text stringlengths 10 11k |
|---|
Raha jerena ireo zava-nitranga dia azo fintinina toy izao manaraka izao misy ireo mpampianatra tsy maneho fifandraisana amin’ny mpianatra mihitsy, tsy miresaka na manara-maso ny zava-misy. Ny lesona avy hatrany no atolotra fa tsy misy fifanakalozana amin’ny mpianatra. Tsy misy fitaovana ampiasaina ihany koa. Mpampianat... |
Compromise dans l’appareil téchnologique, elle béneficie de son statut de puissance zumthor paul, 1983, op. Cit. , p. 28 161 on constate aujourd’hui que la tradition et le développement peuvent non seulement coexister mais même se renforcer réciproquement rocher g. 1968, l’organisation sociale, collection points, editi... |
Ayant adopté le principe de séparation des taches , l’équipe de la logistique devrait être renforcée en nombre pour rendre le principe opérationnel. 2.2 mettre en place des outils de gestion contrôlables et adaptés |
Efa nambara teto fa toerana itobahan’ny vokatra isan-karazany antananambo noho ny fahazotoan’ny mponina mamokatra. Vokatry ny fisian’ny malo no anton’izany, satria mahatsiaro ho voaaro ny mpiara-belona paikady entina hametrahana fandriampahalemana mantsy no antony nananganana ny malo. Manatsara ny fiainan’ny mpiara-bel... |
Trandrahina avy amin’ny fandinihana io sary io ny fahalalan’ny mpianatra amin’ny alalan’ny fampitenenana azy izay hitany, ny fihetseham-pony ary ny fihetsika tokony hatao manoloana ny tontolo iainana. Ary dia atsidika aminy ombieny ombieny ireo voambolana manokana hasongadina any amin’ny taranja jeografia mba hanairana... |
Maro ny lohahevitra maneho finoana trandrahina ao amin’ny kilasy famaranana ny tsiny sy ny tody -famaritana, ny toetrany, ny loharanony ny lanjany -ny finoana ny tsiny sy ny tody manoloana ny fampandrosoana ny finoana ny hery tsy hita ny anjara, ny lahatra, ny vintana ary ny tendry -famaritana, ny toetrany, ny loharano... |
Nanaraka ny omby novidiako taminy dia ny taniko kosa no novidin- drainijery na karazany lasany maina fotsiny aza raha izay no azo ilazana azy |
Dans quelle circonstance le pratique-t-on ? La pratique du sport asa tany n’exige pas une période bien déterminée, on peut l’organiser pour donner valeur à un événement comme la fête nationale, la fête du fin d’année ou autre. |
Fiheveran’ny sekoly |
Ambohi bolamena ambohibory 12 14 |
Ny fitsaboana nentin-drazana |
Tsy araka izany anefa ny zava-nisy, fa nanjaka teo amin’ny fiarahamonina ny fahantrana. Nifototra tamin’ny fahantrana ara-batana avokoa ireo asa soratra. Endrika isehoan’izany ny tsy fanjarian-tsakafo, ny tsy fahampiana ara-bola, ny haratsian’ny trano fonenana |
Toko iii asa soratra maneho mivantana ny lafika tokana anisan’ny paika fikarohana ny lafika tokana natolotr’i weber ny fiaingana amin’ny asa soratra maneho mivantana ilay endrika tokana iraisan’ny tononkalon’ny pôeta. Ampiasaina indrindra ho fandalinana ny fo mitomany ny fiaingana amina asa soratra iray eto. Tononkalo ... |
Dia veloma lahy ianao e aoka ho tonga faingana e e any aminao ’zahay raha misy malahelo sy mitomany e e sy milatsa-dranomaso aoka ho tonga faingana e e any aminao ’zahay |
Tetikasa an-tsekoly ifanekena tesi ou projet d’etablissement contractualisé pec |
Manaiky ny didin’ny tany izy ny fisian’ny mangidy sy ny mamy. Asehony ao koa ny fivadiham-pitokisan’ilay tiana tsy azo eritreretina akory, nefa misy. Toa vao maika aza izany mankahery azy tsy ho kivy fa hibanjina hatrany ny ampitso. Ity andinin-tononkalo manaraka ity no anehoany ny fanantenany ny fiainam- pitiavany ny ... |
Ny fampiononan-tena |
Lasanao ny fandresena, ka arahaba sesehena! |
Sambo milentika295 zanak’omby, raha nilaozan-dreny, mimà! Valiha, raha nilaozam-pitendry, mikaikona! Lohasaha raha nilaozan-jorery, mangina! |
Nandritra ny fotoana niasana, dia nisy tokoa ny olana. Tsy maintsy nosetraina ireny, ka niezaka nitady vahaolana mifanandrify tamin izany ny mpikaroka. Nezahina hatrany ny haneho fa fitaovam-panabeazana mahomby ny boky, indrindra ny tantara foronina ny zanako i sy ii. Tsy eo amin ny sehatry ny fahaizana amam-pahalalana... |
Manampy ny mpianatra hahazo hevitra sy tsy hisalasala hamoaka ny heviny, amin’ny alalan’ny fampiasana teny malagasy ranoray, ny fahalalana trandrahiny avy amin’ny fanabeazam-boho ny teny. Koa dia ialany tsikelikely arakaraka ny fitombon’ny voambolana ananany ny teny bemiray na safiotra. Manoloana ireny voambolana fampi... |
Eo amin’ny vanin-teny farany 3 p p- kelip kipy, kerlip kipy |
Ny fahafatesan’ ny olombelona harmonie imitative tamberim- peo fanehoana ankolaka ny fiantraikan’ny fahafatesana ao amin’ny olona |
Ankehitriny, moa noho ny fivoarana sy ny fiakaran’ny vidim-piainana dia efa miandahy miambavy ny famokarana sy ny fihariana. Ny vehivavy rahateo dia manana zo hiasa sy horaisina hiasa araka ny fahaizana sy ny fahafahana hisahana ny andraikitra ankinina aminy tahaka ny lehilahy. Mihamaro ankehitriny ny sehatra hahazoan’... |
Ny antrôpôlôjia mandalina fivavahana sy ny lalan-tsainy ankoatra ny lalan-tsaina miralenta, izay efa novahavahana teo aloha, dia anisan’ny sampana hoenti-mitrandraka ny lohahevitra ihany koa, ny antrôpôlôjia mandalina fivavahana na anthropologie des religions tsy lalan-tsaina tsy akory izy |
Lafin-javatra vitsivitsy no azo asongadina ao anaty asa soratra raha dinihina araka ny tantaran’ny literatiora endrika ivelany -zava-misy -tara-kevitra -tantaram-piainan’ny mpanoratra iza amin’ireo voatanisa ireo no tena hitanao fa sarotra ny misintona azy? Nahoana. Ny tara-kevitra, noho izy tsy tena mazava ao anatin’n... |
Ny rariny tsy ahitana fiandaniana |
Iii. Presentation des ateliers de formation et de production en artisanat afpa |
Poinsa ity teny ity dia avy amin’ny teny vahiny hoe poinçon izay nadikan’i malzac40 hoe fitomboka, fanamarihana. Ny tovolahy rehefa hila vehivavy dia atao izay fomba hananany an’iny ho azy irery ka asiany marika na fitomboka izay mety ho hita maso na tsia eny amin’ilay zazavavy. Ny poinsa izany dia ilazana ny vehivavy ... |
Collection littéraire lagarde et michard xixè siècle |
Ny hoe manana azy izay koa mijaly tsy hoe ninia natao fa nifanena tsotra zao |
Ny 53.8 isan-jaton’ny mponina dia tafiditra ao amin’ny elan-taona dimiambinifolo ka hatramin’ny efatra amby roapolo 15-24 taona avokoa. Raha ny 2.8 kosa no mihoatra ny 65 taona. Araka ny voalazan’ny monographie du region vakinankaratra dia maro an’isa amin’ny mponina ao amin’ny faritra vakinankaratra no merina. Ny sisi... |
Anjara asa thérapeutique , izany hoe, mandray anjara feno amina sehatra na hetsika iray mazava sy araka ny haabom-pahalalany ny mpianatra, ka mahatonga azy hanana risi-po hianatra ary hanana fitiavana ho an’ny sekoliny ihany koa. Izany hoe, ahazoana mitsabo ny mety ho antony rehetra tsy mahasarika ny mpianatra hianatra... |
Efi-trano fianarana tahaka izao ny fitambarany foto-drafitra asa tsy miankina ao anatin’ny faritra manontolo 1365 ny isan’ny efi-trano fianarana rehetra mitsinjara toy izao 732 ho an’ny sekoly fanabeazana fototra; 319 ho an’ny kolejy; 111 ho an’ny lycée tsy miankina; ary 203 ny teknika tsy miankina. Fafana 20 ireo foto... |
Ilaina ianao e, rapôlisy |
Koa mitandrema ialahy fa hijery tsara ny olona ho an’iza moa ny tolona resahin’ialahy an-tsoratra toa miredy mantsy ialahy toa teny tsy mahazatra, no ezahan’ialahy tenenina ka mamaky ampongantsofin’ ireo lazain’ialahy marenina |
Gazety vavolombelona |
Ny loharano ipoiran’ny finoana eo amin’ny fiarahamonina58 |
Rabe mba inona loatra re no nahatonga io afo io? Mitary tsy dia mazava amiko loatra anie, fa toa afo narehitr’olona nandalo izy izany na afon- tsigara asa! Rasoa ka afon-tsigara ve dia hoteraka lelan’afo be toy izao? Mitary hadinonao moa, rasoa, fa mandrivotra be anie izao andro izao? Rabe eny e! Aza variana mitsikera ... |
Azo lazaina fa fiangonana iray ihany no nisy tany am-boalohany. Taty aoriana anefa, noho ny trangan-javatra maro, dia nisy ny fisarahana teo amin’ny fiangonana, ka ahitana ireo karazam-pinoana maro misy amin’izao fotoana izao. Mipetraka, araka izany, ny fanontaniana samihafa toy ny hoe mety misy mahakasika ny miralenta... |
Ireo voaly fotsy sy vonimboasary 10 dia tena madio sady mangatsohatso ; ireo no porofo mazava sy sarin’ iilay fahadiovan-tsy resin’ankaso. |
Ny teny hoe tatitra dia filazana voafintina ny fivoriana na dinika natao, araka ny filazan-drajemisa raolison 1985 932 ny tatitra vaky boky noho izany dia fitaterana ireo hevitra misongadina izay hita nandritra ny vaky boky natao. Matetika ny fampanaovana tatitra ny mpianatra dia momba ny tatitra vaky boky hatrany raha... |
Nomena noho ny asa vita teo amin’ny fiarahamonina v |
Fizaran’ny mpanoratra ny ritsoka voaoty apalesina ho kanto ianohan-drotsirotsy. |
Ny fomba nentina nanatanteraka ny asa |
Azo lazaina fa manana ny mampiavaka azy tanteraka ny lagarde et michard, taon- jato faha-19. Niezaka ny mpanoratra naneho ny ny zava-nisy teo aminrny firenena, manaraka izay ny endriky ny asa soratra sy ny mpanoratra nalaza taminrizany fotoana, ary farany ny endriky ny tombana. Aminrny maha boky momba ny literatiora az... |
Rajaona s. 2006 |
Misy zavatra mitranga tsikaritry ny mpanoratra eto andrenivohitra. Tsy inona izany fa ny fahantrana izay miseho amin’ny endrika samihafa mifotetaka eny amoron-dalana, mitsindroka any anaty dabam-pako, mivelona amin’ny talenta ananany, mivaro-tena. Tiany hantitranterina ireo zava-misy |
And.4 oriory ny fo mahatsiahy, honjohonjony be ahiahy. Aiza ho aiza ilay sila-panahy? Mitebiteby ny foko, ry lahy. |
Io no madagasikara, nosin-drazana malala io no madagasikara, iaraha-mahalala io no madasikara, tanindrazantsika gasy io no madagasikara, vita sary an-taratasy |
Ny fahitan’ny mpampianatra ny zava-misy mandritra ny fampianarana sy ny antony mety mahatonga izany |
Bathory un nouveau type de programme , in perspective n 57 , unesco le programme est la partie absolument essentielle du corpus central des documents educatifs, qui énonce les objectifs du processus d’enseignement et d’apprentissage, décrit les tâches à accomplir , définit les grands axes du contenu de l’enseignement ,... |
Antony manodidina ny taranja malagasy |
Rdmt app rendement t ha 0,4 0,1 0,3 bov app bovin 0,5 0,1 0,9 porc app porc 1,3 2,1 1,0 poule app poule 1,6 3,5 1,6 |
Lesona ny hasina ankapobeny |
Fanampiny rivoniaina |
Eo amin’ny vontoatin’ny taranja tsy ny endrika ivelan’ny taranja ihany anefa no hatsaraina fa hatrany amin’ny vontoatiny ihany koa. Izany no antony mbola anentanana hatrany an’ireo mpampianatra mba tsy hionona fotsiny amin’ny takela-panomanan-desona efa nampiasaina teo aloha fa ho tia karokaroka ka hanavao izany isan-t... |
Raha ampahatsiahivina ny famakafakana io ampahan-dahatsoratra io, dia ho hita fa ny fifandraisan’i lafrantsa amin’ny vahoakan’ny zanataniny no voalaza ao. Tsy iza akory ilay reny fa i lafrantsa, ary ireo zanak’ikalahafa dia ireo mponina ao amin’ny tany nozanahiny. Na dia somary amin’ny fomba miolaka aza no nilazan’ny m... |
Le romanticisme est l’art de présenter aux peuples les uvres littéraires qui, dans l’état actuel de leurs habitudes et de leurs croyances, sont susceptibles de leur donner le plus de plaisir possible. Le classicisme, au contraire, leur présente la littérature qui donnait le plus grand plaisir à leurs arrière-grand-père... |
Ny vintana |
Mba hahatongavana amin izany anefa dia misy ireo tanjona manokana izay azo tsinjaraina ho toy izao ho famahavahana ireo anton ny tsy fahombiazana eo amin ny fampianarana ny fanadihadiana lahatsoratra ; |
Otrikafo, janoary 2006 , op cit, tak 20 , ny amin’ ny riba sy ny fandrosoana |
Mpianatra lisea |
Amin’i lala izy saingy tsy azo sokajina ho anisan’ny mpandray anjara mpanampy ihany koa. Ny tiana hahatongavana amin’izany dia ny hoe , na dia samy nosokajina ho mpandray anjara fototra aza izy roa ireo dia misongadina kokoa i lala, ary na samy avy eto antananarivo aza izy roa dia voasoritsoritra manokana ny momba an’i... |
Misy ihany koa ny sampana fianarana kabary ao amin’ity sekoly ity izay azo lazaina fa tena manome lanja tanteraka ny taranja malagasy, ka rehefa misy fotoan-dehibe eo amin’ny sekoly dia mandray anjara amin’ny alalan’ny fifaninana izy ireo. |
Librairie larousse. Paris.1972p. |
Toa nangaina mbola tia, izany foko diso paika, vao nahita dia nania vao nijoro dia niraika! Toa nangaina mbola tia, izany foko mba nikasa, fa ny eny tonga tsia, nifamadika ny rasa!390 |
Ny hevitra voiziny |
Fa ny avalinareo no tsy toha harikarika toa maso njola miha fanina mantsy ny loha fa matahotra mba te hidola |
Ruban nifatoran’ilay sovenira ’ |
Je ne résiste plus à tout ce qui mrarrive |
La contribution à la lutte contre le vih sida selon l’approche main streaming. |
Tsy nitrebona avy amin’ny tany ny olombelona. Tao dia tao tokoa ny fototry ny fisiany ny fikambanan’ny tsirinaina lahy sy ny tsirinaina vavy. Io fihaonana io no miteraka ny fiforonan’ny zaza. Sivy volana eo ho eo ny faharetan’ny fitondran’ny reny ny vohoka. Arahina fikarakarana samihafa izany mba hisorohana izay mety h... |
Azo atao ihany koa ny mampiasa fitaovana mivaingana azo tsapain-tanana toy ny sary na fitaovana maoderina samihafa. Fanampin’ireo rehetra voalaza ireo, dia azo ampiasaina tsara ihany koa ireo boky malagasy izay mirakitra sy mitahiry ny haren-tsaina sy ny fahalalana nananan’ireo malagasy fahiny. Anisan’izany ny filozofi... |
Ny andalana antonony dia nahafahana nandoko an’ i madagasikara. Mifandimby ao ny andalana hitana vanin-teny 9 sy vanin-teny 8. Niangalian’ny mpanoratra izany irindra amin’ny hevitra sy fihetseham-po asehony. Ny rima mifaningotra nampiasainy ihany koa, maneho ny fifaningorany amin’ny tanindrazana izay tsy iza fa i madag... |
Ohatra tsy misy sahy mangalatra sy mamono olona izany mihitsy. |
Mn fomba fanadiovana voankazo f ahoana ny fomba fanadiovana voankazo fantatrareo? Valiny andrasana alaina ny koveta misy rano, epaonja, savony. Alaina ny voankazo manga, akondro, mananasy, voatango sasana ohatry ny manasa lovia. Ary atao tsara kobana tsara amin ny rano misy su eau fahefany ny sarony arakaraky ny fatran... |
Mora tokoa ho an’ny olona ny mampifantoka ny fitiavany amin’ny hita maso. Tsy mahagaga raha saika mirona amin’ny olona mifanerasera amin’ny tena matetika ny fitiavana. Izany anefa, dia terak’ireo endrika ivelany, hotronin’ireo singa voajanahary samihafa eo amin’ny olon-tiana. Tafiditra ao anatin’izany ny maso, ny molot... |
Barthes r. , le degré zéro de l’écriture, seuil, paris, 1953 |
Défini durant l’atelier pro programme de renforcement organisationnel , du 26 au 28 octobre 2005 10 madagascar action plan 11plaquette de présentation du saf fjkm, octobre 2005 |
Nihabahaba toa omby mijery zava-mahagaga. |
Nahoana ianao no tsy nety nilaza raha nanontaniako sao nisy olon-kafa talohako teo amin’ny fiainanao nefa ianao mbola sahy nanamafy fa ho to ny faniriako ka tsy hisy mihitsy hanembana izao hasambarana izao. |
Lenodenoky ny saha, mahasambatra disadisaky ny raha, miampatrampatra! Miemponempona ny fo, miambatrambatra 20 valabalaky ny nofo tafatambatra ! |
Oct. 1923 d. Rholivason |
Ny mpianatra nahavita ny fianarana ato amin ny ambaratonga faharoa dia afaka mamakafaka ny haren-tsaina sy fahendrena malagasy voatahiry ao anatina lahabolana sy lahatsoratra na lovantsofina; maneho hevitra matotra sy mirindra ary tsy ahitana fahadisoana na eo amin ny lafiny fitsipi-oitenenana na eo amin ny lafiny fano... |
Manombana ny lanjan’ireo fiheverana ireo eo amin’ny fiainam- piaraha-monina |
Ohatra razafimahefa rolland dadabenoely miangatra |
Polisy tena tsy fantatrareo marina ! Manazava saika novonoin’i madame miora tamin’io basy saika nitifarany anao io ange ramatoa ralisy vadinao tamin’ny maraina navela taitra an ? Notifiriny ihany koa izany i neny ? Polisy saingy soa fa ratsiratsy fikendry izy satria maika handositra loatra araka ny filazan’ny olona nam... |
Ny 55 tamin’ireo mpianatra 72, izany hoe ny 76,38 n’ireo mpianatra, dia nilaza fa ny taranja malagasy no heverin’izy ireo ho fanavotana ireo taranja hafa any amin’ny bakalôrea. Ho an’ny sampana f. T. G mantsy dia manana lanjan’isa 3 ny taranja malagasy. |
Loharano mpikaroka, jona 2008 |
Maneho fikatsahana ny soa iombonana ao anatin’ny tokantrano ny fitiavana. Ny tokantrano tokoa no sehatra ivelaran’ny fitiavana; na ireo tsy mbola tafiditra amin’izany aza dia inoana fa tsy maintsy hikatsaka izany any am-parany. Amin’izay fotoana izay, ny fiombonana no zava-dehibe amin’izay atao rehetra ary izany no mit... |
Ts imanato io ilay fasana! |
Fandanilaniana fotoana hita ihany koa fa rehefa tsy mifantoka ny mpianatra dia tia mandanilany fotoana rehefa asaina manao zavatra. Sarotra ho azy ny mamita asa malaky fa tsy maintsy omena fotoana malalaka izy mba hanaovany izany. Indraindray aza moa tsy vita mihitsy izany asa izany fa dia entina mody an-trano. Toy iza... |
Ny fototeny aina no miverina, ka miova endrika izy ao anaty fehezanteny. Eto ny mpanoratra dia mampieritreritra ilay olon-tiany, fa izay mianjady amin’ilay olon-tiany anie ka mihatra aminy koa. |
Fonjam-panahy ny nofo fonjan’ny fo, kanefa tsy tanana hitroatra. Ny tontolo anaty fisiana, fonjan’ny saina hivoatra. Rojon’ny fo sy ny saina, ny eso, ny latsa etsetra. Gejainy halemy feheziny tsy hasiany fetra. Ny fo sy ny saina voafonja, tsy tsapa hoe mba mijaly fa ny nofo mitety onja; ny tontolo no efa marary. Ny fo ... |
Ny mpamaritra anarana le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny. Fanaon’ny olona koa ny mampiasa an’io mpamaritra io na dia vehivavy aza no ompany. Lasa iombonan’ny lahy sy vavy, noho izany, ny mpamaritra anarana le fa tsy misafidy sokajin’olona. |
Vontoatiny |
Fafana 1 ny isan’ny mponina ao amin’ny kaominina antanetibe mahazaza |
Tsy ny any ambanivohitra ihany fa ny ankany nipoirana sy niaviana mihitsy no tsy atakalo ny hafa. Marina fa manana ny hatsarany ny any an-drenivohitry ny hafa any, fa hafa ihany ilay ankany nitaiza sy namolavola. Tsy atakalo na oviana na oviana ny tsaran’ny hafa na dia lazaina ho mavomavo aza. Maneho izany i manitra an... |
Raha ireo valinteny nomen’ny mpianatra ireo no halalinina dia lafin-javatra roa no antony tsy itiavan’ny mpianatra ity taranja fahalalana ity eo aloha ny hevitra fonosin’ny vontoatiny ary ao ihany koa ny fiheverany izany taranja izany. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.