga ao an-tsaina ny tonon-kira ka fenoina amin’ny hoe e !... |
Izay raha lazaina fohifohy ny mikasika ny rima nampiasain’ny mpanoratra, nanaingoana ny asa sorany. Hita fa mpanoratra mahafehy ny fitsipi-panoratana tononkalo ny mpanoratra nasolo raha ny endrika ivelany no jerena. Hainy ny mandrindra izany hifanaraka amin’ny hevitra amam-pihetseham-po tiany nampitaina, tononkalo miri... |
Correction l 18 |
Sans haine, par amour, belle délivrance |
Maneho ny fiezahan-drafarasoa, renin i tsiresy amin ny famelomany ny ankohonany niresaka tamin ny sary |
Araka ny voalaza tetsy aloha, dia sokajiana ho raiamandreny avokoa ny ray aman-dreny be, ny ray sy reny niteraka, ny mpampianatra ary ireo raiamandreny hafa, samy manao izay hanabeazana ny ankizy sy ny tanora mantsy izy rehetra ireo. Ny ray aman-dreny niteraka no misafidy ny toerana hanabeazana ny zanany mifanandrify a... |
Ny hoe ry mitoetra eny an-tsaha eto, dia anarana angola azo avy amin’ny périphrase iantsoan’ilay zazavavy ny tovolahy malalany. Ny périphrase dia miorina amin’izay toe-javatra mahazatra ny olon-tiana ka nahababo ny fo. Ny malalan’ity zazavavy ity dia mpiandry ondry, ka hita matetika eny an-tsaha, ary io toerana io no n... |
Toko iv fitantanana ara-bola |
Guiraud et p. Kuentz, op cit, p 92 la tâche de l’analyse du style sera donc d’identifier ce qui, dans la structure du message, leur est pertinent. |
Vondrona ambara tak. 101 186 vondrona ambara tak. 188 |
Fampahafantarana ankapobeny |
Ka nony efa tratry ny sento manody vao hita fa mamy dia mamy ny mody. 295 ny vanin’andalana no mampiseho ny fisamboaravoaran’ny rano, izay maneho ny fiainana feno fahoriana hanjakan’ny enji- dresin’ny fiainana. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.